Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: kivy
Date: 23 novembre 2017 - 15:38

manana olana tena goavana za,manabady niteraka 2,ef 5taona zay no nanoboka niaina tao anaty olana lalina aho ary isataona d mitobo foana ilay izy,tam voalohany izy d tratrako nanao sipa,d nifona d niverina nanao iany ary vao may mi-pire ny atony misy sucon ny tedany,tsita ny alliance,nisy peratra vevavy tao anaty porte feuille-ny d nezahan nalamina d nanoboka tsnivaky loha aho fa oe tokatrano io,mivarotra fiaranay izy any d tsy hita ny vola,..d vao tam eritaon za tsmahlala ninina an izy kay mitrosa vola aminolona bdb ef ho 200mio fa oe nanovany carrière d ny RADny no nanolo ny pahany azy,avy moa nisy entana very tato atrano ary izy no naka ny sasany satria tsis mpanampy,voatery nanao taratasy tany am fokotany za satria tsy te ho voaroiroy amzany, d iz mo d manao pret banque lava tsfatatra tena ankina za eh,ten tsmampino,..vao tam erinadro nigafy b iz satria mamo d novakiny ny entana teo abony latabatra isakafoanana d naka antsy mitsy izy no niteny iatsoy polisy fa za tsmataotra,av eo mo lé rafozadahiko no niatso polisy satria io no tena nabanany tam antsy d lasa tany am violent izy,d teo ny panapy vo niteny fa kay tamzay nanao vacances fa izy irery no tato atrano kay napidiriny tato ilay sipany pdt 5jours,teo za vao ankina tanterak d leo sy tofoka ny trosa amanolona bola mitohy foan amzay vola b...ny communication ato atrano tsy mi passe intsony fa misakfo d mandalo kely d zay,mojomojo lava,ny zaza tsjerena akory na marary na manina fa d za daholo,ref te ody d mody rahts zay d mila vaniny d any d tsita,tena very hevitra kanefa tsy kivy fa mivavaka andro aman'alina ba hahery,..zao izy zao d ef nomaniko ao ny entany fa tapakevitra za fa aleo alo tsmiaramipetraka zay fa ten mitaitaidava,tena malaelo fa tsy mora d zao izy mandalo maka zay entana ilainy ao tena very hevitra,miala tsiny fa tena lava,

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: tsy ianaorery
Date: 24 novembre 2017 - 11:23

tsy ianao irery no mizaka otran'io fa ef nahita nitovy2 cas otran'io za @ famille fa de ny tena tokoa no kivy, ny zavatra hitanay sy tsapanay dia izao jereo aloha niandohan'ny fiarahanareo taloha fa raha ny an'ilay famille-nay izay mariage somary forcé no niandohan'ny tantara hany ka tsisy zavatra manjary, ny sipany maniry otran'ny anana, na le sipa na le bandy samy mampalahelo satria toa otrany tsisy but akory ilay fanambadiana, tsara aloha ianao raha efa nandray decision fa tsy niafy velona an'zany rehetra zany!

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: Mirary soa
Date: 24 novembre 2017 - 12:06

Atrakao ny loha dia ataovy motivation hiezahanao ny zanakao. Hitan'ilay ao ambony daholo ny fiainantsika fa aza manary Toky.Ny ho avy banjinina dia mitadiava asa raha tsy niasa hatrizay dia aza mifantoka be @ ilay olan-tokantrano ny saina. Misy fetrany ny zava drehetra fa fadio kosa ny mamoy fo an!

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: besaina
Date: 24 novembre 2017 - 12:33

salama daholo !lehilahy aho no miresaka eto .Tena henjana ny mahazo anao fa mivavaha ankino amin'nyTompo ny fiainanao fa tsy maintsy homeny vahaolana izay tsy noheritreretinao ianao ,mahereza ! courage courage !

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: kivy
Date: 24 novembre 2017 - 13:34

misaotra anareo am fampaherezana,d tena ilaiko tokoa.Soa ihany fa miasa fa tsisy masoandro miratra,eny mivavaka ary mandohalika mitalaho mitsy,mino tokoa fa bola ho avy ilay andro mamiratra,na d bola ao anatiny aizina tanteraka aza,

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: namanafotsn
Date: 24 novembre 2017 - 13:44

Tena henjana tokoa zany mahazo anao zany,tena fanapotehana fiainana mihitsy raha ny zavatra ataony,soa ianao aloha fa efa nandray decision andefa azy,kanefa ampio taratasy mipetraka @fokotany dia lazao ao daholo ny antonantony rehetra ho balise mipetraka ho anao,sao mantsy manao zavatra tsy norme any ankafa any izy.
Fanampiny dia ireo efa voalaza ambony reo,mazana tokoa lay izy kanefa mitrakà,ataovy toy ny afaka tao anaty afobe ianao,dia tohizo ny fiainanao miaraka @reo zaza fa ampin'Atra ianao,tsy hahafoy na handao ny Tompo fa miankìna Aminy dia apetraho Aminy ny fiainanareo 3mianaka kely.

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: TenWords
Date: 06 décembre 2017 - 00:49

kivy >>> Eo amin'ny fiainana, dia manana fotoam-piantsoana ny Mpahary, raha mamaky ny bokin'i Joba ianao dia ho hitanao fa fahoriana mbola betsaka lavitra noho io entinao io no nentin'izany lehilahy lazaina fa marina teto ambonin'ny tany izany, saingy ity andininy iray ity no tsoahantsika avy ao amin'ny boky :

"Fa ny fahorian'ny ory kosa no entin'Andriamanitra mamonjy azy, ary ny manjo azy no entin'Andriamanitra manokatra ny sofiny." Joba 36:15

Tsy eo amin'ny fiainan-tokantrano ihany, fa mety ho amin'ny lafiny araka asa ihany koa, na fifandraisana amin'ny fianakaviana : Ray aman-dreny, mpiray tampo, zanaka ...

Mila manokatra ny "masom-panahinao (sofinao)" ianao raha toa ka té ho isan'ireo vonjen'ny Mpahary, tadiavo fatratra ao anatin'ny TeniNY (toriteny) Izy fa hatorony anao ny làlana tokony izorana. (Ataovy hahitànao vokatra ilay vavaka resahanao etsy ambony).
Maheréza.

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: oudry
Date: 07 décembre 2017 - 13:18

kivy>mahereza ary mivavaha mba ho toron' Andriamanitra lalana. manambady kou aho ary niteraka fa tsy vitako ra za no atao an io ataony anao io. ny zanaka no tsinjovy voalohany fa adidinao reo refa tsy hanao izy. tandrovy tsara kou ny équilibre mentale sy morale-nao fa ra maninomaninona ianao ho aiza reo zaza reo.
d courage.

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: kivy
Date: 12 décembre 2017 - 10:34

tena misaotra nareo aminy fampaherezana rehtra aminy tenin'Andriamanitra tena ilaiko ary za ko mino fa tsy misy zavatra zay tsy hainy atao.tena mandohalika isan'andro ary mametraka ny fiainana manontolo tena fantatro fa mandalo sedra mafy fa tsy maints mitraka

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: rjs
Date: 14 décembre 2017 - 15:16

Henjana izany, fa Andriamanitra HENJANA LAVITRA NOHO IZANY - mila mahery - lehilahy no manoratra - tsy mampino hoe misy mahavita an'izany ndrindra raha efa misy zaza - ny zaza no tena mampalahelo ahy, tsy fantatry ny rad maro fa ny fihetsika rehetra ataony dia lasa culture ho an'ny zanany, raha manao modely tsara ianao tsy voatery ho tafita daholy any aminy izany raha tsy ampiana teny, fihetsika, vavaka, fa raha manao zavatra mampalahelo tena miraikitra be ao an-tsainy ary mety hahatonga azy hanaonao foana
Mivavaka ho an'izay manana olana rehetra dia mirary soa

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: rjs
Date: 14 décembre 2017 - 15:31

baveHenjana izany, fa Andriamanitra HENJANA LAVITRA NOHO IZANY - mila mahery - lehilahy no manoratra - tsy mampino hoe misy mahavita an'izany ndrindra raha efa misy zaza - ny zaza no tena mampalahelo ahy, tsy fantatry ny rad maro fa ny fihetsika rehetra ataony dia lasa culture ho an'ny zanany, raha manao modely tsara ianao tsy voatery ho tafita daholy any aminy izany raha tsy ampiana teny, fihetsika, vavaka, fa raha manao zavatra mampalahelo tena miraikitra be ao an-tsainy ary mety hahatonga azy hanaonao foana
Mivavaka ho an'izay manana olana rehetra indrindra fa ianao, dia mirary soa

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: Mandiniha
Date: 15 décembre 2017 - 13:34

Fa tsy efa niteny anareo kosa aza ve Izy hoe aza manendry ny hazo eo afovoan'ny saha e? Eny na dia tsy novantaniNY hoe : mba ilay hazon'aina hanina
(Hazon'aina = Kristy, baiboly, Tenin'ny Mpahary, ilay vady natokana ho anao)
(Hazo eo afovoan'ny saha = Satana, ilay Tenin'ny Mpahary déformée na anesorana, ilay namitaka anao t@ endriny ivelany)

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: Randrana
Date: 21 décembre 2017 - 19:30

Slt.
Za tsy hakahery fa hampirisika : faites un défi, celui de depasser tout cela en réussissant votre vie, vous et vos enfants. Comment ? Vous avez la force de constater et partager ce desespoir = vous avez la force de le surmonter. Alors vas-y et écris moi quand vous sentirez que cela décolle.
À bientôt

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: dakoto1
Date: 02 janvier 2018 - 14:18

esory lay teny hoe :"kivy" : Ohabolana 17/22,18/14, nahoma 2/1, mijery an'i Jesosy Kristy (Heb 12/2), Job 42/10-12 ary farany hoy i Isaia mpaminany:Isaia 38:17
Indro, tonga fiadanana ilay fahoriana mangidy dia mangidy nanjo ahy, ary ny fitiavanao no namonjenao ny fanahiko tsy hankany amin'ny lavaka fahalevonana; Fa narianao teo ivohonao ny fahotako rehetra.

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: aza kivy
Date: 09 janvier 2018 - 08:27

Aza miandry ho potika ao ianay fa tu as droit au bonheur, ainsi que tes enfants, ils comprendront plus tard!
1- Mangataha révision an'ny régime matrimonial any @tribonaly (ny antony de ireo dilapidation an'ny biens communs) fa rehefa tsy mahaloa ireo trosany rehetra ireo manko izy dia ianao koa azo enjehina.
2- Manatona tribonaly de mangataha contribution aux charges du ménage: rehefa mivaoka ny didy dia azo atao saisie arrêt ny salaire-ny de tonga de mankany @nao
3- Miankina @nao avy eo raha mbola hivavaka ianao mba hiova izy na hampiditra divorce fa anjaranao mandinika
4- Tongavo any @ze misy azy ilay vehivavy de resaho moramora (de la manière la plus noble possible) de telle sorte que menatra @ataony izy ary ho tonga saina, ary hisaraka ho azy eo izy roa! (anontanio mintsy oe mahatoky ve ianao fa tsy ho sarahany koa any aoriana any anefa za vady vita mariazy ary ariany izao)

ireo no sos-kevitro fa anjaranao no mandinika

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: aiza_kivy
Date: 09 janvier 2018 - 13:22

vaovao ny taona tsy hita i kivy

enga anie izy ka mitraka amin'izao andro vaovao izao

Options: Répondre
Re: TENA KIVY za rireto an,vahaolana sy fampaherezan no ilaiko
Par: kivy
Date: 23 janvier 2018 - 15:42

ity kivy fa tsy hoe tsy hita ka,ie efa tena nitraka tokoa sahirana kely am asa d tsy afaka namaly,..bdb ny zavatra nitranga nifona izy ary niezaka niresaka apatsorana za hoe tsy mora ny zavatra nataony ary mila madinika ny fiainanay 3 mianaka dia teny foana tena tsy nanaiky za tam voalohany fa tena naka pause,efa ho 2volana izy tany ny RAD koa niezaka nandamina indridra ny mamany,..efa nanatona avocat koa efa manana taratasy tany am fokontany mombany trosany hoe tsisy idirako mitsy...sarotra fa ny Fanahy Masina no tena nagatahana hiasa..efa nilokaloka teo amasony RAD 2 tonta alo izy hoe tsy hamerina intsony efa tapabolana izy zao no ao atrano ao d miezaka ny hilamina...tena tsy mora fa raha ny fatokisana azy aloha d tena tsis tanteraka ary eo foana ilay ahiahy,mivavaka sy miambina isan'andro,nanefy koa ilay situation nahazona nifandray bb kokoa amin'Andriamanitra ary mifandray aminy,sarotra satria tokatrano ilay izy ary mis zaza eo anelanelany..misaotra nareo aminy torohevitra..enga anie ka ho lasan'iny taony iny ny ratsy rehetra fa taona tena mafy tamiko iny.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg