Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Garde d'enfant
Par: zanako
Date: 27 novembre 2017 - 17:34

Miarahaba antsika rehetra
Mangataka anareo izay mahay mikasika ny garde d'enfant ato hanome torohevitra. Toy izao ny cas misy izaho s'y ny renin-janako dia tokatrano maso kanefa manomboka efa tsy milamina ny anay roa maminavina ny hisitaka Azy aho satria efa niala nenina ihany fa tsy nisy azo nifandaminana ka ankehitriny alohalika ny ranom-bary . Ny olana dia ity raha andeha izy ny zanako anefa tsy foiko zaza mbola 1an et demi eo miraiki-po ne amiko io zanako io tena ts mahasaraka ahy ka tiako hijanona amiko fa ts anaraka ny reniny any @izay hitondrany azy any zaza reconnu soa amantsara izy ao @copie la tiako ho fantatra hoe inona ny fomba azahoako ny garden'io zanako io satria fantatro hijaly izy any@reniny noho ny antony maro mba mangataka toto hevitra aminareo e

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: droit
Date: 27 novembre 2017 - 19:44

Matetika ny reny no mahazo ny garde ho an' ny zaza latsaky ny 6 taona , afa-tsy raha heverina fa mety mifanohitra @ tombon-tsoan'ny zaza. Raha tsy afaka mifanaraka ianareo, dia tsy maintsy miditra fitsarana.
Ataovy aloha izay handresy lavitra ny reniny hoe ianao no afaka miantoka kokoa ny ho avin'ilay zaza. Kanefa aoka ianao malina rehefa miresaka sao dia anaovany chantage!

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: Karandoha
Date: 28 novembre 2017 - 00:33

Ento milamina io f'aza atao an'izany , zaza 1 an et demi ve dia ianao no hitaiza azy irery , tsy sanatria hoe lehlahy ianao dia tsy hahay , fa aleo ny zaza akaikin'ny reniny raha tena mbola kely izany e. Ataovy milamina fotsiny hoe , mahita mamangy azy matetika ianao na ianao no maka ilay zaza 1n-1 mandeha isankerinandro . Resaka psychologie io fa tsy resaka vola no resahiko eto .Aza atao fitaovana mihintsy aloha ny zaza , fa aleo izy hihaina amin'ny maha zaza azy, dia ny reniny aloha no akaiky azy voalohany , mbola tsy kamboty izy koa sarahinao sahady aminy . Mba tsy mety izany fa mandiniha . Na alamino ny fiainanareo . Vidio daholo ny fitaovana ilainy dia omeo ny reniny raha ohatraka resabola no mampanahy anao , f'aza sarahna amin'ny reniny izany ilay zaza. Tena tsy haiko aloha fa nareo tena bandy tsy milamina an , izy ary izany tsy nalainareo vady dia ny zanany koa tadiavinareo alaina !!!! fô kassy izany namaaaaaa !!

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: Zanako
Date: 28 novembre 2017 - 08:36

@Karandoha olona tsy mahafantatra ahy ianao aleo angamba ts mitsaratsara fahatany, ny antony hitanako ny zanako dia tsotra izaho no mahavita maneho fitiavana bebe kokoa @io zaza io fa ny reniny na mandrotsirotsy sy mampatory azy aza tsy vitany izaho ihany koa no manana ny ampy afaka hitaiza sy hanabe io zaza io satria ny reniny tsy an'asa izaho no afaka manara-maso tsara ny fitaizana io zaza io satria ny reniny variana manao Facebook sy miresaka aman'olona ka na zaza mioson-@#$%& aza ts azony an-tsaina ra ts izaho no miteny azy zaza marary jerena fotsiny eo ra ts izaho no midrinkina heo tokony entina @hopitaly ny zaza santionany ireo ka asa diso ve aho ra hitazona ny zanako

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: Mpisolovava
Date: 28 novembre 2017 - 09:37

Zanako>>> Azoko tsara ny tebitebinao sy ny tanjonao ary manohana anao aho raha ireo zavatra lazainao ireo. Afatsy ilay hoe tsy miasa izy ka tsy mahavelona ilay zaza. Ianao tsy maintsy manome pension alimentaire ka.
Raha tena tapa-kevitra ianao ary resy lahatra tanteraka fa ho fahoriana fotsiny ny fiainan-janakao raha mijanona @ reniny, dia manatona avocat aloha,mangataka garde exclusive ianao ary ny reniny no hanana droit de visite. Angony daholo ny porofo fa tsy mikarakara ny zaza ny reniny ary manao mise en danger mihitsy aza indraindray. Tsy vitan'ny tanisaina fotsiny fa porofo no ilaina sy vavolombelona vao maika tsara.Avy eo porofoy ihany koa fa ianao no afaka mitaiza sy manabe azy araka ny tokony ho izy. Iza no hitaiza io zaza io rehefa any ampiasana ianao? Ny bebeany? Mpitaiza? Crèche?
Tsy moramora ity zavatra ataonao ity satria ny zaza madinika dia ajanon'ny juge @ reniny foana matetika satria mila materner-na.
Farany, aza adino fa ny hahasoa ny zaza no kendrena, ka raha mbola possible ny hahazoanao ny garde à l'amiable dia izay no tsara fa tsy zaza vao 1taona sy tapany dia efa hiainga @ ady eny @ tribonaly. Maninona raha resahana ihany aloha ny reniny sao mba omeny anao moramora ny fanankinana ny fitaizana ny zaza? Sao mba izy ihany no hiaiky hoe tsy vitako ity fa mbola te hanao ny fiainako aho?

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: Bb boo
Date: 11 janvier 2018 - 15:21

salama daolo,
za d manana zaza efa ho 7ans amty taona ty, izahay sy ny dadany dia ts nivady fa tam teraka le zaza dia nozanahany ara-dalana, feno 2taona le zaza no lasa iz ary ts nandray andraikitra tamn'io zaza io mints, aveo iz nananmbady feno 6ans ny zanako d nanome vola kely anay in-1 mande isa-telovolana (tam 2017 io), ts afaka miteraka ono mantsy le vadiny. Tiko o alaina ny garde tutelle an'io zanako io na oe annuléna le fanjanahana nataony satry mataoatra aho oe so d o alainy eo ny zanako nef nanditran'ny 6ans za no niady rery nanalebe azy. Inn kay n tokony o ataoko? aiza no tokony aleako? Misaotra mialoha am valin-teninareo

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: avokaty pour le peuple
Date: 22 janvier 2018 - 16:04

problema be io satria mbola kely loatra ilay zaza,miresaha sy mifanazavà nareo roa fa aza tonga dia hoe alainao ilay zaza, samy tia an'io zaza io daholo na enao na izy, ka sarotra ny hoe tonga dia esorina aminy ny zanany
Raha tsy miasa ilay reniny dia teneno izy hoe mba tsy hanome fahasahiranana be azy enao no antony hitazomanao ilay zaza hipetraka any aminao, ary afaka mamangy ny zanany sans retenu izy
fa raha tonga dia sakananao tsy hijery ny zanany izy dia tsy vita mora io garde io ary mety miafara amin'ny pension alimentaire be raha tsy miasa ilay reniny
Ka aleo ihany manao arrangement sy miresaka mazava tsy asiana gidraka

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: zazouh
Date: 09 février 2018 - 20:58

Raha ny taonan'ilay zaza tsy ho azonao mihitsy io zaza io, raha hilaza ianao fa tsy mikarakara ny reniny sns, efa tsy mifankahazo nareo, raha tsy misy llona manaporofo fa tsy voakarakaran-dreniny ny zaza dia tsisy hevitra ta parole contre la sienne, niteraka t@ olona tsy matotra sy irresponsable ianao

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: IRINA
Date: 12 février 2018 - 14:28

Hifampiresaho fotsiny ny reniny e!!, Tsy maninona hoe fa aleo izy tezaiko fa amboary aloa ny fiainanao. Afaka jerenao izy hoe rehefa te hitsidika ianao, mbola tsy vitanao izy hoe fa ianao mbola varina @ fb. Antsoiko ihany ianao hoe rehefa tena tsy maintsy ilaina zany. Tsy voatery hiady sy hisamaritaka eo fa mijaly ny zazakely.Manaova taratasy fifanarahana any @ fokontany tsy hisian'ny olana be hivadika eo indray izy.
Hatao ahoana fa izy daholo zany, mbola tsy vonona ny saina fa may ny hanao RS fotsiny, tsy manam-po ny zavatra miandry ao an tokantrano.

Options: Répondre
Re: Garde d'enfant
Par: rasobakobako
Date: 28 février 2018 - 12:38

ny olana dia ny taonan'ilay zaza, raha ny lojikampiainana dia ny reniny no prioritaire @ garde alohan'ny rainy raha tsy misy cas de force majeur angaha
na ny tribunal aza tsy hanome garde anao raha tsy misy problème ilay reniny, ny tsy fifankazahoanareo roa ao antrano tsy preuve any @ tribunal ka hanomezana garde anao
aleo miresaka nareo roa dia mifanaraka amin'izay metimety aminao sy amin'ilay reninjanakao, aleo zaraina ny garde fa tsy hoe tonga dia ampisarahana @ reniny na @ rainy ilay zaza, mifanaraha fotsiny nareo

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg