Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: bandy manambady
Date: 21 décembre 2017 - 11:31

Slma daolo, lhl ilay manoratra,

raha manambady na sipa ianao, dia tadidio fa hapirafesiny ianao raha toa ka:

- mapifila loatra tsy mety manao RS aminy matetika, masiaka sy mahery fiteny rehefa miresaka,tsy mahay manao sy mapirervy fa mitaraina lava ho reraka sy menatra, tsy mahasahy manandrana experience sexuelle samihafa, tsy manaiky ny sosokevitra @ fanaovana RS miovaova, bref, bornée lotra amin'io resaka io
- tsy mahavita mahandro sakafo ho anazy fa hotely sy solafa foana, tsy mahavita mampandro sy manala ny bakiraro, tsy mahavita mipasoka ny ankanjony, tsy mahavita mividy ny zavatra ilainy andavanandro;
- be savasava ny phone sy compte FB, be tsikilokilo ny entana sy cartable, be fanotaniana @ asa sy ora fodiana, be menomenonana ao atrano refa mba misotra kely na tara fodiana izy,

- be tsikera imasony olona ny toetrany sy fisainany, be tsikera ny bikany sy fiteniny,

ireo no hitako fa afaka manampy izay mahalala, en tout cas, mba ataovy ihany izay mfanohitra aminireo raha te hitazona lehilahy ho anao irery; bonne chance nareo vaiavy

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: tsy manaiky
Date: 21 décembre 2017 - 14:40

bandy manambady << hoy ianao zany oe raha misy 1 @ reo ataonay vehivavy dia rariny v ra mampirafy ra lehilahy?

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Vice versa io
Date: 21 décembre 2017 - 15:26

Ho an'n'y vhv koa

Si tu n'as pas le temps de l'appeler, elle comprendra..
Si tu n'as pas le temps de la voir, elle comprendra..
Si tu n'as pas le temps de la regarder, elle comprendra..
Si tu n'as pas le temps de faire d'elle une femme, elle comprendra..
Si tu n'as pas le temps de la faire sourire, elle comprendra..
Si tu n'as pas le temps de la soutenir moralement, elle comprendra..
Si tu n'as pas le temps de lui faire l'amour, elle comprendra..
Mais si elle rencontre quelqu'un d'autre, j'espère que tu comprendras. .........

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: bandy mpamaky
Date: 21 décembre 2017 - 16:12

bandy manambady >>> tena efa tsy vady intsony izany fa andevovavy atao mpanompo

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: bandy manambady
Date: 21 décembre 2017 - 18:46

Ilay izy tsy hoe iray aminireo no tsy ampy de rariny raha hapirafy, fa hahafahanao mi-comprendre raha sanatria ka tratranao izy , dia ireo questionnnaires d'enquetes,
tsy hoe vady @#$%& fa mba sosokevitra hitazomana azy ao atrano ireo, zany hoe raiso isanambaratonga e

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Eisssy e
Date: 22 décembre 2017 - 12:52

Tsy mitombina ireo amiko satria mahita olona be dia be tsara vady,tsara toetra, tsara situation nefa dia olona tsy ampoizinao no ampirafesiny ny vadiny, ao no mampirafy @ mpiasa an-tranony, mpitaiza ny zanany, mpivaro-tena ary misy aza ny rafozany,ny nièce ny na olom-pady mihitsy no iarahany

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: excses
Date: 23 décembre 2017 - 10:55

excuses sy fanamarinatena no be dia be fa ny lhl na tompoina toy ny Andriamanitra ivavahana aza mbola mahita excuse hampirafesana ihany toy ny hoe mba nitady sirakely any ivelany fa diso mety be loatra ny ato atrano.
ny antony ampirafesin'ny vhv: tsy hay tiavina ny lhl

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Cas misy
Date: 23 décembre 2017 - 11:25

ny antony mahatonga ny lehilahy mampirafy koa:
Raha mahantra izy nefa tia mifaninanina @ fiarahamonina na ny fianakavina,sy te ho tafita nefa ilay vadiny tsara tarehy ,tsara toetra ,fa tsy ampy vola,

dia lasa izy mampirafy an'iny @ olona manambola,ka raha miampy hatsaram-panahy sy tarehy sy tambitamby sns ilay vola dia veloma ramatoa vady fa lasa rangahy niridana fa tsy tana

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: be panda
Date: 23 décembre 2017 - 11:29

Ny mahatonga ny lehilahy hampirafy koa dia:

Nanandrakandrana niaraka @ sipa kely fa efa leo nono mitarozaka sns... ,dia lasa noho ny andrakandrana ka rehefa bevohoka tsy nampoizina ra sipa kely ka matahotra ny hidoboka dia iny fa nilaozana ny vady amnajanaka ,ka manambady zaza mitovy taona @zanaka aza ny an'ny sasany

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: oumavety
Date: 23 décembre 2017 - 11:36

Ny mahatonga ny lhl ampirafy koa dia: tsy miasa ilay ramatoa fa manao asa fitsikolovana andrangahy eran'ny tanana no asany, na ny ataony FBI aza tsy mahavita fanarahamaso akaiky noho ny fanarahany an'iny rangahy iny,dia leo sy tofoka sy boboka ilay rangahy ka vao maiky mampiseho hoe zay ray mafy be,dia iny fa taraiky ilay fbi fa nifindra lasy rangahy

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Eisssssy e
Date: 23 décembre 2017 - 13:40

Raha olona misaina sy matahotra an'Atra sy tena mivavaka fa tsy mivavabavaka fisehoana ivelany fotsiny dia tena mahafehy tena e

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: banky mondialy
Date: 23 décembre 2017 - 13:56

dia manaova parfait sy parfaite daholo fehezo ny tena raha tsy voafehy dia asaivo fehezin'ny hafa e!

rajao sa foza sa beronono no hanamora ny fifehezana ilay tena satria rehefa mandroso ny firenena mandroso hoazy ny zava-drehetra e,na mihazakaza any @ Bishop koa raha mitady mpisolo vava e fa tsy mahafehy tena irery!

Raha mbola tsy mety ireo dia midira ao anaty ny lohan'ilay tsy manaja mba ahaizany mifehy tena e!

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Tsotra ihany
Date: 25 décembre 2017 - 18:05

Avy ao anaty daholo izany no miainga na hiala bala foana aza ny mampirafy
Ny masonao mijery,mitsiriritra, ny vavanao mikoty, manoroka sns
Tsy misy manery fa action ataonao
Raha mitondra fiara ianao mahita obstacles ve tsy hiala fa vao mainka hitady loza raha mahita tevana
Misy safidy foana ao, misy volonté rehefa fantatrao hoe mijangajanga ianao,fantatrao fa tsy tokony atao nefa ataonao ihany
» Fa izay mamafy ho an’ny nofony dia hijinja fahasimbàna avy amin’ny nofo ihany koa!
Ny tena ihany sy ny atao no manome accès ny ratsy hanjaka ao aminao

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: mpitsitsy
Date: 27 décembre 2017 - 16:28

tsy d'accord loatra aho. mety oe revi2ngadra ny anao.

Raha manao soumise totale am lhl ianao, maika raisiny ho toy ny oe "acquis" de ataony toy ny ande.vo, tsy asiany valeur. raha somary mampifila2, mametraka limite, dia miezaka mi conquerir izy, tsy tofoka. Manao effort izy, eny na any @ asa fitadiavambola aza dia mba mihetsika2 izy hi meriter anao. Mba mahavahy tena izy fa tsy le bekibo voretra ireny. Raha manaiky azy foana na tsy manao douche aza izy de vady maimbo helika no hiara matory aminao, hahahah.

Question d'équilibre io fa tsy oe rehefa vhv de atao mitovy amin'ny seza, tsy manana droit hi s'exprimer

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: narisoa
Date: 28 décembre 2017 - 09:26

Ny hita sy tsapako dia izao, miova ny vehivavy rehefa miteraka dia manjary adino ilay adidy @ resaka firaisana ara-nofo. Lasa ilay zanaka no ambony, Izaho manokana dia tena mikarakara ny zanako ary isaorako an'Andriamanitra fa tafita izy ireo, fa raha resaka RS amin'izao dia indray na indroa isan-taona sisa no mazoto madame. Efa mba nentina nandeha resto, fa eee lazaina fa mandany vola, andeha hanao vacance fa lazaina fa mandany vola, izay hevitra lazaina rehetra dia mandany vola, nefa mba misy ny trano sy ny fiara, ny zanaka anefa mba te andeha hanao vacance, mba te andeha resto, dia inona izany no atao raha ianareo manejika ny olona manao sipa ireo no eo amin'ny toerako? tsoriko fa ny tenako dia manao sipa, ary tsy sanatria vola no mahatonga anay hiaraka, fa mameno ny tsy ampy @ fitiavana ao an-tokantrano.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: poulain
Date: 29 décembre 2017 - 07:20

narisoa > marina daholo mihintsy ny voalazanao !!!! za efa teo am place vadinao izany fa nampirafy ny vadiko satria reraka za mitaiza tsy manana eritreritra ny anao rs izany intsony raha tsy rarement , kizitina , be menomenona anazy, milaza izao rehetra izao fa mandany vola daholo , dia lasa izy nampirafy !!!!
lava be mou ny tantara raha ho tantaraiko fa ankehitriny tsy dia milamina ny tokatranonay , itako ny lesoka , azo lazaina izany fa samy mameno ny tsy ampy @fitiavana any ambadika any satria za ko miaraka amin'olona hafa amin'izao ary ny itako dia manao ny toetrako taloha ko ny vadiny ilay olona miaraka amiko io, tsapako be ilay frustration anlé bandy !!!
conseil ho any vhv izany dia rehefa tsy vokarakara tsara ramsé dia aza adino fa misy mahavita mikarakara tsara izy any ambadika any !!!

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: mpikarakara
Date: 04 janvier 2018 - 15:24

Tsy tokony omen-tsiny kosa ny vehivavy fa ny vehivavy anie rehefa avy miasa mbola mikarakara tokantrano fa tsy hoe ankinina amin'ny mpiasa ny trano, mapanao devoir ny ankizy. Ramose mijery télé, na manao jeu na mamaky gazety. Normal be raha vizaka ny vehivavy.

Mijery any ankafa ramose dia ario ary ilay ao an-trano dia vadio ilay hafa e. On verra hoe rehefa vadianareo ve izy dia bien maquillée sy aimable foana otran'ny tamin'ny nangalam-pihinana sa kizitina amin'ny raharaha sy variana mitaiza.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: $ongomby
Date: 04 janvier 2018 - 16:47

Hadondronam-poks no mahatonga ny lhl SASANY mampirafy. Tsy mahatoky tena fa mila miseho ho favori nefa 0. Lavaka mitovy ihany io. Vadin'lisany @#$%& @ raharaha fa ny an'ny olona kojakojaina. Ividianana machine à laver fa tsy vosirina @ sasa lamba. Mba efa induction ny fatana fa tsy mampijaly @ saribao. Ny trano isan-kerinandro no asiana aspirateur. Dia miara-manao raharaha, dia miara vizana. Dia @ alina mi-ploum ploum. Que demande le peuple?

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Fitiavan-tena be fotsiny
Date: 04 janvier 2018 - 18:45

Rehefa tonta mitovy daholo ihany fa ny vao tsy manitra no ratsy e!
Tsy fitiavana anie izany famenoana ny tsy ampy eo amin’ny fiainana fotsiny izany fa dia mampalahelo ireo ataon'olona efa manambady bouche trou fotsiny

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: nampirafesina
Date: 17 janvier 2018 - 22:20

Vevavy nampirafesina aho taminy mpiasa tao antrano tsy haiko zay hevitrareo fa marina fa misy banga ny1 aminireo voalaza teny ambony fa nitsotra ko le ramose fa azonody mpiasa sady tsy tsara akory fa sondenda b ny tena mo vevavy miasa ny rs atao ihany fa le filana mitsy no ao aminilay lelahy e

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: votavo
Date: 19 janvier 2018 - 14:28

tsy haiko loatra ana eto na any @ rubrique hafa no tokony itantarako an ity zavatra iainako ity :marihiko aloha fa vhv tsy manambady aho fa tena roboka t@ olona izay noeveriko fa tsy hirobohana mihitsy satria dia ny vadin'ny raavaviko ihany no nahalatsaka ahy.lehilahy tsy dia mampiraika izay ny vadiny , mahakamo be aza indraindray fa ohatrany bonaika vendrana zay , nisy fotoana anefa nisy fivoriam-pianakaviana ka tafaraka izahay , nisangisangy sy nifanao vazivazy teo ary tsy fantatra fa lasa hoazy ny oroka nataony ahy ,tezitra aho no sady nanosika azy .tsy nisy tohiny avy teo fa samy nandeha t@ izay nalehany .
nisy indray ny fihaonana ny manarak 'io fa mbola nisy fety niarahana indray moa : tsy dia nisangisangy sahala t@ teo aloha fa samy somary nakanaka distance , na dia nifangalampijery teny aza.nilalao sy nikorana ny rehetra no nihaona teo @ lalantsara izahay ,izaho hoany @ WC izy avy tany no nifanojo ny masonay : nanatona ahy izy dia nanoroka ahy , tsy nandà intsony aho : toa sady mapitahotra , no mahafinaritra , no hafahafa ...tsy hita izay hilazana azy !
nanomboka teo dia niaraka izahay , nifanao fotoana indraindray refa samy manina ,miaraka toy ny mpifankatia rehetra , mifankatia toy ny mpifankatia rehetra ,manao toy ny mpifankatia rehetra , saingy angamba noho ilay izy afenimpenina fa tena mahafinaritra .angamba , mety hoe mahay mampirevy lery , tsy haiko loatra.
inona no ifandraisan'izany @ ity lohahevitra ity ?
tsotra : rehefa nataoko ny fandinihana dia na teo aza ny fahataitairana fotsiny sy ny fahadalana , dia ny tsy fahampiann'ny rs ao an-trano no mahatonga azy hiaraka tamiko . marina ireo voalaza ny @ rubrique hafa hoe : mitaraina fa reraka lava , tsy misy envie ... ilay rahavaviko ary misy fotoana hono ry zareo tsy misy rs afatsy isam-bolana.misy fotoana anefa rehefa tafaraka izahay roa dia mahavita in -4 izy ao anatin'ny fotoana iarahanay.
amiko raha voakojakoja tsara ny firaisan ny mpivady dia tsy misy tokony hampivoaka ny lhl any ivelany

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: RS
Date: 23 janvier 2018 - 15:52

Io na hanao RS isanan'andro ary rehefa te hiodina izy dia mihodina; zaza 7 tsy mahafehy trano. Avoaka daholo izao raison rehetra izao hanaovana ditra.

Mitodika manokana amin'i voatavo aho eto, tsy hitsara izay ataonao fa anao irery izany. Fa sur ve ianao fa marina izay voalazan'ilay bandy? Matetika manko ny lehilahy manambady manaratsy ny vadiny any amin'ny sipany, juste pour @#$%&.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: hahahahahahahahaha
Date: 31 janvier 2018 - 16:04

Mampandro sy manala ny bakirarony? Ataovy sérieux.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: bandy mpamaky
Date: 01 février 2018 - 08:43

votavo > ô ry votavo a! Bandy aho no manoratra aminao, ary tsoriko fa bandy manambady mpiodina

ny teniko aminao dia tsotra : ny bandy manambady izay miodina dia manaratsy ny vadiny any amin'ny sipany foana. Tsy voatery ho marina ireny belazao momba ny vadiny tantarainy ireny, fa hoentina hil*l*na anao fotsiny, hiala vola eny tsaralalana aza ve atao dia io misy f**y gratuit dia holavina ? Mody lazainy fa tsy ampy RS @ vadiny izy (sur ve ianao fa marina izany), fika azahoany ny f**inao fotsiny izany

dia ataovy ao antsainao koa fa tsy ianao irery no sipany, fa misy hafa any fa tsy fantatrao fotsiny

de any andro any ho fantatrao eny ihany le sipany hafa (ankoatry ny vadiny) dia lazaiko aminao fa aratsiany eo imasonao koa io sipany io hi hi hi hi

ary ny tena mampihomehy, raha fantatr'io sipany io fa ianao koa sipany, dia ianao io aratsiany any @ sipany any

de raha indray andro any, ho fantatry ny rahavavinao fa miodina aminao ny vadiny, dia ianao indray no ho aratsiany any @ vadiny. Hamoronany abobo ianao any @ vadiny : lazainy fa ianao no nampiresaka azy, lazainy fa tsy ampy RS ianao dia mitady, lazainy fa tsy ampy vola ianao etc etc etc...

ha ha ha izany no fomban'ny bandy e! izy mahavita in-4 aminao rehefa mihaona ianareo, fa lazaiko aminao fa mahavita in-6 @ vadiny izy fa ianao mora ampiresahina de mino tokoa ha ha ha

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: votavo
Date: 02 février 2018 - 08:47

marina daolo ireo voalazanareo eo ambony , tsy misy hokianina ary tena deraiko ianareo lehilahy maranitsaina ireo
ny zvtr tokony jerenareo anefa de zao :
1- raavaviko ny vadiny
2- aleo jerena mivadika ary ny olana : maavita in-4 zay refa miaraka de lasa in-1 isam-bolana izy mivady no misy rs

anareo no mandinika .....

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: bandy mpamaky
Date: 02 février 2018 - 10:43

votavo > de ahoana moa no ahalalanao fa indray isambolana izy sy ny vadiny no manao RS ? miaramatory amin'izy mivady angaha ianao, sa asianao camera ao amin'ny trano fatoriany, sa misy compteur ny bobotan'i leiry hi hi hi

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: votavo
Date: 02 février 2018 - 13:17

mbola fijery maafinaritra ahy koa io lazainao io ry bandy
tena tsy miara matory amindry zareo toko za : fa anga mo refefa hoe miara matory de manao ??

asiana camera ao amin'ny trano fatoriana : fa anga mo ao iany no toerana fanaovana ?

tsy haiko aloha ny lehilahy sasany fa raha isaina de in-3 na 4 eo ho eo zay no miaraka isam-bolana : mahavita in 3 na in 4 isaky n mihaona (samy mankafy zay :hihihihi)

fa ny tena olana d zao tsy rarahiko ange izay firaisan izy mivady any ary tsy idirako , fa ny anay no fantatro.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: bandy mpamaky
Date: 02 février 2018 - 13:54

votavo > le affirmation nataonao io ambony io milaza fa "indray isambolana izy mivady no manao" no tiako ho tenenina hoe, ahoana no porofo hanamarinanao an'izany smiling smiley

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: band zan
Date: 02 février 2018 - 15:54

mamaky an tony zvtra eto ambony tony d maita tantara mtovy @ zany eny @ fiaraamonina eny , indr11 fotsiny ko no mifamadika ny tantara oe ny vadin zokilahy jokoin'i zandry tslem ao .indr11 mifampteraka ao miisty !


mifanaraha tsara fotsiny nareo mraavavy e !
ny tsara d atao ny emploi du temps oe : latsinainy sy zoma an zandry de larobi an zoky
d mba toano yaourt lery e!

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Tena gaga
Date: 02 février 2018 - 19:40

Votavo >>mba asio lanjany ihany ny vatana fa vadin-drahavavy ve no ampirafesanao? ?

Tena efa takon'n'y resaka sexe fotsiny ny mahaolona anao, ary double trahison ny ataonao, angaha dia Tena ankahalanao mafy mihitsy ilay rahavavinao e?

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: jorotsar
Date: 04 février 2018 - 15:39

Efa noresahiko any @ sujet hafa ihany izy ity fa misy resaka sexualité le izy de averiko eto. Za lehlah
Zay ndray le tsiron'ny fiarahan olondroa mintsn no tena tsy misy amiko sy madama- 5ans de mariage fa tena efa tsy misy varany maha pivady. Zany ny tena hoe otran condamné hiara miray tafo fotsiny de zay !! Milaza fa reraka ny avy miasa foana de kizitina be mangidy tarehy be foana na mba hitsikiana sy hisangiana ary de ehe ehe. Izy kou mou efa zokiko be ihany de mety zay koa ngamb ny antony. Nefa mba ataok daolo ze mety hanaitra azy sy mba hampatsiro le fitiavana fa ehehe ts mandaitra e! de leo za de lasa mitsiry ny hevitra hoe aleo hameno ny banga eny ankafa fa tsy tafa ty. Lasa tsy misy tsirony la vie de tsy milay. Za manko tena mb te hiaina zany we vie romantiqu zany foana, otrany le mpisipa vao reny. Ny calin, ny petite complicité, ny sortie evasive kel romantique reny, ny sex torrid sy glamour(tiko be io) sns... Fa tena décidé za @ zay plan-ko zay fa otran resy be za kou/ hztmmilio5arobazgmail.com ho an ze intéressée hi-fameno ny banga tena partant mintsn za fa ti fiainana ty mba mila tsirony ihany ndraindray/na miresadresak manal azy fotsiny arany d efa mba hafa mintsn zay

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: votavo
Date: 05 février 2018 - 11:21

jorotsar > aleo fa andefasako mail ianao, efa tsy ampy ahy intsony mantsy le zaodahiko ato

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: jorotsar
Date: 05 février 2018 - 21:34

votavo> ztmmilio5arobazgmail.com : io le contact fa diso le mail voasoratra teo aloh, vraiement desole ;)

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Nisii
Date: 06 février 2018 - 11:16

ahahahaha

tapa-tsinay aho namaky an'ity ka !!! FBI sy votavo smiling smiley smiling smiley

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: vehivavy
Date: 09 février 2018 - 10:58

mampiresaka koa ilay voatavo ty!!

fanontaniana fa maninona voatavo tsy manao sipa sa tsy mahita lhl afa-tsy io!

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: votavo
Date: 12 février 2018 - 10:41

zao ndray vo tafaverina kely eto
maafinaritra ny mahita ny comment anareo
jorotsar : ts hamaly ma il anao za : ko rats vendrana za ko : avelao io votavo hafa² io no hiarak aminao any !hihihi

ny tiko tenenina amiareo eto d zao : oatrany mifampisarik zany fotsin zay : iz mety oe ti ana mo za ko lasa taraiky taminy , ts manantena na mieritreritr ny hanambady az za!
tsy misy resaka oe fankahalana rahavavy io na oe ts misy lhl hafa mikôty na hoe ts manana sipa za : fa ny izy de hoe samy finaritra zahay refa tafaraka
mety oe resaka rs fotsiny , ts maninon zany fa zah manokana alo d tiko b n manao aminy mo iz ko ti manao amiko ,de zay !

t@ herinandro teo zao in-1 fotsin zay no tafaraka fa tena nanao ze tratra tao mits !

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: IRINA
Date: 12 février 2018 - 13:26

Latsaka be aho mamaky ilay zavatra soratanareo ato.Rehefa te hampirafy fotsiny dia mampirafesa fa nahoana no manaratsy e???. Milaza fa tsy mahavita manao rs tsony ny ao an trano, sao dia tsy izy no tsy mahavita fa ianao de TDL be dia leo izy manao rs aminao?? Raha samy miasa kosa aloa dia miala tsiny fa tsy maintsy solafa no miaina eo. Iza tadiavinao sady efa mangan'ny asa sy ny fitaizana mbola hanasa lamba be eo koa??? Ny mampihomehy anie, ny karama kely mbola mi style hampirafy mizarazara vola koa. Avy eo raha fahafinaretana no tadiavina, asa saina no hita fa tsy fifaliana, mbola hahabevohoka zanak'olona koa en plus. Lazaina fa ny ao antrano be kizitina nefa vao treromin'ny sipa kely any, tsy mahakofoka. Efa jembin'ny f***y loatra dia tsy mahavita mandinika intsony.

Ry votavo moa d'efa maty heritreritra, na dia mamy toy ny ahoana aza ve ny hanao rs, dia vadin'avanao ihany no hiarahanao???, Nympho mihintsy ianao, tsy misy moral, dégoûtante.

Mampirafesa eo foana koh, ny olona efa lasa lavitra be ianao mbola variana @ Soa ny manan droa eny foana.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: minas
Date: 13 février 2018 - 15:26

mamaky an ty sujet ty zah de lasa saina iany :
ts maints betsak n mankaala eto fa ts olana zany. zah ko manko d f nis ftona niaraka t@ vadin zokiko vavy , tena nis rs miitsy
agamba le iz oe te hanandrana n an ny hafa , d le oe io no vadin zoky d tina andramana .tena marina oe manararôtra le lelahy fa angamba ko l iz oe angalangalarina ko no mampatsiro az.
eo ko le oe vadinjoky kilalaon-jandry

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: zandriii
Date: 13 février 2018 - 16:16

Tsy aiko hoe tsy tinareo angamba ny zokinareo matoa mioray amin'ny vadiny ianareo. Manan rahavavy aho fa tena tsy tiko ny handratra azy raha izaho manokana. Raha bandy avy niarahany izany tena tsy mandalo ao andohako hoe hiarahana.


DIa raha sendra tratran'ny zokinareo ve ianareo dia ahoana sa tsy iasana saina fa atao fotsiny ny firaisana aloha?

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: Mpizara lovia
Date: 13 février 2018 - 18:10

Sipa anankiray izay no nitantara indray andro :

Sendra nandalo tao an-tranony ny bandy ex-ny, rizareo efa tsy niaraka intsony efa 5 taona mahery ary nisaraka tsy niady ary samy efa manana ny sipany avy, dia niresaka tao. Niditra ny zandrin'ilay sipa vavy dia nandray anjara t@ ilay resaka koa; nony lasa ilay bandy dia niteny ilay zandrin'ilay sipa hoe "mba omeo ahy akia iny ex-ndry iny fa tiako ah !!!, omeo ahy ny contact-ny"
fa tena rangitra ilay zokiny hoe maharikoriko ahy raha miaraka @ ndry iny. Imagineko ny zavatra efa vitanay dia hieritreritra aho hoe hanao an'izany @ ndri koa izy, tena tsy tafa fa raha manadala an'iny ndri de za no hiverina hiaraka aminy.

Lasa fimehezana ny anazy roa. Tsy sahy ihany ilay zandriny fa nandefitra

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: minas
Date: 14 février 2018 - 10:36

ts voatery hoe rahavavy iany fa azo apetraka @ rehetra mihitsy io fanontaniana io ka :
inona no ataonareo ra tratran le ramatoa tompombady isika mangalapinana reto?
enao mangalatra an le bandy ni-flirt taminao teny an-dalana , tato @ net ,tany am-pengonana, tany am-pesana , ....

refa mangalatra alo d mitovy daolo na mangalatra ariary na mangalatra miliara ary mitovy na n mangalatra n an havana na n mangalatra n an ts havana

misy foana n arrière pensée na oe ol ts mis ifandraisana ary no anaovana fanalàna hidihidy na n eo ambany maso eo no ampesaina fa refa oe atao io d atao e.

za manokana alo tsy hitako ze mahasamy hafa amiko sy ireo maka fafiny any ivelan ny trano any !

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: koki2
Date: 14 février 2018 - 15:10

fa tena mbola misy tokoa ve zany hoe lehilahy tena hendry zany e ?? reraka b aho namaky ilay izy, tsitako zay tsy hamonoina tena mba hahitany ny tena ANJELY MAINTY !

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: hi hi hi
Date: 14 février 2018 - 15:20

koki2 > Jesôsy tena hendry, tsy nanao mihitsy tety antany smiling smiley

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: band zan
Date: 15 février 2018 - 10:59

fa inona ho a zany hoe lelah hendry e ?
lehilahy azon ny vehivavy vadiny anaovana izay tiany hatao sy ampanaovina izay rehetra tian'ilay vehivavy ve , no sady rehefa azo baikona hatramin'ny fananahiny ka rehefa hoe tiana hiakatra i balita dia miakatra ary rehefa reraka kosa i madama dia midina mipetraka soamantsara miandry ery an-tongompandriana ery ?
azo baikona koa izy hoe manao impito isika androany alina ka isaky ny 40mn vao lasa ny azy ?
eo koa ny hoe afaka mamantatra tsara ny ao an-tsain'ilay vehivavy vadiny ka vao mijery azy dia mahita hoe misy olana ka tsy tokony hanao firaisana androany ?

fa na eo aza izany dia lehilahy manana ny hazondamosiny sy ny mahaizy azy , manana ny heviny kanefa azon'ny vadiny programmer-na no sady hampidirana programme tsara !

ny tsara hoanareo vehivavy dia tsy ny vadinareo no anontaniana an'ireo fa ny anadahinareo fa ho hitanareo tsara ny valiny laugh

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: manitra102
Date: 15 février 2018 - 15:49

bandy zah : io ndray d samy manana ny famaritany ny atao hoe "hendy" sy "fahendrena" e. Izany no nahatonga ny taranja filôzôfia, ka tsisy na 1 aza afaka hametra hoe otry ny inn zany fahendrena zany.
Ny resaka eto d hoe lehilahy mampirafy. Voacabulaire fotsn ilay hoe "hendry" ny lehilahy tsy mampirafy, fa tsy azo raisina an-tendrony.
Raha ho ahy ny atao hoe lehilahy hendry dia lehilahy mitana ny teny nomeny, ary mahay manapa-kevitra ny hiova rehefa hita fa nanao ny tsy tokony natao.
Izany resaka oe baikobaikoina, programmer-na sns...pfff....mbola niveau ambany be am resaka fifanajana sy fiaraha-miaina zany. Kely sy bitika zany eo anatrehan'ny halehiben'izany hoe fitiavana sy fanorenana ny ho avy.
;)

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY HAHATONGA NY LEHILAHY HAPIRAFY
Par: band zan
Date: 16 février 2018 - 15:26

izaho io de avy nanao be t@ sipako ary tena nataotaoko mihitsy ary hitako fa tsy mety le izy rehefa vita ny nataoko taminy ka nijoro t@ hazondamosiko aho (na de reraka be aza) ary nofafako ny mahalehilahy ahy ary tonga dia nanapakevitra teo no eo aho fa tsy mety ny nataoko ka tokony ialana ary nialako avy hatrany le jôba !!!

hendry be ve zah zany ????

marina fa solafaka aho teo ampidirana ny sambra nalehanay fa tafarina ihany e !

raha ohatra mantsy ka ny atao hoe : "tsy mampirafy" na "monogame" na "fidèle comme un chien" no atao hoe hendry dia na eo analakely aza ianao no mitady de tena betsaka tokoa !
saingy rehefa ho hitanao indray ry zalahy ireo dia hitady critères hafa indray ianao hametrahana azy tsy ho hendry !

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg