Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: mmekely
Date: 29 décembre 2017 - 07:40

gratte otran'ny tsisy an, mifanojo fotsiny ilay maso tonga dia ndao!

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: Vakio tsara
Date: 29 décembre 2017 - 14:30

Ny vehivavy dia mora azon ny fakampanahy raha tsy ampy fitiavana, sy mijaly.Toa anao lehilahy ihany
Fa ny vhv tsy hampirafirafy fahatany fa matoa izy miditra amin izany dia manao izany ny vadiny, na mijaly sy voafatotra tafahoatra,ambaniana sns

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: LITTLE THINGS
Date: 29 décembre 2017 - 17:21

Ny fanontaniana tena tsara apetraka ngamba de oe fa manin ny vhv no tsy mampirafy ny vadiny ?
Oh oe Ny ahy de fanajako ny tenako Ny teniko Satria za leony toetrany lhl izay fantako de tsy te iaraka aminy lhl sns sns eee

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: zakouh
Date: 02 janvier 2018 - 11:24

LITTLE THINGS< marina ny anao, aleo mitsy tsy mampirafy fa ny lhl @ zao otrany sy matotra2 zany daholo, aleo ny eo an-tanana no atsaraina rehefa nekena! resa-boudi ve? sshh mitovy fona io, matoa izay ny vhv mampirafy efa resaka sentiment niogotra tany @ vadiny tany mitsy no omeny lhl hafa!

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: za ko
Date: 09 janvier 2018 - 09:11

Za koa de tsy te hampirafy ny vadiko izany,
ny antony indray de kamo be a fa sur fa tsy mahafampo eny ampandriana ny hankamaroan'ny bandy fa mandoto fika fotsiny!
Ianao fotsn no lany andro sy mitaintaina sao tratra eo!
Aleo Ramose no karakaraina fa izy mba efa hay oe manao aôna eny ampandriana.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: $ongomby
Date: 09 janvier 2018 - 09:15

Na lahy io na vavy, aretin'andoha tadiavina zany fampirafesana zany e. Ny vola lany, ny aretina tsy hay intsony, miampy ny fitaintainana sao tratra. Ny fahafaham-baràka manginy fotsiny. Tsy hitako mihitsy ze positif @ le izy na ny kodiny aza.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: taitaitra
Date: 09 janvier 2018 - 10:11

Manaitaitra amboalohany fotsny io , fa refa tonga ao afaka 1mois ra betsaka , elà ndray no leo , mitady fika lava ialana bala , tsy mande hoazy @zao ny sipa fa mitady plus isan'andro , refa zatra zay izy , mila vaniny... mlay ee! ra azonlà akifika ndray2 v mou izy maninona , ilainy vaniny elà refa miala2 pa @ny zay , misy sipa mazaka alou , fa tsy hay ra tsy refa tafiditra ao , interet fôna e

Options: Répondre
Re:
Par: Radama III
Date: 10 janvier 2018 - 06:27

Mampirafy foana ny vehivavy rehefa sendra ny manaitra azy sy manampy ireo critéres tsy fenon'ny ao antrano.
+ tanjaka
- vola
- bika sy endrika
Raha vao au moins tsy manana ny roa amin'ireo dia veloma. Manao izy

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: zakouh
Date: 10 janvier 2018 - 16:46

Vola, bika sy endrika? tsss in-1 mande ngah de oui, ny bandy @ voalohany fotsiny mody mipotsaka fa rehefa mandeha in-2 in-3 sns...madity thaiii miala ilany foana donc aleo tsy misy raha bandy sipaina zany raha tsy hoe angaha atao contrat mitsy hoe mila mandrotsaka vola 1 million 500 aloha zay vo miaraka tsika isaky izay mahatsiaro ka tsy aleo tonga dia mijoro2 ery ... eny tsisy fitaintainana, milamina tsara ny saina na tonga dia manao escort girl

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: Hono oa
Date: 10 janvier 2018 - 19:06

Tsy izay efa zatra mihodina ihany ve moa no mampirafy Rehefa anaty tokantrano e?
Miankina be @ ny toetran'ny tsirairay sy ny fomba nitaizana, na ny fiainana izay niainan’ny olona iray t@ fahazazany mandra panambadiany izany rehetra izany

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: zao
Date: 12 janvier 2018 - 06:17

Vakio tsara
Date: 29 décembre 2017 - 14:30

Ny vehivavy dia mora azon ny fakampanahy raha tsy ampy fitiavana, sy mijaly.Toa anao lehilahy ihany
Fa ny vhv tsy hampirafirafy fahatany fa matoa izy miditra amin izany dia manao izany ny vadiny, na mijaly sy voafatotra tafahoatra,ambaniana sns
>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>>


FA ny vehivavy koa anefa mora matsiaro tsy ampy fitiavana sy mora mijaly. Tsy toa anay lehilahy mihitsy, efa savolaina any @ze naleha tany mbola mila mijoro mihatrika tsis mivakiloha eo fa zay e,lehilahy ialahy dia mijoro.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: mandre
Date: 15 janvier 2018 - 13:24

arakaraka ny nitaizan'ny reniny azy no mahatonga ny vehivavy mampirafy e, lainga raha zanaka khôks no ho lasa fidèle zany satria efa rivotra hiainany teo anivon'ny fiainany zany.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: Vakio tsara
Date: 15 janvier 2018 - 18:01

Zao>> raha ny zavatra zakain'ny vhv renim-pianakaviana rehetra koa ve no ho tanisaina tsy ho feno ny pejy?? Raha resaka ara-batana(bevohoka,miteraka, mitaiza sns) dia efa tsy mitovy ny zakain'ny lahy sy vavy
Rehefa tsy hitia sy hikarakara ny vadinao ianao dia olona hafa no hanao izany eo @ toeranao...tadidio izay!
Ary rehefa vhv no mihodina dia Ny fo mitady ho latsaka tanteraka matetika

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: mpanjono vehivavy
Date: 16 janvier 2018 - 00:44

Tsy mitompo teny fantatra aho fa tsy vitsy ny vehivavy malagasy, manan-katao, manana asa stable, manana vady hendry, manana tokantrano milamina no tafaroboka farafahakeliny indray mandeha anaty fampirafesana :
- sipako taloha nihaona t@ internet, niaraka 2 taona teo ho eo, nanambady bandy hafa, nahavita nandà tsy handray ny appel-ko intsony; nifanena tampoka tao @ FB dia tafiaraka tamiko indray. Tsy te-hisaraka @ vadiny satria tiany ilay vadiny saingy mba te-hiala routine
- vehivavy maro manana pseudonyme sy sary fake ao @ site de rencontre ao, manandrakandrana hiresaka @ lehilahy mitsapa hoe ahoana izany miresaka en tout discretion @ lehilahy hafa izany, vokany, rehefa nahazo dokadoka, tambitamby dia nanapakevitra hihaona antsokosoko tamiko
- vehivavy iray manambady aman-janaka, manana ny asany manokatra fake adresse mail hifanoratana @ lehilahy, te-hahalala hoe inona no antony hampirafesan'ny lehilahy saingy nony nahafantatra dia niditra an-tsitrapo hihaona haka chambre ary nanao tamiko ary lasa zary fotoana ifanaovana isam-bolana mandeha chambre tapakandro maraina.

Lazaiko anareo fa rehefa sendra ny lehilahy manambady hafa ka mahay manambitamby, manaja, discret tsy mikasa handrava ny tokantranon'izy 2 tonta, à 75% tosika kely fotsiny dia tafaroboka ao.

Ny antony tsy hidirany @ io ? tahotra ny hivadihan'ilay lehilahy, tahotra ny ho amoureuse, tahotra ny hisy hahita fa raha tsy izany, minoa ahy fa lasa ao daholo.

Izaho tsy sangany @ fampirafesana fa niaina fampirafesana ary ny 99 isan-jaton'ny vehivavy niarahako dia vehivavy manambady daholo. Tsy voninahitra izany fa fampitandremana ho an'ny lehilahy indrindra indrindra; tsy hoe akoholahim-bohitra lisany dia tena mandravarava fa tadidio fa ny vehivavy koa mahavita saingy discrete be.

PS : ny vadiko koa dia efa nahavita nampirafy ahy saingy izaho niseho ho milay dia nandefitra, tsy sahy naninona satria nenjehin'ny eritreritro hoe hay koa moa izy ity mahavita ?

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: mmekely
Date: 16 janvier 2018 - 07:22

mpanjono vhv< ten marina voalazanao, thaiiB zany! ny ahy ny tena atahorako tsy dia idirako @ io ilay lasa amoureuse! tonga dia vita.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: zao
Date: 16 janvier 2018 - 08:36

Vakio tsara>>

zay ilay problem zay (na lahy io na vavy), ilay mihevitra ny tenany tena mizaka na mizaka kokoa noho ilay iray miaraka aminy. Vao une fois tafiditra @zay dia minoa ahy ianao fa tsy hisy mamiratra novina novina ny couple iray, na mety hamiratra @ ftona fohy dia miverina lahony sy monamonaina sy leo be ny habetsahan'ny fotoana hiarahana.

Tsarovy fa tsisy mahafa-po hoan'ny mpitaky izany rehefa takina ny zavatra iray. Andramo ange, matoa ianao hafapo dia avy am tenanao ilay nitaky ka nanaiky sy nandefitra izay mba vitan'ilay notakianao teo no nampangina anao. Raha ianao no manao dia izay ihany vao misy ny fahafaha-mpo, fa raha ny hafa no takianao dia tsy hitovy ny vitanao izany mihitsy no hovitany, donc na mihoatra no vitany na latsaka dia tsy hahafa-mpo anao zany afatsy ny hoe nanaiky sy nandefitra ianao. Hafa indray raha tsy nitaky ianao no nisy nanao izay mahafinaritra anao, iny tena hafa, ary iny no

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: zakonikoa
Date: 18 janvier 2018 - 10:38

mpanjono vehivavy< Marina ireo voalazanao ireo, za koa hatraminy nanambadiako dia napirafy fona, tena efa zatra, fa marihiko fa vevavy manambady daolo ireo!
ny antony hapirafesinireo ny vadiny dia maro, ao ny tsy ampy sexe, ao ny ampijaliana vadiny, ao ny taitrataitra fotsiny izao rehefa niresaka tamiko satria ny asako dia mifanersera @ olona maro.

marihiko fa ireo vevavy ireo dia olona tena manana maha izy azy, mananajanak, miasa, fa dia mafinaritra aminy zareo ny manao sipa ankaoatrany vadiny, ny mahafinaritra dia misy efa ho folo taona izao no nisipa tamiko, ary tsy mbola tratra mihitsy izahay, berf, izaho koa mba miezaka ho fidèle aminy zareo autant que possible

tsy hifanomezatsiny ilay izy fa safidy, ary olon-dehibe mifanraka, noho izany azo lazaina fa phenomène de société ihany izy ity satria marobe ny ftambazotra hifaneraseraina amin'izao fotoana, sns e

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: LITTLE THINGS
Date: 23 janvier 2018 - 10:26

Fa inn mo ny interet antsika vhv ampirafy e ? Mba tantarao ? Manala stress ? Mnala routine ? Za aloha mifona fa tsy vitako aloha zany atreto Marin toko le oe mataotra ny harary fo indray aho Mataotra ny alaelo ndray aho Mataotra ny ho amoureuse indray ka ho deception b eo !!!

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: DRAY
Date: 23 janvier 2018 - 11:46

Samy manao izay mampametimety azy e!le intérêt izany tsy marary fo intsony na miodina aza ny ao antrano!samy hifanaovana!fangah kosa moa raha mampirafy dia hijanona ela e!miezaka tsy ho amoureuse

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: Mandiniha
Date: 26 janvier 2018 - 11:56

Raha mbola misy tentative ho être de nouveau amoureuse izany dia tsy izy izany ilay efa ao an-trano ao, ny Tena fitiavana dia tokana eto ambonin'ny tany, tsy misy hoe amoureuse fanindroany fa na fahataitairana, na tena izy.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: ramah
Date: 27 janvier 2018 - 11:16

io zany ny 90% vehivevy dia resaka VOLA ihany vola hatrany

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: jorotsar
Date: 05 février 2018 - 10:14

Efa noresahiko ery @ sujet ny antony mahatonga ny lehilahy ampirafy izy ity. fa averiko resahana eto.
Zay ndray le tsiron'ny fiarahan olondroa mintsn no tena tsy misy amiko sy madama- 5ans de mariage fa tena efa tsy misy varany ny maha pivady. Zany ny tena hoe otran condamné hiara miray tafo fotsiny de zay !! Milaza fa reraka ny avy miasa foana de kizitina be mangidy tarehy be foana na mba hitsikiana sy hisangiana ary de ehe ehe. Izy kou mou efa zokiko be ihany de mety zay koa ngamb ny antony. Nefa mba ataok daolo ze mety hanaitra azy sy mba hampatsiro le fitiavana fa ehehe ts mandaitra e! de leo za de lasa mitsiry ny hevitra hoe aleo hameno ny banga eny ankafa fa tsy tafa ty. Lasa tsy misy tsirony la vie de tsy milay. Za manko tena mb te hiaina zany we vie romantiqu zany foana, otrany le mpisipa vao reny. Ny calin, ny petite complicité, ny sortie evasive kel romantique reny, ny sex torrid sy glamour(tiko be io) sns... Fa tena décidé za @ zay plan-ko zay fa otran resy be za kou/ hztmmilio5arobazgmail.com ho an ze intéressée hi-fameno ny banga tena partant mintsn za fa ti fiainana ty mba mila tsirony ihany ndraindray/na miresadresak manal azy fotsiny arany d efa mba hafa mintsn zay

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: martyr
Date: 09 février 2018 - 20:34

za zao vehivavy fa raha za no mampirafy dia tsotra ny antony , te hi venger ny vadiko aho satria izy dia miseho tsy tia vehivavy kanefa dia mampirafy be, io filazany tsy tia sy tsy mila vehivavy io no anakonany ny fampirafesany, ary io fitiavana manenjika vodim behivavy io dia efa nolovainy tamin ny rainy ary nampitain dadabe any,
za ndray de ra mampirafy de ataoko itany mihintsy fa manao za ary mahay ......saingy amin izao fotoana aloa isaorako ny tompo fa tsy mbola tafalatsaka tamin izany aho fa dia ny tokantranoko sy ny zanako no vaindohan draharaha

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: IRINA
Date: 12 février 2018 - 14:38

Mampirafy izy rehefa mba te hiala kely @ lay routine loatra. Mba miala kely @ lay Rs 5 minutes dia vita, lay zavatra natao taloha refa manao rs tsy natao intsony. Rehefa mba te hanadino kely ny asa isan'andro, ny factures mila payer na, ny fitaizana mandreraka, ny fahakizitinan'ilay ao antrano. Izy mila tambitamby, mila dokafana ,mila hampiomehezina, mila mahatsiaro fa mbola mba tiana fa tsy natao hanompo ny ao antrano fotsiny. Tsy misy resaka hoe handao vady aman janaka eto akory dia hanaraka lhl hafa indray. Extra kely fotsiny hi recharger na batterie.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: Maholy
Date: 20 février 2018 - 15:46

Mapirafy ny vevavy refa ampirfesiny lehilahy izy e!

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: kalapiota
Date: 21 février 2018 - 20:02

aleo koa mba mahita bobota maromaro, fa fainana mandalo ity ve ka ho faty amin'ny bobota iray, sady amin'io bobota mbola hitambarana amin'ny @#$%& bedabe tsssss... ko raha tsy paiso ko

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: ravonjison
Date: 23 février 2018 - 09:36

Voalazan´i Kalapiota teo: "...aleo koa mba mahita bobota maromaro, fa fainana mandalo ity ve ka ho faty amin'ny bobota iray, sady amin'io bobota mbola hitambarana amin'ny @#$%& bedabe tsssss... ko raha tsy paiso ko..."

Tsy voangaly akory ka ho faty amin´ny hazo tokana hihihi.

Options: Répondre
Re: IREO ANTONY AHATONGA NY VHV HAMPIRAFY
Par: Hihihihi
Date: 23 février 2018 - 12:43

Tena izany tokoa ve ny antony ry kalapiota? Ha ha ha ha ny an'ny mpivaro-tena aza efa tsy fidiny mahita karazany maro isan'andro


Misy ihany, saingy vitsy angamba ny vehivavy mampirafy ka firaisana ara-nofo fotsiny no antony! !!!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg