Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 03 janvier 2018 - 13:59

je suis fière d'avoir un mari vaza qui me respecte, io mot "RESPECT" io tsy mi existe amin'ny lehilahy gasy

25% lehilahy gasy mampirafy, sy mamono vady
5% lehilahy gasy PD sy Jaombilo
45%lehilahy gasy chomeurs sy mahantra
20% mpangalatra, mpamono olona, mpikatramo, anatiny ny pasitera maka karaman'ny mpivavaka, le gasy koa dondrona dia manome

5% no mba tsara situation, ka aleo ihany vaza fa sady voahaja no mahazo fitiavana no tsy sahirana amambola victoire

victoirevictoireyeesyeesninninnin

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: limonade
Date: 03 janvier 2018 - 16:32

vadinavaza za >> dia iza amin'ireo karazana LHL notanisainao ireo no classe misy ny dadanao nahitanao masoandro? izay nihavianao?

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Hanitra!!
Date: 03 janvier 2018 - 17:40

Je suis très lucide concernant les hommes malgaches .j'en ai épousé un et je connais ses défauts. Et je suis fière de lui et de la plupart des maris de mes sœurs, de mes cousines ou de mes amies.
Par contre je méprise les pu... à vazaha. J'en vois quelques unes au bras de certains phénomènes, et croyez-moi, je suis loin de les envier. Je suppose que votre père, vos frères, votre famille ... font partie des 95% que vous citez, donc je ne m'étonne pas.

Chacun voit midi à sa porte chère vadim-bazaha.!!!

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: LITTLE THINGS
Date: 03 janvier 2018 - 21:20

aza omena tsiny izy ra mitanisa ireo Tsy fantako aloa zay oe lhl vaza rht v ni respect toko ?? Fa za maita lhl maro eto Mada tena tsy manaja vady Ao ko ny tsy mahay mitia ny vadiny Eto amitsika ko otrany tsy tapaka tadi-poatra tsara v ny ankabeazany lhl

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: manitra102
Date: 04 janvier 2018 - 09:05

Raha vao sujet misy statistika tsy fanta-pihaviana sy maniratsira foko na firazanana dia mampanotany tena hoe équilibrée tsara ve ny mpamorona azy sa oe aaaa, lol.
Na te hi-provoquer ny tompona sujet, na hi se justifier @ maha entam-bazaha azy, na koa sendran'ny vintan-dratsy ka tsy mahalala afa-tsy ny lhl gasy fatritrany sy jiolahy.
Na gazy na vazaha na zapôné na afrikana dia misy foana ny ratsy sy ny tsara. Tsy terana enao hanambady ny ratsy taiza sy ny mahantra ary ny tsisy saina, fa safidinao io. Raha diso safidy enao afaka misaraka, ka inona ny itabatabana aty am forum oe tsy faka vady e, wawawa?
Fa ny vhv gasy nga moa ranona tonga lafatra a? misy firifiry ny tia kely, mpangala-tety, be fosafosa, mpialona sy mpanao ody fitia, kamo sy be aingitraingitra, manompo vola ka tsy menatra mamelatra am'zay mahatolototra. Tsisy nanao sondage moa ka tsy afaka ny hamoaka %age foromporonina fa zavatra hita any @ fiaraha-monina zany.
Kanefa toa vitsy ny bandy teto am moov no nivoady tsy hanambady gasy an!
Donc mihevera tena fa mila akarina iany ilay niveau d'analyse ooo
Vhv no manoratra, manambady gasy et fière de son choix smiling smiley

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: belapine
Date: 04 janvier 2018 - 15:04

tonga de hitabe fa belapin nanova pseudo le nanokatra sujet hi hi hi

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: d'orizina
Date: 05 janvier 2018 - 08:06

dia izay dia rangitra daholo, mampiseho ny maha izy amin 'izay koa ny sasany miseho hendry be eo hihihi
marina ny an'i manitra 102

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 05 janvier 2018 - 09:39

et 80% des jeunes filles malagasy ne rêvent que de quitter madagascar au bras d'un vaza, ou bien marier à un vaza et rester au pays c'est pareil, preuve que ça n’intéresse plus personne les lehilahy gasy fa ratsy toetra loatra

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: ravonjison
Date: 05 janvier 2018 - 15:35

Manahoana an, analyse izy , ka hilaza ny heviny koa izahay ( lehilahy no manoratra )
Marina ny voalazan´i manitra102 hoe tokony hoaseho eo koa ny source n´ilay statistique,mba manankery tsara izy amin´izay. Raha tsy izany mantsy afaka mamorona isa eto dahpolo ny rehetra.
Ny fantatro sy hitako aloha dia ny 90-95% ny gasy dia mahantra ( azo hamarinina io isa io), ka ilay 5% manana situation tsara lazain´i Vadinavaza za dia mifanaraka amin´io tsara. Izany dia mifanaraka tsara amin´ny zavatra hitako maso eo amin´ny fianakaviana sy fiarahamonina koa : toaka, sigara, fampirafesana..ireo dia toa efa mahazatra.
Raha fintinina dia azo lazaina fa mivarilavo ny lehilahy gasy noho ny fahantrana sy izy fery fanantenana....Mavesatra ny adidy omena azy nefa ny zavamisy tsy mamela azy hanatanteraka izany.
Ao anatin´izany olana izany koa ny vehivavy, noho izy efa zatra sy tafiditra ao anatin´ilay " cercle vicieu" anefa dia toa raisiny ho zavatra efa mahazatra io lehilahy gasy mivarilavo io, ary lasa " norme " koa ilay io. Ka raha vao misy olona milaza na manao fanamarihana mikasika an´io, dia iny olona iny indray no henjehiny.

Ny mahagaga anefa, ireo lehilahy gasy mipetraha any ivelany, na manambady vazaha izy na manambady gasy , dia anisan´ny antokon´olona tena tsy misy olana indrindra, manana moraly any am-piasana sns, mbola mahavita mandefa vola hoan´ny havany any Mada.Otran´ny afaka hoazy ireo toetra ratsy voazala etsy ambony. Ny azoko tsoahina amin´ izany dia : tsy ny lehilahy gasy mihisy no olana , fa ilay rivotra iainana ao Mada mihitsy no manenpotra.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 06 janvier 2018 - 10:12

ravonjison
tsy misy source hoe avy any amin'ny ministère de la population vao afaka manome hevitra, fa za mba nitety an'i madagasikara dia nahita maso ary nanao calcul. Ary isamponkontany mihitsy ny cas hitako aza, hatrany amabanivolo ka hatrany amin'ny ville.

ny mahagaga anie dia hoe mahantra hono ny gasy, nefa ny lehilahy mampirafy, sa ilay vadikely tsy velomina fa miaraka fotsiny?
Tsy excuse koa ny hoe problème sociétal dia mapirafy no solution voalohany hita
Ny fanambadiana koa dia rehefa tafiditra ao vao mifankahita toetra fa tsy hoe ratsy safidy ohatran'ny hevitry ny sasany eto, nifankatia tsara tamin'ny nifapisipa satria mbola tsy niray trano, fa rehefa tafiditra amin'ny fanambadiana ny lehilahy gasy vao mivadika tsotra izao

manitra102
jalouse, ah ah ah!inona no maha fière anao manambady gasy io ary? Ny ahy efa nomeko etsy ambony ny ohatra vitsivisty ary ny anao mba inona? Samy misy ratsy hoy enao fa ny comparaison nataoko dia hitako mazava tsara ny difference entre lehilahy gasy sy vaza, vaza tsara foana rehefa mifankatia nareo roa

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Hanitra!!
Date: 06 janvier 2018 - 11:28

Remarque: c'est à dessein que j'écris en français pour que notre "vadinavaza za" ne croie pas que je ne connais pas les français, que je ne côtoie pas les étrangers. Chère VADIM-BAZAHA ( na ny manoratra @ teny malagasy aza tsy hainao!), je répète que tout est question de milieu. Il est clair que les hommes que vous avez côtoyer correspondent à l'image que vous donnez : dans votre milieu ( père, frères, amis, famille...) les hommes sont adultères, violents, menteurs, voleurs, homosexuels, gigolos, chômeurs, paresseux... Je veux bien vous croire, c'est votre expérience, vous n'invente rien! hélas pour vous!!! Moi je voudrais savoir quel type de femme vous êtes. Vous êtes sûre que vous méritez un autre type de mari?
Vous avez trouvé un vazaha; bravo! Avo ny lanitra ka tsy takatrao!
Moi, les femmes malgaches qui me sont proches, nous n'avons pas eu besoin de faire la chasse aux vazaha, nous avons des maris malgaches dont nous sommes fières et qui nous rendent heureuses.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Conseil kely
Date: 06 janvier 2018 - 11:41

Marina fa mi compte daholo ny culture, ny milieu social, ny éducation nitaizaina olona iray fa tsy voatery kosa hoe rehefa vazaha dia tsara daholo na rehefa gasy dia ratsy.

Hadihadiho tsara izay ho vadiana na lahy ianao na vavy fa tsy vitan'ny iray andro ny fanambadiana
Rehefa mifanaraka ny fo sy ny saina dia afaka miara-miady @fiainana fa tsy ny nationalité no mampaharitra ny fanambadiana

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 07 janvier 2018 - 08:42

Conseil kely

tsy resaka nationalité fa resaka karazana, misy lehilahy gasy nationalité vaza manaja sy tia ny vadiny gasy, izay koa no tena mahagaga hoe rehefa miala any mada ny gasy dia lasa tsara fanahy daholo

Hanitra!!
tsara rehefa sambatra enao, fa aza jalouse, vaza tsara ary manaja sy manome fitiavana, averiko indray inona ny fierté omen'i vadinao anao? hevitra ampiadivina fa tsy fialonana foana

5% ihany ny lehilahy gasy tsara situation sy tsara fanahy, tafiditra amin'io ve vadinao, raha eny dia hazavao hoe inona no mahatafiditra azy ao?

averiko, vaza manaja, manome fitiavana ny vadiny, tsy manitsakitsaka, tsy ampidiriko ny critères vola sy fananana fa manjary manafintohina anao

ilay hoe manao la chasse dia tafiditra anaty terme "safidy" mazava ho azy fa tsy vady atolotra, ny anao angamba natolotra tsy nisafidianana fa tsara chance enao nahazo lehilahy tsara aminao fa tsy resaka fitiavana

fanambadiana rehefa tafiditra ao vao mahita ny tsara sy ny ratsy, fa tsy hoe nisafidy dahalo ho vadina daholo ireo vehivavy gasy mijaly arampanambadiana, fa ny toetsaina lehilahy gasy no biby, je t'aime je t'aime alohan'ny mariage daholo

isaina amin'ny rantsantongotra ny lehilahy gasy tsy mampirafy amin'izao fotoana, mampijaly vady sy mamono vady, ka izay no hilazako hoe vaza tsara rehefa mifankatia

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Hanitra!!
Date: 07 janvier 2018 - 12:15

Rehefa mahita ny "vazaha lahy" mifampisamkambona @ tovovavy gasy sasany aho, tena tsy hitako mihitsy izay aha-"jalouse" aho!!! ha! ha! Misy mihitsy mihevitra fa fanamperana ny vadiny satria vazaha! Ary misy matahotra tokoa raha vao mahita zazavavy 16/18 ans !!! ha! ha! Sao taitaitra i vady vazaha! ha! ha! Avo ny lanitra ka tsy takatrao ê! ha! ha!

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Conseil kely
Date: 07 janvier 2018 - 20:29

Na karazana na nationalité sns, olombelona avant tout no vadiana

Fitiavana no antony anambadiana ka rehefa raisons hafa ankoatr'izay dia samia mieritreritra

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Izay ra fiainana
Date: 08 janvier 2018 - 09:26

Aza dia miaka pofona daholo e.

Ny fiainana mihintsiny no mampiova ny fisainan'ny olombelona.

Tadidio fa fa raha mbola eto Madagasikara, dia mafy ny fiainana.

Rehefa any amin'ny tanin'ny atao hoe vazaha, dia miadakadana na tena miadana.

Fadio ny manao generalité hoe ratsy daholo ny lehilahy gasy. Ary ny vazaha rehetra tsy

voatery milay daholo.

Rehefa maharitra ny hoe "Pour le meilleur et pour le pire", dia izay no izy.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: manitra102
Date: 08 janvier 2018 - 12:01

ô ry vadim-bazaha a, aiza ho aiza @ zavatra nosoratako ny hoe jalouse azafady? na izay voalazan'i hanitraihany koa, tsy hitako izay resaka jalousie.
Rehefa sambatra sy miadana am-panambadiana dia tsy misy antony hi-argumenter-na na hi-se justifier-na. Miezaka hikolokolo ilay fitiavana pour que cela dure le plus logntemps possible.
Tsy milay daholo izany ny vazaha ary tsy ratsy izany ny 95% n'ny gasy. Jerevo ny tayx de divorce any Europe na USA dia tokony ho takatrao fa tsy fidèle foana izany ny vazaha.
Tant mieux rehefa nahita ilay vazaha mahasambatra anao enao, savourer-o ny hasambaranao dia avelao ny hafa hiaina ny azy.
Marina be ny voalazan'i conseil io ambony io smiling smiley

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: $ongomby
Date: 08 janvier 2018 - 16:55

Aleo iteny irery eto @ zay io vadimbazà io fa efa aretin-tsaina ny azy e. Be sperme be ngamba le vazaha de tonga hatrany @ atidoha. Efa hita fa makôssa ko mbola miala bala eo ihany.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 08 janvier 2018 - 18:59

vaza tsara eh!!!! lehilahy gasy nul sady ratsy tarehy no ratsy toetra nefa mahantra velona tsy mahavelona vady amanjanaka akory, misy gasy mikarama 1000€ angaha any? karaman'ny ouvrier sy olontsotra fotsiny io fa mbola tsy an'ny fonksionera sy ingénieur vaza akory, vaza ihany no mety atao vady

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 08 janvier 2018 - 19:02

betsaka vadimbaza ato zany

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Dual core
Date: 08 janvier 2018 - 21:12

Izaho izao bandy gasy manambady sipa gasy, fa gaga mihitsy aho mahita ireto vazaha tsy mahay miaina mikôty ny vadiko nefa efa fantatra izao fa mariée ilay vadiko.heverin-drizalahy ohatr'ireny sipa môlamôla ireny daholo angamba ny sipa gasy ka tsy tahotra tsy henatra dia midrague eo imasoko eo ireo obsédé vazaha mpanao tourisme sexuel.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: olona efa matotra
Date: 09 janvier 2018 - 02:24

Vadina vaza,
Miala tsiny aho raha manitsy kely ilay sujet nao hoe :tsy fanambady ny lehilahy gasy. Ny olana tonga dia hita izany ilay "généralisation" ataonao @ lhl gasy satria rehefa mety lhl gasy izany dia tsy manaja vady daholo ?
Tsy voatery ho izay daholo !
Lehilahy aho no manoratra ary fantatro tsara ny olana @ fampirafesana, ny mentalité, ny irresponsabilité, ny fahantrana ara moraly, sy toekarena. Lasa hoe ohatran'ny fomba amam-panao ny miodina, manitsakitsaka fanambadiana, indrisy !
-Fa na izany aza tsy azo généralisé -n'a.
Ny cas tsika izao mifanohitra na dia d'accord aminao aho @ la resaka respect.
Izaho indray lhl gasy efa 32taona nipetrahana an -dafy. Nisaraka t@ vadiko gasy aho au bout de 20taona de mariage, tsy resaka adultère no nisarahana, de toute façon tsy resaka fijangajangana izany fa zavatra tsy fitovian -kevitra. Fa Izaho indray personnellement lay resaka vazah ity tsy misy dikany raha io no hakana référence, ohatran'ny hoe olona voan'ny fanjanahan -tsaina izany.
Ny olombelona mitovy daholo araky ny filazan'ny namana eo ambony misy ratsy sy tsara fa tsy azo généralisé na. Moi, personnellement les vazah vavy ne m'ont jamais attiré, sady ohatran'ny hoe mi se soumettre izany vao mety hahazo vodim -bazah izay noheverina fa tsy mi kk.
Pff, hafa ihany ny samy gasy, le reste c'est une question d'éducation. Depuis nahita sipa gasy sady mbola jeune, mandeha Mscar aho isan -taona. Marina fa mila protégé na ny olona iarahana, sady mandefa vola, misy projet de mariage, dia asaina mankaty France. En tant que prof sady entrepreneur tsisy olana amam-bola raha oharina @ vazah lany mofo betsaka aza, fa mazava ny resaka respect en amour, d'accord aho, fa efforts goavana mipetraka eo @ toe tsaina satria raha tsy mahay dia ny sipanao, ny olona ho vadianao no sovalian -dry zalahy satria lay mentalité efa lomorona manomboka any @ mpitondra, ny resaka moralité sy respect.
Ny tiako hamaranana ny teniko izany, tsy azo atao ny mi généralisé oe rehefa lhl gasy dia ratsy daholo na ny any an-toerana na ireo mipetraka ivelany. Ilay toe -tsaina no mila fanamboarana ekena satria betsaka ny maltraitance, ny violences quelques soient leurs formes, ny fisotroan -taoka, sigara, sns... Même na an -dafy koa aza tsy paradisa satria 3 isan'andro ny vhv vazah matin'ny vono, ny adultères koa betsaka na dia tsy Lasa fomba amam-panao dy grave aza.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: olona efa matotra
Date: 09 janvier 2018 - 02:39

Vadina Vaza,
Tsy ny lhl gasy rehetra no nul, fa ton vazah de France ???raha mikarama 2880euros na ingénieur en France anie aza ne vaut pas grand-chose en France mais moyen , Tsy dia misy dikany, sa oe be balita koa.
Conseil :itony forum itony tsy atao hanaratsiana ny samy gasy mazava ???
Si vous avez vécu de mauvaise expérience avec un homme malgache. Ce n'est pas une raison de salir tous les malgaches surtout ceux qui sont issus de la bonne famille noble, etc...sûrement très peu, et ceux qui vivent vraiment dans la vie chrétienne avec jésus, très riches avec la bonne moralité !
Bon courage !

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Zàkely
Date: 09 janvier 2018 - 15:14

Zà somary kelikely fa rafotsy en forme tsara ary efa nikasitanana indroa, izy koa nanao haiady de ni-style fa fay ny farany. Nampitahoriko tanalahy sy fanday ary kadradraka isaky ny mitady hanenjana dia nanambitamby. Tsy maha ceinture noire anao ireo fa sady mitsaingoka no mamela trace dia nipirina. Aiza ve ry akama raha vao tara fodiana dia efa hoahoahoa! taiza taiza indray ianao???? taiza ny marina lazao???? fa tsy zakan'ny tsenany ilay niteny hoe avy niasa fa mandainga hono, nefa ny tary tsy misotro, tsy mifoka, fa tena nanàja. Izao aho izao raha vao mihodina any an'efitra hafa ka mitady hitabataba dia manantona ahy sady manambitamby hoe sao dia any ilay zavatra. HI3

Fiadina mahomby 99%.Milamina ny tsena.

Andramo dia ho hitanao.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: valiha
Date: 15 janvier 2018 - 16:15

ANAO VAIAVY KAMO MIASA D MITANVANDRA VOLAMBAZAHA
ZAY MAHAFEHY IZY.
ZAHAY MILAMINY @ VADINAY GASY ET J'EN SUIS FIERE
TON PERE ET TES FRERES FONT DES 95% DE CE QUE TU VIENS DE CITER
LECHE CU DE VAZA

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: bandy gasy fier
Date: 15 janvier 2018 - 22:56

Ho antsika rehetra mpanakiana an'i "vadinavaza za" : matoa izy mamoaka an'io statistique io dia efa nandalovany sy niarahany daholo ireo karazana lehilahy noresahany ireo kah. Statistique ange ka tsy mandainga eh. Tena nanao fikarohana kosa izy namoaka an'io kah.

Bonsansa ianao any fransa ry "vadinavaza za" marina mihitsy ilay tenin'i hanitra hoe ny milieu niainanao angamba no toy izany fa aza dia generaliser-na.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: oudry
Date: 18 janvier 2018 - 12:53

vadinavaza> nahoana no manaratsy ny mpiray tanindrazana?????
d gaga enao. refa vaza no mety aminao, mahita ny soa fa tsy ny malagasy rehetra no haratsiana eto. tssssssssssssssss.gasy manambady gasy aho ary fiere.
inn moa no tena objectif an lay sujet-anao???? mba lazao oe, ra toa ka misy moa zany.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: oudry
Date: 18 janvier 2018 - 12:57

vadinavaza> ny tapany ihany hono no mikobana e.
azonao ve io teny malagasy io sa enao efa lasa vazaha.hahahaha.mna menatra fa aza mitsipaka ny laka nitana

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: deb
Date: 19 janvier 2018 - 10:11

POUR CONCLURE, LA PERSONNE QUI A OUVERT LE SUJET NE VAUT RIEN DU TOUT, PAS INTELLIGENTE. ELLE A LE Q A LA PLACE DU CERVEAU ET LE CERVEAU A LA PLACE DU Q. TAPITRA!

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Kotorally
Date: 21 janvier 2018 - 13:12

Ra azoko tsara zan.de tstia lhl gasy le topona sujet
Fa tia vaza?? Fa lhl gasy tsis vola,papirafy,pamono vady?
Zao ary.mba nandinika vé nareo we pamono vady le lhl f inona no Antony?(esoriko ny mamo lava ef ditra mitsy)
-ra mapirafy le lhl inona ny Antony? Misy Antony doly zan
Fa ts fananina natao.(afa koa ny ditra eto)
->za masa mlaza fa misy lhl mlay ar mahay mitia fa so vodona tany de ny reetra no ratsy??
Ny zvtr misy lou we vaza b vola.mtondra b d nakany enao f ts tkon anaratsy.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinagassyza
Date: 22 janvier 2018 - 10:21

sao dia ilay Pacohantas any anaty FB ary ity mamorona resaka ity, izy mantsy le hoe mbola tsy nanao tamina gasy hono ka tsy hainy izany hoe gasy izany, nefa izy toa gasy ray gasy reny!!

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadina gasy
Date: 26 janvier 2018 - 09:51

Za aloha manambady gasy e..
6taona nivadiana izahay, misy ny toetrany tsy tiako, misy ny fahalemeny, ary misy zavatr ataony indraindray manome laginina ahy. Nefa manana ny toetra tsarany koa izy.
Mahatsiaro sambatra aho, na dia eo aza ny olana madinidinika.. Olona tsara izy, kanefa tsy anjely.. Manana ny fahalemeny.
Izaho koa manana ny fahalemeko, mifampiteny rehefa misy zavatra tsy mety..
Misy ny ady, fa tsy mahatsiaro mijaly zany aho.
Mizaka ny fahalemeko izy dia toy izany koa izaho aminy.

Tsy voatery ho ratsy ny bandy gasy rehetra fa misy koa io mianakina amle vehivavy no mampiova ilay lehilahy.
Raha ny fijeriko azy anefa ankehitriny dia naleoko nanambady gasy toy izay vazaha. Gasy samy gasy aza mbola misy ny olana indraindray, maika fa samy hafa???
Rehefa vazaha ny vadinao dia aza manaratsy ny gasy hianao.
Samy manana ny anjarany io, anjara izay safidy.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Vendrana be la nanar sujet
Date: 27 janvier 2018 - 15:54

Tsy fantatra na gasy sambany nahazo vazaha ianao na nulle tanteraka.

Ny gasy hono mahantra velona fa tsisy mikarama 1000 euros, raha io 1000 euros io no ivelomanao aty an-dafy dia parmis an'ny mahantra ianao.
Ny vazaha tsy mampirafy Non matoa maro ny divorce, maro ny adultère dia mampirafy koa toy ny olona rehetra ny vazaha sauf efa lahiantitra efa zara raha mahavelona filahiana ny vadinao,
Inona no premier cause de mortalité sûr la route ? Alcool et stupéfiants, noho izany misotro tôka sy mifoka moly toy ny rehetra ny vazaha,
Une femme meurt tous les 3 jours sous les coups de son compagnon, dikan'izany misy midaroka koa ny vazaha ary manafaka aina mihitsy.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: ravonjison
Date: 28 janvier 2018 - 18:59

Manahoanaa. Ity tsy fahaizantsika miady hevitra ity ihany dia efa hitarafana fa misy zavatra tsy mety.

Vazaha iza no tiana lazaina eto, firenena iza moa izany ? Samihafa be mihitsy ny firenena vazaha tsirairay: frantsay, anglisy, kosovo, rosiana, aostraliana........
Ka io tsy azo atao faobe hoe Vazaha? Aty aminay izao dia misy vazaha mangataka eny an-dalana, misy vazaha mahantra koa...

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: celiaa
Date: 30 janvier 2018 - 16:04

Ny fahantrana, daroka, toaka,fijangajangana, misy maneran-tany io fa tsy ny gasy no namorona an'io,

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadim-baza be
Date: 01 février 2018 - 19:37

De mampihomehy ihany ilay adihevitra an : na gasy na karana na sinoa na komoriana na fotsy na mainty na mena ny volon-koditry ny vadinao na lahy na vavy , rehefa sendran'ny taolana dia mitovy io . olombelona daholo no mivady , fa rehefa sendran'ny tsara dia tsara , rehefa sendran'ny ratsy dia ratsy , aoka kosa anefa mazava , fa ny fanaperana tsy misy .

Ary malagasy no eto amin'ny forum koa maninona no miteny frantsay ny sasany !!! pffffff !
ny tompon'ny sujet izany dia nahita ny tsara izy dia izay e!!

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Mivaona kely
Date: 03 février 2018 - 02:07

Mety mivaona kely ity fanontaniako ity ary apetrako aminareo vehivavy manambady vazaha :

marina ve fa ny ankabeazan'ny vehivavy mainty hoditra manambady vazaha (fotsy hoditra) dia efa niaraka t@ olona mitovy firazanana aminy talohan'ny nahitany an'io vazaha io ?

Raha ENY ho an'izay mamaly angatahako aminareo ny franchise hiteny hoe inona no tokony hatsaraina aminay (fisainana, fifandraisana, eo am-pandriana, etc...) lehilahy gasy hahafahanay mitaha @ ilay lehilahy vazaha vadinareo ?

Tsy hoe hiverina hikôty anareo akory fa mba hiezaka ny ho tsara eh.

Dia mba teneno kosa ny ratsy @ ilay vazaha miohatra @ gasy. Kouny an !!!

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: rasoa mijapy sujet
Date: 05 février 2018 - 11:10

tsy aiko ty na andrangitra na ahona, fa selon les études ny gasy hono no olona voalohany eo @ fisotrona labiera eran-tany. ka raha 2500 ar ny 1 @ labiera, mety malany eo @ 5 eo zany ny lhl iray isan'andro, dia atovy ny kajy oe firy no laniny iray volana, dia otrinona ao @ budget an'ny tokotranony io lasa any @ bar io. mety izay no matonga le tompona sujet miteny hoe ny lhl gasy, la majorité satry ny exception fait la règle, izany hoe misy exception miconfirme oe ny majorité ny lhl gasy dia otran'izay, hoe tsy fatao vady. satry mamo miditra ny trano = vola lany tsisy andoavana facture = sipa kely bdb misary zoro any anaty bar = manitsakitsaka an'ny vadiny= midaroka fa naazo je t'aime tany @ sisiny sns.... tsy toizako intsony fa ianareo manohy azy. eto manko misy frustré be vo resaka lhl gasy vs lhl vaza. aleo hazava ny resaka, za tsy manambady, ary tsy mitady vady na gasy na vaza fa trangam-piarahamonina io itako io za manko mba mifanerasera @ olona maro ihany @ asako.
ty ny source sodé hisy iteny ndray hoe chiffre taiza sns: http://agir.avec.madagascar.over-blog.com/article-la-biere-madagascar-parmi-les-plus-grands-consommateurs-119662298.html

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Hanitra!!
Date: 05 février 2018 - 13:17

rasoa mijapy sujet<<< tsy voasokatro ilay référence nomenao , fa nandeha nijery Wikipédia aho dia izao no hitako:

CONSOMMATION ANNUELLE DE BIERE /HAB/PAYS (2012) (en litre)

01- Rép. tchèque 148,6
02- Autriche 107,1
03- Allemagne 102,4
05- Pologne 98,5
06- Irlande 98,3
11- Australie 83,1
14- États Unis 77,1
17- Russie 74,1
20- Hongrie 71,3
Tsy hita ao amin'ireo 20 voalohany ireo mihitsy Madagascar. Ka asa aiza no nahitanao izany : le malgache l'un des plus gros buveurs de vin au monde. Tsy hita tokoa izay hanaratsiana ny malagasy mitovy amin'ny tena !!!
Samy manana izay vady sahaza azy; mazava tsara fa raha manambady lhl malagasy ianao, matetika ao amin'ireo manodidina anao, izany hoe mitovy karazan @ ny rainao, ny anadahinao... Rehefa izany no karazan' ny manodidina anao. Mitovy toetra, samy mafi-ady, samy mpamono vady, samy variana misotro labiera ...eo! Ary raha mba te-hiala amin'izany dia "miampita rano".
Vadim-bazaha be<<< inona no mety aminao? Ny mampiasa fiteny frantsay rano fotsiny, sa ny miseho ho metisy: sady tsy afaka miteny fiteny malagasy rano fotsiny, no tsy
...(!). Matoa aho nampiasa ny fiteny frantsay dia te-hampiseho @ ny mpanokatra sujet aho fa afaka manambady lhl malagasy vokatry ny safidy mazava fa tsy sanatria "tsy nahatakatra vazaha"

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Hanitra!!
Date: 05 février 2018 - 14:00

fanitsiana: le malgache l'un des plus gros buveurs de BIERE au monde

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: rasoa mijapy sujet
Date: 06 février 2018 - 08:19

Hanitra!! <<<< zange ry madama (tsy aiko kou na ranga manao pseudo madama) d'un point de vue subjectif, zany hoe azavaiko anao, fijery tsy mitongilana no hiresaako, zay toerako hoe tsy manambady na gasy na vaza(refa tsy avy eto madagascar) izay no namaliko teto. ary blog gasy koa io nampiasaiko nitenenako io fa tsy hoe valina fanadiadiana natona vaza otran'ny anao io sady efa t@ 2012. Dimy taona aty aorina ve dia tsy hevirinao fa nivotra ny statistique ary malaza be eran'ny tambonjotra sosialy izany tao ho ao. tsy miteny afatsy ny zava-misy ah, sao dia mba mila fihovana ihany ny lhl gasy fa izay tsy manaiky hoe mety misy part de responsabilité ako izay mitsy no mahavoa na lhl io na vhv, ary ita taratra ato anatin'ity rubrique ity izany. ny momba ahy ndray aloha, mbola 2 taona aho dia maty ny raiko, ary vavy tokana aho, izaho sy ny reniko fona zany no tao aminay. tsisy influence masculine na présence masculinenan'olona mpisotra na mpifoka na mpamono vady, satry ray am-panahy no nananako, fa @zao zah lehibe zao, tsy fianakaviko, tsy olom-patatro fa ny fiarahamonina hiasako no nahitako taratra hoe ny maro ny kileman'ny lhl gasy ary tsisy hidirako hoe fatao sa tsy fatao vady zareo, fa hoe mijaly am-panambadina ny vhv malagasy ary maro anisa na misy aza ny exception izay mi-confirme ny règle efa noteneniko teo ambony io. fa ny resaka otran'izao manko dia hoe manaratsy e! tsy tia gasy e! sns

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: farasoanirina
Date: 09 février 2018 - 09:03

Mivaona kely

za hamaly anao, afoheziko ihany ny tantara mba tsy ho lava loatra, za efa nahazo taona fa tsy 20ans akory no miresaka aminao eto

za manambady vaza, nanambady gasy talohan'izay, tsy mariés zahay fa niteraka iray, samy niasa nampidibola, izy chauffeur taxibrousse(anay ilay auto), za nitana épicerie kely dia kely fa tsy grand magasin akory

Tiako ary tena tiako io rainjanako io tamin'izany, ary za tena natoky be azy na dia fantatro aza hoe chauffeur tsy maintsy manao sipa rehefa mandeha voyage izany, malaza izany any Mada ary tsy norarahiko satria izy mitondra vola mody tsy banga ny versement, ary tiako izy, izy koa nilaza tia ahy, nilamina arabakiteny ny fiainanay

afoheziko ny tantara: taty aoriana dia iny nipoitra ho azy ny lainga, niteraka tamina vehivavy tany @ faritra izy, tonga ilay vehivavy sy ny zanany nitady azy fa hoe hipetraka hiaraka aminy sy hampiditra an'ilay zaza hianatra, satria ramose nilaza fa célibat, dia hainao ny tohiny, ilay zaza 5ans hiditra hianatra, zahay efa 10ans mahery nifanambadiana niaraka nipetraka, izany hoe efa ela izy no niaraka tamin'ilay vehivavy fa nafeniny
Efa noteneniko dès le début izy hoe raha misy pblme dia mba teneno za fa aza afenina, za akory tsy niteny hoe tantarao amiko rehefa miaraka amina sipa enao, dia milaza foana izy fa tsy manao an'izany, patati patata
Tohina ny foko, ranomaso, sns.., henatra sns.., tsy haiko hoe ahoana ny fomba niharenako an'ilay deception fa tena naharary ahy loatra ilay fitaka

nisaraka zahay, nozaraina izay mba nananana kely teo, dia niaranipetraka izy sy ilay vehivavy, porofo amiko fa tsy tia ahy izy fa tsy sahy nisaraka tsy haiko izay antony, ary za koa tsy nitady fanazavana fa tsy zakako dia aleoko nisaraka na nilaza aza izy hoe tsy vonona hisaraka amiko izy fa accident iny, sns... Non tsy nekeko

tsy sincère ilay rainjanko, tsy sahy nanazava ny olana nisy nefa efa noteneniko hoe aza afenina
nanao vava za fa plus jamais hanambady lehilahy gasy

Ilay vadiko vaza mbola tsy nandainga tamiko, samy manana confiance zahay roa, mbola tsy nisy resaka rafy na geste kely ratsy fipetraka natony tamiko, efa 10ans koa zahay izao mariés

asa na nahafapo anao ilay tantarako, marina ny voalaza fa tsy ny lehilahy gasy rehetra no ratsy fa ny tena no sendra ny ratsy,tsy ady tsy inona fa io fampirafesana io ny olana nisy, ny lehilahy gasy ve tsy maintsy miaraka amina vehivavy foana rehefa miala ny tranony? Izy na nanao sipa aza tsy norarahiko fa ilay hoe niteraka no tena nankaray ny foko

Miala tsiny fa somary lava fa enao moa nanontnay hoe inona no tokony ovaina, dia io sincerité io, io resaka confiance io no tsy misy amin'ny lehilahy gasy, tsy mahay mandainga, milaza célibat nefa manmbady

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: donc ????
Date: 09 février 2018 - 20:22

Ary nareo vehivavy gasy ve mba manjary ? Mety nidiran-doza koa anie ny vazaha naka vady anareo ireo fa sendra fototr'olona tsy nanjary, raha ny rainareo sy ny anadahinareo, mamo , mampirafy, mpidaroka, tsy ho anjely koa nareo fa mety mpandainga, mpisoloky, mpivaro-tena, tsy misy devoly hiteraka anjely akory,

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: Remarque
Date: 10 février 2018 - 23:09

Mety misy idiran'ny kolontsaina ny fond ny resaka eto raha fahitako azy.

Ny kolontsaina tokoa mety ho sakana @ ny fanehoana fitiavana
Ny kolontsain’ny lehilahy sasany any Amerika Latinina, ny orientaux sns ohatra dia tsy mba maneho fitiavana ny vadiny (oroka,tambitamby sns )
Tsy fomban’ny lehilahy any amin’ny tany tatsinanana sy afrikanina maro koa ny manao teny na fihetsika maneho fitiavana ny vadiny. Hafahafa aminy ny miteny amin’ny vady aman-janany hoe “tiako ianao.” Anisan'izany koa ny kolontsaintsika.
Azo ovaina daholo anefa izany na dia misy efa raiki-tapisaka @ toetsain’ny malagasy mihitsy aza n'y ny manao ankilabao ny vehivavy

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 11 février 2018 - 09:53

donc ????

anabavinao sy mamanao koa tsy anjely ary nidirandoza papanao nanambady an'i mamanao, inona no mba hevitrao hanovanareo lehilahy toetra mba tsy hanambadian'ny vehivavy gasy vaza? tsy misy anjely eto ary tsy misy demony fa ankamaroan'ny lehilahy gasy dia inculte barbare brutal

marina ny voalazan'i Remarque fa tsy nomena éducation mikasika an'izany ny lehilahy gasy fa resaka RS fotsiny no ampisehoany fa tiany ilay vadiny, tena marina io

kanefa ny nouvelle generation tokony mba miova satria efa 21è siècle izao, efa mianatra daholo ny zaza rehetra na lahy na vavy, tokony ny taranaka ankehitriny no mampianatra ny RAD, tsy midika akory hoe hanaraka fomban'ny vaza foana, misy manko mamadika resaka foana eto, mampiseho vulgarité vao hoe resaka vaza

mahagaga ahy koa fa mahay mampiasa technologies ny rehetra, mahay miditra réseaux sociaux, mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy, mahay mandray ny fivoarana isankarazany, manaraka fomban'ny vaza, iza no tsy mahay teny frantsay eto? mijery FB enao dia mahita fa te ho vaza daholo na lahy na vavy,nefa ilay mentalité gasy tazomina foana fa tsy hialana, raha vao tafita kely ny lehilahy gasy na tsaratsara place dia iny fa mampirafy no atao prioritaire, na tsy maka 2ème bureau raikitra aza dia maka makourel, mba manandrana experience mividy voudi nefa ao antrano misy, nefa avy eo milaza fa mahantra eh! milaza sahirana nefa ilay plaisir tohizana foana dia ilay vady ao antrano no mijaly sahirana

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: réceptionniste
Date: 14 février 2018 - 18:24

vadinavaza za....Ny hoe vazaha tsy mampirafy dia lainga be, niasa tamina hôtel somary discret fa tongan'ny fiara aho tany Dago fa vazaha misy alliance maro be no miditra ao @ heure de bureau, tsy miara tonga @ sipa izy ireo ary tsy miara mivoaka koa, ny sasany roa vavy mihitsy miaraka @ vazaha 1, rehefa week -end zareo tsy makeo fa mody hendry any @ vady aman-janany angamba, Misy miaraka @ sipa fixe, misy misolo isak'izay mihetsika. Na aty an-dafy aza misy site de rencontre ho an'ny olona samy manambady manao plan Q fotsiny, Ka ho an'izay mihevitra hoe nahazo anjely raha mahazo vazaha dia diso hevitra, Misy mampirafy, mamo, midaroka, toy ny olona rehetra io, misy clochard mangataka anarabe, misy matory dans la rue, sur endettés, fa raha kosa manambady olona efa masoandro mody normal tsisy force hijangajangana na hidarohana intsony ireny.

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 15 février 2018 - 18:34

réceptionniste: raisiko tsirairay ny fanazavanao fa tsy azonao ilay sujet angamba

hozy enao:"vazaha misy alliance maro be no miditra ao @ heure de bureau, tsy miara tonga @ sipa izy ireo ary tsy miara mivoaka koa, ny sasany roa vavy mihitsy miaraka @ vazaha 1, rehefa week-end zareo tsy makeo fa mody hendry any @ vady aman-janany angamba", ny vaza manana moyen maka makourel isan'andro isan'ora, ary voalazanao fa mipetraka tsara @ vadiny izy rehefa weekend, dikan'izany dia tsy mijaly ny vadiny ary tsy sahirana arabola koa, tsy misy karama zaraina roa ohatran'ny an'ny gasy mampirafy, tsy azonao angamba ilay hoe gasy mampirafy, ny hoe mampirafy @ gasy dia tsy miditra hotel isak'izay te hanao RS, fa vadikely na 2ème bureau velomina ohatran'ny vady ao antrano amin'ny karama kely raisiny isambolana. Gasy angaha mandray 1000€/(minimum)ohatran'ny vaza any Mada? Ny an'ny vaza plaisir fa ny an'ny gasy atao serieux, ka tsy mitovy. Tsy misy fiantraikany amin'ny tonkantranony ny plaisir ataon'izany vaza izany any Mada satria tsy valeur be koa ny RS any fa 5€ dia efa ahavitany milalao, ny vady amanjanany tsy banga n'inon'inona, ary mipetraka amina villa koa fa tsy trano tôle,ny an'ny gasy vady amanjanaka sahirana nefa 2ème bureau mipoapoaka

hozy enao: "misy clochard mangataka anarabe, misy matory dans la rue, sur endettés" manambady gasy ve ireo? na izy ts'isy trano ka iza no vehivavy hanambady azy? Sa misy gasy manambady SDF aty andafy? vitsy an'isa koa ireo aty andafy(minorité),fa any Mada majorité ny population mahantra sy sahirana, tsy mitovy fa aza ampitovizina

hozy koa enao;"raha kosa manambady olona efa masoandro mody normal tsisy force hijangajangana na hidarohana intsony ireny." dikan'io izany dia ny lehilahy gasy mbola matanjaka dia mampijaly vady daholo

hozy koa enao:"Na aty an-dafy aza misy site de rencontre ho an'ny olona samy manambady manao plan Q fotsiny", tsy misy fiantraikany @ tonkantranony izany satria tsy misy resaka fahasahirana ao antrano, ary misy koa aza miditra club échangiste, resaka hifanarahandreo io, tsy misy fiantraikany @ tonkantrano, tsy misy vola mizara telo ao

amin'ny manaraka tohizako

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: mitomany
Date: 16 février 2018 - 09:33

vadinavaza za <<< sao dia mba afaka mahazo contact anao kay za azafady fa te iresaka aminao, tsy aiko enao mety mahita ny sujet ako atsy fa te iresaka aminao za. merci

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: vadinavaza za
Date: 16 février 2018 - 09:44

mitomany >>>> non non tsisy hevitra, sao de collante be ianao

Options: Répondre
Re: lehilahy gasy tsy fanao vady
Par: mitomany
Date: 16 février 2018 - 11:42

tsy maninona refa tsy mety kah, tsy collante alou za fa bon mitady hevitra hafa za zany

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg