Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
vengeance
Par: za aloha
Date: 09 janvier 2018 - 13:26

Za lehilahy,boriboriko daholo ny chiffre ze lazaiko eto mety mihaotra mety latsaka sao mijery an'ity ilay ramatoa dia fantany 16 ans de mariage,zanaka 3,miasa aradalana izahay
Somary lava ity
zanaka 2 t@ zany,nitady zaza fanampiny,sarotra,ela nanao traitement.lasa nisintaka aho 4 mois,marihiko kosa fa nifanerasera ihany izahay noho ny zaza,miara mamelona,miantoka ny ecolage sns,rehefa te hiaraka dia mifampiantso dia hainareo ny tohiny.
Bevohoka izy,nalamin'ny olona lehibe sasany ny probleme,nifamerina,teraka ny zaza,ok iny.
tratrako nampirafy ny vadiko 2 taona taty aoriana izay marihiko fa olona niasa nanao zavatra tao aminay ihany le bandy.
Fantako ny vadiny dia tonga dia natsoiko,nifanazava teo ,asa ze niafarany ny azy tany efa nikarakara hampiditra divorce za fa noho ireo zaza ireo sady marihiko fa mbola tiako izy dia namela azy za.
Nankarary ny lohako ny nieritrerita an izany satria sarotra ny manadino,na dia nianiana t@ izay azo nianianana rehetra izy fa vao flirt fotsiny fa mbola tsy nanao t@ le bandy,nga oa io misy compteur sa tableau kilometrique?fa bon tsy maintsy nandam za satria tiako ny zanako.
Nanomboka nivoaboka za,mirevy miaraka @ akama,alimpody matetika rehefa week end,matetika mamo ary tsy nijanona sady tsy tapakevitra ny hijanona raha tsy nisy ity tranga manaraka ity.
t@ taona lasa iny tratrako nampirafy ndray,ary tena naknany @ chambre mintsy,efa niaraka ataokao ngamba oe au moins 1 ans izy sy le bandy,izay tsy ampoizina mitsy oe de ity bandy ty ve de nampirafisinao ana?ny nahitako azy de zao:nisy volana t@ iny taona iny le ankizy tsisy tao antrano fa natory tany @ dadabeny tany,t@ 8h de nanao,gaga za fa tonga de otran'ny malama be zany,ohatra ilay hoe efa nanao fanindroany.vao vita ny natao de no encaisser ko,tefaka sns nibaradaka sady efa nampanarahako ol koa dia hitan'ny le ol le chambre fandehanany.
Tsy afaka nanda intsony nitsotra ny marina rehetra.Nifona nilela paladia,satria fantako daholo ny secret ny rehetra any @ fiasanany any ka raha apoakako dia vita ny aminy,nefa raha hanao an'zany ve za de tsy naman'ny mamaono tena @ zao fiainana sarotra izao?,marihiko eto koa fa izy be karama noho izaho saingy ny zavatra natsangana dia za no 70%.Ekeko fa zaza 7 tsy mahafehy trano,saingy ilay zanako 1 misy probleme,tsy afaka misaraka intsony za noho ireo,satria:
1-efa investissement betsaka no laniko tao,firy taona za niasa vao nahavita an'io
2-le zanako misy probleme goavana
3- za efa + de 40 (le ramatoa + 38) tsy te ary tsy afaka hanao depart 0 indray.
Ny decision noraisiko de zao:
namela azy indray za (noho ireo antony ireo) manomboka miezaka ary tsy mirevy miaraka @ akama intsony zao,tsy misotro mintsy ny marina sns..
very ny investissement ko ra hisaraka satria ny hafa ndray no mitavana na oe mizara 2 aza ireo zavatra ireo,@fomba ahoana moa no hanomezako ny fananako ho an'ny ol hafa?tokony ho lovain'ny zanako manontolo ve ireo dia homeko ol hafa satria mety haka vady izy sns avy eo?ka raha miteraka ireo dia tsy maintsy mpandova avy @ reniny ny zanany?tsia a!aleo ho an'ny zanako irery satria niasa mafy za vo nahzo an'ireo
mody nataoko tsy nisy tohiny tsony iny zavatra iny,saingy kosa mijery za oe raha mbola omen'ny ao ambony fahasalamana ny hanao zavatra hafa ho ahy manokana,efa nanao compte bancaire 1 izay tsy fantany,tsy mandany vola @ rendrarendra intsony fa manao economie mafy be satria hoy za oe raha mbola misy zao mantsy azy dia zay vo tena vita ny antsika,saingy aona moa no inoako fa tsy hamerina izy?jamais deux sans trois hoy ny vazaha,miandry ny zaza lehibe za ka enga anie ka tsy hanao ny toetra ratsiny izy fa raha misy izany dia efa manomana ny fialako za zao.Efa ho ampy ho an'ny zanako izay ao.hiala za raha sanatria.
Mody miezaka za mitia azy,tsy mampiseho alahelo,tsy tezitra ataoko hitany koa fa arahako maso izy na @ phone na ol manaramaso azy fa saingy ny ao ampoko kosa dia efa presque cancer angamba,na ny mijery azy aza in 1-1 mrikoriko ana.za mbola tsy nampirafy azy mihintsy h@ zay fotoana izay,@ maha lehilahy moa rehefa miasa any @ sisiny de mahita vehivavy fa c'est pour le plaisir fotsiny fa sans suite.
Manomboka izao kosa dia hanao vengence maxi za,ze nataony tamiko no hataoko,mbola tsy haiko na ho hataoko fantany na tsia fa mbola dinihina sao fantatry ilay zaza tsy normale ka hampitombo ny mahazo azy fa vao hanomboka za zao,hanao sipa za fa tsy hanary ny tokantranoko satria tsy ho calme mintsy zany fahatezerako sy alaheloko zany ra tsy dent pou dent.
Izay no entiko manomboka zao taona vaovao izao
1-Diso ve za manao izany?za aloha tsy maintsy hanao na iza hanakiana saingy misaotra ho an'izay manoro hevitra fa tsy vitako ny misaina irery @ izao
2-tsy afaka hamelona ireo zanako ireo za raha mbola tsy stable emotionnelement
3-mitady sy mihary mafy dia mafy za zao,ny vola hono no maha olona
Ho an'izay rehetra mitovy cas amiko dia izao no ataoko antsaina sao mahasoa entiko hiatrehina ny fiainana
SUIS BLESSE,A GENOUX FA MBOLA AFAKA MITSANGANA
Misaotra antiska namaky.

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: poupée
Date: 09 janvier 2018 - 15:26

slt,
tena nahalina a bain ny namaky ny tantaranlà h@ farany , tena mafy ny entnlà , ra tsy mitandrina elà tena lasa ! aza mijery ny tenanelà alou fa ny papouz jerena , satri tin'ny bain iany ny ankiziny , fa rafotsy no tinlà ho faizina , ny hevitro , banjino tsara ny ao an-trano , ataovy ze ampandeha ny fiainanlà sy ny ankizy , fa ho itanlà fa miova oazy eo ny vadnlà , aza mvakla @zany vengeance ans zany fa tsy sipa lesy elà bain a ! courage fa bandy mitovy @ bandy retra elà , ok bain a! couage lesy a!

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: Nisii
Date: 09 janvier 2018 - 19:02

Bonjour ô,

@za aloha : Mazava ny teninao fa tsy maintsy hanao enao na iza hanakiana. Za tsy hanakiana anao fa mafy dia mafy ny zavatra lalovanao ary azoko an-tsaina fa tena voadona mafy ary marary anao ny zavatra nataon'ny vadinao.

Kanefa, mamela ahy ianao hiteny : Ny zavatra mitranga eo @reo vady dia tsapan'ny zanakareo ary mety hamolavola ny fomba fijerin'ny fitiavana izany. Izaho milaza vavolombelona @ izany.

Cas 2 izany no mitranga :

------ Rehefa tsy tianao intsony ny vadinao, à un tel point hoe marikoriko anao na ny mahita azy aza dia ny mety dia ny miala aminy RAHA MAHAFATY NY SAINAO, NY FONAO, NY FANAHINAO SY NY MAHA OLOMBELONA ANAO izy. Ary tsy misy idiran'izay hiaraka @ rehefa misaraka ianareo satria ny zavatra nantsaganareo tao anaty fanambadiana dia mizara roa, ny zavatra natsanganao alohan'ny fanambadiana dia anao irery ihany. Ary raha tena marina tokoa fa izy no mikarama be kokoa dia misy ny atao hoe "prestation compensatoire" + "pension alimentaire" ho an'ny partie lesée indrindra hanampiana azy i-maintenéna ny train de vie-ny. Ary betsaka kokoa ny chance-nao ahazo izany satria tsy ianao no diso tao anaty fanambadiana satria manana obligation de fidélité izy araky ny lalàna, izay tsy no-respecteny. Raha azonao atao ny mahazo porofo ny fahadisoany moa vao may mety.

Raha mijanona mankony ianao ka miheritreritra ny anao ny nataony koa dia vao may ary enao doublement diso satria efa hitanao zao fa tsy nety ny nataony, dia mbola nataonao ihany koa, ary en plus volontaire ilay izy. Na @ maha kristiana, maha olombelona sy du point de vue juridique ianao dia very sur tous les tableaux.

------ Fa raha mbola azonao atao ny mitondra am-bavaka azy mba hiova izy, ary mba hiova ihany koa ny toe-ponao mba hitia azy anaty fahadalany sy fahadisoany dia izay no ataoko hoe vengeance tsara indrindra azonao. Segondra vitsy no manova ny tantara fa fitiavana no manova ny fiainana. Mila ezaka be avy aminao, ary mila fanetre-tena goavam-be. Mora lazaina izany fa sarotra tanterahana ary fantatro izany. Fa misy olona vonona ny anohana anao (za moa zany ao anatiny na dia tsy fantatro aza ianao).

@poupée : Ahaha fa rehefa sipa ve dia mitady vengeance foana ? Mba tsy izy rehetra kosa ngamba e ! Mety izay ngamba no matonga ny vehivavy misy migraine matetika (ô.ô)

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: Tandremo ihany
Date: 09 janvier 2018 - 22:52

Izaho irery ve no taitra @ ilay hoe "Izaho mbola tsy nampirafy azy mihintsy h@ zay fotoana izay,@ maha lehilahy moa rehefa miasa any @ sisiny de mahita vehivavy fa c'est pour le plaisir fotsiny fa sans suite."
Samy mampirafy anie ianareo e!!!!samy mihodina
Tsy mahagaga raha mivarilala ny tokantrano

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: vehivavy
Date: 10 janvier 2018 - 17:31

hanao vengeance? d'ef mividiana Efferalgan 1 baoritra aloha zany fa vao manomboka ny taona?

ianao no ela fanampahakevitra fa vao nikitrana ny vy tokony efa nanao carte sur table ianao fa tsy efa endrasana nahavita RS firy fois ve vao hoe hanao vengeance? tsy hilamina tsony zany f'aza manantena!

Mandehana manorina fiainana vao2 r'ise a!

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: Nisii
Date: 10 janvier 2018 - 18:19

@tandremo ihany : otrany toa tsy d'accord @ izany a ! Zany hoe ny maso mijery ve zany dia mampirafy ? Otrany mba refa mijery film reny ihany dia ankafizina fa tsy maniry ny hiova olona iarahana, na i-test kosa ngamba. Sa ve hoe misy dikany hafa io phrase io ? Oops ...

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: gaga ihany
Date: 11 janvier 2018 - 16:06

Vehivavy manoratra...
nisintaka ianao lehilahy nandritra ny 4 mois t@ difficultés tsy nahazahoanareo zanaka faha3? Ianao ve mihevitra fa tsy nampisy takaitra taminy izany? za mino fa izay ny ni déclanche io problème nareo io satria nilaozanao izy tao anatin'ny fahasahiranana .. ianao ve mihevitra fa tsy izy no nanao vengeance talohanao?

mipataka sipa rehefa mandeha any @ sisiny: dia heverinao tsy manitsaka tokantrano izany satria sans suite?

saino tsara hoe inona ny niantobohany ary aiza ilay tokony amboarina voalohany ... Mihevitra loatra ianao fa madio eo @ tokantranonao fa tadidio fa ianao no nandoto voalohany ary am maha raimpianakaviana anao dia anjaranao ny mandamina voalohany ...

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: zao
Date: 12 janvier 2018 - 05:44

eo dia lasa mitady izay iza no faute ny rehetra, sy ze hoe iza no netombohany tssssssss,

i ra8 no faute @ io, non i Andrajoel, non rajao lesy a......za mahita hoe i barack obaa lesy a, raha notafihan'lery enjana tsara irak de tsy nisy anzao teo @ fiainanareo 2.


Rehefa leo ialahy dia asakasak'elah, fa tsarovy fa mitovy @io ihny ny principal any @ hafa rhetra, fa ny ivelambelany no tsy mitovy zay ephemere foana ihany.


Raha za elah dia tsy manao na inona na inona, za miandrandra anzany hoe fitiavana mazaka ny zavadrehetra zany, mety tsy hitovizatsika zay. Na ny ony maro aza tsy maharava azy. Tsy haiko hoe ony firy nen'lazay de rava zany ko.

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: Tandremo ihany
Date: 12 janvier 2018 - 19:35

Nisii> aiza moa no ahalalanao izay tena nataony tany@ sisiny tany rehefa mission io e??
Ny zavatra rehetra misy antony sy fiantombohany daholo, na tambitamby,teny mamy,sangisangy na oroka sy cadeaux ataonao @ olon-kafa ankoatranlny vadinao aza dia efa mampivily ny attention, affections tokony ho an'ny vadinao.
Tsy nataotao foana ilay tenu hoe ianareo lhl tiava NY vadinareo, ianareo vhv maneke ny vadinareo, mandeha par étapes io, ny lhl tia ny vadiny no eken'ny vadiny.

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: haha
Date: 13 janvier 2018 - 07:37

Tandremo ihany: "Tsy nataotao foana ilay tenu hoe ianareo lhl tiava NY vadinareo, ianareo vhv maneke ny vadinareo, mandeha par étapes io, ny lhl tia ny vadiny no eken'ny vadiny."

Fa ny vhv manaiky ny vadiny no maha te ho tia @ lhl.

HAHAHA!! etape @ aona????

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: Tandremo ihany
Date: 14 janvier 2018 - 13:04

Haha> izany koa ve dia tsy azonao e???@ fomba ahoana tokoa moa no anekena olona tsy tia anao akory? ?? Tsy manaja, tsy maneho fitiavana nefa tokony ho loham-pianakaviana. Ny lohany raha matsatso sy tsy mitarika ho modely dia inona no ilana azy??
Fijery kristianina aloha ny ahy e!!

Raha averiko feno ilay teny dia hoe ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo.Fa ny lahy no lohan’ny vavy, dia tahaka an’i Kristy koa no Lohan’ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena.Fa tahaka ny aneken’ny fiangonana an’i Kristy no haneken’ny vavy ny lahy koa amin’ny zavatra rehetra.

Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany
Ny fanafenana zavatra amin’ny vady, fa tsy mba tsotra sy mahitsy eo anatrehan’ny vady dia mikiky ny andrin'ny tokantrano . Rehefa Samy manao izay saim-pantany dia mikorontana e. Tsy tokony hanao zavatra tsy ekena na afenina ny vady. Ny fahazaran-dratsy mifanafina amin’ny samy mpivady dia tena loza mihantona ary mampiana-dratsy ny ankizy.
Samy libre @Izay ataony fa eritrereto tsara izay atao ry mpiodina isany sy mitsaoka misintaka vao misy olana na épreuves

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: lhllahy
Date: 17 janvier 2018 - 17:55

tena grave anie ny vevavy rehefa hanao izay
ataovy vengaence henjana letia, sady izao, ny sipa anie rehefa mihalehibe dia antitra, tsisy hikoty tsony, fa elahy, mbola hahazaka sipa kely fona, sady hanambola,

anazy ny aller, fa anelahy ny retour e

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: tsy za aloha
Date: 21 janvier 2018 - 18:45

Matetika rehefa ny lehilahy no tsy mampirafy dia ny vehivavy no manondrana "vice versa"

Matoa izy mampirafy=>misy antony ao,efa nofantarinao ve io antony io?

Hampirafy koa enao hoy enao=>Efa azonao antsaina daholo ve ny mety ho fiantraikan'izay @ tokantranonao,sy ny zanakareo tianao be ireo?mety ny hampitony ny fonao aloha no ao antsainao,fa ny lafy ratsiny koa tonga dia fantaro dieny izao

Valifaty? ekena fa tsisy olona avy nampirafesina falifaly izany,ary tsy mety afaka antsaina io na mamela heloka aza,fa raha vita mariage ianareo dia t@ voady teo @ alita dia hoe na amin'ny mora na amin'ny sarotra,tonga @ sarotra ary izao dia mahatazona ny teny nomenao ve enao?

sa ny lafy tsarany ihany no hitiavanao ny vadianao?

Marary ny ampirafesina,tena ratsy fa arakaraka ny antony ampirafesany anao no mety hampilamina sy mampiety ny fanomananao ny hoavinao any ambadika na tsia?

Mety ny hanomananao ny ny fialanao raha ohatra ka vola no antony hampirafesany ,satria isaky ny mitady vola izy dia mety lasa indray ,tanana zatra mitsotra...tambatambazo izy dia anotanio azy ny antony,satria misy vehivavy rehefa tsy ampy ny ao antokatrano dia miodina,tsy ny vehivavy rehetra akory

Fa raha antony hafa mety hipetraka ihany izy,ohatra hoe vengeance @ zay nataonao azy koa,fa tsy fantatray enao efa nilaza fa tsy nampirafy fa @ zavatra hafa ohatra,misy koa ny vehivavy sasany rehefa tsy mahita vaha olana @ ao antokantrano dia mampirafy



" -Si vous aimez quelqu'un pour sa beauté , ce n'est pas de l'amour , c'est du désir !

-Si vous aimez quelqu'un pour son intelligence , ce n'est pas de l'amour , c'est de l'admiration !

-Si vous aimez quelqu'un parce qu'il est riche , ce n'est pas de l'amour , c'est de l’intérêt !

-Mais si vous aimez quelqu'un sans savoir pourquoi , ça c est de l'amour !"


Ohabolana:REHEFA SENDRA OLANA
-Ny fahalemin'ny olona1 no hamaliany faty
-Fa ny olona mahery mamela heloka
-Ny Sambatra indrindra ny olona manadino

Dia fidio @ ireo 3ireo zay misy anao ary courage!

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: $ongomby
Date: 22 janvier 2018 - 09:50

Ny fiainana zany dia fakàna lesona no tena izy aminy. Izay no mahatonga ireny antitra ireny lazain-tsika hoe manana traik'efa na expériences.
Ny zavatra efa vita na efa lasa na dia 1 min aza dia tsy azo ovaina intsony. Ny ho avy kosa anefa dia azo tsinjovina sy amboarina.
Raha lanianao @ lasa ny fiainanao fa tsy maka lesona ianao hanatsaranao ny ho avy, dia eo no mahatonga ny olona maro lasa adala.
Ny vengeance izay dia arak'ilay ohabolam-bazaha izay hoe c'est l'arme des faibles. Na tsy ho adino aza ny lasa, izay mety tena naharary anao, dia ataovy ho anatra @ sisa izany.
Any aloha ny maso. Roso ny dia tsa mimpody koa.

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: inarty
Date: 26 janvier 2018 - 00:54

Fa ina ary ty? Nanao adultère lé olona d mbola mila fantarina sy fakafakaina iany v ny antony nanaovany anzany? Dia refa fantatra nefa d manina? Mamafa anlé zvt nataony sa mba anomezana excuse anazy ndray oe normal izy ra nampirafy? sa mba hi culpabiliséna ny tena oe hay kay avy @ iany no antony nampirafesany vadiny?
Refa mampirafy dia mampirafy tsy mila mitady raison fa ny fitodiana @ fampirafesana refa misy olana ao antrano excuse fotsiny fa ny tena marina efa te ipetaka olona afa at@zay.
Betsaka ny solution afa ko maninona lé mampirafy no nosafidina?
Efa lé olona mintsy ny vicieux na inona na inona antony fa excuse fts zany olana ao antokantrano zany.
D oe tsy ampy fitiavana v lé vhv? ssshhhiii ny tenany iany defa afaka manome fitiavana azy ra tena olona vanona izy.

Ra za manonakana alou zany tsy mandany andro anao vengeance zany za e! Lé fieritreretana oe anao vengeance mbola midika oe tinao izy. Tonga d indifférence fts no asehoko azy, tsy rarahiko tsotrzao izy sy ny momba azy. Ampirisihiko mintsy aza oe ndana ndray mampirafy. Bref, tena tsy rarahiko tsony zé ataony na hivaro-tena aza e! Asehoko azy oe tsy tiko tsony tsotrzao izy d tsy rarahiko.

Hoy ny vazah oe L’INDIFFÉRENCE EST LE PIRE DES MEPRIS

Enao andany andro anao vengeance eo tsy fantatrao fa enao ndray no mety ho voany tampoka angatahiny divorce eo vo maika very fananana. Eritrereto iany!

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: za aloha
Date: 30 janvier 2018 - 11:42

Misaotra "an'i aza omena tsiny izy" sy ny hafa naknahery.
Raha sanatria efa nahazo ary iriko tsy ahazo anao dia mafy ny mitelina an'zany ary mbola mi-conseiller oa za raha mbola tsy misy mampifamatotra dia aleo misaraka,fa ny cas ko tsy toy izay
Ny antony ilay vengeance dia tsy midika oe mbola tia azy,na koa faiblesse araka ny tenenin'ny sasany fa :
1-mila reconfort sy amour ianao @ fiainana,mba tsy hanaonao fahatany na ao antrano na aiza
2-tsy blem amiko na ahatsiaro maharary izy na tsia raha fantany ze ataoko,raha mahatsiaro moa izy tant mieux
3-tsy ho afaka mihitsy ny ratrampo-nao raha tsy misy anti-dote ny nahazo anao,donc tsy afaka handroso ianao, @ maha-olombelona anao io fa mino aho fa mety tsy mifidy na lahy na vavy ,samy marary fo daholo rehefa tonga ny mahazo azy.
4-Mbola tsy teo aminareo ny toerana ka mora ny miteny oe nahazaka h@ zay ko zao vao hanao an'zany,raha mbola mpisipa na tokantrano vao na depart 0 tsy olana mitsy,asa na voavakinareo ny nolazaiko oe misy probleme ny zanako izay facteur 1 lehibe amiko,tsy ho zakany mihintsy ny hoe hisaraka ny RAD ny

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: Nisii
Date: 06 février 2018 - 10:53

Bonjour daholo,

@za aloha : Manaiky tompoko fa sarotra zany andalovanao izany, ary vao may sarotra satria mila miheritreritra ny zanakao ianao.
Fa ny ratrampo-nao tsy ho afaka raha manao vengeance ianao fa cercle vicieux io, ary vao may mampidina ny estime-nao an'ny tenanao aza izany. Eo no eo ianao tsy mahatsiaro an'izany, fa rehefa indray andro any ao ariana any dia anenina ianao. Tsy aiko aloha, fa efa nanao vengeance aho t@ zavatra nandratra anà za taloha. Tsy resam-pitiavana nefa fa mauvaise blague nahafaty ny alikako izay namako hatriny kely (za @io kamboty ray, zanaka tokana ary io alika io no cadeau nomen'ny dadako ahy farany) matoa za miteny anao an'zany. Fa choix-nao io dia mahereza hatrany.


@tandremo ihany : eek Ireo ambany ireo ny valiny :

1- tsy mahalala aho tompoko izay nataony tany @ fandeanana mission tany, fa @ko tsy niteny mitsy izy hoe nanao an'izany fa vao hikasa... Ce qui fait pour moi toute la différence, satria raisiko arak'izay nolazainy fa tsy mitady hevi-dratsy any ambadika aho. Ary zay no antony anoratany eto. Je ne vais pas aller chercher midi à 14h... choc

2- Tsy azoko hoe fijery kristiana manaona moa zany fijerinao fa ny anao azany mila tambiny ny fitiavana, mila quelque chose en échange ??? Dia gaga be aho ...
Ny fitiavana tompoko dia fanetre-tena, fahalem-panahy, manaiky ny ho faty antoka, tsy misy tambiny, mandefitra @ sarotra (vakio ny EFE 4: 1-6). Ary misy tohiny io tenin'ny SORATRA MASINA izay nampiasanao io fa tahakan'ny fitiavan'i Jesoa Kristy ny fiangonana sy tahakan'ny aneken'ny fiangonana an'i Jesoa Kristy ho lohany no endriky ny fitiavana. Ny anao izany ny vadinao raha ohatra ka tsy mahavita izay ilanao azy, araky ny teninao teny ambony, dia tsy tianao fa iny koa ianao no andeha anao ny ataonao dia hoe "c'est toi qui a commencé???"... strike

3- Ny lohany raha matsatso sy tsy mitarika ho modely dia inona no ilana azy ??? blibla Izay tompoko no ilana ny vady izay lazaina ao @ Genesisy hoe MPANAMPY. Anjaranao no mitondra sy mamerina azy @ lalana tokony ho alehany fa tsy vao may manome tsiny azy. Ny vadiko raha misy fahadisoana, na za misy fahadisoana, dia mifanitsy, mifampitondra am-bavaka, miezaka hatrany mba hahita fitia eo anatrehan'ilay vady sy ny ho tia azy araky ny teny hoe HOFOFOIKO HO VADIKO MANDRAKARIVA. Anjarako izay nisafidy azy ho vady, anjarako izay nanomezan'Andriamanitra an'io olona io ho vady no manao izay mety mba andeha @ lalana tokony ho izy ny vadiko sy ny tokatranoko. Ary raha vita izany dia tsy noho ianao, fa noho ianareo sy ny famindram-pon'ny Tompo. Ary tadidio fa ianao olona tsy tonga lafatra na dia tsara tahak'inona aza...

Miala tsiny ho an'ny hafa sy "@za aloha" izay mamaky fa dia tena sosotra be za nahita ny valiteny fa hoe fomba fijery kristiana sady mbola justifié-na @ teny Soratra Masina. Tena mba ela ny ela ka nisy olona nampite-anozongozona ahy tahaky ny osy safotra fa ity no tena enjana. strike
eekblibla

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: Tandremo ihany
Date: 10 février 2018 - 18:36

Nisii> aiza aiza @izay nosoratako no misy hoe mila tambiny ny fitiavana sy ny hoe c'est toi qui a commencé? ?????

Interprétation nao manokana izay na ianao no tsy mahazo ny resako akory

Misy antony matoa nozarain'Atra mazava tsara ny andraikitry ny lahy sy vavy anaty tokantrano! !!misy antony matoa ny lhl nomena baiko ho tia sy hanaja ny vadiny ary ny vhv hoe maneke. .....
Ao anaty soratra masina tanteraka mihitsy izany na hoe mifameno tokoa aza ny mpivady
Dia Jesoa no tokony handidy sy hanapaka ny tokantrano Raha milaza ho kristianina
Izay ny idéal fa vitsy no mahavita izany. Ny resaka fijangajangana indray dia voalaza fa tsy azo atao ho isan'ny zavatra tsy mampaninona, tahaka ny hanina samy hafa.Izay fahotana rehetra ataon'ny olona dia eny ivelan'ny tena ihany; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra amin'ny tenany
Ho an'ny tompona sujet tsy vahaolana mihitsy ny vengeance fa ratsy manampy ny ratsy izany

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: shhh
Date: 12 février 2018 - 15:59

Nareo koa efa hoe ampirafy izy dia avelao ampirafy an y, hanao vengenace izy dia avelao raha izay no mampitony ny fony. Miverina ihany izy manokatra sujet hafa hoe izao ny olana manaraka raha mi-foiré na mi s'empirer ny situation.

EFa hoe na iza anakihana dia tongotra mby an-dakana ny azy. Vakio fotsiny fa aza mifamaly ry Nisii sy Tandremo ihany a. Problèman'olona ka ifamaliana

Options: Répondre
Re: vengeance
Par: cserez
Date: 14 février 2018 - 18:37

Tsitako zay mamparary fo anao eo, ianao misintaka 4 mois, avy eo miaraka @ vehivavy rehefa makany @ sisiny fa sans suite, ianao koa tsy clean tanteraka fa misy fahadisoanao @ tantara, Samy nanao n'y tsy nety nareo 2

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg