Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
hoteneniko ve sa ahoana
Par: PJ
Date: 10 janvier 2018 - 08:59

Bonjour daholo,naika mb hanotany ah oe inona no tokony ataoko.ilay rafozam-baviko dia miantso "neny" fona rehefa miresaka am ilay zanako.ny zanako dia 7 mois zao.efa noteneniko izy oe ataovy bebe na mamie f aza atao neny zany wa.ok ozy nefa rehfa mba mampiresaka an ilay zanako izy dia neny fona.avy aty am neny.zanaky neny...sns marary ny foko...hoteneniko ve izy sa ahoana? Misaotra mamaly

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: LITTLE THINGS
Date: 10 janvier 2018 - 14:10

teneno izy Tonga d ataovy mazava Ary aminizy miteny iny mintsy tonga d lazao rhf makamo na makarary fo sns Aza misalasala zany fa vo maika ireo manararaotra otrany inn

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: Tsotra ihany
Date: 10 janvier 2018 - 20:56

Ataovy @ fomba mihaja sy direct ary tsotra sy tsy miholankolana fotsiny fa izany koa ve no atao hamparary fo! Izaho no neniny fa ianao nenibe any hoe

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: PJ
Date: 11 janvier 2018 - 07:55

dia ahoana raha mbola manao izy.eo imasony havany izy tena manao sady miteny comme si oe izy no tena reniny.nefa rehefa zafi kwliny rahavaviny dia ataony mamie rehefa miresaka am ilay zaza izy.mataotra aho sao entim-po ka hiady aminy momba izany kanefa tsy tiako mihintsy ilay ataony.
ny vadiko milaza hiteny azy.ny zanakay manko izu no mitaiza azy

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: tsyolana
Date: 11 janvier 2018 - 10:04

Fa ianao iza no hiantsoan'ny zanakao anao any aoriana? Neny? Raha izay dia lazao izy oe zà oe no neny.

Raha maman na mama ny hiantsoan'ny zanakao anao any aoriana dia tsy hitako izay olana raha neny no hiantsoana azy.

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: direct
Date: 11 janvier 2018 - 14:56

Ny reniko nireaka ahy taminy kely zanako dia nanao ohatran'io.Asainy antsoin'ilay zanako hoe neny izy fa izaho neni... misy anarako ao aoriana.
Teo ihany dia natao nazava ny niresaka , am-panajana ezaho foana fa mila mazava e hoe izaho ihany no antsoina hoe neny.Indraindray tsy faharatsiana toetra ny rafozana fa fitiavana fa mila ahitsy fotsiny tsy hireka disadisa any aoriana

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: shii
Date: 12 janvier 2018 - 05:28

otran'hoe enao miteny ny zanakao boykely hoe avia dada aty.

aza asina blem be zany, zvt mafatifaty fotsin zany, tsy tokony ankarary fo anao mihitsy zany na kely aza, ra mba fantatrao fa tokony antsoin'io zaza io neny daholo ny vehivavy razambeny rehetra tany aloha rehetra tany.

Raha vao miziriziry @io ianao dia jereo tsara rehefa afaka io dia hoavy @nao tokoa ny sedra hatsapanao tsara ny atao hoe neny mihoatra noho izay taloha tokoa ve ianao io. Sady io tsisy ampatsiahy anao hoe iny hambo iny ange no mahatonganao tratran'zao sy zao, fa Atra ange mijery e, sady mahita.

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: rasobakobako
Date: 12 janvier 2018 - 08:56

teneno mivantana ampanajana izy hoe, tsy mety izany "neny" izany satria tsy izy no renin'ilay zanakao fa bebe na mamie io ihany no mety
teneno izy fa lasa ohatran'ny maka ny toeran'ilay reny izy ka tena tsy mety fa mamoafady, ataovy resaka mazava ampanajana sady mivantana fa aza asiana pitsopitsony rehefa miresaka aminy

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: dain
Date: 12 janvier 2018 - 09:08

Shii < efa hita v fa makarary fo anle mamany de zany ny mba lazainao ? salany oe choix any nga le marary fo?? soa fa tsy enao no vadinio madama io fa lhl tsy azo antenaina eo am fiainana ra ze enao oe mba anao soutien anle vady !!!

rasobakobako > zany ahay mba mlay (y)

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: PJ
Date: 12 janvier 2018 - 10:27

Misaotra anareo tam valin teny...mataotra aho sao dia misy ambadika no antony anaovany neny rehefa miresaka am ilay zanako.inona nefa n olana raha atao bebe izy.nefa rf zafikel ravaviny dia hainy manao mamie.any anie ilay olana.raha mbola eo a tokony ts hanao anzan izy.eny na ts eo ary aho...y.ny teny mankarary amiko ka tena hafa2 maheno azy miresaka hoe neny am zanako.

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: shii
Date: 12 janvier 2018 - 10:37

dain>>
afaka lazaina ho azy ange ze mampifalifaly sy mampitony ny fony mba ampilamina n raharaha e, ny marina sa ny tsy marina no tina?

Fa ny marina mankarary fo matetika an.

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: PJ
Date: 12 janvier 2018 - 10:51

Tsu haiko raha mety ve ra izaho no manazatra ny zanako hiantso bebe rehefa sarotra tenenina izy.sa mila tenenina fona ian izy satria zo ako no miteny kanefa ilay ady ko ts tiako

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: MANUE
Date: 12 janvier 2018 - 12:09

Ny renibenay dia antsoinay hoe Neny ary reninay antsoinay hoe Mama
Tsy misy ny olana

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: Tsotra ihany
Date: 14 janvier 2018 - 22:21

Raha mitaiza ny zanakareo izy dia mila mitandrina ianao mba tsy hananany tendance haka ny toeranao.
Mila miteny indraindray mba hampazava ny resaka, indrindra raha efa nilaza taminy ianao fa tsy tianao izy antsoin'ny zanakao hoe neny nefa mamie @ zafikely hafà
Nefa mbola manohy ny ataony ihany

Misy karazan'olona vicieux sy manipulatrice ka raha ilaina ny hentitra rehefa hita hoe mi provoquer sy mandrangitra.
Fomba matotra sy mihaja fotsiny iresahana

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: nounous
Date: 17 janvier 2018 - 13:30

@lafiny iray dia marina fa neny daholo ny havana (nenibe, nenitoa, neniraivo, nenifara) ka tokony tsy haninona

fa raha @toeranao ianao tsy eo mataiza matetika an'le zaza dia misy ambadika hafa, satria : hihevitre @subconscient-ny le zaza any aoriana fa izy no tena neny sady efa nitaiza (complexe d'oedipe : vue plutôt relationnelle), mahatonga ny zaza hiraikitra kokoa @ny any aoriana, hanome tsiny ny reny niteraka t@ tsy fitaizana, fa indrindra ny hanampian'ny zaza ara-bola aza raha antitra izy (mety efa hitany fa lasanao ny fonjanany dia ny fonjanakao indray no alainy = zay le rafozana zay = mpaka "fo") = mila apetraka mazava ny règles du jeu

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: oudry
Date: 18 janvier 2018 - 12:41

PJ>Aza maka lagy amin zany, ovay ho maman ny fiantson'ny zanakao anao.
tsy ho reniny roviana iny fa aza matahotra, ny anao ataovy hoe avia aty amin i maman.
ra toa moa izy miteny oe maman ndray kou dia hafa zay. omeo ny sahaza azy.hahaha
aza miady amin ny rafozana amin ny zavatra kely ohatr zany fa mbola ela no hiarahanareo fa tsy hoe heritaona na enim bolana.

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: quarty
Date: 19 janvier 2018 - 11:38

De gaga @ Raolombelona aho fa de fiainana efa sarotra ity mbola hasarotina ihany. Ianao ary milaza fa izy no mitaiza azy ka inona no olana amin'izany?

Ho anay manokana aloha ny zafikely rehetra de tsy misy miantso Bébé,izany fa Neny na Mama no nahazatra an'izy rehetra, tsis ny olona fa vao maika aza mahafinaritra ny mihaino an'izany, samy @ fisainany tokoa ny olona Ka!Vehivavy no manoratra

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: Tsotra ihany
Date: 19 janvier 2018 - 19:55

Hay mbola vao 7 mois zanakao ka rehefa mahay miteny ny zanakao dia ahitsio fotsiny e, izay fiantsonao ny rafozanaô ihany no averiny

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: ssssssh
Date: 21 janvier 2018 - 11:27

Ny anay zao ny zanakay miantso ny mamanay hoe Neny dia inona ny olona mahafinaritra aza maheno ny ankizy miantso ny reninao hoe Neny fa tsy @ anarany

Io koa rehefa ratsy ny ao antin'ny loha dia raisina ratsy daholo izay ataon'ny olona fa rehefa tsy maka lagy dia raisina fitiavana fotsiny izany dia vita


Andramo Raiso fitiavana dia ho hitanao fa ho mora ny fiainanao ,ny olona matory ery la réunion kely aza tsy maka lagy ko zay zavatra tsisy dikany izany avy dia asiana olana sy hanoratana pejy be,koa raha olana grave be no izany tsy ho loza!

Ny renibe manome fitiavana anjanakao koa ve dia atao olana dia avy eo indray dia hoe manana olana @ rafozako aho e patati patata ,otrany hoe sarotra be ny manadray izany ho fitiavana tsotra fotsiny ,ny zaza nga tsy ho lehibe ka tsy ahafantatra hoe ty mama sy bebe ihany izay mot 1dia efa hita mampimenomenona mirary anao mba tsy ho sendra ny olana gravy noho izany @ ty fiainana ranomasina manonja ty

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: milaimi
Date: 30 janvier 2018 - 08:24

namaky ela mihitsy aho vao tonga saina hoe ay ve mety ho olana be izany e? ny reniko "neny" no fiantsoko azy ,naheno izany ny zanako dia neny ihany ko no iantsony azy . tena tsy nandalo iray minitra tato an tsaiko mmihitsy hoe hifangalatra fitia . fa "maman" no ataoko iantson janako ahy .

tsy aleonao ve izay toy izay hoe ts rarahin mihitsny ny zanakao .Hitako hoe fitiavana ilay izy ,ka izy ihany koa aza no mitaiza azy ko ...

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: gauigur
Date: 30 janvier 2018 - 15:53

Tu cherches des problemes la ou il y en a pas ma pauvre,

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: PJ
Date: 31 janvier 2018 - 08:09

BJR,izay aho vao afaka namaly, ok merci am torohevitra,bref tsy misy olana izany ka aleo atao an'izay neny izay. bisous b ho anareo

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: Dia gaga aho
Date: 02 février 2018 - 12:59

Dia gaga aminb'ireto olona rehetra ireto aho marina.

Izaho manokana aloha, tsy hoe misintona lakolosy fa tena tsy mahazaka an'izany e. Raha ny olon-drehetra ve no antsoin'ny vadinareo hoe "chéri" dia tsy maha-saropiaro anareo? Mitovy izany satria resaka fitiavana sy toerana am-po lay resaka.

Tonga dia notsoriko fa izaho niteraka no atao "NENY" ny sisa mety daholo zay anaovany azy.Tsy izy olona hafa no handeha handamina ny toerana ao am-pon'ny zanako, en plus izy no tadiaviny hatao lohalaharana.

Samy manana ny toerany io e, aoka tsy hifangalatra.

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: BandyGasy_
Date: 04 février 2018 - 03:03

Anenenanao io mitady ady amin NY rafozana io aorina ao.

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: Rinavaly
Date: 06 février 2018 - 08:32

Aza hasarotina re ny fiainana ry madama a, raha toa ka mpiray tanana tsy misy ifandraisana aminareo no manao izany dia rariny raha sarotiny ianao fa renibeny ve dia asiana olana.
Amiko manokana dia tsy misy olona na ataony neny aza satria tsy hijanona ho 7 volana foana io zaza io fa mitombo saina ka hahafantatra fa ianao ny reniny; izahay izao 3 mianadahy samy miantso an'i bebenay hoe mama avokoa ny reninay anefa mama koa ny fiantsonay azy tsy misy olana.
Tsy haiko hoe ianao ve no manana saina ambadika?

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: aj
Date: 06 février 2018 - 15:37

Ny anay ny nahazatra anay dia maman'ny mamanay antsoinay oe neny dia dada ny dadabe fa ny RAD papa s maman. Mety tsy naninona an'i mamanay nga le izy satria reniny ihany no natsoinay ohatra an'io.

Taty aoriana efa nisy zafiafy ny bebeanay fa mbola neny sy dada iany no fiantsona azy ireo.

Ny hevitro raha tena tiany ilay oe neny dia ataovy oe nenibe izy e! Neny iray iany dia izay niteraka ny zanaka refa manakrary fo aleo teneniny sy tsorina e .

Options: Répondre
Re: hoteneniko ve sa ahoana
Par: Resaho
Date: 10 février 2018 - 18:19

Resaho mazava une fois pour toute @ ilay rafozanao ohatran'ny ataonao eto dia izay e,@izay tsy misy ambiguïté hoy ny frantsay. ..
Raha mbola minia manohy sy manao izay hamparary fo anao foana izy dia mazava aminao fa olona tsy mazava fo sy saina

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg