Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Vehivavy Mandefitra
Par: MERTESR
Date: 11 janvier 2018 - 15:51

Bonjour,
Lehilahy izaho manoratra ary tiako raha vehivavy noho manome toro hevitra!

Mpivady vao za sy ny vadiko efa ho 1 ans zay no nitokantrano...eo ampieritreretana ny anao zaza kely amin'izay zao fa misy zavatra tiako anontaniana

Talohan'izay nitonkantrano dia nipetradrery foana ny tenako ,efa ho plus de 10 ans (Vo afaka bacc)

Tamin'izy mbola mpisipa dia miady foana ary mifamaly dia miombina avy eo
Amzao anefa hitako tena mandefitra b izy ary malahelo mafy anazy za satria za lasa miteny b anazy foana na dia zavatra tsisy dikany ary!!izy tena efa hitako mandefitra b !!! mitomany fotsiny izy !!izy efa tena miezak manao ze mety rehetra amin'ny ao antokantrano!!!

fa ny tsapako dia indraindray t ho irery zany za d lasa mila vaniny (mandroaka an'azy mintsy za indraindray d lasa izy mankany am zokiny) fa afaka 1 ou 2 heures d malahelo b an'azy za !!!
tena inona ny tokony ataoko ry zareo, mba omeo toro hevitra fa t iova za!!t tsy anao anzany!!! nareo vehivay efa lehibe (ba lehilahy koa tsy maninona) no tiko amaly

Satria tokony hilamina tsara ny tokantranonay (asa stable,fiara,trano,finoana mitovy,ny rafozana tia ahy...)

Misaotra anareo malahlo azy aho

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: kotomaditra
Date: 11 janvier 2018 - 21:11

Misotroa bota iray isan kariva ialahy dia milamina io e .

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: zao
Date: 12 janvier 2018 - 05:13

ialahy indray ve lesy no mila vanona @ vehivavy. Tena ialahy mihitsy zao no olana eto.

Zany mifankatia tena ao anatin'ny fitiavana zany lesy tsy mifampi-demande ninoninona a!!!!

FA:

Te hanao an'zao sy zao aminy, Te ampiseho, te hanao ze mahagaga, te hampidera, te hanome, te hampotsiriritra, te hanaitra, te an'zao rhetra zao na dia zavatra tsy mbola hay sy tsy fantatra aza na tsy fanao mihitsy dia tina atao aminy, te hanaonao hoan'ilay olon-tinao, zay no zava-mitranga rehefa tia sy ao anatin'ilay fitiavana, matetika io rehefa vao mifankahita voalohany no feno ery reo, fa rehefa ela niainana (miseho azy mifankalala) dia mila vanona sy retour no mahavoafandrika ny rehetra dia ao anaty gouffre @zay ilay couple raha ho tonga saina IZY ROA, izy roa tonga saina ihany vao tafarina fa raha ny iray ihany no tonga saina tsy tafarina ao zany.

Tokony manomboka tsapan'la @zay zao hoe zava-poana ny materiel rehefa ny fifankatiavana no tsy atao lehibe indrindra an!!!!

Torohevitra: atombohy @ question foana aloha aminy, miezaha tsy mamaly fa izy ametraho fanontanina isak ze hanao zavatra na inona na inona dia izay lazainy arahana sans discussion ni murmure. Dia jereo tsara fa mba anontany an'la izy rehefa tsy mahita avaly dia mba memiravona tsara ny dialogue aloha. Avieo ialahy vao mba mitady izay revireven'la @ zany hoe lhl sy vhv miaramiaina mafinaritra zany dia ataovy fa tsara daholo izay eritreretin'la eo.

ny lakile-ny dia: aza mitsara dikan'izay mba makà toerana ambany noho izy, aza asina fitsarana eo anilany.

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: rozy
Date: 12 janvier 2018 - 07:22

otrany bandy miseo mlay b mahay ko le zao io Asa ze tena situation-ny any sa oe vavany ftsn ??? :D :d Manala sorisory vao maraina aloha e Mba manomboka tsara ny journee-ko iatrehako ny asako :D :D

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: MERTESR
Date: 12 janvier 2018 - 07:45

Bonjour!
kotomaditra<
tsy dia mirevy tsika fa indraindray ihany

zao < Tsy dia hitako loatra izay vaholana fa moral ny bdb amin'ny tenin'i Drangahy!! izay ny mahatonga ahy miteny hoe aleo ny vehivavy no hamaly satria mety efa misy niaiana efa miys miaina an'izany tranga izany dia mora ho an'ireo no hanoro hevitra ahy

rozy < Mazotoa miasa eh

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: rasobakobako
Date: 12 janvier 2018 - 08:39

Rehefa te ho irery enao dia mandehana mivoaka ny trano fa tsy ilay vadinao no rohasinao,dia afaka 1h ou2 lazainao dia miverina rehefa afaka ny aretin'andoha

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: namanafotsn
Date: 12 janvier 2018 - 08:50

Vehivavy no manoratra:
Raha ny fijery ny tokatranonareo dia tsy tokony hisy olana be manaona raha izany filazanao zany,kanefa koa atahorana raha tsy misy ny fiovana,dia ianao moa zany no tena fanafodiny raha toa ka vonona ny hiova sy hanana toetra mendrika azy ianao.
-Azoko ny tinao tenena nipetradrery ianao pdt 10ans dia mety hoe efa zatra anizay ve?raha ohatra ka hoe namana na havana lay miara-mipetraka aminao zao dia mety hitombona ny eritreritrao,ny anao nefa ty tsy zay fa vady,noho izany raha tena raisinao vady marina izy dia mitovy nareo zany ary iray ihany ianareo roa araka ny Baiboly.
-Mandefitra izy satria efa anaty tokatrano,kanefa tsarovy fa misy fetra ny fandeferana,ahilikilikao izy zao,anaovanao vava sy toerana tsy zaka,roahinao mihitsy,dia tsy maintsy hivily lalana ny hiafarany ary tsy hitodika aminao intsony izy,surtout moa avy eo ka misy olona manome fitiavana feno azy,dia ho taraiky eo ianao satria dia olombelona tahaka anao izy,ny biby ary tsy traitena toy zany,noho izany tokony andinitena ianao,efa tsapanao ny toetra ataonao aminy ka ataoko ngamba fa tena fotoanany zao hanovanao zany ary tsy mila miandry ela fa sao hanenina ianao aoriana kely.
-Miteny ianao,asa stable,fiara,trano mitovy finoana,tian'ny rafozana,tsara tokoa ny manana ny ampy ary ilaina zany eo @fiainana,ka sao kosa ary ianao manome lanja bebe kokoa reo resaka ara materialy reo dia heverinao fa ireo dia tokony ampy hampande lay tokatrano?noho izany dia atsatohy ao anaty sainao fa ny fitiavana no lehibe indrindra,dia manaraka sy mameno azy ny sisa.
-Eo ampieritreretana ny anao zaza kely nareo @zao,tsarovy fa ny vehivavy raha vao miaina anaty korotana lava indrindra ny aratsaina dia tsy hipetraka vetivety io,ary rehefa mipetraka lay zaza ka mbola mitohy ihany lay korotatsaina dia misy fiantraikany @lay zaza sy ny toepahasalamany rehefa teraka na koa sanatria hisy fausse couche mihitsy na premature,noho izany raha tena te hananjanaka marina ianareo,dia alamino alo lay fiarahamonina ao anaty tokatrano,fa manjary lay zaza no ho victime tsy fidiny ka sao hiandry zavatra ratsy hiseho kanefa hiova ihany dia hiaina ny nenina avy eo.

Fanampinizay dia olona mino an'Andriamanitra ianareo,koa ankino Aminy ny fiainana rehetra,na io toetranao io aza dia ento ambavaka fa hain'Andriamanitra ny zavatra rehetra.Dia mahereza

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: MERTESR
Date: 12 janvier 2018 - 10:00

rasobakobako < misoatra fa solution de forme fa tsy fond angamba eh

namanafotsn <misaotra indrindra amin'ny fananarana eh!!! manaksitraka !fa tsy mahita taratra vahaolana loatra ny tenako(miala tsiny ah) constat no betsaka!

Ny vavaka ilaina foana fa mila arahina asa eh!!arak'ilay teny hoe: les astres inclinent mais ne determine pas

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: ataovy mazava
Date: 12 janvier 2018 - 10:45

Mety misy antony maro mahatonga anao niova. Tsy ilay hoe ianao efa zatra irery fotsiny, fa samihafa ny olona. Ny vadiko ohatra dia olona tsy tia elingelenina rehefa misy mampiasa saina azy. Mety izay no lalovanareo amin'izao. Misy koa mantsy ny lehilahy raha vao vita ny mariage dia lasa mieritreritra zavatra be dia be.

Ny tokony atao dia miresaka : Mila mifankafantatra ianareo. Ianao mila mahay miteny aminy tsotra hoe mila mangina kely andiny iray na roa, tsy hoe leo azy na inona fa mila mi-charge batterie fotsiny. Izy koa mila mianatra hoe izay izany no tena toetranao rehefa misy mampiasa saina. Hafa fony mbola mpisipa, tsy mifankahita foana dia nanana ilay fotoana ho azy ianao. Fa amin'izao efa miray trano. Tandremo nefa sao ianao lasa mila irery ela loatra, tsisy toerana ho an'izany ny tokatrano.

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: ataovy mazava
Date: 12 janvier 2018 - 10:47

Metaphore iray hoe mi-charge batterie fa tsy hoe low bat ny phone no antony lazainao amin'ny vadinao hahaha.

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: namanafotsn
Date: 12 janvier 2018 - 12:55

Tsy ahitana vahaolana hoy ianao,lay tokatrano na fanambadiana dia tsy dia misy formule mipetraka loatra hoe raha zao ny zavamiseho dia tokony zao no zavatra atao ary dia misy resultat mazava.
Zay no antony tsy hiraisana trano rehefa manambady,sady efa voasoratra mihitsy hoe handao ny RAD-ny ralehilahy ka hiray @vadiny,zany ihany koa no antony tsy hidirana lalina @tokatranon'ny hafa na koa hitantarana ny olana @RAD na havana,ny eto moa @maha forum azy tsy mifankahita na mifankafantatra lay mifapiresaka dia malalaka be afaka milaza ny mahazo azy ny tsirairay ary mitady vahaolana.
Ka raha mahatsapa ianao fa misy fananarana ihany ao anatiny dia miainga avy @reny ny vahaolana,toy ny aretipo ihany io donc ianao sy ny vadinao ihany no miara-mitsabo ilay izy ary fanafodiny,ny olona ety ivelany mety mananatra,mety manome tsiny mety mitsara mety mapitandrina mety maneso mety mandrangitra mety mananihany fa reny rehetra reny mitambatra kosa dia misy lesona azo tsoahina ka tokony na mety ahitanao vahaolana.
Raha toa mo ka tsy nisy fiantraikany mihitsy na tsisy azo raisina mihitsy zany rehetra zany,fa mety ilaina hidirana antsehatra dia ny tsaratsara kokoa ngamba manantona ny pasitera nanamasina ny mariagenareo raha toa ka vita mariage sinon afaka manantona azy reny fona na zany na tsia.
Ny vavaka ilaina fona arahina asa ary indrindra indrindra arahina finoana sinon na hiasa mafy eo aza ianao kanefa tsy misy finoana dia ho reraka fotsiny ihany.

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: manantona
Date: 12 janvier 2018 - 17:50

Vehivavy aho no manoratra ;
efa deraina tanteraka ianao amin'ny finiavanao hiova , manantona conseiller conjugual na psychologue dia tantarao azy avokoa ireo lazainao etsy aloha rehetra ;
misy Jeneraly iray mpitaiza couple ao am radio Don Bosco
na mijery psy e; efa betsaka izy eto ; important ireo fa tsy vitanao amirery io fiovana io ho an'ny ho avin'ny tokantranonao rehetra ; na ny hitondra vohoka amin'izany situation izany aza sanatria ho arotsarotra ho an'ny vadinao raha izay foana ilay iainana ao an-tokantrano.
Mahereza dia bonne continuation ;sy mamerina ny firarian-toa fa ny fahaizanao manaiky y mandini-tena toy izao dia efa midika fivoarana lehibe ho an'ny tokantranonareo roa kely.

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: MERTESR
Date: 16 janvier 2018 - 12:20

manantona ....Misoatra ny valinteninao no tena nahafapo

Ho ela velona enao

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: olo gaigy
Date: 23 janvier 2018 - 13:06

Ny olona otran'ty ranamana ty zan ts tokn hanokatra sujet mihitsy raha ny fijeriko ilay izy satria ts tsapany mts ny lanjan'ny lera lanin'ny olona mamaly azy rhf ts mifanaraka @lohany sy ny sitrapony valintenin'ny hafa.Rehf ts mety aminao ny fananarana sy morale d aleo ts manokatra sujet fa manjary mahavonto fo ny fomba fandraisanao ilay conseil-n'olona.Psy mts no mendrika hamaly ny olana satria toa olona mafy loha sy be saina ianao ka tsy manaiky fananarana sy morale omen'ny olon-tsotra!mandiniha tena fa efa olona tsy noramle intsony ianao matoa psy sisa no mahavaha ny olanao!!!

Mampalahelo ilay vadinao sendran'ny lehilahy misy fahavoazana,tsy laitran'ny balan'ny fananarana.puff non_

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: ita_oà
Date: 23 janvier 2018 - 15:44

marina mihintsy izany ry olo gaigy, Misy mandefa post ho azy dia hoe morale no betsaka, tsy misy vahaolana izay ny constat.

Ka rehefa mahay manao constat be ise dia mitady vahaolana ve tsy hain'ise raha izany?

Options: Répondre
Re: Vehivavy Mandefitra
Par: resak'é
Date: 24 janvier 2018 - 15:26

itony ilay hoe mapirevy mpi forum dia mampiteny ny te hiresaka rehetra ,efa hita zao fa resaka ketots fotsiny tsss

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg