Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
DIVORCE
Par: CA
Date: 15 janvier 2018 - 13:49

Miarahaba antsika rehetra,

Lehilahy no manoratra, ianjadian'ny olana ny tokantranonay dia nanapaka ny vadiko fa hampiditra divorce.

2 taona izahay no vita ny mariagenay ary 7 mois ny zazakely, tsy dia nisy olana betsaka fa niaina milamina tsara izahay, izao raha teo sady tsy misotro no tsy mifoka ary nofy izany oe ikasitanana.

Azo lazaina oe somary sahirana iany zahay eo @lafiny fitadiavana, indrindra tao aorinan'ny fahaterahana. Na izany aza misy ambon bava kely iany zahay isambolana.

Niteny tamiko ny vadiko iray volana zay oe iverina iasa fa tsy ampy ny ato antrano, no leo b izy mijanona rery ao antrano . Niresaka anefa izahay fa aleo manao investissement ho an'ilay zaza d erintaona izy vao miasa. Izahay raha teo manana fivarotana "épicerie" izay tantaniny miaraka amin'ny mpanampy 2. Naniky moa izy tamin'izay.

Izao anefa dia leo ono izy mijanona ao antrao fa gadrako ao, tsy avelako mivoaka sns...
Mitaraina ihany koa izy oe ny namany rht nahazo fiara, manana "reebook princesse rose gold" sns... bdb mintsy eee!!!

niezaka ny nandamina azy aho, indrisy anefa fa sty nety izy ary vao maika nivazavaza. ilay mpanampy tao antrano no nahafantarako fa sotroiy ny "wisky" zay ataoko haingona bar ary mifoka sigara izy (averiko ilay mpanampy manko dia efa avy a).

Tratarko izy nisotro d tsy rarahiny ono fa azy ihany koa ireo, tsy zay anefa ny tiko notenenina azy fa ilay zazakely mbola minono sy ozy misotro toaka.Dia raikitra teo ny ady.

Ny ampitson'io dia nilaza izy fa leo ka hampiditra divorce, dia hiala ny trano. Niezahako nalamina ny zvt rht fa tsy nisy evitra, izao hanao divorce zao iany fa tsy misy mpiraraha, no masiaka, no gadra... ( Marihiko fa na ny zandriny na ny reniny dia iadivany daolo ary tsy misy miresaka aminy amin'izao fotoana izao).

tapitra teo ilay izy tamin'iny. Anio anefa dia naharay taratasy avy tany @hussier aho, napiditra divorce izy ary milaza fa handeha ary entiny ny zaza.

Mba mangataka torohevitra aminareo

Misaotra betsaka

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: henjana izany
Date: 16 janvier 2018 - 00:54

Inoako fa efa nifampiresaka ianareo mikasika an'io. Mety ho signe extérieur tokoa ireo resahany mikasika ny reebok sy akanjo sns fa fanontaniako kely hoe ilay investissement ve tena misahana ny zaza fotsiny ianareo sa misahana azy koa satria io fitaizana zaza io dia tena assa à plein temps toy ny asanao any ivelany koa. Vokatr'izany mety mila retour d'investissement koa izy : Tambitamby, fanajana, akanjo kely, kiraro kely etc... mba marik'ilay ezaka ataony.

Tsy manome rariny azy @ divorce aho fa mety misy ny tsy ampy aminy @ maha-olombelona azy. Tsy hoe tsy misotro, tsy mifoka ianao ary tsy mikasi-tanana dia ampy izay fa mba mi s'investir kely koa ao an-trano ohatra.

Raha nanao ireo ezaka kely ireo koa ianao dia mety tena tsy rariny ilay divorce.

Tena tsy nety tokoa ve raha niasa tany ivelany izy hanampy ny ao an-trano ? Minoa ahy fa raha natao io dia vitany ny mikarakara manomana ny sakafon-jaza ka mamahana sakafo ihany ny an'ny mpanampy ary izy mba miasa toy ny olona reheta koa.

asa nefa

Lehilahy aho ity manoratra ho anao ity ary mahita fa tena tsy ampy tokoa raha ny lehilahy irery no mamelona fa mila contributaion an'ny mpivady io na ara-bola na araka asa

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: Zany ve
Date: 16 janvier 2018 - 13:15

Mahereza l'ty baina a!
Izy iany no anenina eo @farany, Mety mbola zaza saina ko zany vadinareo zany.

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: lunah
Date: 16 janvier 2018 - 17:02

vehivavy za f marina oe mety mba te hanana mitovy am namany izy fa raha ireo motif ireo ts tokony hanaovana divorce. azafady f za mahita oe KELY SAINA ilay vadinao.
ny tokantrano anie ts vitan lamody sns tsis dikany zan e! ny zaza aona raha hisaraka.
Raha za ny eo am toeranao dia iadio hatram farany ilay zaza f reny otran zany ve no hitaiza azy? MAHEREZA E!

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: lesona...
Date: 16 janvier 2018 - 19:00

Lesona ho anareo lehilahy:
Tereo foana ilay vehivavy fa izao no vokany

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: narivelo1
Date: 17 janvier 2018 - 13:41

Zao no effet ny fivoarana é! FB et tel é! salon de massage , tonga dia haiko fa tsy manao sport ilay sipa sady tsy mivavaka na tsy ampy revy taloha dia zao vao manananika ny avo é!
lazao na tsy marina ry PJ fa ny anatro @nao ry zandry dia sitrapony ny handeha avelao handeha f'aza tanana dia ny fiananao banjinina mitodia @ Atra é

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: miezaka hatrany
Date: 17 janvier 2018 - 15:42

Maika be ny maro hitsara, na hitsara ilay lehilahy na hitsara ilay vehivavy.

Maro nefa ny olona mi-deprime kely rehefa vao avy miteraka. Tsy manome tsiny anao lehilahy aho, satria rehefa tsy informe ny olona dia inona moa no ataony eo fa fotsiny ny hoe mila vaniny fotsiny ny vadiny. Tsy manome tsiny ilay vehivavy ihany koa nefa, satria na izy aza mety tsy mahalala hoe maninona izy no lasa toa izany fa dia sorena sy tsy faly amin'ny fiainany fotsiny.

Raha hoe mbola azo avotana dia avoty ny tokatrano. Avelao izy handeha hiasa. Mba omeo fanomezana madinidinika eny izy.

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: bandy manambady
Date: 17 janvier 2018 - 17:39

Mety hapitapy tampoka na hapiakatra lalandra ilay oy izao raha tena marina ity tantara ity an,
tsy napoizinao izany ilay huissier tonga tao atrano, dia mila jerena oe inona no voasoratra tao!
ny fahitako ilay vadinareo efa niomana ny handeha sy hisaraka efa ela, mana-tsipa any ambadika afaka ny hiarahana izy, dia io no mapiriska azy hoe saraho, ahitako asa anao, tsy mety enao ataony gadra, sns e!

dia ny motif hanaovany divorce zany oe ahoana?
Mapalaelo ngahy fa courage, omano ny fiainana vaovoa, raha ny torohevitro, aza manaiky tambitamby sy inona tsony, avelao any, ny famelomana ny zaza aoriana banjinina

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: CA
Date: 24 janvier 2018 - 16:36

Misaotra anareo amin'ny valiteny sy ny fankaherezana rehetra,

tena tsy aiko oe inona ny antony, raha ny avis-ako dia tsy d resaka materiel na investissement ho anazy no tena olana. Na teo aza ny fasahiranana dia nanomé fanomezana an'i vadiko foana a, in dray isambolana raha kely indrindra, (oatra tamin'ny anniversaire any dia nomeko ranomanitra avy tao @ Feline izy " la petite robe noir).Na ny akanjo na kiraro na inona na inona mahazo vaovao foana izy (oatra ny telephoninany iphone 7 plus, ny ahy orange rise 31). Niezaka nanao izay nety rht aho fa dia io divorce io no setriny.

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: whisky
Date: 24 janvier 2018 - 17:54

CA;
efa nanao izay nety izany enao fa tsy nahatazona azy koa aleo izy handeha any fa nga izy irery ny vhv,enao irery nga ny olona voalohany nisara-bady teto antany ,raha mbola tsy fohinao dia ndana indray manao izay mety dia ireo efa nataonao ireo ampitomboy2 na3 na4 na5 na1000 dia hitanao eo ny tohiny ,rehefa tsy miverina intsony izy dia mitadiava hafa fa lehilahy tsy maty ankazotokana e!

Izay mahasoa ny zaza no diniho miaraka

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: Arfa dialo
Date: 24 janvier 2018 - 18:18

ndana mindrana 70milles euros na 30milles euros any @ hOUCINE Arfa fa mety mijanona ihany izy @zay, azony daholo ilay tadiaviny ,fa enao aza manaonao foana hanaovana ny sitrapon'ny fa betsaka gasy any amponja a!

Raha tsy mampinadrana anao izy dia hovay Arfa blondi ny anaranao dia ndana mitady vola be asa na ahasahy hiondrana @laka kely enao ho any Mayotte avy eo rehefa miadana izy

Options: Répondre
Re: DIVORCE
Par: ramah
Date: 25 janvier 2018 - 10:01

fa angaha ny fitiavana dia materiel ry akama a! ny fitiavana zany zavatra hafa mihitsy fa tsy ny iphone 7 rangahy zany

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg