Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
nouveau projet
Par: projet
Date: 24 janvier 2018 - 13:31

za vhv manana anton'asa raikitra, ny vadiko miasa tena fa toy ny tsena rehetra dia indray² mandeha indray² tsy mandeha, dia nisy projet hokasaina hatao, raha hanao prêt bancaire anefa hiaraha-mahita ny intérêt alain'ny bank
nisy bandy nanadala ahy taloha t@ mbola kely, zao samy efa manambady zahay fa mbola iray tanana, izy mahalala tsara ny situation-nay, izy azo lazaina oe manana ny ampy, nisy fotoana tafaraka zahay dia niresaka momba ny fiainana sy ny tokantrano, izy mahafantatra ny vadiko fa tsy fantatry ny vadiko, noteneniko anazy ny momba ny projet-nay dia tsara be izany ozy ary afaka manampy anareo aho raha atao tsy fantatr'lay vadiko oe izy no manampy anay
dia eo indrindra ny problème-ko rizareo a, handray ilay vola ve hanaovana le projet-nay dia hanafina @ vadiko oe avy aiza ilay vola sa aleo hadaboka ny any aminy ?
afaka mody miteny ny vadiko aho hoe nanao prêt scolaire dia iny no amerenana tsikely² ilay vola nindramiko, efa no-proposer-ko moa izy hoe misy bijou zay aty amiko azoko omena azy dia refa tafaverina ny volany dia averiny amiko ny bijou-ko fa hoy izy hoe tsy mpampanjana-bola ono izy fa raha omenao azy ilay bijou dia raisiny fa raha hoe averina izany dia tsy tiany fa aleo andeha @ fifampitokisana fotsiny, fanampiana ono tiany hatao anay
dia vaka ny saiko handroso sa hihemotra ?

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: Mpiandry ato
Date: 24 janvier 2018 - 15:30

Aza miteny intsony hoe Kristiana fa ndana aloha miverina mihanatra Didy-10,dia tsy mametrapetraka fanotaniana hoatr'izao intsony @ manaraka


Ny vaha olana dia mila manala devoly enao!manatona mpiandry

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: adalavé
Date: 24 janvier 2018 - 16:50

oay kosa e! inona ty valitenin'olona tsy ampy fahendrena ty??? Fantatrareo kosa vé ny ny tantarany e! omeo conseil fa zay no tadiaviny eto , toy ny rehetra !!

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: ====,
Date: 24 janvier 2018 - 17:46

adalavé=enao mihintsy izao no mila homena conseil hoe vakio tsara ny soratny dia aza avela hanomboka relation malsaine izy @ fomba tsy mahitsy @ zay tsy tonga hatr@ olana ny tokan-tranny ,tonga dia toraka ranoman-gatsiaka hampifoha azy @ torimasony ny resaka

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: avalomy tany
Date: 25 janvier 2018 - 09:17

projet >>> Vao ianao nitantara ny fiainan-tokatranonao tamin'io lehilahy io dia efa diso. Dia avy eo ianao manana fikasana haka vola ary afeninany vadinao. Dia avy eo ianao mi-propose hanome bijoux anao ho tehirizin'ny lehilahy vadinao. Mba alefaso lavitra ny saina ry vehivavy.

Raha manana olana lehibe ny tokatrano dia miresaka amin'ny vavolombelona na amin'ny olona hitokisana, ary resaka hifanarahan'ny mpivady ... Fa tsy hoe ianao miresaka mitokana amin'ny olona efa taratara taminao taloha, ary tsy atao fantatry ny vadinao. Mazava be izany : Mihazakazaka mankany amin'ny fahaverezana ianao, ary fantatrao tsara izany, fa ianao tsy te hifoha.

Raha vao manomboka amin'ny hoe tsy atao fantatry ny vadinao ny resaka, dia efa mitsaoka no tokony ataonao voalohany. Rehefa tsy vitanao izany dia miomana fa efa tsy lavitra ny fampirafesana.

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: namanafotsn
Date: 25 janvier 2018 - 14:05

Lay teninao hoe "raha atao tsy fantatr'lay vadiko oe izy no manampy anay",jereo tsara fa efa mipetraka dieny ety ampiandohana ny condition,ary tadidio fa zavatra misy condition dia tsy maintsy hila tambiny na ho ela na ho haingana,ohatra fotsiny hoe ny bijou-nao raha atao antoka tsy mety aminy fa raha omena azy dia tsy maninona,zany hoe tena mipetrapetraka tsara zany ny velampandrika eto raha tsy misaina tsara ianao,ary tsy ho afabela nefa ianao @zany fa tsy maintsy hisy contre partie-ny io.
Ka ny tokony ataonao dia zao,raha tena vonona ny anampy anareo tokoa lay bandy,dia mifampiresaha nareo mivady aloha raha mety ny hamarotana lay bijou,dia lazao azy ny olona hividy,dia teneno lay bandy avy eo hoe vidio ary ty bijou ty hoe satria efa tsy mety aminao iany lay izy atao antoka dia ho hita eo,rehefa tsy mety moa izy dia mitady olokafa ndray nareo amarotana lay izy.

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: projet
Date: 26 janvier 2018 - 10:36

misaotra anareo zay namaly

namanafotsn>> izy aloha dia tena lhl tsotra ka tsy dia atahorako oe ho tonga @ contre-partie e, de plus tsy afaka ny hifankahita matetika izany izahay satria samy manan-tokantrano, samy miasa ihany koa

izy niteny fa tsy te-ho fantatry ny vadiko oe izy no manampy anay satria fantany ny vadiko fa masiaka ka raha vao hoe lehilahy no hanome vola dia tsy maintsy raikitra ny gidra² dia izay no tsy tiany nefa fanampiana no tiany hatao fa tsy gidraka

avalomy tany>> 15 ans passés nanana mazda zahay de le vadiko no nitondra anazy saingy narary mafy le rafozan-dahiko dia tsy maintsy namidy nitsaboana anazy ny vola (fantatr'ilay namako io hoe nitondra mazda le vadiko dia nanontaniany za hoe fa nankaiza ny fiaranareo zay no nahatonga ny resakay fa tsy hoe za no nitantara ny fiainan-tokantranoko taminy), efa niteny moa aho hoe ilay mitondra mazda efa spécialités-n'ny vadiko fa mba omeo mazda iray ao aminareo alanay traite, dia azoko atao mihitsy zany fa sao dia manahirana @ vadinao ozy, dia izahay mivady ange no hiresaka aminao ho'aho e, sarotra be izany hoy izy fantatro tsara vadinao iny fa raha izy tsy hanaiky an'izany eo, dia izay no nahatonga ahy niteny hoe ary raha vola

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: hi hi hi
Date: 26 janvier 2018 - 15:33

aza mba donenitra ohatry ny sôferana mazda ihany ry zalahy a

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: avalomy tany
Date: 26 janvier 2018 - 16:01

Hay tena ianao no tompon-kevitra nangataka taminy fa tsy izy no nanolo-tanana mialoha ?
Na izany na tsy izany, fetsy ny lehilahy fa aza poizinina amin'izany ny tokatrano. Meteza hieritreritra fa aza dia mora jamban'ny resaka na dia vehivavy aza.

Jereo fa amin'izao, na dia niteny aza ianao fa ianareo mivady no hiresaka aminy, dia tsy ekeny fa hamboleny hantsana (secrets) lehibe eo anelanelanareo mivady. Dia mbola hainy ny mandresy lahatra anao fa ny vadinao no lehilahy ratsy mahatonga io secret io fa tsy izy. Dia io tokoa ianao fa ndeha hino ary hitady hevitra mba tsy hahafantaran'ny vadinao ilay izy.

Ny tokony ataonao, na manaiky ilay lehilahy na tsia, dia miresaka amin'ny vadinao hoe misy an'io lehilahy io izay efa nanadala anao taloha niresaka an'izao sy izao. Rehefa tsy mampandry saina ny vadinao dia miaraka mitady hevitra hafa ianareo mivady fa tsy ianao no miaraka mitady hevitra amin'ilay olona hafa.

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: Salamaaa
Date: 07 février 2018 - 17:40

Miarahaba.
Io matetika dia hevitra diso tanteraka mintsy.
Ny mpivady dia olona roa miaraka eo @ fiainana.
Zany oe ianareo mivady no miara manapaka sy mandidy fa tsy ianao irery raha resaka toy izany.
Ianao iany dia efa namaly fa vaky loha ianao satria fantatrao fa tsy mety izany.
Na inona na inona projet ao antrano dia tokony hiara miresaka sy hiara mijery. Vadinao izy fa tsy anadahinao, na namanao, na zanakao... Raha tsy vitanao ny hiresaka aminy dia ajanony fa hamatotra anao ny lainga ataonao na ho ela na ho aingana

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: oh ie
Date: 09 février 2018 - 20:39

Tsisy olona hanampy anao fotsiny @ zao andro sarotra izao fa misy zavatra ilainy aminao, ampandoaviny anao en nature io , dia ny tokantranonao ho rava moa ianao lasa andevon'ilay bandy ara-pananahana.

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: kalakely2
Date: 08 mars 2018 - 16:30

Raha ny fahitako ity resaka ity dia ianao mihitsy no olana fa tsy ny tsy fanananareo vola. Mitsiriritra io lehilahy io ianao satria manam-bola nono ny vadinao izy, dia mitady hevitra ianao iarahana aminy.
Raha tianao ny tokantranonao dia tokony hesorinao ao antsaina ny momba io lehilahy io dia mitadiava hévitra hafa.

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: ginagina
Date: 09 mars 2018 - 16:31

olon mitady problem ianao raha tsy fantatriny vadinao ny projet dia tsy hamerimbola le olotianao taloha anaovany chantage ianao dia inona no ataonao aza miditra amin'ny kilaoty tery an tandremo aza hoentin'ny sentiment sao very ka hanenina eo
MIJOBOKA EO AN

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: Kita
Date: 11 mars 2018 - 06:43

Tsy mety v raha avy dia resahiny mialoha inona no mety handrasan'ny mpampondrana aminao raha raisina ny fanampiany?
D manontania tena izao Sao Enao mihintsy koa no mety hitarika azy amin'ny fakampanahy any aoriana.

Ra resaka madio ny azy, raha matotra koa ianao, tsy hitako ny olana. Zara aza misy an'izany.

Options: Répondre
Re: nouveau projet
Par: LITTLE THINGS
Date: 20 mars 2018 - 13:42

Amiko tonga de avalony any izany Ra za manokana tsy mety ary tena zvt ratsy izany mpivady mifanafina zany Ary marina ny teniny etsy ambony oe enao vo nitantara ny projet anareo taminy de efa tsy mety Tkn ampalalainao ny vadinao daolo zany rht zany Fa eo d efa hita ny ho avy ny fanambadianareo ra vo tohizanao io
Bonne chance e

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg