Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: kilongalah
Date: 05 février 2018 - 08:54

Lehilahy manambady sy lazain'ny olona fa manaja vady hono izaho

Ny mahagaga dia refa misy namana miantso aho ny hariva,izay marihiko fa tsy matetika dia tsy mahazo mivoaka hoy madamo fa efa alina.

Sady ampiany fa anisany zavatra tsy tiany indrindra izany.

Misy fotona moa mba tena te hiaraka amin'ny akama ka manao di-doha mivoaka fa tena ranomaso tsy ranomaso ary tena bongo maso mandritra ny herinandro.

Lay mahita azy mijaly mampalahelo ahy nefa za koa toa mahatsapa oe migadra izany raha tsy afaka mivoaka miaraka amin'ny akama mihintsy

Averiko indray fa tsy hoe matetika izany fa in-1 madeha isam-bolana ohatra

Mba misy namako miaina an'izany koa ve ato

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: ekena
Date: 05 février 2018 - 14:39

ianao kosa efa tonga avy miasa ve dia hivoaka indray e!
Alohan'ny hodiana dia vitao daolo zay any ivelany any, graduation

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: kilongalah
Date: 05 février 2018 - 17:15

ny aty amin'ny faritra andrefan'ny nosy aty manko arivariva vo mba mivoka ny olona fa mafana be ny atoandro.

Fa tena izay ve zany no tokony ho izy oe tsy mahazo mivoka mihintsy na dia hoe occasionnellement aza ?

Izay manko no tena tiko fantarina eto

Hoe refa manambady dia tsy tokony hivoka ny trano. Betsaka lehilahy manambady amanjanaka ihany eo amin'ny manodidina fa toa tsy izay no hitakoa ko

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: Annette
Date: 06 février 2018 - 07:04

Tokony miresaka nareo eh.
Miteny ianao hoe tena mahatsapa tena ôtran'ny migadra amin'ilay famerana. Ianao koa anefa tokony mahalala tsara fa madio ny fiarahana @ akamanao, sady "safe" tsisy atahorana.

Miankina lavitra amin'ny fiainanareo manokana io e. Tsy mety koa anefa ny manao letrezana.

Fa izao koa an : jereo ny zava-manan'aina hafa, na zava-maniry miaina, fa raha saronana tsy ampahitana masoandro ela dia maty ny hiafarany, na ratsy faniny.

Koa izay ilay fahaiza-miainan'ny tsirairay mazava loatra, na avy aminao, na avy aminy.

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: Nisii
Date: 06 février 2018 - 11:08

Miarahaba ô,

Tena arakarakareo ihany io a !

Raha manaja vady ianao dia mba lazao azy ny hetahetam-ponao e ! Tokony miresaka ianareo satria tsy misy maha ratsy an'izany hoe mba te iaraka @ namana izany fa na izany aza mety mi-rassuré an'azy ohatra ny ilazanao azy hoe miaraka @ namana i Rakoto sy Rabe sy Radoma ohatra dia ianao ihany dia efa mametraka hoe mety @zao za mody. Dia mba respecté-na ilay teny. Eviténa ny ranomaso miparitaka. Izay aloha anombohana azy dia hitanao miandalana eny ihany hoe inona ny antony, ahona ny hitondrana ny resaka manaraka, sns sns

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: kilongalah
Date: 06 février 2018 - 17:00

Misaotra betsaka amin'ny toro hevitra fa tena azo raisina daholo

Tena marina aloha fa fitaizana samihafa sy fomba mifanalavitra be no nitaizana anay

Fa le hoe amin'izao lera aho no mody io zao no ndeha andramna indray


Mankasitraka e

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: Nisii
Date: 06 février 2018 - 19:11

kiss

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: vivi-anne 67
Date: 06 février 2018 - 20:44

Dia maninona raha mba miala voly miaraka amin'ny namana indray mandeha isam-bolana fa dia stricte loatra amiko ny vadin'ny mpanokatra sujet ! ianao angaha fananany ? miasa ianao koa maninona no tsy afaka hivoaka kely ? sa mamo be sy midaroka rehefa mody, resaka sy olana hafa indray iny ...tsy maninona raha mitomany izy, miresaha tsikelikely fa mety matahotra izy sao mahita olon-kafa ianao any na manitsakitsaka azy !teneno izy amin'ny firy ianao mody dia arahanao izay voalaza !lazao fa mba afaka mivoaka izy miaraka amin'ny namany na atoandro aza io dia efa ok raha matahotra mivoaka alina izy ! tsy misy ohatry ny miresaka e! aza manaiky kosa aloha hoe tena tapahiny amin'ny vie sociale ianao ohatra fa dia hoe miasa dia mody, lasa monotone ilay fiainana, leo ianao avy eo ,io aza no tena mampitsiry hevi-dratsy ! mazotoa e

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: samihafa
Date: 06 février 2018 - 22:35

tena samihafa mihitsy tokoa ny fiainan'ny olona any dago sy aty an-dafy.
Ny aty tsy olana mihitsy izany samy mivoaka miaraka amin'ny namany avy any na ny lhl na ny vhv. fa tsy misy izany hoe ny lhl ihany no mahazo mivoaka fa ny vhv miandry trano.

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: rabaombina
Date: 07 février 2018 - 08:43

samihafa > tsy misy idiran'ny hoe any andafy sy aty dago izany io fa miankina @ tsirairay sy miankina @ mpivady ihany e

aty madagasikara betsaka ny couple no samy mahazo mivoaka daholo na ny lahy na ny vavy, tsy hoe izay no hitanao eto @ ity sujet ity de hoe izay daholo ny mpivady aty madagasikara

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: vivi-anne67
Date: 07 février 2018 - 10:04

Tena tsy misy idiran'ny aty an-dAfy sy any Dago izany fa io fifampiresahan'ny mpivady no important! aiza no misy hoe tsy mahazo mivoaka izany, ny migadra aza efa tsy fidiny! tsy dia manararaotra alim-pody isan'andro kosa nefa an !

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: kilongalah
Date: 07 février 2018 - 10:40

fiaina iainana leizy dia tantaraiko, angamba ny any andafy sy eto dago azo atao oe tsy misy hafa loatra raha resaka vie de couple

Ny zavatra tsapako koa aloha dia toa lasa matanjaka be ny vady na lehilahy io na vehivavy reha hajaina be.

Hany ka refa tsy tafaresaka mialoha na misy fanapahakevitra raisina tsy nierana na zavatra tsy fatao matetika dia misy fiantraikany tsy zakan'ilay ankilany efa zatra hajaina. Sa ve oe izany le mitady ny lafatra izay tsy dia misy loatra

Ny mifampiresaka matetika ilaina fa eto zao dia isaky ny miresaka an'io oe tsy mahazo mivoaka io de zao no valiny: Efa nafoiko daholo ny fianakaviako sy ny fialamboliko, ny namako rehetra fa ny manaja anao sy mikarakara anao no ataoko dia mba ekeo izay fa izany no mba tsy zakako (ilay mivoka na mirevy miaraka amin'ny namana io)

Marihiko fa rehefa ao antrany izahay sy ny akama de mampirevy be izy amin'ny tsaky sy ny sisa

Za nefa tena milaza marina eto fa tsy mikoty sipa na mampirafy refa mivoaka

sady tsy bogosy be hihi

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: Manampy.
Date: 07 février 2018 - 20:12

Kilongalah > Lhl aho ary vao nivady izahay dia nipetraka folo taona tany amorontsiraka, mbola lavitra an'Antananarivo nohon'ny misy anareo mivady izao ! Dia tena toy io koa no noresahan'ny vadiko ahy ! Izaho tsy naka lagy fa rehefa mivoaka alina aho dia entiko manaraka ahy izy, nisy fotoana aza izy bevohoka fa entiko amin'ny moto fa izay no nampiasaiko mivezivezy !

Taty aoriana efa niverina nipetraka taty Antananarivo aho vao tena tsapako fa sacrifice taminy ilay nifindra monina lavitra (tanan-dehibe fa tsy kely an) fa dia tena noho izaho sy ny asako tokoa !

Nalahelo ny fianakaviany izy ary tsy andriny mihitsy foana ny fotoana hiakaranay an-drenivohitra isaky ny fialan-tsasatra.

Izay atao fa aza mandefa eritreritra lavitra ! Tsy resaka fanajana na tsia ilay izy fa mahatsiaro ho irery ny vadin'ise dia tsy tantiny raha mbola ilaozana izy rehefa fotoana tokony iarahanareo (rehefa tsy ora fiasana) !

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: kilongalah
Date: 08 février 2018 - 09:26

Misaotra an'i Manampy

Io hevitra arosonao io no hitako manakaiky ny tena fiainako satria tena haravaona tsy misy hoatr'izany reha vacance ny ankizy na misy fetim-pianakaviana tsy maintsy iakarana any Iarivo

Milaza mintsy aza ny vadiko raha sendra tsy afaka noho ny asa oe afaka manal'azy tsara za mandritra ny fotona tsy maha eo azy ireo

Fa somary hitako tokony hiezaka mafy ihany koa ny tenako amin'ny resaka fidirambola.
Ny fianakaviany manankatao nefa izahay tsotsopiainana ihany dia ny ankizy no mampalaelo indraindray fa mahatsapa hoe any amin'ny dadabe sy bebe tsika no hipetraka fa any tsara sy mahafinaritra

Malahelo kely ihany fa mila mikiry mafy, lehilahy ny tena

Mahafinaritra ny mifampizara hevitra eto

Mankasitra antsika jiaby

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: zavay
Date: 08 février 2018 - 15:18

Vehivavy aho manoratra , manam-bady , manan-janaka . Milamina ny tokatrano . Fa ilay hoe tsy mamela ny vady hiaraka amin'ny namany kosa aloha dia tsy mba tao amiko mihintsy na tamin'ny vadiko . Avy miasa izy di mody ,avy eo izy miteny hoe , hivoaka kely aho miaraka amin'dry ...... , fantatro daholo ireo olona lazainy , ary isaky ny alakamisy izy no manao izay, ary indraindray entiny ny zanako miaraka amin-dry zareo any . Amin'ny 8h farafahatarany ny sakafo hariva , fa dia tonga izy @ 7h 30. Dia izay . Taty aoriana izy , tsy nandeha , de nanontaniako hoe ngaha tsisy fiarahana indray ianareo ? dia novaliny hoe , f'angaha de isan'andro ?, de gaga enao ! izaho koa tsy nandalina . Dia indraindray izy mandeha sy tsy mandeha .Fa kosa aloha hoe , hirevirevy sy hisotrosotro ao an-trano , dia tsy tiako izany satria ny tranoko tsy tranon-danonana , sady mandany vola no tsy mety amiko satria ho fahazarana ka hanimba ny ankizy , moa tsisy fotoana anaovana izany ,sady isan-kerinandro ve dia atao foana ao an-trano . Ka ny hitako eto dia fiforetana ao anaty tokantrano , na ny lahy na vavy .F'angaha moa rehefa hoe manambady dia mikomokomo ao , ny fanambadiana amiko dia fisokafana amin'ny sehatra maro satria tsy tokana ny fomba fijery fa tous azimuts , ary mba hajaina ny mahaolona ilay vady na lahy na vavy fa tsy saromana sobika tahaka ny akoho , rehefa avoaka , mikorapaka tsy hita hoe aiza . Ka ento izy miaraka aminao dia hitany fa izy indray no hiteny hoe mandehana ianao fa aleo aho hijanona hikarakara ny sakafo .

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: kilongalah
Date: 08 février 2018 - 16:42

Siora mintsy Zavay a

Mahafinaritra ery zany fifampitondranareo zany

Vo niresaka kely an'io sujet io zahay androany, nanotaniko oe inona no tena tsy zakanao amle za mivoaka miaraka amin'ny akama

Ka efa oe tsy mety ono fa ny ny ariva mila lehilahy ao antrano sady ny lehilahy mendrika tsy mandany fotona any ivelany zany.

Namaly kely za oe: raha izany ve de mbola hanana namana ihany za, ka tsy ohatry ny hoe gadra ve zany ?

Zay no vita dia nilatsaka ny ranomasony sady niteny hoe tsy mbola azonao fona ve oe tsy mety amiko izany

Misy bandy akama ray miaina an'io koa sady en plus izy rava miasa no mbola manenjika raharaha manao sakafo sns

Narahan'lery tamin'ny onjany teny de zao lay vadiny indray no miteny azy oe sao tokony mba hivoka ianao dada hihi ... fa efa tena adinon'ny akama rehetra leri vao nanambady

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: zavay
Date: 09 février 2018 - 10:19

Adihevitra moa ny atao eto , fa ohatry ny mahagaga ahy indraindray , ny mahita vehivavy miseho ho entitra be , masiaka mihintsy raha vao mb manao zavatra kely ivelan'ny trano ny vadiny : minamana @ olona fantatra na fianakaviana io na namana taloha fotsiny , manao activités . Tsy efa fantatra mialoha ve ny fisian'ireo talohan'ny nivadiana ?? ary io no nanambadianao azy , novolavolain'ny fiainana niaraka tamin'ireo izy , izay notiavinao io , sy nekenao . Izaho izany tsy miresaka olona be gidra eto . Ohatrin'ilay fanambadiana no nentina hanipazana ilay olona anaty lavaka dia saronana ao , asiana tuyau fotsiny hisy rivotra iainany .
Tsy misy ny parfait , fa hajaina ny maha olona ilay partenaire. Izaho mahita lehilahy , olona fantatro tsara : mirava amin'ny 5 h izy ny hariva , maka ny ankizy any amin'ny renibeny , miantsena sakafo hariva , mampandro sy mijery ny devoir ny ankizy ,mbola izy ihany koa no mahandro ny sakafo hariva ary ny tena loza dia izy no mampatory ireo ankizy . Ilay vehivavy aiza , avy miasa , ilaozany mankany amin'ny havany tsy hita hoe ahoana sy inona foana ny atao any , dia amin'ny 7 h izy vao tonga , dia kitakita no heno , hoe : ity toa tsy nataonao , ...... dia rehefa avy eo mijery télé madama . Miandry ny sakafo masaka . Ohatry ny mpiasa ilay bandy .

Saika isan'andro io scène io , dia gaga enao ! tsy idirana ny tokatranon'olona fa misy olona dia nul eto amin'ity planète ity . Tsy mamporisika aho hoe manaova révolte fa tahaka ny soavaly mitapina oeillères ilay vady . MAMPALAHELO .Very ny maha olona azy .

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: hatsikana
Date: 09 février 2018 - 10:32

Lelah: Allô, @ 8 eo za malala vao tafody fa mba hiaraka kely amin-dry Boana a
vevav: Ok ary e.
Boana: Izy ve le niantso teo ?
Vevav: Izy mihitsy. Mbola afaka mijanona adiny roa izany ianao fa izy hono mbola hiaraka kely amin-dry Boana.
Boana:??????

Fehiny: "ALEO MODY ALOHA..."

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: vadymisaina
Date: 09 février 2018 - 11:26

kilongalah< mitovy cas @ vadinao ny tenako, ny anay ndray dia tena niaraka fona nivoaka alina fa ny nahagaga dia zao, nanomboka nisy tara2 t@ vadiko @ zay ilay sipa sasany namanay, ny vadin'ny sipa sasany koa nanomboka nikôty ahy daholo, fa tonga dia otrany kivy be zany za mieritreritra ny suite ny tantara hany ka voa hoe andeha hivoaka alina hiaraka @ reo namanay reo dia kamo be za, zao lasa nivadika ny tantara fa lazain'le bandy vadin'ireo namanay reo ndray fa za hono tsy mamela ny vadiko ivoaka alina! grrrrr

ka ho an'ny kilongalah encaisse-o tsara ny vadinao fa misy antony ao fa tsy dia normal zany hoe vao andeha hivoaka ianao dia ranomaso!

bref aleo manavao namana ndray dia ho ita eo!

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: vadymisaina
Date: 09 février 2018 - 15:55

dia iny tokoa ilay vadiko fa tsy nandeha nivoaka tsony nahita anaha tsy nandeha avy eo anefa ilay vadiko mi- se plaindre etsy sy eroa tokoa fa hoe tsy avelako mivoaka alina! lasa aty amiko daholo ny rihitra no niangona grrr! izy tsy naharaka ilay film mihitsy!

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: Rondro!
Date: 09 février 2018 - 17:37

Mbola nisipa izahay dia niezaka ny tsy hanana namana manokana fa noraisina daholo ho namana iraisana. Nisy ihany ny sasany tsy nety nifandray , dia tsy niarahana. Nivady izahay dia matetika relations de couples . Nisy fotoana aho (t@ bevohoka be na nitaiza kely) tsy nazoto hivoaka, dia nalaina hivoaka irery ny vadiko afa-tsy indraindray foana. Taty aoriana izy nisy mpiara-mianatra tao @ lycée miaraka manao belote rehefa week-end dia niantso azy; nandeha irery aloha izy. Nandeha in-2 dia hozy t@ ireo namany :"Tena tsy mahazo aina aho mandeha irery; aiza koa tontolo herinandro efa tsy mifankahita izahay, dia ny week-end koa ve samy handeha @ izay alehany!" (Izaho mantsy tsy miandry azy ao an-trano fa mba mandeha any @ RAR-ko miaraka @ ankizy). Dia tsy nety izy raha tsy samy mitondra vady; izao izahay misy couples vitsivitsy mifanasa (mifandimby), miara-mitsangatsangana tonga any Majunga ...ets. Efa samy lehibe anaka dia malaladalaka mandeha. Tsy misy mahatsiaro "voasarona" na "voagadra" izany
Ataovy sary an-tsaina anie raha ianao mitaky ny hivoaka irery io no asaina miandry trano irery; mety aminao Ve?

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: akory atao
Date: 12 février 2018 - 07:26

rehefa Rangahy no mitaky hivoaka alina hanal'azy dia la voie est libre fa rehefa ra vhv @ zay mba miteny hoe za ko andeha hiaraka @ reo namana na mpiara miasa hivoaka alina fa andraso ny zazakely sy ny trano zava-doza (fa ianao ngah @#$%&???)

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: IRINA
Date: 12 février 2018 - 13:51

Dia gaga daholo avy eo hoe fa maninona no manjary mampirafy ilay lhl. Raha izaho ve zao talohan'ny nanambadiako no efa zatra niasa, manao volo, manao vernis, manao lokomena, mivoaka kely miaraka @ namako rehefa mba avy mandray vola zay no mba fahafinaretako. Dia nony injay zaho hanambady dia ho fehezina tsy mahazo manao an'zao sy zao??. Tsy manaiky anzany aho. Dia hahita zay hitomany herin'andro satria hoe nivoaka kely ianao???. Tsy mahatoky tena kosa lay vadinao, ampanaovy zavatra zay tiany, lasa saro piaro ho azy ao an trano ao. Lasa zavatra mavesatra be lay fanambadiana raha ohatrzany. Lasa crucification, hazo fijaliana be. Alamino dieny zao, tsy mety amiko lay fomba fifampitondràna hoe, tsy mety amiko koa ity ianao mitomany lava ity fa miovà fa manahirana be. Olon dehibe efa manam bady ve dia hanao comportement ohatrzany???

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: femme_au_foyer
Date: 13 février 2018 - 07:33

Io olana io dia olan'ny femme au foyer surtout ary normale be ny réaction-ny. Pendant la journée izy irey no ao an-trano dia aminy tokony rehefa mirava ny lehilahy dia ao an-trano mi-tenir compagnie azy. ALeo atao miasa ny vehivavy na dia pour l'épanouissement fotsiny aza fa marary saina irery ao an-trano ao izy e.

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: sao dia....
Date: 13 février 2018 - 20:58

oopsManana problème psychologique amiko ny vadinao,mila manantona psy .Aiza ve dia mampitomany azy mandritra ny herinandro ny fivoahanao miaraka amin'ny namanao.

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: mmekely
Date: 14 février 2018 - 11:02

Bongo maso??? fa vadinao ve miasa sa tsy miasa? raha vhv miasa ny vadinao tsy andeha hitomany @ zay fivoahana alina zany, sady atao ahoana ko ny andeha hiasa @ zany bongo maso be zany??? dia tsy ho gaga ve ny mpiara-miasa?

Ny ahy ndray zao za te hivoaka mafy mitsy fa tsy afa-manoatra fa mbola mitaiza kely dia vo mahita ny vadiko mandeha manal'azy za de crise be marteau, ianao lasa mpiandry zaza sy trano rehefa tsy ao ny sol

Options: Répondre
Re: Tsy mahazo mivoaka ny trano rehefa ariva
Par: Hono oa
Date: 14 février 2018 - 14:15

Sao dia matetika loatra kosa ilay fivoahanao miaraka @ akama e? Na tsy mba manana programme miaraka mihitsy ianareo? ?
Misy antony izany ranomaso be izany ?sao ianao dia zatra mpanafina izay ataonao na diso tia namana sy revy loatra?

Raha ny tokony ho izy aloha dia tsy mitovy mihitsy ny fiainana célibataire sy marié! !mila lanjalanjaina avokoa izay atao

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg