Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
mbola tokony hijanona ve??
Par: henintsoa
Date: 09 février 2018 - 11:23

niniako notantaraina ato ity tantara ity mba ahafahako miresaka sy maneho ny hevitra satria zao ilay tantara:
9 taona nivadiana , 2 ny zaza, vehivavy ity mitantara , efa tsy zaka intsony ity teny mahery ataon vady ato antrano ity, ambaniany @ havako sns kanefa dia zara ra mifandray amin havana avy aty amiko zahay , ny havany kanefa lolohavina antampon ny loha tsy mitaraina na mimenomenona aho , na dia fantako tsara daholo aza ny fahalemin ny tsirairay .zany tokoa ve ny fanambadiana?ny tokantranop rehetra ve tsy maitsy miaina an izany daholo?ny lehilahy rehetra ve efa voasoratra fa tsy maitsy miaraka @vehivavy any , ary ny loza dia efa voan aretina tany (MST) io le raha??inona ny tokony hataoko?? misaraka ve? rehefa resahina anefa dia tsy mety ho diso mihintsy ??ankoatry ny vazavaza igagan manodidina dia mampalahelo ahy ny ankizy mahita ny hanaovany ahy isanandro .
rah amba manankevitra ianareo dia mba toroy e.isaorana sahady

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: Eva.
Date: 09 février 2018 - 14:32

Ny 90% ny lhl dia ohatran'io vadinao io raha mbola tanora.Rehefa antitra ry zareo vao mihamalefaka satria tsy matanjaka intsony ara-batana, reraka, marary, mila vhv mikarakara dia milefitra.

Ny torohevitro: mivavaha mba hanananao hery sy faharetana ao an-tokantrano.Tsy vahaolana ny fisarahana raha tsy efa hiatra aman'aina.Dia ny ankizy no tezao sy arovy tsara satria tsy maintsy misy fiantraikany aminy ny gidra2 ao an-tokantrano. Ny lhl tsy hivaky loha @ zany mihitsy.
Rehefa hitanao fa tsy rariny dia valio, avoahy ny alahelo aloha.Fa rehefa tena mitaba2 be izy dia aza mamaly intsony.
Resaka fianakaviana kosa aza mety influencée @ hoe havany dia omena lanja kokoa fa ny havanao zéro.Vangio ny havanao, manaova adidy, rehefa tsy handeha izy, mandehana ianareo 3 mianaka.Izay atao @ havan'ny lahy dia atao @ havan'ny vavy.Tsy vato boribory ianao, ka aza manaiky.

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: henintsoa
Date: 09 février 2018 - 17:18

Misaotra indrindra amin toro hevitra, tena marina daholo ireo teninao reo Eva fa ndraindray tena mi crack iany indraindray mapanontany tena hoe aharitra hatramin rahoviana aza izy ty , firesahana toy izao no ilaiko ndraindray fa tena mila ho rakotry ny alahelo ato ny fiainako , za rahateo koa tsy misy oe namana mba confident n aconfidente. zao aza za mba miasa mba afaka mahaleo tena ara bola iany fa teo aloha tena vava ratsy no azoko, ny fianakaviako tsy misy sahy miditra ny tranonay fa matahotra ny vavany fa lazainy fa tonga hangataka foana, kanefa dia tena tsy izany mihintsy no antony f amitsidika mamangy ny zafikeliny ,
tsy vanona ny hanozona mihintsy aho indraindray amin ny vavany , asa oe tanteraka tokoa ve ilay fitenenana oe ny vady no fahavalo voalohany tamiko?

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: rakotobe
Date: 12 février 2018 - 07:46

TSY MISY AFATSY NY MIVAVAKA FA MILA MIHARITRA KELY FOTSINY ENAO,
lhl za manoratra fa de tena gaga oe fa manin no mis olona mampijaly olona mitovy aminy toy izao? ra misy ts fitiavana any ivelany ny vady tokon ho tiavina fona satr hadinina @zany enao 1 jour

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: courageuse
Date: 12 février 2018 - 10:13

courage enao Henintsoa, ny fiainanareo 3mianaka no ataovy tsara.
otrzan niainanao zany no niainako fa ny nataoko dia NIEZAKA tsy niraharaha azy, mody izy tsara tsy mody izy tsy manontany aho fa avelako any, manome vola de raisiko tsy manome de avelako any, izao rahateo miasa veloko tsara ny zanako. rehefa miresaka dia resaho tsy miresaka dia avelao any. karakarao tsara ny ankizy e. ireo iany jerena fa raha manino maninona eo ianao ireo iany no hijaly. Aza mieritreritra ny isaraka izany fa aleo izy iany no hanao an'izany voalohany raha te hanao. tsy moramora ny miaina an'izany fa rehefa miezAka sy mivavaka ianao vita foana io. courage

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: Lehilahy gasy
Date: 12 février 2018 - 10:22

Eto zany dia voakihina foana ny lehilahy gasy. kanefa ra ny marina ny vehivavy koa manao ny ataony fa ny bandy ts be taraina.

Ny tiana ambara dia tsotra:

1- Ts tokony hanonme tsiny na lahy na vavy.
2- Ts tokony ampijaly vady na lahy na vavy
3- matoa niditra antsitra-po dia vonona ny hiala amin fanao izay tsy mety izany. Tiako tsidriana eto dia ts midika izany fa hanary ny namanany ny lahy na ny vavy.

tadidio fa ra mitady hanova ny lahy ny vavy dia fampirafesana,... no vokany.

Aza adino fa ny tokony hanambadiana olona iray dia izy fa ts oe hitetika ny hanova azy akory.

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: IRINA
Date: 12 février 2018 - 14:14

Courage aloa ianao fa zaho tsy mijanona @ zany. Tsy izany no nifanarahana teo ambony halitara. Tsy misy intérêts hijanonana @ olona toy izany. Torio faty any dia mandoa vola, ny havanao ve tsy hanohana anao raha ilaina zany???. Tsy vitany ianao no miaritra jaly fa ireto ankizy koa. Ny aretina manginy fotsiny, feno ny kapoaka. Ignorer o aza rarahiana intsony fa hilaozy tampoka any @ andro tsy ampoiziny, tonga dia mametraha fitarainana dieny zao sao ianao indray no lazainy mitondra mitsoaka ny zanany eo. Zany moa no zavatra hiainana rehefa manam bady koa. Kanefa dia maika ery ny ankizy @ zao hanambady.

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: dia_gaga
Date: 12 février 2018 - 15:25

Dia gaga aho amin'ilay conseil hoe mila miaritra. Fa angaha natao hijaly sy hiaina afobe dieny velona e?

Raha ianao mahazaka ny vava sy gidragidra, tadidio fa irréversible ny impact zany atmoshpère zany amin'ny ankizy. Mi-comprendre ireo zaza ireo aha miala ianao, milamina kokoa. Maninona ary isika vehivavy no mampijaly tena sy mampijaly ankizy e? Lehilahy efa mampihomehy be izany ve dia oiaretana?

Tsy ahy aloha ny lelo ka hoe ahisino na trohy e. Fa raha izaho no ataon'ny vadiko an'izany, sérieux raha misy mijanona aminao kosa eo. Tandremo fotsiny resy sy marary avy any ka hoe hody aho neny krkrkrk

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: kazambitro
Date: 12 février 2018 - 16:53

iretsy le manoratra voalohamboalohany iretsy izany ireo vehivavy soumises

ireo le zara raha nisy nikôty t@ fahatanorany, zara aza nisy naka vady.

ireo le menatra amin'ny fiarahamonina raha misaraka, ka aleo hiaretana ao na mihatra aman'aina aza ny fahoriana

ireo le karazana vehivavy miseho ho sambatra be ampanambadiana rehefa hitan'ny olona, le mpizara photo de couples @ facebook

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: AMANDA
Date: 13 février 2018 - 09:10

dia tena oe aleo ve misaraka tokoa fa oe soumise raha miaritra eo, otrany tsy voatery an.hisaraka de hanome toerana ny rafy ve? otrany vo maika faiblesse amiko, ny mijanona eo tsy voatery miaritra fa ny any "courageuse" ny ahy no otrany ombako manana oe aleo samy eo de hita eo oe iza no tsy ahazaka voalohany sy hiala e, na ina tenenina anie ny vhv mazaka kokoa noho ny lhl refa misy ny fikorotanana e, ary refa tsy ivakina loha ianareo lhl toa mivoraka iany an sutout ra misy zaza nikambanana sa ve za no diso; tsy haiko aloha fa amiko ny fisarahana efa tena oe cas de force majeur angamba, toro hevitra kely mety mahomby iany ny ahy: ny toka trano tokatrano foana ra toa ka efa nanaova voady teny ambony alitara fa ny atao dia ny mikarakara vatana ho antsika vhv,manao metimety tsara;tsy hoe i provoquer akory fa aseho fa manana ny maha izy azy ny tena e, manao ze mahfinaritra e, karakarina koa ny trano atao maha te honina, fa refa tsy ho tamana @ zany efa afaka adidy e

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: mih
Date: 13 février 2018 - 12:10

Miarahaba an i Henintsoa,

Malahelo aho mamaky ny lahatsoratrao satria mba vehivavy ihany ko ny tena,
Matetika dia tena tsy zaka ny toetran'ny lehilahy ary mampitomany mihits aza; izaho manokana tsy mi-conseille hoe misaraha na hiareto, fa zao enao ihany no tena mahita ny ao! Aza influencé n'iza n'iza fa enao irery ihany no mahalala ny mety na tsy mety aminao! aza mandray fanapahan-kevitra ao anaty ny fo mafana fa andraso tena tony, d maka fotoana d manontania ny tenanao hoe zakako ve? raha hisaraka aho d inona no vokany? raha hijanona aho, inona no vokany? Raha hoe hijanona zah hoy ianao d ny teniko hoe arovy ny ankizy, tandremo mafy mba tsy hahita ny toetra tsy zaka an'ity rainy (ohatra izy mivazavaza anao zany) fa tena tsy zakan"ny ankizy izany ary manimba be ny fisainany mihitsy., anjaranao mba mampifalifaly azy ireo hatrany, aza atao izay mankarary fo anao, fa raha sanatria maninomanino enao d ho soloiny fotsiny! Ny ankizy no mampalahelo! Farany, hitako hoe azon'ny aretina ny vadinao: mandraisa fepetra ny amin"izany, manantona mpitsabo fa aza avela @izao, tsinjovy ny tenanao! ianao tsy nanino2 lasa iharan'ny adalany tany ivelany ko! Izay no azoko ambara fa mirary soa d mahereza! Soa ihany isika vehivavy fa mahay mitraka hatrany na mafy toy inona aza!

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: dia_gaga
Date: 13 février 2018 - 15:36

AMANDA > Hoy ianao hoe hanome anjara ny rafy ve faiblesse hoy ianao. Tsy aleoko ve manome anjara ny hafa toy izay ny zanako no ho simba ny fisainana, hiaina tabataba sns... Katsaka anaty lapoaly izay tsy mahatanty miala: ny vehivavy hoy ianao mahazaka par rapport amin'ny lehilahy, fa ny ankizy ahoana? mendrika hiaritra an'izany rehetra oizany ve izy ireo.

Matoa anie mitaraina ny tompona sujet efa alohalika ny ranombary e. Marina aloha ny an'i mih hoe diniho tsara,fo tony maka décision. Ny lafy ratsy sy lafy tsara surout amin'ny ankizy. Ianao vehivavy no andry ho an'ireo zaza ka aleo preservena ny santé anao.

Mirary soa

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: henintsoa
Date: 16 février 2018 - 17:07

Misaotra anareo rehetra amin ireto toro hevitra ireto , tena tsy fiainana intsony ry reto ny ato a, raha atao sarisary dia angamba toy izao iainako sy iainan ankizy izao no atao oe afo be!efa te hiala tokoa , fa tiko atao mazava tsara ny procedures mba tsy hanenjehany ahy indray any aoriana any , lazainy fa tiny ny zanany kanefa tsy ho vitany ny hitaiza an ireto,tsy ho avelako iany koa satria, mpivaro tena no vehivavy hifaneraserany matetika ( zany daholo ve ny lehilahy, rehefa miaraka @ namany hafa dia maka mpivaro tena foana?????)sa za mihin tsy no diso epoque iainana???tsy haiko daholo izay procedures divorces fa mihezaka manangona porofo @zavadratsy ataony za zao, mampalahelo fa fanambadiana no miafara @fankahalana tanteraka, miafara @fikatsahana ny ratsy ho an ny andaniny sy ny ankilany,
Hoy ianareo amin ny torohevitra oe mivavaha.........tsy haiko oe tena sitraky ny Tompo tokoa ve ny hijanonan mpivady hiaraka eo sa efa signe oe tokony hiala fa ndrao haningotra ny aina???zoma zao androany , efa any izy miaraka @ namany any , fa zahay telo mianaka ato , miandry vazavaza, miandry vono, miandry hamamoana, ny zanako sisa no heriko mbola mitazona ahy ho velona isan andro,

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: aza dondrona
Date: 16 février 2018 - 20:07

henintsoa > tsy aleo ve miala e, tsy azoko ny hiaretana ao, sa ianao te ho faty tanora ?

Options: Répondre
Re: mbola tokony hijanona ve??
Par: polisy
Date: 19 février 2018 - 10:06

Raha mamono izy dia afaka maka certificat médical ianao. Tsy mihemotra kosa anefa satria ny dikan'ny maka certificat ka makeny amin'ny polisy mitory azy dia migadra izy izay fa sao tsy tapakevitra. Raha tsy vonona hanagadra azy dia ataovy fotsiny ny divorce. Ataovy légal daholo ny taratasy.

Miray soa sy hery

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg