Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Problèmes conjugaux
vady mpandainga
Par: mitomany
Date: 13 février 2018 - 22:56

Voahitsakitsika total ! zay no mahafehy azy. marary ny foko ary amizao ora zao mbola tsy mahita tory zah. ny vadiko mpanao mission any @ province, za eto tana no mipetraka. miseho ho fidèle, tsara fanahy, mpivavaka, mpananatra, sns nefa ao ambadika tena amboho dia tsy mivaditrovana. efa araka ny noteneniko teo dia misy fotona izy miasa any @ faritra, ka vo andro vitsy2 zay natsoin’ny sipany za hoe izy no miaraka aminy, ary tsy tahotra tsy henatra nolazainy hoe saraho hony ny vadiko fa efa miaraka aminy, ary aza adalaina intsony na antsoina na andefasana message fefa nilaza taminy izy hoe hisaraka no tsy tia anah tsony. kepoka zah, maizina ny tontoloko, tena potika tao anaty minitra vitsy monja ny avenir ako sy ny passé ako, ny fahatokisako, ny fitiavaka. otran’ny mitamberina ato antsaiko fona ny zavatra notenen’io vhv io. refa nanontaniko mou izy dia niaky ary nifona hoe fahalemeny e, sns, ary hoe tezitra hono izy fa ts tokony hiantso anah io vhv io. vao maika za niakatr afo ary ny tena mafy tamiko dia tao anatin’ny deuil ako mitsy izy no nanao sipa satry vao volana lasa zay ny reniko no maty, ngah rainy mandamour any @ vhv maka tsirony, enao mizaka ny mangidy hoe teo ambany masonao ny reninao no maty izy mahita fahasambarana any annkafa. tsy mety mionona ny saiko fa ny hisaraka atrany no masaka ato, miezaka mi pardonner za fa tsy mety. ny côté iray mbola tia nefa tezitra, tena mifamahofaho be le sentiment ako, tsy itako intsony ny décision raisina, zah nefa vo mitsaika ary na izy aza tsy malala an izany. very ah, simba ny ho aviko, simba tanteraka ny maha olona anah. lasa méfiante be za na amin’iza na amin’iza tao anatin’izay andro vitsy2 zay. fatako fa mi causer ny perte ako lay situation, nfa ny voady, ny henatr’olona, mbola tsapako misy fitia ihany ato anatiko fa tsy haiko na hahasarona ny nataony na tsia. fa nareo lhl ve tsy mahay mitsy raha tsy mampijaly, mandratra, mibrisé cœur an’olona fona ??? latsaka ny ranomasoko manoratra eto nefa ho aiza za no hitaraina zara aza misy an’ito forum ito hiresahana. izy ts mety mihaino hoe marary ny foko fa averiny otran’ny tsisy ny zvtr reetra. ny tel any misy code ny sms ary vo haingana izy no saika hikasitanana anah nijery ny tao anatin’ny tel any. ary mbola hitako ao ny numéro an io vhv io. mpandainga, mpamitaka, tsy mataotra an’Andriamanitra. mafy lotra, tena tsy tantiko tsony, te ho faty ah. miala tsiny raha lava lotra fa tena marary tena marary. compassion ve no tadiaviko, sa solution, tsy aiko intsony fa mizara ny alaheloko no ataoko eto, tena marary reto a ! fa maniny oua nareo lhl no tsy maintsy mampirafy fona nefa tratra avy eo dia makarary ny hafa, fa manin ra mitsotra fotsin oe tsy tia dia miala fa ts manao zay hampijaly otran’izao.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: courage
Date: 14 février 2018 - 07:20

Tsy hitako izay ambara anao fa dia mahereza miatrika ny tohiny. Raha velonao tsara moa ilay zaza ao an-kibonao, inona ny olana fa dia ataovy izay hahasambatra anao sy an'ilay zaza, sinon (ifonako @ ireo tsy manaiky) sosokevitro ny esorina ilay zaza dia aleo manorina fiainana vaovao indray.

Aza kivy fa tsy farafahoriana izany fa ilay fahazarana miova no tena olana hoy ilay namako iray izay. Izy koa vao bevohoka voalohany dia nanomboka procédure de divorce ary (soa fa) ni-reconaitre an'ilay zaza ilay rainy. Avy eo niteraka fanindroany ilay sipa fa t@ olona hafa.

hatr@ izao io sipa io tsy nanambady (efa 13 taona izay izy no nanambady voalohany) fa manana anton'asa ara-dalana ary velony tsara ny zaza. Izy foana no mi-encourager ny namany vehivavy manana olana ara-pitiavana ka ilazany hoe aza miankina @ lehilahy nareo fa jereo za, vitako ny fiainako na tsy misy lehilahy aza

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: sarotra
Date: 14 février 2018 - 15:58

Mila tony ianao voalohany satria misy fiantraikany amin'ny zaza ilay hatezerana sy tomany etc... sarotra izany fa tonia aloha dia hita miandalana ny tohiny. Teneno ilay vehivavy raha mbola miantso anao hoe vizaka eo ianao raha hiandry fisoratana aminy hoe dia aleo izy ho lagy any amin 'izay misy azy any. Lazao amin'ilay vadinao hoe bevohoka ianao fa sao mba mampiova azy koa izay vaovao izay e.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: nrho
Date: 14 février 2018 - 20:32

Aza kivy aky fa ny tokantrano rehetra misy haut et bas daholo, aza misavasava tel zany fa miteraka aretimpo. Ny famonoan-tena tsy vahaolana fa va maika ianao manome vahana n'y rafinao, fantaro fa matoa izy milaza aminao hoe misaraha dia hitany fa n'y vadinao tsy vonona hisaraka dia ianao no korontaniny, aza misaraka avelao miandry vasoka eo lay kala,

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Aza kivy
Date: 15 février 2018 - 07:40

Voalohany aloha dia aza manala zaza izany!aina io zaza io, hery ho anao aoriana ary zaza legitime.
Efa Lasa toy ny lamaody ho an’ny sasany ankehitriny ny fampirafesana. Tsy mahafehy tena na lahy na vavy fa mbola mitady hafa foana, tsy mety mionona mihitsy.
Ary ny mpangala-badin’olona indray no matetika avo vava sy mi menace nefa izy aza azo toriana sy enjehin'ny lalana
Tsarovy anefa ary koa tadidio F’izay namafy rivotra mbola hijinja tadio, ory ianao izao fa mivadibadika ny kodiaram-piainana.Mahatokisa Ilay ao ambony ao fa tsy misy miafina aminy ny alahelonao

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mitomany
Date: 15 février 2018 - 08:37

misaotra betsaka anareo mampahery anah, ts nievitra ny hanala zaza mits za alou ka fa fotsiny hoe nila namoy fo mitsy tao ao zay. miezaka ny hitraka fona fa tena sarotra,vo mitopy any ny masoko dia ranomaso no mirotsaka hany ka misy fiantraikany @ asako sy ny fasalamako ilay situation. lasa marikoriko anah izy, tsy mifapiteny tsony zay zao,za tsy miatso izy kou otran'izany. za niezaka nanao carte sur table fa izy otran'ny hoe mifona dia maivamaivana aminy ilay situation. izy mou any @ mission any fatako fa miaraka sy manao lela mamy any, fa za marary zao fa mbola ho sitrana ihany. misaotra betsaka anareo fa na tsy mifakahita aza tsika mba kay misy olona afaka micomprendre iany ny détresse ko.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: nenindraivo
Date: 15 février 2018 - 10:18

Mafy ny mahazo fa izao : resaho azy aloha hoe bevohoka ianao izao .

Aza miasa loha amin'izay olona ivelan'ny trano any , tsy mijery téléphone -ny any , efa fantatrao fa misy ilay vehivavy . Omany ny saina dia mba fetsifetsy .Ataovy ny teny malefaka sy ny tamby2 f'aza miakatr'afo intsony . Aza averina resahina intsony io vehivavy io ao an-trano . Ovay ny formule aloha eto . Mandritra ny 10 volana ianao dia kalamina fotsiny , ny volany ataovy izay azahoana azy tanteraka : hividianana ny fitaovana ho an'ilay zaza sy ho anao , sy ny ho avinao , ampitomboy ny chiffres f'aza ferana . Ny ambiny ataovy tahiry . Izay no fanaovana azy !! Raha tinao no ho tafita milamina dia ireo atao . Ny confort-nao jerena sy ilay zaza . Antsoy hiaraka aminao ao an-trano ny mamanao na ny iray tam-po aminao rehefa lasa mission izy fa tsy mipetra-drery , sao tongavan'ilay jiolahim-bavy irery ao ka sahirana . Afoizo manomboka izao ny ranomaso , misakafoana tsara sy misotroa rano .

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: karyl195
Date: 16 février 2018 - 15:53

Ny tena voalohany tsara ataonao dia ento am-bavaka izy hiova Fo, faharao aza maika ny hanapa-kevitra fa mety olona tsy tia ny fifankatiavanareo izany dia mody miantso raha vao fantany hoe lasa any nandeha mission ny vadinao. Marina fa hoe niaiky izy fa sao misy zaavtra tsy zakany koa ataonao dia sanatria manao valifaty izy. Miotena tsara dia halamino ny fiaiananao fa mitondra rano ianao izao. mahereza.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: band zan
Date: 16 février 2018 - 16:05

zah alo tsy mba d'accord @ tony hoe mivavaha hoazy mba hiovany fo e.... ntss, fandaniana andro fotsiny io fa rehefa hivavaka ihany maninona no tsy ny tenanao no ivavahana mba hatanjaka sy ho salama ?

mafy ny manjo anao fa tena mandany andro be ianao mitomany : harary sy ho kely endaka io zazakely io no vokatra ho azonao @ zany.
misaona ianao ? mapitonitony fa tsy hampiverina ny maty ny ranomaso

mapirafy izy ? bon ! azy zany ! fa aza manaiky hi-rs aloha fa sao mitondra aretina tany raha ts ef nisy zay !

zay sipa hafa any : manana bandy hafa koa iny fa aza iasana loha !

ny chocolat robert r'se manome toky an ! asina yaourt kely raha mtady harary aty de lefy ny olana , matory tsara aveo !

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mivavaha ho an'izay manenjika
Date: 16 février 2018 - 19:33

Matokisa an'Atra fa mihady lavaka ho azy ihany ry zareo ary raha mbola manohy ny ataony ihany dia manalalaka an'izany lavaka izany ary farany dia latsaka ao anatin'ny longoa nataony ihany
Miezaha manary dia @ passion nao na asa soa sns dia mivavaha ho an'izany manenjika sy mampitondra fampahorianà fa ho hitanao fa eo an-tampon-dohany ihany no ianjeran'ny loza nataony

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: aza dondrona
Date: 16 février 2018 - 20:05

Vavaka izany tsy mamaha olana e

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mivavaha ho an'izay manenjika
Date: 16 février 2018 - 20:56

Aza dondrona >>>ka raha ny ataonao ihany tokoa ve notohizanao dia hisy ihaino tokoa ny vavakao?

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: aza dondrona
Date: 17 février 2018 - 19:38

mivavaha ho an'izay manenjika > tonga de action fa tsy mila mivavaka izany

"Parler ne fait pas cuire le riz" hoy ny sinoa, ampiako hoe "Prier, c'est encore pire"

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: zanak'ampelezana
Date: 17 février 2018 - 20:13

mitomany > Ianao sy ilay ao amin'ny zanak'ampielezana izao afaka miresaka ihany koa satria mitovitovy ilay situation fa aza kivy; ny henatr'olona tsy mahavelona noho izany tsy mahafaty ihany koa fa ny mahasoa anao jerena. Azoko ny tenin'ilay olona iray eo ambony hoe esorina satria iza koa no te hiteraka amin'ny olona mpamitaka sns izany. Zaranao aza mbola tsy nisy zaza nateraka dia efa hitanao ny toetra ratsiny.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mivavaha ho an'izay manenjika
Date: 18 février 2018 - 13:11

Aza dondrona>Sao dia heverinao fa tsy action ny vavaka? ??? mampivangongo vainafo” eo ambony lohan’ny fahavalo izany
Raha tsy Jehovah no manao ny trano ,dia miasa foana ny mpanao azy
Aza taitaitra maka décision fa mivavaha dia Atra no hamaly
Tsy resaka fotsiny izao na “théorie” fa tena fomba entina miaina sy miady isan’andro.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mitomany
Date: 19 février 2018 - 07:54

misaotra anareo mankahery, manome conseil isankarazany fa t@ faran'ny herinandro teo za nande nody aty amin'ny tanindrazan'ny mamanay, navelako ao ny tranony, afaka mitory izy hoe manao abandon sns ts rarahako, raha afaka ny zaza fa za be tension be dia izay izany, raha velona soa amantsara izy dia izay kou izany, tsy mavita miasa aho fa naka congé iray volana mitsy dia ho hitako eo ny tohiny, za koa raha hampodiana tsy hody, aleo ho avy eo daholo izay olona nantsoiny t@ vodiondry sy mariage tsisy banga dia mody aho, antsangany @ maty zany mamanay, raha tsy izay za tsy mavita tsony, za koa tsy mavita hampiditra divorce fa ra mazoto izy dia manao, notairiziko ato tsara daholo fotsiny ny porofo retra retra sao hivadika amiko eo izy, tena marary lotra ny foko, maratra lotra, tsy mavita mamela heloka aho. tsy mirara izay nisasarana sy noharina niaraka tao aho, lainga no nofahanana anah efa ho 5 taona izay, tena mbola tsy leviko ary tsy ho leviko mandrakizay fa vodoana lotra aho. raha mba misy Andriamanitra mikapoka sy manafay azy reo fa ny ainy fotsiny no tsy ho afaka tena izany no fahasambarako mba ho tsapany hoe otran'izany ny marary refa vokapoka mafy.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: bienvenueôclub
Date: 19 février 2018 - 13:03

Courage aky fa ianao izany no faha des million ième voa otranizany ary mbola misy olona marobe koa aorinanao. Ny tokony hataonao refa nisintaka ny tokantrano ihany ianao dia ataovy izay hanariana dia ny sainao, ataovy izay hatsiarovanao fahasambarana na eo aza ny deuil mbola en cours. Fa io hono refa mijaly ianao dia miaina fahasambarana ny rafinao ary rehefa hainao ny manao zay hahasambatra anao dia miaina olana ny rafinao, vintana mifampisintona e!

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Maholy
Date: 20 février 2018 - 15:29

Izaho dia madame efa 55ans miresaka aminao,Nadalovako io situation nao,fa zaho tena tsy nivaky loha an,nanao izay mafalifaly ny saiko foana za,misintaka,manao metimety ary manala azy refa misy ba azo azo ny foko,fa tsy milofika am ranomaso zany,fa vao maika manimba,fa zany anie no tadiavinio rafinao bola manao sipa na zany aza e:izy tsinona tsy iova mintsy ko!mifona de miverina!asa hiandry inona vao iova,kazay lazaiko anao,fa isika vevavy dia natao hisedra,fa aza taitra e,manaova e!Izaho marihako fa tena mivavaka an,!zay koa gamba ny hazakako le situation ko e,Nefa anie de 3 ny renijanany zao e!

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: ratsyfiainana
Date: 20 février 2018 - 16:34

miarahaba antsika rehetra indray,
ratsy fiaina be ianao madame , efa ramatoa mihitsy aza , sahinao ve ny milaza sy mitantara izany fomba niainanao , izany eto , no sady mbola iainanao hatramizao raha ny fitantaranao? na dia tsy mifankahalala aza isika eto dia mba fidio ihany ny tantara avoaka eto fa mahamenatra sy mampalahelo .Niteraka ianao raha ny fomba fitantaranao , nefa dia izany ve no nitondranao ny fiainam-pianankaviankelinao ? Anefa dia tokony ho fitaratra ho tarafin'ireo zanakao ianao , ka mieritrereta fa simba ny zanakao , mbola ho lava ny lalana andehanan'ireo zanakao ireo , fa tsy ho eo iaraka aminy mandrakizay ianao fa handeha irery ireo zanakao ireo hamakivaky ny fiainana , ka ahitsio ny dia mba ho tsara izany lalany izany

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mmekely
Date: 21 février 2018 - 11:24

Marina fa hoe mamono olona ny manala zaza fa Atra mahalala ny Antony nanalanao azy karaha mbola mety sy azo atao ny fanalana azy dia esory, satria dia manomboka eo dia tsy hilamina tsony tokatranonareo, aza manimba ny fiainana taranaka, aleo manova famindra vao2, raha izany reaction vadinao zany dia ilay any @ province no tiany ary tandremo fa ny fiainana province tsy hitovy @ fiainana tanà mihitsy, on es libre ny any, tonga dia ampidiro ny divorce fa lhl tsy natao vady sy ray -mpianakaviana zany, mba mafy loha fa aza te motraka be loatra fa reo lhl reo miseho milay loatra ndray2, courage

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Aza kivy
Date: 21 février 2018 - 12:16

Mme kely> aza dia mamporisika olona hamono olona re ry Mme fa an'Atra ny aina a!

Ny ataon'ilay rangahy vady aza efa tsy hitany izay anaovany azy ka mbola ampiana crimes hafa koa. Rehefa tonitony ny fonao dia mila mifanazava ianareo mivady fa aza avela maniratsira anao toy izany izy sy ny vhv ny.
Mila mba misy fifanajana ihany ao anaty fanambadiana ka dia vakio ny resaka, miezaha ho Tony na sarotra aza
Anontanio izay decision ny, ary ataovy mazava koa ny anao!!!raha hijanona ho mpivady ianareo,anontanio izy raha miaiky ny helony am fo madio ka tsy hamerina sy hamela io rafinao io na izy hanao divorce.
Mahereza dia aza adino ny vavaka

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Maholy
Date: 21 février 2018 - 12:56

Za alo tsy maporisika azy hamono tena,fa manala azy,mi se distraire fa tsy zaka io e!ary ny lelahy tsy hiaiky ny helony zany e!vavany no miteniteny eo,fa ny ataony ataony iany e!Ny vadiko lo de zay:anio maraina izy mifona miaiky fa diso,nefa ariva ny andro,defa lasa any le alikavavy iany,Ka zay no ilazako hoe,ba manaova,fa tsy zakanao i,ra hiaritra trefle eo fona zany e!efa ba ela nivadina anie izahay e!

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mmekely
Date: 21 février 2018 - 16:14

Aza kivy< ka raha ateraka ary ny zaza dia mba jereo anie no ho mety fahoriana lavitra mihoatra noho izao e:

Raha misaraka izy mivady:

- vao mijery io zanany isan-andro ramatoa d'efa marary fo, mahatsiaro2 ny vadiny foana na tiana na tsy tiana

- ilay zaza lasa hanana dadakely (mbola tsy hay na ho norme) sy dada taloha (izay mbola tsy hay koa na mbola hifandrohitana ny zaza)

- ramatoa tsy maintsy hiteraka hafa (lasa manana demi-soeur/frère ilay zaza)

- rehefa hanambady ilay zaza (raha vhv iza no hitantana azy)

- ny latsa sy ny henatra manodidina dia tsy maintsy hisy, ny any am-piasana, ny vavan'ny olona


Raha tsy misaraka indray

- d'efa homano ny paracetamol 1 baoritra fa ny zaza sady eo an-tanana, ianao tsy handry eritreritra tsony @ ramose, ikalakely province tsy maintsy hanao ny ataony satria tsy hohazony ramose...

A vous de choisir

Tsy aleo manala ny zaza dia manala ny ramose dia vita, rehefa manadina Atra dia ataovy hoe "nijangajanga ramose fa tsy izaho no diso"

Ny anao anie efa izy 2 mihitsy no manao ny action (efa manga mihitsy ny lanitra any @ province) fa tsy mba hoe ramose ihany ni-avouer dia zay angaha hoe mamela heloka....ahoana moa no ahazoany ny num-nao??? raha tsy ramose vadinao no nanome!!!

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: tenykelyfohya
Date: 21 février 2018 - 16:21

teny kely mety misy ts hitovy hevitra amiko ,fa raha lhl izany no nanitsaka anao indray mandeha tsy hiova intsony fa mangalangalatra kely eny fona ihany
tsy mino aho fa cinema fotsiny ny fifonana sy mody tomany ataon dralhl eo,fa afaka elaela de iny ndray iz no miverina am ataony,mety oe mifanaraka mihintsy izy ilay vhv oe pose kely lou mandrapilamin ny madama ,na mety oe mahita vhv hafa indray
fefa hitanyn ytsiron io dia avy fona izy,en plus oe mi pardonner fona madama fa ts koi

hum,mailo

fotsiny,ny anao moa zany efa mitsaika sarotra ny iteny sy ieritretitra oe ajanona ilay vohoka,fahotana mahafaty izany,fa ho an ireo izay mbola tsy misy zaza kosa,ialao dieny eo fa ndrao ho sahirana...aleo manori piainana vaovao toa izay dia ho lasa film sy "suspense" ny fiainanao

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Aza kivy
Date: 21 février 2018 - 19:11

Mme kely> ka izy aza efa milaza fa tsy hanala ilay zaza dia mbola mamporisika ihany ianao, sady mitady excuses rehetra izao, vavan'olona vé no hamonoana zanaka? Mba eritrereto ihany izay soratana sy vava avoaka.
Mila mifanazava ianareo mivady aloha mba hazava ny situation nareo. Sao tokoa la vhv te hanimba anareo fotsiny ilay niantso

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mmekely
Date: 22 février 2018 - 10:42

aza kivy< mitomany< eny ary koa dia tohizo ny dianao rahavako dia mahereza! c'est ça la vie marina!

"...te hanimba ilay vhv", efa manimba mihitsy fa tsy hoe te hanimba, aiza koa no hisy vhv hampirafy dia andeha hiantso vadin'olona zany?? rehefa hanao ihany dia mba par silence fa tsy aseho mihitsy hoe ty za miaraka @ vadinao.

Raha izaho perso aloha dia ataoko marary fo mihitsy ilay lhl vadiny e, ahoana koa no hiala maina fotsiny izao, ampafantariko azy tsara azy mihitsy fa manan-janaka isika fa dia ho esoriko, aleo andraingirainga any, hitondra alahelo miaraka @ sipany any! (raha hoe misaraka), ianao ataony mibaby ny tsy ho zaka dia izy hanao la vie fotsiny, azafady, tsy ny aty zany!

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: ginagina
Date: 22 février 2018 - 11:00

Nahoana ny anjaranao no omenao nyhafa izyany antokotany anie te hiditra dia ianao efa ao anatinyn dray ve no te hiala Alao tsara aloha ny fonao dia tazomy izay ananana ê aza omena azy mihitsy ny hafaliana nefa ianao mijaly ataovy fianana ny samy variana eny ê hafa ihany ny manambady sy ny tsy manana na dia hatao hamelina fotsiny aza ê rehefa Revy adala no tadiaviny dia izay ray lasa adala eo mbola alavitra ny fiainana ê reveo manja eny

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: tsy solution
Date: 22 février 2018 - 15:43

tsy solution akia ilay manala zaza a , tezao ny zanakao , efa ao iny , tsy nisafidy ny ho ao ilay zaza fa matoa nisy io dia izay no anjarany, mbola ho lava ny andro iainana, mbola ho b ny zavatra hiseho, ny ddany ve akia no napijaly andry de ny zaza no esorina?? tsy rariny kosa zany amiko, ny ratsy nataony ho adinondry rehefa ela ny ela fa ny zaza tsy manan tsafidy ve no ho esorina????araka ny tantarainao dia tsy fantany ny fisian io zaza io, dia aza ampahafantarina azy mihintsy ra izay no mety fa ny hanala zaza zany aza atao ao antsaina akia stp a.aza mandidy alohan andriamanitra fa tsy mety eee, rehefa mitombo aoakibonao ao io zaza io dia ho tinaofa minoa ahy fa tsy ho vesatra ho anao io , na inona na inona miseho @fiainana an dia mamy ny zanaka, na vao ao ankibo aza,
asa raha mbola ara potoana fa miangavy anao aho ny tsy hanaperanao ny fisian io zaza io , ny zavatr arehetra afaka mampalahelo sy mampitomany anao daholo , ataovy daholo izay tinao ankoaatry ny avortement,

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: femme gasy
Date: 26 février 2018 - 12:11

mitomany/mitovy nahazo atsika sy ianao,ary tena mafy tena mafy zany hoe nandritra firy taona zan fitaka sy lainga hiainanao fa ny ahy ftsn izy nadhe fa lasa izy vo fantatro dhl zvt rehetra nataony sns
marina mihintsy fa raha za koa aloha tsy ahavita hamela helokany zany e,ary za nilaozany bevohoka fantany tsara fisiany zany fa tsy raharahany fa ahy ndray tsy alako zany na inona na inona zanako ka,sady izy efa fantatro rahateo fa miteraka tany vehivavy sipany taloha;fa tsy maintsy hisy fotoana hananarany fiainana azy ka.Za zao 3volana nadehanany fa mbola mafy amiko lay izy fa zany hoe fiainana daholo zan
mahereza fa tsy irery ianao

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: COURAGE DAHOLO
Date: 26 février 2018 - 14:11

mba hiditra itondra anjara biriky ho fanampiana ireo zay tojo ny vady mpandainga , raha efa nifampiresahanareo ny momba io toetra ratsiny mpandainga io , nefa mbola tohizany ihany , dia ialao , fa tsy ho afaka @ tsouny zany toetra izany , efa fahazarana ny azy , ianao no hijaly ieritreritra sy haminavina ary indrindra victime ny tena fiainany marina any ambadika any , mafy ny manadino , fa aleo mamadika ny pejy , ary indrindra mametraka ny fiainana eo @ Tompo mba tsy ho sendra toy izany intsony , mety ho ela nefa mety ho aingana koa vao hamaly anao ny Tompo , fa mahareta
dia mahereza daholo

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: vonanaB
Date: 27 février 2018 - 10:51

Mitomany > Manaova kou sipa d za hiarahana hihi

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: nnggggahhh
Date: 28 février 2018 - 10:43

mitomany< BJR, hitako fa tena matotra sady mangirifiry ilay tantaranao, ka juste mba hitondra conseils sy fampaherezana fotsiny izaho
lhl izaho manoratra, ary manambady ihany koa, efa maro no niaina io olana sedrainao io, ary hatraminizao mbola misy foana ny vevavy mihafy tratra toy izao, atao akory fa izay voa manodidina;

ny conseil ko dia izao: efa tena mety ilay decision rehetra noraisinao ireo hoe tsy hiverina aminy intsony, dia othizo izay, ho mafy ny sedra sy lalana ho diavina aorinizao fa courage,

faharoa, ilay resaka divorce , aleo handeha hilamina, mbola be fo be ndry izao, sady tena tezitra, dia aleo hiandry eny , fa aza maika hanao anio, tandremo ny manaiky fifonana ataony, ary aza mifpiksaoka aminy intsony koa, sao bevohoka eon indray koa,

fahatelo, tsara ihany koa ilay niala ny tanàna mihintsy, maka saina, sady mandinika ny hoavy, tandremo ny mamaoy fo, aza kivy, raha ny fahitako azy dia sipa manja sady tena mbola ao anatiny tsara ianao, noho izany, manaova izay mahafinaritra, aza be alahelo intsony, aza miasa saina ny ataony sy ny lasa fa efa rano raraka ireny;

fahefatra, mafy ilay simba fiainana, tena kivy indraindray, fa tandremo ny manaonao foana, dia ilay zaza ateraho mba tsy hampanenina anao,

dia farany, aza tantaraina @ olona intsony ilay olana, aza reshina akory ny fiananakaviana satria samy manana fitsarany sy fijerny, d'ailleurs, tsdy hisy hi-comprendre ny blessure nao ireo fa hanome tsiny sy hiteny hoe alamino, mandefera, nefa ianao no miaina ilay izy,

dia mahereza, fa tsy irery ianao

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: LITTLE THINGS
Date: 28 février 2018 - 20:28

Marina loatra ny any nnngaahhh oe tsy hisy i comprendre anao zany fa courage enao
Manana force plus no ny eritreretinao enao
za de tena gaga aminy toetrany lhl sasany Ary mahagaga fa zareo tena tsy mahazo lay mankarary fo antsika vhv
Courage de mirary soa bdb o anao aminy ho avy rht

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mitomany
Date: 01 mars 2018 - 07:58

misaotra betsaka anareo rehetra fa tsy hary ho votanisako eto doly nareo, fa zay ndray vao naita pc za satry ny misy anah tena ambanivohitra be tsinona. natsoin'ny dadako izy, dia nampifanatrehana teo sy natao nifamerina, fa tsy vitako, otrany te hamono be anazy zany a, nolazaiko fa raha miverina miaraka mipetraka aminao oa zah tena vitako ny mamono anao, ary tena tsy mety intsony ny amintsika. za moa niteny hoe bevoka fa zahay tsy mila anao, mafy fa za tsy mila ray mpijanganjanga, mpandainga ho an'ny zanako, il faudra me passer sur le corps pour qu'il ait la garde de mon enfant, zay fatina bokimpianakavina iny aty amiko, je vais m'assurer qu'il n'aura aucun droit sur mon enfant jusqu'à sa mort. tsy mila anazy zahay. tena nandinika za deux semaines zay fa tsy mila anazy tsony ny fiainako. ny fampirafesana no zavatra farany halako ndrindra nefa natony tamiko zany, ary nataony fatako. ra mbola mpivarotena no nalainy tany mety hoe nisy besoin izy dia hafa, fa nenazy tena vadikely entretenue mitsy no nataony. za tsy hikambana vilia @ vhv tsy fatapototra ary, za koa tsy anao divorce fa gafiko any, ary aleo mbola hedaladala eo fa toriko ary aleo higadra any, efa natoko fatany mitsy fa ho atoko enfer ny fiainany ary zany no miprocurer plaisir ho anah oa, fa tadidio fa fitiavana no nameko anao ary fidèle za fa enao no nanomboka, ka matetesa ny valiny. alika lavitra nony zay mety fantatrao hoa za fa mitandrema, otran'ny akoho vokapoka niala tato aminay. ny fiainako no hojereko tsara @zao, tsy andany andro aminy za fa raha mbola miharceler anah izy sy ny vhvny dia ho avy za @ angady sy harona dia izay ray voa mafy eo, na za, na zareo.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Aller et retour
Date: 01 mars 2018 - 09:34

Salut daholo ndray ô!
Mafy ny mahazo , fa aza kivy , aza dia manao vava be loatra , fa misy farany daholo ny atao rehetra , ary misy fetrany ihany koa , ka izay lay oe anao ny retour
courage foana ee!!

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: courazy
Date: 01 mars 2018 - 10:11

mitomany > lehilahy aho manoratra. Mafana ny nanjo, vao mamay ny hatezerana, ary voadona mafy ny fonao sy ny sainao. Tena azoko antsaina mihitsy ny sentiment de trahison fara-tampony hiainanao, ary tsapako fa tena mitambatra daholo ny alahelo, ny hatezerana, ny fankahalàna, ny fahamoizam-po.
Maro ireo efa tratra ny toy anao izao (na vavy na lahy fa tsy hoe ny lehilahy foana no manao an'izao, ary maro ny lehilahy fidèles tsara mihitsy) ny tiako lazaina anao fotsiny dia hoe makà fotoana, tonio ny fo, tezaho ny vatanao, misakafoana, misotroa, makà rivotra, sns... bref miaina.
Adinoy any aloha ny zavatra nataony (manjary mi-polluer ny esprit-nao) efa vita iny, ianao rahateo efa nitodi-doha azy.
Ny tiako ambara dia aza manao zavatra ao anatin'ny afanampo (vengeance) fa mipetraha mihitsy aloha mandritry ny fotoana maro (erinandro, volana, sns...) profiter-O ny tanindrazan'i neninareo mba hi-se ressourcer-nao. Aza mieritreritra izay nataony tany intsony mihitsy aloha, fa makà rivotra tsara... Tsy misy ohatra ny any ambanivohitra, mampahazo aina, anadinodinoina ny rotoroton'ny renivohitra.
Dia rehefa tony tsara ianao, dia jereo izay décision raisinao:
- hamindra fo ve, dia hanadino tanteraka ny zavatra niseho ary hitia azy toy ny andro voalohany
- sa tsy hamindra fo, dia atao mazava tsara aminy fa tsy hisy n'inona na inona hifandraisana intsony aminareo, tsy ahazo droit amin'ny zanakao intsony izy, ary raha manadala dia ho ataonao izay tokony atao

Ny tena tiako lazaina dia hoe mitrakà... na inona na inona décision raisinao, dia mitrakà. Mety mifangaro daholo ny hatezerana, alahelo (namoizanao ny reninao), fakam-panahy hanapotika azy, sns...
Fa mitrakà fotsiny. Raha mpivavaka ianao, dia ento ambavaka izy (aza henoina ireo tenin'ireo mpaneso, fa Atra mihaino ireo izay manatona Azy amin'ny fo madio) fa mitrakà, taizao ny zanakao, mitrakà, mitrakà...

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: caroline67
Date: 01 mars 2018 - 11:39

izany resaka vengeance izany esory ao an-doha ! tsy mora ny nandalovanao ... niaina an'io koa aho, izaho eo am-pikarakarana ny rehetra momba ny fampodiana ny razan'ny neninay (maty taty ivelany izy ) no sady bevohoka ,teo no nahatratrarako koa fa nampirafy izy. henoko niresaka tamina vazahavavy tao angabone .. teo ny alahelo maty neny, alahelo ratam-pitiavana, avy nandevina tany vao nanomboka ny hatezerana, haromotana moa izany e;niakatra ny tension fa bedin'ny dokotera! nieritreritra ny zaza tato an-kibo dia nianatra nametra-tsaina sy nieritreritra ny tohin'ny fiainana moa izany no fiteny azy! ianao niala tao an-trano io ve niteny tany amin'ny fokontany niala , aty ivelany mantsy mandalo any ampin'ny Police manazava ny Antony nialàna fa raha misaraka afaka henjehiny nanao abandon de foyer ! neninay moa maty, nifindra tany amin'ny tranony aho ; nieritreritra nilamina sy nangataka hebvitra tamin'ny namana sy havana aty ; tezitra tamin'ny vohany, nankahala, fa tsy nieritreritra valifaty fa amiko mi tourne ny lala-piainana, samy mijinja izay nafafy ;nivavaka koa ;izy vao lasa aho dia nifona , na ny ray aman-dreniny aza nasainy nandalo taty amiko nanazava fa diso ny zanany fa mba omeo chance farany ary aza mampiditra divorce izany ; teraka aho , nandalo tany amin'ny hopitaly nijery ny zanany nivoaka ny hopitaly izahay mianaka herinandro taorian'io ,nangataka handalo taty an-trano, navelako tao ivelany tao !8 taona ny zanakay izao, indroa no hitany ,izy koa tsy manome pension alimentaire ,izaho miasa tsy mila ; ny rafozako no mandalo tsindrainray ,tsy nananapaka fihavanana amin'ny havany izahay mianaka ! izy no tsy ilaiko intsony ; efa ho 3taona vao vita divorce ,ouf! tsy azoko hoe maninona raha tsy tianao izy hoe maninona no contre ny divorce ianao ry "mitomany"? Tandremo izany resaka be tension izany anatin'ny vohoka ! eritrereto ny fahasalamanareo mianaka an;herintaoana miaraka amin'olon-kafa , henoko lazainy eraky ny rehetra hoe:resaka fa efa ela tanatin'ny fanambadianay no niarahako tamin'io olona io ... pfff! izaho izy any very asa, lasa nanofa studio kely..mbola aiza , aza mba manao ratsy ihany fa miverina aminao any aoriana any ! bon courage aky , manaova mora dia ny ho avinareo mianaka eritreretina a!mitohy ny lalam-piainana na eo izy na tsia !ok?

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Récolte
Date: 01 mars 2018 - 14:54

Io aky dia mijinja izay hafafiny daholo a! androany ndry mitomany , fa rahampitso ndry mifaly , raha mbola tsara fôna ny atao , aza mitsahatra ny manao ny tsara , ary aza mieritreritra ny hanao vengeance izany , fa mivavaha ampitony ny fahorianareo mianaka kely , dia ho itanao ny fifaliana ho azonareo mianaka fa hain'Andriamanitra izany , ary anjarany indray @ fotoana tsy ampoiziny no ijinja ny nafafiny , misaora an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra , fa ho itanao ny voka-tsoa ho azonao dia mahereza , ny lalana tsara dia Izy no hanoro sy hibitsika izany aminao

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mitomany
Date: 01 mars 2018 - 21:25

caroline67 sy Récolte<<< azonao tsara le sentiment, tena misy itovizana fa mety mis maha samihafa anazy, za tsy heritreritra anao vengeance fa fotsiny tiko fatany hoe tsy malemilemy otran'ny taloha zah, niova ah, ary izy no nanova anah, tsapako fa tsy cadeau ny fiainana ary olona tena tinao no sahy mandratra anao ao anatin'ny deuil anao, ka ra tsy te hisubir fona dia mila mafy. ie efa tany @ fokotany zah ka, ary efa mis pièce justificative aty fa tsy aiko hoe maita2 ve izy no afaka hitory oe nanao abandon de foyer za. ny divorce, za tsy mavita hikarakara, ra mila izy dia manao ny procédure retra fa ra za pour le moment, tena tsy mavita mitsy. ny hanome indray na tsy, za tsy tia anazy tsony, tena dégouté be vo mieritreritra oe vhv otran zany zany no nanitsahan'ito anah, tsy tia tsony ah,fa ny hi faciliter ny fiainany tsy mavita ah. hoe avc les papiers rapitso dia zah anao sonia, aleo hiandry ela be eo, aleo hisy tahotra any hoe sao dia hakany huissier eto za ka ra tratra eto dia higadra, za tsy havita an zany, fa aleo izy tsy ho tranquille any. za kou tsy andany andro amin'ny resaka divorce eo, refa teraka soamantsara za dia amzay ndray zavatra hafa. fa marina ny anareo hoe la roue tourne, androany za mitomany nefa efa miha sitrana, fa ny ampitso no tsy ho tantiny. fa raha zah no forcer-na hiaraka hipetraka aminy, eo za vao mety ho tsy tompon'ny tenako intsony, ka aleo samy manana ny fiainana amizay fa zay no choix any. matoa nampirafy dia tsy tia intsony zany, za tsy itazona na andadilady fa aleo samy anana ny fiainany amzay.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Aza milofika
Date: 02 mars 2018 - 13:40

Tena mafy loatra ny mahazo ny viavy maro eee ! ny valifaty tsy vahaolana, fa dia entina am-patoniana sy am-bavaka lalandava ny fiainana, na io rafy io aza ny ahy dia tena entiko am-bavaka fa ho itanao fa hihisy fiovana tsikelikely ny tokantranonao, MAHARETA RY RETO FA HANANA NY SOA AA

NB : ny ankizy no atao tsara hanatra

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: ginagina
Date: 07 mars 2018 - 11:05

Raha ohatranao daholo ny fisainany vehivavy dia ihavitsy ny lehilahy ho fay sy tsy ampirafy intsony toy izany mihitsy ny fanaovana azy Mety mitomany â aza avela hiraraka anaty mouchoir fotsiny ny ranomasonao latsaka avereno amin'ny ny famerimbola ê

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Maholy
Date: 07 mars 2018 - 16:12

ratsyfiaina; tsy ianao marina no hianjadiny zavatra oatranio,fa raha ianao,sure aho fa tsy zakanao koa e!tsy itako zay maharatsy zany ko,sady zaho ko aie tsy mi forcer azy,fa mitatara zay natoko e,manodiavano ny mahazo anay ,dia ho itako eo raha zakanao e!

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: mitomany
Date: 08 mars 2018 - 10:51

Maholy <<< marina aky fa samy manana ny exprimer-ny ny alahelony sy ny fahatezerany, fa tsy mitsara anao za kah, mafy ilay izy fa io tsy hitan'izay tsy nihaina azy. mifangaro ao daholo ny sentiment retra2 fa samy manana ny hanalany ny fony sy ny hamoahany ny anazy ny ts11. marina fa oe aza manody fa za kosa alou dia manozona oe malaky vo mafy any, mihinana ny tsy fihinany any dia hoe ratsy fiainana koa ve za? misy pointe de vengeance ve zany faniriko zany, ngambany, fa alohan'ny hanenjehana ahy dia diniho hoe inona no natao anah. zay lay noteneniko hoe izy no natonga anah otran'izao raha tsy otran'izao zah taloha.

Options: Répondre
Re: vady mpandainga
Par: Avance toujours
Date: 08 mars 2018 - 23:27

La rancune est une perte de bonheur; ris lorsque tu peux, excuse-toi lorsque tu devrais et laisse aller les choses que tu ne peux changer
Pauvre est celui ou celle qui détruit les autres… La méchanceté n'a jamais rendu personne plus heureux

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg