Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: fille idiote
Date: 05 octobre 2015 - 09:19

Yena tsy haiko ny hatao, fantako fa samy hanome tsiny ana ny olona satri za manambady nefa niaraka t@ naman'ny vadiko pendant des années kou, itany tao anaty sms ko ny message nalefan'io namany io d kivy be izy, tena nalahelo be izy e! za no adala, resaka sexe purement alou nenay sy lay namany fa tsis hoe tena fitiavana e! Tena tsy haiko ny hatao zao, tiko ny vadiko nefa d sms no nampisy olana za, inona no hataoko? Aza latsina za ry reto a! fantako fa tena za no adala, mety ho rava h@ tokatranoko raha tsy misy vahaolana haingana

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: JustJah
Date: 05 octobre 2015 - 09:33

Giravy! zay le oe ela nitoratorahana! any @nareo 2 ihany no vahaolana e!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: TARZAN
Date: 05 octobre 2015 - 09:44

fille idiote = ka inona moa zany no tianao ho ataoko raha tsy latsaina ianao ??

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: TSOTRABE
Date: 05 octobre 2015 - 10:11

Miezaka mandamina ny olana @'ny vadinao no tokony ataonao , miezaka sy manaporofo aminy fa ajanonao hatreo ny fanaovana adalana tahak'zay efa vita .

Amela anao ve izy sa tsia , ny tokatranonareo aloha dia tsy ho tahakan'ny taloha intsony manomboka eo raha mamela anao izy , ka tsy misaraka ianareo .

Mety hiatsara ny fifampitondranareo ao , mety koa tena ny mifanohitra @'zay .

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: JustJah
Date: 05 octobre 2015 - 10:43

la confiance c'est comme la virginité

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: tokibe
Date: 05 octobre 2015 - 12:42

Mba logique ve zany e : tiako ny vadiko nefa za mampirafy !!!!!! rehefa tia vady zany tsy mahavita mampirafy ee zay fotsiny !!!!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: fille idiote
Date: 05 octobre 2015 - 14:04

tsy misy ifandraisany amiko lay ho fitiavana sy aventure, tenaaventure no niarahako t@ namany fa ny loza d izy naharitra d tratra iany ny farany, efa niezaka za manamboatra ny sainy fa tena itako sarotra be, lay fahendreny nandritra ny 10ans niarahanay mihintsy no itako ho olana satri za kosa afaka milaza fa hendry izy fa za mihintsy no idiote

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: tokibe
Date: 05 octobre 2015 - 14:11

mba tiako hilentika ao antsainao fotsiny io teny io ka am zay enao mba tonga saina ary dia mahatsapa tokoa fa rehefa tia tsy mahavita mampirafy zany na aventure na tsy aventure e ny ho amin'ny manaraka zany io hafatra io mahereza !!! tsy maintsy firesahana ambony latabatra ihany no vahaolana ee mifampiresaka nareo mivady !!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: TARZAN
Date: 05 octobre 2015 - 15:00

Miandry fotsiny ianao zany zay igadonany fa tsy misy azo atao, fa ilay izy koa mety sarotra ajanona ihany ny anao sy ilay bandy iray

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Botity
Date: 05 octobre 2015 - 16:33

Raha tsy lhl vendrana aho ko mbola hijanona @ fille idiote sahala @ izany??

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: jiolahimbuts
Date: 05 octobre 2015 - 16:46

Raha izao aloha no ohatran le bandy dia hiarahako foana ny vadiko, avelako ny helony fa dresseko be sy asiako moral be aloha vao manaiky za ataoko tonga hatram ny hoe saika hisaraka .
Kanefa amin'izay fotoana izay tsy vadiko intsony ny anarany , dia izaho koa manao ny ataoko fa izy tereko be tsy hanao intsony pour risque divorce .

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: TSOTRABE
Date: 05 octobre 2015 - 16:49

" Izay tsy nanota t@'nareo no aoka hitorabato azy ka mahereza ry " Fille idiote " fa ny vadinao no tompon'ny fanampahankevitra na amela anao izy na tsia .

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: fille idiote
Date: 05 octobre 2015 - 16:56

Tena misaotra anareo rehetra na ny nibedy na ny nandatsa indrindra ny nanome hevitra sy fampaherezana, tena T be e! zao lay hoe ny nenina ao aorina fôna, za ndray alou na hosarahany aza d tsy hiaraka @io namany tsony e! ampy zay, nasain'ny vadiko narina daolo zao ny string ko rehetra fa marokoriko anazy hono ny mahita azy ao, nasainy narina sy nesorina ao antrano koa ny akanjo efa nentiko niaraka t@io namany io, d zara fa misy sisa ny akanjoko ao ry reto a! tena T be e

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: aza mapiresaka eo fa tsssss
Date: 05 octobre 2015 - 17:20

Aza mampiresaka eto refa tsisy atao ry FILLE IDIOTE a! ita mitsy tony oe milaza angano, sy mapesona eto fotsiny.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: BADBOY
Date: 05 octobre 2015 - 18:18

Tena hita hoe valamatybe le tantara ,tsisy bandy mpiakama NIFANGALABADY DEPUIS DES ANNées zany;impossible

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: sshhh
Date: 05 octobre 2015 - 23:26

Otran ts de mis lotra alou zany bandy mihinana vadiny ny akama zany an, fa rah ohatra moa ka tena marina le tantara de mi-assume enao zany e! zay mahasamihafa ny ouldehibe sy ny akizy refa avy nanota.
Zakao ze vokany akia de mahareza nj fa elaela io vo ilamina an rah ilamina ar zany ny bandy ange ka ts mahazaka anzany rafotsiny misy mihinana zany e!!!!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: lianabe
Date: 05 octobre 2015 - 23:45

ka io miankina am reaction an vadinao. inona ny teniny? hisaraka ve hono izy sa ahoana ? araho amin antsipirihany daoly ze lazainy eo fa enao zao no mila mi se faire pardonner satria diso.

fa inona no tianao oe ataonao eo? hamitaka sy andainga be ndray ve oe tsisy an zany?

mba nifona ve enao? aza mifona ra oe tsy anenenanao akory le nataonao an!

tsisy solution io fa de ze rythme tian'le vadinao itondrana azy no solution!
hajao ze decision-ny eo! henoy izy aloha
fantaro fa marary le ampirafesina an, tsy aminao ny toerana de amaivaninao fa tena tsy zaka io!

remarque kely sy fanontaniana ho an bandy gasy am forum sexualité an moov :
fa maninona no impardonnable ny vhv mampirafy fa ny lhl mampirafy TSY MAINTSY PARDONNER-NA?


misaotra!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: sshhh
Date: 06 octobre 2015 - 05:46

lianabe >>> Satria ny sipa ts miodina zany raha tsy lhl tena tiany, matoa zany ny vhv anakray miodina de sur fa reveny zay le bandy io sentiment io no ts zakany le bandy tompon-toerana, ts de le hoe sipa miodina lotra fa le fait hoe iz nitia olonkafa mints akoatrany lery, par contre ny bandy refa miodina ts votery hoe tena tia fa mety fitiavana te hanadrana hafa ftsny.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: tsy menatra
Date: 06 octobre 2015 - 09:38

fille idiote> ny toro-hevitro aminao : Avelao ny fotoana hanasitrana ny ratra izay misy ao amin'ny vadinao. Meteza ianao ho vady mendrika, mihaino izay manahirana azy sy ny zanakao. Raha vao misy olana izy dia meteza ianao ho eo anilany mandrakariva ary aza mamendrofendro, fa omeo vaha-olana haingana izy. Ampandefero na ny asa ao an-trano aza raha ilaina izany fa ataovy izay haha-eo anilany anao mandrakariva (ohatra miaraka miantsena, miaraka manatitra mpianatra sns.....)satria ny marina dia tiany ianao matoa mbola tsy nilaozany tamin'ny fotoana nahafantarany fa mamitaka azy ianao. Aza miresaka lava loatra mikasika iny zavatra iny nefa raha azo atao fa avadiho foana ny resaka, fantaro izay zavatra tiany (sakafo, sortie, mijery filma, manao loto, mijery baolina sns....) dia miezaha mitia izany miaraka aminy na dia tsy ao amin'ny gout nao akory aza (aza dia "collante" loatra koa anefa fa isan'ny zavatra tena tsy tian'ny lehilahy io fa rehefa tsy mety miaraka aminao izy dia mamorona zavatra hafa mety hahasaro-piaro azy. tsy atao sangy mihoatra ny loha anefa an! ohatra :ndeha ho any amin'ny sipako aho izany fa ny mety ndeha ho any amin'ny mamanay aho izany.......) Fadio ny miseho saro-piaro aminy . Aza hadino ny mivavaka sy miakatra any am-piangonana. Raha tsy mety mandeha moa izy dia omeo occupation ao an-trano dia ento ny zanakao hiaara-mivavaka aminao. aza hadino ny mifona sy mivavaka ho azy ary ny tokan-tranonareo. IZANY REHEFA NANOTA, TSY MAINTSY MIBABY NY VALINY. Ny fahafoizan-tenanao sy ny fandeferanao dia efa fibabohana amin'ny vadinao ny heloka vitanao ary ny fivavahana dy ny fifonana dia efa fibabohana amin'Andriamanitra. DIA MANAOVA FIKASANA MAFY FA TSY HAMERINA INTSONY;

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: sifudias
Date: 06 octobre 2015 - 12:16

bandy no manoratra

Betsaka ny hagegena efa nataoko fa rehefa nanambady aho tsy nidegany intsony. Matoa manambady dia efa nivoady izany fa tsy hijangajanga intsony. Ka zakaina izay natao rehetra tao anaty fanambadiana , indrindra moa ka hoe sady hendry ramose na madama nefa ny tena ni-katsatsaka ka traingo.

ny miresaka no atao dia ny mifona fa izay fanapaha-kevitr'i ramose kosa dia tokony zakaina satria ianao no nanota fa tsy izy.

NY HELOKA HIBABOINA TOKOTRANY MODY RARINY nefa ................

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: eisy
Date: 06 octobre 2015 - 12:47

Tssss! Hita hoe mampiresaka be! Ka raha tsy zazakely izahay!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: vendrabanahyui
Date: 06 octobre 2015 - 15:36

tapitra ny tantara eeeeeeeeeee

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: objectik
Date: 06 octobre 2015 - 15:38

tena sarotra be ny mamaha io olanao io. Tsy mampitaotra za nefa izay mits no marn. Amin'ny mpivady mantsy refa mifampizara afaliana dia miafara @ rs matsiro be. Ka eo ndrindra ny olana, atontsika oe efa mba niravona ny olana na mba efa nangatsitsika kely ka adin-dramose. Vao tonga eo ampandrina nefa ka manala akanjo enao de tsy maintsy itamberina ao an-tsainy indray oe ty vadiko ty mo za d'efa nataotaon'ny bandy tany. Tonga de maty balita.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: valavelona
Date: 06 octobre 2015 - 15:44

VALAMAAAAAAAAATY BEEEEEEE....

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: kiiiiiiiiiiiiiiiii
Date: 06 octobre 2015 - 15:46

Olona mba mamorona sujet fotsiny io dia variana eo daholo ianareo.

Mihomehy fotsiny izao ilay tompon'ity sujet ity mahita anareo seriny ery miady hevitra eto kiiiiiiiii

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: TSOTRABE
Date: 06 octobre 2015 - 17:18

kiiiiiiiiiiiiiiiii >>>>>
Dia ahona moa no afanataranao fa mampiresaka fotsiny io olona io , sa ianao ilay izy .

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: sanina
Date: 06 octobre 2015 - 21:47

KA ASAIVO MANAO SIPA KO LERY DE SAMY AFAKA KO, OMEO 10 ANS KO IZY HANAOVANY DE SAMY VITA, DE DEPART A ZERO AVY EO

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: hjhjh
Date: 06 octobre 2015 - 23:16

vahaolana : mitovy @ valitenin'ny etsy ambony na hasainao manao sipa koa dia samy vita na raha resaka aventure fotsiny no hiarahanao @ namany dia mba inviteo koa ny vadinao manao plan à 3 e!!!XWKF4 (vehivavy aho manoratra io)

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: TSOTRABE
Date: 07 octobre 2015 - 08:05

Misy olona dia manana fisainana hafahafa an ! , ny fitaizan'ny RAD gamba no mahatonga izany .

Dia ampitovina @'ny alika ve ny olom-belona .Rehefa tsy mety aminao anie ilay resaka tsy voatery hiteny ianao e!. Mba asio fetra ihany izay fiheveranao ny hafa dia tsy mifanaraka @'zay heverinao aza ny zavatra nitranga .

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: tang
Date: 07 octobre 2015 - 11:47

Mahagaga ana no mahatonga anao miteny oé "nefa d sms no nampisy olana za"

Tsy fantatrao akory ny source-ny pb anao. Tsy ny sms no fototry ny olana r'ise fa ny fijangajangana a

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: johnson
Date: 07 octobre 2015 - 14:23

RATSY IZANY AN

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: fille idiote
Date: 07 octobre 2015 - 18:22

Zay za vao afaka mamaly ny commentaires nareo rehetra ary mbola mamerina fisaorana anareo koa na ho an'ny manoro hevitra na ho an'ny mpitsikera,
Efa manao zay azoko atao za hanamboarana ny sainy fa tena mbola sous le choc be izy d tsy azo ifampiresahana mihintsy, roa andro izy zay tsy miara matory amiko fa @ chambre hafa, nihezaka za alina nanambitamby azy fa tena tsy mety e! ny zavatra hisaorako azy d ny tsy nikihany tanana ana na d teo aza ny hatezerany, efa zava-deibe zay, afo nandoro ny lambako iny ry reto a! tsy ataoko mahazo ana tsony, d sady manoro hevitra anareo kou za raha misy tratran'io cas io mba hialana @lay izy alohan'ny ahatratrarana fa sarotra be ny manarina raha sanatri tratra eo

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: sshhh
Date: 08 octobre 2015 - 05:45

Ay ve vo 2 andro e!!! ovina vo 2 taona ki222

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: yayate
Date: 11 octobre 2015 - 23:22

Zay matsiro filahina @ izy 2 lahy no tokony tazominao. Zay mavita mampi zoira anao im 7 tsy miato.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: ny marina amiko
Date: 12 octobre 2015 - 11:04

ny handatsa sarotra e! Fa le hoe namany kosa no fampirafesina aminy, tena efa tafahoatra e! Misy hiran'ny dondolah sy tahiry izay tena milaza an'io nataonao io! Za tena kôfiboy fa tena malahelo an'ilay vadinao kosa e! Namany kosa ve! Ireto ny zavatra mety hitranga: na izy misaraka aminao, na izy mijanona fa dia mila mahatanty ny valifaty enao sy ny esoeso madinidika, sarotra ny hinoako hoe hahavita hanadino an'izany izy raha tsy hoe anjely angah??

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Johns
Date: 12 octobre 2015 - 13:24

Za manoso kevitra hoe mila mihaona nareo 3 dia miara mifona sy manao velrano aminy nareo sy le namany, mety tsy hety le bandy akama fa tot ou tard tsy maintsy hitapot.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Sosy
Date: 13 octobre 2015 - 10:57

Ny ahy ary, bandy akama be mihintsy, fa solafaka tamin'ny anabavin'ny lery indray mandeha fotsiny, fa tratran'lery. fa nifampitsoaka nandritra ny telo taona, nefa iray tanàna. telo taona taty ariana vao nety nifampiresaka tamiko lery. satria natao mariazy le zandriny. Eritrereto ny ratra anatin'ny vadinao. Raha izaho ianao dia mametraka démission fa tsy miandry roahina. miova région mihintsy raha azo atao dia any indray mamitaka bandy hafa.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: 100%
Date: 13 octobre 2015 - 11:02

tsy moral fa mba mizara ny efa niainana fotsiny r'kala idiote ah!
__ bandy za no misera io an; bandy voadona mafy toa ambadinao ; izay tena natoky be, hendry be, niasa be mba ahalafatra sy hampiadana azy... saingy voahitsaka toa izao nataonao izao, tsy fitiavana fa andrakandrana sy rendrarendra!


°efa betsaka no nanolo-kevitra teo fa mba manampy izay efa voalaza fotsiny aho ary manampy ny tsy feno!

voalaza teo hoe:
_ miezaha manaraka ny condition-badinao enw raha te ahambabo azy indray:
ohatra efa tsara ilay mandoro string (hihihi...! )
ohatra ihany koa: _ taterao daholo ny fantasme niriny hatramin'izay nefa tsy nomenao azy fa nomenao ilay akamany
_ miresaka sy mibaboka ary milaza fa tsy hanao intsony (manampaka tanteraka ny fifandraisana amin'io akamany io na amin'ny endrik'inona na amin'ny endrik'inona)

...
fa ity no aza adino, mahatatesa
_ny latsalatsa,
_eso-teny
_fampirafesana ; satria mety tsy hanana olona hitantarana sy hamborahana io ratra goavana be io izy , ka tsy maintsy ho sendra vhv hifampizarany izany.
_ mety tonga hatramin'ny plan sex aza raha lhl ferme be izy
_ mety koa izay vhv hitany rehetra ka mety hatao dia hataony daholo
_ mety koa ho lasa toaka lahy
_ mety koa ho lasa tsy hody antrano fa hilafika any amin'ny fianakams
_ mety koa hitantara amin'io olona rehetra io

tsy maintsy hitranga ny iray amin'ireo na hoela na hoainga
___ fa ity no fambara tsara raha miseho amin'ny fotoana ka mbola ao antrano izy fa tsy isaraka ianareo:
--> mihasaropiaro mafy dia mafy izy
___ fa raha sanatria ka tsy mivaky loha aminao intsony izy dia mahina fa efa trano sisa no iraisana


Ka dia mahereza re r'ikala idiote kely fa na tsy hanary anao aza io vadinao io dia antaonany vao hi-gagné ny confiance-ny indray enao
__ ny ahy izao efa ho 8ans izay no nitrangan'ny zavatra toa izao, amin'izao fotoana izao za zay vao tena sitrana
__ saingy sitrana feno nenina satria tsy te haditra mihitsy za tamin'ny andrompiainako nefa noho io tranga io dia:
tonga olona adala be za
na sipa manambady na tsia dia leraka daholo rehefa mivelatra, ity fb ity koa moa tena fakampanahy be

_ farany:
fantatro fa tafaroboka tsy fidiny ianao tamin'io bandy akamany io, satria nisy zavatra tsy dia nilamina tamin'ny fijerinao teo amin'ny fiainanareo roa.
ka nahatonga anao tena sahy niroboka nisafidy hampirafy

ary io fahambangana kely ao amin'ny vhv io no nahatonga saina ahy ka nikasa tsy hanao sipa intsony.
__ hay , ny vhv ka tsy mahazaka ilaozana hangatsiaka irery.
rehefa zatra nafanaina izy dia matahotra rehefa mihena ny fotoana ahafahana manao izany
___ ka ny hany heriny dia ny mamonjy olona izarana izany.
rehefa sendra namana tsara izy dia sitrana ihany , fa raha sendra bandy mamba dia latsaka ao amin'ny rs sy ny tariny izay mahery vaika
__ nampalahelo ahy izay sipako efa manambady amanjanaka izay; lasa nitady ny fomba hamenoana azy aho, na rs na vola na tambitamby
... ny ahy anefa ary tsy foiko fa efa hitako fa miahendry sy azo itokisa tsara.

fantatro fa mafy ilay fiainana eo anivon'ny fanambadiana , nefa matoa niditra dia mila misaina tsra vao manao zavatra.
ny lesona anefa tsy hay daholo hatran'ny ampiandohana fa dia soa lavo ahay hamindra dry zareo ah!

ny aza voany fa dia mandraingiraingy mafy, na lahy io na vavy

__ "l'amour est un esprit malin; l'amour est un démon; il n'y a pas d'autre mauvais ange que l'amoure" __William Shakespeare"

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: TenWords
Date: 13 octobre 2015 - 12:29

Mpitoriteny 7:27-28 " Indro izao no hitako hoy ny Mpitoriteny, raha mandinidinika ny zavatra tsirairay aho mba hhitana izay antony. Izay notadiaviko fa tsy hitako dia izao: lehilahy iray ho marina tao amin'ny arivo; fa tao amin'ny vehivavy arivo dia tsy misy hitako na dia iray akory aza "

Io no nanaovana ny vehivavy ho latsa-drA isam-bolana ho famelan-keloka satria raha tsy misy rà latsaka tsy misy famelan-keloka...

100% eto nahay mamela heloka fa na tsy mamela koa aza ny lehilahy tsy diso satria efa voasoratra izany : " Fa ny fahasaro-piaro dia mampirehitra ny fahatezeran-dralehilahy, koa tsy hamindra fo izy amin'ny andro hamaliany, ary tsy hety na dia omenao fanambatambazana be aza" Proverbes 6:34-35

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: 100%
Date: 13 octobre 2015 - 12:46

tENwORDS>>>
miaiky anao indray za amin'ity interprétation momba ny vhv mandé rà isambolana ity hahahaha ....
Mpivavaka za tsy ary mbola nahita namana nilaza io raha tsy ianao ... lol

__ aminao diso ve za nanao sipa sa tsia
eny eh , diso za fa satria tsy vitan'ny iray no niarahako fa efa plus de dix fa tsy misy tena fitiavana ireo fa juste manala ny fo fotsiny, fa ity farany nahitako lesona ity no saika tsy foiko fa nahakasika be ny foko ny zavatra iainany
te hanampy azy mafy za , tsy tiko sendra lhl tena maditra be izy ka ho potika tanteraka ny fiainany , te hanarina azy za
efa nisaraka in-telo zahay fa mifamerina hatrany

za aloha tena namela ilay vadiko fa ilay fo tsy nety eh!
naratra be lohatra ka mora tamin'ilay fakapanahy ny nampiondana ahy teo an-tratran'ny vhv hafa izay efa niriko hiarahana
__ vhv boutabouta, fotsy tsara, mahay eo ambony fandriana , tsy miandry tenenina fa tonga dia mahalala ny zavatra ilaiko sns
hadalana be teo amin'ny fiainako izany.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: gafy
Date: 17 octobre 2015 - 03:35

aza mampiesona eo tena fa ita mintsy oe amateur le fille idiote,aiza koa no hisy ampirafy de ho tratra zany.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: fille idiote
Date: 17 octobre 2015 - 16:19

100%!!! tena marina 100% ny lazainao, h@zao tsy mety milamina ato, izy lasa tsy miresaka firy afa tsy @zanany, niala taminalay toetra sarika be talou iny, lasa mandany andro @ canal sat izy ary tsy matory raha tsy efa alina be, mahalany tôka 1/4 isan'andro, fa izy ndray tsy migafy na zany aza alou e! efa nanao grand pas za t@ty semaine ty, izy mijery télé eo no tonga za toute nue mba hanaitra anazy fa tena tsy norarahiny, nipetraka teo amboniny za d nesoriny, mandeana matory ozy, itako tena naratra be ny fony e! niteny anazay za zao t@ atoandro hoe hivavaka tsika rapitso d ozy hoe: Aza miatsaravelatsy @ Andriamanitra enao, d ozy za taminy hoe, ka aôna no hamelany ana @ hadisoako raha tsy mivavaka za? d lasa nivôka any izy zao, tsy haiko hoe ho aiza fa lasa any,

gafy a!!! za nga mou niheritreritra ny ho tratra? Misy farany daolo ny zavatra rehetra ka na amateur za na pro d zay no nahazo ana ary efa tratra vao nahatsiaro nanenina tongotra amantanana

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: BADBOY
Date: 17 octobre 2015 - 17:51

Efa nahita cas hotrizao koe isika fa le bandy tsy mpiakama fa connaissance ftsn;fa looza ny tohiny;notratrariny le bandy tao antranony andro hariva le bandy mpangalabady niaraka tamina jiolahy mirongo basy teo aminy dimy isa teo de noviolendry zala teo imasony le mpangalabady ny vadinlery;izay le reglement de compte,
nisy fokonolona vitsivitsy ihany nihaino teo am manodidina fa sangy tsisy niantso vonjeo ny tao antrano fa de vita parsi tao ny mission,

Volana maromaro taty aoriana de mbola io tantara io ihany no resahany olona teo antanana,
Fa taty arina alou de ravarava daholo ny tokantrano roa tonta

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: bandy manambady
Date: 18 octobre 2015 - 18:37

fille idiote <<<

nY 90% ny lehilahy dia tsy mahazaka izany vady taingenan'ny hafa izany , olona manana hambo ireo , misy 10% kosa mahavita milefitra , mety hoe noho ny ankizy, na noho ny fivavahana, na koa miankina @ vihivavy dia miforitra , olona faible ireo ny fijeriko azy, raha @ ireo 10% IREO ny vadinao dia mifona ianao dia ampy , milamina tsikelikely io,

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: kaiza
Date: 19 octobre 2015 - 17:06

aza mampiesona eo ranga a!
hita mits hoe rezatra be fa ts nisy
Tena "fille idiote" mits ty

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: vahaolana 1 ihany
Date: 30 octobre 2015 - 16:11

Fille idiote > Tsy misy vahaolana io afa tsy hoe Andriamanitra no manova ny fony mba hamela anao. Dia ianao koa mila mibebaka fa tena nandratra. indraindray mitranga ny otrizao mba hanantonanao be be kokoa an'Andriamanitra, ary tena miseho mihts ny hoe amin ny olana tsy mety voavahin ny olona intsony. Amin ny maha olombelona dia tena tsy voavahy izany, amin ny maha olombelona dia tena hoe " zakao ny hadalanao fa zay no vita" fa rehfa ny Tompo manamboatra ny fon ny vadinao dia na izy aza gaga hoe toa vitako ny namela ny vadiko ? Ratra ny ao am pony fa nandritra ny firy taona iz zany no nihomehezanareo. Mivavaha fa vavaka ihany sisa. Courage

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: bandy manambady
Date: 30 octobre 2015 - 17:02

tandremo fa tafiditra ato koa ny secte mitady hanjono !!!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: akohovavymaneno
Date: 31 octobre 2015 - 14:06

ory fille idiote aa!!
tiko be le fikanjy oe mampirafy, tsara oany lelahy akia zany aaa, mbol aiza n anaovantsika n lehilahy ee, manao oul nef ts matanty,

aza manambitamby, fa rev te iala izy de aleo iala ee,

za ndray ny sipako sy ny bandiko de ataoko minana n fatiny mints, ampirafesiko, asaiko miantoka n fiainako, de ref ts matanty de miala, aleo handraingireaingy mints ka

tsika vevavy anie tkon iray hina ee, sad zao akia ry fille idiote aa, aza misy anenenana ny zvtra vita, ts ilaina n fanamarinan-tena, reste toi même, fa ra tiny njy ts miala zany izy ee, vava fotsn zan!!! mila be mokondoha kou njy ee, fa ts oe ref lelahy no mioteny de miforitra sy marary fo, asehoy n maha anjy anjy,

iza kou mou no olombelona ts diso ee, ref ts hainy n mamela heloka, de tkon mipetrak any am monde hafa izy, tsis ts diso ra eto antany, kou zany avy koa angalana lagy

marary fo fa azon'oul n entana, ha ha ha

nga natao hoanao rery io,

mirary soa anjy akia

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: surmints!!!
Date: 31 octobre 2015 - 14:11

sur mints akia ry mpanolonkevitra aa, tena akohovavymaneno mints njy
miombon-kevitra za, tsis vehivavy marary fo tson eto an-tany ra ohtrzan daoly n fomba fisainana

No woman no cry
de mitomaniza dien'zao, lol beuh

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: vahaolana 1 ihany
Date: 03 novembre 2015 - 10:16

bandy manambady> raha resaka secte no hatahoranao dia diso ianao ar matahotra mafy ny ho vojono ( araky ny teninao). Tsy misy misintona an iza mihtsy ato, ts misy hoe andao hivavaka ary na ary. Mangataka torohevitra izy d samy mamaly fa aza matahotra fa ts ho anao le msg, aza te ho deraina fa tsy ianao no sujet ar safidin ny tsirairay io na hivavak izy na ts hivavaka , na secte na tsy secte d samy maneho ny heviny. D ts aza mitsingoka fa tsy ianao no centre ato fa raha ohatra ianao te ho centre dia manaova sujet ho anao dia mamaly ho anao daholo indray izahay!

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg