Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: fille idiote
Date: 24 novembre 2015 - 14:46

Tena mamapalahelo ry reto fa lasa lay vadiko a... mila fisainana kely ony izy d efa 2 semaines izy zay no nandeha, fa mbola nifamaly be zay talohan'io satria tsy rarahiny tsony za. Tsitako tsony ny atao

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: beloha b
Date: 25 novembre 2015 - 09:14

inona moa zany fa dia efa miomana @ fisarahana ianao zany fa ny lhl tsy mahazaka ampirafesina izany

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Aventurier2
Date: 25 novembre 2015 - 10:02

fille idiote ----Efa olona firy no nananatra oe aza miteny zany, assuméo irery ao

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: laza8
Date: 25 novembre 2015 - 15:48

Aventurier2> io ndray enao fa hivadika an

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Jlioka
Date: 25 novembre 2015 - 17:44

Samy olombelona daholo ihany, ka mety ho tratran'ny fakam-panahy.
Nisy ny adalana, hadisoana... izay mety ho filaza azy fa ny mety dia ny manarina ny simba.
Tsy nikasin-tanana anao ny vadinao fa lasa nangiana fotsiny.
Feno alahelo ny fony, fomban-javatra izany.
Miezaka ianao ny hanao izay mety hanarenana izany fa tsy mila izany izy.
Mila manidy ny fery ao am-pony izy aloha ary tsy ianao no hanampy azy amin'izany fa aleo ny andro, ny alina, ny volana eny ny taona no hanasitrana azy.
Jereo ny ankizy dia ajanony ilay fiodinana. Asehoy amin'ny vadinao fotsiny fa efa tantara mivalona iny aminao dia avelao izy no hiverina aminao fa tia anao io vadinao io.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: DOGS
Date: 26 novembre 2015 - 09:17

ssshhh> marina ny anao. ny sipa tsy miodina raha tsy tiany ilay bandy. Naïf koa ireo zay miteny fa tsy misy mamadika ny sipan'ny na vadin'ny bandy akama. Firifiry izay tranga izay. ny sipa anie henjana raha hanafina e!!! fa raha io mahazo an'i fille idiote io dia raha izaho ilay bandy dia manao koa aho. 1 sy 1 ny baolina e!!!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: PL27D5ENCM
Date: 26 novembre 2015 - 12:37

Solution met ty nef dinio tsar!!
Mitadiav enw sip (namanao na....) de ataov surprise mba anao aminy sy anexcité az eo imasonao!! reef afapoa iz de afak ny alaelony!!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Mpanamôly
Date: 26 novembre 2015 - 15:50

tsotra zany ry fille idiote à!fume

asaivo misaraka @ vadiny lay akaman'ny vadin-dry, dia nareo ndray no mivady

faut pas compliquer la vie!bien

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: kelifadada
Date: 26 novembre 2015 - 23:50

fille idiote sarimbavy mampiresaka be leuleun

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: hein
Date: 27 novembre 2015 - 15:59

kay ve mbola nitohy ny resaka eh!


... nisy bandy akama iny teto (sujet afa) nitaraina hoe : niodina ny vadiny de tratra , ary rehefa niaiky izy de nilaza fa efa bandy 3 no niarahany,
de araka io teninao io ry fille idiote >> tena mba te hanandrana bi bi ty hafa hono izy eh , fa tsy misy fitiavana hono eh ... sns

fa saika ny tapy le bandy teto , fa nifarany niaraka ihany zareo ...

mila ezaka be izany eh..!

fa io tsy sitrana raha tsy mifindra faritany ianareo ary tena hitany fa tena mipetraka tsara enao

fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hanao sipa izy , na hisotro toaka , na matin'ny aretimpo

ka anjaranao ny misafidy , fa fiainana io , tsy maintsy misy zavatra toa izany tsy ampoizina foana.

fa miombo-kevitra amin'ilay akama io ambony io za, ilay bandy nihinana anao gratosss vadiana ...
mba poteho koa ny tokatrano , de miaraka ianareo eh

efa nahita izany za teto akaikinay , de nifanakalo mihitsy ... mpivady nifampaka
de izao samy manana ny fiainany zareo

asa aloha raha hety aminao ilay izy hihihih marteaumarteauloverlover

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: deeedee
Date: 31 janvier 2016 - 10:54

eiiisy... aza taitra amzan madama... ca depend culture.n l vadinao lo e..d enao marahotra ho very vady, zavtea, voninahitra.. toetsain gasy io lool b
any @ carrierem bato ar ne ahofan leiron n vadiny miroro ndray alina.. am bandy mahalafo vato e.. dhoe le amour hono n atahorany raha lasan olo kafa, fa rah sexe tsy maptebiteby azy io...
asaivo mijer contexte ko l vadinao e: mety ratsy be izy, ts mi rs, l namany bo gosy b, na n niveau.n madama mints n ambany ka tsy maintsy voan hafa izy... aza mseho mlay zany ramose a... bdb n bandy maha depasse anao
ty toetsain leisany bandy gasy hoe vo maprafy madama de lako miamp divorse ty... midika sad sauvage no hyper con ee...

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: zezou
Date: 31 janvier 2016 - 11:06

zah alo ts handatsa anao madam e..
vadi.na pastera ar ne mis miodina... le 1 zay ar entin madam ao mints l bandy am al, pastera mihidy any an efitra hafa any...
zao e, ataov ze mahafaty lolo an io madama.n ela io an ela ka ts sahy haprafy an ela ..akoatran l frappe classique hoe sarahako eo, tsinjoniko n antsy hihi.. rah favy ela...

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: noums
Date: 04 février 2016 - 14:27

rehefa hendry ny lehilahy dé manao ny ataony ny vhv, ny vhv hendry koa sendra lhl maditra. tsita mitsy ny atao an-draolombelona, efa sendra ny tsara dé mitady raharaha!
ny ahy alou ny olotikao tena hendry zany ra lhl e, dé hanaja azy mitsy a satria izy manaja ahy fatratra, tsy mahafaty antoka zany mifanaja zany

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: fifonana
Date: 08 février 2016 - 10:32

ny tena solution dia ny mifona tsy hameriana intsony, ary vonona ny hamerina ny fitiavana voalohany

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: sauvage
Date: 10 février 2016 - 10:19

Deeedee》》》》》 d ereto ao ny vadinla rehefa mapirafy anla zany ko!!!! Nenay divorce ihany no miainga eo refa miodina i rafots na d lazainla sauvage aza...
Ita mitsy tony fa le bandy tsis personnalité na d ny kodiny aza.
Io rzalah ref tanana zatr mitsotra ts afak mivokona tsony ah k rehef mampirafy ny rafotsinlisany d tonga d saraho, asivo preuve tsara fotsiny.
Any zao mis bandy akama d tena otran deeedee io, niodina n vadin'lery d tratra d nifona ble madama kely, d niverina niaraka ihany r zareo fa tena 3ans taty aorina d bikina ny vadinlery d ef faly b sy nirevy b kanjo ts anlery le zaza fa @zao lery tena lasa otrany vo kely zany n sainlery sad lasa mamolava be. Ten mampalahelo.
Ny ah alo d principe fixe eh, raha tratrako miodina rafotsy d tonga divorce iany. Reo bandy ts d mazaka sipa reo iany no matahotra ddivorce zany satri fantan fa ts azaka sipa tsony iz aveo.... ereto ao lesy nenla ry deeedee a.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: bel ze bul
Date: 10 février 2016 - 13:19

manana alika lahy race gasy pure aho
sao mahaliana an'i fille idiote ?

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Tiko ambara
Date: 10 février 2016 - 15:16

Mba saika hiteny kely ftsn a, lehilahy aho ilay miteny

Tsy dia fombako loatra aloha ny handatsa e,fa tena sarotra izany mahazo anao zany marina e,bandy aho miteny anao ary manambady fa tsy ho zakako zany ny haheno anzan hoe ny vadiko mampirafy ana zany,ary izany no hitandremako izany mandrakariva satria fatatro fa izay ataonao ihany no miverina fa tss miracle zan,
Ny zavatra mahafaly ftsn dia hoe enao mahatsapa ny zavtra nataonao ary tena tsy hamerina intsony,
Raha ny momba azy jay tena maratra izy e, dia avelao aloha izy hisaina tsara anzay tokony hataony fa matoa izy mbola ao tsy navita zavatra ratsy tamin'ny fahenony anzan mbola misy fitiavany anao ao fa maratra e, dia tena tsy afaka mbola mitony e,fa za mino fa tsy maintsy ho sitrana foana izay dia Enao ihany no fanafodiny mahsitrana anzan , tsy haiko fa raha nisy zavatra nataon'ny vadiko ahy dia izy ihany nena n solution amiko ref tony za,
COURAGE ENAO FA MBOLA ISOKATRA HO ANAO NY MASOANDRO E

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: eeeeeeehhh
Date: 15 février 2016 - 11:47

Very ianao .... raha hiteny aho hoe ataovy anatra ho an'ny sisa... le sisa mits no hanahirana!

Ampionony ny saina fa tsis fika tsuny zany... miaritra ze vokany sisa no azo atao de mivavaha mafy fa raha sitrak ny ao ambony v ny hilaminanareo tsy hilamina oazy eo nareo ???

Ny zaza jerevana fa ny aminareo 2 efa azo lazaina hoe ts milamina intsony... asa ze any aorina any!

Fadio ny mifamaly aminy ninoninona miseho ary ninoninona antony ... diso ianao de mangina ftsny ny fanafodiny fa tsy ianao indray no ho be vava ref misy ts mety nefa noho ny nataonao daholo ny antony le olana mitranga! RAHA TENA MAHAVITA MANDEFITRA AMIN'NY ZAVATRA REHETRA REHETRA REHETRA REHETRA REHETRA ENAO (hatram zavtra farany goavana hatram farany ze madinika kipitsopitsony kely) DE METY AHAVITA HAMELA ANAO IHANY IZY NDRAY ANDRO ANY!!!!

Courage e! zay le fiainana

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Ekeko
Date: 16 février 2016 - 07:57

Eto dia ekeko ilay fomba fiteny hoe : misy ny mamela heloka fa tsy manadino.
Mety tsy hanana alahelo aminao intsony izy, ary tena mamela @ lafiny iray, saingy tsy hametraka ny fitokisany aminao intsony mandrakizay.
Soa fa efa nivady ianareo sady niteraka. Mino aho fa @ maha-hendry azy dia tsy hataony ambanin-javatra ireo zanakareo ireo. Ny aminao indray ... Sarotra amiko ny hieritraritra fa hiverina hatoky anao izy.
Ataovy fotsiny izay hilaminana

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: tendrecomplice
Date: 29 février 2016 - 09:34

fille idiote < ny marina dia izao

matoa izy mbola tsy niala tao am tokatranonareo dia mbola tia anao izy zay

ny itako olana dia izao tsy ny fihrtsika ataonao no hampilamina ny olana zay eo aminareo fa ny tsy ampy fifampiresahana

zany oe raha tinao ny amahana ny olana dia izao manokana ianareo fotoana dia miresaka ary fantaro izay tena ao ampony ary teneno azy koa izay ao amponao
raha mbola tia azy enao

misy zavatra tsy ampy ao matoa enao mbola nankany ankafa fantatro fa ny fankampanahy be dia be fa ny ampitso no tsinjovina fa tsy ny androany iany

ra za manokana dia efa nadira aho ary efa nampirafy ny vadiko fa tsy lasa alavitra fona satry vao tonga ao antrano za dia ohatran malaelo be zany foana dia najanoko

ny tena marina dia ny dobo tsy hita iany no mahamanina hoy ny fiteny zay

ka miresaha nareo dia arakarakizay no itohizan ny tokatranonareo na tsia fa ra tsy iresaka nareo mety ho simba atramin sain'ny zazakely

dia ra milamina moa dia ny afo nahamay ny lamba aza averina intsony

misaotra tompoko

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: dange
Date: 29 août 2017 - 22:45

kez mba asio tondrka @ lay divorca

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: HENOJ
Date: 30 août 2017 - 06:48

Fille idiote

Ny mety aminao aloha dia avelao izy hanao izay ataony ihany fa enao miezaka manao izay ahazoana confiance aminy na inona havaliny aminao .Sarotra io ary mila fotoana Elabe .
Dia ataovy tsapany fa mikarakara azy sy ny tokantrano ianao ary tianao tsy ho rava ny tonkatranonareo dia ataovy hohitany tsara ny fiovanao (oh : ovay num telephonenao -
Ento ambavaka ny tokantranonareo mba hilamina.
COURAGE E

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Naivo
Date: 13 septembre 2017 - 15:03

Slt daholo

zaho de tena mitovy fahavoazana @ lay vadinao mintsy, ny mahasamy hafa azy fotsiny de ilay vadiko mintsy no nibaboka t@ko refa niaraka volana misy2 zareo, nenjehiny heritreriny izy d nilaza ny zv nisy retra (tsy nanontaniana )

Tsy haiko fa oh tsy vitako ny hisaraka satria efa mananjanaka 4 be zao zahay, fa ny tena mampalahelo ahy de tsy mety afaka ao antsaiko fona ilay tantara, ary matetika za de te hiodina nefa misalasala ( ilay sipa iarahana no mampisalasala ahy fa ao anatiko ao de te hamaly faty b)

MBA TOROY HEVITRA, inona no tokony ataoko

NB: marihina fa izy dia nibaboka tanteraka sad tsy hamerina intsony , za ko tsy te hisaraka fa te hamaly faty b : METY V ?

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: James BellA
Date: 13 septembre 2017 - 15:20

rachète toi e! mfapresah d ataov g tiny!

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Njoun.
Date: 13 septembre 2017 - 15:27

Ny antsika na dia vao heritreritra monja aza dia efa oustt yeah yeah yeah

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Avobenohonylanitra 
Date: 13 septembre 2017 - 17:45

fille idiote >> afaka toroako hevitra ianao fa aleo tonga de tsorina fa mila mba mitsaingoka kely koa ny bandy .

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: hahah
Date: 14 septembre 2017 - 09:27

Ary misy olona tsy mijery daty mamaly ato an, :D

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: mahagaga_tokoa
Date: 14 septembre 2017 - 12:07

resaka tamin'ny 2015
mitohy sy misy manampy vaovao 2017

izay ilay "forum"

up

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: Ko rats paiso a kouuu
Date: 14 septembre 2017 - 22:44

Resaka ka atao!
Le izy lo zany efa tantara efa nisy angamba no azo lazaina ihany koa fa noforoinina.
Ny ahy manokana aloha dia mila fotoana maro io vao ilamina raha tsy hoe mba T anala ny fony i ramose ka mitady foufoune d manaiky kely aloha, filaminana maika anefa io fa sarotra ny manadino ny vita ary indra ka zavatra ratsy torak'izao!
Ho latsa io manomboka izao ary iverina foana raha mbola mitohy ny lalao. Nolazaiko fa ho lalao io manomboka izao satria ianareo dia tsy ifankafohy intsony satria efa maro taona niaraka ary indrindra ka misy zaza. Ho devoly amin'ny fiainana hafa indray ianareo satria dia mety samy hanorina tokatrano hafa nefa ho avy ny fotoana hifampinana indray.lol
ZAkao ny vokany ary raha tsy mazaka dia aleo miala dien'izao fa manimba an'i ramose ianao fa ny azy efa takaitra manomboka izao.
Ary ilay akamy mba nanao ahoana sa tsy misy resaka???
Ny azy mety milamina mantsy zao fa ny anao no simba satria ratsy fitondra-tena ianao.

Options: Répondre
Re: tsy haiko ny hatao, tratra za
Par: za ko
Date: 17 septembre 2017 - 20:45

fille idiote : fombanjavatra zany olombelona ihany enao ze vita de vita , marina fa enjana le izy fa zay no vita , za ko manko eo amin io cas misy anao io am zao , aza manome tsiny an ze mpanenjika sy mandatsa , tena enjana alo ny mahazo ny vadinao fa zay no vita de manarina no atao , ze tsy nanota no aoka hitorabato , de matanty ze miseo eo , mahereza e

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg