Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: RAKOTOARISOA Nomena Samuel
Date: 17 août 2017 - 19:42

Henjana izany an

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: valable
Date: 22 août 2017 - 12:19

Io zan reciproque e!
Ary mandiniha aloha ianao tena fa sao avy aminao no mahatonga azy halaina!
Ny bandy mantsy rhf misy zavatra tadiaviny na tsy ampy azy dia manamarin-tena foana rhf miresak entre pote dia otran we le sipa fon no diso.
D otrzay koa ny sipa rhf entre fille dia otran we le bandy fon no diso.
Ka samy manana ny filazany avy ka tsy hita hifampitsarana ilay izy fa samia mandini-tena na ny lahy na ny vavy fa ny olana tsy mipotrapotra hoazy zan.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: azamitaky
Date: 24 août 2017 - 08:55

Ny solution an'io dia "aza mitaky", na lahy na vavy, aza hifampitakiana izany fitiavana izany, fa raha vao misy an'io fotsiny na kely aza entre couple dia tsy fitiavana zany fa manomboka memirona tsikelikely any @ fandravana io.

SOLUTION EFFICACE:
Rehefa misy zvt tinao hoataon'ny vadinao ho anao dia tonga dia ataovy aminy exactement. Tsy hierana aminy akory ary tsy mila resahana aminy mihitsy fa tonga dia action. Ary aza miandry valiny na manantena zavatra exactement hitovy @zay en retoure satria ny zavatra hitranga dia hohitanao fa zavatra hafa indray no hoataony hoanao ary ny anao dia manaiky sy msaotra ary mi-jouir an'zay mba hataony.

Io fomba tsy mitaky na inona na inona avy @ ankilany io no nifanaovan'ny couple rehetra tena nifankatia sady nampisy sensation fahasambarana be t@ fotoanandrony niarahana. Saingy rehefa mandeha ny fotoana sy ny situation rehetra niampy dia tafalatsaka mitaky retour ihny.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: kilisybilaonina
Date: 24 août 2017 - 10:26

conseil bainina ah ! asio sira nfiarhana ohatra !!! mandehana manao anireny massage reny ohatra nareo mivady na miara mijery film na ko tsresaka sex mitsy fa miara mivôkakely mandeha karaks na manao zavatra !! tenenina madama de ajanona amny olona nekizy de manao revina celibataire kely !! tandremo fa mampididoza io situation io !!makamaka any amsisiny de tsy mahafehy tena de rava ntokatrano ah !! courage elah rbainina ah !! siuraaaaaaaaaaaaaaa

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Kanto
Date: 24 août 2017 - 13:05

Bonjour daoly!!!
Vehivavy no manoratra!
Dia tantara hitoviazana e! Tsy haiko na izaho no mamba na ahoana fa dia izany mihintsy!ny vadiko tena lasa kamo be manao RS zara raha mahita 3fois/mois MAX dia lazainy fa reraka hono izy...stréssant be ny asa...izahay koa vao nahazo zaza voalohany dia tsy aiko hoe izay koa ve no nampihova azy...fa dia gaga aho hoe izy lehilahy indray no tsy tia RS?? Raha hoe mijery any ankafa aloha dia tsy hitako hoe amin ny fotoana toy ny inona satria dia vao mirava izy dia mody,amin ny atoandro mody misakafo ao antrano ary tena juste 15mn avant fidirana vao miala...raha mivoaka ny zoma dia miaraka...ka dia tsy haiko re olona a!
Efa resahana foana fa otrany resaka mandany jiro fotsiny fa tsy misy fiovana akory...
Ny tena mba mila an izany ka dia miharitra eo zany koa!!asa na mba hiova ihany ve?

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: LT
Date: 28 août 2017 - 00:28

Za vhv manoratra Ary d ao anatinio reraka sy torovana b io za Tsy miodina mihintsy anefa
Zaza farany mbola minono Ny zanako tena mbola kely daolo izy 3 Tena henjana aloha le mitaiza azy ireo Fa ny journee-ko d tena ouufff Za nefa tena tia RS Fa tena rhf hariva ny andro tena ny hidaboka aka aina no tena tsaroko voalohany Bdb ny zvt tiko atao Na d ny ikarakara ny vatako ny voloko aza Za manenjika ny raharaha rht ato antrano Tena tsoriko fa valaka total za Za aloha de tsoriko ko fa tsy vitako zany misy mpiasa vhv miara aminay ato zany e Efa b ny tantara reko aminio Mifona za oe ato antranoko ihn no akarary sy ahavaky fo ana
Normalement fantatry ny vadiko ny asako rht ato antrano ato Tkn i comprendre izy oe tena trop ny zvt ataoko ato De manantena ny comprehension-ny sisa ee Fa d za kosa mifona ra oh ka efa zay zvt rht manjo zao d oe miodina izy Fa d aleoko miala ra zay tsy zakako zany Tena efa miezaka mafy za ato na am resaka zaza Na fanadiovana na sakafo na ny resaka fitiavana aminy sns sns sns
Fa na weekend aza mbola mizizotra am zaza sy mandeha metsena Manenjika manao sakafo ... Bref tena valaka toko Mba samy mila tohanana avokoa zany na ny lahy na ny vavy eee
Miombokvt aminito za aloa e


Par: ikalakamo
Date: 06 novembre 2016 - 11:23

za de gaga indraindray: marina fa hoe mila mihetsiketsika foana ny vehivavy an, otran le am film reny. Vao tafiditra ao am le zaza sns anefa dia efa tamy daholo ny mi gérer ankizy, fianarana, vary, laoka , asa, manadio trano sns ... na dia miasa aza ianao - ary indraindray na dia misy mpanampy aza dia tsy afa bela - solution indrayndray ilay hoe alefa any am rafozana na rar ny ankizy fa andavanandro reo eo foana anefa, adidinao.

Mety ve hoe, rehefa samy miasa ihany isika roa, de samy mitaiza ny zaza, samy mampisakafo, samy mampanao devoir, de samy manao jeu video, de samy mandehandeha kely miaraka amin'ny namana, amin'izay mihena ilay charge be, le zavatra ao anaty loha - ary rehefa tonga ny ankizy tsy miteny hoe mama a! fa hoe mama a! dada a! sa ve hoe atao par tour par semaine ilay andraikitra ? de maivana kokoa ny ato andohan'i mama am zay de mitombo kokoa ny fahazotoana rehefa alina ny andro - sarahantsika nono aingana balita de atao biberon, dia atokana evitrano ohatra ...

misy kosa aloha sady te ihinambary mafana sy laoka raitra, no te hanana trano milamina no te ahazo ankizy mahay no te hanana vady mavitrika ao ampandriana - asio priorité kely ary e!safidio izay tena tianareo na mila manambady superwoman


za rehefa vacances dia mazoto rs satria miamaivana ny asa sy andraikitra!

asa ry angelina jolie raha manao raharaha b koa ao antrano na mazoto tokoa ao ampandriana sns fa am télé aloha de mampitsiriritra e?

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: LT
Date: 28 août 2017 - 00:43

Anampiko anzay rht zay Mo v avy amlay vhv ihn ny matonga izany rht zany anefa ?
Inn ny matonga azy reraka na kamo na stressee ? Samia mandiny tena aloha e Jereo ny anjara responsabilite any lhl amzany rht zany
Izy avy niteraka tsy aiko oe firy Firy taona avy ny zaza Inn avy ny eritreretiny ao am tokantrano ao sns sns eee

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: asa in no vahaolana
Date: 06 septembre 2017 - 14:08

Vehivavy no manoratra
Bdb ny lehilahy no mieritreritra fa miodina ny vehivavy rehefa tsy mazoto mi-rs ao antrano, mety misy zany fa tsy ny rehetra.
11ans de mariage, 15ans niarahana, zaza 3.Za zao tena tsy mazoto mi-rs intsony efa ho 1 an et demi zay, tena zara raha misy an'izany ny tokantranonay, tsy te hiherika mints a satria, ramose dia tsy mba misy teny mamy na teny malefaka fotsiny akory ary mivoaka ny vavany, fa dia vazavaza, teny mahery, sy tenin-dratsy no henoinao isan'andro, eny na dia miresaka @ ankizy ary izy.
Ny mahagaga anefa rehefa mangataka rs izy dia tena olona fark'izay malefaka, rehefa vita ny atao dia miverina ihany ilay toetra, pendant ny rs anefa dia tsy mba mietreritra afa tsy ny plaisir-ny samirery izy.
Hany ka aleoko tsy manao, sady tsy mieritreritra ny hijery any an-kafa, fa ny zanako ny ahy no jereko sy ho entiko mampifaly ahy

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Tsita e
Date: 12 septembre 2017 - 16:53

Nena 13ans niarahana de 10 ans de mariage,3 lahy ny zanakay.Kamokamo koa rafotsy an,ndray2 ary 1mois tsisy rs mitsy.Nefa tena marina le tenin'ny le zoky ao aloha ao oe ny rs tena ppn mitsy hoan'ny lhl.Nefa tsy maka lagy za fa tena hitako mitsy oe henjana be le mitaiza zaza sy ny fikarakarana anay 4 mtsam ato an-tanàna,ary ndray2 ary ny hidabohan'ny lohany no ela fa de aboridako fotsiny izy de loloviko eo pepeta e.Le oe leo mantsy amiko manokana de midika oe faharavan'ny tokatrano sy mitarika any @ fisarahana de le ankizy no mibaby ny vokany nefa koa ra hisolo vady vao2 de mbola tsy hay koa na ho pire noho izany iany koa refa any aorina any moa ny taona koa mandeha iany.Fa kosa refa tratrako @ atoandro de tsy apetrako mitsy ary ra @ alina de tsy apatoriko mitsy.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Avobenohonylanitra 
Date: 12 septembre 2017 - 17:21

izay ilay ilana mitsaingoka kely tsindraindray any ivelany.
normal raha leo ianao. na dia laoka faran'izay matsiro aza mankaleo rehefa tsy miova mihitsy

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 17:29

Avobenohonylanitra > pangalatra pseudo

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg