Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
LEO NY VADIKO AHO E!
Par: TSY TAITRA
Date: 22 août 2016 - 22:32

Miarahaba antsika rehetra,

Tena mba mangataka fanampiana amin nareo fa sahirantsaina e!

Lehilahy aho no manoratra eto ary tena lasa leo tanteraka ny vadiko aho.

Lasa tena otran tsy te hikitika ny vadiko izany intsony aho.

Tena malaina tanteraka aho raha oe RS amin ny vadiko izany nefa efa 7 taona niharahana izahay.

Taloha nefa izaho irery ihany ngamba no tena mazoto manao RS. Izy toa ilay malaina lava ireny. Efa impiry aho niresaka tamin ny oe isika anie mpivady ny vie sexuelle anstika toa mampalahelo be indroa isambola ve no manao RS. Ny excusen ny moa dia ny hoe reraka ono izy e. Mamizana azy ono ilay mitaiza ny zaza e.


Amin izaho aho tena te hitady anekafa.

Mila toro hevitra re raolona o!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Mila massage
Date: 23 août 2016 - 04:33

Aza kivy nama a. Mandehana any an-kafa fa karakarao foana ny ankizy e. Mihinana refa misy occasion. Sady 7 ans izany vao kely e. Ny ahy aza efa 20 ans.
Zà izaho nanana sipa fa in-1 isam-bolana ihany no manao aminy (fa izy tia be ahy) fa izy tsy dia salama loatra. Ny ato antrano in-3 eo ho eo en moyenne.
Tsy hoe any ivelany d voatery ho RS be foana an.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: tao koa zany
Date: 23 août 2016 - 10:13

io olana io zany de iraisan'ny lehilahy fa lasa kamo manao le vehivavy rehefa mivady, tsy hay hoe tena reraka tokoa ve fa zah aloha mahita fa fialana bala fotsiny ilay hoe reraka , miady saina , be asa , vizana ,indrindra moa tato ho ato ity hoe : stréssée ity (nefa le hoe stréssée aza toa mampiomehy ny famaritany azy )
asaivo maka aina ange ry zareo fa ho hitanareo eo fa ny omaly tsy miova e !

tena mino nefa aho fa raha bandy hafa any ivelany any sady ilay mampi-fantasme azy ireny dia mamelatra ry zareo na in-3 isanandro aza !
hitako mihitsy izany amin'ny vadiko fa mitelindrora mihitsy izy raha vao mifanena amin'ireny bandibandy ngezangeza ireny an! misy fotoana ary avelako mihitsy manara-po mitsiriritra manao izay mety amin'ilay bandy eo ary efa hitako aza mifampiantso indraindray fa aleoko mihitsy miodina na misintaka aminy mba ohatran'ireny hoe chauffeur na gardien an'i madama ireny fa amin'izay izy à l'aise tsara !
ny mahakamo ahy nefa de mangaringarika sy kizintina ery izy refa mba misy sipa milay eny an-dalana na misy sipa misarisary zoro amiko.

le manao kely in-1 na in-2 isam-bolana dia mba ala tsiny kely fotsiny amin'ny ao an-trano sady matetika tsy ao akory ny saina sy fo rehefa manao fa vao vita iny de ny hoe aiza ny vola hividianako an'itsy na ireroa rahamaraina ????

asa fa mety le tokan-trano mihitsy koa no mankaleo e !

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Tsy Taitra
Date: 25 août 2016 - 23:48

Misaotra zalahy amin ny torohevitra!

Tsy maintsy miafara amin finanana any ivelany mihitsy ity!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: tsyolana
Date: 26 août 2016 - 03:44

Alohany andehanana any ivelany jereo iany alou sao de izy no efa tsara dona any ivelany, ahiahy fotsiny ny ana a. fa ra 1n-2 isambolana zany kosa kely loatra e!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: tao koa izany
Date: 26 août 2016 - 09:41

le izy ange tsy hoe vôtabia ny bandy ka tsy maharaka hoe efa voadonan'ny akamany any le rafotsy e fa ny olana mipetraka dia ny hoe mankaleo be le miara-matory nefa tsy manao ;ny tena lehilahy tsy hoe mitovy aminy fa mila manao matetika .
misy fotoana mahita fa mafinaritra be kokoa ny matory irery indraindray koa malahelo ny fiainana taloha t@ célibat : télé ;film; jeu à gogo mandraparaina !

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: herve
Date: 29 août 2016 - 16:05

De mahereza ry namana fa dia probleme iraisana io, ny ahy zany koa dia mahita ho lazaina foana isak'izay ho kitihana.

Angamba dia tsy maintsy hitifitra ny any ivelany raha izao no mitohy; Ny ahy zao any ampiasana efa misy kandrakandrana, fa refa tena eo otran'tsy mety ndray ny saina sy fanahy.

Matanjaha ny saina e

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: dde
Date: 30 août 2016 - 18:10

zah lou mahita fa n vehivavy gasy ao anaty tokatrano ts mahavaha tena e..il suffit de voir andr zareo anaty taxibe, carré carré, tsis bik tson fa otrni @#$%& sokiba, mibahana be...
normal rah mihena n libido na lahy na vavy...
ny beauté sn jeunesse anie mila ezaka e.. karakaraina, mila budget.. sa hoe afa doza fa nahazo vady d niteraka..ko rah tsy akoho manatody lava koo...
fitaizana mints io.. ambany niveau be.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: john rambo
Date: 31 août 2016 - 16:35

hita variana ao amin'io tokantrano tokantrano tsy hoentina mankaiza io foana na ny lahy na ny vavy dia adino ny tena fototra tokony hokoloina dia ny fifandraisana sy ny fifankatiavan'ny mpivady.
ramatoa kizintina /tsy mahavaha-tena /kamo velona /be menomenona /vatanakondro....
rangahy tsy tamana an-trano/voretra/mamolava/mamono/milongolongo /pâte jaune.....

tsy mahay mifampihaino sy tsy mahay mifampiresaka fa samy miady ho lohany na lahy na vavy nefa samy rambony avokoa izy roa raha ny fisainana no jerena.

etsy andaniny : eritrereto fotsiny hoe aiza ho aiza izaho manoratra eto mihoatra amin-dry brad pitt/cloney/cruise/craig
dia mba ahoana anefa aho rehefa mahita an'ireny madamadama manjamanja kely eny an-dalana ireny ?????

mila averina tamin'ny mbola mpisipa foana isan'andro ny fifandraisan'ny mpivady

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: aee
Date: 01 septembre 2016 - 10:44

ny tokatrano fjeriko azy ts d ftiavana fa talenta, ka raha tsy manana ilay talenta ianao mapisy ambiance de eo...

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Pile Clo
Date: 01 septembre 2016 - 13:42

Ratsy be eo amin'ny relation zany oe leo ny vadinao izany ianao , tena azoko mihitsy ilay mahazo anao , fa efa teo koa za no niala , zao no zavatra mety mitranga :
1- Misy bandy mitifitra ny vadinao dia tsy te hiherika anao intsony , 7 ans nivadiana izany tena mampandeha ny vehivavy mihitsy eo @ 30 ans eo ho eo izy mantsy amin'izany , dia leo
2- Tena reraka ny fiainana izy , mety tsy milamina ny fidiram-bola ao an-trano , na misy tsy tena mampilamina anreo roa
3- Tsy mahafapo azy ianao rehefa manao dia leo be izy

Solution : Na ireo 3 ireo aza ny olana dia izao : Hanomany plan izy , ho entinao mivoaka ny trano dia ho ento any amin'ny chambre dia manomana tsara ianao amin'izay na gouter , na enjoy , na ombilahy , dia ataovy mahita ny lanitra fahafito dia farano amin'ny hoe ianao no vadiko ary tiko , andramo

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: zazabotla
Date: 01 septembre 2016 - 21:12

Ny vehivavy dia lasa kamo rehefa mandroso ny fanambadiana raha resaka filana ara nofo izany.NY mihodina izany tsy dia misy fa ara boajanahary io.Akino amin'Andriamanitra ny fiainana,aza manaiky voany fakam-panahy.Mahereza ny Tompo anie homba atsika mianakavy.Miova ihany io any indray andro any fa raha tsy izany dia miaritra fa izay no lahatra sy anjara.Mahaiza mifehy tena fa izay ny maha mpandresy ianao.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: mpanao
Date: 14 septembre 2016 - 21:34

Fanaon'ny sipa io
Mila manao forcée koa indraindray.
Tereo izy fa aza manaiky zany.
Ambeno refa mande mandro de petaho ao @ douche.
Vao mitsingolika manao zipo fotsn d'efa avy enao am angady sy ny harona.
Fa enao koa zany Mila prêt à tout moment.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Tsy Taitra
Date: 14 septembre 2016 - 23:01

Tena amin izao tena tsy maha excuté ahy intsony iz!!, Niara nande niala sasatra kely izay teo arak'ilay torohevitr i Pile Clo fa tena amin izao izaho indray no tsy mazoto intsony. Asa ngamba noho inona fa tena tsy ao amin intsony aho. nefa koa tsy mbola tena ho mazoto be itady any ankafa. Ny zanako sisa no heritreretiko amin izao. Tsy ho misy olana manoka ao antokatrano. Fa ilay hiRs aminy aloha tena mahakamo.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Nenah
Date: 15 septembre 2016 - 12:34

Zavatra efa nihainako koa zany!
Taloha zahay mivady samy mazoto be! Nandeha ny tokatrano hitako nihena tsikelikely le fanaovana RS.Za mazoto foana ary fantany fa na reraka aza aho de mahavita fona e!Samy miasa de mety samy reraka fa zany kosa tsy natao hanimbana ny vie sexuelle ana couple e! Izy somary lasa kamokamo,rerakin'ny asa! Nihena ny fanaovana RS ay indraindray de 1Mois tsy misy RS.Lasa nanirikiry ahy le izy,tsy naka lagy koa za fa de zay zany oa.Omeko ny taimbava kely majinika ndray2 oe refa tena tsy zakako ve tsy hitady any @hafa za analana mavesatra! Efa manomboka manambotra saina oa za oe en couple tsisy RS zany ty oa! Omeko ny teny kely manindrona fona!
Nisy fotoana @zay tsy nasiko resaka tsony ary leo koa za!Ny fiainana rehetra mandeha tsara daholo akotran'ny vie sexuelle-nay! Matory de bonuit de zay,omeko lamosina! Tsapako tena kirizy aho! nanomboka niverina nikitikitika an'i balita de noteneniko oe aza kitikitihana oa refa tsy anao ninoninona fa mampijaly tena fotsiny!Na za koa aza de lasa tsy te hanao aminy tsony!Za nefa tena henoko fa mila RS fa tsy te hitady any ivelany!Mi-mast kely ndray2 de afaka ndray aloha iny!
ny excuse-ny taloha de averiko aminy fona,reraka e,te atory e,blablabla...nandeha moa ny fotoana de niverina iany! Tsy mety aho oe manao isan'andro zahay fa niverina @normal aho @zao!
Ny zvt azoko raisina zany de io tsy oe an'ny lehilahy irery fa Couple e! De ny Vehivavy tena mila mijery akaiky anio zvt io fa matetika oe refa manambady de lasa atao tsinotsinona le izy nefa io iany no hany tokana mahatonga ny fampirafesana!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: john rambo
Date: 16 septembre 2016 - 13:40

ilay izy aloha hita hoe ny vehivavy ao an-tokantrano no fototry ny olana , nefa tsy azo omena tsiny ihany koa ry zareo :
-kely sakafo : tsy mba mihinana araka izay habetsany ilaina fa tsy misy vola
-ratsy sakafo :tsy mba mihinana izay mahasoa sy mampatanjaka fa na raha misy vola dia tsy mahay mividy izay tsara
-tsy mahay mikolokolo vatana :tsy manana fotoana/fahaiza-manao/vola
-tsy mba mahalala mitandro ny aina : na kely aina na tsy mahay mandamin'asa , izany hoe :jereo iretsy antony ambony na mamono tena amin'ny asa (na amin'ny mpampiasa)

tokony ho tsapan'ny vehivavy anefa raha misy saina ihany izy fa mila mitady hery izy ireo mba ahazoany mikolo ny tokantranony/fitiavany/vadiny

dia tsy falifaly eo ny bandy rehetra fa valable hoantsika koa ireo an !

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: bibidi
Date: 23 septembre 2016 - 11:13

mila éducation sexuelle mihitsy tsika raha izany.

Izaho taloha nandalo kely olana otran'zany fa afaka ihany.

Amin'zao de au moins 5 fois par semaine no manao. Matetika de atsofoka dia milalalao eo de aveo manao position cuillère de samy mahazo tory be tsy misy an'zany hoe tonga zany.

Presque otr'zay fona isan'alina. Tsy excuse mihitsy izany reraka izany satria le manao aza tena mampi relaxe sady mampahazo aina tsara mihitsy.

Rehefa tena reraka tena tsy misy zavatra relaxant noho zany caresse n-Drafotsy zany. De na izy ko aza no reraka de mahazo caresse sy amour de mahzo tory be aveo.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: huhu
Date: 04 octobre 2016 - 11:46

zany mihitsy ka!
izany hoe mampi-relax izany na reraka aza no tena hoe manao fa tsy tahaka ilay fanaonao isan'andro io akory .
samy hafa koa mantsy ilay hoe reraka sy ilay hoe tsy te hanao : fa ilay reraka afaky ny hotra ataon'ilay vady fa ilay tsy te hanao efa nisy nahavita tany izay na lasalasa any amin'ny hafa ankoatra ilay vady ny saina dia kamo be raha vao hoe izy no hanaovana .

tantara tena misy : misy vehivavy izay ,40 latsaka kely eo angamba ,ataonay bandy akama sy sécurité firesaka mihitsy fa tena tsy mahalala vizana mihitsy miaraka amin'ny sipany fa rehefa tonga any an-trano hono izy dia mody manao marary na milongolongo mila ady amin-drangahy matetika ny ampiasainy dia ny hoe reraka sy be asa tao am-piasana.
ilay ramose koa de vongany be tsy mahatsikaritra an'izany fa ataon'ny bandy firesaka raha vao hitanay.manao ihany anefa hono ry zareo hitazomana an-drangahy sao silaka ilay fikafika ary

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: nde ho aiza
Date: 05 novembre 2016 - 11:20

Sipa no manoratra.

iangaviana tsy hisy iteny ndray eto oe kou maninona mou zany ra tonga d za sy tsy taitra no miaraka ? Fizarana fotsiny ny ahy fa tsy mitady ahy akory.tsis rs mintsy ao an tanana d gaga iany za .za tsy miodona fa izy aloa otrany arako oe miodona an.
rams mande mivoyage foana d gaga za rehefa tonga izy d tsy liana rs mintsy.ataoko daolo ze moyen rehetra fa eeee.ary rehefa mbo mazoto ndray izy d ze hahatonga ny azy iany kou no mahamaika azy ?

Fanontaniana: aona moa no sipa iany no lazaina fa kamo mi rs ? d iny zany ny an rams fitiavan tena sa adidy fotsiny ?

pile clo - tsy voatery oe misy bandy mitifitra fa le envi mintsy no tsy ao
mpanao- kou ra tsy akoho kou oe tonga d petaho hahaha

soution omeko zany d conversation eo @ mpivady no ilaina

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: ikalakamo
Date: 06 novembre 2016 - 11:23

za de gaga indraindray: marina fa hoe mila mihetsiketsika foana ny vehivavy an, otran le am film reny. Vao tafiditra ao am le zaza sns anefa dia efa tamy daholo ny mi gérer ankizy, fianarana, vary, laoka , asa, manadio trano sns ... na dia miasa aza ianao - ary indraindray na dia misy mpanampy aza dia tsy afa bela - solution indrayndray ilay hoe alefa any am rafozana na rar ny ankizy fa andavanandro reo eo foana anefa, adidinao.

Mety ve hoe, rehefa samy miasa ihany isika roa, de samy mitaiza ny zaza, samy mampisakafo, samy mampanao devoir, de samy manao jeu video, de samy mandehandeha kely miaraka amin'ny namana, amin'izay mihena ilay charge be, le zavatra ao anaty loha - ary rehefa tonga ny ankizy tsy miteny hoe mama a! fa hoe mama a! dada a! sa ve hoe atao par tour par semaine ilay andraikitra ? de maivana kokoa ny ato andohan'i mama am zay de mitombo kokoa ny fahazotoana rehefa alina ny andro - sarahantsika nono aingana balita de atao biberon, dia atokana evitrano ohatra ...

misy kosa aloha sady te ihinambary mafana sy laoka raitra, no te hanana trano milamina no te ahazo ankizy mahay no te hanana vady mavitrika ao ampandriana - asio priorité kely ary e!safidio izay tena tianareo na mila manambady superwoman


za rehefa vacances dia mazoto rs satria miamaivana ny asa sy andraikitra!

asa ry angelina jolie raha manao raharaha b koa ao antrano na mazoto tokoa ao ampandriana sns fa am télé aloha de mampitsiriritra e?

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: huhu
Date: 07 novembre 2016 - 11:07

za alo tsy ti an'anZelina Zoli fa mahia kely iny de tsy ôtran'mamely planche ve ?

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: mapalaelo
Date: 07 novembre 2016 - 11:48

Mampalaelo ana nareo . za vevavy manoratra ay ve izany no fandraisanareo anay rehefa hoe kamo e . Ny itako sy ianako anefa contraire @ zany izao fona no mitady ao antokatranonay fa izy malaina dia tsy mapaka lagy ana zany no tsy andeh ho iodinakou any an kafa na dia makarary fo ary l voilika kely iny tsy misisika anatany ny antony akory a fa miandry a satri io tsy forcé manjary tsis6 filing.
Tiko tenenina hoe na lahy na vavy samy tojo anio ao an tokatrano fa aza mora leo zany reto a masina io tokatrano io sady mamy be fona io na avec RS na tsia

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: zah be mokondoha
Date: 07 novembre 2016 - 14:05

zah vehivavy manoratra, 11ans nivadiana, tia manao fa saingy:
-ny vadiko voretra be, misy fofona na vatana na vava, mamofona sperm foana
-ny vadiko kamo mamelona anay vady aman-janany, zara fa mampidi-bola, ny charges anefa midangana, izy sady te-hihinana matsiro sy betsaka, te hanana vie de luxe
Vizaka ny saiko sy ny vatako satria sady lahy zah no vavy ao antrano, ka na te hanao mafy aza aho dia foroniko fotsiny tsotra izao ny hakamoana. maka lagy rams ndraindray, miainga hatramn'ny oe efa mpianadahy izahay fa tsy iasàko saina.
ho ahy dia ny tokantrano dia olon-droa, ka tsy RS no bases-ny. rehefa mitaky amiko devoir conjugal dia takiako koa devoirs rehetra surtout envers ny ankohonana(vady amanjanaka)
ka miala tsiny aminareo lehilahy fa rehefa tsy mahavelona anay ianareo dia tsy afaka ny anome fahafaham-po anareo koa izahay vehivavy! mazava!!!!mahazo maka any amin'ny sisiny refa leo fa tsy tambazana fa tandremo fotsiny tsy hitondra aretina fa tonga dia dehors pour de bon!!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Debat
Date: 07 novembre 2016 - 15:50

Ô ry Ireto a, fa angaha ianareo tsy mahay miresaka? Sa ahoana no fomba fifandraisana ao antrano? Ny anay mivady raha hoe 3 andro angamba tsy misy rs dia efa enquête be na ny andaniny na ny ankilany. 15 taona nivadiana sy zaza 2 a, 2 taona niarahana talohan'izay. Fa na vizana na inona, manao foana izahay. Tsy hoe tsy maintsy feu d'artifice be isan'andro an, fa tsy mahavita mifampitakisina ao ampandriana izany izahay ka hoe tsy hanao. Rehefa tena hoe misy tsy salama angaha dia tsy mi rs fa ny safosafo sy ny otra isankarazany mandeha foana. Ary raha hoe misy fotoana kely tsy mifankahita, vao maika fety be avy eo. Fifampitaizana koa ilay izy an. Ny lehilahy mila mi séduire andrafotsy koa indraindray, manambitamby, omeo fotoana ho azy izy hanaovany izay tiany. Ny vehivavy koa toy izany, manao metimety, tsy miandry angatahana foana fa miteny hoe ataovy an'izao aho. Marina fa tsy mora ny fiainana, aza atao excuses daholo ity rehetra ity, fa tsy mahafaka problème ange ny tsy fanaovana rs e! Vao maika mampifanalavitra mpivady aza.
Raha mbola misy fitiavana, raha mbola tiana hijoro ny tokantrano, aza maimaika mitady any ivelany izany fa amboary ny an'ny tena. Bonne chance daholo e

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: mandre
Date: 08 novembre 2016 - 13:39

samy manana ny cas azy, fa rehefa L @ rafotsy dia za mangala-pihinana any ivelany, @ iny dia taitra ilay désire ary na i rafotsy aza @ iny voakarakara tsara indray, ohatry ny hoe nahavita devoir tany ivelany ve dia ny ato antrano indray no tsy atao! - Ilaina izany ilay épice kely eny ivelany hampahatsiaro ny mahazatra ao antrano e. Ahy personnel izay fa mety azo andraana ihany!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Kaspersky
Date: 09 novembre 2016 - 13:42

Bjr daolo!

Za sipa manoratra. 8 ans nivadiana, zaza 2 mbola kely. Mbola mpisipa zahay efa moyen ny fanaovana, nony nivady vao mainka nihena be satria matetika miady, mifamaly, izy mitaraina reraka lava @ asa any ampiasana sy ny ao an-tokantrano (tsisy mpiasa fa tsy tamàna foana zay alaina dia leo be zahay ny farany)

Za mince, mahakarakara vatana tsara, mihetsiketsika ary mampitoditodika lehilahy ihany eny @ arabe!

Fa lay vadiko dia tena farak'izay kamo manao RS! resahana, angatahana, hanaovana akanjo sexy sns fa shhhhh mankaleo be! une na 2 fois par mois raha be indrindra.

Za olombelona, ny bandy bdb no mikôty! voatery mihodina any an-kafa! désolée pour lui fa efa be loatra ny ala nenina nataoko dia leo be e! Misy fetra ny patience-ko!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: hihihih
Date: 15 novembre 2016 - 13:45

na andeha ho aiza na andeha ho aiza ny vehivavy dia io no ppn hoan'ny lehilahy ao antrano.


fa misy miteny ery ambony ery hoe: "sao mba tsara dona any ivelany?"
tena resaka matotra io, ny sipako tsy mety manao rs amin'ny vadiny rehefa avy manao zahay. ko efa mahatonga intelo aman-efatra indray andro izy ka inona intsony no zarainy any antrano any. de violén'ilay vadiny izy vao manao.

ka ny mba tiako tenenina dia hoe: mba homany hoan'ny vadinao ny vatanao ramatoa manambady isany ah
aza miandry lehilahy hivoaka ny trano vao hikiropaka

ie vola sy voudii ihany no tena mahatery ny lehilahy ry >> TSIVERY
raha sy maharaka izay dia efa mitanilanila ny tokon'ny tokatrano ary hianjera ny fiararany.

za zao efa hendry tsara fa no teneniko ny vadiko hoe :
za efa voky fa tehirezo ho lou ao nenao ... teo vao nikiropaka miakatra sy mitsongoloka sns ... hihihih laughadultadult

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Matihanina
Date: 17 novembre 2016 - 14:16

Miarahaba ny rehetra, kopakopa-tanana,

"LEO NY VADIKO AHO E!", izay moa izany ilay sujet.

voalohany aloha, mila finoana ny fanambadiana, asa ianareo fa amiko tsy mahay tsara ny vadinao ianao ary izy koa torak'izany tsy mahay anao izy. Ka matoa tsy mifandray dia mila miezaka ianao mamantatra.

fa iza no nanao an'io zavatr'io eh! dia fantaro Izy.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: zamahitah
Date: 17 novembre 2016 - 17:46

Aza maka lagy ry zalah fa après ny fiterahana anie ny vhv dia miova eh!
Mi_se dillater ny Colle-ny ka normal rah mihena ny desir sexuel-ny.Misy elaela vao miverina normal ary misy tsy miverina mihintsy aza.Tsy mifantoka @ RS tsony ny sain'ny vhv sasany.Ny fikarakarana ny ao an-trano sy ny zaza sisa no manahirana azy.Toa tsy hainy tsony le hoe: "ny vehivavy jerijery".

Ireo vhv reo ms tena midorororo fotsiny.Jereo fa le tia manao daholo ireo mamaly etsy ambony ireo.Fa le tsy mazoto manao tokony hanazava ny antony tsy misy hita.

Ilaina mihintsy ny fifampiresahana.Tsy voatery hoe ho olanab le ts manao matetika fa mila resahana @ ramse ny antony mba mis hamahana ny olona.

Afaka miezaka tsara ny vehivavy mba hisian'ny relation stable eo @ mpivady.
Azo atao tsara ny mamerina ny colle mba ho teritery @ alalan'ny fampiasana katrafay :Tenehina ny katrafay, (2 à 3litres) ny rano.Atao anaty tavy mandry dia mipetraka eo amboniny 10 min (tsy manao silipo). Averina matetika io mandra-mpiveriny ho teritery.Mety misy fomba hafa koa fa manantona sexologue.

Mila mihetsiketsika ny vhv mb hanintona an'i rams foana,sao d ho las chute libreb ny fiainan-tokatrano fa io no mahatonga ny crise de 40ène.Mety hiafara @ fisarahana az rah sanatri variana.

Karakarao ny vadinareo ry zalah rehafah tsy mihetsika ah!Az malak mitad any ivelan fa ts mahasoa io. Ampahafantaro az n zvtr tkon hataon fa met mbl betsaka n ts hainy.

Tsarov ry vhv fa tsy oe mandray vola av @ rams sy mikarakara ny ao antrano hianareo d matokyb fa oe tia anareo foana iz.Ataov ihany koa ze hahatamana az ao an-trano @ fahitany anao manintona sy manome fahafahampo azy. D ho hitanao fa ho stable lalandava ny fiainan-tokatranonareo. Sady fitia mifamaly no mampateza ny tokan-trano.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: anonyme
Date: 25 novembre 2016 - 13:40

vehivavy aho, renim-pianakaviana 6 taona izao no nivadinay mivady, 13 taona no niarahana; tsy misy mahazaka an'izany vady manao RS any an-kafa izany na ny lahy na ny vavy. Tena efa stade hafa mihintsy izany amiko ary adultère mety ampigandra mihintsy raha mitory ny tompom-bady.Raha ny fiainako izao dia misy itovizana ny tantarantsika sy Tsy taitra, fa zany hoe nena mampirafy ahy mihintsy le vadiko, ary tsy resaka RS amiko fa za mazoto foana, adidy ao an-tokantrano zany amiko ary voasoratra ao anaty Baiboly, fa ataoko hoe tsy mahazaka le fait hoe lasa père de famille angaba ramose d lasa naka rivotra any ivelany. Fa raha za enao dia atao dernier recours zany haka any an-kafa izany. raha manao ny vadinao any akafa dia avelao izy no hijangajanga fa azy sy Atra izany, enao tsy tokony hifaninana amin'ny ratsy. avereno ihainana ireo moment tsara niarahanareo, ny zavatra mafinaritra foana tadidina dia miresaha aminy enao, azavao aminy direct ny zavatra kasainao atao fa tss tsy vitan'ny fifampiresahana. Lazao azy atramin'ny hoe leo anazy enao, mitady haa any an-kafa, mafy ho azy ny hiaino an'izay noho ny ihainy azy raha sanatria lasa any an-kafa enao. Io mangalapihinana io, io fahafinaretina kely vetivety io mety hanimbanao ny ho avy janakao mandrakizay. Ny anao sitrapo fa ny an'ilay zaza sitraponareo mivady niarahana no nahatonga azy teto. Tsy maintsy misy compromis ao an-tokantrano raha tsy izany dia sodoma sy gomory ny eto an-tany.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: ts mety zany
Date: 01 décembre 2016 - 12:29

Tsy mety zany décision-nao zany, na dia efa miomana fa ho rava tsikelikely ny tokantranonao, ny any ively anie ka tsara foana e! fa ref ampidirinao izy de miverina mitovy am lay narianao taloha ihany!! mieritrereta eeee

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: fem
Date: 01 décembre 2016 - 15:31

zah vehivavy an fa kamo tsotra zao zah ref manao RS e nef tsy mba mpiodina zany,mety le fahazarana ko ngamba : tanana,vatana,balita 1 io foana,toute position efa vitanay sns...moa le fitiavana ko ef nizara 2,lasa any am zaza e.miezaka ihany anefa ndrai2 ataoko mahita ny ja....e,zay le hoe TOKATRANO FIHAFIANA.

Options: Répondre
Re:TSY LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Doud's
Date: 31 décembre 2016 - 11:31

ty zalah le tantara a,ilako fanampina be mitsy

Bandy ah, mbola tanora na efa manambady aza, efa niteraka roa izahay. nony Antony fianarana dia nisarak-toerana zahay mivady.( izy no nianatra ary nandritra ny 2 ans ny fianarany). mazava oazy fa mipetra-drery izy tany amin'ny toerana nisy azy. zah sy ny zanako no nijanona taty amin'ny tanananay satria zah ts afaka manaraka azy noho ny asako zay eto antoerana ihany. ny zaza rahateo mianatra.

nandeha tsara ihany ny fiainanay 6 mois teo. sms, mp ,appel no hifandraisanay. izy mo ts de tena oe lavitra b n elanelanay fa eo am 135km eo ka de nataoko ze nahafahany nody namonjy anay telo mianaka refa week end,tao aorian'io 6 mois io dia nanomboka niova n fomba fanoratany sms amiko.toa olona maika lava zany,ary otran oe olona mis zavatra manelingelina ny sainy. na mp ko de torak'izany.connecter efa ho plus de 45 min izy vao mamaly ny mp alefako. miantso azy ah de otran hoe maimaika s mahamahana zany izy mamaly ah hany ka ny " JTM" famarananay ny resaka aza ts nataony tsony.

refa taty aoriana de nanontany azy ah oe fa maninn izy no niova sahala amin'izany? sa va hoy aho hoe ny fianarana no mafy? de nolazainy fa zah ngamba no mamorona fa ts mis ininn akory. ts niteny aho fa nararaotiko ny fandehanany nanao douche,nalaiko ny Phone-ny, ts hisava ze ao ah akory fa juste ni-actiV ny renvoie d'appel ho aty amiko.
izy moa somary manana toetra ratsy amty ts mandray phone raha tsy elaela ty.
ny hariva, nisy niantso izy ary avy hatrany de nivoaka tany atokontany. refa vita ny resany dia nanontaniako izy hoe < iza izy teo cherie> nolazainy fa ny zokiny. ts niteny aho fa ny ora nisian'io antso io no noraisiko.
ny ampitso, refa nanao la sieste iny zahay ka tafatory izy dia nojereko moramora ny historuque des appels, nojereko ny ora niantsoany iny omaly iny, ts ny zokini no tao fa olona hafa.

tapitra iny week-end iny ka ts maints andeha izy. ts niteny bersaka aho fa nolazaiko fotsiny hoe,hendre tsara vadiko a.hitako somary niahotra izy nahare izany.nanatitra azy teo amin'ny stansionnement aho dia lasa izy. nandefa sms izy nilaza fa hatory refa eny andalana.
nony afaka 1h eoeo, nisy niantsi aho,nojereko ilay izy ka numero ts fantatro. noraisiko fa ts niteny aho. ilay olona no avy hatrany dia niteny hoe < allo cherie, efa niala tany ..... ve? efa ts handriko ny hahita anlah ndray> niasa soamantsara ilar renvoie d'appel, ary lehilahy io niantso io.
tsy nahateny tsony aho fa nirotsaka moramora ny ranomasoko. ts nony alaheloko ny zavatra ataony akory,fa noho ireo zanako izay fahanany lalitra miaraka amiko.

niezaka nitony aho aveo fa tsy nanisy singe hahalalany mihitsy hoe fantatro ny zavatra ataony.
nony tonga ny zoma,zay fotoana tokony hodiany dia niteny tamiko izy fa ts afaka hody fa mis zavatra atao any ampianarana. namaly azy aho hoe rehefa izany aza dia izaho no ho any. ts nanaiky izy fa sao hono manahirana amin'ny any ampianarany ( excuse bidon)
nifanolana tamin'izany teo izahay,farany dia niteny aho hoe aleo aho hijanona ary fa zany no hampilamima antsika.REFA VITA NY RESAKAY DIA NIANTSO INDRAY ILAY NUM KA TSY VOARAY ANGAMBA dia tonga taty amiko indray ny appel ka noraisiko, zao no voalazany tao < Ok ihany ve le elah tsy mody cherie>, ts namaly aho fa notapahiko.
teo noho eo aho dia lasa naka billet de nandeha.
nony tonga tany aho dia nody avy hatrany fa ts nandalo tany ampianarany. nokarakaraiko tsara ny sakafo atoandro.tsy nody nefa izy, nantoiko sad mody nanontaniako hoe efa sakafo ve vadiko,dia novaliany aho hoe efa ato antrano aho misakafo zao.
teo amin'ny 5h teo izy vao tonga niaraka tamin'ilay bandy. ts niteny aho fa ny sac a dos-ko no noraisiko dia lasa aho nandeha nanapaka billet hodiana.nanakana ahy izy mba hifampiresaka fa ts nety aho satria feno loatra ny foko.
ny ampitso maraina tokony ho tamin'ny 9 sy 30 eoeo dia tonga taty antrano izy. tonga dia ranomaso no naseniny tamiko sady nifona izy.ts haiko intsony izay asiako ny aiko.toa lasa rikoriko be aho mijery ilay vadiko,nalahelo ireo zanako nefa aho ka dia notsindriko ny hatezerako sy ny alaheloko.
nihezaka ny nanazava tamiko izy fa zaho mbola ts vonona ny hiresaka taminy. ny hariva dia teny tsotra no nolazaiko azy < efa ela hoy aho no fantaro ny zavatra misy,asaivo midina aty io olona io ka miresaka amiko> ts nanaiky izy fa hoe olona miasa hono io bandy io. nanontaniko ndray izy hoe tiny sa tsia io bandy io, ts namaly izy.

hatramin'izao dia mbola ts fantatro mazava ny momba ny tokatranonay ka ra misy afaka manoro hevitra re de mba toroy fa tena tampi-dalan-kaleha ano.

marihiko fa 34 taona aho, izy 31 taona ary ny zanakay 9 sy 5 taona. misaotra amin'izay afaka hanampy ahy,miala tsiny ra somary lava loatra ny tatarako.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: $ongomby
Date: 31 décembre 2016 - 11:42

Mampalaelo lesy ny tantaran'là le. Mbola lavitra lesy ny lalana alehan'ny tokatrano raha elà aza vao 34taona a. Tena mbola misy ny henjana noho izany. Mbola tsy hitan'là zany hoe tratra tena minono ny an'le bandy izy. Diniho tsara lesy, de alao ambony, alao ambany. Aza maika maka fanapahan-kevitra. Raha hitan'là fa misy ny fiovàna de araraoty ny fanatsaràna.
Na izy koa aza anie mety handray fanapahan-kevitra hentitra be hoe hiala @ le fianarany e.
Tsy misy olona tsy mibolisatra lesy eto an-tany fa izay miarina ihany no afaka manohy ny fiainana a.
Korazy lesy zandry kely dia mba mivavaha fa manampy betsaka ny moral ny vavaka a.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Doud's
Date: 31 décembre 2016 - 12:03

Songomby> merci e, novitainy hatram farany ny fianarany ka, efa vita vao ts ela zay fa nandritra io 1 an et demi io dia ts nis fiainan'ny mpivady nanjary teo aminay. zah ndray nefa nanao ny adidiko tamin'ny fanohanana ny fianarany hatramin'ny farany.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: efateo
Date: 31 décembre 2016 - 16:24

Doud's> Nandalovako io. Tena maharary indrindra fa hianao mba niezaka ny nahitsy ary tsy nanota tamin'ny fitiavanana nananao. Ny hevitra noraisiko, ka tsy haiko na mahasoa anao na tsia, dia tsy nisaraka aho fa nandefitra. Tena nandefitra fa tsy hoe nanadino. Ireo zaza ireo mantsy tsy mba nisafidy hoe hianareo no ho ray amandreniny, ka tsy afaka ho raisina ho tompon'andraikitra. Zareo no jereo, ary atontony any ny fitiavana rehetra. Iezaho miadalana eny ny hananana fiainana mirindra sy misy fitiavana eo aminareo roa. Mirary soa.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: dou
Date: 01 janvier 2017 - 08:37

misaotra betsaka anareo rehetra nanampy ahy tamin'ny toro hevitra.
eto dia tsy ho adinoko ny miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao.Ny Tompo anie homba anareo ka handrotsaka ny fahasoavany aminareo rehetra,ho taom-pahombiazana sy feno hafaliana ary fiadanana ho antsika anie ity taona 2017 ity. Bisous bedebe

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Doud's
Date: 01 janvier 2017 - 08:39

misaotra betsaka anareo rehetra nanampy ahy tamin'ny toro hevitra.
eto dia tsy ho adinoko ny miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao.Ny Tompo anie homba anareo ka handrotsaka ny fahasoavany aminareo rehetra,ho taom-pahombiazana sy feno hafaliana ary fiadanana ho antsika anie ity taona 2017 ity. Bisous bedebe

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: ericsolo
Date: 09 janvier 2017 - 19:57

mafinaritra mamaky an ty sujet ty satria problem mpahazo ny tokantrano maro.

rehefa vakiana atram farany dia mifampitohy io resaka io satria refa kamo manao rs madama dia solafaka te hitady any ivelany ramose dia tonga amin ny olan i doud's oe tsapan le vady fa tsy maintsy miova ny fihetsika refa mapirafy dia ho tratra dia io no vokany fa fahoriana mafy sy alahelo ary faharavana. lasa afo be lay tokantrano nefa toerana tokony ho mamy.

ny torohevitro dia ity : refa tsy ampy anao madama an dia mandehana mividy fahafinaretana.
ireto no antony : ny mpivarotra fahafinaretana dia ny volanao no ilainy, tsy misy arakaraka . tsy misy tohiny fa refa afak eo ianao dia milamina. tsy iantso anao na hanakorontana anao iny oul iny.

ny vola laninao amin ny sipa betsak lavitra noho ny vidin fahafinaretana

tandremo fa ilay sipa mody hoanimpotsiny iny an, ny handrava ny tokantranonao no tadiaviny ka mba mailo.

takalompatsa vidimpihinana,

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: ketraka
Date: 10 janvier 2017 - 18:43

Tena mamapalalo le tantara aloa,fa tena rare ny bandy hatanty zany zavatra izany an!le fandeferana aloa tsra fa le izy koa anie refa madefitra enao,dia vao maika hararaotiny e,izay no mahazo ahy amle vadiko,zay efa tena tsy tiko intsony,fa aiza ve ka ny sipany no madefa sms aty amiko,@ alalany telefone ny!Ny tsy azoko de efa rohahana izy,dia mody aty atrano fona!nefa aho laziany fa efa antitra!courage daolo isika mijaly ampanabandiana,fa aza adino ko ny manao izay mafalifaly atsika an!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: degaga
Date: 10 janvier 2017 - 19:00

Ericsolo> za efa tratra an'io cas io ts nilamina tam madama tao antrano dia nadeha nividy fahafinaretana fa tam ilay mpivarotra no loza an!!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: tsymaka
Date: 11 janvier 2017 - 11:09

lhl, 38 ans, mananjanaka 2 vavy, 1 lahy, fa ny ahy indray ny mahakamo ahy tsy mazoto firy hanao Rs @ madama dia resaka hygiène. izy izany somary misy fofona (i bozy io) rehefa misy hatsembohana. ny olana nefa dia izy indray mandeha ihany no midouche ao anatin'ny indray andro, misy fotoana aza raha midouche izy androany maraina dia rahampitso hariva indray izy vao midouche. izaho tena sensible be maheno le fofona. efa resahako foana izy hoe tokony mba indroa ianao no manao douche ao anatin'ny idnray andro fa ianao misy fofona. manaiky izy fa tsy tanterahiny akory ilay izy. reraka be aho miteny azy dia tena malaina manao Rs e, hany heriko dia rehefa hitako avy midouche iny izy no ihazakazaka aho indraindray mitsaingoka. efa encourageko be foana hoe nilay be fa tena madio be sns... fa e e e. kivy ihany aho satria sady mahasoa azy ilay madio no mahasoa anay nefa dia tsy ataony. ilay fitaizana hatrany @ RAD no hitako hoe mahatonga ila izy. izaho izao no miezaka mampianatra mafy ny zanakay vavy hygiène fa tsy resaka midouche ihany mantsy le izy fa be dia be.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: gorille
Date: 12 janvier 2017 - 16:42

ataovy tsara mihazakazaka mamely olona avy nandro eo fa mahahitsaka savony :
tonga de ny tarehan-drangahy mihitsy no mifotetaka eo amin'le bozy masiso !!!!

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: OHLALA
Date: 13 janvier 2017 - 11:59

za vehivavy efa manambady mananjanaka fa ny ahy indray tsy ataoko olana zany fa raha tsy mankafy ny ao an-trano aho dia manantona ny hafa avy eo rehefa tonga ao an-trano miverina ny fahafinaretana, ny tiako lazaina na lahy na vavy ilaina ny maka fahafinaretana any ivelan'ny tokantrano hatao ohatran'ny loisirs io fa hitanareo tsara ny vokany, na mahavita mifanaraka nareo mitsam na miafina mety daholo.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Zahoavao
Date: 26 janvier 2017 - 13:30

Mba handray anjara @ ty tafatafa ty fa tena mahaliana.
Lehilahy ny manokatra. Tena marina mihits ny voaresaky ny namana etsy ambony rehetra fa ny vehivavy dia tsy mazoto @io revy io. Excuse mahazatra mihits io hoe reraka e, miasa saina e,patati patata.
D ny mahagaga ana @ kozin'ny sasany ato dia hoe voretra ny vadiny hono dia tsy motivé izy. Dia mampametra-panontaniana ana hoe fa inona ihany ary ny niarahanao t@ny rah itanao voretra izy ? Mba ilazana fa maita fika ialana fona ny vehivavy refa mila Rs ny bandy. Raison nisarahako an'le sipako mihits mo izany. Ouziz le bandy akama ray zay rah hiaraka tsy misy Rs tsika dia tsy misy mahasamihafa @ hoe mpianadahy. Dikany io Rs io mihits no mahafanambadiana azy.
Na eo ary zany rehetra izany ilaina ny miresaka entre mpivady. Ilaina ny fandeferana. Zah zao b asa b d ny vadiko mpiasa @ fanjakana dia libre b fa refa tonga ao antrano ataoko fona ny adidy mampirevy an'azy satria itako mila izy. Indraindray aza tsy misy penetration satria zah vizana fa ataoko cunni d tonga ny azy. Zah koa mahay tsara ny point rehetra momba an'azy. Ny tiako kozina dia hoe tsy maintsy manao effort fona enao @ vadinao zany satria zay no mahapivady fa tsy excuse bidon lava zao.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: ZA ZANY
Date: 26 janvier 2017 - 15:39

Doud's
Mahate-hidera ny fahendrenao , izany ka lehilahy , ny zaza tokoa no nojerenao fa tsy ny hadalan'ny vadinao,efa izay no fanapahan-kevitrao dia manana fanantenana e! olona mivavaka koa no fijeriko anao, mino aho fa hisy valim-pitia hoanao sy akony tsara ho an'ny vadinao ny fihetsikao , adala koa izy raha mbola hanohy ny hadalany ihany
Mba te hahalala ny tohiny oe tsy efa nilamina ve ? Mahereza !

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Mitovy fa tsy sahala
Date: 27 janvier 2017 - 16:02

Tokony sarahana ny fitiavan'ny mpivady sy ny maha Ray sy Reny dia izay no izy fa tena deraiko Doud's amin'ny fanapahakeviny. Aoka tsy ho heno'ny ankizy hoe miady Dada sy Neny (resaka fitiavana io) Izaho kosa anefa dia mihevitra fa rehefa tsy tian'ilay vadinao intsony ianao satria efa miaraka amin'olona hafa izy dia zonao tsara ny miaraka amin'ny vehivavy hafa tsy vadin'olona an! Dia mangataha famelana amin'ny Avo indridnra fa hainy ny mandamina ny fiananao sy ny an'ilay vadinao taloha na tsy hiverina hivady intsony aza nareo satria izy efa manana ny olotiany

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: mitovy fa zaho vhv
Date: 27 janvier 2017 - 17:44

mitovy isika saingy izaho vhv, 6ans de mariage zay fa ny 1er année ihany ny vadiko no nazoto. apres 3 fois par mois ny farany 1 fois par 3 mois.Tamin'ny nahabevoka ahy moa de tsy nikitika ahy izy. Sendra nijery FB za no nahita oe misy vhv hafa miaraka @ny. Ny farany moa dia rava ny tokatranay. Amiko zany tsy possible zany tsy misy envie zany. je ne suis pas contre l'infidelité fa kosa oe ny ao antrano koa mba mila vitaina ny adidy.

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: Le leo
Date: 29 janvier 2017 - 17:54

Zà koa leo be ny vadiko omaly sy aninkeheo maraina fa efa tsy leo intsony izao ! Aleho hilamina ny fiainana an !
Mety RS rahalina !

Options: Répondre
Re: LEO NY VADIKO AHO E!
Par: gorille
Date: 30 janvier 2017 - 13:38

ny adidy tsy mba misy fahafinaretana
ary ny fahafinaretana tsy mba adidy
tsy misy mahafinaritra any amin'izay misy ny adidy
fa ny mahafinaritra dia ny manao adidy any amin'izay misy ny fahafinaretana

aleo manao adidy toy izay anaovana
ary aleo manao fahafinaretana toy izay anaovana
fa ny adidy tsy an'olon-dratsy
nefa ny tsara koa mahalala ny fahafinaretana

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg