Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: HenjanaB
Date: 20 mars 2017 - 15:44

za efa tratra e. Miasa amina orinasa iray lehibe eto andrenivohitra ny vadiko. Misy fotoana izy no mody hariva be am 6 ora any ho any foana nefa tokony ho amin'ny dimy. Milaza foana izy fa manenjika paiement-n'ny mpiasa satria responsable RH izy. Izaho koa moa mpiasa am-birao dia miravaamin'ny dimy ary mak azy rehefa mirava. Ny fanaoko isan'andro dia mandehandeha aloha satria mitondra vam fa indray andro tsy maintsy nankany am-piasanany niditra tany am biraony aho satria nisy nilako vola fa ny carte-ko tsy validée tsony fa lany daty. Efa tany amin'ny dimy sasany tany aho no nankany aminy satria efa taratara firavana koa aho. Vao niditra teo amin'ny hall aho dia somary nahatsikaritra feo mikisina topy ny vy mikisina ireny fa somary tsy tena re fa nangina be tao amin-dry zareo dia heno be. Efa nirava daholo ny mpiasa fa ny tao aminy no mbola nivoha ny varavarankely. Arakaraky ny nanantonako ny varavarany anefa no nahenoako feo misefosefo be, sady mihiaka kely. Taitra be sady nitselatra be ny ambavafoko saingy nandroso aho. Io ny poketrany sy ny silipony mihantona eo amin'ny dossier-n'ny sezany dia ry zareo avy ao ambadiky ny biraony, ingahy DRH amin'izany mbola tratrako avy ao aoriana tsara tsy afaka manao inona intsony, manatrika ny varavarana nidirako moa ny birao ka dia hitako tsara ny tarehin-drafotsy mbola teratsemboka be sady misaritabolo. Le razoky DRH moa ireny razoky lava sady mainty be reny ka vao mainka voa ny saiko hoe tena ilay biby be zany ty tafiditra ity. Tsy niandry ela aho fa nisarahako izy, soa ihany fa tsy nisy zaza, henjana be. Tantarao ze mitovy e

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: fantasmagoria
Date: 20 mars 2017 - 18:53

fantasme: bandy mainty, voyeurism, slip ambony seza, ...

Aiza koa no hisy ramose voadona be de hitantara avec detail. Hita be hoe fantasme le izy.

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: Ivetalahy
Date: 20 mars 2017 - 21:25

Izay kosa le mahavoa antsika matetika ,lazaina fa fantasme foana ,nefa izahako manokana aloha dia mino azy ,satria a mahita matetika aho noho ny asa .
Manana sté de nettoyage sy ménage aho dia ny hariva na ny maraina izahay no tonga mitety ireny orinasa ireny ,izay moa ny contrat,fa lazaiko anareo fa indraindray izahay taraika vao mahavita ny asa ,fa faly mijery ny sineman dry dry zareo ,misy tena mahay film x a .Tsy tononina eto moa ny orinasa hahitany izany satria saro pady be ,ary raha izaho no mpitsongo dia efa nanefoefo hatrizay .

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: HenjanaB
Date: 21 mars 2017 - 13:23

fantasmagoria :::Afaka tsy mamaly na tsy mamaky ianao raha hanakiana fotsiny, betsaka ny sujet ato. Io no zavatra niainako, efa ela io saingy tena choc hoa ahy hatramin'izao ary mampangidy ny fiainako. Izay no izarako azy eto mba hataoko echapatoire. Raha tsy manana holazaina ianao afaka tsy milaza saingy kosa aleo izay hilaza ny azy hilaza. Rehefa tsy tianao izay nozaraiko afaka tsy miditra ato akory ianao

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: gravy
Date: 21 mars 2017 - 14:48

Fantasmagoria> mbola tsy tratra enao( ary hiriko tsy ho tratra) dia miteny an'zany fa tadidy atram'ny detail kely indrindra io refa tena mahavoadona ny fonao.

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: tenambola
Date: 21 mars 2017 - 16:54

HenjanaB>>
Tena mbola tsara fanahy rangah nareo hoe nosarahanareo fotsiny, za raha tratran'zany mety modiko tsy fantatra fa omeko ny tampoka @ftoana tsy ampoizina no anaovako mandraingiraingy an'izareo @ fiainany mihitsy.

Mety hoe ataoko ze mahajamba an'le DRH, na ataoko ze ts mampiteraka tsony an'io rafotsiko io. zay za vo milamina :p

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: olona efa matotra
Date: 21 mars 2017 - 18:31

Henjana B,
Raha bandy aloha ka tena fitiavana no hiarahana,tsy mahazaka lay zavatra niseho raha tsy hoe efa nifanaovana .
Mety lay niala e!io lay resaka mentalité mihitsy no efa lomorona. Tsisy moralité fa rehefa misy opportunité, occasion dia manao izay tiany atao sady DRH, lay RH eo ambany fifehezany.
Personnellement, t'as bien fait raha tsy hoe olona efa maty balita angaha.Aza kivy, fa tsy maintsy mety mahita foana.
Courage.

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: lemon
Date: 22 mars 2017 - 10:38

Henjanab > @#$%& be koa zany lelika e. Tiko ho fantatra hoe inona no nataonareo vao nahita an'le izy...tokony nalainareo say le izy d nanaovana chantage...na d pour venger ihany aza.

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: sendrany
Date: 22 mars 2017 - 10:56

Salama
vehivavy no miresaka...
Tratra indray mandeha fa choquée sy dégoutée tam lehilahy deba atramzao ary nanjary tsy te hiasa aman olona tsony zao fa niasa tena nivarotra...

Tantara ratsy no niainana: mpiasa orinasa privé dia assistante Com tam zany, lay patron efa atao hoe cinquantaine any dia za 25 ans mbola tsy nanambady fa nanana namana

Sendra tavela ariva tao ampiasana zay sy deba dia efa tam 8 alina vao andeha hody za dia hoy izy hoe aleo ateriko ianao fa alina be... marihiko fa misy taxi any ivelany fa tsy nety izy dia nanaiky aho satria deba izy...

noentiny tam toeran kafa aho lazainy fa raccourcis dia maty ny tomobila dia taitra aho fa hoy iz hoe tsy milamin ty fiara ty fa iantso olona aho anao depanage dia ateriko enao avy eo... nijanona tao anaty fiara am maizina dia nokotiany am zay za dia sadaikatra be sady nataotra dia hoy izy hoe aza mataotra fa efa ela no tara aminao za fa menatra iteny satria debanao...
Tsy nekeko ny avance any dia notereny aho dia vitany tao..VIOL IO fa tsy distraction... Za nitomany foana sy nikikiaka fa tsy rarahiny dia nataony narary kely satria forcé dia avy eo mbola nataony tao anala koa... Reraka be za avy eo dia nateriny tam toerana iray dia nandositra izy ary niteny hoe raha dénoncéko dia tsy rarahiny fa mahalala avocat sy mpitsara be dia be izy...

Tsy mahafinaritra reto zany petahan'olona zany fa blessant sy frustrant... tsy sahy niteny tam namako aho fa choquée koa dia tsy nety nanao RS taminy nandritry ny fotoana maro...

Niala tam asako aho ny ampitso ary nivavaka foana mba ho sendran fitsaran'Tompo io deba io ao aorian...

Mahereza zay vehivavy rehetra tratra io fa mampalahelo

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: mampalahelo
Date: 23 mars 2017 - 01:43

Sendrany>>>Mampalahelo ahy ny tantaranao. Tena sarotra ho an'ny vehivavy ny miaina an'io satria sady marary no mahamenatra. Fa ra ny fahazahoko ny tantaran'ilay tompona sujet dia tsy viol ny an'ny vadiny fa consentante tokoa izy...

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: Lemon
Date: 23 mars 2017 - 17:21

fanontaniako, marina fa tany anaty kirihatra enao sy izy,,, tsy voatohatrao mintsy ve izy..Sa nambanany basy na antsy enao. satria ra bandy ray tokony ts ahavita hi-viol sipa zany.Andramo fotsin e,,ny Vady na sipa aza atao hoe efa manaiky hiaraka hanao rehefa misy fotoana sahirana mampiditra balita a tsy d tsara ny condition rehetra, tokony kaikerinao ny balita e,,na tsy aiko zay nataonao fa tokony nanohitra azy enao ra tsy nisy basy na antsy hoa a...

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: kaiklé
Date: 24 mars 2017 - 10:54

gravy zany d aôna zany fa ny vadiko zao vô naita asa assistante comm d aôna kle!
ts avelako zany iz sa aôna?

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: Ivetalahy
Date: 24 mars 2017 - 13:42

Kaikle
Raha izaho ny amin'ny toeran'ialahy dia izao vao manomboka izao dia na hasaivo miala ao izy na hasio fanidy ,fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy ho hamboarin'ny deba ao izy .

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: saracollé
Date: 24 mars 2017 - 14:21

Ilay resaka fanararaotampahefana ataon'ny deba no tena gravy. Misy akama raha ny fiarahana aminy dia tena bandy bien mihitsy i lery. Tena zokibe toa ray mihitsy. Dia gaga aho naheno resaka fa kay i lery any @ mission manararaotra ireo assistante administrative miaraka aminy. Fa ny tsy haiko hoe mody mitaraina ve ireo nefa vonona ihany sa misy chantage @ évaluation de performance n'ireo sipa

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: KAIKOUSS
Date: 04 avril 2017 - 15:11

KAI KOSA LE

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: histoire
Date: 04 avril 2017 - 15:48

Indraindray anie tena promotion (iriana) ny miaraka @ deba! Atao hoe tafahoana ny tia sy ny manina fa tsy forcé mihitsy. Mety tsy mila manao chantage i deba fa efa ra-assistante no miandry!!!

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: fantasm
Date: 04 avril 2017 - 20:44

ito no mody nahodikodin'ise: http://tantara-x.blog4ever.com/ny-vadiko-sy-ny-taleny

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: tany ampiasana tany
Date: 06 septembre 2017 - 17:17

Misy tantara nihainako ity tiako zaraina aminareo ( aza mitsara fa mizara moa no atao eto )

Mpiasa mpanjakana aho ( tsy ho lazaiko ilay toeram-piasana ary ireo namana izay mety mamaky ity dia aoka mba tsy hanonona anarana satria nalaza manko ity tantara ity )

mpiasa tsotra za chef de service moa ilay debako ( Vehivavy ) Directeur.
efa tena Ankatso izahay no nifanena izy 5 eme année za bandy kely vo niditra teny ankatso .
Nifankalala moa izahay satria sipan'ilay zokiko izy io tamzany ( nisaraka ry zareo satria maty moa leiry ) dia samy nanohy ny fiainany teny.
vo niova ny Ministra tamzay ka vo nommé ikala dia izaho no nommény ho chef de service voalohany dia niara niasa tao aloha ..moa teo koa ilay efa nifankahalala teo aloha dia nandeha tsara ny resaka asa, niaraka nisakafo foana izahay mitsam no sady niasa tsra koa za no faly izy tam asako .
Rehefa nifankazatra tao moa dia samy mba nitantara fiainana teo ka teo no nahalalako fa mijaly ampanambadiana izy ( 2 ny zanaky ry zareo ary le bandy vadiny tsy niasa mihintsy fa dia ilay mibizina reny ka ny vola ao antokatrano aza nanaraka ) izaho moa mbola tsy nanambady tamzany fa nanana sipa efa raikitra efa elaela fotsiny.

tadidiko mihintsy samy nandeha vacs de noel daholo ny akamaroanireo mpiasa tena mpiaraka aminay ka lasa za sy ny deba irery no tavela tao efa ho 15 jours.
indray andro izy niditra tao am birao ako sady hita fa vo avy nanao metimety mihintsy dia mody nanome asa atao no sady niondrika teo akaikiny tarehiko teo amle ordinatera dia nilaza tamiko hoe:

- Ahoana moa hoz ....... ( anaranilay sipako) ra tonga d eto enao no tsodaiko?
-namaly moa za hoe mipetra tsara ry Dir fa so tapaka lalandra eo ramose a
d mody nihomehy izy no sady lasa no niteny hoe aza lalaovina io aza io fa ilain'ny ministra maika

niverina tao am birao indray izy 30 min taty aoriana dia namerina nilaza hoe :
- sahy v ela sa tsy sahy e ?
- ohatran tsy haiko ze niainga taty anatiko fa tonga d otran niteny rery za zany hoe ra mitady koa ty d asiko any : tonga d nitsangana za d notohanako seza ny birao d norohako teo sady tonga d noraisiko tamle volony lava d norohako ny tendany , ny nonony d nanao teo izahay ( izy koa tonga d tsy nirefuser ninn ninn tamiko mintsy fa ze nangatahiko azy nataony daholo ..nahatsapa ohatran nanao film kely mihintsy aho tamzay )

Vita amzay ny film dia mbola mahazo ra hendry tsra hoz fa ataovy ny asa fa maika handeha mission ny ministra d niasa aloha...

Niaraka foana amzay izahay nanomboka teo .. naka chambre ...tao am biraoany .

indray hariva tokony hiaraka izahay fa nisy mission tokony natao tany am province dia nandefa msg izy hoe tsy afaka fa marary ny zanany .... dia niady teo am sms teo moa aloha zany fa lasa ihany za .
Gaga aho noho ny niverina fa hoe nitady ahy teo hono ny vadiny fa tsy nofafany kala ny SMS d hitanlery tao ny adinay...
mody tonga nitsena azy tao foana moa leiry ny herinandro moa za sy ilay sipa koa niady d samy mody fanina teny

mifanena foana zay amzany fa leiry koa sahy manantona ahy moa samy bandy koa io d refa hoe hifanalabaraka d tsy olana dia samy ohatran hendry teny.( ny mpanisy sira amzany bdb na ahy na leiry na ilay sipa satria ela ny ela ka efa somary nalaza reakilay ministera ny resakay )

niobona ihany moa izahay sy ilay sipa dia niverina teny indray ny fiarahana ..

Indray hariva nefa nilaza fa handeha hijery concert miaraka am bandy akamany leiry andro hariva io dia nasenilay sipa niditra antrano amzay za zany ....
ny zanany aminio efa nalefany natory dia tao niaraka tao dia raikitra indray moa zany ny revinay roa tao ...tonga dia LOZA fa tonga tampoka ary ilay tompombady ( fanahininy najanona alavitra ny fiara dia nitsaitsaika izy fa lery ty kay zany tsy nino izay excuzes nolazaimbadiny azy tany ny mombanay dia t ahita ) ...

Tena zany ny hoe tratra teo ambodiomby ...zay mitsam koa tsy nandeha tany am chambre fa teo am salon teo no nanao ny akanjo nisy tany am douche ...nisy tena am lalantsara...tena hoe niboridana tanteraka ...

Tonga d tohana be leiry...choque angamba...( izaho zany ny ato antsaiko efa hoe tsy maintsy raikitra zany ny totondry aloha eto ) fa lery tsy sahy nanatona ahy nefa za tena niboridana ny preservatif aza mbola teny am zavatro d tonga dia nanontany ny vadiny fotsiny leiry no sady nitomany hoe :
- Fa inn loatzra akia ny ratsy nifanaovana no mitondra bandy ato antrano mihintsy ndry? fa inn ? tsy mahampy andry anga izaho? efa ela v izao ?sns...

ilay sipa moa tonga d aviavy b tamleiry no nilaza hoe tsisy idiranao zany fa enao koa toa efa noroahina moramora toa tsy nety nandeha d aleo enao mahita vo mino ...
inona ny tsy azonao tamle hoe ny ankizy sisa no hiraisantsika?

( za moa zany sady tonga d naka akanjo no tsy haiko izay nahazo ahy fa mbola norohako ihany le sipa no nolazaiko hoe zay akia fa dia am lundi au bureau zany an...


Nalaelo aho nanapotika tokatranonolna kanefa ny antony dia tsotra... nisara-bady moa izy avy eo moa za koa nisaraka tamle sipako dia lasa niaraka tena niaraka izahay ka dia efa ho 5 taona zao izahay no vita mariazy ary dia manajanaka 4.

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: Njoun.
Date: 06 septembre 2017 - 18:24

de dedaka mihitsy le bandy mitatara ny vadiny petafan'ny hafa.
mety bandy fanipolony nipetaka ny madaman'lah io tratran'lah io.

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: Ianao an
Date: 07 septembre 2017 - 07:39

Njoun<<<Tsy dedaka izy fa mba mitantara ,ny sujet ,Mazava bé io "Mahatratra ny vadiny
Petahan'ny hafa."

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: mdr
Date: 07 septembre 2017 - 17:47

henjana koa ilay sefon'ilay viavy,niviole azy dia mbola viol anal koa,eo no tsy azoko;zah alou raha viol simple dia tsy vitako,ny anleriz,vitany hatramin'ny anal,loza,sady ngodabe angamba

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: bouboude
Date: 11 septembre 2017 - 23:52

wow...d aona n tohiny? niala tao ampesana zan enao?

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: remarque
Date: 12 septembre 2017 - 09:35

tany ampiasana tany>>> 5 taona nivadiana dia zaza 4? Mazoto be mihitsy nareo zany an

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: James BellA
Date: 13 septembre 2017 - 15:13

...ar ra oatra o moment oe anatny ovulation ndry! mety oe nis envi ian tamnaz iany v?

Options: Répondre
Re: Mahatratra ny vadiny petahan'ny hafa
Par: Geek
Date: 16 septembre 2017 - 22:14

Tena gravy be io! ary ny mahagaga dia ilay Razoky deba sady mainty be no tena mpanao azy io! ny sipako assisstante de direction t@ sociEtE maromaro taloa tany dia lasa ny saiko oe saody efa nodomin'ny biby be otran'io aza ! toa maray ny saiko zany nanenina aho niditra t@n'ity sujet ity ka!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg