Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
miodina kely nefa tia vady
Par: kilisybilaonina
Date: 04 avril 2017 - 16:32

zah manambady mananjanaka fa indraindray mba te hisoulagé kely de miodina any @sipa hafa manao relation sans lendemain ; fa matsiro an sady hitako fa vao maika mapamafy nfitiavako nvadiko le izy !! misy aotrzany ko ve ato?

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Tsy irery ianao
Date: 04 avril 2017 - 17:39

Tsy irery ianao. Mitovy ny situation ntsika fa manana sipakely 2 aho. Ny iray moa efa 7 taona izahay niaraka fa ny iray moa mbola 2 volana ihany. Tena milay no milalao ry zareo, misy fotoana aza tsy te hitifitra rafotsy aho nefa mangataka izy dia tsy maintsy omena ny anjarany. Tena henjana ny fampiarahana zareo ary misy fotoana aza rehefa miantsena miaraka @ rafotsy tena tsy mandry ny maso sy ny heritreritra sao mifanena any. Tena tsy mandry ny heritreritra. Efa valo taona aho nisy sipakely fa tena milay mipeka ireny sipakely ireny a ! Zao aho tiko hatsahatra ny fiarahana @ sipakely rehetra sao hidirany angano eo.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: woua_wa_wa
Date: 04 avril 2017 - 23:34

Wawawa daholo izany fa rehefa tena tia dia tsy tonga ao antsaina akory izany hiodina izany.
Tsy foy anaovana zavatra hafahafa ny olona iray tena tiana. Ary mahatonga tsy hanandrakandrana
hafa intsony satria mahatsapa fa efa sambatra aminy.
Tsy manome tsiny anzay tsy mbola nahita aho, fa maniry azy ireo mba hahita sy hiaina an'zany tena tia sy fahasambarana @ vady izany

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: tsistsiny
Date: 05 avril 2017 - 09:00

Tsy asiana kiana io resaka io fa mila mandinika tsara vao miwawawa manopa na mibedy eto. Ny lehilahy, Tompoko, dia efa izay mihitsy ny rafibatany sy ny fisainany natoraly. Efa natao "hihaza" ny lehilahy, ny heviny amin'ny lafiny rehetra ilay mihaza eto. Io resaka manambady tokana io dia ny Testamenta vaovao no namboly io fisainana io, saingy hatrizay dia nanambady maro arak'izay zakany ny lehilahy iray. Tsy ny vehivavy fa ny lehilahy, marihiko tsara. Ny vehivavy indray dia efa manana ny rafibatany sy ny rafitsaina namoronana azy koa, tsy mitovy mihitsy ny lahy sy ny vavy, ny ZO no mitovy fa tsy ny vatana na ny andraikitra. Ireo fisaina miverina amin'ny natiora ireo no tsy misy intsony arty mahatonga izao fikorontanana be izao. Ara natiora tsara izany ny lehilahy "mampirafy" (ratsy be moa ilay teny fa io no ampiasaina) saingy nolazaina taty aoriana fa fahotana hoy ny Testamenta VAOVAO, izay tesamenta natsofoka taty aoriana nataon'ireo mpitondra vahoaka eoropeana fahizany. Raha te hamaly na hanakiana ity resaka ataoko ity dia iangaviako mba hana fanadihadiana momba ny tantaran'ny olombelona sy ny siansa mifanaraka amin'izany aloha vao miady hevitra fa manjary lasa fifampitifirana tsy ahitam-bokany fotsiny. Misaotra o

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: natiorabe
Date: 05 avril 2017 - 12:22

Izaho aloha tena tia ny vadiko e ! Fa izao, izy tena tsy mahafapo ahy intsony sexuellement fa refa mandroso ny taonanay dia lasa mametra be ny zavatra atao. Izaho anefa be fantasme sy manana libido active be. Noho izany, mandeha salon de massage aho de temps en temps aho. Tsisy tantara tsisy resaka fa manala ny frustration-ko any aho dia mody falifaly, tsy mangataka an-drafosty hanao zavatra tsy tiany atao. Afaka naka vady kely aho nefa tsy tiako ikorontana @izany ny tokatranoko satria tiako ny vadiko.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Radiry
Date: 05 avril 2017 - 19:38

Izahako dia tsy te hahalala na testamenta taloha na vaovao fa tiako ny vadiko dia tsy mamitaka azy aho ,io no nekeko teo amin'ny alitara masina dia io mandrakizay ,ny aina ihany no fetra ,fa sisak'izay ny toe tsaina no efa mivoana dia hatao daholo izay tsy tokony ho hatao .

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: tsistsiny
Date: 06 avril 2017 - 12:16

Eeeeeny eeeee, io nge samy manana ny tiany e. Zaho tsy nilaza teo hoe mampirafesa, tsy misy idirako izay fiainanao. Ze anaovanao azy fa ny ahy fotsiny ny fakan'ilay resaka no hadihadiako eto. Efa misandrahaka be ny resaka finoana, kristianisma sy ny idealisma isankarazany ankehitriny ka mifangaro voraka daholo ny fotopisainana, samyu manandratra ny azy. Tsy misy tsiny hoy aho. Izaho tsy mandresy lahatra na iza na iza, tsy mitaiza na iza na iza, samy manana ny rafi-tsainy io. Ny resaka ataoko eto fotsiny dia ny mamongatra ny tena anton'io fikorontanana ara-piarahamonina io: Ny olan'ny fampirafesana sy ny manodidina azy. Tokony hanenina ve izay manao azy io sa efa toetra voajanahary ho an'ny lahy (mâle) io? Fikarohana valiny siantifika tanteraka no mahavaly io fanontaniana io fa tsy toe-po na hevitra fotsiny.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 06 avril 2017 - 12:56

Raha ny ankamaroan ny lhl angamba d momba ity tsangan kevitra ity. Tsy misy maharatsy ilay extra kely

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: eh!ben...
Date: 06 avril 2017 - 15:24

Ka asiantsika adi-hevitra ve hoe: TESTAMENTA VAOVAO NAMPIDIRIN NY EOROPEANA? Samy hampidera ny fahaizany eto?

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: piko leko
Date: 06 avril 2017 - 15:36

bravo tsistsiny,

bandy za fa marina be io

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: mampkakakaka
Date: 06 avril 2017 - 16:18

Mapme @nareo lelahy manao nefa ts mazaka ref ny sipa no mihodina.
Io kkoumis n atao we ttodimpitia.
Marob n bandy akamako ef nahita faisana, mampirafy ets s eroa, fa refa tojo lay tena tiany ka le sipa ndray n nampirafy!!zay vo tonga saina we nankarary fo ol nie io manitsakitsak io e,

Imezako fotsn, ataovy iany wa!

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: latsssaka
Date: 06 avril 2017 - 16:39

latsaka be aho, mamaky ny "post"-n'i tsitsiny

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: tsistsiny
Date: 07 avril 2017 - 09:13

eh!ben/// Ny fahaizanao dia anao, tsy hisy hangalatra an'iny fa anao iny. Ny fampideranao izany tsy hahavitantsika na inona na inona. Tsy ny filazana hoe mahay Rakoto na Rabe no hahafahana mifampizara sy miara mamakafaka ary manatsoaka hevitra tsara eto. Aoka ihany fa izaho tsy te hifampidera taim-by fa ianao mahay be. Raha misy hevitra mitombina tsara ampandrosoana ny adihevitra fotsiny dia malalaka ny kianja eto ary raisina an-tanandroa.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: tsistsiny
Date: 07 avril 2017 - 09:17

Ry mampkakakaka sy ry latsssaka /// Afaka mikakakak ary afaka latsaka, na handatsaka koa aza tsy maninona, fa ny zavatra tsy azo lavina ary efa izay mihitsy dia ny natiora. Izay no izy e, tsy afaka ovaina izany, izay no lalanan'ny natiora. Io ho aho mila fonjan-kevitra entina aloha vao afaka miady hevitra amina zavatra iray fa raha tsy izany dia izaho ko mba hikakakaka sy ho latsaka, sady efa latsaka tanteraka mihitsy aho ato mamaky :D

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: mampkakakaka
Date: 07 avril 2017 - 09:29

»»»tsistsiny

Za nngamo mmandan'zany? Io ngee fseonaa mlay ftsn nnenareoe, fa ra n mmarn mmampseo n hamaivanando anareo,@#$%& no mtondra fa ts ny saina!ar zay mits maha vendrana anareo par nature! Adama en est l'exemple,vo mteny fotsn ra Eva we hano ny voankazo d iny toko fa nihinana!tsssss,mampme wa, ar manome pouvoir anay vehivavu io an, vitanay n manipuler anareo noho io nature nareo io.hihihihi
Ref vo ve ts ho tong saina iany! Hahahahahahhahahahahahhhh

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: $ongomby
Date: 07 avril 2017 - 09:42

Zavatra 2 tsy mety mifanaraka reo e:
-Tia vady de tsy miodina
-Miodina = tsy tia vady fa tia lheuly
Tsy misy idiran'ny vitsika @ petrole. Misy ohabolana zay miteny hoe:" Milaza ho fady fotsy nefa mihinan-dronono". De anao no mieritreritra.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: kompileksé
Date: 07 avril 2017 - 14:10

Rehefa vakiana ireo resaka ato dia toa tsy dia ilana vehivavy fa toa complexée daholo kay ny sipa tssssss... Toa misarongadrongatra be daholo mamaly

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: LITTLE THINGS
Date: 07 avril 2017 - 16:01

hihihi mapme le resaka Vo le sujet d efa mapmé
marina daolo zan rht zan é
Rhf miodina madama d aza taitra fa mbola tia anao izy fa miodina kely ftsn ;)

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Dora
Date: 08 avril 2017 - 17:04

Marina izany ry little things a ! Lhl izaho a ! Ny fifankatiavana dia eo foana raha mpivady milamina na dia mihodina kely aza.
Averiko eto indray ilay resaka hoe : fantatrareo ve izay ataon'ny vadinareo any an-trano, na any ampiantsenana, na any ampiasana raha miasa izy, rehefa any ampiasana (na en mission) isika lehilahy ?
Izaho manokana dia tsy mandany ron-doha amin'izany fa rehefa tsy fantatro sy manala baraka eo amin'ny fiaraha-monina (izany hoe misy mahafantatra) dia tsy raharahiko.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: meva
Date: 08 avril 2017 - 17:34

tsistsiny >>> HUHUHU mapme sady mapalaelo ny fisainanao sad ita oe ol ts de maay miady hevitra fa mivatravatr be manoratr tapetapetapetapejavascript:clickSmiley("tapetape") ,(ra vevany enao de piady atsena), sady tsia dia manan argument maropototr fa zan testamenta taloha zany fona no mody atao exuse dia aveo maika be mi contrarié anle olon mamaly anaz etsy ambany, ahitana karazan toetranol mihitsy ato ka, huhuhu eseeeeeeeeee
(jerenareo ndray nge zao ny fomba fivatravatrany amaly anah eo e)
bon week end eeeeeeeeeejavascript:clickSmiley("hihihi")javascript:clickSmiley("hihihi"javascript:clickSmiley("hihihi"))javascript:clickSmiley("hihihi")

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: princesse
Date: 14 avril 2017 - 11:10

tsistsiny> mapme b le argument-nw. ianao mahay vava nefa le zavatra teneninw ts d makaiza akory. ts hitanao ze havaly d ny resaka siansa no ataonw bdb. mba omeo sombina @zan resaka siansa zany ary hoe e! tokony avoakanao le porofo mafonja avy @siansa f tsy we hirahiraina ftsn.ra mpanoratra 2gazety ianao mety tsy hisy hividy ny gazetinao satria fahaizam-bava ftsn fa tsy mahafa-po.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: tsistsiny
Date: 24 avril 2017 - 14:10

Ho anareo izay miezaka mafy mitsipaka sy manakiana ahy, ary mikiry mafy mandiso sy manambany izay lazaiko sy izay momba ahy rehetra dia tsotra ny teniko: Olona efa mpiady hevitra ary efa mpanao famakafakana an-gazety ary mpanao gazety ihany koa aho no miresaka eto. Mpandinika fiarahamonina ary nianatra izany teny amin'ny anjerimanontolo ary nahavita hatramin'ny farany ankoatran'ny lalam_piofanana hafa siantifika nataoko teny. Tsy hilaza koa aho hoe taiza taorian'izay sao dia hisendaotra be eto ny sasany. Olona fantatrareo tsara aho ary tsy maintsy efa naheno ahy ianareo ireo singy tsy hilaza ny anarako eto aho. Mbola mamaly ity resaka ity aho androany ary farany no anaovako izany satria dia tena hita fa tsy ampy fitaizana ary tsy ampy fanadihadiana sy tahirin-kevitra "ianareo" tanora ankehitriny. tsy ahoako izay fitsaranareo ahy, tsy hampihena ny efa fantatro sy izay mbola hofantariko izany. Nifampizara hevitra no nataoko ka izay raisinareo dia mety amiko avokoa. Mazotoa

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: hetikely
Date: 25 avril 2017 - 13:22

veihavavy ny tena, manambady, tia vady fa tia fahafinaretana rehefa mety amiko ny bandy 1, tsy fierté izany fa izay ilay life.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: bri
Date: 25 avril 2017 - 16:33

hetikely< dakor amnao za fa nenah d ref tsy ory inin ny ao antrano dia zay. eo enao ref mila anao izy, mijery ny zanakao enao ref tsy salama izy! ny ditranao any ivelany aza entina ao na mitondra fahoriana ho an ny ankohonanao! zay ian ny mba hafatro! saingy io anie tsy voafehy ary ny oul d tsy tia voafehy!ny tsara rehetra azo atao fa tsy atao en exces ftsn

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: hetikely
Date: 25 avril 2017 - 17:25

izay indrindra, misaotra @ toro-hevitra e. Izaho aloha dia tsy mi s'engager anaty relation hoe tena miaraka amin'ny olona hafa dia le hihaona matetika reny. miezaka e smiling smiley misaotra anao mi comprendre

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: tsorina
Date: 26 avril 2017 - 11:35

Zé mbola tsy tratra alou d manarana fo am fiodonana, fa rehefa voa kosa ka misy ny blem d aza mitaraina amin'iza n'iza fa régler-o any. Aona tkou moa no hitranga rana oh zany oe tratra enao, d ozy enao am vadinao oe : Niodina kely ah ki chérie nefa tiako enao a! Toudé hilamm ve ilay tokantrano? Eto manko zany samy mba milazalaza ny fahaizana mitondra anlé fiodinana sy ny maha-valable anlé izy e, fa aona rehefa tena midona am tolana?
combat

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Polygame zany nareo
Date: 02 mai 2017 - 13:35

Ny tena lehilahy vé tsy tokony mahay mitazonany tenu nomeny, manqua sy mitandrina ny voadiny.
Faibles ny olona resin'ny tentations n'inon n'inona arguments.
Mora piégé na @ endrika sy bika ary fihetsika sexy.
Tokony mifindra any @ société manaiky ny polygamie rehefa te hanambady bdb

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: hetikely
Date: 03 mai 2017 - 13:33

Izaho aloha dia manaiky ny faiblesse ko a. Nety be tamiko ra autorisé ny polygamie hahaha

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: gaga aho
Date: 03 mai 2017 - 18:09

Io izany rapport de forces! Raha mbola ny lehilahy no mamelona, raha mbola miankina amin'ny vadiny ny vehivavy amin'ny fiainany manontolo, raha mbola tsy ampy ny fiarovan'ny lalana ny ankizy (very be rehefa tsy mandraharaha ilay rainy), dia mbola voatery mandefitra ny vehivavy ka manaiky ny fanitsakitsahina ataon'ny vadiny, ary tsy sahy mba miodina kely sao dia arian'ilay rangahy eo izy sy ny zanany. Izay no mahatonga ilay toe-tsaina hoe: tsy maninona raha miodina kely ilay rangahy raha mbola mijanona ao an-trano izy sy ampahany betsaka amin'ny volany!
Rehefa mitovy ny hery ara-toe-karena, mifandanja ny fiainana dia afaka mifanazava amin'io lafiny io; afaka miteny ilay vehivavy hoe tsy tantiny izany vadiny miodina izany!

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: flippers
Date: 23 mai 2017 - 17:51

Ny ahy loa dia reveko manja eny e,
ny ahy tena tiako ny vadiko + ny zanako fa tiako koa ny sipako,

Fantatro fa tsy mety ny ataoko fa bon, samy tiako daholo,
zah tsy manao sans landemain izany aloha fa ny zavatra tsapako dia misy pratique sexuelle tsy ataon'ny vadiko mihitsy ary tsy mety ataony hatramin'izao na dia efa resahina foana aza, nefa ny sipako manao azy foana, tsy asiany olana akory,
Tsy haiko na complementarité izany na inona na inona fa izay aloha no iainako dia reveko manja araka ny noteneniko tany amboalohany

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 30 mai 2017 - 01:42

Za anisany vhv tena mpanenjika olona mpanitsa-bady ary nahita tantara nitranga teo @ olona akaiky ahy. Saika nisaraka tanteraka raha tsy niverina nitondra ray amandreny mihitsy Le bandy nifona teo @ ilay sipa teo anatrehan'ny fianakavian'ilay sipa.

Ny nahagaga anefa dia izao indray no tafiditra t@ resaka fampirafesana. Sendra lehilahy nahay nambabo, mbola zandriko aman-taonany izy saingy tsy haiko fa Na inona na inona nangatahany hatao miaraka amiko dia nanaiky aho : niantso mbola t@ fanomezantsoa azy ny laharana finday, Niafara t@ fiarahana tany @ hotel. Naharitra 5 volana teo izany ary tsy nitsahatra raha tsy niray bâtiment ny orinasa nisy ahy sy ny vadiko na dia samy hafa aza ilay orinasa.

Ekeko fa tsy nety ny nataoko saingy tsy nanenenako. Nahitako fiainana hafa, nahafantarako fa mety misy ny Fitiavana ara-Nofo fotsiny fa ny Fitiavako ny vadiko tsy niova.

Ny tena olana nitranga dia indraindray, matetika mihitsy aza avy miaraka @ sipako aho ny atoandro na ny hariva dia mangataka hanao amiko ilay vadiko. Na valaka aza dia manaiky saingy rehefa ao koa anefa dia mbola mahita plaisirs hatrany. Samy mahay izy 2 lahy ary saika samy tsy foiko. Farany Najanona sao lasa Fitiavana mafonja ka sao mandrava ny ahy sy mandrava ny azy koa satria marié koa ilay lehilahy.

Tantara nandalo tsy adino

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 30 mai 2017 - 05:40

Ovain'ny téléphone ilay soratra ka ahitsiko kely :
Vakio hoe "nanomboka t@ fanomezana azy laharana finday" fa tsy hoe "niantso mbola t@ fanomezantsoa azy ny laharana finday"

Tsy nahita tory aho sendra nandalo teto dia nahatsiaro azy tampoka teo dia iny nitantara iny.

Bonne journée daholo tsika rehetra fa mbola mikarakara ny ankizy handeha hianatra

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 30 mai 2017 - 10:04

zay ilay hoe aza mieritreritra hoe " ca n'arrive qu'aux autres" fa mety ho tratra daholo ny rhtr @ fiainana, zay no maha olombelona hihi

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: dange
Date: 30 mai 2017 - 10:28

io zany rehefa tsy tratra de tsy koi.tous est permis sans etre vues oy ny vazaha.
fa lay bandy akama zay zao infidelité vadiny efa 3 ans zao vao fantantrany.vokany mikorotana ny tokantrano ary namaly faty lery ataony itany vadiny mihitsy sady lasa mirevy be isan andro.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: ouff
Date: 30 mai 2017 - 11:48

zah aloha ra mahatratra ny vadiko mampirafy ahy d tena tsy milamina ny saiko sy ny foko raha tsy manao koa aho e.tonga d ny asa no ataoko bomba b @zay tsy matahotra ny hoe hariny na hoe sarahany zany.mba tsy hanaovanaovana foana toy ny hoe hamono tena na hivarilavo sns...ataoko tsapany hoe toy izany koa ny zvt nozakaiko taminy.ataoko tsapany mts hoe marary anie ilay hampirafesina.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: raswa
Date: 31 mai 2017 - 13:50

za manao sipa fa tsy misy fiatraikany @tokatranoko satria rehefa samy manina vao mifapiantso fa tsy miaraka isan'andro zany, na 2mois ary zahay misy fotoana tsy miaona tsy blem mihitsy satria samy manana ny fiainana sahanina andavanandro.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: mandriva
Date: 01 juin 2017 - 10:19

SoaviSoleil >

Mba azonao azavaina ve oe inona avy ireo facteurs ka nahatonga anao ho solafaka ka nampirafy ny vadinao ? sao oe tonga ho azy amin'izao fotsiny ?

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 01 juin 2017 - 16:08

mandriva > Araka ny teniko teo ambony, sendra dokadoka be @ sms na rehefa tafaresaka, tsy haiko hoe izany ve no azon'ody fa izay nangatahany tamiko nekeko daholo avy eo : invitation niara-nisakafo, invitation hody tara rehefa hariva, iny no nanararaotany voalohany fa avy dia tany anaty chamber d'hotel no nandeha, nahavita namorona fivoriana taty am-piasana. Ilay vadiko moa mahafantatra fa be reunion tokoa izahay fa iny no reunion de plus nahasolafaka voalohany.
nahita fahafinaretana tao dia nitohy volana maromaro, isak'izay mihaona dia resto-hotel hatrany
tao koa ilay acte tao anaty hotel izay tsy fahitako koa dia toy izany hatrany
mampahatsiaro ahy raha tsy ho ahy an'i rija ramanantoanina

anatra ho an'ny lhl : mahaiza manambitamby sy manome teny mahafinaritra ny vadinareo fa tsy hay mihitsy ny hafa mety mahay kokoa noho ianareo dia lasa kely any ramatoa.

hihii

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: mandriva
Date: 01 juin 2017 - 16:31

Misaotra an i SoaviSoleil

Raha azoko tsara zany dia tambitamby sy teny mahafinaritra no tsy mba azonao tamin'ny vadinao .

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: lolittakely
Date: 01 juin 2017 - 17:06

Ampiako kely hoe ny fodiana hariva sy ny réunion lava koa no ni- favoriser anlé izy.
- ny tena fototry ny olana : tsy fahampian'ny estime de soi ka mila dokadokafana mba hahatsapana oe manana valeur sy misy mitia, d mitady oul ankoatry ny vadiny mba hameno anzay
- rehefa mitady dia tsy maintsy mahita : izany no lalam-piainana, tonga d détecter-n'ny bandy efa mpihaza ireny vhv mitady ireny (vhv en manque)
- misy ny occasion hanaovana anlé izy : mirava alina, mivory lava, tsy dia mahatsiaro hoe mahafinaritra ilay mody ao an-trano fa aleo mijanona any am-piasana. Mety koa oe tsy d misy occasion iarahana amlé vady am atoandro na ôtrzany fa samy mandeha samy mitady
- ambiance ao an-trano : monotone, hany ka tonga dia tamana amlé ambiance any @ sipa sy ny décor any am hôtel.

Io fiodonana io zany d zavatra tena mora tonga am oul iray, rehefa mbola mieritreritra foana oe ny hafa no hi-combler izay tsy feno e. Miantehatra b am lé vady d raha vao misy tsy vitan'lé io dia lasa mitady an-kafa, mety tsy conscient akory fa ny ety ivelany no mahatsikaritra anzay am fiteny sy ny fihetsika.
Ka raha ny fahitako azy dia tsy misy idiranlé oe miodina fa tia vady, fa en fait, miodina fa tia tena.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 01 juin 2017 - 17:43

Ilay izy aloha tsy asiana hoe fitiavan-tena ve sa inona fa rehefa fampirafesana dia ratsy na na fitiavan-tena na fitiavana miodina na inona eh.

Ny ahy manokana dia afaka miteny aho hoe tsy nanana olana aho teo @ vadiko, comblé t@ resaka sexe, tendresse, sns fa sendra ny nahay azy kokoa angamba...? client-ko ilay olona niarahako ary tsy nisy resaka ambadika akory hoe hiaraka aminy mba hahazoako commission @ asako, sady tsy misy commission akory aza ny varotra ataoko "fa nisy fitia iray tsy mbola hitako nandalo teo dia tsy fantatro fa lasany aho" hoy ilay hiran'i Rija Ramanantoanina

volana maromaro taty aoriana vao niverina nidina tety an-tany satria natahotra ny hisy turbulence noho ilay proximité nisy teo @ orinasanay sy ny an'ny vadiko.

Ekeko fa tena nisy fitiavana koa teo amiko sy ilay olona na dia resaka sexe aza ny ankabeazan'ny fiarahana saingy nony nijanona io dia mbola tsapako hatrany fa mbola lehibe hatrany ny fitiavako ilay vadiko sy ny fitiavan'ny vadiko ahy.

angamba tsy hotsaraina no antony hanoratana eto fa fifampizarana dia any anaty fo sy sain'ny tsirairay no hitsara.

Kouny an !!!!?

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 02 juin 2017 - 09:25

SoaviSoleil>>> tsy misy hanenjika anao fa ny tiako holazaina d indrai2 misy paramètre tsy viafehy @ fianana la mety mahatonga ilay déclic oh mety affinités na humeur n ilay partenaire fa tsy voatery ho fitiavana koa.
Ny zava dehibe d nahita fafiny enao na d mahatsapa ny tsy mapety azy ary efa nijanona izany

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: mandriva
Date: 02 juin 2017 - 10:55

Tena nitampim-bava fotsiny aho namaky izay nosoratanao sy SoaviSoleil ! tena marina !!! raha fintinina zany dia azo lazaina fa olona miadana ampanambadiana ianao ! dia manontany tena aho hoe miodina daolo ve zany ireo vehivavy izay mijaly ampanambadiana marobe eto ireo satria dia tena feno avokoa ny facteurs rehetra hampiodina an ndry zareo !!!!

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: lolittakely
Date: 02 juin 2017 - 11:36

SoaviSoleil : eto kosa tsisy mitsara anao fa ilay situation no resahana an, raha miteny zahay oe tia tena enao dia tsy voatery oe ratsy nge zany e. Lehibe enao, entanao io d zay tianao omena azy, sa aona. Tianao ny vadinao sady tianao ilay client-nao, tianao ny tenanao, que demander de plus, lol. Fitiavana mitafotafo mandende mints enao oz ny fitenin'ny ankizy.
mandriva : tsy izay milaza ho miadana am-panambadiana no tena miadana, ny olombelona, surtt vhv nge dia sady tsy logique no compliqué zay iany e. Ny ataony no ijerevana hoe mifandraika am lazainy tokoa ve sa aona. Fa aza miasa saina am hoe izay mijaly am-panambadiana rehetra dia miodina, fa io fiodonana io mora kely io rehefa misy ny occasion favorable sy ny terrain favorable. Misy ny mijaly am-panambadiana no mitraiter anlé problème any ifotony, oe inn lé mampijaly d inn zany ny amahako an'zay olana izay. Misy ndray ny oul no antenainy hamaha ny olany.
Sur foana e

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: mandriva
Date: 02 juin 2017 - 14:15

ie marina tokoa fa tsy izay mijaly ampanambadiana dia miodina avokoa !

na koa hoe tsy izay miadana ampanambahdiana rehetra dia tsy miodina mihitsy koa !

amiko zany efa mitovitovy ny lahy sy ny vavy zao satria ra hatram zay ny vavy rehefa miodina dia misy fitiavana nitsiry tao nisy sentiment fa ankehitriny dia efa mitovy amin'ny lahy ihany oe juste attirance physique na zavatra ivelany fotsiny

ny ahy zany tena mi-interessé ahy mihitsy ny amin'ny details rehetra nahatonga ny vavy hiodina kanefa manana ny ampy na sentiment na affection na fitiavana na materialy, ary manana vady hendry sy miasa beuuu !!

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: lolittakely
Date: 02 juin 2017 - 15:40

mandriva : sarotra ny hilaza oe misy oul manana ny ampy zany, na vola na sentiment na affection. Tsy maintsy misy banga foana raha mbola olombelona koa, fa ny fomba amenoana an'io banga io no tsy itovizana. Mety enao vady no miertreritra oe manome 150% ny zavatra ilan'ny vadinao, nefa izy mety efa manana vide avy @ fahazazany any, tsy hainao izay choc nahazo azy fahakely na talohan'ny nanambadiany... Ka raha vao tsy izy tenany no mitady vahaolana mi-régler anzay (vrai vahaolana fa tsy pommade kely otry ny hoe fiodonana, lol) dia ho tratry ny surprise enao hoe fa maninn izy no niodina.
Ny influence n'ny namana koa tena mahery raha tsy tsara forona ny personnalité.
Ny occasion sy terrain favorable : asa mody alina, afterwork, tsy be andraikitra ao an-trano, asa mampisongadina ny resaka lamody sy hajejoana, etc...
Bref, tout un programme fa zay ilay fiainana eee
Lasa HS fa azafady o

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: claudia
Date: 07 juin 2017 - 02:02

NY ahy ndray d surpise. NY vadiko hoatran' NY miodina d misy occasion ko za. D nanao Rv t@ bandy say za par chat d izy misy vam d izy ko tsy masosotra d netiny toerana milamina b say za d sady milalao izy d excite b za satri za nanao jean tery2 d izy milalao avy ary ivelany d andao hoy izy haka chambre FA any miresaka d ok hoa d tany iny sady milalao NY nonoko nefa tsy miteny d excite b za. J'ai passe un tres bon apres-midi. Gravy b d mbola ataony hono za

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: mandriva
Date: 07 juin 2017 - 08:23

lolittakely > tena za mahatsapa oe ny vehivavy dia sahy mampiseho avy hatrany ny sentiment-ny amin'ny lehilahy na vadiny io na mbola sipa na io fomba fiteny na fomba fihetsika mivantana na tsy mivantana na sarokenatra be aza tsy maintsy misy signe alefany foana ! fa ny mahagaga ahy rehefa ao antokatrano dia lasa mihena izay fampisehoana izay satria raha misy ilainy na tadiaviny dia indraindray tsy mampiseho izany izy fa koboniny ao asa inona no mahatonga izany ? tsy voatery ho hitan'ny vady na tsapan' ny vady izany manque izany na dia efa manao izay maximum aza ilay vady fa mba tokony lazaina ihany ! avy eo ilay lehilahy vao torana raha nahalala hoe hay niodina ity malalany izay izaho tsy hiteny ireo lehilahy tsy tia ny vadiny fa ireo izay tena manaja ny tokatranony !

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: michouoze
Date: 13 juin 2017 - 17:57

lolittakely> tsy mora kely ilay fiodonana rehefa tena vady ilay izy an.
Tamin'ny mbola nanao sipa ny tena tsy afenina fa nahay ni gérer an ireny situation ireny ihany. Rehefa aty aoriana amin'izay enao mila jerena daholo ny paramètres rehetra ny tsy hahatafalatsaka be any ivelany, ny fotoana hihaonana amin ilay olona, ny fikarakarana ny ao an-trano, tsy handatsaka anao ve ity olona hiarahana sns ...

Mandriva> vehivavy za no miteny, dia ny tsapako dia ny lehilahy zany dia mila mi valoriser io vadiny io foana, mba mila tanterahina koa izay mba tiany manampy azy ao an-tokantrano ohatra sns ... Nahita cas iray koa aho fa ilay vehivavy zany tena voakarakaran-dralehilahy tanteraka, ilay lehilahy no miasa fa izy sady manao sakafo, mikarakara zaza, mikarakara an i ramatoa raha tsy salama, sns ary io ramatoa io dia mijaly kely vao tsy eo ny vadiny. ataovy mi-dépendre aminareo ny vadinareo amin'ny lafiny rehetra dia mety tsy hiodina izy

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 13 juin 2017 - 23:07

Michouoze > marina ny voalazanao saingy ny ahy t@ mbola mpisipa indray zay no tsy sahy n mpir y aho. Izy nefa manadaladala sipa foana de narary fo kely mintsy za.

Efa 2 anaka zay vao tafiditra t@ fampirafesana aho ary tena efa nanomboka latsaka taminy za zay vo somary tonga saina hoe hatraiza izy ity ? Saika tsy nijanona raha tsy nisy danger hoe lasa nifanakaiky t@ vadiko no niasa.

Ny tena comble dia olona 2 izy no nikoty am fotoana iray fa iray ihany no niarahako. Nanaovako diversion ilay faharoa fa sao tsy ho araka eo.

Ny fifaliako dia hoe misy olona mitsiriritra ahy any ho any. Excitant be

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg