Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 14 juin 2017 - 07:34

Excitant tokoa ho an ny vhv ny hoe objet de convoitise na lhl art tena motivation sy source d épanouissement ho azy

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: tsitako
Date: 14 juin 2017 - 10:12

Ary tsitako eo tena mi concerner be ana kay ty sujet ity.

Vhv aho ary tena tia ny vadiko, efa ho 20taona niarahana izahay izao.

Fa ny no- remarker- o dé presque tous les 5 ans eo aho no miodina. Tena tsis maha fiere mintsy.

Ny voalohany dia tam zay mbola mpisipa, niodina une fois niaraka tamnà lhl efa tiako zay...ce fut une véritable déception sexuelle.

Ny faharoa dia efa nanambady, niodina pendant presque 1 an avec un collègue. Collègue zay raisiko ho tena namana, mais il était et est tjs amoureux de moi...saika tsy tafajanona ny RS raha tsy za mintsy no nanapa kevitra oe aleo hilamina.


Ny fahatelo dia am zao fotoana zao, en train de manomboka miodina avec un ex.
Mety tsy mbola tena tia ana mintsy izy io, kanefa dé il revient à la charge en ce moment, en me disant que je suis exceptionnelle et tout. Tsy adala aho, fantatro fa resaka no bobaka ny anazy.

En même temps aho, dia miaraka "virtuellement"amnà lhl gasy any ivelany. Resaka tsotsotra no niantombohany fa zao le izy efa lasa resak'oul efa otrany mpivady mintsy. Mbola tsy nihaona mintsy zay ( soa iany ) fa eo mi-chat isan'andro, qlq fois manao cyber sex.

Be asa aho sy mivory matetika ka mora amiko ny mamorona fivoriana; fa na zany aza aho dia matahotra iany sao tratra ary indrindra tena mamizana lé mandainga lava.

A chaque fois tu te dis que tu vas arrêter, mais c'est pas aussi facile qu'on peut l'imaginer.
Ny vadiko dia tena mampiaiky ny olona rehetra ( havana, namana, mpiara - miasa, sns) fa olona tsotra sy mafinaritra; ary izaho dia manaiky fa tena nanova ny toetrako ho lasa ho tsara mintsy izy, fa ny pb dia izaho.
Miezaka tsy manilika ny fautes any amin'ny hafa aho ( vady, RAR, sns ), fa za no pb: tia tena, tia dokafana, na dia mampiseho affection amiko fona aza ny vadiko...hafa fona refa ny hafa tsy ampoizina sady milay be no miteny azy.
Milay be = tsara vatana, tsara tarehy sy manam pahaizana.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 14 juin 2017 - 10:24

Tsitako<<<< faut pas trop t'en vouloir c la vie et le parfait n est pas de ce monde

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: tsitako
Date: 14 juin 2017 - 10:27

Fa zao ange ry !!!!!
malaelo iany ny fo mieritreritra ny zava bita, kanefa de refa iny lé hafa fa miantso dé adino daholo iany zany.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 14 juin 2017 - 10:34

Hahaha! Mais n empêche q ça te fait du bien ny miaraka @ ilay anakiray

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: michouoze
Date: 14 juin 2017 - 15:46

SoaviSoleil > tena mi comprendre an ty cas nao ty mihitsy za, tena marina ilay hoe vava no tsy atao be fa indraindray ilay izy tsy hita ho contrôler na e

Ny ahy koa dia fahafinaretako no misy manadala hihihi lasa mihetsikeltsika, manao metimety na dia olona tsy ho tiko ary
Mirary soa hatrany e

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 20 juillet 2017 - 04:51

Ampiakariko kely ity sujet ity fa efa latsaka ambany. Tsy vitsy angamba ny toa anay efa tao. Andao ifampizarana fa efa anonyme ihany

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 20 juillet 2017 - 09:09

Ka ilay miodina kely aloha tena source de motivation et d épanouissement na ho an lhl na vhv indrindra ka samy manambady sy misy ny complicité

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Tsy azoko
Date: 21 juillet 2017 - 09:39

Tia vé dia mampirafy?? Mila fifanajana NY fitiavana.
Tsy Mbola tena tia nareo matoa sahy manitsakitsaka.
Rehefa tena tia dia fidèle en tout. Tsy mahajery olon-kafa akory

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 22 juillet 2017 - 23:30

Tsy azoko > Tsy azonao izany ilay izy ka conseil-ko aminao dia aza miezaka hanakatra akory. na inona fanazavanay eto na inona dia tsy ho azonao mihitsy. Sady vizaka enao hamaky ny fanazavanay moa vizaka izahay hanazava ka dia aleo samy maka ho azy an ? Kouny an ?

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: marinazany
Date: 23 juillet 2017 - 00:59

Tena marina fa rehefa tia en totalité dia tsy mahavita manao rs en totalité @ hafa zany.
Fa matoa mahavita mi-rs zareo reo ry "Tsy azoko" dia tsy en totalité daholo ny fiainan'reo sy ze ataon'reo @ ze tafaraka aminy, na @ vadiny na @ ze hiodinany.

Ny tena olana goavana dia tsy tafaverina intsony refa tafalatsaka @zay sinon mety ho lasa adala.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Tsy azoko
Date: 23 juillet 2017 - 12:58

Marinaizany>> voalazanao NY tiako ambara, efa tsy fitiavana feno intsony matoa mihodina sy voasarika hiaraka @ izay mahataitaitra.
Mety ara-nofo fotsiny ilay fitiavana fa banga ny fanahy sy saina.Mety Mbola tsy nihaina an'Ilay tena Fitiavana feno matoa mivezivezy mitady any an-kafa.
NY ahy aloha dia sois tout sois rien
Rehefa mihodina loatra koa dia fanina sy mianjera.foana ny hiafarany

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 28 juillet 2017 - 04:28

Ka izay hoa le hoe tsy azonareo le izy fa nefa azonay. De samy eto tsika tsy mifankahazo nefa samy miresaka sujet iray.

Cool fotsiny fa ny anay aza efa tantara nivalona fa mba hoe notantaraina teto satria izay le resaky ny mpamorona sujet

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 28 juillet 2017 - 10:26

Tsy voatery ho azo ny fiainana. Une chose est sûre le parfait n'est pas de ce monde.
Ary tsy azo atao koa ny manao vava ho izao na izao

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: kilisybilaonina
Date: 01 août 2017 - 16:08

tsitako : mitovy isika !! zah namorona anio sujet io !! sao misy contact enao de mifampiresaka tsika smiling smiley ?

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: bemanotany
Date: 08 août 2017 - 15:37

Nareo miodina kely nefa tia vady io v mba mahatsiaro anle vady refa mi rs am sipa ? Nisy bandy akmako zay mantsy niteny oe eo ampanaovana ts koi f refa vita malahelo .be andrafotsiko za. N'y anakiray ndray nilaza oe refa tena en action alefako kely any am vadiko n'y saiko vo vitako f maty andavaka refa mijery anle sipa oe te vadiko no asiako

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 09 août 2017 - 05:07

bemanotany > Ahoana moa no tsy hahatisaro ? Indray mandeha izay vao vita mihitsy ny ahy sy le sipako no miantso ny vadiny. Dia mibitsibitsika izy miteny hoe mbola ato anaty fivoriana fa antsoiko enao refa mirava. Teo aho nahatsiaro ny vadiko koa fa matetika izy misy fivoriana koa saingy premiere heure maraina matetika. Izaho no matetika manana fivoriana ny hariva farafahakeliny fois par semaine

Nahatsiaro ny vadiko aho hoe raha miantso iny izao dia holazaiko hoe efa hirava koa saingy tsy miantso izy fa izaho foana no miantso azy na mandefa sms aminy raha mila alaina aho na tsia. mazava ho azy fa tsy miteny aminy aho hoe alaivo rehefa miaraka @ le sipako. Ny zavatra tsapako rehefa eo am-panaovana dia mahay preliminaire be koa (toa ny vadiko) ilay sipako, tsy mitovy @ tantarain'ny sipa mpiara-miasa amiko izay miodina koa hoe betsaka ny bandy tsy manan-tsaina hafa-tsy ny tonga de mampiditra. T@ zany za miteny an'eritreritra hoe resin'ny vadiko daholo ny sipanareo, kanjo ilay sipako koa dia miangaly toa an'ilay vadiko.

Nahavita nanao comparaison ny haben'ny zavany koa aho. Manifinify ny an'ity sipako fa ny an'ny vadiko matevitevina. Ny halava mitovitovy ihany, samy tsy lava be nefa samy tiako koa. hihihi

Tsy alefa lavitra ny eritreritra satria sendra olona nankafizina eh...

Mety ozy enao zao hoe maty eritreritra ? Asa re fa efa tantara fahiny izany

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: clips
Date: 24 août 2017 - 09:46

SoaviSolei > milay ilay revinao aloha e, j'aime bien,
Mba asio définition tsara ilay hoe préliminaires e, inoan avy ny ataonareo @izany ?

zah aloha dia sady miodina be no tia vady koa e, ohatran'ny tsy normal ilay izy fa bon, revena manja.
Mifanakalo plaisir no tena mahafinaritra, tsy dia voako loatra ilay hoe hitaingina fotsiny no antony iodonana, mila omena plaisir foana ny pertenaire tsinona (na lahy io na vavy) ary mila atao réciproque

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 30 août 2017 - 03:03

clips > Préliminaires kosa ve de tsy hainao eh, Genre mahazo safosafo daholo vatako rehetra, millimètre par millimètre, mahay an'le mi-murmurer ao an-tsofiko ao ka na tsy misy henoko aza ny teneniny ao dia tonga de miakatra be ny fahafinaretako, fantany (ny vadiko) ny fitiavako azy mi-sucer ny clitoris-ko ary rehefa tafidina any izy dia kitihany kely aloha dia ampifilafilainy eo @ manodidina eo indray ny lelany. Ny ahy moa rasé be foana i bozikely araka ny itiavany azy dia vatrany mihitsy nymanafosafo sy mi-lécher ao.

ilay sipako koa na dia tsy dia misafosafo ny vatako aza dia miangaly fijery, misy charme tsy haiko lazaina izany ary tonga dia mambabo mampite-hamikitra be izany, ary mahavita mandany fahefakadiny farafahakeliny mi-sucer ny clito sy milelaka ao ambany ao. Ny itovizan'izy 2 lahy dia mahavita mampi-jouir ahy farafahakeliny 2 fois @ io préliminaire io izay vao mampiditra fa tsy maimaika otran'ny sipan'ireo vehivavy mpiara-miasa tamiko.

ilay fanontanianao kosa ry clips manjary mamoha fota-mandry dia lasa mitamberina indray ny tantarako fahiny an !!!! lasa mahatsiarotsiaro izany indray....

Mahasosotra .... tssssss!!!

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 01 septembre 2017 - 10:13

Soavisoleil<<<<< ka efa nijanona anga moa zany ilay tantara? Efa mitady hi prendre le dessus ilau fankafizana izany.
Za aloha d isan'ny mbola miodina kely ary tia vady koa ary ilay plaisirs réciproques iny o tena tadiavina fa raha vao hoe tsy mahavoa ny 1 dia aoka aloha hahaha

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Jahek
Date: 02 septembre 2017 - 15:14

Mampiomehy ana koa i soavisoleil aminy ilay hoe"sipako tsy ohatran'ireo any vehivavy namako hafa etc etc"ahahaha ef niaraka tam.soavisoleil doly nga sipany zareo dia hoe samy hafa ahahahaha

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Kimomi
Date: 02 septembre 2017 - 16:04

Tia vady fa miodina kely,ary ilay hiodinana ve tina sa sexe fotsiny???

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Zany v????
Date: 03 septembre 2017 - 00:06

Rehefa tratra mampirafy ianareo izany dia izay avaly ny vadinareo avy hoe tiako ianao fa mihodina kely fotsiny aho satria tiako koa ny sipako

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: SoaviSoleil
Date: 03 septembre 2017 - 06:27

Jahek > Maro ny vehivavy mpiara-miasa amiko nampirafy ny vadiny koa talohan'ny nahafantarako an'io bandy niaraka tamiko io. Mitantara ny ankabeazan'ireo fa tsy mba mamaly ny attente-ny ny sipany fa vao tafiditra anaty chambre dia ny hampiditra balita no mahamaika azy fa tsy mba misy calin calin akory. Izaho kosa mba sendra 2 lahy tena mampirevy.

!!!!! > tantara efa taona maromaro lasa izay io. Naharitra volana vitsy² ilay tantara fa @ izao efa tsy ao Madagasikara izahay. Mbola mifandray tsindraindray @ FB izaho sy io lehilahy io rehefa sendra mifanojo ny ora.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: hommeparfait
Date: 03 septembre 2017 - 13:13

Izaho vehivavy.
Taloha aho nieritreritra hoe tsy tokony miodina rehefa tia vady. Taona 5 na 6 aho nijanona hendry be tao an-trano; dia nisy namanay lhl miodinkodina be nefa lazain'ny vadiko hoe tena tia ny vadiny, que les petits exercices extérieurs n'ont rien à voir. Nampieritreritra ahy ilay resaka: tsy nandalina aho hoe miodina sa tsia ny vadiko, fa mety manana fiainana hafa izany izy na mirindra tsara aza ny tokantranonay. Teo aho dia nanapa-kevitra fa raha misy occasion... Misy mpiara-miasa izao indraindray miaraka kely izahay (indray mandeha isam-bolana angamba rehefa misy occasion), on passe un moment agréable c'est tout! Tsy voatery ho raiki-pitia ny vhv rehefa manao RS. Misy cousin-ny vadiko koa mipetraka province, mi-tél izy rehefa tonga Tana, dia raha mazoto aho dia miaraka mitsangatsangana izahay...
Ny fiainanay ao trano mandeha tsara amin'ny lafiny rehetra (sexuellement tout va bien!). Samy falifaly sy misy complicité. Ho ahy recréation kely ilay miodina kely. Tsy misy fitiavana an'ireo olona miaraka amiko: quand je serai lassée, je passerai à autre chose! Izahay mivady indray équipe solide!!

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Zany v????
Date: 03 septembre 2017 - 14:46

Homme parfait>> ny récréation kely ihany no lasa mihitatra sy sérieux rehefa ela ny ela, surtout vhv,vao miditra ny sentiments dia manomboka ny blem rehetra sauf hoe mpivarotena mihitsy angamba.
Olona Tiana koa vé dia hitsahina sy hitambarana @ hafa??tsy azoko mihitsy.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: Lendrema
Date: 04 septembre 2017 - 13:29

Ilay recréation kely lasa jour férié, dia avy eo lasa week end lavalava tahaka Lundi de pâques , dia lasa vacances kely, dia avy eo tena grandes vacances.
Tsarovy aho fa manao location voiture sao ilaina.

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: hommeparfait
Date: 04 septembre 2017 - 14:14

Récréation= tsy misy resaka fitiavana mihitsy; samy manana tokantrano mitombina tsara , tsy misy manan-kevitra hafa mihitsy; efa fantatra hatram-boalohany. Na ny vhv na ny lhl afaka manisy compartiments ao @ fiainana. Un coca, un peu d'exercice agréable, une cigarette, voilà ce qu'on partage; des moments agréables c'est tout!

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: !!!!!
Date: 11 septembre 2017 - 10:05

hommeparfait<<<<< tena d'accord aminao aho fa azo atao tsara zany

Options: Répondre
Re: miodina kely nefa tia vady
Par: papsi
Date: 14 septembre 2017 - 22:07

Resak'alika

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg