Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: Buzz
Date: 19 mai 2017 - 11:13

Araka io sujet io dia mba misy zavatra tena tiako ho fantarina hoe?
Ny vehivavy ve dia mahatsiaro foana ny olona izay ni-deviergé azy taloha na io ex na io hafa , ka rehefa manao RS amin'ny olon-tiany hafa vaovao amin'izay ve izy dia mbola tsaroany izay raha toa ka tena tiany io vao2 miotran ilay taloha? nareo ve manao comparaison an'ilay olona taloha sy vaovao? ary mety ho possible ve hoe ilay voalohany no tianareo kokoa miotran' ilay vaovao? sa mivadika amin'izay? Misaotra mialoha ho an'izay tsara sitrapo tena mamaly amin'ny tena marina.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: jotobe
Date: 19 mai 2017 - 11:49

Ny ahy rafotsy tadidiny foana le bandy ni-deviergé azy fa lazainy fa bogosy be hono ! fa fotsiny oe narary be taminy ilay izy dia tsy tiany intsony ilay bandy ! fa ialy izy mbola sahy miteny foana hoe fa izy aloha bogosy be no manalasala

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: AngieRandria
Date: 19 mai 2017 - 11:54

Ny vehivavy tsy dia mahatsiaro an'izany rehefa nahazo olon-tiana vaovao izy raha tsy hoe zavatra vao haingana angaha.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: Buzz
Date: 19 mai 2017 - 13:56

jotobe > ka izay indrindra ilay tsy tiako, satria koa nena zao rafotsy ny teny tamiin'izay hoe, te hanandrana hono izy tamin'izany dia nanao ry zareo, nantaniako izy tamzay hoe narary ve oa? dia ny valintenin hoe narary ozy fa tsara be, lazainy ihany hoe tsara be dia tsy androny mihitsy izay hamerenana azy, zareo raha teo koa moa efa antaonany maro no niaraka ka dia lasa misalsala be aho amin'zao, tsy hitako hoe inona no ataoko;

AngieRandria > tena otran mampieritreritra ahy foana ilay izy hoe tena possible ve izany za lasa otran hoe tsy mahatoky izany satria, raha izao zao misy zavatra tena ny remarkeko be izany tamin'ny fiainako dia tsy mba ho adinoko izany iny, ka eo no mampametraka an'ilay fanontaniako io?

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: clips
Date: 19 mai 2017 - 14:38

Tsy ny lhl nahavita ni-déflorer (ni-dévierger) azy akory no tena tsaroan'ny vehivavy, fa ny lhl nahavita nampi-jouir azy tsara voalohany.

Ary pire, tena adinony ny lhl iray raha ohatra ka namaky azy nefa tsy nahavita nampi-jouir azy mihitsy, ary mety ho halany mihitsy aza raha ratsy toetra aminy.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: indila
Date: 19 mai 2017 - 16:12

Tsaroako izy raha anotaniana ahy hoe iza no ni déflorer anao, fa raha hoe ny ho tsaroana isaky ny mahatsiaro kosa aloha non e, tiako izy t@ zany fa tsy tiko tsony avy eo. Ny ahy zao ny olona ela vao adinoko, d ilay bandy nilaza fa za no ni dépuceler azy, faly ery izy nanao tamiko, ela2 izy no tato an-tsaiko fa avy eo izy adinoko ihany. Fa ny ex ny ahy tsy misy tsaroako matetika zany fa mitovy2 eny daolo ny fahatsiarovako azy rht, tadidididy eny antsefatsefany eny fa tsy manaitra tsony e

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: papelika
Date: 19 mai 2017 - 16:13

Buzz< aza manimba saina amin'izany leisy bainina a! Ny ankehitriny hatrehina fa ny lasa efa hadinoy e

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: Buzz
Date: 19 mai 2017 - 17:07

Clips > ka ilay izy ary efa nilaza efa nijouir kou, efa maro mihintsy, ka zay ilay manahirana ny saina e, ka raha samy nahitana jouissance daholo ary dia ahoana e? efa nanonatany hafa aho fa tsy dia ekeko ilay valinteniny, fa mila anontaniako amin'nareo ato e hoe ahn ary?

Indila > Misaotra anao namaly fa mba mitombona ihany izany ilay izy e hoe tsy dia tsaroana foana satria enao indraindray tena lasa saina tampoko hoe ay moa misy an'izany, dia gaga tampoka eo sady otran' mangasiasy kely e,

papelika > Efa nataoko lesy io an, marina fa tantara ilay izy e, zavatra efa nisy ilay izy, misy miteny hoe ny lasa tsy mba fanadino e, surtout ela tafa eritreritra hoe misy an'izay tokoa moa? dia inona no ataonla ary e? ela ve nefa aloha efa nideviergé sipa hafa ankoatra azy? za aloha tsy mbola fa taminy ny premiere fois izay e.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: louks
Date: 19 mai 2017 - 18:14

ka na bandy ratsy sy tsisy hilavana azy ary ve de mbola ho tsaroina foana ?

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: Misy mahazaka
Date: 19 mai 2017 - 23:21

Resaka mankarary andoha antsika lehilahy io ary mampiady mpivady. Marina fa tsy voafehy koa anefa ny eritreritra fa lasa any ihany indraindray.
Ny fahendrena amiko dia ny tsy firesahana azy amin'ny vady na dia manitikitika aza.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: Souverine
Date: 20 mai 2017 - 10:53

Indray mandeha eo amin'ny fiainanay vhv ny défloré noho izany tadidinay foana.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: louks
Date: 20 mai 2017 - 18:04

Misy olona nanambady faha 3, de mbola misy dikany foana ve le voalohany ?

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: Analogie
Date: 22 mai 2017 - 10:27

Souverine >> Ary ilay ni-défloré anao tamin'ny vava sy avy ao aoriana koa ve tadidinao foana ?

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: AngieRandria
Date: 22 mai 2017 - 11:15

Le izy anie tsy hoe adinony e, fa tsy hoe mahatsiaro an'izany foana koa izy. Ny vehivavy raha hajainao sy omenao fitiavana dia tsy mahatsiaro ny sipany taloha zany.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: courage
Date: 22 mai 2017 - 15:00

Eritreritry ny lhl zany hoe mahatsiaro ny olona ni déviergé azy zany foana ny vhv fa tsy marina zany. Za vhv fa raha misy ex-ko tsy dia tsaroako dia le ni-déviergé anà. Ny fotoana mamy niarahana no tena manamarika ny fiarahana @ vhv fa tsy sex mihitsy. Raha tena mahatsapa tena tiana izy dia tsy mahatsiaro zay taloha any intsony na dia iray segondra za, tsy mandalo ao antsainy intsony ireny ex ireny. Ny mahatonga ny vhv ahatsiaro ny ex-ny dia tsy mahatsapa fitiavana @ ilay olona eo anilany @ zao.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: liks
Date: 24 mai 2017 - 16:24

louks>>>Na dia ny eritreritra fotsiny aza hoe « ny fahadiovako tsy mba novantanin’ilay vady sy rain-janako » sy ny hoe voafitaka dia tsy ho hadino mandra-maty ? Nareo rehetra ato zao mety efa nahita ilay sujet misy hoe alina aorinan’ny mariazy. Misy mitantara hoe eo ampisakafoanana no mahita ny ex-ny dia avy eo mivoaka any ivelany dia minono na manao any ilay vhv. Ny hafa indray mamo be ilay lhl dia lasa ilay vhv manao any ivelany nefa andro mariazy. Dia eritrereto @ireo ohatra ireo hoe misy valeur-ny eo anatrehan’ilay vhv tsy vierge ve ny vadiny nefa izy aza efa tsy manisy sira ny andro mamy eo @reo roa ? Na ny lahy na ny vavy rehefa voadonam-pitia dia mitady hafa iarahana hanalana ny ratra-po, hanalana ny mavesatra ao anaty hanadinona ilay tiana teo aloha. Ka na hiaraka na hanambady impiry aorinan’ilay tena tiana aza tsy hitovy ilay tena tiana mihitsy indrindra moa ilay nisantatra ny fahadiovana.
Matoa koa nomena ny fahadiovana na ratsy tsy misy ilavana azy aza dia tiana (ankoatran'ny fanolanana) misy valeur-ny kokoa noho ilay vady nanalana ratra-po.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: vhv v
Date: 25 mai 2017 - 08:39

raha ny cas ko , Ilay izy tsy dia hoe ilay acte sexuel hoe ni "deflorer" lotra no tena mahatonga azy ho tadidy fa ny tantara sy ny fifandraisana nahatonga hatreo @ io acte io, izay tantara izay dia hafa kely fona, raha tsy hoe nomena olona sendra nandalo angaha ilay virginité, FA io dia indray mandeha ihany eo @ fiainana, fa na izany aza , ny tantara manaraka taty aoriana koa tadidy fa saingy zavatra hafa no ahatsiarovana azy, fa za aloha sarobidy tamiko ilay virginité dia tena NAHASAROTINAY AHY, nahafinaritra be ahy na ny tantaranay , fa ilay izy moa tsy anjara dia tsy lasa vadiko, za lasa nianatra tany ivelany, ela lotra dia rava , fa ilay mahatsiaro koa tsy hoe isaky ny mihetsika akory, olona tsy misy mémoire anie izany tsy mahatsiaro izany , ilay fanontaniana angamba tokony hoe tiana ve ilay fahatsiarovana sa tsia, ny ahy tena tiko be , ary tsy hadino mandramaty , fa tsy mbola nanana namana vhv za ka hoe tsy mahatsiaro ny anaran ny lhl namaky azy sy ny niarahany, ny manadino ny aranana partenaire sasany, ohatra hoe fohy lotra ny niarahana no efa hitako fa nisy , fa izany aza rare be.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: DéganyBe
Date: 26 mai 2017 - 15:10

Resaka mandreraka fotsiny izany e. Ny marina dia tadidin'ny vehivavy io fa ny ankamaroany décues tamin'ireo namaky azy dia tsy te hiteny zavatra maro. Betsaka ny déflorées (na deviergées, mety daholo) physiquement fa mbola vierges sentimentalement.

Betsaka koa ny vehivavy efa nitia bandy hafa talohan'ny nahavaky azy. Izany hoe efa nanao sipa (nanana sentiments) fa tsy ni-l.e.ly fotsiny. Efa nifanao rendez-vous, nifanoroka, efa nifampisafosafo, efa nitomany, sns. Izay mahasahisahy tamin'izay ireo dia ireo sipa vaky à 15ans na 16ans ireny.

Ilay bandy ni-déflorer izany namaky lavaka fotsiny (1er RS) fa tsy hoe olon-tiana voalohany (izay no dikan'ny 1er amour). Izay olona iray ihany izy roa moa dia azo atao hoe 1er amour ihany.


Izay nandavaka an'iny koa moa inona no dikany e ! Atao tantara be eto fotsiny ! Jereo ireo bandy mi-zeste fa namaky sipakely be dia be, izany ve ny hoe amour ? Dia mba ahoana izany ireny sipakely nobadobadoina ireny ?


conclusion : Important lavitra ny sentiments amiko noho ny virginité, donc tsy tokony hamparary andoha !

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: presque
Date: 19 juillet 2017 - 05:59

Za une fois no-allumer-na sipa tao @ FB dia raikitra fa nifampiantso. Nifanao club sms t@ zain mintsy t@ zany hifampiresahana. INdray talata hariva no-proposer-ko izy hoe andao @ zay hihaona de hiaraka any @ chambre dia tsy nanda mihitsy izy fa raikitra ny fotoananay. za moa tsy nisy fiara t@ zay fa dia Taxi be no nandehanana namonjy chambre, tsy nety niara-niditra tamiko izy fa za no niditra mialoha dia mody samy fanina tao anaty taxi be. SMS ihany no ifampiresahana. nasainy noesorina ny peratro fa sao oainina hono, dia novaliako hoe tsy mety afaka tsony io fa manaraha ahy lavidavitra fotsiny de refa tafiditra tsara ao @ recep hotel za vo midira manaraka ahy.

Naka chamber dia tonga dia niara-nandro izahay 2. za koa moa t@ zay tsy teo i mme ka ela tsy nanao RS dia mola be avy hatrany. Izy nefa otrany tsy tena maika. Natomboko prelim teo dia farany nanaiky hanokatra fe @ zay. Nony nampiditra aho dia noteneniny hoe ataovy moramora fa aza atao mafy. Dia nalefako mora tokoa. Nony tafiditra tsara dia nanomboka ni-pompe za fa nikentrona kely izany izy dia nataoko moramora ihany. Somary efa saika tonga ny ahy fa izy narary dia toa nihemotra indray ny ahy. Nony elaela anefa nanomboka tsy nikentrona intsony izy fa nankafy @ zay dia vita hatr@ farany iny. saika nasiako 2eme tour fa izy no tsy nety fa mbola hanao regroupement ao @ CNTEMAD hono izy de tsy afaka mijanona. Mbola tao @ chamber izahay no nangataka telephone hiantsoana namany izy; nohenoiko ny resany dia hoe :
- mission accomplie akia ah ! heveriny fa tsy mahavita angamba za refa te-hanao ny lohako. tantaraiko an-dry refa tonga any fa iandraso place fa miala eto za zao de dans 20 minutes tonga any.

Nanontaniako izy ny antson'ilay resaka dia noteneniny fotsiny hoe tantaraiko anao @ manaraka.

Nony niresaka FB izahay ny ampitso dia nanontaniako azy hoe fa naninona no niketrona matetika ianao teo am-panaovana omaly ? narary angaha sa ngeza loatra ? dia novaliany hoe mbola narary satria fanindroany nanaovany RS hono iny saingy ilay bandy ni-devierger anazy tsy nanampo anazy ho vierge dia rangitra be hoe nanenina hono izy fa aleony hono manao @ sipa tsy vierge toy izay nanao taminy (bandy egoiste be eh)

dia rangitra rasipa de za no lehilahy voalohany tsy fantany tazany teo @ page face-book-ny dia izay no antony nifampiresahany tamiko. Efa vitako @ zay hono izy de afaka manao @ le bandy @ zay sady hotantarainy @ le bandy hoe nosokafako kokoa ny foufoune-ny de ho hita eo izay ataony raha ho tezitra na tsia.

NIaiky aho fa tena mahavita zavatra le sipa nefa anie izany CNTEMAD izany 20 ans any ho any ny fijeriko azy eh !!

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: moi et moi
Date: 31 août 2017 - 11:55

ho anah manokana, vevavy no manoratra, ny ahy tsy ilay ni-déflorer anah no tsy hadinoko hatramzao fa sipako farany talohan'ny nanambadiako. tena niriko ho vadiko fa tsy anjara. dia tena efa teniko mihintsy hoe raha tsy maintsy hosolafaka aho dia aminy irery ihany fa tsy amin'ny hafa mihintsy.
ny tiko hahatongavana dia possible ny fahatsiarovana ny teo aloha na tsy ilay voalohany aza, surtout tsy mamaly ny filànao mihintsy ny vadinao. marihiko anefa fa niaraka pendant 4ans zay sy io tsy adinoko io fa tena azo nisaina tam ratsan-tanana ny RS vitanay.
fa amzao dia tena mbola mahatsiaro azy foana ah ary lasa tena tiako mihoatra ny vadiko ary izy ny tena olana
ka hoanareo lehilahy matahotra anzany dia conseil no omeko, omeo fafinaretana ny vadinareo, dia aza compliqué be ilay fiainana mapitapy refa tena tsy hita intsony zay hanaovana anareo zay

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: kazao
Date: 31 août 2017 - 13:26

ny ahy ny vadiko no ni-déflorer ahy...
saingy nisy 1er amour-ko zay, niarahako 3 ans, tsy nety mihitsy ny anay d aleo samy niala . kanefa "tena tiako izay t@izany... rehefa misy zvtra tsy zakako ataon'ny vadiko ahy amin'izao dia lasa manembona azy foana aho ... na tsy nisy rs aza , tsaroako foana izy . Saingy tiako ny vadiko dia aleoko ajanona eo @ fahatsiarovana ihany ilay raha!

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: matsapa
Date: 04 septembre 2017 - 08:54

TE HANDRAY ANJARA ETO AHO

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: MI ZARA
Date: 04 septembre 2017 - 11:07

vhv aho, maro loko ny tantara, niaraka tamin ny 1 er amour ko aho, efa 2 ans et plus, 16 ans zahay tam zany, Nihevitra fa refa mivady vao hanao rs..... nisy occasion hatrany hanaovana rs na dia mbola samy kely aza,mandeha any am tranon ny namana, dia avelan ny namana irery anaty chambre zahay roa, dia mifampijery2 dia toran ny hehy!!!!! nifanaja teny foana. Rehefa mamy beuh anefa ilay oroka dia samy tenter ihany, samy miala aveo, dia miteny hoe ndao hody fa sao dia maditra eto. Lasa mody!!!!!!!

Taty aoriana, nisy nanolotsaina ngamba izy hoe: bandy miahaka…, niezaka ni forcer ahy izy en rs ,saingy tena natanjaka aho ka tsy tratra!!!, manao ny fitafiana tsy ampivaha ny silipiko mihitsy aho, j 'ai fait tous les moyens, tsy omeko!!!! mitomany izy hoe omeo ahy oa io fa sao lasan olona !!!! Nianihana taminy aho fa ho azy io raha mivady zahay !!!!
Kivy2 izy efa hiakatra ny 2 ans niarahana, nampirafisiny aho, ary nalahelo be sady tezitra be taminy!!!

Nandritra izany fotoana izany anefa dia be dia be mihitsy ny bandy mikoty ahy, marihiko fa izaho tena tarehy tam zany !!!
Dia nifampisary zoro tamin ny bandy teny aho, tsy mety mifanorokoa mihitsy anefa fa mifampiresaka fotsiny ety andalana na any ampenarana, dia izay!

Ndray aho nisy bandy niray kilasy tamiko ,tena namitaka ahy, mpirahalahy ry zareo, ny zandry moa namako tena namako fotsiny, ary ilay zokiny efa tara tamiko efa elabe, fa tsy tiako fa BG dia madiditra.
Indray andro anefa tsy nampoiziko nanao fotoana tamin ny namako lehilahy aho, tena namana be an, nahatoky azy mihitsy aho,nanao travail de groupe na matière tena haiku beuh izay . tampotampoka teo dia hoe ndao rangaha hoa any aminareo ianao dia ampenariko a. Tonga tany antranony, tsy nisy oll tao ….. .Lasa kely otran ny ho ao ambadika tao ilay namako izahay mi preparer travail de groupe eo, zahay sy izy irery fa prevu hisy namana vevavy ho avy eo, nantsoina kanjo tsy tonga.Efa elaela, anefa, tena latsaka lalina tamin ilay matière aho , varian irery teo, ty oll ampianrina tsy hita ze nalehany fa lasa naka ny sipany hono……ary dia tonga ilay zokiny ni arahaba ahy, ni sevir jus, et amuse gueule ahy efa elaela, mivezivezy dia nifampiresaka tsara…., samy amoureux kely teo zahay roa….. tsara beuh ny resaka, ary dia nifampikasikasika, nifanorokoroka, tonga tany am chamber ny teny ampandriana…..tsy tompon ny tenako intsony aho, Tsy nisy n inn n inn reko, tsy nahatsiaro ze ambonin ny tany aho!!!!!! j étais droguée ve sa nisy jus nosotroiko ve dia nisy fampatoriana sa tsy haiko fa ny fantatro dia nanao rs aho, et c etait la première fois tsy virijiny intsony aho izany nivoaka tao amin ilay trano….. rehefa nahatsiaro tena tsara aho dia nifona tamiko izy fa tsy nampoiziny hono hoe mbola virijiny aho , izaho anefa tsy nahatsiaro narary na naninn zany….. Izay vao nitomany nidradradrdra !!!!!!!!Tezitra be taminy aho, sady tena ranomaso beuhhhh no ompa imbedebe hoe tsy vanona ianao !!!!!!! fa hoe nataonao inn aho?????, , teneniko am dada sy neninay enao...... Tena galère. Nilaza tamiko izy fa isarahany ny vadibeny fa halainy vady ary aho fa aza mitomany ntsony !!!

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: MI ZARA
Date: 04 septembre 2017 - 15:42

Loza zany an, saingy izaho tsy nila azy akory na iray segondra aza, lasa nody, saika hamono tena, kinanjo nanoratra tononkalo no nataoko iny alina iny sady mitomany ao ampandriana. Tsy sahy nilaza tamin oll na iray aza hoe vaky aho. Même ilay namako tsy sahiko nilazana. Ary ohatran ny tadidiko aza ilay bandy nilazako hoe aza miteny amin olona ary hoe novakianao aho….. vendrana beuhhh
Izao lehibe izao aho fa mino fa mety tsy drogue aho fa tany amin ny lanitra faha fiton ny fahafinaretana. Satria efa nandalo izany tamin ny vadiko aho dia niverina tao antsaiko ilay fotoana. Tsy nahatsiaro tena mihitsy!!!!!

Niverina niaraka tamin ilay 1 er amour koa aho, nanao rs izahay taty aoriana, ary tena kivy be izy fa hoe " izy no namafy, ary ny hafa no nioty sy nijinja" Izaho koa nalahelo, notantaraiko azy ary tena saiky matiny le bandy…. Tantara lava.
Eo amin izany tatara izany dia tsy tiako maizina mihitsy ilay nanapasaka , namaky , ni défflorer , ni déviergé ahy fa tiako beuh ilay 1 er amour ko niarahako 2 ans et plus. Nahay nifanaja izahay, ary nifakahalala filàna, rehefa ory ara pitiavana aho dia manembona azy fotsiny fa hatreo ihany.
Fa tiako beuh ny vadiko na izany aza.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: ts mizar
Date: 05 septembre 2017 - 19:01

MIZAR>>>>
mampalahelo ilay 1er amour nao, sipa jilaka tsotra izao fotsiny ianao, olona mandalo no navelanao nanambotra ny entana, entana tsy dia misy valera izany ,
karazan ny vhv tiko asiana be fotsiny ianao , dia odiko fanina, io vadinao io bandy vendrambendrana matoa mifikitra @ jilaka

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: MI ZARA
Date: 06 septembre 2017 - 09:00

ts mizar>>>>>>

Malalaka ny fanehoankevitra, tsy teo am toerako enao dia mora aminao ny milaza izany, fa fahoriana ho ahy iny andro iray iny.Ohatran ny olona voafitaka, voadona rehetra, tsy azo atao ny mitsaratsara,Atao ahoana é, Za ary tsy mbola namitaka ny vadiko na iray segondra aza, ka aiza no ahafahanao manao izany. Idd ny vadiko tsy vendran, tsy vendrambendrana, olona manana ny toerana maha izy azy tokoa ka tsy arak io fiheveranao azy io !!! minfakahalala ny antsimpirihim-piainana izahay roa, tena mifankatia be, no mifampatoky. Tsy mamitaka ahy izy, satria efa samy voadona daolo.

Fantany tokoa ny tantarako,ny azy fantatro, nampalahelo beuh koa. tsy lasitra iray ny olombelona,soa fa tsy enao!!! misaotra amin ny fanehoankevitra.

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: Geek
Date: 15 septembre 2017 - 21:03

Ny adalan'lisany maka vady sipa efa tsy verijiaen intsonyhum

Options: Répondre
Re: Ny Vehivavy ve mbola mahatsiaro ny olon-tiany taloha izay ni-deviergé azy?
Par: Bal
Date: 16 septembre 2017 - 09:54

Io zany ry zalah d zao fotsiny a! Ny sipa tsy hiteny @ lisany zany hoe tsy tsaroany io.
Henoy ilay hiran'i Ainga iny dia kaopy lisany. Tsy zakan'ny bandy zany ny tantaran'ny sipany na ny vadiny. Fampiononan-tsaina no betsaka.
Zay no mahatonga ny bandy mihodina matetika.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg