Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
miodina rehefa any @ province
Par: fikab
Date: 15 août 2017 - 12:17

rehefa manao voyage na mission any @ province dia miodina miaraka amina sipa avy any amin'ny la cote, sady lavitra be an'i madamakely amin'io, ahoana no fahitanareo an'io revy io

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: $ongomby
Date: 15 août 2017 - 14:17

Zany ko ve lesy de tsara. Nga elà tsy mahalala fa pnghery an-kalamanjàna nge ny olona any e? Sady tsy mifitra. Dain lelike

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: Takalompatsa
Date: 15 août 2017 - 15:34

mortderiremortderiremortderiremortderiremortderire

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: KLAPS
Date: 21 août 2017 - 08:02

Songomby: Ialahy no tena vendrana, zah aty @sisiny no mipetraka fa ny aty lehity ny rano tsy ampy ah,hafa ny any @lisany mangatsiaka be any ka na hanasa divou aza ny vhv kamo,en plus ny papier hygienik aty tsis mpividy fa ialahy isany vacancier io no mihazakazaka mividy an'ireny rhf tonga aty,midika izany fa madio lavitra noho ialahy isany matikambo ay io ny olona aty'avy any koa aho miresaka @lah io fa mipetraka sy miasa aty.Mba mandehandehana mba mijery ny zava-misy aty fa aza variana fotsiny ao.

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: $ongomby
Date: 21 août 2017 - 08:14

Zà ko lety miasa aty @ faritra fa zany teneniko zany a. Zà tsy hitifitra sipa mandray thay @ tanana zany mihitsy na hanasa tanana @ alkôla parivan'ny andro aza. Tsy mihinana crudités zany fa mi-gôbs vao mieritreritra hoe tanana avy nanasa divo t@ rano kely 1 zinga iny no nifondafonda an'le salady sy voatabia. Pouah!

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: Geek
Date: 21 août 2017 - 21:38

Ny sipa matsiro jerena fa ny loharano ony tsy tetezindoha

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: @@@
Date: 22 août 2017 - 08:26

$ongomby

Samia masina an-taniny @ safidiny @ sipa tiany tifiriny, fa manotania ianao spécialiste en WASH raha tsy hamaly anao izy hoe ny fanasana tanana @ savony no tena maha omby (facteur déterminant) @ aretina azo @ sakafo maloto, koa na ny sipa mifitra dia mila manasa tanana @ savony ! Tsy mila hoe ventiny lehibe na kely toa micron fa rehefa loto dia loto, na ny tanany sipa mifitra koa mba tonga any @ lava-bdny rehefa mandro izy.

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: $ongomby
Date: 22 août 2017 - 09:06

Tsy resaka sasa tanana nge ty fa resaka milhell sipa manghery tsy mifitra e. E zany izy hoe manghery tsy mifitra. Na ny maheno azy aza mampangovitra. Brrrrrr!!!!!!!!!

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 09:21

Vao ery @500M dia efa heno ny fofona midonàka D1

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: @@@
Date: 22 août 2017 - 12:34

$ongomby

Niresaka crudités ingahy no antony nanoratako ny fahadiovany tanana, satria na io papier hygiénique io mba mety rovitra koa... Mba efa nipeka t@ farotry maro misy rano teto Madagasikara aho, fa teto Tanà ihany no efa sendra sipa nahenoako fofona fromage ! Nanomboka teo dia tsy maintsy mihara mandro @ sipa izaay ho pehako aho, ary izaho ihany no manasa ny fikany sy ny vatany iray manotolo, na divo io na tongotra, na izany nisy madama iray izay avy eto ihany koa indray mandeha tsy niverina ny nataoko taminy fa @ ilay mahafotsy toa sinoa azy dia mahery fofon-koditra.

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: $ongomby
Date: 22 août 2017 - 15:07

De zay zany ny an'ingahy e. Ny ahy koa moa d'efa zay. Miampy le fofon-kelika tsy mety afaka @ olona somary mainty fihodirana. Merci de mazotoa e. Aleo ihany ny anay rafotsy fa tsy maninona na dia lazain'ny olona fa revin'antitra aza ny anay e.

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: daccord
Date: 23 août 2017 - 06:37

Ok ongomby a, zaho maka anao. Zany k tena lehilahy

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: vehivavy
Date: 23 août 2017 - 11:53

tsy aleo ve tsy nanambady e, hanao vacance miaraka @ vady aman-janaka nefa hitsaka cylindre be no ao atampon-dohan'ilay vadinareo, mba naka vady vendrana ko nareo reto kah! iza tena vedrana @ zany tsy ilay naka? te hanambady nefa vehivavy mohaka no alaina vady mba menatra! ny an'ny olona indraindraina ny vady ny anareo hitsakitsahina, mahagaga?gratte

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: curieuxbee
Date: 23 août 2017 - 22:58

Lasa niova ny discussion nefa hafa mihintsy no tena tian'ny tompon sujet resahana

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: @@@
Date: 24 août 2017 - 14:26

vehivavy

Ohatrany diso ilay fiheveranao an raha mihevitra fa vady vendrana ireo vhv miharitra @ lhl tia vhv sy hoe vendrana ny lhl naka vady vhv mohaka toa izany... Tsy mino ianao ? Andaha ampatsiahiviko anao ireto tantara manaraka ireto izay diso fantatry ny maro satria dia zava nisy nalaza.

Tantara voalohany

Mpilalao : i B filohany firenena E, i H no vadiny ary nilatsa ho fidiana ho filoham-pirenena koa i H saingy tsy lany. I Mônabe koa dia an'isany mpilalao, i Mônabe dia tsara endrika saingy bota be.

Izao ny fizotran'ny tantara, samy mpianatra lalana i B sy H no nampihaonin'olona, samy nitetika ny ho lasa lehibena fikambana mpianatra izy ireo. T@ izany i B no efa mpandravarava sipa. Naneligenlina an'i H @ fikasany ho lehiben'ny fikambana ny fisian'i B, saingy ny nahagaga dia roboka t@ i B koa izy ka nampadeferiny ny ambompony, dia lasan'i B ny fitondrana ilay fikambana. Olona mahay mandahateny moa i B ary niaky izany i H, nifankatia ry zareo ka tonga h@ fanambadiana izany. Taty aoriana lasa mpanao politika i B, i H kosa nanohana azy, ary tsy naompoizana fa lasa filoham-pirenena izy. Tao anatiny fitondrana kosa izy no voasarik'i Mônabe, izay nanao fianarana asa t@ ao lapa-panjakana. Efa matetika izy roa ireo no nisy zavatra tsy ambara-telo @ lafiny ara-pananahana, indrisy be resaka i Mônabe ka dia nanaraotin'ireo antoko mpanohatra izany hanongana an'i B. Saika nahomby ny tetika "empeachment" fa hoe nandainga i B, saingy ity farany dia nihizingizina fa hoe tsy niray ara-nofo izy sy i Mônabe. Ny naha avotra an'i B dia tsy firaisana ara-nofo @ fomba mahazatra no nahitana porofo fa fampiasana vava nataon'i Mônabe taminy. Hafabaraka tanterak'i H teo satria dia nataon'olona lavanty ary lafo t@ vidiny ambony dia ambony ny akanjon'i Mônabe nitsiritian'ny tsirinain'i B. Hentra ny an'i H tsy misy toa izany. Nikasa ny hisaraka mihintsy moa ny anao vavy, fa niheritreritra kely. Taty aoriana, dia mba nirotsaka lalina t@ politika koa i H, ary dia lany senatera, ary rehefa tsy lany t@ fanomana ho filoha, dia niasa ho sekreteram-panjakana (toa ny ministra aty amin-tsika), ary vao tsy ela akory nirotsaka fanindroany ho filoha fa indrisy tsy lany. Mohaka ary ve i H hoy anao ? Ary vendrana ve i B nanambady azy ?

Ity ny tantara faharoa. Firenena atao hoe H indray no voakasika mivantany Tanatara. Ireto indray no mpilalao i D izay manampahaizana hikoizana @ toekarena. Efa avy ministra ary voatendry ho lehibeny organisation internationale lehibe. Noho ny fahaizana dia nihevitra ny maro fa ho izy no ho lany ho filoham-pirenena @ fifidiana manaraka. Manambady an'i A mpanolotra vaovao @ télé i D.I N izay filoha amperin'asa moa dia voalaza fa niketrika mihitsy ny hanapotehana an'i D. Akoatr'ireo dia misy mpilalao roa hafa dia i La saumure izay mpiantoka vhv mpampanofa fafinaretena. I D moa dia an'isany ireo mpanjifa ny asan'ireo vhv atolotr'i La saumure. Tsy i D no mpandoa vola ho an'ireo vhv ireo, fa mety fikambanana hafa izay mba te ahazo fanohanana avy @ i D izay marihina fa toa an'i B dia adalam-behivavy koa, ary i La saumure dia nanamarina an'izany. Ary ny farany dia i Naf, izay mpamafa trano @ hotely malaza ny asany. Toa hoe noho ny veliam-pandrika naha iray petsa-petsa avy lavitra an'i N dia voaendrikendrika ho saika hanolana an'i Naf i D, ary dia nigadra mihitsy moa i D noho izany. Hafaka ihany i D taty aoriana fa saingy voatery nandoa honitra ho an'i Naf izay tsy nila niasa t@ hotely intsony fa nahavita nanangana trano fisakafoana ho azy manokana. Tsy hafaka nilatsaka intsony i D. Very an-javony arak'izany ny fanantenan'i A ho lasa vadin'ny filoham-pirenena. Vendrana ary ve hoy ianao i A nanatena am-badiny dia i D izay adalam-behivavy ho lasa filoha ka i A no lasa première dame ?

Ny tanatara fahatelo dia momba an'i T, izay sangany @ filalaovana golf saingy tena adalam-behivavy koa "sex addicted" mihitsy hono. Malaza fa mila manao firaisana isan'andro mihitsy i T. Ny vadiny iray teo aloha dia E alohany hisarahan'izy ireo dia nilaza rehefa nitalao i T ny mba tsy ihalany dia nanizigizina fa tsy maintsy mitsabo tena i T. Nefa na dia nanaiky izany i T dia nisaraka ihany ry zareo ka nitaky fanampiana ho azy mitentina 100 tapitrisa dollar i E ary azo izany. Mbola nanambady fanitelon'i T fa toa nisaraka ihany koa. Vendrana ary ve i E aminao sy izay mbola nanambady an'i T raha fantatra fa ahazoana vola be ny fisaraha aminy ?

Ka izao no hambarako anao ry Vehivavy. Manambola angamba ianao, manampahaizana, ary mahavita tena mihintsy koa aza, dia izay no asahiana milaza fa mohaka ny vhv miharitra @ lhl adalam-bavy fa ireo dia misy porofo misy ketrika iroe vhv miharitra @ lhl toa izany.

Ary farany, tsy voatery ho mpanenjika zipo fony naha kely azy daholo akory ireo lhl mpitsaingoka. Mety nianatra mafy na nilofo no nandanian'izy ireo ny androny, fa rehefa nisongadina izy ireo dia mipoitra @ izay ny "opportunité".met

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: Bio bio
Date: 24 août 2017 - 16:30

Sao dia Tsy Miño i vehivavy fa :
Bill clin...ny 1.
Domin strau...ny 2.
Ary Tiger wo..ny 3.
Ny faha efatra dia ny voisine-nay ,izy Tsy niaraka t@ na président na hoe olona manam bola ,fa dia voa koa izy é.

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: vehivavy
Date: 29 août 2017 - 17:04

@@@< Bio Bio < hay ve menatra ihany ianareo rehefa hoe mohaka ny vadinareo e! dia mihevitra zany nareo io fa tena miketrika be le vadinareo même na mahfatantra aza hoe tena miodina ty vadiko ty, tsss fanambonina morale zany amiko satria naka vhv mohaka!

tsy azonareo mihitsy ilay tiako tenenina, na T na B na X na Y hianan'ny olona daholo io tantara io fa tiako tenenina dia hoe mandeha miaraka @ vady aman-janakao ve enao hanao vacance dia ianao andeha hanao lala-poza hiodina! beurk thaiiB zany vaccance zany, vacance no tadiavina hay ilay vadiko mitady aretina, mampalahelo ihany ny vhv raha otrizany!marteausuicide

Options: Répondre
Re: miodina rehefa any @ province
Par: @@@
Date: 30 août 2017 - 09:49

vehivavy

Mila mianatra mandahakevitra i ndry ry zandrivavy. Hoy i fikab hoe "sady lavitra i madamakely @ io" ! Tsy misy resaka mihitsy hoe manitsaka vady any ampialatsasatra miaraka @ fianakaviana eo. Teneno koa hoe mohaka i H e na dia avocat d'affaire aza izy, na dia efa sénateur, secrétaire d'état, ary nilatsaka ho filohan'ny firenena farany izay matanjaka eran-tany ka nampiasa ny anaram-badiny nanitsaka azy mba ahatsara ny lazany. Vendrana koa i A na dia efa présentatrice tao @ france télévision niketrika ny ho lasa première dame n'olona mpanitsa-bady, contre exemple homeko anao ireo hitenenako hoe miketrika ny vhv matoa miharitra @ vadiny mambam-behivavy fa tsy mohaka araka ny fihevitrao.

Fa i ndry tanora fanahy, tsara tarehy amam-bika, manampahaizana sy manakatao koa angamba dia miheritreritra ny hitsipaka avy hatrany rehefa misy lonilony eo @ olona miaraka aminy na ny vadiny. Tsarovy anefa fa ireo vhv efa tratra antitra dia manantena ny higoka ny fikarakarany nataony t@ vadiny sisa (retour sur investissement) fa tsy hoe dia anorona fiainana vaovao hatrany...

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg