Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Mijoboka any an-kafa
Par: Bandy Nianatra
Date: 18 août 2017 - 10:36

Salama daholy eh,
Araka io sujet io de mba mangataka hevitra amintsika rehetra zay afaka mamaly eto aho mba hanazava mahakasika ny fijobohana any an-kafa.
Ity sujet ity mantsy de mitovitovy @ ilay hoe "miodina kely nefa tia vady" fa ny hevitra tiko angatahina eto dia hoe:
1- Moa ve tena fadisoana be vava ve zany " tsy atongavana any @ paradise"?
2- Raha avy nijoboka ianareo dia inona ny fihetsika asehonareo @ vadinareo?
3- De tena tsy maintsy manisy godasy fona ve rehefa mijoboka?
Ny tena tiko ho fantatra dia ny fihetseham-ponareo rehefa avy nijoboka @ amin'ny vady sy zanaka.

Misaotra sahady amin'ny valiny mahafa-po.

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: $ongomby
Date: 18 août 2017 - 10:49

Io nge r'ise tsy hoe ho any am-paradisa no tanjona e. Ny fifanajàna no tena zava-dehibe. Ary ny fifanajàna dia miteraka fifampitokisana. Rehefa tsy mijoboka ianao de siora ary tsy mieritreritra hoe mijoboka rafotsy. Milamina ny saina sy ny fanahy. Inona moa no dia tena isisihana hitady problema ndray?

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: Njoun.
Date: 18 août 2017 - 10:58

Io izany dia izao io, rehefa mbola tsy voa aloha ilay sipa mampataitaitra dia midingina eny foana ny antenne n'ny bandy, fa rehefa mitsiritika ilay ranon-javatra avy eo vao manenina, mody hoe hafa ihany rafotsy. Io ny dobo tsy hita foana no mahamanina fa rehefa mijoboka ao mitovy ihany.

Ka safidy io namako ô!, hihinana sa hiandry lôka? mechant

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: mitsivalana
Date: 18 août 2017 - 21:40

Ilay bandy tsy mety mijanona @ fiodinana mbola mitady n'ilay foufoune mitsivalana fa tsy mety mahita.

Ilay bandy mijanona indray no tonga saina fa tsy misy kay ilay foufoune mitsivalana

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: rafotsy
Date: 04 septembre 2017 - 21:19

ty resaka ty tena mba tiako ho hita ato. Vhvy ny tena ary efa mahalala f efa niodina tam sipakely rams.Lasa saina foana ny tena mieritreritra oe mbola manina le nijoboka tany amreny sipakely reny v zao ty vadiko ty. Inn ary zao no position tena ataon ireny sipakely reny nahatamana azy. Tena ho anareo nanandrana nijoboka tany an kafa. Tena haitraitra fotsiny v reny ? De mba inn no ataonareo refa mody ao antrano malaelo n'y vadinareo sa mbola te hivoaka f ts fidiny no ijanona ? Dé refa tratra ka misaraka am le sipa , de mbola mahamanina b v n'y revy natao sa mba otrany oe nilalao fotsiny

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: Ra-mainty
Date: 05 septembre 2017 - 08:51

rafotsy --- io ange d izao fotsiny ê - Ny lhlhy dia tia fifaninanana sy fampitahana foana foana - vô mahita sipa izy dia te hifaninana sahady @ ze bandy niaraka @ iny tsiriritiny iny - eny na tsy fantany aza ilay bandy - te hiseho hoe hanazaka ê (ny maivana koa moa tonga dia zakany) - Eo am-panaovana indray izy dia raha vô vita dia hampitahainy @ izay efa hitany rhtr tany aloha tany (asakasakareo vhvvy izany sisa fa ataon-dry zalahy " ZAVATRA " ianareo - Hp an'ny vhvvy indray anefa dia aloha sy aorian'ny firaisany @ lhlhy iray izy dia mieritreritra sahady ny ho avin'izy ireo miaraka -

Ka tsy hitovy mihitsy io - ny an'ny lahy dia izay efa hitany no hampitahainy - ny an'ny vavy indray dia ny ho avy no mahaliana azy -

Ny iray lavaka tsy ho feno mihitsy - ny an'ny iray indray dia noana lava -

izay fotsiny io - HERIN6TSAINA no ilaina handresena izany

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: tam_zoma
Date: 05 septembre 2017 - 08:56

Izaho vao t@ zoma alina teo no tratra

Tena tiako ny vadiko. Lasa namanagy ny reniny moa izy ary efa erinandro tsy tao an-trano. Ny zoma avy niasa iny, kamo aho ody dia amantana trano tsy misy olona ka lasa nisotrosotro niaraka @ namana.

teo am-pisotroana moa tonga sipako taloha izay marihina fa tsy misy na inona inona instony aminay. Rehefa tonga ny fotoana odiana dia hoy izy hoe "andao isika andeha karaoke". Izao moa tsy nandà satria kamo ody irery. Tanaty karaoke izahay nahita namana ikambanana hafa ka dia nisotrosotro teo. Efa maraina ny andro vao ody any aminy fa lavitra ny any amiko ilay karaoke. Dia tsy lazaiko ny tohiny fa efea hainareo ihany.

Ny maraina nifoha dia nahatsapa nalaelo mafy ny vadiko aho fa izy efa ela no tsy itako no mbola nampirafesiko. Vetivety ihany anefa izany ary nody aho ka niantso azy. Tsy misy toy ilay anaty film hoe mahatsapa tena diso tanteraka ka tsy maitsy ilaza aminy ny nitranga sy hifona. Vao mia anakorontana izany.

Ny resaka afobe, raha mino fa izaho moa tsy mino izany ka tsy aiko loatra, ny fantako dia diso izaho nanao izany nefa rehefa tsy fantany, inona moa no tokony iova eo

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: Playboi
Date: 05 septembre 2017 - 10:20

rafotsy <<< ny ahy ny vadiko vao tonga ny zaza iray dia niova be eny am-pandriana, tsy manoroka @ lela, tsy mino-no, tsy miova position fa toy ireny manao am poupée gonflable ireny aho. Izy miah be menomenona na inona ezaka ataoko.

Lasa aho nijery any an-kafa koa, ny sipa-kely mampirevy izay tiana, tsy maka lagy. Madama koa toa vo miah faly rehefa tsy mangataka lava aminy aho ka inona ny olana.

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: Tandremo ihany
Date: 05 septembre 2017 - 19:26

Ny tsy fantatrareo ireo dia tsy misy afaka madiodio zany ny olona miodina, raha Mbola misy fanahy ihany.
Misy transfert mitranga rehefa misy union,ny olombelona dia tsy nofo fotsiny tsinona. Ne savez-vous pas que celui qui s'unit avec une prostituée, devient un même corps avec elle? La même chair???
Aza gaga nareo raha indraindray manembona ny ex efa nisy relations sexuelles taminareo? Nisy union tsinona tao.
Tandremo fa izay milalao afo dia may.
Fanafodiny dia mandosira ny fakam-panahy fa ny nofo malemy

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: kotikoty
Date: 06 septembre 2017 - 07:42

Tandremo ihany> Ieny Pastera eo fa andositra izahay!! bienbienbiserockrockrock

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: Tandremo ihany
Date: 06 septembre 2017 - 09:27

Kotikoty> ny marina dia marina foana, tsy miova na inona na inona.Na miseho be herintsaina be eo aza ianao rehefa andalovan'ny mpaka fanahy dia roboka ny iafarany rehefa tsy miala dieny mialoha. Ce sera le début de la fin ny tokantrano manomboka eo

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: peta
Date: 06 septembre 2017 - 09:51

ZA mahatsapa hoe mapilamina ny tokatrano le mijoboka kely any an kafa ndraindray fa mila mitandrina fotsiny e misatroka de mila fatantry le iodonana ko hoe manambady ka ra mazoto izy de mety le mapanantena le zavatra le any ivelany mantsy no tena fadina amin itony resaka itony. MAZTO HO AN zay miodina mo mirary so ho an zay tsy manao

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: Tandremo ihany
Date: 06 septembre 2017 - 12:16

tsy fanamarinan-tena fotsiny vé ny filazana fa mampilamina tokantrano ny mijoboka kely ry Peta a? Ny tena lehilahy sy vehivavy mahery dia mitazona ny teny nomeny.
Fahalemena anie ny fampirafesana e
Ary ny vhv sy lhl misolosolo vady sy olona iarahana izany dia tena olona malemy,sy mora lavo.
Ny mijanona ho tokam-po sy manaja tena no tena olona manana ny maha izy azy, na eo aza ny olona mitsiriritra azy sy ny olona mety ahasarika azy.

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: mikaoty
Date: 06 septembre 2017 - 12:26

Andalovan ny vehivavy io somary leo io, reraky ny raharaha izy.Ampio izy dia ho hitanao fa equilibré ny filanareo roa.miara mahita fotoana hifaliana amin ny revy tena mamy.

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: efa teo
Date: 06 septembre 2017 - 17:24

za efa teo no niala, fitia te hanandrana fotsiny ny ahy dia mba nandeha fa toa tsy hitako aby, ilay olona miaraka amiko aza otrany maimbo2 hafa2 zany ndray2, aleoko ihany ny vadiko! assuré-ko kokoa, hafa indray raha ijoboka hitady fiainana vao2 @ le partenaire hafa izay, fa raha resaka mandalo kely zany ialao raha mbola azo hialana! sady mampitaitain-dava sao misy mahita, sao misy aretina, sao misy an'ty sao misy an'zao, ny tel, ny mess, ny ....etc rehefa mandeha Dr zany tonga dia kobo tsara mits!

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: Njoun.
Date: 06 septembre 2017 - 18:21

Bandy Nianatra >> fa fianarana inn lty no nataon'lah de kilasy T firy elah no niala ? le sujet vôtrisy no maatonga anah mametraka fanontaniana

Options: Répondre
Re: Mijoboka any an-kafa
Par: Bandy Nianatra
Date: 07 septembre 2017 - 16:16

Slt, misaotr anao @ le fanontaniana, tsy hilazaiko anao ny detail fa @ankapobeny fotsiny: tao @ universite eto Madagascar dia nanao Management ary efa miasa @ orin'asa mpitrandraka arena an-kibon'ny tany eto antoerana ihany.
Efa novaliko iny fanontanianao iny kanefa aza de be fanontaniana @ anarana eto fa be dia be ny anarana tsy midika ninoniona oty fa entina hanoloana Vrai nom fotsiny. Fa raha mazoto ianao de anontanio daholo ny "subject creator's name" eto dia ho lany andro eto ianao.

Misaotra anao t@lay fanontaniana de mankasitraka.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg