Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Jude.
Date: 20 août 2017 - 12:00

?

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Valiny tsotra
Date: 20 août 2017 - 12:23

Ny RS @ tsy vadinao voalohany indrindra, ny tsy fanajana izay Mba faniriany sy ny dignité ny, ny viol sns......

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Jude.
Date: 20 août 2017 - 16:50

ilay fanontaniana nge dia ny hoe raha mpivady mifankatia tsara tsisy mampirafy dia inona no azo atao sy ny tsy azo ataon'ny mpivavaka @ resaka RS

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: matoa
Date: 20 août 2017 - 19:37

Matoa tsy nosoratana mazava tahaka an'ireny boky guide d'utilisateur ana-appareil ireny tao @ baiboly mikasika an'izany dia tsy mitovy arakaraky ny tsirairay ny mety sy tsy mety hoan'ny couple tsirairay.

Tsy mitondra vokatsoa ny hanimbana ny saina aman'eritreritra @izany, manjary hanenjika ny eritreritry ny tsirairay @ze izany, efa ampy hisaintsainan'ny tsirairay @zay mety sy tsy mety aminy avy izay voasoratra.

Fa na hiteny aza ny hafa, tsy izay no mendrika hoanao, fa anjaranao no mamantatra izay mety aminao.

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Vetalah
Date: 20 août 2017 - 19:47

Raha ny fahalalako manokana aloha dia mety ny rs amin'ny fomba firaisan'ny be sy ny maro (modele universel ) ;fa tsy mety kosa raha mivoana amin'io toy ny hita rehetra amin'ny film x ireny ,ho an'ny mpivavaka no resahina an .

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Jude.
Date: 20 août 2017 - 20:18

Ilay cunnilingus izao no manahirana ny saina hoe azo atao sa tsia?

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Vendrana
Date: 21 août 2017 - 09:03

Ny fitiavana no lehibe indrindra. Andriamanitra tsy vetaveta otranao ka itsikilo ze ataonareo mivady.
refa ampitiavana, misy fifanekena iraisana fa tsi misy antery de ataovi ze ataonareo....

De hajao ni lalàna velona @ toerana misyu anareo de zai....

fa ra lani andro amadibadika baiboli eo nareo de ita mihintsy oe MAPALAELO...


shhhh

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: fanala
Date: 21 août 2017 - 10:19

Izay mifanitsy ihany no tokony hikambana, izany hoe ny vavan'ny lah sy ny vavan'ny vav, ny penis s n vag1. izay tsy mifanitsy dia tsy tokony forcena ampifanitsiana

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: ny blem
Date: 21 août 2017 - 11:37

ny blem te hahita plaisir max daholo nefa samy tsisy mahay hoe inona no ahazona an'zany dia ny imagination no madeha be. Dia rehefa vita anefa ilay izy dia mody hatsaraina eo hoe milay nefa tsisy tsirony izay manahoana akory.

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: pretty girls
Date: 21 août 2017 - 12:47

rehefa iteraka ihany vao tokony hanao RS

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: kkkk
Date: 22 août 2017 - 06:51

Dia aona izany raha lava sy fohy ilay mpivady?

Na raha te hikitika kely an'i balita ny tanan'i Madama dia tsy mety?

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Njoun.
Date: 22 août 2017 - 08:05

Mandé ny mandé eh!, vitan'ny hafa ve tsy ho vitantsika?

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: fanala
Date: 23 août 2017 - 11:59

ny tanana matoa nataon'Atra ho lava s afaka mietsiketsika dia afaka mikitika ny vatanao sy ny vatan'ny vadinao hatrany an-tampin-doha ka hatrany ampaladia

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: kilisybilaonina
Date: 24 août 2017 - 10:29

atao RS évangelique zany ko !!

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: rv
Date: 25 août 2017 - 08:44

Ny RS mety dia RS ialohavan'ny fotoam-pivavahana

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Valiny tsotra
Date: 26 août 2017 - 08:33

« …aza manaitra na mamoha ny fitiavana raha Mbola tsy fotoanany.#
Ilay fitiavana manakaiky ny Agape io, ilay tonga lafatra miaraka daholo ny Fanahy, nofo,ny mahaolona rehetra.Ny zava-dehetra azontsika atao avokoa, fa tsy ny zava-drehetra no mahasoa!
Raha tena tianao tanteraka ny vadinao dia fantatrao izay mahasambatra azy, fa tsy resaka course au plaisir ny vatanao no enjehina

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: dia_raha
Date: 26 août 2017 - 10:56

Valiny tsotra>> Dia raha course ua plaisirn'ny vatanay mivady dia inona no olana @zany????

Efa hoe mpivady no resaka ko mbola avahanao ihany zareo. Misy foza ngamba ny ao an-tsainao

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Valiny tsotra
Date: 27 août 2017 - 05:46

Dia raha> resaka sexualite ny mpivavaka ny resaka eto, dia MBA vakio Tsara aloha vao mamaly sy manopa, course au plaisir ny vadinao mialoha ny anao no tiako lazaina fa tsy enao manokana sans penser d'abord à l'autre.
Efa formaté @ resaka scenes pornographiques sns ny ankamaroan'ny olona dia mihevitra fa mety sy tsara daholo izay hitany sy malaza na sado maso io na pratiques sexuelles hitany izao fa dégradantes aza..
Tadidio fa tsy objets sexuels ny vatanareo fa misy fanahy sy saina ihany koa

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: MarieFrance
Date: 27 août 2017 - 07:40

Tsotra be ilay izy fa tsy mila asarotina na rohitina lavabe. Raha mivavaka ianao, ireto sasany ireto tokony tsy ho ataonao, na handalo ny sainao akory :

- Cunnilingus
- Fellation
- Sodomie
- Double pénétrations
- Rs à trois ou plus
- Rs avec les bêtes
- Adultère
- ...

Ka zay no tsotra sy marina. Ohatra mazava kosa, raha mandray ny Tompo ianao, tsy iny vavanao hafahafa iny akory no handraisanao azy intsony. Nisy nilaza tao hoe, ka efa nos asaina koa. Nosasaina ahoana eh ? Ilay izy anie sady naloto aussi bien au sens propre qu'au sens figuré eh !

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: hypoc
Date: 27 août 2017 - 10:56

Maty izany isika ko,antsangano ny tananan ´izay Tsy nanao fellation ?
Aza mba Manpihomehy hoa.

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: ito
Date: 27 août 2017 - 11:13

Matio 5:27-29
"Efa, renareo fa voalaza hoe: Aza mijangajanga (Eks. 20. 14). Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady. Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory hiala iny, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin'ny helo."

Iza no olombelona teto an-tany tsy nijery vehivavy mihitsy hila na ko hoe te hiRS aminy nandritra ny androm-piainany rehetra. Ny tina ambara eto dia hoe aza be zesta, aza mianak'hendry, ary aza miseho milay, aza mitady fanamarinan-tena fa manetre tena.

1 Korintiana 16:14
Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana.


DIA ito ny manampy atsika
Romana 14:23
Fa izay miahanahana dia meloka raha homana, satria tsy avy amin'ny finoana izany; fa ota izay rehetra tsy avy amin'ny finoana.

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Mazava b
Date: 27 août 2017 - 15:30

Rehefa tsy entin'ny filan-dratsin'ny fo amin'ny fahalotoana, ka zavatra degradant mifanala baràka amin'ny tena avy no atao dia izay fotsiny e.

Avy ao @ FO no miainga ny rehetra,na filan-dratsy na fankahalana na fitiavana sns..ka raha vao mibirioka @ izay dia tsy ho afa-po mihitsy, lasa mivaona @ zavatra hafa
Raha olona mivavaka dia mahalala fa Isika olombelona dia mihoatra nohon’ny biby no nanamboaran’Andriamanitra antsika, ary ny devoly no nampiditra fisainan-dratsy tao anatintsika.
Lasa manadino ilay teny hoe raha misy manimba ny tempolin’ Andriamanitra, dia mba hosimban’ Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin’ Andriamanitra, dia hianareo izany »
Raha efa nataonao daholo ny resaka actes pornographiques rehetra hatrizay dia ny ava-dehibe dia fiovana, fanomezana Hasina ny vatan'ny vadinao fa tsy fanetrena azy intsony atao.

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Dave
Date: 27 août 2017 - 16:49

MarieFrance +1


ka eo indrindra isika ary :

Tempolin'Andriamanitra.


ny varavarana idirana ao amin'io Tempolin'Andriamanitra io, izany hoe, Tranony, fidirany, ampiasanao zavatra tsy mifanaraka Aminy, tsy mendrika azy (inonoanao ny fivoahana maloto mihosina...) soyons francs....

dia mendrika azy ve izany ? io vava io izany andraisanao azy ho ao amin'ny Tempoliny.


Sa... diso ny raisonnement-ko ? Ka mifidy izany tsika e : na mivavaka, na tsia. Ifonako ny vitako Tompo ô !

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Drog
Date: 27 août 2017 - 23:40

Tena mba accros mihintsy ianareo an ,na Aty @ resaka sexualité aza dia ampidirina ny resaka fivavahana.

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Hono oa
Date: 28 août 2017 - 00:10

Drog>> fa avy aiza ny sexualité aminao?? Ny don de la sexualité

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: temple
Date: 28 août 2017 - 10:23

Raha ny fahalalako manokana aloha dia rehefa fahavetavetana dia tkn ho alavirina raha tena mitondra ny tenanao hoe tempolin'Andriamanitra ianao e.

Izany hoe raha ny tokony ho izy ,araka ny voalazan'ny namana iray etsy ambony dia ireto avy raha ny fantatro:

-Cunnilingus
-Fellation =>satria tsy ny iny vavanao avy ninono zavatra tary iny no andeha hideranao an'Atra,hivavahanao,hiantsonao ny anarany,Masina loatra mantsy izao Atra izao,ka izay te ho Azy dia tkn ho masina koa.
-Sodomie:izay efa tena raran'ny Baiboly,na mpivady aza,indrindra moa ny fiarahan'ny mitovy sexe.

Zay fa ny ankoatrzay efa tsy tkn atao daholo(fiarahana amin'ny olona tsy vadinao,fitsiriritana vhv hafa na lhl hafa hanao aminao,fijangajangana,sy ireny zavatra extra rehetra hita amn film reny e...,!)

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Tsy mahaGaGa
Date: 28 août 2017 - 12:01

Dia ny kristianina koa ve izany tsy mahazo manao adin-drazana malagasy ? hahaha

Kivy aho mamaky an'reto kristianina ireto

Misy @#$%& falehako taloha eo Tsaralalana eo apitan'ny Conforama eo falehan'ilay pasitera FJKM any @ partie-Itaosy iny

Tena tianio pasitera io hono ny 69

izaho vao tsapako hoe maninona lery no mangalatra manao anzany kay bedy raha ny vadiny no ataony anzany.

Eny e, tohizo fa mety be ny anareo

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Logiquee
Date: 28 août 2017 - 12:31

Ohatran'ny logique tokoa ireo voalaza fa tsy tokony atao ireo raha mpivavaka. Raha mpandray ianao indrindra indrindra. Nieritreritra aho, toa tena tsy azo atao ry reto, na dia indray mandeha aza ireo voarara ireo a !

Izaho manokana tena manaiky hoe : ""iny vavanao nanao acte hafahafa iny ve no handraisana an'Andriamanitra""

Ohatrahoatran'izay no filazan'ireo sasany eo ambony eo.

Marina koa ilay hoe misafidy ianao, na Rs hafahafa na mpivavaka.


Fa tsy hoe andeha hanaovana discussion be na conférence fa dia anao samirery io. Samy mitondra ny conscience-ny ! Tsisy idiran'olona hafa na iray aza, fa dia anjaranao sy Andriamanitra irery izay conscience izay.

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Mpandray
Date: 28 août 2017 - 13:25

Tena marina ry reto fa menatra aho fa tsy vazivazy !

Mpandray aho, dia mahita an'izao resaka izao.... dia manenjika tokoa ny eritreritra fa tsy lainga.

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Zetykely
Date: 28 août 2017 - 23:34

Sahirana a zareo a.

inn no atao ?

Giravy .

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: Gasy kely
Date: 29 août 2017 - 15:10

Tapaka ny tsinaiko mamaky ilay hoe Ataovy ao ze ataonareo fa Andriamanitra nga hitsikilo ze ataonareo ao !!!!

hahahahaha !!!!!

Options: Répondre
Re: Ahoana ny RS mety sy tsy mety raha mpivavaka
Par: bibiozatra
Date: 13 septembre 2017 - 15:20

Za mba manana fanamarihana maromaro vitsivitsy:

- ny kristianina dia mino fa adama sy eva no razambean'ny olombelona rehetra. Avy amin'ny adama sy eva zany dia nifanambady ny zanany, ny zafiny, ny zanaky ny zanany, sns ... en gros inceste zany no niandohantsika ... sahala amin'ny biby hafa hatramin'izao izay mbola mifanambady ny mpiray tampo... dia nefa avy tsika mamorona lalàna ny concept hoe ratsy ny mpiray tampo na ny mpihavana mivady.

- ny zavatra rehetra mahakasika ny vatanao dia Andriamanitra daholo no nanao azy: ny vava, ny tanana, ny tongotra sns ... Misy lalàna napetrak'Andriamanitra mikasika ny fifandraisan'ny olona samy olona sy ny fifandraisan'ny olona sy Izy Andriamanitra. Ohatra, samy ratsy daholo ny fahotana rehetra fa ny fijangajangana foana no anoharan'Andriamanitra ny fanompoana andriamani-tsy izy. Nolazain'Andriamanitra manokana ao anaty baiboly fa ny sodomita dia tsy mba handova ny fiainana mandrakizay, satria ny antony dia tsotra: lahy sy vavy no namoronany ny olona, ka ny an'ny lahy dia misy vadiny any amin'ny vavy. Ny olombelona anefa taty aorina no nahita nifampila ny lahy samy lahy sy ny vavy samy vavy. Izany hoe tsy mifanaraka amin'ny conception namoronana azy no nampiasan'ny olona ny zavatra nomena azy taty aoriana, hany ka nolazain'Andriamanitra directe fa tsy handova ny fanjakan'ny lanitra izany manao izany. Ny sisa (amin'ny fijeriko) dia matoa tsy norarany dia tsy mahadiso, fa ny olombelona sy ny fiangonana avy eo no mamorona lalàna hoe mety izao sy tsy mety izatsy. Ary matetika dia lasa ny lalan'ny fiangonana sy ny lalàn'ny olombelona indray no ataontsika ambonin'ny didy sy ny lalan'Andriamanitra.

- fa maninona i Davida mpanjaka, i Solomona, i Abrahana, sns ... no nanambady betsaka araka ny tantara ao anaty baiboly, nefa tsy nolazaina fa nijangajanga zareo? Nahitra sitraka sy fitia betsaka teo anatrehan'Andriamanitra aza ireo olona ireo. Niova ve izany ny fijerin'Andriamanitra ka hoe taloha tsy fahotana ny nanambady betsaka ary ankehitriny dia fahotana indray? sa ny fiaraha-monina sy ny concept moral an'olombelona no nahatonga sy namaritra hoe izao no TSARA ary izao no RATSY?


Hamaranako azy, misy tenin'Andriamanitra izay hoe milaza hoe "Aza marina loatra" sy ny hoe "Ny fihevitro sy fihevitrareo ary ny lalaNAREO tsy mba lalako". Tsy hoe akory nifanaiky tany ny fiangonana fa tsy METY izao na METY izao dia izay tokoa no izy. Ny izy dia amin'ny maha-kristiana anao dia mibitsika aminao Andriamanitra amin'ny alalan'ny fanahy masina hoe mety izao na tsy mety izao ataonao izao. Rehefa misy zavatra mampisalasala anao dia mivavahà ka anontanio Andriamanitra hoe mety ve izao ataoko izao sa tsia. Hamaly anao foana Izy ary mety amin'ny fomba tsy ampoizinao aza.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg