Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Enceinte après être violé
Par: Erika
Date: 30 août 2017 - 11:49

Mba fanontaniana kely apetrako ho anareo izay mahita ity sujet-ko ity

Fa maninona kay no bevohoka ny tovovavy iray rehefa avy no-violé-nà bandy????, sa nahazo fihiny ihany ve izy tao anatin'ilay action ka tonga ny azy???

Merci ho an'izay mamaly

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: lelikamatye
Date: 30 août 2017 - 13:07

fanga mila mahazo fihany vao bevoka ry Erika a, enao koa tsssss

refa mifampipetaka fotsiny ny spz sy ouvule d'efa ZAZA zay.

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Dondrona
Date: 30 août 2017 - 13:16

Erika
Rehefa fotoana hisian'ny atody dia bikina rehefa @#$%& na nahazo fafiny na tsy nahazo ,na vady, na sipa ,na mpanolana dia mipetraka izy io.
Kay mbola misy dondrona noho izaho kle .

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: lôli
Date: 30 août 2017 - 13:31

Nazavain'izay gynéco ahy izay hoe ny fahatairana koa dia mampi déclancher ny ovulation . izay no antony hoe rehefa misy zavatra miova @ andavanandrompiainana dia indray² im-betsaka tonga ny règle anatin'ny volana iray (2 ou 3 fois) : fahatairana be, alahelo na hafaliana tafahoatra

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Erika
Date: 30 août 2017 - 15:07

Tsy misy mahavaly ny fanontaniko mihitsy ianareo na dia iray aza

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: lôli
Date: 30 août 2017 - 15:12

io efa nosoratako eo ambony io e. taitra izy d déclancher t@izay ny ovulation-any dia izay no antony

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 30 août 2017 - 17:21

Erika mihintsy angah le bevoka no-violeny ry zalah ?!

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Dondrona
Date: 30 août 2017 - 19:42

Erika
Mandehana manatona gynecologue dia hahazo valiny mazava ianao ,fa toa tsy hasianao vidiny akory ny mba kely fantatray .Ny hafatro fotsiny dia raha gyneco lhl no hatononao dia aza mikiloty intsony satria théorie sy pratique ny azy ,fa raha vhv dia ny vola hataovy misimisy fa ny toa hanao izao no tena volosany .

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Erika
Date: 31 août 2017 - 10:47

Tena manan-danja amiko ny valinteninareo fa kosa ianareo mananiany be loatra fa tsy misy matotra

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: ravonjison
Date: 31 août 2017 - 11:57

Voalaza teo : "...Fa maninona kay no bevohoka ny tovovavy iray rehefa avy no-violé-nà bandy????, sa nahazo fihiny ihany ve izy tao anatin'ilay action ka tonga ny azy???..."

Matoa bevohoka ny vehivavy iray natao ankeriny dia satria tamin´ny fotoana nahalonaka azy no nanaovana ilay ankeriny....Fa raha tamin´ny fotoana tsy mahalonaka azy no natao ankeriny izy dia tsy ho bevohoka velively.

Tsy misy hidiran´ny resaka fihiny mihitsy eto, tsy misy resaka hoe " tonga ny azy" koa .
Na nahazo fihiny izy na tsy nahazo, na tonga ny azy na tsy tonga, rehefa fotoana tsy mahalonaka azy no nanaovana izany ankeriny izany dia tsy ho bevohoka izy.

Fanamarihana: sarotsarotra ihany izany hoe vehivavy natao ankeriny izany dia nahazo tsirony avy eo.Toa tsy azonao sary an-tsaina tsara angamba ny zavamiseho !!!

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: vehivavy
Date: 31 août 2017 - 16:52

manahirana ihany rehefa miresaka @ zaza tsy ampy taona

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: jotax
Date: 31 août 2017 - 17:08

SLT!

SAD LE OLONA MANONTANY ANGAMBA TSY MBA NIANATRA KO; EFA MISY VALINY MAZAVA B IREO

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Njoun.
Date: 31 août 2017 - 18:50

Erika > ndao oe andramana !!

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Hono oa
Date: 31 août 2017 - 20:46

Sao dia tsy hain'i Erika ny atao hoe viol?? Herisetra, violence, vono, fanerena mifangaro ao daholo izany.

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 31 août 2017 - 23:28

... Misy olona violena vao excité : "Fais-moi mal!!"

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Pffffff
Date: 01 septembre 2017 - 04:39

Kai>>> rehefa tsisy consentements mutuels dia viol, indrindra moa fa mineurs no resahina. Mety nisy menace, famitahana, fanararaotana, fitaka, tortures, sns
Misy olona efa tordus mihitsy na mijery x loatra ka lasa mihevitra fa azahoana plaisir NY viol izay tena crime mihitsy anefa

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Erika
Date: 01 septembre 2017 - 06:07

Za ange sady zaza tsy ampy taona no tsy mahay mamaky teny eh. Haiko ny manoratra fa tsy haiko ny soratanareo

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 01 septembre 2017 - 09:46

... Fa raha hampiresaka aloha de hainao tsara è !!

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Erika
Date: 01 septembre 2017 - 11:51

Ny tsy azoko ato dia raha mba misy resaka atao dia mifanambany foana, matoa misy ny fanontaniana dia tokony misy ny valiny, raha fanadinana no natao dia tsy misy afaka ianareo mianakavy, hors sujet daholo satria tokony tsy ampiana ilay valiny toin'ny hoe nianatra na tsy nianatra, na hoe zaza kely sns...

Dondrona daholo

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 01 septembre 2017 - 13:04

"...Za ange sady zaza tsy ampy taona no tsy mahay mamaky teny eh. Haiko ny manoratra fa tsy haiko ny soratanareo..."

Efa io voalazanao io ambony io daholo ny valiny. Mijereva ndray sujet sampona afa handanin-tsika andro eto !

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Fianaran
Date: 01 septembre 2017 - 13:21

Tamin'ny mbola nianatra dia niteny ny mpampianatra ("science")iray izay fa raha tratran'ny fanolanana ny vehivavy iray dia matetika mitondra vohoka. Ny antony dia ny fahatairana,tahotra,..... ka mahatonga ny "Ovulation" aloha laotra(izay tokony mbola tsy ho fotoanany).
Efa voalaza etsy ambony ireo.
Izay no valiny afaka omena anao.
Afaka mijery eo @ google ihany koa ianao raha toa tsy afa-po.

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Erika
Date: 01 septembre 2017 - 13:38

Tsy hijery google aho fa mila ny valiny fotsiny avy aminareo dia izay, sarotra be ve izany sa ianareo no mbola manao sain-jaza maroroka??

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 01 septembre 2017 - 13:49

Ha! Ha! Ha! Mahazo daholo zay mamaly an'i Erika eto ! F'hita fa tsy normal ny havan-tsika !

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Ko
Date: 01 septembre 2017 - 13:50

Ok,ok Erika ,au revoir.

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Fianaran
Date: 01 septembre 2017 - 14:02

--------Tsy hijery google aho fa mila ny valiny fotsiny avy aminareo dia izay, sarotra be ve izany sa ianareo no mbola manao sain-jaza maroroka??------

Ianao efa omena valina dia inona indray no tianao ho fantatra?
Io valiteninao io izao no manao : sain-jaza maroroka!!
Veloma eh! refa teraka indray ilay zaza asio sujet indray fa ho avy ireo zaza maroroka hifampiresaka aminao eto!
victoire

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Dondrona
Date: 01 septembre 2017 - 18:51

Andray izany vavan'ikalakely ity ,handraso fotsiny ,fa raha azoko ao anelakelantrano ao i tena indray hariva iny ,dia ho hita izay afa panadinana sy ny tsy ho afaka .
Tsy mahalala angaha ity ,tsy ampafirin'ny kisoa nandrasan itena ka hianatra hidingina rambo am piakarana .

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: siansa
Date: 04 septembre 2017 - 08:49

misy cycle tsy maintsy arahiny ny atody vao matoy afaka fécondé-ny siperima, noho izany tsy mitombina ny hoe atody tsy mbola matoy dia tratran'ny fahatairana dia mitosaka ho azy dia lasa fecondable tampoka eo !

tsarovy fa ao anaty 8 ka h@ 10 andro ny vhv dia mety ho bevohoka satria afaka miaina ao anaty 72 mihoatra ny sperima ka raha vao tonga ny atody dia bevohoka ilay vhv na dia tsy 14ème jour aza

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 04 septembre 2017 - 13:02

Tsy mahavaly ny fanontanian'i Erika io resaka atody ts'isy farany lazainao io na dia kely aza ! Sa ahoana Erika ?!

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Erika
Date: 04 septembre 2017 - 13:29

Valin-teninà sain-jaza maroroka daholo no hitako hatreto aloha

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 04 septembre 2017 - 15:48

Hé! Hé! Hé! Tena zay mihintsy ka !!

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: olona efa matotra
Date: 04 septembre 2017 - 22:29

Erika ,
Ohatran'ny heverinao fa mananihany ny sasany ,nefa efa nisy valiny approximative .
Raisina izany ianao hoe ohatran'ny olona nahita fianarana .
- Ny vehivavy tsy bevohoka na violée na aza raha tsy tonga ny fotoana "période d'ovulation " hoy ny vazaha . Raha mbola tsuy tonga ménopause ny ny vehivavy depuis ses premières règles tous les mois ,dia ny 14 ème jour no misy ovulation .
-Ka raha amin'io fotoana io na la veille ohatra no violée izy dia mazava fa mety bevohoka .Ny spermatozoides koa ny an'ny lehilahy ,48 heures à 72 heures ny durée de vie any . Disons izany ny rapport sexuel entre le 12 ème jours jusqu'au 14 ème ou 15 ème jour misy risque maha bevohoka .Ny fanisana ny jour ,dia rehefa manomboka ny règles ,manomboka misy rà ny culotte (1er jour ) .Isam-bolana izany misy période d'ovulation foana ,anankiray no avoakan'ny ovaire .Arakaraky ny vhv koa io ,fa ny isan'ny ovules eo @ 500 eo maximum .Ataovy ny compte fa raha manomboka 12 ans ny vhv no misy règles voalohany .Entre 45 à 52 ans maximum ,no tonga ménopause .misy aza 40 ans dia efa ménopause satria kely ny isan'ny ovules .
Mazava ?????
Resaka mifanandrify @ période d'ovulation ilay viol ,dia tonga dia bevohoka .Matetika koa rehefa période d'ovulation ny vhv dia te hanao RS be ,ka mety voasarik'izay koa ilay violeur satria lay geste sy fombafomba miova sady hafa mihitsy .
Jereo fa eo @ rubrique santé ,matetika aho no mi participé ,dia manampy koa @ resaka fahasalamana .

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 04 septembre 2017 - 23:27

Tsy mbola ao ny valiny fa mbola sain-jaza maroroka !!

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: ZAZAmaroroka
Date: 05 septembre 2017 - 08:44

nian'i Erika no tena fanontanian-jaza maroroka ka aiza moa no tsy ho valin-tenin-jaza maroroka no azonao ? Fanontaniana tsy tokony ipetraka anie io ary ny tena remarquen-jaza maroroka dia ilay hoe "sa nahazo fafiny ihany no nahatonga an'izany" ? Sérieux !!!!!!!!! Dia ny olona miteny anao indray no lazainao vendrana !

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Ouste
Date: 05 septembre 2017 - 15:00

Erika...zaza tsy ampy taona!!!OUSTE!!ale mivoka...aolan bandy ato enao

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kilisybilaonina
Date: 05 septembre 2017 - 15:20

erika : na enao zaza tsy nianatra na enao zaza mbola kely de tsy mahay ny antony maha bevoka ny olona iray

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Erika
Date: 12 septembre 2017 - 14:25

Olou mazovo aby no ato ka, tsy misy hantenaina aminareo mihitsy fa tsy misy mahay na inona na inona ato

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: recopiez le code
Date: 12 septembre 2017 - 15:05

sain-jaza maNoroka ,tsy mahay afa-tsy ny manabevohoka

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Nasoa
Date: 13 septembre 2017 - 10:09

Io mba resaka mahagaga ahy mitsy, fa naona no isaky ny misy vhv oe no-violéna dé oe bevoka.
De ireny rht ireny ve dé nifanojo t@ ovulation daolo.

Sao mba efa mpanao matetika, fa nisy tsy nifanarahana tao dé lazaina fa viol.

Mila mailo iany ny lehilahy fa ny vhv anie ka miketrika e.

Za tsy dé matoky loatra an'ity resaka viol voizina lava ty fa sipakely 12 ans - 16 ans zany efa mahafantatra no tokony ataony iany zany fa ref voa dé mody lazaina fa viol.

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Bandy Nianatra
Date: 13 septembre 2017 - 12:29

Salama daholo eh,
Izaho dia mba te-hilaza amin'nareo ity teny kely ity:
Ny forum dia fafanaretana sy fialam-boly ary fizarana ny mahasoa matetika ny tena antom-pisian'ny forum ity, ka miangavy antsika rehetra izay mpisera ato anatin'ity tantara ity mba tsy ifandrangitra na hifanome teny mahery.
Ho anao ry Erika, raha mety dia aza malaly ireny teny mahery ireo ary isika rehetra ato koa dia ndao isika mba tsy hanorisory ny tontolon'andron'i Erika fa tsy mahasoa izany.
Izany akory tsy hoe olo be mpananatra aho na farany Hendry fa te-hitsinjo ny fahasoavan'ny hafa ihany koa.
Ny tena marina dia ny olona efa voadona ve de mbola omena lagy sy omena litika indray satria mety ho i Erika na namany na havany no voadiana matoa izy manontany ny tena marina amintsika .Asakasak'izay hanome tsiny ahy amin'ity fiteniko ity fa mankasitraka antsika jiaby zay namaky ity laha-tsoratra ity.

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 16 septembre 2017 - 10:20

Manao sain-jaza maroroka i Bandy Nianatra !

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Bandy Nianatra
Date: 18 septembre 2017 - 09:49

Slt Kai,
Fiasorana no atolotro ho anao @ io fomba fiteninao io.
Tohizo raha hitanao fa mety aminao.
Fa bandy tsy maka lagy zao bandy miresaka aminao zao.

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: Bandy tsotra
Date: 18 septembre 2017 - 10:00

Raha ny fahazahoan i Erika anazy d hoe rehefa tonga ny an ny vehivavy zay vao bevohoka :D ka nahatonga azy niteny hoe fa mahazo fafiny zany izy matoa bevohoka.

Dia ahitsiko Erika fa tsy ny maha tonga na tsy tonga no maha bevohoka fa rehefa amin'ny fotoana mampivoaka ny atodin ny vehivavy dia bevohoka foana aki ry Erika ah. na tonga na tsy tonga ny an ny vehivavy, rehefa misy sperme lasa any d bevohoka.

Ny atody mivoaka foana rehefa eo @ 14eme jour ny cycle ny vehivavy donc rehefa misy sperme miditra eo @ io fotoana io d bevohoka ny vehivavy, mazava tsara kosa angamba zay.

Ianaro tsara ny SVT fa ilaina hi3.

Options: Répondre
Re: Enceinte après être violé
Par: kaï
Date: 18 septembre 2017 - 15:34

Slt Bandy Nianatra.

Ts'isy hisaoranao ahy @ io fomba fiteniko io fa izany no fomba famalian'i Erika an'izayrehetra manome valin'ny fanontaniany eto. Vakionao tsara atrany ampandohany ity sujey 'ty fa ts'isy na iray aza nahafampon'i Erika, fa nahazo paquet daholo izay miseo manazava eto ! Lany andro eto koa i Bandy tsotra. En résumée ry zalà nianatra sy tsotra ny tena palàn'i Erika eto !

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg