Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
6° sens, mythe ou réalité ?
Par: mpanao azy
Date: 05 septembre 2017 - 21:16

Sanatria tsy hireharehako ilay tranga fa matetika aho tsy mino ny 6° sens an'ny vehivavy hoe mety @ tranga rehetra.

Manambady ary efa 5 taona talohan'ny nivadiana no nanomboka niaraka izaho sy ny vadiko.

- Tao anatin'io 5 taona io dia in-2 aho no nampirafy azy ka nanao RS t@ vehivavy efa manam-bady aman-janaka namanay iray izay.
- 5 taona taorianan'ny nivadianay dia sendra mbola tafaraka t@ vehivavy hafa, ary matetika any @ mission any @ province moa izany tsy resahana ny revy miaraka @ vehivavy ary mpiara-mpiasa daholo ireo satria miasa @ agence an'ny orinasa any @ province.
- misy fotoana aho tafaraka @ groupe-na olona mpankafy sexe kanefa tsy olona mpanao partouze fa kosa misy miarakaraka ihany ao anaty groupe, mandeha excursion miaraka @ ireo mihitsy une journée ary occasion hikôtina sipa mihitsy moa ilay izy ary mitohy @ fiarahana antsokosoko ilay izy aty aoriana.

Ny mahagaga ahy, raha ohatra aho manafina zava-doza toy ny hoe misy havana akaiky maty, na miresaka @ olona au téléphone eo imason'ny vadiko ka zavatra ratsy no resaka ao, na tsy miteny aza aho dia mahimahina be izy ary avy dia misikotsikotra hoe fa misy inona ? inona no noresahinareo, sns... fa rehefa sendra @ ireny fotoana hiarahako @ vehivavy hafa, eny na dia ilay excursion aza tsy manontany ahy akory izy hoe iza avy nareo no any @ izany excursion izany. t@ io excursin io aza (teo ambohimalaza no nandeha) tsy prévu hijanona hariva tany aho fa niverina nody tany an-trano ny atoandro fa nony tonga tao an-trano aho dia ny vadiko indray no nanontany hoe nga ratsy ny ambiance no tonga aloha be aty an-trano dia noteneniko hoe tsara fa za efa prévu hody. Dia izy indray no niteny hoe za kamo be tsy te hivoaka ato an-trano fa raha te-hiverina any enao de mandehana de lasa indray aho niverina tany sady nentiko kosa t@ izay ny fiaranay. I madama sy ny ankizy nijanona nijery tétlé tao an-trano fotsiny.

Lasa ihany ny saiko hoe @ lafiny iray manana ilay 6eme sens izy fa @ lafiny tena ilàna izany toa tsy manana mihitsy. Asa ianareo vehivavy hafa eto.

averiko ihany fa tsy mampirehareha ahy izany fa mahagaga ahy fotsiny

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: Mitandrema ihany
Date: 06 septembre 2017 - 03:28

Ianao no mihevitra fa jamba izy ary tsy arany ny ataonao. Minia mikimpy fotsiny izy, ary tadidio fa fantatry ny vhv foana quelque part hoe miodina ny vadiny.
Ilay teniny notanterinao io hoe "ratsy angaha y ambiance no tonga aloha be aty an-trano" dia tsy azonao vé ny dikan'izany???
Misy alahelo ao, misy double sens io, fa aza heverinao ho phrase banale comme ça !!! Efa misy alahelo mikiky anaty azy ao fa ampangininy fotsiny ny vavany sy ny fony hialana gidra imason'ny zanany.
Ny infidélités dia mampiditra helo na enfer anaty tokantrano.
Tsy takatrareo lhl indraindray ny dikan'ny resaka ataon'ny vadinareo fa aza diso hevitra kosa fa tsapany tsara ny perte de l’intérêt nareo aminy sy ny distance mihalalina aminareo.

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: lolà
Date: 06 septembre 2017 - 14:18

za mitovy hevitra @ Mitandrema ihany.

Efa arany vadinao zany, na izy ary efa miezaka ny tsy mirara anao. Malaelo izy fa tsy afaka manôtra.

Jereo né e, tôt ou tard c'est elle qui va te quitter, ho lasa izy miarak@zanany.
Fa izy mody tsy miteny anao io, fa efa arany zany.

"za kamo be tsy te hivoaka ato an-trano " efa miezaka ny tsy mirara anao izy, efa manana tetikasa ko izy. Ko ra tsy vendrana izy.

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: rv
Date: 06 septembre 2017 - 14:50

"Dia izy indray no niteny hoe za kamo be tsy te hivoaka ato an-trano fa raha te-hiverina any enao de mandehana" .... fa ny roue de secours efa ho avy eo

Dia lasa tokoa ianao

1 sy 1 ny bol

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: Mitandrema ihany
Date: 06 septembre 2017 - 16:41

Ny lehilahy anie dia misy sahy mirehareha mihitsy hoe izy no tena milay, ary Mino izay lazainy sy tantarainy rehetra ny vadiny ampirafesiny.
Dia tsy menatra akory mandahatra lainga sy excuses bidons eo, tsy tsapany akory fa ao anatin'izany fotoana mody tsy mahalala ny marina izany ny vhv dia mandinika izay ataony aoriana kely ao.

Ary @ izay fotoana hiodinan'ilay vhv tanteraka izay na hipohan'ny sarom-bilany dia tsy ho zaka ny valiny.

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: attention
Date: 06 septembre 2017 - 16:58

tandremo fa za nahafantatra couple izay, miodina be mihitsy ilay lhl ary tena mampiseho @ ao an-trano mihitsy hoe ty za mission lava, ty za tara fodiana lava, mandeha lava foana zany e, tsy mba misy fotoana ho an'ny vady aman-janany mihitsy fa avy eo ikala nitantara taty amiko fa tena nanome vahana azy mihintsy ny tsy mahaeo ny vadiny, mipetraka2 tsara mihitsy ny rdvn'izy sy bandy sady bandy norme tsara!

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: Njoun.
Date: 06 septembre 2017 - 18:28

mpanao azy >> ny tsy arak'elah de t@ io fotoana io zahay nisôma milay B de izay no namelany an'lah nandeha.

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: sarajhh
Date: 06 septembre 2017 - 19:04

andrayyy zany kay ve no nataonao , tena tsy nampoiziko.......... noeverinao fa tsy mba miditra @tony forum tony nga za??????????? ahita vehivavy enao androany...

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: mpanao azy
Date: 10 septembre 2017 - 06:50

Mahagaga ahy nareo sy ny fisendaotranareo sady tsy mamaky tsara. Efa miteny aho fa tsy mirehareha @ izany fa any @ resaka 6eme sens no tiako hahatongavana.

Efa nahita ahy niaraka t@ vehivavy iray izay izy indray andro, tsy sipako io vehivavy io fa mpiara-miasa iray lalana mody. Niady tamiko izy t@ izay teo imason'ilay vehivavy ary ilay vehivavy aza no niala tsiny taminy satria tsy nisy na inona na inona tokoa teo aminay. Izay tranga izay dia tranga efa taty aorianan'ireo zavatra tokony nisian'ny 6eme sens ireo ary nihevitra aho fa hamoaka ny alahelony izy raha fantany fa niodina aho talohan'io saingy tsy nisy izany. Nifanazava sy niresaka izahay 1/2 journée taorianan'io @ zavatra mitranga rehetra.

Mikasika ny hoe manana plan indray izy dia azoko antoka fa efa nanao tokoa izy saingy tsy nivakiako loha satria tokony mahazaka aho tsy toa an'lisany bandy tsy mahazaka ampirafesin'ny bandy izany. Nisy fotoana miara-mody izahay dia misy sms tonga ao anaty phone-ny dia tsy vakiany aloha fa vao (mody) varimbariana aho dia vakiany haingana dia avy eo fafany. Avy eo raha sendra hitako ilay phone tsy eo intsony ilay sms fa sms taloha be sisa no tazako eo.

Izaho mahazaka satria mi-comprendre ny vehivavy aho. Raha tena manana plan ratsy amiko izy dia efa ela no nisaraka na koa t@ ilay niady tamiko noho ilay mpiara-mpiasa dia efa nisaraka. Inona indray nefa no andrasana raha nahalala ? Tsy haiko... amiko manana 6eme sens izy fa @ zavatra hafa fa tsy @ resaka fampirafesana

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: mpanao azy
Date: 10 septembre 2017 - 06:52

Misy diso kely "mahazaka aho tsy toa an'lisany bandy tsy mahazaka ampirafesin'ny vady izany" fa tsy hoe "....ampirafesin'ny bandy izany."

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: tsy_lagy
Date: 11 septembre 2017 - 16:06

ka tsy maka lagy izy satria manao koa. Kopy enao satria efa hifanaovana ny anareo.

Options: Répondre
Re: 6° sens, mythe ou réalité ?
Par: tsy_lagyy
Date: 11 septembre 2017 - 16:07

ka tsy maka lagy izy satria manao koa. Kopy enao satria efa hifanaovana ny anareo.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg