Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
Vehivavy no manoratra eto
Par: mahantra
Date: 02 janvier 2018 - 10:55

Ahoana no ataonareo lehilahy raha tsy mety manao ny vadinareo fa mitaraina reraka foana isak'alina?

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: TARZAN
Date: 02 janvier 2018 - 11:01

Dia miresaka tsara aloh raha matetika ilay fahrerahana, ka mila dokotera, dia mitsabo tena, sinon raha kamo manao rs ndray dia resahina izy we andeha hitsaingoka eny ivelany za ve zany??

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: beIapin
Date: 02 janvier 2018 - 11:03

nenah rhf mangataka anah hitondra hanao shopping aminy dia valiko :
- aza manadala anah amzany fa tsy manam-potoana amzany zah !!!
>> aleo kou mba hijafajafa eo eh !!!!!

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: ikalaihany
Date: 02 janvier 2018 - 19:03

Ny ahy koa tsy mety, efa mielanelana 2 mois vao misy, @ io mbola za ihany no mitarika fa tena tsy mazoto izy. Mampanontany tena mihitsy. Rehefa aborder-na ilay sujet nefa susceptible be lery. Andramana nuisette, andramana voyage, andramana tsy asiana akanjo mihitsy, andramana ny jejojejo volo sns... fa leo, tsy misy mandaitra efa 2 ans izay. Velona kely ihany indraindray dia avy eo maty an-davaka. Manana problème mécanique ... Aiza no radoko mijery an'izany marina sao mba alefa any izy? Zao kosa ve dia efa retraitée sahady, mbola aiza ...

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: ikalaihany
Date: 02 janvier 2018 - 19:04

Ny ahy koa tsy mety, efa mielanelana 2 mois vao misy, @ io mbola za ihany no mitarika fa tena tsy mazoto izy. Mampanontany tena mihitsy. Rehefa aborder-na ilay sujet nefa susceptible be lery. Andramana nuisette, andramana voyage, andramana tsy asiana akanjo mihitsy, andramana ny jejojejo volo sns... fa leo, tsy misy mandaitra efa 2 ans izay. Velona kely ihany indraindray dia avy eo maty an-davaka. Manana problème mécanique ... Aiza no radoko mijery an'izany marina sao mba alefa any izy? Zao kosa ve dia efa retraitée sahady, mbola aiza ... ho hita eo

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: kotomaditra
Date: 02 janvier 2018 - 19:47

Tsotra re izany ry Mahantra a ,ra voalohany no tsy mahazo dia matory ,ra faharoa ka mbola tsy mahazo dia mandamina resaka ,ra fahatelo ka mbola tsisy dia manambitamby ,fa ra fahefatra kosa dia miala tsiny fa tsy maintsy hanatona an'i Rasoamahavonjy .

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: coach
Date: 03 janvier 2018 - 07:41

Rehefa tena reradreraka mihitsy no tena ilaina ny RS satria sady relaxant no mi mampahazo aina.

Sûr hoe tsy mahay maka fafiny izay ilay sipa, izany hoe tsy mahay manao.

Io mantsy dia zavatra mila hianarana fa tsy hoe hay ho azy.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Solutio
Date: 03 janvier 2018 - 12:36

Miodina par silence...tout est permis sans être vu

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: mahantra
Date: 03 janvier 2018 - 13:27

Efa ho telo volana izay ny tenanay no tsy nahazo koa. Nef efa miezaka be e!!

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: nathan
Date: 03 janvier 2018 - 18:24

manorata aty mahantra ra te hiodinoa kely tsisy suite de afaka zany oceanmada2 arobazy
zimailaka teboka kom

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: serieux
Date: 04 janvier 2018 - 09:49

serieuxbe63 arobase yahoo.fr

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Henriko 1
Date: 17 janvier 2018 - 14:13

Manorata mail amiko raha mitady solution o merci

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: tsotssotra
Date: 17 janvier 2018 - 17:58

Ny ahy tsotra be, hamariniko tsara hoe marary sa kamo fotsiny, fa raha kamo fotsiny dia soloiko tsotra izao , tsy asiko olana mihitsy izany, manova no mety

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Randrana
Date: 19 janvier 2018 - 01:17

Slt.
Tsy dia manisa loatra izay akamoana na fialana bala fa tsy kitihana mihitsy madama fa mitady sexfriend na amante miadama eny ka refa mahita na mifanaraka tsara ny resaka na ny feeling na ny filàna dia izay fa i madame avela any sy ny vizana na aoka aloha @ manaraka.
Tena izay mihitsy foana no nataoko. Fa mangataka ihany izy, fa tsy manisy tohuny mihitsy aho. Hitaka fa tena miasa saina be mitsy izy fa izaho indray dia je joue bien le role depère de famille bienveillant @ zany rehetra zany : bonne ambiance familliale foana ao an-trano.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Randrana
Date: 19 janvier 2018 - 01:26

Je sais que c'est méchant (peut être) mais c'est mieux comme ça que de chercher 12 à 14h.
Je vis ainsi depuis presque 21 ans.
Mety miteny enao hoe ary raha manao koa izy any. Izaho indray tsy manontany an'izany mihitsy : je n'ai jamais demandé à ma femme où elle va et ce qu'elle fait sauf si les enfants s'inquiète de son absence. Na vacances azy dia mande miaraka @ namany any izy, presque 2 ou 3 fois par an.
À chacun sa galère ou son bonheur

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: HerB
Date: 24 janvier 2018 - 14:53

Lehilahy aho efa 55 ans fa mitsovy amin i Randrana tanteraka ny fiainako, Samy miasa izahay ary nisy fotoana tsy nahazo tao antrano noho izay hoe reraka izay; tamin ny voalohany aloh nihafiana ihany, taty aoriana nisy indray, ny niafarany tsy nivakiako loha intsony fa misy tsara tsy misy tsara, efa nahita solution za satria efa natetika loatra. Nisy fotoana ve 6 mois ts norarahiako mints...

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Zannie
Date: 24 janvier 2018 - 15:07

ôtran'tsy mpivady zany ran ry Randrana sy HerB an !

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: RAndrana
Date: 26 janvier 2018 - 08:49

>> Zannie
Za sy HerB alou tsy mpipvady.
Le mariage ou le ménage ne se casse pas : C ça qui est très important et tjrs assurer les besoins (tous les besoins) de la famille. Et cela je l'assume pleinement.
I Zannie asa aiza ho aiza @ zany sa ohatr'izay sy zay kou ny fiainanao : Flotter au grès des vents.
Bn WE à tous

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Sipabe
Date: 31 janvier 2018 - 15:15

Vehivavy ny manoratra, ny ahy dia mifamadika amin'ny anareo,izaho dia tena tia rs ary tena mazoto na miasa aza aho, ny vadiko kosa dia vizaka ava hono e! tsy hoe ratsy akory ny tenako fa sipa misy jerena kanefa dia raha tsy izaho no manao pas na forcing kely vo mahazo.Tsy kivy izaho fa atreto lo dia efiko eny foana e!!!

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Randrana
Date: 01 février 2018 - 15:26

>> Sipabea
Bravo. Felicitation. Femme d'initiative et de persévérance. Aza kivy zany ê. C'est toujours un bin depart même après pkusieurs années de vie commune

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: serieux
Date: 01 février 2018 - 15:50

Sipabe > Aza kivy fa izaho mbola eto raha vonona ianao.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: band zan
Date: 02 février 2018 - 09:08

matetika d maakamo tsotra zao ny mifampikasikasika @ le ankilany no antony maatonga ny lahy na ny vavy hi rs @ vadiny.
mety oe :
-marary na misy aretina
-tena reraka @ asa tokoa : nefa ve 30jrs/30jrs de reraka foana ?
-niady
-f niodina sy naazo fika tany ivelany
-mankaleo be le ol

ho an bandy ireto ihany no fika :
na mitady any ivelany de krkrkrkr : mandany vola be
na mampiasa tanana sy savony de krkrkrkrk : mandany savony be !

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: rihonn
Date: 02 février 2018 - 12:44

band zan>> aza mandany vola be @ savony izany lesy a! krkrkrkr.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: band zan
Date: 02 février 2018 - 12:56

tsy ampiasa savony
tsy andany vola
avela hihinjitra be eo fotsiny zany ??????

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: nyahy
Date: 02 février 2018 - 13:31

resaka mapiasa loha be io zavtra io fa na ny saina ary tsy maintsy mandeha hoe sao dia mandeha any ankafa rafotsy dia manafona ny état anle fika kely ao, na enao tsy mahay mampirevy azy, na tena reraka lava tokoa v dia tsy mahatana rythme, sa dia tena tsy mahavita tsotra izao ef hatramzay...sns hany vahaoalana aleo manome ihany ra sipa na tsy mazoto ary a

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: jorotsar
Date: 04 février 2018 - 15:19

Efa noresahiko any @ sujet hafa ihany izy ity fa misy resaka sexualité le izy de averiko eto. Za lehlah
Zay ndray le tsiron'ny fiarahan olondroa mintsn no tena tsy misy amiko sy madama- 5ans de mariage fa tena efa tsy misy varany maha pivady. Zany ny tena hoe otran condamné hiara miray tafo fotsiny de zay !! Milaza fa reraka ny avy miasa foana de kizitina be mangidy tarehy be foana na mba hitsikiana sy hisangiana ary de ehe ehe. Izy kou mou efa zokiko be ihany de mety zay koa ngamb ny antony. Nefa mba ataok daolo ze mety hanaitra azy sy mba hampatsiro le fitiavana fa ehehe ts mandaitra e! de leo za de lasa mitsiry ny hevitra hoe aleo hameno ny banga eny ankafa fa tsy tafa ty. Lasa tsy misy tsirony la vie de tsy milay. Za manko tena mb te hiaina zany we vie romantiqu zany foana, otrany le mpisipa vao reny. Ny calin, ny petite complicité, ny sortie evasive kel romantique reny, ny sex torrid sy glamour(tiko be io) sns... Fa tena décidé za @ zay plan-ko zay fa otran resy be za kou/ hztmmilio5arobazgmail.com ho an ze intéressée hi-fameno ny banga tena partant mintsn za fa ti fiainana ty mba mila tsirony ihany ndraindray/na miresadresak manal azy fotsiny arany d efa mba hafa mintsn zay

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: zaako
Date: 09 février 2018 - 01:40

Za koa vehivavy ,ny vadiko milaza reraka isak izay kitihina.Ni mast fona no nataoko solution fa niafarany niodina kely aho de ts mila mikitika azy.Taitra eo ihany izy rehefa tsy kitihinao tsony.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Randrana
Date: 09 février 2018 - 09:01

Hi3 !

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: manilana
Date: 15 février 2018 - 14:52

Salama daholo bandy no manoratra
ny vadiko dia manao ohatranio ra tsy vizana d marray loha d marary kibo d fanina d tsy haiko intsony d zao ny fika nataoko noraisiko note nasiako daty tam taratasy daholo izay fitarainany isaky ny hariva zay d refa feno ny iray volana dia mody nataoko hadino teo ambony latabatra d sure za fa tsy maintsy hitany io d refa hitany zay ny hariva nody za d nagataka resaka izy d niresaka nilamina tsara mihitsy d noteneniko taminy mitsy hoe ny couple mila manao io ny mampirindra ny tokantrano, na za io koa mba vizana refa avy miasa fa mba mila rs fa tsy hitaraina haretina foana, nanomboka teo dia nilamina ny tantara.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Flipette
Date: 15 février 2018 - 15:56

Salama daholo

Vehivavy no manoratra

(Za aloha efa nisara-bady)

Za an'isan'ny olona tia manao firaisana aranofo, ilay vadiko taloha koa hoatra an'izay!
Tsy nipetraka mihitsy zay olana zay teo aminay satria samy vetaveta tafaraka!
Fa ny olana de izao: tsy nifankahazo izahay amin'ny sehatra hafa, tsy mifanarak'hevitra mihitsy, betsaka ny zavatra tsy ifankazahoankevitra! tezitra matetika amin'ny andaniny ny ankilany! ny niafarany tsy nisy faniriana hanao firaisana taminy intsony ny tenako, izay tsy robot ka hoe pihina ny bouton de mihodina ny machine fa nofo ama-ndra baikon'ny fo saina vatana! tsy mahalala manambitamby sy manoroka na manafosafo ramose raha tsy efa ao ampandriana mitady firaisana nefa toute la journée tsy misy na de sms anakiray milaza je t'aime na bonne journée ary! ka io tsy faniriana hanao firaisana io rireto tsy misy idiran'ny havizanana "loatra" fa saina sy fo no mitondra an'io! rehefa mihena ilay afo nampiredareda ny fitiavana de mihena ho azy koa ny faniriana hanao firaisana "amin'ilay olona notiavina"! nefa ny faniriana voajanahary ao ihany! donc raha misy ny olana ara "sex", de any amin'ny sehatra hafa mihitsy ny vahaolana no atomboka: mila mifanakaiky kokoa, minamana, tsy tapahana ny complicité fa vao maika mamorona vaovao, mila mahay mifanome fafiny sy manome fafiny ny tenatsika indrindra fa isika vehivavy malagasy zatra manao vatakazo io mila mba tairitairina ny fanirin'ny lehilahy, amin'izay vao mieritreritra ny mety hataonao azy izy de efa velona sy milendalenda: FANTARO FA TSY NORMAL IZANY LEHILAHY MANDA FIRAISANA ARANOFO AMIN'NY VADINY IZANY. Ny lehilahy ange ka lehilahy e! travailler-na depuis le matin io fanairana io fa tsy hoe efa eo ampandriana enao vao mampiseho hoe mitady! fa na inona koa anefa na inona fanairana ataotsika rehefa ny relation en général mihitsy no tsy milamina de tsy misy ny envie..........Masiaka loatra ve sika, be kitakita ve (vehivavy), ary ramose mba gentil am madama ve, mba manambitamby ve, manolotra cadeau kely inatendu ve ndraindray na de zavatra tsotra tsy ampoizina ary,etc.......! MAZOTOA RIRETO MANAO FIRAISANA AMIN'NY VADY FA SADY MAHASALAMA VATANA IO NO MAHASALAMA TOKATRANO SY NY FIAINANA EN GENERAL MIHITSY(raha tsy hoe tokatrano efa foy, efa tiana hilaozana angaha)! Mirary FAHASAMBARANA HO AN'NY MPAMAKY REHETRA! PEACE!

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: band zan
Date: 16 février 2018 - 15:55

ary hono hoa e :
mba misy ve zany hoe mpivady tsy manao mihitsy ao an-trano fa samy any ivelany no manao fa rehefa ao an-trano de miaraka sy milamina tsara !

izany hoe mpivady feno araka ny fiarahamonina sy ny ankohonana fa tsy miray ara-nofo mihitsy !

ôtsan milay annnnn!!!!

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: iadama
Date: 20 février 2018 - 10:20

mahantra!
ts misy vevavy reraka ka oe ts tia manao,na reraka tahaka ny inn ary ny vehivavy dia tiny fona ny manao RS.
fa mato iz tena mandà oe reraka, mievera tena fa avy nanao RS tany ivelany iz zay.
d mody mlaza rerak iz nefa ts tiny ho tsapanao oe efa avy tany.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: mahantra
Date: 20 février 2018 - 12:15

Sady miampy fahakizintinana ilay fiteniny rehefa milàza izay reraka izay izy.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: iadama
Date: 20 février 2018 - 12:22

mahantra!
mazava b zany e, tadidio fa ny fafinaretana am firaisana dia manamaivana sy manala stresse, havizanana.......fa mataotra iz d miala olana.
aza mi-insiste fa rhf ts mangataka sy miteny azy intsony enao d iz indray no mitady anao.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: kidabo
Date: 22 février 2018 - 14:19

Lahilahy no manoratra
Io zany misy antony daholo ny zavatra rehetra e! Raha ny tantarako manokana dia niaraka t@ sipako nandritra ny roa taona dia nivady avy eo, nizotra soamantsara ny RS pendant 5 ans, nafinaritra. avy eo @zay lasa nielanelana be, madama tsy mazoto firy, fa reraka fona, izahay anefa manana mpanampy fa ny any ampesana hono mandreraka azy, niezaka ihany ny tena namoha ilay filana tao @ fa tsy nety mihintsy. Nisy fotoana @ zay niady be izahay momba an'io RS io, dia teo izy nivaky t@ ko koa tsy manana envie @ ko intsony mihintsy fa za hono lasa bota (nahazo 10kg aho entre mpisia sy mpivady) dia tsy manintona azy intsony moa lasa misy fofom-bava hafahafa (nisy fotoana aho narary aty sy vavony nandritra volana maromaro dia nanaraka fitsaboana), nahazo vava mihintsy hoe "tu ne me donnes pas envie". Voa ny saina, ny ambom-po ny ny fahatokisan-tena t@zay, tena voa tokoa. t@zay période izay zara raha misy RS ao anatiny 6 mois. niezaka nanena tena aho ary very 5kg fa ny estime de soi no tsy niverina mihintsy, moa koa mbola tsy mahazo ihany tao antrano ra tsy 1 fois par trimestre eo eo. farany niezaka aho namoko ny envie-ko satria matsiaro mijaly ihany, lasa tsy attiré @ sex intsony aho ary tsy dia mitady @ intsony koa, marihiko fa za mbola tsy niodina mihintsy tr@ zay niainako fa tokampo...
Niverina nanao cours du soir t@ institut privé izahay aho fotoana elaela tao aoriny an'io. tao no nahita vehivavy iray tena naha taraiky ahy, tsy ho tantaraiko ny histoire fa dia niaraka izahay ary tena mafinaritra n RS na resaka atao, na vision des choses @ lainy rehetra. Nanomboka teo aho tsy nitady tao antrano intosny mihintsy satria ny zavatra tadiavoko, tambitamby, rs, resaka efa azoko aty ivelany. Io vehivavy io koa manana olana tao antokatranony fa vadiny sady misotro, miloka no miodina nefa zara ra mi participe @ fiainana ao atrano.
@zao fotoana izao aho tsy manana envie intsony @ vadiko fa efa afapo tanteraka @ ilay iray, joué role pere de famille modèle no ataoko ao antrano, tsy manque vola ary priorité ko fona ny ao antrano fa kosa tena efa o 2 ans za sy madama tsy nanao RS, ary @zao izy indray no mitady fona fa tena za tsy misy envie @ intsony. Mety diso aho @nareo fa bon, zay lay izy.

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: mmekely
Date: 22 février 2018 - 16:15

band zan< rehefa milay r'ise dia tanteraho, inona ny olana! ny tsy salama aza efa tsy fidiny, @ zay nareo mpianadahy tsara rehefa ao am-pandrianakiss

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Phil
Date: 22 février 2018 - 17:26

Misy koa ilay vehivavy kizitina, tsy hay sangiana na hanaovana blague, na mba asiana resaka tsy serieux indraindray dia tezitra.
Mitaraina fa tsy ohatran'ny taloha intsony hono ny bandy anefa rehefa mba sangiana dia izy mihitsy no tsy ohatrany taloha intsony.
ny mpiara-miasa aminy any ampiasana foana no tantaraina ao antrano. mapa-te hiteny hoe andana any mody.
Efa ho 1fois/mois sisa no manao
Miezaka ihany mba ho gentil sy attentionné, ny resaka vola efa alamina fa eeeee
hiodina ihany raha izao no farany

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: efa teeo
Date: 22 février 2018 - 19:12

za efa teo, voalohany sy faharoa, tsy nasiko olana na dia hitako fa kamo fotsiny sy mamolaka izao aza, fa fanintelony kosa stop, tsy nangataka taminy intsony za, nifona tamiko fa tena tsy nekeko mihitsy, nosoloiko soa amantsara, zao za milam be , mahazo isaky izay mila, marar ihany angaha no tsy mipetaka , faran ny halako ny vhv mamolaka @ resaka sex,

Options: Répondre
Re: Vehivavy no manoratra eto
Par: Zandry Gasy
Date: 26 février 2018 - 09:49

Izaho koa efa tratra an'izany! Ary matetika mihintsy!
Indraindray aza efa fotoana vita zao! Dia milaza marary andoha na vizaka foana! Somary mahagaga ihany a!
fa Rehefa tsy taitra intsony aho dia avy izy misintona ahy anao!

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg