Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: LA REINE
Date: 26 janvier 2018 - 10:34

FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!

Vehivavy, 38 ans,
Manam-bady, 40 ans izy ary Gerard no anarany
14 ans de mariage
Miteraka roa mianadahy, 10 ans ny lahy ary 6 ans ny vavy.
Miara-miasa amina orinasa lehibe iray izahay mivady ary samy cadre supérieur fa raha ny hiérarchie dia mbola amboniko ny vadiko ary izy be karama noho izaho, sady betsaka avantange kokoa.
Stable be ny fiananay ary tena manana ny ampy.

Fito volana zao no misy zava-mitranga ny fiainako.

Misy tovolahy zay PLANTON ao @ ilay orinasa iasanay mivady. Faly no anarany ary 22 ans izy.

Fito volana lasa izay, andro talata io, somary tara kely aho vao tonga tany am-piasana ny maraina. Raha iny niditra ny ascenseur iny aho dia inty koa I Faly niditra niaraka tamiko. Rehefa nihidy ny ascenseur dia notsindriany ny bouton “mode privée” (Rehefa tsindrina io bouton io dia tsy misokatra ny ascenseur raha tsy tonga any @ étage de destination notsindrina niaraka taminy. Raha ny tokony ho izy dia ny PDG ihany no afaka manindry an’io amin’izay tsy misy olon-kafa miditra miaraka aminy)
Nanomboka teo dia nampidiriny tany anaty slip-ko ny tanany fa nanao jupe aho tamin’izay, dia nolalaoviny teo ny foufoune-ko. Tsy nisy resaka tsy nisy inona fa tonga de zay fotsiny. Izaho moa sady sadaikatra no gaga no nankafy ihany anefa. Efa tena nanomboka nisokatra ny ascenseur vao nesoriny ny tanany. Izaho no nivoaka voalohany ary ohatra ny olona avy nahita angatra. Na ny secrétaire-ko gaga nahita ahy.

Nony tafiditra kelikely tao @ biraoko aho dia iny izy niditra tamin’ilay varavarana iray izay tsy mandalo ny secrétaire-ko fa avy any ambandika. Tsy nandondona fa avy hatrany dia niditra de nanantona ahy;
Tsy nisy resaka fa avy hatrany dia norokorohany sy noleladelafiny teo aho ary nobatainy teo @ canapé, satria misy salon ao @ biraoko, ary dia niraisany teo. Rehefa vita ny natao dia hoy izy tamiko “tianao ve ilay nataoko anao teo? Aza matahotra fa mbola hiverina eo aho après midi dia ataoko tsara lavitra noho ilay teo” sady manamboamboatra ny akanjony ihany izy de avy eo lasa.

Izaho moa mbola tao anaty fahagagana lalina hoe inona ary iny zava-nitranga teo iny satria dia niaina fahafinaretana tena mbola tsy hitako hatrizay niainako aho, indrindra t@ penetration voalohany.

Nanomboka teo, isan’andro, farafahakeliny dia in-2 aho no itongavan’io lehilahy io ao @ biraoko ary iraisany ao. Matetika no in-3 na in-4 ao anaty ny iray andro. Vao avy nipetaka ahy teo zao izy ary efa fanindroany androany talohan’ny anoratako ity pub ity. Ny sabotsy sy lahady ihany no tsy misy satria tsy miasa izahay. Ary rehefa latsinainy dia mahavita hatramin’ny in-5 na in-6 mintsy izy satria mi-récupéré ny sakafony week-end tsy nisy hono. Hila ho isaky ny adiny iray izy dia miditra tampoka ao amiko ary dia mipetaka ahy ao, position miovaova. Tsy misy resaka, na izaho ary tsy maha teny. Mipetaka izy dia lasa. Dia toy izay hatrany.

Izaho dia vehivavy tena manana forte personnalité be saingy tsy haiko fa de tena resiny tanteraka aho. Indray andro mba saika hanao beloha dia nohidiko la-clé ilay varavarana fidirany, fa nony nandre ny tanany nitazona ny poigné aho dia tsy naharitra fa nandeha haingana namoha ny varavarana. Vao niditra izy tonga de nazerany teo amin’ny moquette aho ary dia nasiany mafy be teo. Mampitandrina anao hoy izy fa raha mbola manidy varavarana ianao ka tsy mamoha ahy dia idirako avy eo @ secrétaire-nao eo ary teneniko izy hoe “handeha hi-llely an’i Madama aho”, izaho hoy izy tsy maintsy mipetaka anao satria izay no faniriako lalina nanomboka t@ andro nahitako anao voalohany. Ary tsy izy hono no diso fa izaho satria tsy tantiny hono ny mahita ahy.

Fa na izany aza dia fahafinaretana foana ny ahy ary tiako ilay zavatra ataony ahy na dia maharikoriko ahy aza. Indraindray vao miditra ny birao aho ny maraina, mbola tsy tafapetraka akory dia efa ity izy. Indraindray izy tsy hita raha tsy efa @ 11h ataondro. Fa sady tsy mahazo aina aho no tsy tafatombona miandry ny varavarana hisokatra. Vao reko mihetsika ny poigné tonga dia lena be ny slip-ko.

Tsy misy mandeha @ laoniny intsony ny asako fa de ny miandry azy ho avy hamely ahy no masaka ato andohako. Tonga amiko ny hoe vehivavy maivan-doha. Ny week-end moa dia toa lavabe amiko. Ny ahiahiko kely fotsiny dia sao sendra misy olona ato amiko nefa iny izy miditra tsy mandondona. Mbola tsy sendra an’izay anefa. Asa na arahiny maso izay miditra sy mivoaka ato amiko fa rehefa tsy misy olona foana izy no miditra.


Nisy fotoana aho naka ny vadiko vao maraina be teny Ivato de avy eo tonga de nivantana tany am-piasana ary hadinoko t@ izay ny nihanana pillule. Taorian’io anefa dia nisy cousin ny vadiko accidénté de maty ary nandritra ny telo andro dia tsy tafa hinana pillule mintsy aho noho ny fanampiana ny fianakaviana t@ fikarakarana. Tsy tonga saina mintsy aho raha tsy efa tara ny règle-ko. Nanao echo aho ary bevoka. Tsy misy ahiahy ny momba ny rainy. Roa volana sy tapany zao ny kiboko ary efa manomboka miova ny toe-batako.

Rehefa nilazako izy fa bevoka aho ary izy no rainy dia faly be izy. Avy hatrany dia noriatiny ny akanjoko ary izay no rapport vigoureux indrindra nataony ahy. Sady ho fisaorany ahy hono no fandefasany hery any @ zanany. Nilaza taminy aho fa hesoriko io zaza io nefa tsy nanaiky izy fa hotoriany hono aho raha mamono ny zanany, ary izy tsy misangy. In-5 nivereny aho vao hariva ny andro ary dia vigoureux be daholo, amin’izay hono matanjaka tsara ny zaza.
Nony nirava ny hariva dia tsy nanaiky izy fa tsy maintsy manatitra azy any an-tranony aho satria mila mahita ny tranony.
Mitokan-trano izy, efitra tokana kelikely izay. Misy jiro fa tsy misy rano. Any antokotany ny douche sy wc. Lalan-kely maizimaizina izay ny miditra any aminy. Nidobodoboka be ny foko manaraka azy ohatra ny olona azo babo, sady mitaintaina ihany sao misy mamaky ny fiara na misy mahita mi-garé eo @ sisin-dalana. Tonga tao an-trano izahay dia nasiany indray aho, teo ambony latabatra de avy eo teo ambony fandriana. Nidongiany hijanona hatory any aminy aho fa tsy nety. Ary io no mba hany fandavana nataoko azy nandritra izay fito volana izay.

Omaly dia nilaza tamiko ny secrétaire-ko sady hafahafa be fa hoe tonga ao ny rafozako mitady ahy. Gaga be aho hoe inona no ataon’ny maman’i Gerard aty. D’habitude izy miantso rehefa misy ilainy ahy ary miteny hoe mandalova aty an-trano fa misy ilako anao. Nasaiko nampidirina ihany moa ka akory ny hagagako fa olona tsy fantako akory nefa de hoe rafozako. Ataoko fa erreur saingy izy no avy de niteny hoe miala tsiny anaka manapaka anao @ asanao fa izaho no maman’i Faly. Niteny tamiko izy fa mitondra rano ianao ary dia tonga aty aho hanotany hoe inona no maharatsiana anao.

Ankona tanteraka aho. Izay zany no naha hafahafa ilay secrétaire satria fantany tsara ny maman’ny vadiko ary olona mifanerasera aminy.
Lasalasa ny vavako niteny hoe GISA.
Androany maraina teo dia ity indray ilay ramatoa miaraka @ vilany anaty harona. Nanatitra ny gisa hanalany ny ratsinako hono. Gênée be mintsy aho fa tsy hitako ny hataoko. Ilay Faly @ zany faly be sady mirehareha ery fa hataon’izy sy ny reniny tsara karakara hono aho mandritra izao vohoka izao. Saika nofelahiko ny tehamaina fa maharikoriko ahy. Misakafoana tsara hoy izy amin’ny ataondro fa @ heure ny la sièste aho miverina eo manatitra ny vitamin ho an’ny zazà tsika. Kirana tanteraka aho nefa tsy andriko ndray ny ora ny la sièste.

Niteny tamiko koa izy fa tsy maintsy izy foana no manatitra ahy misafo; izy daholo no hividy ny kojakoja rehetra ilaina @ fiterahana sy ny fandraisana ny zazakely izay miankina @ moyen ananany ka tsy mila miaingitraingitra; izy koa no tsy maintsy manatitra ahy any @ hospital rehefa handeha hiteraka; any @ hopitaly panjakana no miteraka fa tsy manam-bola izy handehanana any @ clinic ary dia efa amboaro ny saina; ary ny tena loza dia mody any aminy hono izaho sy ny zazakely rehefa mivoaka ny hôpital de any no mifana ary ny reniny no hampifana ahy any. Ity izaho efa zatra villa.

Tsy avelany miray amin’ny vadiko intsony aho fa mandoto ny zanany hono. Alohan’ny hody aho isan’andro dia tsy maintsy petahany foana @ izay hono afa-po tsara de tsy mitady intsony fa mitaraina marary an-doha rehefa tonga any an-trano.

Marihiko fa tsy mbola naka vola taty amiko mintsy izy fa de ny mipetaka foana isaky ny mahatsiaro. Ary na im-piry na im-piry ao anatin’ny iray andro dia tonga foana ny ahy ary dia mahazo fahafinaretana foana aho ary tena hila ho lasa adala mintsy vao alefany ny azy.

Miandry azy ndray aho zao handalo hipetaka ahy.
Zandriko 16 ans izy
Resiny aho

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Madalenina
Date: 26 janvier 2018 - 11:14

hahaha !

Tsara lé tantara an !

Tsy any Madagasikara izany ianao, ka hoe Ivato ah Ivato !

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: METY
Date: 26 janvier 2018 - 12:18

Ilay mamorona fantasme eto aloha ilaina mihitsy , tohizo fa aza atao lava be lotra fotsiny ny fitantarana azy

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: virjiny8
Date: 27 janvier 2018 - 02:42

Mazava be fa azon'ody ianao

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Madre
Date: 27 janvier 2018 - 11:05

Azon'ody ianao,aza tsaboina @ ody gasy fa vaomaika zava-doza.Manatona toby.

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: code
Date: 27 janvier 2018 - 12:35

Courage enao fa mba asio code iany marina refa eto am forum fa ho raisimpotsiny eto e

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: ovni
Date: 27 janvier 2018 - 13:33

Saika niesona aho fa lava loytra lay angano

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Gasyy
Date: 27 janvier 2018 - 15:59

Ra tena misy io de azon'ody enao.

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Oh oh oh
Date: 27 janvier 2018 - 16:22

Mety tsy angano fa tenà marina io, satria nahoana ?
Dans la vie on ne peut pas toute avoir
Gérard : manambola, manampahaizana, tsy mahay mampirevy vady, kely filahiana.
Faly : Tsy be vola, tsy tsara fari -piainana néfa mahay manao be, mitondra be,
Miangatra ny fiainana raha omena an'i Gerard daholo ny vola arena , balita be sy fampirevena be,
Logique io tantara io , tsy voatery angano,

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: fepetsa
Date: 27 janvier 2018 - 18:04

Raha marina io tantara io, dia izao,
misy ny vhv ny voudiny no mibaiko azy,
pok'aty ny lohany ,
za tsy mba mino ody izany

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: vetalah
Date: 27 janvier 2018 - 18:57

Misy tena mahay azy eto amin'ity tany ity an ;ka na marina na lainga dia tena raraka tato anaty pataloha ny ahy nandritra ny famakiana le tantara e .

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Mamakely
Date: 27 janvier 2018 - 19:04

Raha marina io. Inona moa no tokony nilazanao azy oe bevokany ianao. Nga izy ilaina amin'ny famelomana n'y Zaza. Raha Namana d nalana mangina tany. Zao n'y tokantranonao rava

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Serieux
Date: 28 janvier 2018 - 00:14

Oh lalah, c'est un moteur d'hor bord " Vodiny mi-commande lohany.
Tssssss, sady mba mpiasa ambony ihany hono.
Shit, salop

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: TIAREVY69
Date: 28 janvier 2018 - 01:40

LA REINE,

Mba apetraho ny mail nao na ny pseudo fb nao de any miresaka e!

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Homie
Date: 28 janvier 2018 - 08:45

Raha marina io lazainao io fa tsy fantasme dia tena voany ody gasy enao. Manatona Toby haingana fa milalao ody ilay boa kely.

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: sipa mivika
Date: 28 janvier 2018 - 09:00

resaky ny tsy misy atao, mamorona ny tsy misy

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: misy tsy mirindra tsara
Date: 28 janvier 2018 - 09:24

Misy tsy mirindra tsara ilay tantara an : "Avy hatrany dia noriatiny ny akanjoko ary izay no rapport vigoureux indrindra nataony ahy." Dia inona no nanaovanao avy eo nefa ianao any ampiasana??

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: LA REINE
Date: 28 janvier 2018 - 13:14

nahafinaritra anareo ve ilay angano ry reto?

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: le_roi
Date: 28 janvier 2018 - 15:57

la reine,

Tsara eh. Andefaso hafa ndray !

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Tsiteny
Date: 30 janvier 2018 - 09:04

Tena voan'ny ody fitia enao ra tena marina io tantara io......Asaivo misy manisy pipi ny tongotrao manota fady an'lay ody dia resaho ny vadinao d mandehana manantona relijiozy fa ra tsy izany dia ho potika eo ny fiainanao

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Papango
Date: 30 janvier 2018 - 14:39

Ato dia mbola betsaka ny mino tantara otrany nen'i LA REINE itony, ita b fa tantara foronina, na fantasme andrizala, mahay lisany ry zala. Tohizo le tantara fa aza atao lava b marina fa mahakamo ndray ny mamaky azy.

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: mpitaizataiza
Date: 30 janvier 2018 - 14:59

Raha marina io tantara io dia ny reniny sy ilay bandy no tena mpilalao ody . Satria ilay hoe , efa ela ianao no notiliany , dia azony nandeha irery tao anaty ascensseur .

Notezatezainy io zanany io mba hahatratra ny hetahetany , ary efa notantarainy t@ reniny efa ela ianao sy ny faniriany fa tsy vao 7 volana fotsiny, dia tratra ny tanjona dia mbola nanaterany sakafo hiletra tsara , vita tanteraka !!!!

Mandehana manatona trano fivavahana , dia mivavaha , fa raha vao tsy izay dia potika ianao !!!! PO TI KA tadidio io teny io . Viravirain'ny olona mpialalao ody !!

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: mpitaizataiza
Date: 30 janvier 2018 - 15:28

Misy tranga mitovy amin'io tantaranao io , ary namako ilay vehivavy : zanak'olona snob be tena hoe olona tsy mandray ravin-dena e. Fa nisy fotoana aho tsy afaka nivoaka niaraka t@ nandritra ny 2 volana fa accidentée , tany @ hôpital foana , dia nandeha irery foana izy .Ka asa izay nahazo azy fa nifandray t@ bandy efa fantam-poko teo amin'ny quartier fa olona mpilalao ody , mpijerijery karatra , sady ny rahalahiny moa izany dia mivoaka miditra teny Antanimora .......mpamaky trano ... sns. Ny mpiara-monina izany efa mihataka amin-dry zareo mihintsy e.


Nony nivoaka ny hôpital aho dia nandalo tao an-trano izy , dia naka ahy t@ fiara , dia mifanatsafa eo , izy moa izany nilaza fa tena nalahelo mihintsy t@ izy irery foana nandritra ny tsy nahateo ahy, dia nolazainy fa misy olona miaraka aminy . Dia faly moa aho , dia andraso hoy izy fa rahampitso indry alaiko dia ho présenter-ko amin-dry ilay olona . Tonga ny ampitso , izaho amin'io mbola marefo ihany fa dia notantanany aho ho tonga eny amin'ilay toerana : tsy nanam-po aho , fa no présenter-ny tamiko ilay bandy :voalohany aloha , ny patalohan'ilay bandy : ny iray miforitra hatreny @ lohalika , ny iray hatreny amin'ny cheville , tsy mikiraro , ny lobaka maloto be ....... fa nivoraka ny lohako sady hoy aho hoe "vazivazy ve no ataon-dry sa inona?" , satria fantatro tsara ilay olona , io hoy izy ny olona noresahiko an-dry omaly , dia nihatoka fotsiny aho niarahaba , moa ilay bandy koa tsy rototra satria olona mpiray tanàna mifankahalala tsara .Ilay namako amin'izany fière be tsisy ohatr'izany miresaka aminy eo imasoko , nony avy eo aho niteny hoe , vizana aho mijoro fa atero aho hody . Afaka herinandro , nandefa hafatra taminy aho handalo any amiko , tonga izy de nolazaiko azy fa mila fanazavana . Inona moa no navaliny ahy fa dia tsy nahita lehilahy ohatr'io hono izy ,sady manao fireska ohatry ny anaty lanitra izany ny misy azy . Tsy afa-po aho fa nantsoiko ny rahavaviny , nanazava ny rahavaviny fa efa voaroaka tao an-trano izy fa tsy hay mihintsy izay mahazo azy , dia any izy no mipetraka . ........Ka tsy angano ny zavatra toy itony fa tratran'ny fijabahana dia izay . Satria arka ny fitantaran'ilay rahavaviny dia hoe niresaka izy fa hoe tena tara be amin'ilay tena sipany izy( efa fantatray tsara io olona sipany io) ka haka toky tsara dia mba hi-consulter ireny mpanao gris sy mpijery ny ho avy ireny , dia izay no vokany . Fa ny rehetra dia kôpy daholo hoe , nijabaka mihintsy tonga dia vita, . Le monde s'écroule sur elle , voroaka izy tao an-tranony , tapaka ny fiantohan'ny RAR ny fianarany satria efa niala nenina ny RAR sy ny iray tam-po aminy , taty aoriana henoko fa hoe nalain'ny RAR koa ny fiara , am-pelatanan'ilay bandy mpitaiza izy . Ilay bandy amin'io tsy miasa fa dia mpiandry ny ombin'ny mpanana no asa fanaony dia io manirakiraka ny rahalahany amin'ny fangalarana , vita !!

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: RAINILAINGA
Date: 30 janvier 2018 - 15:37

pfffff,
dia hita mintsy le sujet we film vazah ngamba,fa de feno lainga pfff,lol

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: hi!hi!hi
Date: 01 février 2018 - 15:13

Fantasme!!!!! Lehilahy no nanoratra an'io! Nisy sujet tato hoe "bandy mipetaka vhv patron", dia mipetraka indray izy @ toeran'ilay vhv patron petahan'ny solafa lahy!
Mba manana fantasme izy hoe: tena babony tanteraka i Madame Directeur, tena toa lasa adala mihitsy!
Situation amam-bolana ve dia tsy efa fantatry ny rehetra ao am-piasana? indrindra ilay vady miasa cadre très supérieur ao! Olona tsy mitsahatra manao RS ve ilay Madame dia mbola afaka manao ny asany intsony, tsy efa voaroaka ? Vhv hita hoe adala izao ve mbola hisy hankatoa ho directeur foana?
Izy mpamorona ny sujet anie efa manaiky hoe "angano", dia iny koa isika fa miresaka "ody fitia","manatona toby"...

Ahitana resaka aloha ity forum sexualité ity ê!

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: le_roi
Date: 02 février 2018 - 16:38

Ny tena mapme eto anie de le olona miresaka ody, mivavaha, manatona toby ....
Efa hita fa tantara ihany io ary feno fantasme. Mankafy anle izy ry zareo no atao eto fa tsy hoe kiano na hoe asio famakafakana.

Alefaso ndray ny tantara manaraka fa milay eh !

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: kaiz
Date: 03 février 2018 - 13:35

le roi>>>>>

ka ny lohan ny gasy anie efa drogué tenteraka @ io resaka fivavahana io,
marary=> mivavaha, mahantra => mivavaha, mifampitaingina => mivavaha

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: rv
Date: 06 février 2018 - 10:30

Claudine moa le nanome ecolage 100 000euro sa Houcine Arfa le nitsoaka teny Ambomamasina!


Tantara izany ka tantara

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: kkk
Date: 13 février 2018 - 15:28

Hita mts ilay mpanoratra hoe tena mpijery 50 NUANCES DE GREY.kkk,tena vitany h@ namadika teny gasy ilay film mts le.hahaha applause mortderire

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: bandy dr
Date: 13 février 2018 - 16:58

tsara lay tantara sa nofy fa mba asio scenario 69 ndray dia ataovy lavalava koa an.

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Flipette
Date: 15 février 2018 - 16:32

Za vehivavy!

Sady mitady hino za no mitady tsy hino am lay tantara!
Marina aloha fa mety hisy ny hoe fantasme fa misy antony anakiroa no mila tsy hampino ahy
- Voalohany: olona cadre supérieur zany be andraikitra be, tsy afaky ny hanana fotoana 3 à 4 fois par jours hihidy rery ao am biraony sans être dérangé ou sans être remarqué, de fito volana ve zany tanatara zany de tsy ho tonga any ampototsofin'ny vadiny mihitsy sa le vadiny mihitsy no naniraka bandy hametaka azy satria tsy mahavita adidy tsony (ce que j'ai du mal à croire)
- Faharoa: zany fantasme zany fakapanahy mandalo rehefa sendra mba tsy tompon'ny tenanao enao , karazana mangalapihinana, fa rehefa avy eo enao tonga saina de le manotany tena hoe qu'est-ce que j'ai fait, de miverina amin'ny lalana mahitsy mandeha normal comme si de rien n'était! aiza de ho fito volana be zao de tonga hatrany amin'ny bevoka, na de hoe matsiro sahala amin'ny inona ve, mba mbola misy saina mibaiko ihany fa tsy de hoe ny filan'ny nofo sy vatana ihany no mibaiko fa mbola mba ao ihany ny "conscience"

Za aloha tsy de karazan'olona mino loatra gris gris fa rehefa mahita porofo mitohoka amin'ny tenda za indray andro any mety hino ihany, FA AMIKO TSY FAHALALANA ONONY TAMIN'NY FANGALARAM-PIHINANANA LE ZAVATRA, ! NIJOBOKA ! fa nenina tsy roa amantany ny vokatr'izany rehefa avy eo!!!!!!!!!!!

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: mmekely
Date: 16 février 2018 - 10:41

ity aloha na tantara na angano na zava-nisy dia tena possible ihany io zavatra io, fa raha otrany cas itako @ société iasako tena misy Birao tena mangina ary rare be ny olona miditra any, ary matetika reny planton reny mitsy tena mpivezivezy matetika any donc tsisy aharaka mihitsy, ary dia possible le hoe mipetaka in-2 in-4 an! (vo miditra @ 14h30, @ 16h, @ 18h, vers 19h30 alohan'ny hiravana dia lazaina fa mivory...), ary izaho koa efa nahafantatra mme zay koa mpiara-miasa (ary dia mihodina soamantsara mihitsy) fa tena bevohoka ihany farany ikala ary dia hita be mitsy hoe nanala zaza satria faible be sady tonga dia antsatra zany tonga ao ampiasana miasa, fa io zany misy tena baikony le filàna mihitsy dia adino daholo zao tontolo zao e!

Ary dia misy koa ny lhl sasany tsy tahotra tsy henatra fa tonga dia mangarona tsotrizao, ka rehefa ny lhl manao otrizay tonga dia faible ny vhv, tonga izy dia mampiseho hoe ty zaho dominant, tonga dia vita

Mahagaga mihitsy zany ilay hoe mpiaramiasa tonga dia hifapipetaka, na efa hita fa sondenda zao aza dia lasa ihany, nefa iny raha itanao ery @ arabe ery tsy tianao ,fa ilay izy hita maraina sy hariva isan-andro2 ao dia farany babo ihany! dia avy eo rehefa vita ny atao dia tonga @ le lohateny sujet hoe fa inona ty nahazo ahy!!!

Fa tsy ratsy koa aloha ilay hoe gisa hahahaha, zao lasa nivadika gisa mainty

fa inona zany zao niafarany tantara e, notazomina ve le zaza dia tsy gaga ramose patabe hoe f'angah bevohoka??? hiteraka??? mbola tantara lava be ihany zany an!

Marina ny an'i planton hoe noho ianao ihany nahatonga izao, misy ny mason'ny vhv tsy mahay mipetraka, te angata2 maso eo koa zao azony soamantsara. Sady ingahy planton fetsy, fiainana efa sarotra ty!!!

Hohano aloha ny gisa matavy e!

Asio suite-ny ilay tantara fa tsara e

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: hadj
Date: 16 février 2018 - 14:44

ka mino nareo na tsy mino dia eto @ forum tsika zao! rehefa tsy mino dia miala fotsiny za tiko lay tantara dia mi-comment

tsy mino nefa mi-post eto ihany???? tsy azoko loatra, fa iza no tena marina eto???

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: LA REINE
Date: 21 février 2018 - 13:31

Miarahaba antsika rehetra
Izao indray aho vao tafaverina fa tena goavana ny natrehina
Marihiko aloha fa tsy izaho tompon'ny sujet ilay LA REINE eo ambony izay milaza fa angano ity tantara ity, olona nisandoka ny pseudo-ko io ary tafiditra izy
Tsy maninona izany,
nisy ny liana ka nangataka ny tohiny ka izao hotantaraiko eto androany izao.

Voalohany aloha dia mino aho fa maro aminareo ny halahelo satria na izaho ary mba nalahelo ihany koa. Misy ny hanompa, misy ny hiantso an'Andriamanitra ... sns ...

Lasa sahisahy be i Faly. Tonga hatrany an-trano rehefa week-end de manao ao an-trano izahay rehefa sendra tsy eo ny vadiko. Ny reniny tsy mitsahatra manatitra ity karazan-kanina rehetra ity, robe de grossesse hitany eny @ frip eny, elo ... sy fanomezana kely madinidinika izay ahitany antony avokoa. Toy ny hoe ity ny elo ho anao fa marefo ny hodi-tanan'ny vehivavy bevoka ka mila arovana amin'ny masoandro, ity ny eau vive ho anao fa mila misotro rano be fa sao makina ny hoditra ... Raisiko daholo ihany moa saingy alatsako ao anaty poubelle rehefa lasa izy.

Iny eo ihany fa ity Faly misolantsolana no tena nahaletra ahy ka nitadiavako hevitra.

Indray hariva alohan'ny nodiako dia nomeko hafatra ny secrétaire-ko fa rapitso maraina hisy olona hanatitra boîte à bijoux eo izay mpanefy, raha mbola tsy tonga aho dia raiso ary apetraho eo ambony latabatrako eo. Avy eo aho lasa. Teny an-dalana aho dia nantsoiko i Faly ary nilazako fa mamina azy aho ary ho avy any aminy. Faly ery izy. Tonga aho, natao ny natao. Nankafy aoka izany aho satria fantako fa raha tsy farany androany dia alohan'ny farany. Alohany ny nandehanako anefa dia nasitriko tao ambany kidorony ny boîte à bijoux ko misy parure volamena lafo vidy be, nomen'ny vadiko ahy tamin'izaho nahazo promotion ka voatendry handray io asako io. Tena tian'ny vadiko ireo bujoux ireo ary tena lafobe ny nividianany azy.

Niala tao aho ary dia nody, faly fa sauvé ny tokantranoko, ny fiadanako, ...

Ny maraina, alohan'ny nidirako dia niantso mpandalo iray aho, olona tsy fantako ary tsy mahalala ahy. Nomeko toro marika hoe mitadiava an'ny Madame XXX (ilay secrétaire) ary omeo azy ity boite ity fa omeko vola ianao (boite hafa io ary tsy misy zavatra ao anatiny ary mihidy ilay boite). Nanaiky ilay olona. 100 000 fmg no nomeko azy. Nijanona tao anaty fiarako aho ary ora iray taty aoriana vao niditra. Nilaza ilay secrétaire fa efa nampidiriny ao ilay boite.
Niditra aho ary nohidiko ilay varavarana fidiran'i Fano. Vao tafiditra 15 mn teo aho dia reko nihetsika ny poingé. Izay ilay kary lahy ho aho fa zatra ny lalan-dririnina.
Tsy nisokatra ny trano, nandondona, izaho tsy namoha, in-telo nandondona tao, sahy be, farany nitsotsotsotso tao @ scrétaire. Ny secrétaire amin'io efa nantsoiko. Vao tsy nahita ny secrétaire teo @ biraony tonga de niditra avy hatrany. Vao saika hiteny fa ny ahy no nataoko tonga aloha. Andraso vetivety hoy aho fa raisiko ianao avy eo. Nivoaka ny secrétaire dia nafarako hoe ampidiro izy.

Vao tafiditra dia avy hatrany dia faran'izay zokiny ny firaisana. Notazomiko mafy mihitsy izy, vao tonga dia tsy navelako raha tsy velona fanindroany dia lasa indray. Ela be vao tonga ilay faharoa. Faly be izy fa sambany aho vao tena hoe ni-se ancer ka tena novokisany aho tamizay. Tiako be ny nataony ahy.

Rehefa nivoaka izy dia nomeko azy ilay boite tsy nisy ninoninona aza sokafana hoy aho raha tsy tonga any an-trano ianao ary aza de aderadera loatra. Faly be izy satria nihevitra fa nomeko volamena.

Ny ampitso aho niantso police, nanao déclaration fa very ny boite à bijoux ko tao @ biraoko. Ny secrétaire-ko no vavolombelona fa nisy an'izay tao. Izaho dia nanambara fa efa hitako tao ilay boite t@ fahatongavako. Natao ny enquête. Nojerena ny vidéo de surveillance ny omaly ary indro i Faly hita mitondra ilay zavatra ary manafinafina (satria hoe aza aderadera, izay ilay baiko azony). Avy hatrany ny police dia nanisy menotte ny tanany, izy tsy navela hiteny, nanontaniana ny toerana nasiany ilay zavatra. Notarihiny tany an-tranony ny police, izaho nanaraka. Natorony ilay boite, nosokafana ka tsy nety nivoha, nopoirina ka jerena vide ny tao anatiny. Izy tsy avela hiteny fa vao miteny dia felaka no nanaovan'ny police azy. Teo imasoko no nanaovana izany, izy mangata-maso aty amiko, mipitrapitra, mila vonjy. Izaho mody tsy rototra.

Nentina nivoaka izy,nosavaina manontolo ny tranony, hita tao ambany kidoro ilay boite, nosakafana ka tao ny volamena. Efa tena mpangalatra gaigy lahy hoy ny police, nahitan'ny lery boite mitovy mihitsy. Ianao indray madama no endrikendrehiny. Raha tsy izy no inona ka homena volamena ... sns ...

Any Antanimora i Faly @ izao fotoana izao. Mitady ahy foana ny reniny saingy efa nafarako ny sécutité ka tsy tafiditra intsony izy.t@ semaine lasa teo nandefa taratasy taty amiko ny reniny nilaza fa tsy ho voatsara i Faly raha tsy manome vola 20 000 000 fmg ry zareo izay vao mihetsika ny raharaha. Izy anefa tsy manam-bola. Niaraka tamin'io, taratasy iray hafa avy any @ Faly manontany ahy ny antony, diso ve izy raha nitia, nihevitra izy fa tiako daholo ireny rehetra ireny, inona tamin'ireny no tsy nety, fa ny tena zava-dehibe dia esory ny zaza fa tsy te hanana rohy amiko intsony izy mandrakizay. Mamela ahy hono izy noho ny fitiavany ahy ary mangataka amiko mba hamela azy ihany koa fa tia tena izy ka saika hanimba ny fiadanako ao anaty trano mamiratra. Na izany aza anefa dia afaka mandoa vola 250 000 Fmg eny Antanimora aho de mahazo efitra afahana manao firaisana. Anjarako sisa ny manantona an'ny gardien chef fa izy ao foana

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: le_roi
Date: 21 février 2018 - 20:47

tsara be !!!

Asio saison 3 de any @ prison ndray ny tantara no mitohy.
Aoka tsy hanao moral be eto ny sasany fa resaka fantasme izy ity.

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: zakoo
Date: 22 février 2018 - 15:45

misy camera de surveillance , ko tsy gaga ny mpiara-miasa tamin'ny nijerena ilay camera oe inona ity film X be ity ? de tsy menatra ve ianao hisary adala amin'ny bandy kely ohatran'izany, de mba noeritreretinao ve ny nanjo ilay reniny hoe any am-ponja ny zanany noho ny endrikendrika nataonao

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: mmekely
Date: 22 février 2018 - 16:06

f'angah dia tsy nisy fomba hafa2 kokoa fa tonga dia fonja mihitsy ve?? dain...lasa ratsy be ilay tantara!

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Niki
Date: 23 février 2018 - 02:26

Bravo !

Tsara ilay tantara fa saingy précipité be loatra ny namarananao azy : entre 30/01/07 et 22/02/07 ao anatin'ny 20 andro ve dia izany ny evolution ny tantara ? aingana loatra ? Ilay reaction an'i Faly hoe tsy mahazo miteny... tsy dia crédible loatra... satria toa ohatran'ny mora nanaiko fotsiny izany izy... Raha analysena mantsy ny comportement an'i Faly dia hita hoe olona determiné be izy ary olona tsy tokony ho mora maiaky izany... indrindrindra koa hoe olona instable .. misy aretintsaina manao fixation amin'ny faniriany sy ny zavatra tiany ho azo.. tsy lojika na normale ho mora nanaiky no fandrihina sy no piegen fotsiny izy.... Fehiny... déçu kely izaho mapamaky tamin'ny fomba mamarananao azy satria aingana loatra... mbola ao anaty suspens be zahay ... tonga dia nijera tampoka tamn'ny tany ... kiiiiiiiiiiii.... enao rangah a ! Ilay idée an'ilay épisode 2 nefa hitako tena hoe "afaka be" raha tsaraina spécialiste.. bien be.

Na izany aza anefa dia mankasitra nizara sy nampialavoly.
Misaotra tompokoooooo o !

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: lainga b
Date: 23 février 2018 - 12:32

Hahahaha,latsaka be mts ah mahita ity lainga b ity.Fa i Faly le izy sai i Fano e?
Mba mandiniha tsara aloha fa aza maika ny hitantara angano.

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: Begany
Date: 28 février 2018 - 10:16

Sady te-hino aho no te handa ihany koa ny saiko,

Tsara be le Story fa misy tsy mifanitsy ilay séquence, haingana be ny fiovan'le tantara fa na de izany aza mahafinaritra ... hihihi

So de miasa ao @ scoop digital enao ?

Options: Répondre
Re: FA INONA ITY NAHAZO AHY !!!
Par: tsyazokoloatra
Date: 10 mars 2018 - 09:28

fa ahoana ity ankanonona anarana be ity ?
zay no maha tsy tantara marina azy

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg