Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Sexualité
RS refa Mpivady
Par: Aona ty
Date: 13 février 2018 - 18:13

Resaka RS fotsiny fa tsisy bleme hafa.
T@ mbola mpisipa to tsisy akisalasala fa mande oazy ny RS, signe kely de raikitra, mavita milalao an'i balita refa eo apandrina, ra envie izy de manome signe, misafosafo, milalao, sns... T@ zany na mba le mipetrapetraka eo aza de mandende ny tanany any anaty pataloako any.
Za koa torakizany mba manao 1er pas refa mba te.
Refa nivady to tsisy tsony zany fa lasa aiza, te anao de miandry fotsiny, tsisy premier pas tsony, le mba fanao taloha, samy eo apandrina fa de miandry fotsiny ny anao vavy.raha tsy za no mba manao premier pas de tsisy.mitady haka lagy zany ny tenanay. De aleoko mimast, ary ny lasa te anao sipa mintsy aza... humhumhumtronchumhumtronctronc

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: band zan
Date: 14 février 2018 - 10:46

mbola aiza zany r akama a!

mbola hoavy le hoe manana probleme zah e , reraka zah e , marary ah e ...

mifanome lamosina mandritra n andro s volana maromaro !laugh

ambony môraly e!!!!

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Rab..
Date: 15 février 2018 - 14:15

Tena mahazo ahy io,

Izao ny tantara,

Efa nanana sipa sy expérience maromaro vitsivitsy hoy ilay tsy mahay manisa izay talohany, izy anefa tsy dia tena hoe reveko physiquement fa resaka revy no niantombohony fa tena nahay nampirevy be hafa mihintsy ra par rapport amin'ilay taloha amin'ny lafiny sexuel. Tena nataony daholo izao rehetra izao, mahay manome plaisir be, miantso foana izy tamin'izany hoe ahoana ..., sns.

Dia nalaiko vady izy (bandy nentin'ny balita aho ny tena marina), fa nohon'ny nivady izay lasa nahakamo be, Na dia hoe hanao aza dia mahita excuse foana, leo be ko za dia tsy miraharaha intsony, tsisy nininona intsony, tena nanenenako loha aman-tanana fa saingy efa misy ankizy moa dia ny ankizy no jerena fa raha tsy izany tena nijereko fika mihintsy hanaovana divorce.

Lasa mamorina mission amin'ny province za indraindray nefa maka congé iray dia miodina kely any mihintsy aloha. HiHiHi, aza hitako izy ka mandalo eto!

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: nasssy
Date: 15 février 2018 - 16:07

Theoriquement hoe mila pimentena hono e, mila ovaina ny toerana (lakozia, douche, maka chambre, sns....sns) mba tsy ho lasa routine le izy.
Surtout raha vao misy zaza no tena henjana io, bdb ny parametre mahatonga azy e, fehiny ftsn hoe am ankapobeny ny sipa raha vao misy zvt tsy mlam d kamo b hanao rs.

Dia raha tiana le vady dia mila mi comprendre ftsn zany, raha tsy mifankatia tsony moa d zavtara hafa ndray zany.....

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Tss kle
Date: 15 février 2018 - 17:59

Ny ahy koa, ny ahy tsisy idiran'ny oe pimentena sns fa mitovitovy @ io ambony io mintsy.
Taloha de mande ozy... Andavan'andro de manome signe kely eny izy, mody mosafo kely, refa samy eo apandrina refa tsy hietsika sy hanitra aho de andraso eo paoly.
Zany mb minono an'lita zany de tsisy tsony nefa taloha izy mintsy no manao volony.efa ita zao fa samy te anao fa eee.... Miandry fotsiny. Nanao t@ sipa hafa ary tena manaonle sipa fa tsy miandry fotsiny. Naleoko niodina fa leo iany za ny farany kle

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: band zan
Date: 16 février 2018 - 15:40

amiko alo r zalah zany oe resaka pimenter-na kely e.... ntsss , resaka tsy misy ilaivana azy sady ts mitombona fa mitovy @ reo arabe bonbon voanjo eran-tanana reo : natao ho an herinandro fa tsy mahavita taona !

na miaraka horaharana sy hofenoina sakay aza ny tunnel ambanidia sy analakely, rehefa tsisy envie io de ts miakatra .

ny tokony atao de ny hamerenana ny fitiavana ka hampisy complicité sy ny envie rehetra teo aloha alohan'ny hitadiavan'ny tsirairay mpamatsy vola any ivelany !

fa ny tena olana koa mantsy de hisarahana aloha ny vady zao fa nahita vaovao , kanefa rehefa mahazo toerana ilay tompotoerana vaovao dia hiverina indray ilay olana hoe leo be , marary aho chéri , reraka be za fa betsaka ny asako , manana problème be zah ..... de lasa njay mitady vaovao hafa any ivelany njay !

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: kotomaditra
Date: 18 février 2018 - 18:39

Ho an'ialahy isany izay manoratra ireo ,dia aza gaga raha mitady an dRakotomamonjy ny ankizin'ialahyisany satria tsy nisy intsony ny fanao fahiny ,koa aleony miodina koa .Izaho izao misy sipa telo miaraka amiko ,vadin'olona daholo an ,fa dia hataoko afa po daholo e ,ny ahy ny ankizy efa somary nahazo taona fa mbola hataoko mirehitra ihany koa ,fa mbola hafa le tanora e .

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: connasse
Date: 22 février 2018 - 16:33

ye !!! vhvy no manoratra eto, novakiko ireto forum nareo reto fa de aza gaga mihintsy fa miodina tokoa izhay rehefa tsy hanao raha ianareo!ny vadiko koa tsy dia mazoto asa izay antony , ilaozako eo rehefa tsy mahavita fa io tsy ifanerena mihintsy fa arak izay oe envie io, misy ny manana amin ny ftoana ilaivana azy misy ny tsy manana kanfa dia ilain ny fianana io , tsy afaka hanao abstinence mihintsy

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: mamykely
Date: 23 février 2018 - 07:59

connasse > sao mba afaka mifanampy fa za koa tsy te hanao abstinence!hihihi

Mahagaga mihintsy fat@mbola mpisipa tena miainga daholo ny zavatra rehetra fa rehefa mpivady dia marina daholo ireo voalaza ambony ireo!dia normal raha be dia be no miodina @zao fa iaraha mahalala ny olana!courage daholo e victoirevictoirevictoirevictoire

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: manitra102
Date: 23 février 2018 - 10:41

Ny fototry ny olana dia ny tsy fahaizantsika miatrika ny changement, zany hoe miatrika ny fiainana.satria fiainana = changement
Tsy hitovy mints ny fiainanao tam 1,2, 3 taona sy ny izao.
Efa tokony nomanina ny fiatrehana anzany hoe hivady, hanan-janaka sy ny fiovana ho entiny. Fa tsy rehefa tonga lé faharatsian'ny fiarahana (satria tsy niomana) vao be taraina oe tsy mazoto intsony e, marary an-doha e...misy andraikitrao koa anatin'zany fa aza adino.
Safidy amzay ny sisa : ho olon-debe mahita vahaolana, sa....

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: LITTLE THINGS
Date: 23 février 2018 - 12:23

Tohanako ny hvt manitra102 smiling smiley

Izany marina v de tsy hitanreo oe normal be ra tsy mitovy ???
Tam mpisipa : vô vaovao eh firy taona nifankalalana ? Tsy miara mipetraka! Tsy manao raharaha rhf any antrano fa ao dada sy neny sy mpanampy ra misy!! Tsy mmbola nisy zaza tao antrano na 1 aza Tsy nisy zany oe charge mental b zany ho any vhv ra tsy tao antokantrano izy !! Rhf mpivady de nandalo izany atao hoe bevoka zany Zany oe mampinono sy mitaiza izany Izany oe mia antitra Miaratsy ny vatana sns Eo andaniny ndray ko mbola mila manao fanabeazanaizana ihn ko !! Efa ela niarahana b loatra Mba niova v enao ranga tam RS ihn ko nefa ?? BE loatra tena be loatra ny nanjo ny vhv depuis izy nalainao vady Ko asakasakao ra anome tsiny le vadinao enao Asakasakao ra ampirafy ampijaly azy enao ankarary fo azy Vadinao io fa tsy vadinlerony Anao io ka ra minanfatiny sy mijaly de io ny vadinao anao... Ka rarahiniza inn mo ra arary fo eo io ra ampirafesinao fa ny zanakao no ahita azy ao sy enao ra mbola mijery azy enao Ka asakasanizay fahaizanao mitady solution ee Fa tsy de faly ftsn mitady exuse ijerena any ivelany rhf mia reraka ny any tena

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Tsssssss
Date: 24 février 2018 - 07:50

izaho koa tratra tao anio mihitsy

taloha madama, t@ mbola mpisipa, tena tsy miala anaty patalohako ny tanany. Ary tena mi-allume mihitsy rehefa te anao izay izy, anaty action moa dia tena tsy haiko intsony milaza azy.
Efa niara-nipetraka 1 an ary izahay vao nivady fa tena afa-po, tsy mahazo mandeha miasa raha tsy manao na branleny mandrapatonga mihitsy fa sao hono mitady any an-kafa.
vita @ izay ny raharaha ary tonga ny zaza, tena niova be ny anao vavy. Sady tsy mampiseho mihitsy hoe te anao, no rehefa mba manao dia toy ireny poupée gonflable ireny, miandry izay anaovana azy eo fa tsy misy initiative mihitsy. Ny fanaony taloha tsy mba ataony intsony.
Efa lasa ady mihitsy ilay izy fa izaho milaza aminy fa tsy afa-po. Izy tsy miraharaha.
Ny farany izaho lasa nampirafy. Tratrany moa satria sipa fantany sy namany taloha ihany ilay rafiny.
Rehefa nilaza tamiko izy hoe fantany dia niady be mihitsy ary aveo nomeny sexe tena nilay farakze io alina io ihany no sady milaza izy fa quidijeune-ko aho raha mbola manao @ sipa hafa fa tsy ahita toa azy.
Ny alina ihany anefa no nanao milay fa aveo dia niverina poupée gonflable indray ity farany ka dia notohizako hatramin'izao ny fampirafesako azy. Ny sipa ary manome milay na tsy omena fitiavana be aza. Tiako ny vadiko fa tena tsy mahafapo ahy izy sexuellement.

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: zahay2..
Date: 26 février 2018 - 11:07

vhvv no manoratra

2 taona mahery kely izahay mivady no niara nipetraka ary vao tsy ela no vita ny mariage.
4 taona nanaovana rs kosa

t@ voalohany tena tsy nazoto aho satria tena narary foana , (nahagaga fa dia narary foana rehefa ni rs nandritry ny 6mois teo dia tsy nazoto mihitsy t@ zany hanao pénétration) fa cunni no tiako, na izany aza dia manao fellation za ary mahatonga foana izy isanandro

vita io période narary io dia teo vao nanomboka ny tena pénétration, nahazo fafiny @izay aho, ka tena hoe "isank'izay mihetsika", nahaiva hatr@ 4 fois / jour (hanimbao hita ko)

avy eo nihena tsikelikely satria koa tsapa fa toa be loatra, 1 à deux fois/jours

nanomboka niaraka nipetraka izahay,taty @ 3ème année de relation sexuelle zany lasa 1 fois par jour.

ary @ izao, aty @ 4ème année de rs, misy fotoana tena une fois / semaine (satria mafimafy ny asako dia tsy dia mazoto aho) . ary misy fotoana koa anefa mahavita isanandro, 2 fois / jour (mbola azo atao hoe ampy tsara ny anay) sady mbola tena mahavita position sy felling mlay

tsy mbola hay ny tohiny, fa ny hitako, ny vadiko tena tia an'izy io, ary izaho no micommande dia lasa ary tena izaho foana no mandà rhf tena tsy vitako. balita toa mitsangana foana vao safoina ko. na kamo aza izy, tairina dia amorcer-na dia lasa izao

mmmmh.. miresaka an'izany eto aho dia te i i rs be, mbola rariva anefa vao miona zahay 2

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Rab..
Date: 26 février 2018 - 11:15

Io izany resabe fotsiny ilay hoe mila mi-pimenter mila mijery hoe inona no blem. Mora be izany resahina fa pratiquement rehefa anatin'ilay olana enao tsy hety mihintsy fa resaka film fotsiny.

Raha izaho manokana aloha dia efa betsaka ny proposition sy effort ary resaka natao, anotaniako hoe inona no olana, tena tsy aiko reee eee foana ny valiny. Lagy be enao na maheno an'izany aza.

Dia mi-propose enao manao effort fa eee! izy hotran'ny mandreraka be foana na inona na inona ataonao dia aok'zao!

Za manonkana aloha raha tsy nisy ankizy dia tena naleoko ni-divorce fa tena lasa mi-fampiatsara ivelatsihy fotsiny sy lasa mahabe fahotana fotsiny.

Ary ny farany aza za ko lasa tsy misy envie anazy intsony arak'ilay lazain'ny eo ambony hoe hotran'ny poupée gonflable.

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: mosy
Date: 26 février 2018 - 11:21

zahay2.... tsara io fa mazotoa eeee

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Zandry Gasy
Date: 26 février 2018 - 11:28

Mitovitovy amiko iany koa io revy mahazo anao io raNamana a!
Fa saika mba apetrajo kely oe!
talo t@ mpisipa de samy mfanexiter sns...
Fa am'zao tena manairana be fa refa anao rs dia raha tsy lazaina izy oe lalaovy ny ah tsy mande ny tanany! Zany hoe tsy mba otran'talo mba mifanafosafo fa de eo de miandry zay alena azy eo!
Nefa tsy poinsa le miady rery!
Asa inona mety ho antonh?

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: iadama
Date: 26 février 2018 - 12:24

io zany ry zalah d otran sakafo ohanina isanandro a!
omeko oatra nareo oe, minana henankiso fona, na atao aona na atao aona fahandro an io, rhf ela ny ela tsy maintsy leo kely iany enao, d eo le matonga le oe nde anandrana hafa ndray jerena: d nihinana vorona oatra, d naita fa tsara no le henankisoa d tia.
d avy eo amzay rhf mahita henakisoa d tonga d mihidy ny vavony, lasa ts te hinana tsony. d otrizay ko io.
d misy ny mpivady d ts manana envie tsony, fa lasa otrany adidy sisa le iz d atao isam-bolana, na telo volana....

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: The Animal
Date: 26 février 2018 - 12:53

Fehiny:

Ilay mivady tsy naturel fa pression sociale fotsiny. Tsy mifanaraka amin'ny nature nanaovan'i Morgan Freeman antsika.

Vive l'amour libre!

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: LITTLE THINGS
Date: 12 mars 2018 - 21:05

Ra ny faazoako le resaka rht eto d ny vhv zany no fositra irery amlé resaka e?
Rhf tsy i assume oe mety blem avy aminareo 2 mpivady io d zay ny vokany De nareo faly ery oe nde ampirafy etsy sy eroa fa any manko manaiki tsy mila fitiavana e sns sns
Fa nareo v mbola manao ny fanaonareo tam nareo mbola nikoty le vhv e ? tandremo fa misy bandy bdb any mbola manadala azy ary mety manaiki poupée gonflable no manao ny fanaony bandy tara sy vo mikoty an Fa bon heureusement fa misy ny vhv hendry ka tsy votarika Misy kosa ireo vhv tsy mivakl ka tsy rarahiny fa rhf romantik sns aminy de ekeny eee
Bonne chance daolo

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: lalaokley
Date: 17 mars 2018 - 20:20

Aona Ty, na zakoa aza tena mpivady fa tena mitovy aminao izany mihitsy, tena misy periody maka lagy d lasa mimast ny farany, d lasa otrany tena hanao amin'ny vhv afa ny farany sady te anandrana amin'ny hafa ko, izy koa talohan nerahan tamiko efa nanao tam sipany taloha dia mila tsy ho zaka indray2 dia d anala fo kely e... efa vady ko le izy d tsy afaka e manao ze mety

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: $ongomby
Date: 18 mars 2018 - 06:54

Zany no atao hoe fiainana rizalà a. Revena manja io. Rehefa mety asiana rafotsy de asiana. Rehefa tsy mety izy de miandry fotsiny fa tsy atao akàna lagy. Le mitifitra eny @ sisiny mampitombo problèmes. Tsy mahafaty ko ne le tsy manao e. Tsy voatery anie hoe ze tinao foana no atao e.

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: 'zany mihintsy
Date: 19 mars 2018 - 14:33

Tena mahagaga tokoa ry reto fa rehefa mbola mpisimpa dia atao daholo ty rehetra ty ah, asa oe moyen afahana manambabo an ilay iray ve sa aona? fa rehefa mivady dia lasa malaina, na ny préliminaire ary tsy manaitra tsony fa zara raha lena dia atsofoka, ny sasany tsy mahavita tsony na dia ny minona ary, otrany ny anay izay dia enao vhv fona no mampirevy dia izy le miandry fotsiny mbola enao ndray no miakatra, fa ny azy dia mirirana ihany amle kamo be fa dia tena oe devoire.Tena oe enao no ndray no manao ny rht eh, nefa amin io enao mbola tsy mijouir ihany fa ny azy vetivety kely dia tonga lasa 3minitra dia vonoa , ahhahha , lasa tsy dia misy fafinaretana.
Ny mahakamo sy ny mampaleolo nefa dia ny mpiasanao ao antrano ndray no tiny atao .

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Hita ko!!!
Date: 22 mars 2018 - 15:48

Tena marina daholo izany voalazanareo izany.
Lhly no manoratra, 50 ans, 23 ans de mariages.
Talou, nitady fika reetra ahafahana miray, tam mbol mpisip io talou io an.
Nandramana daolo zao lavaka reetra izao. Ny lava-tsofina ngamba sisa no vierge taminy. Dia samy nankafy eh.

Zao, tsy hay tsony. Tsis tsony zany fellation zany, mampiasa lubrifiant vao lena. D 1 fois par semaine sisa.Entina ny tànany mamangy an'i balita!!!
Variana amin'ny canal 29 eh.

Ngamba izany no mahatonga ny vazaha hi-pimenter ny fiarahany!!! Club libertin, échangisme, erotisme....

Ny anay na dia efa 50 ans enao, mbola saro-piaro foana rafotsy, mbola mametra probleme amin'ny zavatra tsis dikanty foana. Mbola , mbola, mbola foana

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: zay mihintsy
Date: 23 mars 2018 - 00:08

'zany mihintsy > andao hiresaka anaty mail sika roa fa mitovy cas, mitafatafa e, sa aona?
ity mail-ko liva.ranaivo73 arobazy gmail point com

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: cinquantaine
Date: 23 mars 2018 - 05:44

'zany mihitsy > Ny ahy kosa anefa toa vao mainka mirongatra ny fahaizako rehefa manao. Izao aho mahavita mampi-jouir ny vadiko tsy misy pénétration. Ny tranga iray tiako koa dia ilay vadiko vatan'akondro fahiny koa lasa mandray an-tanana ny fandehan-javatra rehefa mahazo fafiny. Izy tonga dia mi-sucer, mangataka hiova position. Mba tianay lehilahy koa ange izany eh. Tsy voatery ho izahayh foana koa no hanao premier pas. Io dia fisainantsika malagasy fa tokony efa reciproque io resaka io entre mpivady. Izahay aloha de efa izay ny fiainana eh. 25 taona nanaovana RS izahay mivady io ary 20 taona nivadiana

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: fa manin
Date: 25 mars 2018 - 14:09

Fa maninona no miodina sns eh , tsy aleo ve misaraka (tsy voatery hoe divorce io) dia samy mandeha samy mitady eh, za tratran io, milaza fa reraka foana rafotsy, dia notsoriko fa tsy lasa, dia noteneniko izy fa hitady hafa za,fa nisy olana kely satria bevohoka ilay sipako avy eo fa samy nizaka ny vokany

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Makafy fiainana
Date: 05 avril 2018 - 22:37

Vehivavy manoratra,
Za aloha de efa tena manomboka leo satria t@vo mpisipa de nisy piment 🌶🌶🌶 be foana ,fa vo nivady elaela de lasa kamo amzay lery,efa mba resahako iany fa tena tsy rototra,nisy fotoana amzay za nande nivoaka de
nifanena t@ sipako taloha,nifapiresadresaka teny foana farany lasa nifamerina!
Matsiro fiarahana ary mbola tohizana @zao!!!
Tena misy ary tena misy tokoa vehivavy miodina rehefa kamo nareo lelah!!!

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Madam_tanora
Date: 06 avril 2018 - 09:54

Tsy haiko izay manjo ny madamanareo fa za tia manao RS be amin'ny vadiko, lery ary mifona mihintsy indraindray hoe mba pause kely lolll.

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: nyanaymivady
Date: 06 avril 2018 - 13:44

14 taona zay no niarahanay mipetraka ary 2ans de mariage.

taloha aloha an, t@ vao nanomboka nanao rs zay d misy atr@ 08 fois par jour (tsy lainga io satria tena vetivety kely dia miara tonga izany hoe tsy dia mampiasa hery be)

avy eo rehefa nandeha ny fotoana dia niena io , 2 fois, une fois/jours - 5 fois par semaine

efa samy niasa @izay izahay (taloha izy rery no miasa fa za mbola nianatra) dia somary vizavizaka daholorehefa avy miasa iny... dia tsy mahavita isanandro intsony fa 4 à 5j/semaines

aty @ faha 14 taona niarahana nipetraka zao zay an, tena mbola ao tsara mihitsy satria 3 à 4 fois par semaines zahay no manao rs:

- matetika 1er tour : alefa ny azy dia avy eo to nga dia mitohy dia samy mahatonga @ 2ème tour

- misy fotoana zahay tsy mi rs mitsy pendant 4 jours fa tena mlay le abstinence kely iny

- mifmpizara , miresaka fa io no laclé an zavatra rehetra

---> tsy mila planifier-na be hoe rariva na raalina no tsy maintsy manao fa a nkafizo ny vadinao, manaova manaitaitra sy madama.

- mifampinonoa, cunni, annu, 69 fellation, ataov daholo ze zvtr mety atao mba tsy apa routine ilay rs

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: nyanaymivady
Date: 06 avril 2018 - 13:50

* 12 ans de mariage azafady

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Stanel
Date: 06 avril 2018 - 18:59

Za kou ary @zao tena otrzani mits, fa saingy fotsn ndrai we, ny vadiko bevoka be efa afak 1mois eo sis de hoteraka, saingy tsy mety anw RS mits nef bedin'dokotera zai satri we mil misokatr ny colle @zao ef akaik zao! tsy aiko we kamo v iz sa manin fa de tsy met tsotr zw ftsn! mis fton z manw premier pas nef de tsy rarainy mits! ef mielanelan be efa ho 1 semaine maery zao mbol tsy met ian iz! de faran za kamo be de tsy mangataktsn fa avelako eo,.. ny fo mou marary kel ian fa tsit we atw aon satri tsy oanah rer le iz fa na le zazakel ao ankibo ian kou ar surtout oanaz...miezak fon nef z ts mampseo we tsy tia anaz nad mis tsy ampy ar ao atrano! mis fton za de tong de miten direct, na tong de itsiko be mits otrzao sy otrzao, fa otran we mandalo ftsn zani...

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: TIKTAK;
Date: 10 avril 2018 - 20:02

LEO an'ilay LEOLEO.
Ny tohin'io dia
-Hihamalemy i Balita.
-Hitombo ny haben'ny kibo......
-Voan'ny AVC.......
-Maty Lata.katra amin'izay.
-Maty vatana amin'izay.
Izany no antony tsy maintsy hanaovana sipa any ivelany

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: miangola
Date: 14 avril 2018 - 22:25

Vehivavy no manoratra
otrany be taraina be ko reto lehilahy reto.
Tsy mitovy mits ny t@ mbola mpisipa sy ref mpivady.Marobe ny zvt sahaninay vehivavy dia matetikamihena ny envie.fa nareo ko ve mba mandray ny andraikitranareo e?ohatra mba romatik.mba milaza teny mamy mba mitondra mvoka sns...fa ts faly hanoto fotsiny.
Samy responsable io.

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Justine75
Date: 15 avril 2018 - 08:45

Zaho koa tena mijaly be. Indray isambolana monja izahay no manao fa variana @ Facebook sy akamany lava izy. Zaho ary mba manao izay hahataitra azy ato an trano fa e !! Ny revy miaraka @ akamany sy mpiara miasa no mahamay izy. Milaza izy fa ireo vehivavy miara mi revy aminjareo ireo dia sipany akamany hono fa tena vaky ny lohako. Misy fotoana tena te hanao be aho fa atao ahoana e ! Efa telo taona izay dia toy izany foana ny fiainana ato an trano. Nefa izaho @ ministère hiasako io aza mampidi bola lehibe nohony ministère hiasany io.
Ny zanakay ihany no hipetrahako ato fa mba mila câlin aho toy ny olona rehetra. Sao misy lehilahy tratra toy ahy any, andao hifameno fitiavana. Ity ny mail serieuxbe63arobazayahootebokafr

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Fa lia
Date: 16 avril 2018 - 06:34

Justine 75<<< hHitako nahaliana ahy ny resakao ,mitovy cas isika fa izaho lehilahy fotsiny ,manambady aho ary miteraka ,fa tena Zara koa Raha misy isam bolana ,ka Nefa nañorara ho anao aho ,fa toa tsy mandeha ilay mail.

Options: Répondre
Re: RS refa Mpivady
Par: Fa lia
Date: 16 avril 2018 - 06:57

Justine75<<< Sao voafafa fa haveriko ny mail,mba ahafahantsinka miresaka.
Haja soixantequinzebelfortarobazegmxpointfr

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg