Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Avis de recherche
za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 24 novembre 2014 - 11:54

Bonjour daholo,
Araka ny voalazako io ambony io, mitady namana re fa de mangina.
Vao tonga eto @ charente maritime.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: MBA MIOVA FO
Date: 24 novembre 2014 - 13:33

Tsotsoka na Afrikana na Asiatika indray andramana ho namana mba hisokafana tanteraka ; raha vao samy gasy ange dia mihodikodina toa ny tandrimo eo fotsiny na ara-tsaina na ara-pialamboly eny na ara-tsakafo aza!

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 24 novembre 2014 - 14:37

Za ndray anie tsy mifidy e, za aza tany @ toerana nisy anà taloha vitsy ny gasy namako, vaza daholo, fa mba tonga eto a de mba mila namana gasy raha misy moa raha tsy misy tsy maninona.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: charentais
Date: 24 novembre 2014 - 22:48

Manao ahoana ianao izaho indray eto charente! tsy dia mifanalavitra

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 25 novembre 2014 - 12:09

Manao ahona ianao , ato e, zao mila namana zao.
Tsy lavitra marina ny misy anao ka, 1h de route.
Ataoko oe mba be gasy anie aty e

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: ralobo
Date: 26 novembre 2014 - 10:49

Manao ahoana rindra10 >>> zà eto IDF fa afaka ho mpinamana ihany eo @ 500 km fotsiny

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 26 novembre 2014 - 11:13

Manahona ralobo,

Enao koa zany mamihomehy, de hoe 500 km fotsiny, tsy maninona anie e, afaka ho mpinamana tsika

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: ralobo
Date: 26 novembre 2014 - 13:39

Zà moa tsy dia tena mahay loatra ny misy ny ville eto france fa any akaikin'ny La Rochelle any izany ianao
Hay kosa 420 km fa tsy 500 e

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: charentais
Date: 27 novembre 2014 - 14:03

Manao ahoana rindra10, Izaho aloha lhl efa ela ela ihany no tonga taty, ary ihanao vhv sa lahy, fa ahoviana ianao no tonga tany charente Mtime,mafinaritra aloha @ iny côte sud ouest iny é, Royan ko be olona be rehefa été, misy handomana tongotra an-dranomasina izany rehefa makany @nao. Tsy dia alavitra ihany akory par rapport ny misy ahy, any @ côté an'i la Rochelle, Rochefort moa izany ianao, mpandehadeha any matetika aho mantsy.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 28 novembre 2014 - 15:32

Manahoana i Ralobo sy charentais

Eto la rochelle mihintsy no misy anà, vehivavy za.
Lazain'ny olona fa mahafinaritra hony aty fa tsy dia itako alouha atreto, surtout hony rehefa été. Za raha teo kou tsy nahay tonga fa de tonga @ andro mangatsika.
Ny itako fotsiny aloha de tsy de mangatsika be mihoatra ny departement nisy anà taloha.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: charentais
Date: 29 novembre 2014 - 19:43

Manao ahoana daholo!
tsy dia mangatsiaka firy aloha atr@ izao é, izaho koa saika nipetraka tany Nancy fa tsy tiako fa mangatsiaka be ny hiver, aty @ sud koa anie tsy dia misy neige firy, na misy aza tsy mahaitra. Aiza dry no manao fêtes de fin d'années, manana havana ihany aty?

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 02 décembre 2014 - 12:45

Manahoana,

Ny noel zahay no eto ihany, fa ny bonne année no ande kely any Tours , any daholo ry mamanay. Ary nareo ??? ahona ty fety ity???

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: ralobo
Date: 03 décembre 2014 - 12:33

Manahoana,
Izahay aloha mbola tsy misy pgm @ SAINT SYLVETRE, Nöel miaraka @ RReny eto IDF,
Eto lasa nivadika be le andro fa lasa mangatsiaka tampoka nanomboka omaly
rindra10 >>>> hatao mihintsy izay mahatsara ny fete, jerena tsara ny avantage rehetra ato ampiasana chèques KDO,culture, vacances, ny remboursement rehetra => afaka manao fête tsara ihany

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: charentais
Date: 07 décembre 2014 - 20:44

Manao ahoana daholo indray!
Efa akaiky tokoa ity ny fety, efa mamboatra arbre de noel daholo ny olona, ny ato an-trano indray ilay artificiel irony fa mandoto trano rehefa vita ny fety. Ny noely no any bordeaux no manao azy miaraka @ mamanay ko, eto mantsy izy izao mba manao vacances kely, misy havana koa mantsy any Bdx fa ny fin d'année eto ihany fa mbola miasa ny 31 dia tsy afaka mandeha alavitra firy fa taraiky be vao mirava. Enga anie mba tsy hisy la neige fa io no tena mampatahotra rehefa mi se déplacer, lasa manao sky marotrafo moa ny filazan-dry zalahy izay.Mahafinaritra koa Tours sady miaraka @ i Maman izany, be gasy be ihany koa anie ao Tours raha tsy diso aho, indray2 ry zalahy manafika manao baolina aty @ Sud aty (Poitiers etc...).

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: charentais
Date: 28 décembre 2014 - 17:46

Manao ahoana daholo!!!
"Joyeux Noel" daholo aloho é, sura aho fa nahafinaritra toa ny aho daholo ny noelinareo nihaona t@ fianakaviana rehetra.
Aza adino ny forum tsika mba tsy ho faty é!
Dia ho tratry ny taona 2015 daholo indray.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 28 décembre 2014 - 20:50

Salama daholo e

Ie de nahafinaritra tokoa moa zany, natao zay mety e
Joyeux Nel ho anareo ihany koa de ho tratry ny taona vaovao, kely sisa.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: Charentais
Date: 01 janvier 2015 - 17:56

BONNE ANNEE SY BONNE SANTE daholo indray é
tonga indray ilay taona vaovao 2015, enga anie hitondra soa sy fahombiazana sy vola be ity taona ity. Manao @ loto ihany aho fa tsy mahazo firy fa ny vola fotsiny no miverina. Rehefa fety tahaka izaho aho no mba manandrana sao de, asa aloha raha mba mahazo kely t@ ity.
Nanao ahoana ny fety inoko fa nahafinaritra, sakafo sy ny nadiha ary karaoke no tena nandeha betsaka tao ny anay.
Dia mirary soa sy fahasalamana daholo.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: Charentais
Date: 05 janvier 2015 - 16:43

MANAO AHOANA DAHOLO ééé!!!!
TOA VARIANA Ny FETY DIA MIFANADINO TSY ENO DAHOLO!!!!!!!!!!!!!

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 06 janvier 2015 - 13:32

Bonne année daholo e, mirary soa ny tsara rehetra ty taona vaovao ty.
Sady varina @ fety no reraka e, ato ihany e
Tsara rehefa nety ny fety e
De nahafinaritra tokoa moa zany ny fetinay taty, @ 6 maraina vao Natory isan'andro kou.

Mirary soa e

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: charentais
Date: 25 janvier 2015 - 23:47

Manao ahoana Rindra!!
Manao ahoana ny reprise aprés ny fety? ianao efa miasa sa mbola mianatra, izaho aloha efa miasa izay no tsy dia hananako fotoana firy ny manoratra ato.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 28 janvier 2015 - 16:02

Manao ahoana Charentais a,

Reprise apres ny fety hoy enao, tena mafy e, ny akamona tsy nisy otran'zany, satry de ny hanao fety fona.
Za efa miasa ka, za koa anie tsy de misy fotoana tsony e, routine be ato, sady manatitra mpianatra alohan'ny ande hiasa, za efa manana lahy kely 5 ans. En plus tsy tiko oe sao manelingelina anareo eto fona.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: tsy lavitra
Date: 28 janvier 2015 - 17:34

Miarahaba ô!!

Tongasoa aty amin'ny Poitou-charentes ianao Rindra10.tena tsy lavitra anay zany La rochelle zany ry Rindra10, misy namanay mipetraka tsy lavitra anareo, misy malagasy maromaro ihany ao La rochelle, ny tsy lavitra anareo moa zany zao dia Niort na Poitiers, maro ny malagasy amin'ireo ville ireo, aty Poitiers misy fpma, sy fiangonana katolika ihany koa raha miinteressé anao.

mirary soa ô!

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: Charentais
Date: 02 février 2015 - 02:50

Manao ahoana Rindra sy tsy lavitra!!!
Normal aloha aprés ny fety mi-s'adapter ny rythme indray é, dia atao izay mety eo.
Manomboka misy namana indray isika izany sy afaka miresadresaka tsara. Ary Rindra toa miafahafa, tsy misy manelingelina izany akory fa miresaka izay tiana ho resahina isika rehefa malalaka é, tsy misy mifanome tsiny, atao fotsiny ny tsy mahafaty ilay forum, atao ny miresaka na dia kely fotsiny aza.
Bienvenu koa izany TSY LAVITRA é! bienvenu ato @ forum izany ianao. Nanao ahoana ny fety be t@ 2014 t@ fihaonan'ny gasy eran'i Frantsa tany Poitiers, @ fahazahoko ny resakao dia any Poitiers ianao angamba é! Saika mba lasa nandeha tany ihany fa lasa tany Bordx t@ we ny nisin'iny fety iny, dommage nefa une fois par an ilay izy, mahalalala an'i Poitiers ihany aho, efa ela be ianao no tonga tao?

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 03 février 2015 - 18:53

Manahoana daholo ndray

Ie de misaotra betsaka any tsy lavitra, vao telo volana zao za no tonga eto.
Lazain'ny olon fa misy gasy ihany ihany hony fa de tsy de mahita aloha za hatreto.
Tsy mihafahafa mihintsy a charentais a, zarako aza anie mba mifampiresandresaka aminareo eto e, fa mba tsy manelingelingelina koa nefa hiiii.

Eny tokoa, tsy de lavitra aloha poitier e, hay misy an'zany fihaonan'ny gasy zany aty, mba ilazao ihany rehefa mba misy an'zany mba hifampihaonana e.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: tsy lavitra
Date: 04 février 2015 - 20:10

Misaotra indrindra e!! mahafinaritra ny mitafatafa ohatr'zao e!!
marina ny filazanao Charantais fa eto POitiers ny tenako, ie efa elaela ihany zahay no teto ka!! nahafinaritra aloha ny RNS teto poitiers e! fa na izany aza misy indro kely foana rehefa ohatra n'io, ny ville teto moa dia ny resaka economique no nibahana tamindry zareo dia somary tsy nampisy olana laotra. indrisy fa dia any vichy indray hono ho an'izay mazoto hono any e!!hihihi

rindra10: hay ve tena vao telo volana ianao no ao e!! tena mbola mitady repere mihitsy zany, raha tsy diso aho misy gasy maromaro mivavaka ao amin'ny erf rochefort, tsy lavitra anao koa io tanana kely io, marina aloha fa somary henjana ihany hoe tsy mahita gasy zany amin'ny tanana iray e!! enga anie ka tsy hitovy ny any amin'ny tanana lehibe hoe na mifankahita aza dia ohatrany mifampijery fotsiny, mankahery anao aloha e!!

Mirary soa antsika rehetra e!!

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: Charentais
Date: 08 février 2015 - 13:15

MANAO AHOANA DAHOLO INDRAY!!!
kay izany any Vichy indray @ ity taona ity, tsy vao haingana no tany izy io no natao?
Mahafinaritra aloha mba misy fiaonana tahaka izany ny gasy é! toa nanaotournoi na baolina hono taty t@io.Ary be gasy ihany ve ao Poitiers ry tsy lavitra? misy organisation gasy? be fanonotaniana be aho ô!!

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: Charentais
Date: 25 février 2015 - 16:48

Manao ahoana daholo!
Toa "izaho irery no sisa"(Thierra Bruno) miresaka eto, nakaiza daholo ary?
Rehefa salama dia izay, manoratra aho sao foana ny forum-tsika!!

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: tsy lavitra
Date: 02 mars 2015 - 12:32

miarahaba antsika e!! tena zao ndray vao tafandalo mitsidika e!! salama daholo ve ô!
ie any Vichy ndray hono amin'ity taona ity e! vao tam roa taona angamba no tany, fa toa any foana matetika koa.
eto Poitiers misimisy ihany ny mpiray tanindrazana ka! misy no mbola tsy nifanena tamin'ny tenanay mihitsy aza nefa hoe mipetraka eto sy ny manodidina.Misy association Gasy eto ka! surtout ho an'ny Etudiant, misy ihany koa ny fiangonana fpma sy ny katolika.

Ary efa tamana ve hono i Rindra10 e!!

mirary soa ry namana isany .

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: ralobo
Date: 12 mars 2015 - 16:10

Tonga eto fa dia miarahaba daholo , roa volana izay tsy niditra moov fa vao manomboka ny taona e! manomboka miarahaba amin'izay

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rasata
Date: 12 mars 2015 - 17:17

Manahoana, namana ahoana moa no tadiavinao, fa izahay aty @ midi-pyrenees mitady namana any la rochelle fa manana projet hifindra any, koa ahoana ny hevitrao mety aminao ve ny namana ohatrizany, sa ahoana? dia valio fa izahay koa mitady ny ho any.izahay malagasy daholo an! famille zany zay eee. Veloma

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: rindra10
Date: 12 mars 2015 - 20:02

Zay ndray vao afaka nandalo, sahirana kely, manahoana daholo tsika rehetra.

Le any vichy aloha de tsy afaka mande ny tena na de te ande mafy aza.

Tsy lavitra// tsy oe efa tamana fa de mba miezaka e, somary mbola tsy misaraka @ GPS ihany aloha sao very hiii.

rasata// namana mba olona iray tanindrazana re raha sitrakao a, araka io voalaza io.
amiko aloha de mety, na za aza anie vao vetivety no tonga teto e

Manantena ny fahatongavanareo de mba tafaraka aty.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: charentais
Date: 07 juin 2015 - 23:53

Manao ahoana Daholo indray!
Izao indray vao afaka miresaka ato fa tsy teto antoerana, inoako fa salama daholo isika rehetra sy tsy tapaka ny forum-tsika.

Options: Répondre
Re: za ndray mitady ho namana
Par: gasy34
Date: 13 juin 2015 - 18:48

Bonjour Rindra10

manaova akia recherche ao @ fb , groupe ao département anareo d hita ao daholo ny gasy rehetra, d ianao manao tri aveo... fa misy aloha dia mapmé be eh, za taloha nitady namana t@ groupe facebook gasy eto @ département anay d tratran'lé question bête n'ny sasany hoe: gasy sa vaza ny vadindry? d inona no asany? ary ndry ve miasa? inona akia ny tomobile-nareo?manofa nareo ve? mdr mapmé be ny sasany fa bon nisy tena lasa namana , zay fa mazotoa akia aaa

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg