Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Avis de recherche
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Flacourt
Date: 15 juillet 2015 - 15:17

aiza dahôly isika nianatra tao amin'ny EPP Flacourt Ambavahadimitafo ka efa nampaianarin'i RABESO , "BASTOS" , Randriamampianina(talen-tsekoly talohan'i RABESO WILSON) ...?
sendra nijery album nangonon'ny mamanay aho dia nahita ny sarintsika fony mbola CE2 tamin'ny ....1956!
tena manja ilay sary : misy namana vitsivitsy tadidiko ny anarany ao amin'io sary io :Jacques Alphonse , Sahondra ,Faralalao , ...izaho (laharana faharoa avy ety ambany ary eo afovoany ho an'ireo izay mbola manana an'io tahiry io )

misaotra mifampizara tsiaro fafizay

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Flacourt
Date: 15 juillet 2015 - 15:19

aza fady
"tsiaro fahizay fa tsy ...fafizay akory"

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: bastos
Date: 15 juillet 2015 - 17:42

nampianatra anay tao amin'ny classe de 7ème io madama io ary mpifoka sigara bastos de raikitra tokoa hoe bastos ny surnom-ny
mpanao vacances tany Ambila koa izy
ary tadidin'ela ve i Ratovo vaguemestre ?

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: tablié maitso
Date: 04 août 2015 - 17:09

nanomboka tamin'io RABESO WILSON io ny fanaovana tablié rehefa mianatra
mazana be ny discipline : tsipihana manga sy lokona mena ny lohahevitra, penina sergent major no ampiasaina
milay e!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Court
Date: 08 août 2015 - 14:29

Rabeso Milson no izy fa tsy Wilson !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: misaotra
Date: 12 août 2015 - 14:01

salama daholo
tena mba tsy fantatro indray izany hoe Milson izany ; efa ho 56 taona izao no niheverako fa Wilson no fanampin"anarany ( 1959 aho no mpianany tao amin'ny 7ième ary izy dia vao tonga nanolo an'i ramose Randriamampionona sady direktera no nanana zanaka vavy tsara tarehy kely izay nantsoina hoe Beby ; tara be taminy aho tamin'izany )

misaotra e

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Court
Date: 14 août 2015 - 00:14

Zahay indray 1967 no 7ème ary izy no nampianatra t@ izany ! Nasika izany raha mpampianatra a !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: misy mahalala ve ?
Date: 20 août 2015 - 17:30

nisy zanany vavy izay nianatra tao amin'i Jules Ferry Faravohitra tamin'izany (années 60)
asa raha mba misy nahalala na tsia
ary nisy naha tadidy ve i Xiste ? nisy cousin-ko izay nofelahan'ny lery tehamaina dia avy eo izy lasa survéillant général tao amin'ny Galliéni (angamba nasondrotra grady satria tena nasiaka!)

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Bekotro marolatra
Date: 20 août 2015 - 20:46

Tena marina fa Sur-Gé tao amin'ny Lycée Gallieni i Xiste . Ny vadiny , insitutrice teny amin'ny annexe teny Ankadinandriana tamin'ny 1956 tany ho any . Manja izany raha ramatoa !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: MPIANATRA TALOHA
Date: 21 août 2015 - 15:00

mbola tsara ve io sekolintsika io amin'izao fotoana sa efa simba ? tamin'ny 2004 aho no nahita azy farany ary somary vakivaky ny fitaratra

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: olomalaza nanodidina ny sekoly FLACOURT
Date: 06 septembre 2015 - 17:56

ry Rabeson mirahalay avy , mpilalao mozika jazz malaza teto Madagasikaa (piano ,sax , bass , ...) dia miafanila-bodirindrina tamin'ny EPP FLACOURT ary tsy lavitra teo koa no nisy ny tranon'ny maire malagasy voalohany teto Antananarivo ( Tompokolahy Rakotonirina Stanislas ) ary farany dia teo ambony andrefany ny tranon'i Tompokolahy Naka Rabemanantsoa izay mpamoron-kira nalaza

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: ovay anarana
Date: 19 septembre 2015 - 12:00

tsy efa tokony oana anrana amin'izay ve ity sekolyb ity e ?
sekoly Ambavahadimitafo (jereo ohatra lycée Andohalo / Galliéni na lycée Faravohitra / Jules Ferry )
ohatra ; sekoly Naka Rabemanantsoa mpanoratra , mpamoronkira (jereo ohatra lycée Rabearivelo )

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: fanitsiana
Date: 19 septembre 2015 - 12:03

oana anrana = ovana anarana

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: KILASIMANDRY ZAZAVAVY PROTESTANTA
Date: 09 octobre 2015 - 21:58

tsy nisy kilasimandy zazavavy izay ve teo ampitan'ny sekoly Flacourt io ? rehefa mirava izahay dia indro andian-jazavavy manao tablier (tsy tadidiko intsony ny lokony) milahatra tsiroaroa miditra ao anatin'ilay vavahady mitafo dia mandeha mody ao anatin'ilay trano kilasimandry miloko mena
sa diso tadidy aho ?

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: RASOAMANANA Harijnato Jocelyne
Date: 15 octobre 2015 - 15:57

Miarahaba antsika

Izaho efa taty aoriana kely no nianatra tao, tamin'ny taona 1972 aho niditra tao ary mpianatry Mme Nicole, tsy nahatratra an-i Mr Rabeso, fa i Mr Rabe no tratranay, hitako mihitsy ny tranon-dry Rabeson mpanao Jazz, fa ny mpihira sy ny artista malaza anie be tsaka mihitsy no avy eny am Haute Ville e, Ry Lolo sy ny Tariny, ry Tsiakoraka, ry Fafa Andriamanjato, ry Ifanihy (ambanidia) i Dox ilay ao akaikin'Andafiavaratra, i Gilles Ramiharson teo Anjohy, ry Sammy ...

Manan-tantara iny toerna iny ary misy ny fikasana ny hanaovana iny toerana iny ho 'patrimoine national' ka andohalo no portail, dia mandeha mankany ambavahadimitafo, ny maison jean laborde, ny kilasimandry sy ny tanànan'ny FJKM, ny fitsarana ....

Mahafinaritra e, tsra raha mba misy hetsika hanatsarana any EPP Flacourt e, efa navadika EPP Ambavahadimitafo izy io tamin'ny andronay, izahay manjo génération fanagasina ratsiraka, fa tsy maty ilay maha Flacourt e

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Bessa adinonao
Date: 18 octobre 2015 - 11:33

ary tena mba adinonao i Rabe Samuel fantatra amin'ny anaran'artista malaza hoe Bessa ; teo Ankazotokana ( 300 metatra miala an'Ankadibevava nisy ny tranon'Itompokolahy Ratsimandrava) izy no nipetraka nanditry ny fahazazany sy ny fahatanorany
asa any aoriana any raha mba mety misy mpanao gazety sy mpanao fikarohana hamoaka an'izany ho boky misy sary mandrakitra ny toerana sy ny asa novokarin'izany artista rehetra izany (mety misy hilaza indray hoe mahantra loata ny Malagasy ka tsy hisy handany andro amin'izany kanefa any amin'ireny tany mandroso ireny dia nanao an'izany fikarohana izany foana ny terataniny na tamin'ny fotoana nampahantra na tamin'ny fotoana nisian'ny ady aza)
angamba ilay foto-pisainana no tsy mbola ao ; ny tenako manokana dia niaina foana nanodididna an'io toerana io (Flacourt , lycée Galliéni , fiangonana Amboninampamarinana...) fa saingy tsy manana an'ilay talenta hanoratra sy tsy manana ny fari-pahaizana hanao fikarohana ara-tantara
dingana voalohany iray lehibe io nambaranao eo ambony io ry Jocelyne ka asa raha ho tanteraka na tsia

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Court
Date: 28 octobre 2015 - 14:12

Ambatobevanja ve ilay kilasimandry zazavavy ?

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: asa aloha
Date: 02 novembre 2015 - 16:35

asa na Ambatobevanja na Avaratr'Andohalo ( ity farany no sekoly protestanta raha ny fahatadiavako azy ) ary ilay kilasimandry dia kilasimandry protestanta (toerana nisy ireo pasitera vazaha taloha), fa mety tsy nanavakavaka ara-pinoana koa aloha angamba ilay kilasimandry
fa zà sady mijery ny tovovavy mody ao rehefa hariva no mamonjy mitaingi-tamboha teo amin'ny tranon'i Jean Laborde rehefa maraina ndeha hianatra ao amin'i Galliéni (amin'ny 7h20 zà dia efa eo )

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: asa aloha
Date: 02 novembre 2015 - 16:38

..........mijery ny mpianatr'Ambatobevanja mi-défile eo ambany masonay ; tena nisy manjakely mihitsy tamin'izany an

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: FLACOURT
Date: 15 février 2016 - 12:58

mbola manao tablier maintso ve ny mpianatr'i Flacourt amin'izao fotoana ? mbola milay ve ao ?

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: efa mba nivoatra kosa e
Date: 23 février 2016 - 18:19

mety efa mba loko meva kokoa angamba amin'izao fotoana e!tsy maintsy mba manaraka ny toetrandro ny look fa aiza dia mbola hanao tablier fônafôna

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Court
Date: 26 février 2016 - 18:05

Ilay krô maitso fotsiny v no niova loko meva fa ny tablier mbola misy ?

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: photos d'archive
Date: 20 mars 2016 - 18:35

mety mbola misy photos d'archive ao amin'io sekolitsika io ? sa efa very nanjavona daholo ?

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: rgagax
Date: 03 mai 2016 - 16:16

1963-66, zaho nianatra tao..
I Rabeso mihintsy ny mampianatra ny morale izy zay, ny maraina..
Mananjanaka atao hoe Dada sy Voahangy izy.
Mahatsiaro ny kingory maintso koa, lay afenina depart any antrano, de refa tonga akaikin ny sekoly vao anaovana...dia refa mirava koa vao miala ny sekoly dia esorina...
Ny nianatra tafaraka tamiko tao dia :: Celin, lala, dada , labarre, fidy, vero, josée, laurent, mamibe, rondro, roger rabtfk, sns...zay no tadidiko..
Afaka sixieme dia tao amin ny bahut dray ny suite e!! betsaka iany zahay no afaka ..

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: za kosa...
Date: 05 mai 2016 - 14:12

...tamin'i Rabeso vao tonga (nisolo an'ilay tale teo aloha ,Randriamampianina no anarany ary nanana zanakavavy tena nahatara ahy nantsoina hoe Beby raha tsy diso aho) no kilasy de 7ème ; efa nahafantra an-dRatovo (planton) ve ianareo ? ary ilay madama mpianatra nantsoina hoe Bastos?
tena mba manja tamin'izany an!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: rgagax
Date: 11 mai 2016 - 23:56

Ye Ratovo planton tadidiko, tamin nisy fety tao sekoly dia nasian lay mpanao mazia paingojaza ny takolak ileria dia nandarà be... i Beby zany efa tsy dia tsaroako intsony,, fa madame Celine prof tao amin classe de huitieme koa ve tadidinao?? zahay moa tao amin 7eme tamin zany ngamba tamin taona 1964-65 tany hoany. Dia tadidiko mitsy hoe voahangy sy dada no zanak i Rabeso...raha tsy hoe i voahangy no Beby ????
amin manaraka e!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: court
Date: 12 mai 2016 - 15:48

Ratovo koa tadidiko, ary ilay tsenakely eo am-pitan'ny sekoly ? Ny fofon-tsakafo andrahoana (ho an'ny demi-pensionnaire) eo an-tokontany miditra any an-dakilasy rehefa manakaiky ny @ 12 ora koa aloha dia mahanoana mihitsy e !
I Brizy no tadidiko fa toa nièce-n'i Rabeso angamba izy izay !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: rgagax
Date: 12 mai 2016 - 17:07

Ny taona nianarako tao koa dia nisy ireto ankizy reto tao classe nisy ahy:
Toussaint;simon, gilberte lay mipetraka eny akaikin ny rova manjakamiadana, sylvie, gerome, alfred, peta, raphael, sahondra, mahefasoa;;sns..
Fa ny tena tadidiko dia ilay punition mandika 100 a 200fois ny je ne parle pas pendant un cours en classe....rehefa tratra miresaka zany e!
dia koa lay alefa eria ambodi-grillazy , mitsangana eny.
Lay ranomainty fanoratana volomparasy koa !!!!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: court
Date: 12 mai 2016 - 18:06

Nisy bandy komoriana izay niray kilasy taminay, Jafary angamba ilay anarany ! Fa dia nahazo lava t@ ramose e ! Kapoka mandrivorivo koa moa t@ ireny !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: za kosa...
Date: 12 mai 2016 - 18:53

tadidiko tsara mihitsy io zanakavavin'i rabeso io fa tsy io akory lay Beby resahiko;za ary ange manana sary taminizay CE2 fa tsy misy tadidiko ny anaran'ireo iray kilasy tamiko ; ilay instit zay miaraka maka sary aminay no tena mbola tadidiko tsra ny tarehany fa le anarany alohe ...
nenay ry court i Xiste , zay lasa tao@galliéni taty aoriana no tena nampahory ; tena mamelaka temaina mihitsy lery (bandy hoe georges zay no azony tao de nifori-drambo dahôly zay taty aoriana)

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: court
Date: 12 mai 2016 - 20:51

Ary ahoana ilay mihinana nivaquine isaky ny herinandro ery akaikin'ny WC ery ! Maro ry zalahy no manao mody mihinana nefa tsy any ambava akory !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: fito
Date: 27 juillet 2016 - 14:53

mpianatr'i Rabeso aho Taminy 1961-1962!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: za kosa...
Date: 27 juillet 2016 - 17:09

ianareo izany ry fito anisan'ireo izay nampanaovina tablier maintso (asa na misy carreaux ilay izy na tsia fa adinoko)
izahay mantsy ny mpianatr'i Rabeso voalohany (tonga nisolo an'ilay direktera nantsoina hoe Randriamampianina izy) ary ny taona manaraka an'iny izy no namùpanao ilay tablier
avy izahay lasa tany amin'ny lycée Galliéni
tena mba manja tamin'ireny an!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: fito
Date: 17 août 2016 - 16:06

any ianareo izay mahatadidy !! fito ranaivo ! Epp Flacourt de 1957 a 1961 ! classe 7e en 1960_1961 ! sur le meme banc toute l'annee scolaire avec Voahangy (Beby koa no fiantsoana azy)Rabeso ! tao koa izany hoe isabelle ra .. preferee de Rabeso , elle a du faire le lycee a jules ferry ! mbola tadidiko hatrizao : premier jour de classe , ma premiere punition : a faire 1000 fois "quand je reponds au maitre , je dois faire une phrase " les redoublants m'ont appris comment il fallait faire : on attachait 4 stylos de la meme couleur ensemble et ainsi tu faisais deja 4 lignes ! mafy izany fa avy eo efa zatra ! je ne connais pas , et dans mes connaissances non plus , un maitre aussi severe ! et pourtant je ne regrette pas ! un maitre serieux et rigoureux ! rien n'etait laisse au hazard ! dia mirary soa anareo izay nandalo tao e! miala tsiny raha mifangaro ny fitenenana fa taratriny nahalehibe koa io ! miandry vaovao izay mahatadidy !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: fito
Date: 17 août 2016 - 16:49

Fito ! nianatra tao epp Flacourt de 1957-1958 cl 10e ka 1960-1961 cl 7e ! en 7e avec Rabeso ,ainsi que sa fille Voahangy ( Beby koa no anarany) , tous les deux sur le meme banc toute l'annee scolaire !!!C'etait Rabeso qui choisissait les places ! tadidiko tsara: premiere matinee de classe , j'ai la premiere punition : "quand je reponds au maitre , je dois faire une phrase ""a faire 1000 fois ! heureusement , les redoublants m'ont montre l'astuce : on attachait ensemble 4 a 5 stylos de la meme couleur, et ainsi tu as deja fait 4 a 5 lignes !! il y avait aussi une " preferee " de Rabeso , Isabelle Ra...elle a du faire le lycee a jules ferry !!! malgre les punitions qu'on endurait,et sa severite , je crois que Rabeso nous a inculque la rigueur et l'honnetete ! C'est un passage scolaire qu'on ne regrette pas !! miala tsiny raha mifangaro ny fanoratana fa izany koa moa no niainana ! manantena vaovao avy aminy izay mahatsiaro ! Betsaka no tiana ambara! un ancien "tablier vert

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: za kosa...
Date: 18 août 2016 - 10:03

...dia tamin"ny taona 1958-59 no mpianatry Rabeso , kilasy faha 7 io ;tena marina tokoa ireo resaka "severe ! un maitre serieux et rigoureux ! la rigueur et l'honnetete" ireo ary mbola tadidiko hatramin'izao

izy no nampianatra anay hampiasa loko samihafa : tsy maintsy tsipihana mena na soratana loko maintso ...tena sarotiny be tokoa izy teo amin'ny endrika anasehoana ny asa soratra , ny fianarana lesona ...eny hatramin'ny fianaran-kira , satria anisan'ny taranja tsy maintsy atao ny mihira rehefa manala CEPE sy 6° tamin'izany fotoana ; ny ahy dia ilay hoe :

chère tempérance
combien nous t'aimons
tu mets d'espérance
partout sur nos monts
tu taris nos larmes
qui coulaient aux yeux
avec tant de charme
tu nous rends joyeux

combien nous t'aimons
combien nous t'aimons
chère tempérance
combien nous t'aimons

...no nanadinana ahy tamin'izany :
tena fahagagana mihitsy : 57 taona taty aoriana dia io , tonga dia mivoaka io avy ato an-tsaiko , ny tonon'ilay hira ry "fito"


vokany :
saika tonga dia afaka CEPE sy 6° daholo izahay iray kilasy

tadidiko tsara io zanany vavy io na dia tsy iray kilasy tamiko aza , sy ny tarehin'ny vadiny (ramatoa efa moderna be ny bikany tamin'izany)

Rabeso ? anisan'ny olona nanana toerana lehibe indrindra teo amin'ny fitaizana sy ny fampianarana ahy ; tsy ho adinoko mandra-pialan'ny fofon'aiko izany rangahy izany

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: court
Date: 23 août 2016 - 14:21

Ny ahy indray dia ny écriture no isan'ny taranja nahatsiarovako ny Flacourt ! Nanoratra t@ penina "sergent major" sy "mpamosavy" ! Mandraka ankehitriny dia tsy very ilay fahaiza-manoratra !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: court
Date: 24 août 2016 - 19:34

Dia faranana @ frise ny vita tontolo andro !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: tena marina izany
Date: 25 août 2016 - 17:21

tena marina izany lazainao izany ry court ; ary ilay ranomainty voloparasy sy ny fitoerany (encrier) efa misy lavaka natokana ho an'izany eo amin'ny latabatra ?
ary tadididnareo ve ilay planton nantsoina hoe Ratovo ?

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: court
Date: 25 août 2016 - 21:10

ie ! Tadidiko tsara ka. Nisy an'i Zefa koa angamba izy izay (t@ izahay tao 67-68) !!
Misy koa ny fanadiovana dabilio (fampiasana cire, papier vert, ...) rehefa faran'ny herinandro. Ny encrier indray moa toa ny alatsinainy maraina no fenoina raha tsy diso aho !

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: tena marina izany
Date: 26 août 2016 - 16:53

za izao efa ho 7 taona tsy nandalo tany ka asa na nisy fiovana (niatsara) na tsia : somary vaky mantsy ireo fitaratra sasany tamin'izay

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: fito
Date: 26 septembre 2016 - 22:56

Misaotra ny tsirairay manome fahatsiarovana ny fahazazana ! Za kosa sy ny "chere temperance" ! 4 annees de 1957 a 1961 ! mba mitady vaovao avy aminy ireo mbola tavela ! Tsaroako i Ratovo , ny masony iray ihany no mahita ! ilay institutrice en classe de 8e: mademoiselle Jeanne no anarany raha tsy diso aho , mipetraka teny Mahamasina ! Dia miandry maresaka indray ary e!aiza daholo ny sasany!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: BASTOS ?
Date: 27 septembre 2016 - 15:23

sao dia mba i Bastos izany mademoiselle Jeanne izany ? ohatry ny tany Mahamasina tany koa mantsy izy io no nipetraka ary nampianatra anay koa
izaho manana ny sarinay tamin'ny 1956 (kilasy CE2) ; raha misy bandy na kala classe de 9° tamin'io taona io dia omeo fomba aho handefasako io sary io any aminy ; misy olona vitsivitsy mbola tadididko ny anarany ( Faralalao , Zaka Alphonse ,...) ; ny mety ho sarotra dia olona 70 taona any ho any daholo ireo mbola velona ary mety tsy manao facebook na tsy manana mail ny ankabeazany

tena marina mihitsy ilay resaka Ratovo ; izao vao tadidiko ny masony

tohizo ny tsiahitsika ry "fito" fa mahafinaritra

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: fito
Date: 27 septembre 2016 - 22:33

Any Bastos Raha tsy diso aho dia toa mifoka sigara be tokoa i mademoiselle Jeanne ! Ramatoa mahia kely izay ilay izy! ny zokiko no classe ce2 taminareo angamba ! tao koa izany hoe Herisoa ! ny anabaviny , Jeannette no tafaraka tamiko , coiffeuse teny Antaninarenina taty aoriana!! tao koa ry Nirison , sy Ramasitera etc ....ny kilalao taminy izany dia ny kanety sy ny rugby , ny baolina ba tongotra no sesehana voridamba ! je crois qu'on s'amusait bien !Pagnol n'avait qu'a bien se tenir!! izahay moa mipetraka lavitra ny Flacourt , dia manao cantine : ny laoka tsara taminy izany dia henankisoa sy tsipolitra !!! izany indray aloha e!! Ho anareo izay mahatsiaro

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: opportune
Date: 03 octobre 2016 - 13:30

mba misy nahatadidy an'i Opportune Rabefaniraka ve ? izy io iray kilasy tamiko tao amin'ny Flacourt (tany amin'ny 1958 tany ho any) de avy eo ny rahavaviny atao hoe Monique Rabefaniraka niaraka tamiko indray nampianatra tany amin'ny lycée-n'Antsirabe (lycée André Resampa)

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: FARALALAO / SAHONDRA / RIVO KANETY
Date: 28 octobre 2016 - 16:37

JACQUES ALPHONSE ...izany no iray kilasy taminay tao amin'ny Flacourt tany amin'ny 56-58 tany ho any
mbola misy mahalala ve ?

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: ary FLEURY ve misy mahatadidy ?
Date: 28 octobre 2016 - 17:11

kilasy de 8°(1958) za no iray kilasy taminy , ary bandy tsara feo be lery tamin'izany fotoana ary mpanao "kopi-collé" an-dry Patrice et Mario , mpihira italiana mihira teny malagasy noforonon'i Naly Rakotofiringa ( "Inona no atao hoe fiadanana ?" ,na koa hoe :"tsy malagasy , izany feon-kira izany , kanefa be mpitia sy mpankasitraka ihany ..." )

nihira tery amin'ny podium , teo anoloan'ny hôtel de ville no nampalaza an'izy roalahy ireo (rehefa 14 octobre)

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Fito
Date: 28 octobre 2016 - 23:33

Any Fleury sy ny rehetra! annee scolaire 1959/1960 ,izaho classe de 8e ! ilay mpihira malaza , toa Joselito , classe de 7e ! toa mpanao theatre malaza koa ireo ray amandreniny!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: rgagax
Date: 16 janvier 2017 - 13:59

Voalohany aloha Bonne Année 2017 daholo isika ee!! hitondra soa bediabe ho antsika tsirairay zany taona vaovao izany, ary indrindra mba hiatsara sy itombo ny farimpiainan ny malagasy rehetra.
Mahafinaritra no maheno, toa maheno no azo lazaina azy, mahita reto tsiahy ifanaovana eto..
Izaho indray dia taona roa no nianarako tao, 1963-1965.. tadidiko tsara lay tablier Kingory maintso e! sy ny punition 100 fois a 1000fois selon sa gravite... hihihihi, dia lay manao tsylo efatra atambatra amin ny fanaovana izany xfois zany. Dia i Voahangy sy Dada zanak i Rabeso..Ratovo maso tokana fa fotsy ny iray..sns..
Zay aloha fa mankasitra e!

Options: Répondre
Re: MPIANATRY RABESO (Ambavahadimiatafo)
Par: Flacourt
Date: 26 janvier 2017 - 13:51

rgagax : dia faly miarahaba torak'izan koa ; hitondra fahasalamana sy fahombiazana ho antsika rehetra ts ankanavaka anie ity taona vaovao ity ; somary tara vao tonga ny fiarahabana fa efa ela aho tsy nandalo teto intsony satria tsy dia nisy nandray anjara loatra intsony teto ; tadidiko tsara mihitsy i Ratovo sy Voahangy io ary izahay moa tsy lavitra teo nonipetraka dia na andro st fianarana aza na koa taty aoriana ela dia mandalo eny matetitetika ; aza adino ny sekolitsika e

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg