Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Avis de recherche
Teraky Manandriana avaradrano
Par: rgagax
Date: 12 mai 2016 - 00:05

Miaraba atsika rehetra, ny arahaba hono, tahaka ny fary lava vanony ka tsy mety lany hamamiana. Atsipiko hoanareo tsirairay avy zany fiarabana izany.
Ny souvenir teny amin tanindrazantsika io no tsiavina eto, tamin fanenjehana omby, ny tsipoapoka, ny fizarana hena, ny trafo-kena hoan ny mpitaizakely, ny alin ny 25juin alina eo amin tokotany be, bal sy ny podium !!!
Ny tranonay dia teo akaiky teo ka tsy dia olana ny fanarahina ny lanonana, nefa nisy fotoana nantao taria amboni-tanana ny bal !!! ary ny harendrina sns..
Manasa anareo aza hirediredy eto e!

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: kororosy
Date: 12 mai 2016 - 08:26

Sa lama daholo e.nafinaritra le mahazo trafonkena Kely isaky ny omby vonoina an .tamzany mbola boay kely. Asa nareo râ f nana sa lamba tao ambany andrefana .manjono tany kororosy. Matsaka rano tao ambany avaratra .génération t@zany ny zanaky pastera .nafinaritra NY revy taloha e

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: KIAINA
Date: 12 mai 2016 - 12:34

Ny mponina tao ny ankabeazany dia mpanefy firavaka, ary anisan ny tanana ny taranaky ny andriandehibe Ralambo.zay zay lazaiko ito ambany ito ny ireo zanany.
Ankoatra ireo dia mbola nanambady Andriambavy maro ny Mpanjaka Ralambo, toa Ny Andriambavy Ratsitohinimanjakanalondrano, Ny Andriambavy Rafotsindrindramanjaka, ary Ny Andriambavy Rafotsitohinimanjaka. Ary ireto avy no Zanakandriana nateraky ny Mpanjaka Ralambo (1575-1600) ary nifanambady ny tarànany, izay ao anaty ny sokajin'andriana Zanadralambo amin'Andrianjaka:

- Andrianjaka ao Ambalanirana sy Antananarivo,
- Ravololondralambo,
- Andriampanarivomanga ao Lazaina,
- Andriantompobe ao Ambatofotsy-Avaradrano,
- Andriamasoandro ao Manandriana-Avaradrano,
- Andriampolofantsy ao Ambohitrantenaina sy Antsomangy,
- Andriantompomanjaka ao Andranovelona,
- Andriampontany ao Soavinimerina,
- Rafidy ao Ambohidrano-Atsinanana,
- Andriantsinompo ao Ankadindravololona.
- Raondriana, taranaka avy amin'Andrianjaka izay nipoiran' ny Zanadraondriana ao Mangabe Masinandriana.

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: Mpanadihady
Date: 12 mai 2016 - 19:18

Ary ry Andriandreraka moa izany mba avy taiza amin'ireo voalaza ireo????

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: Manavaradrano
Date: 26 mai 2016 - 21:44

Misaotra anao tam fampianarana tantara,
Ny tena mantsy dia teraky Manadriana avaradrano fa dia tsy mahalala inon'inona am tantara fa dia hoe taranak'i Ralambo, Zanadralambo, izay fotsiny ihany.
Ny zavatra tiako mba homarihina fotsiny dia ilay momba ny tolon'omby isaky ny 26 jona. Tsy misakana ilay hoe efa fomba ilay izy kanefa tokony hodinihina ihany fa omby mahia kely efa reraka, efa tsy mety mandeha intsony aza dia mbola iny ihany no korontanin'ny olona. Mampalahelo ny mahita ilay biby zavamanan'aina toy ny tena ihany nefa dia toy ny ampijaliana indray. Taloha izy io dia omby matanjaka sy vory nofo tsara, fa asa noho ny krizy ve dia omby mahia tsy velon-komana sisa no ifanenjehan'ny olona. Lasa fampijaliana ilay omby indray ilay izy ka lasa tsy mahafinaritra intsony. Atsipy any ampon'ny mahalala izay fanamarihana izay.

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: Rabiby
Date: 30 mai 2016 - 14:23

Ary iza no vadi beny Ralambo teny Ambohidrabiby satria teny izy no nanjaka, ny Dadabeny lay hoe RABIBY (toa hoe ARABO io) avy @ teny arabe hoe HABIB, dia eny koa ny fasan-drazana misy azy!

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: fandrefiala
Date: 09 juin 2016 - 21:28

salama daholo tompoko,

Mahita ity lahatsoratra ity ny tena dia mba te andray anjara fa avy eny manandriana. Misy taranak'i Ramamonjisoa Martin na havany ve fa mba tiako ho fantatra ary mba te hifandray @ izy reo ny tenako fa manao fanadiahadia momban'ireo havany sy taranany rehetra

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: avaradrano
Date: 06 juillet 2016 - 12:26

Bjr ,

Nisy arendrina sy tsikonokona ary fetifety ve tany antoerana tamin'ny 26 Juin teo ?

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: domoina1
Date: 13 juillet 2016 - 13:33

misy antony ve le manasa lamba eny ankororosy refa vita fandevenana

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: rgagax
Date: 09 août 2016 - 17:20

Fandrefiala: mahafantatra famille RAMAMONJISOA tokoa ahy, tsy haiko raha Martin na Hubert no fanampinanarany!!! afaka manome antsipirihiny hafa ve ianao ?? ohatra ny ny anaran ny vadiny, na ireo zanany lahy sy vavy ???
-domoina1 : efa fomafomban ny teraky manandriana io e!! fa misy koa olona tsy teraka no mandala an io fomba io..
-avaradrano : ny tenanko tsy teny Manandriana tamin ny 26juin farany teo fa misaoana ny fianakams.. ny resaka arendrina sy ny hafa tsy haiko zany.. fa ny omby dia nisy novonoina..
Fa zany no dina ny teraky Manandriana hoe refa fianakaviana manamanjo dia tsy mamono omby, efa tokony ovaina amin izay io fepetra io, fa efa lany andro..tokony hafaka mamono omby foana rehefa te..samy miheritreritra e!! fa ny anay zao zao efa anadalam-pivoarana hiova amin ny fanaovampety foana ninoninona mitranga!!
Mankasitraka ee!!

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: FANDREFIALA
Date: 21 août 2016 - 23:54

rgagax: misaotra anao namaly fa tena liana tokoa ny tenako ahafantatra ireo olona nipoirako. Ramamonjisoa martin nanambady an'i rasendrasoa beby avy ao lazaina avaradrano dia niteraka an'i rabetokotany Gabriel, Ramamonjisoa Rene Andriamihaja maurice, Ravonintsoa céline, Rahelisoa Clotilde,Rasoamalala Lucie. Manana havana na iray tampo i Ramamonjisoa martin hoe Raveloson fa tsy haiko na iray tampo aminy na havana fotsiny satria ny olona taloha tsy misy mitondra ny anaran'i rainy niteraka azy fa samihafa daholo dia tsy fantatra mintsy hoe mpihavana sa mpianaka. Ramamonjisoa Martin io dia rainy dadabeko andriamihaja maurice florent ary milevona ao manandriana ao @ fasana be vao miditra ny tanana. Misy olona efa nanome lalana ahy ihany hoe havanay Raveloson Tsiory fa tsy namaly mintsy ilay finday. Misaotra mialoha

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: zanak'i Manandriana sy Lazaina
Date: 22 août 2016 - 19:43

> Fandrefiala

Misimisy ihany ny fianakaviana fantatro sady avy ao Manandriana no sady avy ao Lazaina . Ny taranak' Ramamonjisoa Martin dia nisy fantatro koa fa mpanejika sy mpanafana fety tao Manandriana rehefa 26 Juin . An'isany izany ireo mirai-tampo amin'ny rai-amandreninao . Ka maninona raha izy ireo no anontanianao momba an'i Ramamonjisoa Martin ? Raha eto antoerana moa ianao dia afaka manantona an'i Emile ; raha atsy La Reunion ianao dia afaka manantona an'i ( Raymonde );raha any Frantsa , dia any ry Max , ry Gérard , etc...
Maririhako fa nianatra tany Lazaina aho fony mbola ankizy ary nisy tamin'ireo rai-amandreninao no nampianarin'i Pasitera Désiré niaraka tamiko .Tsy nifanalavitra koa ny tranonay tamin'izany , ary matetika izahay niaraka nilalao sy niaraka mianatra hira sy sekoly alahady . Misy 13 na 14 ny zanak'i Ramamonjisoa fa ts'ireo tanisainao ireo fotsiny .

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: FANDREFIALA
Date: 24 août 2016 - 18:48

>zanak'i Manandriana sy Lazaina

Manomboka mazava amiko kely ilay tantara tonga dia ampafantariko anao ary fa zafikelin'i dadabe maurice sy nenitoa emilie ny tenako zanak'i Emile lahimatoa ary iray tampo @ dadako daholo ireo tanisainao ireo satria azoko hoe fantatrao daholo ny fianakaviako. Mipetraka aty ivelany avokoa izahay zanany fa i dada sy neny ihany sisa no any toamasina. Efa niresaka tamin'i Dada sy ireo iray tampo aminy aho fa ny tantara dia rasoanandrianina no vadin'i ramamonjisoa martin voalohany niterahany an'i Ramonjisoa Auguste ao mahatony. Maty teo ampiterahana rasoananadrianina dia novadiany i rasendrasoabeby rahavaviny @ fombany olona taloha dia niterahany an'ireo mpiray tampo @ dadabeko voasoratra eo ambony ireo izany hoe auguste sy ireo sy ireo voalaza ireoambony ireo ihany no fantatray. fa mety mbola nanambady ndray izy taty aorina satria nisara-belona izy sy rasendrsoa beby ary maty taminy 1949 ramamonjisoa martin. Raha dinihiko tsara zany ny voalazanao dia mety mbola misy taranany hafa koa ao manandriana ao. Fa ny tena tiako ho fantatra zany dia hoe iza no niteraka an'i ramamonjisoa martin sy ireo iray tampo aminy koa tiako ho fantatra. Mba azonao lazaina ve hoe iza enao fa mety tonga dia fantatr'i joujou sy emile enao. ary mety fantatrao zany rabakoarisoa izany. Misaotra mialoha tompoko

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: rgagax
Date: 09 mars 2017 - 21:49

MAMPIAKATRA kely sady manohy iany ny firesahana.
Tena olona fantatro daholo reo lazainao reo ry FANDREFIALA,
Papa Maurice niteraka an i Emile sy Joujou ary nisy anabaviny zay raha tsy diso ahy..
i joujou lay saika maty tany ambila ?? novojena teo amorondrano teo..navoaka daholo ny rano tao anatiny.
lay fianakaviana MAurice (efa maty), Celine (zanany : davida.sy honeste;), Clotilde-andriamboavonjy (zanany : vavy roa fara sy ., ny lahy no betsaka, zay no nahatonga niantsona azy hoe marolahy.), lucie (maty) vadin i andre (maty) mananjanaka : jean kely, bena, raivo , fara, poly,etc..)
Fianakaviambe reo tao manandriana.. misy afaka manome fanampin-tantara aty ampita,France ..zanaky andre sy lucie..(mamalisy) hoy zahay....
Tadidiko tsara daholo ireo zanany reo ka.
Mankasitraka

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: azal
Date: 12 avril 2017 - 13:26

rgagax, iza avy moa le hoe génération an i zanaky'i pastera?

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: azal
Date: 12 avril 2017 - 13:30

HO AN I KOROROSY IO FANOTANIKO IO AZAFADY

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: Mianatra
Date: 25 juin 2017 - 20:44

Matsiaro ilay tolon'omby !!!!

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: Aja
Date: 03 juillet 2017 - 12:41

Salama,
Interrésse @ le sujet, sô de mba afka manome detail mikasika an'i Rasombelonoro azafady.

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: Mianatra
Date: 07 juillet 2017 - 11:51

Dia @ 30 juillet 2017 izao ny sakafom- piraisana eny @ espace eldorado ka asaina daholo hono na ny eto an- toerana na ny any andilam-bato,
Andao amboarina ny programme vacances é!!

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: $ongomby
Date: 11 juillet 2017 - 07:40

Fa manambady im-piry rangà reto ny razambenareo zany a? Vao dadabe ve de efa tantara be mistery ohatr'izany le? Ny anareo zany ny arbre généalogique vao eo @ dadabe de efa mistery? De hatreo @ inona zany no manomboka ny fasan-drazana?

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: Radoara
Date: 15 juillet 2017 - 16:11

Ka ry Songomby kosa dia miditra @ aferan'olona an!
Fomba taloha kosa ny mapirafy e!

Options: Répondre
Re: Teraky Manandriana avaradrano
Par: $ongomby
Date: 15 juillet 2017 - 17:09

Zay zany le hoe taranaka hebreo ko. Nefa vao mihoatra ny dadabe aza de efa mistery sy anganon'ny ntaolo. Ny ahy rizalà nanomboka 1640 dia ananako ny tetiaran'ny fianakaviako a. Ny tany alohan'izay kosa aloha mba tsy haiko koa. Fa tsy mbola nanana dadabe nanambady im-bedebe zany a.

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg