Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Avis de recherche
SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: tavoangy atsipy anaty ranomasina
Date: 23 octobre 2016 - 18:33

Mamy no anarany ary mianadahy izy ireo no nianatra tao amin'io Lycée André Resampa io tany aminn'y taona 1974-75-76 tany ho any
mpinama izahay tamin'izany
sipa manjakely mihitsy an

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: ranovisy
Date: 24 octobre 2016 - 16:02

soa dia atsipy any anaty ranovisy no tianao tenina ? tsary misy ranomasina mantsy aty aminay

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: JOSEA
Date: 29 octobre 2016 - 21:46

ary Joséa angaha adinonareo ? sipa manjakely , kilasimandry sady manana classe (ohatry ny hoe taille mannequin tamin'izany )
ary ry Aloma mban-dry Gisèle (zanaka tompona hôtely na restaurant teo akaikin'ny cinéma Ritz) ;iray kilasy tamin'i Bekoto izy ireo tamin'ny 1ère A2

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: JOSEA
Date: 29 octobre 2016 - 22:52

ary Joséa angaha adinonareo ? sipa manjakely , kilasimandry sady manana classe (ohatry ny hoe taille mannequin tamin'izany )
ary ry Aloma mban-dry Gisèle (zanaka tompona hôtely na restaurant teo akaikin'ny cinéma Ritz) ;iray kilasy tamin'i Bekoto izy ireo tamin'ny 1ère A2

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: Big mianadahy
Date: 31 octobre 2016 - 19:40

izy mianadahy ireo koa no tadidiko internes tao , ary toa nihira koa izy dahy ireo (samy Big izy tamin'izany)
fa ny sipa tena itako fa manja be tamin(izany (1974) dia sipa nantsoina hoe Martha ary terminale A izy ;tara taminy be za fa sanigy tena tsy abordable mihitsy kala

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: SG ; jean david
Date: 06 novembre 2016 - 15:54

mbola misy mahatadidy ve i Jean David ? somary nasiaka ihany lery
nisy zanany lahy no iray kilasy tamiko tany amin'ny 1ère ; adinoko na ny anarany aza

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: mbola velona ve
Date: 09 novembre 2016 - 15:33

mbola velona ve nedala io ? nanambady sipa natora zay izy tamin'ny 75 tany ho any ; izy mantsy somary bôgôsy izay ihany ; tahakan'ny star holywood (john wayne ...)

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: MOYENNE D'AGE : 60 ans
Date: 10 novembre 2016 - 18:20

ol efa soir dôly ange no tadidiavinareo => tsy hita eto amin' internert tsony zany

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: Nahoana
Date: 11 novembre 2016 - 13:19

Fa nahoana no tsy hita eto amin'ny internet intsony rehefa > 60 ans ? Izaho efa > 70 ans mbola ity eto ihany ! Ny prof de Maths-ko : Parchevaux , anglais : Marchand, Histo-Géo: Mme Moulin etc...

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: zany ka mbola tanora
Date: 11 novembre 2016 - 15:20

miarahaba anao ry raiamandreny na koa zokibe hajaina ; tena hita taratra eo amin'ny fanambaranao eo ambony io fa tena mbola tanora ara-tsaina ianao no sady tsy very tadidy tokoa ; ny tenako manokana dia tsy mahafantatra an'ireo mpapianatra ireo na iray aza ; 58 taona aho izao ary ary 1ère aho tamin'ny 1974 ary y prof-nay kosa tamin'izany dia DUFOUR mivady (marika) , RAKOTOARISON FILS (malagasy) , JEAN CLAUDE na SYLVESTRE (sport),POTIER JOSIANE na Tompokovavy RADERA MONIQUE (histo-géo)...RAMAHERISON no proviseur tamin'izany

fahatsiarovana daholo izany sisa ; somary simba ny lycée-tsika tamin'izaho nandalo tany farany

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: Linitse
Date: 27 janvier 2017 - 13:17

Manakory aby ô
Mbola nampianatra anay i DUFOUR, JEAN CLAUDE sy BENJAMIN sy SAMUEL , Rabenila ireo no EPS, MAGUY no Anglais, RAVALITERA ny malagasy, Ilay madame tsara tarehy iny no proviseur iza moa dia avy eo nosolin'ilay be volombava izay, i Jean David no surveillant, ry JAMES sy RAMANKASINA koa Anglais, Disaina no physique ohatran'ny katry lava izay. I Robin no prof d'allemand. Nisy prof de math mpiteny ratsy izay.
Nanao fampisehoana izahay tamin'izany : LINITSE asa misy namana ve miserasera eto.
Ravalitera no nitarika tamin'izay.

Tsaroako ilay mankany anaty sous bois.

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: Prjit01
Date: 27 janvier 2017 - 15:27

Zah indray dia ny taona 1975 no nianatra tao ka classe de 5ème t@ izany. Zanaky ny Pdt Tribunal t@ zany mianadahy no iray kilasy tamiko. Nisy koa ilay zanaka vavin'ny Econome ny Lycée t@ zany Veroalisoa....

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: 74-76
Date: 27 janvier 2017 - 19:47

74-76 za no tao ary Ramaherison no proviseur dia nosoloina an'i Rabezandriny (AREMA) rehefa lasa ministry ny fampianarana ilay prof d'"hissto-geo tao-Théophile fa adinoko ny anarany ; fantatro daholo ireo prof resahin'i Linitse ireo ary ilay prof de math angamba dia ramose Rajo na Rajho (efa maty izy io efa ho taona vitsy izao);izy dia somary bandy tena sympa izay an ; asa na Mme Yvonne ilay proviseur tsara tarehy na tsia ? fa Maguy koa tadidiko (nanambady gasy izy io raha tsy diso aho) ary Ramanankasina sy Rabemila Marc koa no efa maty ; ry Dufour mivady dia mbola velona any ary mipetraka any akaikin'ny Lyon any raha tsy diso aho
zay indray aloha ny vaovao e

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: Linitse
Date: 07 février 2017 - 12:47

Manakory aby ndray e!

Ramaherison marina ilay proviseur dia nosoloin'ny Mme Yvonne , dia avy eo ilay be volombava (censeur izy dia lasa proviseur). Efa maro izany no efa maty , efa taona maro izay e, isika aza moa efa hananika ny soixantaine, misy ireo efa mihoatra aza. Milalao basket no tena mba nankafizoko , manao dimy d miala. Asa mbola misy prof vazaha ve ao izao sa efa tsy misy intsony. Fa betsaka koa ny mpianatra tao no lasa dokotera , lasa any ivelany tena betsaka.

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: jean claude
Date: 07 février 2017 - 17:24

angamba mety ho Jean Claude Rakotozafy ny anaran'io proviseur misy volombava io , avy eo izy dia lasa tany amin'ny lycée JJ Rabearivelo (Tana) raha tsy diso aho ; fa ilay Yvonne manajabe io tsy nety fantatro izay niafarany ; mbola velona ve ? prof tao amin'ny CEG tao no vadiny tamin'izany

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: st Jo bira
Date: 11 mai 2017 - 15:04

Ramaherison izao dia manana resto eny Ambatobe akaiky Lycée Francais izy mivady - Tsara Sakafo no anaran'ilay resto.

-I Jean Claude Rakotozafy indray prof d'anglais tao @ Lycée antsirabe tao tà izany 75-76-77 dia avy eo proviseur tao @ Rabearivelo. Mitana resto "Sahamadio" ao Ilafy izy mivady izao.

Tsy tao @ Lycée aho fa St Jo t@ izany kanefa fantatro tsara ry zareo ireo.

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: tsymoutondepanurge
Date: 26 mai 2017 - 20:00

sipa métisse ni resak toa lasa fitantarana leaza. a. !!! ndao hanao retrouvailles. eto ry mpianatri bira retra e !!!!!!

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: tsymoutondepanurge
Date: 22 juillet 2017 - 18:05

NY AHY ny prof itpv mme radera dufour lahy glemarec sahondra ramanakasina anglais mme et mr otrany karana iny tsy tadidiko fa ampio de seconde a trminale d !!!!!!jn claud prof de gym ........PROVISEUR EX CSR Ravoloarimefy moa ???? CENSEUR RANGAHY MIPETRAKA ATY AKAIKINAY ZAO ......I MR SYLVESTRE PROF DE GYMN LAVABE INY MIANTSENA AO @ TSENAN IVATO FOAN A ZAO ;.........ZA Niara nibosy t@ ry lerina nivo photo tsikk
le noah jules ardel inspecteur general d police izy zao ry olga zanot lava be etc ;;;;souvenir é !!!!!!!malahelo fa mba te hihaona hitantarana ny hadalana sy fifaliana !!!!!bonsa daholy é !!!!

Options: Répondre
Re: SIPA METISY SINOA TAO AMIN'NY LYCEE ANTSIRABE 1975
Par: berevy
Date: 26 juillet 2017 - 19:28

lay description ery @ voalohany ery tokony ovaina, efa tena ramatoa zany olona zany fa tsy sipa an, tena efa bôfy mintsy e

ary mba misy mahalala ve i jean claude canadas nampianatra physique anay efa taty aoriana2? mba nankaiza ary zay i lery

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg