Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Cinéma
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: tsiaro
Date: 09 juin 2013 - 08:45

Nanodidina ny taona 1970, 1980 dia nalaza mihitsy ny tantara isaky ny atoandro @ 1 sy 5 taloha , toa mijanona mihitsy ny zava-drehetra rehefa tonga io léra @ 1 sy 5 io

Ny asabotsy alina koa torak'izany fa dia mila tsy hahandry ny sabotsy alina hihainona tantara.

Ireo fandaharana 2 ireo dia samy mitangorina mangilatsofina @ poste radio 1 ny ao an-trano, raha tsy ao an-trano ianao t@ zany dia eny @ toerana izay lalovanao mpivarotra eny an- tseana, na eny @ mpanety volo dia mijanona kely eo aloha mihaino tantara @ 1sy5, na any @ toeram-piasana dia nijanona kely mihitsy ny asa rehetra.

ireto misy santionany ny tantara nalaza sy ireo mpilalao nalaza tao @ Radio Madagasikara ( toa taty @ taona 1990 tany ho any vao nivadika RNM raha tsy diso ny fitadidiako )

Komisera Ratandra sy Bako mpitsongo dia,

- Sesi-kidoron'ny Mamitiana

Dia samy mba milaza ireo tantara fahiny nalaza

Ny mpilalao indray dia

Nalaza ry Vahandanitra, ry Solofo José, ry DaWilly, ry Clara, ry Zoeline, ry Gégé sns...

Asa @ izao fotoana izao raha mbola mahaliana sy mbola malaza ireo fandaharana 2 ireo ?

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: tsotra kely
Date: 12 juin 2013 - 13:11

-Nofonosin-damba Nenivelo.
-Nanjavona t@ izay.
Be dia be tsy voatanisa

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: radirect
Date: 12 juin 2013 - 14:54

Didipoitra Balita

Karil Schesman

Tangena sy kobay

Ary tsy tadidinareo ve ny fandaharana tao arianan'ny "haody Rasoabakobako"?, tsy inona fa ny sangisangy zary tenany, misy an'ilay hira hoe :
Sahondra kanosa toa dokodahy,
aza tezitra enao fa somonga ny ahy e
E!e!e! Fa mandry ve ny salanitra ô!ô!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: naheno koa
Date: 12 juin 2013 - 15:11

tany mpamosavy!! fa izaho taminy mbola kely tsy dia haiko tsara ny tena titre, nahafinaritra ireny fotoana ireny

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: mars 1
Date: 12 juin 2013 - 16:32

Ifanoela sy Noromasina tsy angano fa tantara @ 1 sy fahefany nosoratan'i Vahandanitra le misy an-Dramarosira iny, za mahita fa ra hatao film iny tena milay an!!!!!!!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: tsiaro
Date: 13 juin 2013 - 15:23

Fa ny mahavarina asa ra tsikaritrareo fa ireo tantara ireo dia any amboalohany misy resaka ratsy foana, misy fankahalana sns... Fa rehefa @ farany dia mifamela heloka, lasa mifankatia...lasa manjary anatranatra ny ho @ hoavy no ifaran'ilay tantara.

sa izay lay taratry ny toetrantsika gasy sy ny fiara monina gasy

Toa mbola tsy mbola nisy fiafaran'ny tantara ka tsy niavana na tsy nifamela heloka

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: ttr
Date: 17 juin 2013 - 13:39

Ny tenako de tena mpihaino anreo tantara reo na amn atoandro na ny isak'Asabtsy al to nisy ko ar Alakamisy na Talata Al saingy efa tsy misy tsaroko tsony ny lohateniny, ilay oe Trano tokana Ankaizina zao no mba tadidiko satria tena nampatahotra ahy mafy ary tsy nahitako tory mihintsy
Misy ko ny Angano an isaky ny Alarobia to i Eléonore RASOLOFOMANANA ngamba no mpanolotra de mialohan'ny tantara tsy maintsy misy hira ho an'ny ankizy foana oatra oe il faudra leur dire an'i Francis Gabrel

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: korazy
Date: 20 septembre 2013 - 16:12

ny tena tadidiko de le oe TSINGARIVARY mlay an

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: antholo
Date: 22 septembre 2013 - 07:28

salama daholo,

ny ahy somary hafa kely, satria ny tena mahafinaritra ahy dia ny anthologie du mystère alefan ny RNM isaky ny alahady alina. Fa ohatrany tsy misy intsony izao. Nareo mahita fomba ahitana an'ireny ? (cd na bande magneto)

Misaotra betsaka

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: ambodivona
Date: 23 septembre 2013 - 10:27

Ny tsaroako tamin'ny tantara aloha dia :

Ifanoela sy Noromasina , fitsaran'ankizy , Ralaikamo Ralaimazoto (mampihomehy) , 2 Jolay (tantara nampatahotra be tamin'izany) , dia nisy ilay tantara izay koa ny bande originale ilay hiran'ny Bruno Raisner kotro-baratra iny dia ohatran'ny tamin'ny RN44 (moramanga-ambato) iny no nisehon'ny tantara , Clara sy Solofo José angamba no nilalao azy izay fa milay tamin'izany ny mihaino azy

Ireto no mpilalao tadidy : Vahandanitra , Solofo José , Da-Willy , Iarinaivo , Gégé , Clara , Zoéline , Clothilde , Nirina , Aimée , Rasolofolala ,...

Indray mandeha Za vao haingana tany ambanivohitra dia mba nihaino tantara tamin'ny RNM fa toa efa tantara lalaovina amin'izao daholo no ao : asa angamba mety may tamin'ireny 2009 ireny daholo ny tantara taloha.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: dangtsymaty
Date: 23 septembre 2013 - 12:34

LAY ATIDOHAN-KENA MEVA : miorohoro mints taloha mihaini an'reny!
Betsaka tsy tadidiko ny titre fa lay tantara no tadidy; SARIVOLANA zao no tantara nohainoako farany t@ RNM

Date: 23 septembre 2013 - 13:42

antholo>>za koa tena mpihaino anio a,
version X-FILES iny ee

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: bebe
Date: 23 septembre 2013 - 15:40

Ary efa nahazoazo taona daholo ianareo eto izany an!Eo amin'ny manodidina ny 50 taona eo!za koa nihaino ireny tantara teneninareo reny tamin'ny fahazazako sy nt adolescence-ko.Nafinaritra ery taloha

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: iza
Date: 24 septembre 2013 - 17:50

iza re zao e!

jean robert

komisera ratandra sy bako mpitsongo dia

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: île
Date: 01 octobre 2013 - 16:10

nosy wak wak mortderireapplause

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: faradada
Date: 03 octobre 2013 - 11:13

@ 1 sy fahefany koa fa tsy am 1 sy 5:

rahona mainty, ilay fo menarana, karil tsetin aninalaugh

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: mahantra
Date: 04 octobre 2013 - 10:32

Lakolosi-paty misasak'alina

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: dangtsymaty
Date: 04 octobre 2013 - 12:52

mahantra>>>tadidiko mintsy io tantara io , efa niverimberina tao @ RNM fa vao mihaino hoe:"Lakolosi-paty misasak'alina" de miorina mintsy nyloha, tsy te-hihaino nefa curieux be.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: ekipa
Date: 04 octobre 2013 - 13:30

2 jolay

oay ty za!!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: bil
Date: 07 octobre 2013 - 17:22

tadidiko marin reny le karil tsesman e bdb na le tatara mapatahotra aza d mb manapitsofina ery tamzany

mety mbol voatahiry v reny sa mai doly tandremo so avadika politika eo ndray an

fa ra mbol ao reny tokoni mba averin rnm iani e maaz volabe zareo satri ho betsaka ny mpanao pub

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: dadafara
Date: 16 octobre 2013 - 15:13

Faradada > T@ ny 1 sy 5 taloha fa efa tafara vao novaina t@ ny 1 sy fahefany. Mbola tanoranora angamba ianareo tsy nahatratra le t@ ny 1 sy 5

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: mirandava
Date: 28 octobre 2013 - 10:02

Zanak'iza re ity ry lanitra ô?
mpanatontosa Etienne Theodore

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: ali
Date: 28 octobre 2013 - 15:00

le LAKOLOSIM PATY MISASAK`ALINA ,CARYL TCHESMAN,de zay alo no tadidiko fa be de be mintsy am zay le tantara tena ataondry zareo am le foe tena mampitaotra reny mintsy,mivarahontsana tanteraka ny any anaty any tam zany.....hihihi

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: zorodombo
Date: 29 octobre 2013 - 10:05

mbola tiako fanoratana tantara koa i Ranoarisaona Zanany, ny mpanoratra tantara amin'izao fotoana dia Saholy Rakotonanahary

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Gangs
Date: 16 décembre 2013 - 14:23

Mbola zaza izahay tamin`ireny. Ny tele izany tsy nisy tao an-trano. Rehefa sabotsy hariva, hidina ny jiro (satria mandany jirama) dia atao ao an-dalantsar ny radio, atao mafimafy dia amin`izay sady maheno ry Dada sy Neny ao an`efiny no maheno izahay ankizy. Mihorohoro mihitsy rehefa ilay tantara horera iny ao anaty maizina ... GGRRRRRR

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Joe
Date: 18 décembre 2013 - 11:39

ireto indray mampiomehy:
-Satroka bonetran'i Dadabe!
-Didim-poitra balitako ô!
-Mba zanak'iza ary ity? (nisy olona nanatitra zazakely teo ambaravaran'y leiry[solofo josé])

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Joe
Date: 18 décembre 2013 - 11:41

revy sa ditra (Saholimalala no rôle principale)

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Joe
Date: 18 décembre 2013 - 11:43

"varotra lambamena" sa "halatra lambamena" izy izay.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: vintano
Date: 18 décembre 2013 - 15:04

Asa ihany koa ianareo raha nahatadidy an'ity : "Ilay vinanto nandrandraiko". An'i Vahandanitra izy io. Fa tena mampihomehy ! Mba aiza daholo ary ireny tantara ireny !

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: zaza cow boy
Date: 18 décembre 2013 - 20:38

ôtran matsiaro antitra zany za mahita anreto oe izany tokoa ny fahiny, mafinaritra tsy mba mieritreritra ny ampitso fa iainana tsara ny androany, nia ny tena tadidiko le lahady maraina "ndao mba hiaraka aminay", maheno ny generik "tetsy sy teroa", mampangoritsana mintsy, eeee izany fahiny tô nofiko ve ny fahiny,
snifff je veut voir ma mamannnnnnnnnnnnn
cowboycowboy

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: fiction
Date: 19 décembre 2013 - 00:54

Nosy wak wak

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: kokolosy
Date: 10 janvier 2014 - 17:28

marina les zan le!!!!
ten mampatsiaro tsiro indrindra ilay hoe "2 Jolay"
mankalaza les e!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Nostalgie
Date: 22 janvier 2014 - 11:52

Fahafinaretana tokoa ny nihaino tantara izany taloha, sady io ihany no tena azo nankafizina fa ny télé mbola vitsy no nanana azy. Nahay koa ny mpanoratra sy ny mpilalao ka nahatamana fatratra ery. Na mihaino ny feon-drizareo fotsiny aza dia toa manatri-maso ny zava-misy mihitsy. Misy fiantraikany @ toe-tsaina sy ny fiaraha-monina tokoa ny fisian'ireny. @ izao fotoana izao ny ankizy tsisy tia mihaino tantara izany intsony fa dia miondana télé sy ordi, ka na ny toetsain-drizareo aza dia toa tsy malagasy intsony fa sadasada.
Ny tantara alefa ao @ radio @ izao koa ohatran'ny tsisy vaovao intsony fa efa miverimberina be foana ka mankaleo, mila ho hay tsianjery, sady tsy mitovy @ taloha intsony ka tsy mahazo tsirony toy ny taloha.
Miova daholo tokoa ny zav-drehetra e, tantara sisa!!!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Lejao
Date: 13 février 2014 - 18:30

Ndriiii, tantara tokao sisa, lasa koa iny solofo josé. Iza sisa no akanga sisa nanamboarana, gegé, clara, ary eleonore ve mbola any, ry Clotilde

zay tena mbola kely tokoa t@reny, tadidiko le radio mande pile, rehefa akeky handeha ny tantara de irahandry papa sy mama mividy pile, mbola labozia no nampiasaina.
-Ny valifatin'ilay fo menarana
- ilay hazo fijaliako - nahato mitsy aloha ny spectacle mahaleo teny antsonjombe de nalefa io tantara io t@zay
- tongotr'akoho fanomezana

ary ny tokotapaka sy vilany mitongilana koa tsy hadino

Mandria ampiadanana solofo josé

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: jackass
Date: 13 février 2014 - 20:26

2 Jolay (tantara ôrerra )

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: la vraie Lyianage
Date: 14 février 2014 - 13:42

Lejao ...I Aimée ( lay mpanao feon'na Rafotsibe) zao no hitako vao haingakaingana, fotsy tanteraka ny volony, fa izy mbola mijihana tsara mitsy smiling smiley

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Lejao
Date: 14 février 2014 - 13:53

Mba tanisao ary ny mpilalao fantatrareo e :
- Vahandanitra
- Harinaivo
- Clotilde
- Aimé
- Dawilly
- Naina
- Zoeline
- Clara
- Nirina
- Rasolofolala
- Saholy malala

mbola misy ve? reto no tena hitako nahay sy nalaza, tsy haiko oe iza @reo zany no efa maty.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: la vraie Lyianage
Date: 14 février 2014 - 14:21

Gege Rasamoely koa mpanao tantara tao

Ny fantako maty alou i Zoeline @ reo list anao reo

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: cdpo
Date: 15 février 2014 - 05:40

Saholy malala sy ry Rasolofolala sisa angamba ay mbola misyt an'i Clara ko, ny ambiny toa efa lasa daholo , tsy aiko aloha teneno zay mafantatra

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: qwerty
Date: 21 février 2014 - 11:03

Ny tantara nosoratan'i Lalasoa ny ahy no tena nankafiziko indrindra
Saingy nampalahelo fa tsy heno intsony,
ny azy mantsy tena hafa mihitsy fa na ilay vhv malefadefaka mpilalao azy iny ary tsy fantatro ny anarany, tena mahatafavoaka ny role-ny
Lalasoa iny koa hono mantsy toa mpampiantra

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: ambodivona
Date: 21 février 2014 - 12:24

Ny mpanoratra mba tadidiko izao dia Ranoarison zanany.

cdpo < Rasolofolala koa toa efa maty efa ela ka, raha tsy diso za

Lejao < anisan'ny mpilalao tao koa ry :

-Emma
-Randrianasolo Raymond
-Victor Lala
-Ramahafandrahona

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: cdpo
Date: 22 février 2014 - 04:45

zany oe efa tapitra daholo ange zany e, i Saholi malala sy clara zany sisa, ary ramafadrahona, mbola misy an'i Naina rarivoson moa? tsy tadidiko na zay na hafa ny anaranlery iny.

Taty aorina nisy an'i yulick sa yunnick.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Tsaingoka
Date: 24 février 2014 - 17:05

Maro ny fahatsiarovana tamzany! mbola nilamina ery ny fiainana ka na amfiry alina na amfiry mody tsy misy atahorana. Tsaroako koa zany asaina mikiky ny vodina pil na atapy andro fa efa akaiky ho lany! Ny fihainoana ny fandaharana "takariva mena masoandro"; "Ambondrombe"an latimera kou dia tena nafinaritra, tsara ê! hatramin'ny fiaraha-monina tamzany! oatran niray tokotany daolo ny olona rehetra! fahatsiarovana sisa!!!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: lovakely
Date: 06 mars 2014 - 20:16

Marina tokoa ve fa efa maty i Joeline.
Misy tantara mitohy tena tiko be zay nolalaovin'izy sy i Solofo José : "SARY SIKOTRA ROA MITOVY" fa milay zany raha tantara. ny feonkira koa manampy trotraka.

Le fandaharana isaky ny alarobia ariva iony koa milay be taloha "Izaho valiha ianao lokanga" n'i Eleonore Rasolofomanana.

Options: Répondre
Hijery ny ho avy
Par: bandy milay
Date: 10 mars 2014 - 12:02

Salama dôly,
Raha azoko tsara dia samy nahita soa sy niala voly t@ireny isika reetra ireto. Ny zvtr arosoko dia izao:

1) Inona no fomba mety azontsika atao, hoentintsika misaotra ireny olona ireny, EN GUISE DE RECONNAISSANCE azy ireny satria matoa isika no toy izao dia nisy influencen'ireny olona ireny tany anatintsika tany, eny fa na dia @ fomba inconscient aza

2) Ianareo izay miasa @ tontolon'ny multimédia v mety misy fomba hafa v hahafahana mi-archivé azy ireny? Ny olana eto @tsika mantsy an, dia mijanona eo @ tontolon'ny orale fôana isika. Mino aho fa mba tsy hijanona ho isan'ny lovan-tsofina fotsiny ihany izy ireny any aoriana any fa mba ho document ho azon'ny zanakantsika hanaovana recherche sy hamitany fikarohana.

Vonona @izany archivage izany ny tenanay fa miandry ny hevitrareo

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Joe
Date: 10 mars 2014 - 12:30

Tena milay izany fihetsika asehonao izany ry BANDY MILAY ah.

hodinihina tokoa.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: i-ragasy
Date: 13 mars 2014 - 19:06

Ny tena nahalagy t@ ireny rehefa ilay sabotsy hariva iny . Kamo miari-tory dia manafatra olona hoe mba tairo aho rehefa mandeha ny tantara . Maraina vao tafafoa fa tsy nisy namoha .

Iza no nahatadidy ny lohateniny sy ny nanao ilay feonkira malahelohelo , Sax sy trompette ? Izy angamba no feonkira nandravahana tantara betsaka indrindra .

Misy resaka Karil Chessman ( tsy haiko na izao no fanoratra azy ) ao ambony ao . Ilay hira t@ iny dia Handao anao , noforonin'i Roland Raelison fa nohirain'i Romule

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Fré
Date: 29 avril 2014 - 17:27

Misy tantara nampiomehy an!

- RAGOAY
- Ralay Kamo/Ralay Mazoto
- Fa zanak'iza re ity ry lanitra ô!

Nahafinaritra koa ny tantaran i R. Aldo

Fa otrany misy fifaninanana tantara ve am RNM zao sa diso ny fihenoko.
Ahoana ny andinindininy.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Marizy
Date: 15 mai 2014 - 13:51

Vitsy izany no mahatadidy an'i Jean Ranaivojaona, Noro!
Noro sy Harinaivo koa no mpanolotra ilay fandaharana hoe "Tononkalo sy Hira"!
I Bernard Randrianarison koa, sady mpihira no mpanolora fandaharana!
I Jean Ranaivojaona koa mpanolotra fandaharana, ifanenjehana ny radio rehefa ao ireo fa dia tena manga ny hira alefany!

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2

Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum

Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg