Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Cinéma
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: mba tantarao
Date: 21 juillet 2014 - 13:54

Mba anaovy fitina kely amin ilay lohantenina tantara soratanareo fa generation efa taty aoriana be dia tsy mba naheno eh

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: ity koa
Date: 21 juillet 2014 - 16:01

ny ahy mbola tadidiko en détails atramin'ny feon'ireo olona milalao aza ity tantara ity: nisy olona niteraka mianadahy, dia samy nomeny médaillon mitovy ny zanany. tafasaraka izy ireo ary tsy nifankahita intsony. taty aorina b e ilay zanany lahy lasa inspecteur de police. voahiraka nanao mission, fa hoe misy toerana iray betsaka olona tsy hita popoka. nivantana tao amin'ny hotely anakiray izay olona mianaka (vhv 2) no mitana azy. efa saika nde hamono anle lhl izy mianaka no hitanle reniny ilay médaillon dia tadidiny hoe ilay zanany lahy tafasaraka taminy io olona io. hay izy mianak reto mpamono olona, ze olona mivahiny ao dia vonoiny de endahiny de ariany ny fatiny aveo.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: MpakaFy
Date: 22 juillet 2014 - 09:37

Aleo ty mba tantaraiko kely ary:

Titre: TONGOTR'AKOHO
Genre: Tantaram-pitiavana

Nanana zanaka 2lahy ireto ray amandreny olotsotra tao @tanàna iray. Ny zokony bonaika - tsotra - tsarafanahy - tena niasa sy nanampy ireo RAD fatratra ary ilay zandriny ndray de lalin-tsaina (inteligent) sy tiafianarana be mitsy. Tena samy tiny ireo RAD fatratra izy roa lahy ireo.
Ndray andro nifanena t@na tovovavy iray ilay zokiny, zanak'olona manana io tovovavy io, ary tena tsaratarehy sy bikàna. Nitsiry ny fitiavany nefa tsy sahy namboraka izany mihitsy le zokiny noho ny fahatsorany sy ny izy tsy manana laotra ka nokoboniny teny ny faniriany , nandeha nefa ny fotoana, nifanerasera izy ireo ary tena lasa mpinamana be ka nifankatia iany nony farany. Nifankatia be mitsy, tena mba tiny ledala le zatovovavy ary tsy fony (TSY NISY NAHALALA FIFANKATIAVAN IZY IREO FA SOMARY NAFENINY NOHO IZY IREO TSY NITOVY SARANGA).

Etsy akilany le zandriny nianatra be ary nahazo vatsi-mpianarana hanoy any andafy.
Ndray andro nifankaita t@ ilay tovovavy lay zandriny talohan'ny depart_ny hianatr any andafy. Nanapitiavana azy lay zandriny ka naniry anrakala ho andefomandriny.

Rehefa nianatra tany andafy le zandriny de nandefa taratasy nitory fitiavana lay zazavavy; nandefa taratasy t@ reo RAD ilay zazavavy iany ko fa hampiakatr azy ho vady refa vita ny fianarana ka tafaverina antanindrazana izy. Nandefa taratasy tany @lay zokiny aty gasikara iany koa lay zandriny mba hanaramaso io zatovovavy io le zokiny.
Mafy t@ le zokiny ny zavatra nitranga satria lasa mpanaramaso lay mba nofinofiny ho tokantrano izy.

Etsy akilany reo RAD rakalakely tsy nandà ilay fangatàhana fa nanaiky avy atrany satri matimatim-boninahitra. Mafy t@le zokiny sy le kalakely taty gasikara ny zavatr nitranga nefa tsy nanatsafidy izy ireo fa tsimaintsy nanaraka ny teniny ireo RAD. niezak izy reo nanazava ny zavatra nitranga ( ny fiarahany sy ny fifakatiavany fa tsy nahazo rariny ). Na de reo RAD izy roalahy ary de nanome tsiny ilay zokiny ary tezitr t@ ka nanao fitondràna vilana. nanaboto sy nana alika azy tao atrano.

Refa nande ny fotoana, vita ny fianarany razandry, nitodi-doha hiverina an-tanindrazana izy. Nony tonga teto gasikara lay zandriny de natao ny fanamadiany (le zandriny sy rakalakely)

Nalahelo mafy le zokiny nefa tsy nisy azo natao intsony
naratsiana reo RAD sy nambaniana tateraka le zokiny satri sady tsy nianatra no tsy manana nininnn.

Ny androny mariazy de natao mpanao raharaha, le zokiny fa tsy mba napetraka teny @place_nireo invité ary ny tena nampalahelo de TONGOTR'AKOHO no anjara laoka mba nomena azy.

Tezitra mafy izy sady nalahelo ka lasa nitsaoka nandao ireo fianakaviana nanomboka t@ io andro io. Lasa nande nila ravin'ahitra tany alavitra ka tsy nifanerasera t@reo havany intsony. Lasa nanao asany mpanangom-bokatra (collecteur) , lasa mpanankarena be. ary le TONGOTR'AKOHO nomena azy ho anjara laokany t@ le mariazy de notehiriziny ka nataony aingotrano.

Tetsy akilany le zandriny nanambady le zatovovavy sy reo havany sy RAD de lasa nikorosofahana, lasa nahantra sady nivarolavo t@fiainana sy very asa.

Ndray andro nitady asa le zandriny ka sendra nandalo tao @orinasa anle zokiny ka tao @birao teo apanaovana entretien iny de naita lay tongotr'akoho natao aingotrano ka gaga ka nanotany anlay zokiny hoe :
- fa manino kay no birao tsaratarehy toy izao de ravahinao tongotr'akoho?
de teo vao nifanazava...

Fa tena tsara io tantara io (tantaram-pitiavana + mampalahelo + zava-misy)
Miampy ny voambolana ampiasain'ireo mpilalao tena mamy

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: mba tantarao
Date: 22 juillet 2014 - 19:29

Mpakafy> Misaotra ehhhhhhh

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: ambodivona
Date: 23 juillet 2014 - 14:36

MpakaFy > mba tamin'ny taona firy tany no nandehanan'izany tantara izany r'ise?

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: nostalgie2
Date: 23 juillet 2014 - 17:17

Tena nahafinaritra tokoa ireny tantara fahiny ireny kah. Mahita an'ireo titre tanisainareo reo za d tena mitamberina daoly ny fahatsiarovana, indrindra refa izahay le manao vacances any @-dry bebenay iny.
Tsaroako tsara ny radio an'i bebenay le poste kely voatazona @ tanan-kanila reny.Atapy andro aloha ny pile refa le maraina iny. D refa oran'ny tantara amzay d mitangorona eo akaikin'i bebe eo daholo izahay zafikeliny.
Matahotra éry maheno anle feona mpamosavy kentsokentsona iny.
Ireo tantara tena tadidiko:
- ilay fo menarana,
- Zanak'iza re ity ry lanitra ô,
- lakolosim-paty misasak'alina (vao midoboka le lakolosy d mihorona hatrany @ hodi-doha miitsy)..

Fa nisy fotoan za mba nihaino tantara t@ radio fa tena tsy mitovy mintsy @ taloha e! Ireny film vazaha ireny no mody avadika ho tantara d mandreraka b fa tonga d hainao hoe le film zao no nangalany tahaka an'zany tantara zany.

Mbola hafa mintsy ny taloha ry reto a!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: MpakaFy
Date: 24 juillet 2014 - 09:55

En verité raha ny réalisation anreo tatara reo tao @RNM efa tanyaony @ 1970/1980 tany . Zany hoe reo mpilalao rehetra reo tena mbola tao anaty ny fahatanoràna daoly ny akabeazany t@zany (ry Solofo josé , Emma , clara , dawily ...)
Fa ra ny tenako manokana nanomboka ny taona 1990 no tena nianoka tateraka t@ tatara ny RNM
Isany tatara tsy voatanisan'reo namana etsy ambony nefa koa tena tsara t@ zany reto tantaram-pitiavana reto :
- Ilay omby manga voatora-defona
- Singam-bolo nandavo ny vosotra
- Safidy manadàla
- ...

fa nampiomehy sy nampitangila-tsofina iany ko ny mihaino ireto tatara reto :
- Ilay tanavo vao niakatra
- Moramora Ramiakatrà
- Ilay tena fahasambarana
- ...


Misy tantara mampalahelo
Misy tantara mapitaitaina
Misy tantara romantique
Misy tantara aventure
Misy tantara mampataotra (horeur)
matetika ny tatara soratan'ny Docteur-X (horeur faona)
fa tena azo sary ao an-tsaina daoly ny tantara ataony satri sady mahay ny mpilalao


Fehiny :
Tena tsara ny tantara tao @radio Mscar fahiny satri sady nitondra hanatra no misy lesona maro azo tsoahina ary manefy ireo mpakafy sy indindra reo tanora tsy hanaonao faona t@zany.
Akaotrin'ny voambolana sy ny sarin-teny nambabo fo nampiasain'reo mpanoratra t@zany.

Saingy Indrisy anefa,
very zany ankehitriny, nanjavona tsy hita intsony reo vakoka sy harena noetin'reo olomanga tsika. Tsy hay hoe nankaiza fa de tsy hita intsony.

Asa hianareo nàmana ra mba nahatsiaro fa za de tena isany nalahelo tanteraka...

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: blem
Date: 24 juillet 2014 - 10:43

Ny RNM kosa tokony mivoatra lavitra noho ireo radio rehetra mihitsy. fa ilay ohatrany misy coutume conservateur be no mahakamo ny olona tsy de faly hihaino azy intsony, surtout plutot lasa radio nostalgique zany izy noho io fanaony io dia normal raha tsy mahasarika olona firy indrindra ny tanora afatsy ny olona tia alaheloelo.

Za tsy d'accord @le archive, fa aleo avoaka dia alefa indray na hatsaraina kokoa ohatra hoe ampipina ny musique de fond sy ny effet sonore, na tsy maninona na atao film mihitsy indray aza dia atao feuilleton @TVM (mbola be dia be ny fianarana hoataon'ny mpilalao rht sy ny mpikarakara @zany an)

In memoriam of Vahandanitra no hamoahana azy indray.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: MpakaFy
Date: 25 juillet 2014 - 14:57

Ireo mpilalao ao amzao ao reo (Ry Yluck + Sofia sns... de relève nivaoka avy t@lay tatara isakiny Talata sy Alakamisy ntondra ny lohateny hoe : SARI-VOLANA (efa taty aorina be izy io)

fa hafa mihintsy nefa ry Solofo josé sy ny namany t@zany e

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: GO99
Date: 25 juillet 2014 - 16:18

Maro no efa heno taty aoriana fa mbola hafa ny mihaino ny tantara fahiny :
Ilay tantaram-pitiavana misy manao hoe :
Nifankahita amin'ny vhv ilay bandy dia nasainy fa ohatra ny misy fety ngamba izy izay, tsy tadidiko tsara, dia natorony ilay trano, dia présente-ny tamin'ny RAD, netiny niditra tao antrano mihintsy nahita ny efitranony (nanatitra azy tamin'ny alina io ilay bandy tamin'izany)
Fa nony tonga ny fotoana fanasana kay famadiahana ilay sipa no tao, fasana io trano natorony io de tonga le bandy dia niditra fa tena ilay trano natorony andro vitsivitsy lasa izay iofasana io ary tena ilay ati-trano nidirany mihintsy le tao anaty fasana.
Tora-kovitra ranamana fa tena matotoa ilay sipa zakany.
Ny mpihaino koa mihorina ati-doha tanteraka iny alina iny.
Na mampangorivitsika aza tsara ny fond lay tantara.
Eo ambony fanndriana ianao amin'io fotoana io fa rehefa migodona ilay varavaram-by somary mi-coince iny ....... AOKA FOTSINY FA DIA MISALOBONA BODOFOTSY TANTERAKA .......
IZAY LAY TAHOTRA MILAY.

Mety mbola mahazo fy ve raha miverina mihaino ireny isika ireto amin'izao fotoana izao ?
Ra-bainay nanana magnetophone kely izay cassettophone izany e (touche fotifotsy maromaro dia bleu ny iray), mba nisy fotoana lery ni-enregistré ireny fa tena tsy hita daholo le cassette taty aoriana. Izy moa technicien izay dia tsy enregistré par micro fa tonga dia connexion par cable coaxial ilay radio (National Vaisseaux) sy ilay cassettophone panasonic dia milay be ny enregistrement. Fa ny tena no tena adala fa tsy voatahiry ilay fa raha ireny no asaina henon'ny zanatsika am'zao dia mba mahita fafiny ve izy ireo.
ESY E LE TALOHA E ! TANTARAINA SISA E !

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: MpakaFy
Date: 28 juillet 2014 - 10:57

ie tsaroako io tantara io fa tena na ny mitsangana hipipi ary tena mapangovitra t@zany.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: tantaratalou
Date: 30 septembre 2014 - 16:27

Dia tena sady tapatsinay aho no malahelo kely mahatsiaro ny fahazazana mamaky ireo rehetra voasoratrareo. Natahotra, nitomany, nalahelo, nihomehy, izay no hita rehefa asabotsy ny andro t@zany fotoana.
Ireto no tadidiko :
- lakolosi-paty misasak’alina io ka rehefa hipipi avy eo dia mamoha ny zokiko fa tsy sahy mande irery,
- 2 juillet,
- dia ilay hoe nahita sipa tsara tarehy tany @bal kay efa maty ilay izy
- Sarivolana (mbola kely t@zany izahay),
- nisy tantara izay koa oatrany hoe napirafy ilay rangah satria narary nalemy ilay rtoa ary saika novonoiny t@fanafody finany isan-kariva ihany satria efa te hanambady hafa ilay rangah, misy fotoana mody matory ilay rtoa nefa maheno ilay vadiny mitondra ilay sipany ao ambadika ao, tena nampalahelo ahy lôtra t@zany
- paiso krismasy (tantara mitohy izy io)
- betsaka tsy voatanisa e, sady ts tadidy ny titre-ny
Ilay Emma manao mpamosavy, hany ka na mahita azy eny andalana aza dia mila hatahotra mitsy sady izy koa mo iny rtoa somary hafa2 kely iny,
Izahay mivady dia samy nanana io fahazarana mihaino tantara io taloha, hany ka hatramin’izao dia mbola mihaino saingy hita mihitsy ny difference. Ny Tantara RDB rehefa alahady alina koa dia hitako hoe tsara fa nen’ilay Aceem dia tsisy fotony matetika, hany ka manome fahasorenana fotsiny

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: zafimanara1
Date: 10 janvier 2015 - 17:56

Tadidinareo ve tamin'ireny nisy tantara hoe : Caryl Chessman ?

Tiako iny tantara iny aaan, de iza koa le ramatoa niteraka hoatran'ny biby be ny zanany ?

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: radobe
Date: 29 juin 2015 - 11:54

aiza re no mety ahitana ireny tantara ireny @ zao e? so dia mba misy manana?

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: LHTM
Date: 23 juillet 2015 - 10:06

Mbola kely tamin'izany tany amoron-tsiraka, ilay tantara indray miseho "Roa Jolay" voalaza etsy ambony no tena nampatahotra ahy indrindra !

Raha tena manana finiavana ange ny Minisiteran'ny Kolon-tsaina dia ireny vakoka ireny no tokony arovana mihitsy é ! Avadika ho mp3 izao no hitako tena mahomby !

Ny any am-pita tena sarotiny tokoa raha vao resaka vakoka izany fa asa ny eto amintsika raha tena tambesaran'ny tsy fananana dia tsy laharapahamehana ny fitandroana izany.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Sata
Date: 02 octobre 2015 - 11:44

Mpilalao Tantara :
Akoatra ireo efa voalaza oreo de teo koa i Eleonore Rasolofomanana, Ry Mama Bako sns.
Ny tantara mba tena tiako ankoatra ireo voalaza ireo dia " SARANGA TSY MITOVY" Nosoratan'i Elysé R... ary nolalaovin'i Solofo José sy Joeline irery. Tantaram-pitiavana izy io ary eo @ 48 mn eo ny faharetany fa tena tsara an. Oh mba tiako ny hevitry bandy akama e

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: rinijh
Date: 15 février 2016 - 10:38

MAIOZ KAY RZAREO NO MET AZAHOANA IREN TANTARA IRENY

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: lionell
Date: 18 mars 2016 - 09:03

iza no mba afaka mizara ireny tantara taloha ireny amiko? iza no manana fa mba tena te hiano aho.. merci

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Iavinala
Date: 07 avril 2016 - 16:48

Ka ireny ary ange film no betsaka navadika ho tantara henoina e.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Iavinala
Date: 07 avril 2016 - 16:51

Manana vitsivitsy ihany aho fa tsy hitako izay fomba hizaràna azy, tsy zakan'ny mail, saiky + de 25mega avokoa ilay izy.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Jery
Date: 04 mai 2016 - 07:10

Ny ahy indray dia ilay tantara nosoratain'i Eleonoro Rasolofomanana ny fiainako no tena tadidiko hatramin'izao, ilay zazavavy nianatra tany an-dafy dafy dia nisaraka tany ry zareo anefa nitondra zanaka 2 nody teto, avy eo izy nieazaka tamin'ny fiainana dia niezaka nahantafita ireto zanaka anefa tsy mba nahazo sitraka mihintsy,ny tanataran'i tsarafaritra eh, tantara mifono anatra, sady feno fitaizana mandry an-pianadanana ry mpampianatra mahay

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Jery
Date: 04 mai 2016 - 07:12

Raha azonao atao mba omeo , inona no ahafaha micontacte

Options: Répondre
Re: mangataka tantara
Par: RASOLONJATOVO
Date: 09 juin 2016 - 13:10

Salama tompoko. Izaho mba te hahazo ireny tantara ireny amin'ny CD na Flash mba henoiko any antrano. tsy maheno mihitsy mantsy rehefa atoandro sy sabotsy alina fa miasa ny atoandro dia mamonjy activité skoto matetika ny sabotsy alina.

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: calm
Date: 21 juillet 2016 - 10:30

tiako be le thème
ny ahy zao d "ramazaoro"no tantara mba tena nampihomehy ahy indrindra t@ rnm , d ilay fandaharana tsindropaingotra rehef alahady tolak'andro. fa mis tena mahatadidy ah!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: gasytanavo
Date: 11 septembre 2016 - 19:36

"Izahao hono no namono an'i rija"
"tsy hanambady an'i katavy aho" tena tsara e

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: PERLE
Date: 09 novembre 2016 - 15:48

Anisan 'ny tena nahafinaritra ahy KOA ny tantara nosoratan'i STELLA SYLVIANE , nilalao koa izy , anisan'izany ny " Herin'ny ota ", lay tantaran 'i Felana naditra be , nalaza eran'i Madagasikara ka i STELLA SYLVIANE t@ tantara nososratany sy ny fanolorany lay émission " NY TALENTAKO" . Any France any izy no mipetraka izao , mbola tanora be sy manja be :D

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: MUMU70
Date: 09 novembre 2016 - 15:54

tadidiko i Stella Sylviane ,très intelligente , angamba 12 na 13 ans izy t@ reny , tsaroako tsara"ny herin'ny ota " , hanina haingana ny sakafo dia miandry tantara dia lasa mianatra avy eo , miataintaina ery miandry ny tohiny , toa hitako @ facebook i Stelle Sylviane , mbola mitana , mbola afaka manao miss . I clodilde sy Aimée , Nirina , ULICK , samy mbola matnjaka avokoa

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: ratone
Date: 22 novembre 2016 - 08:39

so d mb misy manana audio na mp3 tantara "lakolosim-paty sasakalina"? Merci!

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: alici
Date: 09 février 2017 - 11:57

ilay meday fony kely no titre

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: inspecteur rahiratra
Date: 09 avril 2017 - 19:41

Tadidiko tamin'ny mbola kely, tamin'ny mbola andron'i Vahandanitra, Solofo José, R-Aldo,Gege Rasamoelina, nandeha tamin'ny RNM: "Inspecteur Rahiratra", Bako mpisongo-dia"
Expression fétiche-zareo "Tandremo! Poleta tsara fahana ity an-tanako ity" smiling smiley

Options: Répondre
Re: Tantara fahiny tao @ Radio Madagadikara : antoandro @ 1 sy 5, sabotsy alina @ 8 sasany
Par: Loika
Date: 01 mai 2017 - 18:58

Ny ahy ndray lay tantaram-pitiavana tamin ny RNM tamin zany no mba tena fahatsiarovana nipetraka ho ahy mitondra ny lohateny hoe " KOTROBARATRA". Amin zao footoana dia mbola mihaino tantara foana rehefa alahady am 8 ora sy sasany alina am RDB(radio don bosco); omaly zao ny lohateny dia hoe 'Mifaningo-panahy", tantaram-pitiavana nisy teo am tovovavy sy tovolahy iray samy poety, mparoratra boky malagasy. Tsara dia tsara ny tantara, somary mampalahelo kanefa tsara fiafara. Record Radio koa tena tsara tantara

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg