Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Cinéma
Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: Skywalker
Date: 30 septembre 2014 - 11:53

Salama daholo e,

Mba tiako raha misy adihevitra momba ny cinema malagasy, ohatra oe aona ny fahitanareo ny fivoaran'izany satri efa amamp-polo taonany maro no nanomboka nanandrana nanao an'izany ny malagasy nefa dia hatramin'izao tsy dia misy fivoarany makaiza. Amiko manokana aloha ny olana tsy @ resaka réalisation fa @ resaka casting mintsy satria tsy dia mbola tena voafehin'ireo acteur ireo ilay resaka filalaovana, tsy dia tena naturel zany ny tiko tenenina e, zany akory tsy midika oe ts mahay daolo ireo fa misy kosa tena mba mahay saingy isaina @ ratsa-tanana sady @zay koa ireo iany matetika no miverimberina @ film samihafa dia lasa mifangaro be ilay izy. Hevitro manokana aloha iny fa samia mba milaza ny heviny e. Antsika koa io ka tsy maintsy mba atao izay mapety azy

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: fix
Date: 02 octobre 2014 - 17:58

salama,

ny ahy zao le olona mijery camera no tsy vohako,

mba atao réaliste koa ny fiteny fa tsy hita oe mamaky teny...

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: kii
Date: 11 janvier 2015 - 13:31

tournage extérieur, mahihitra figurant de mijery daholo ry mpaka lelo isany !
ny cadrage no faralahiny am film malagasy sasany : camera 9 millions ar no ampiasaina de tsy mba mi investir amina trepied tsaratsara, ndraindrai ko le cameraman otran ny tsy kopy oe aiza ny action am zao fa hita taraiky be!
hita ihany am reo efa manana traikefa anefa scoop digital sy reo mandeha am tvm fa hoe voafehy ny technique de base na dia tsy dia be effet aza fa ny an sasany de effet voron azon adala

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: ndriii
Date: 13 janvier 2015 - 16:20

ts figurant ian fa am budget de realisation technique reetra.Misy ef mahafantatra ny tokon hahatsara az fa bon met fona io fa mandany vola zany

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: J¤e
Date: 20 février 2015 - 19:46

Tokony ahay mianatra maka tahaka ny mpilalao sarimihetsika gasy!

Faka tahaka ny Amerikan @ sehatra io koa heveriko fa tsy mahamenatra ny manao izany, ny hitako dia toy ny manao tantaraandapihazo ireo mpilalao gasy manao sinema. vao mihaino an-Rajao malok'ila iny aho dia efa manampitsofina, tsy mahay afa tsy ny mikiakiaka.

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: gassy
Date: 23 février 2015 - 11:02

Ny ahy ilay dokam-barotra ampidirina any anaty tantara no hitako hoe tena erreur bête

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: gassy
Date: 08 mars 2015 - 12:01

Rahovoana vao mba hisy films malagasy handray anjara @ ireny festivals ireny ? Na dia tsy mbola any eropa na etazonia aza aloha fa eto Afrika fotsiny
http://www.fespaco.bf/fr/

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: zfx
Date: 29 avril 2015 - 14:38

b j r daolo,
le olana eo @ film malagasy zany, de le oe aôna ny ahitana tombony, tia kely zany fa tsy de misy qualité lotra, lasa commercial lotra, de tsy izay tsara sy tokony ho izy no avoka, fa izay mety hazahona vola. tsy ifanomezan'tsiny ihany nefa zany satria mbola mafy b ny mitady vola eto madagascar, surtout rah somary betsabetsaka ny investissemnt mila ahodina, hany ka lasa mirona @ lay lazain'ny namana etsy ambony oe, bdb pub any anatin'le film.
na le film vazah reny kou alou b pub fa zany oe ny film gasy teny gasy sy fantatry ntsika daholo ny orinasa sy ny toerana reetra eto de tonga de silaka b oe, pub no bdb.
Isika eto kou mbola lasa mirona @ fanaovana film frantsay, le mampme no bdb, satria zay no mety tian'ny oul sy mora lafo kokoa, de tsy maintsy any alou @ le resaka commerce, ka hany ka lasa tsy mvotra miintsy satria tsy de mitaky fahaizamanao b lotra @ lafiny technologie reny, izay hampme fotsiny fa tsisy resaka prfondeur de champs, tsy voatery tena mahay cadrage firy akory ary.
@ zao kosa nefa efa HANOMBOKA, tsindriko le "H", mba mety hivotra tsikelikely io, satria, manomboka mihamiditra @io ny tanora aty aorina, ireny mantsy efa somary passioné @ technologie, de mba efa manomboka mihamisy effet tsikelikely ny zavatra atao, na de ny sasany aza de mbola effet njaza kely miintsy.
Amiko zao, le rangopohy an'i Horizon mba efa manomboka mihatsara ny effet sns ao, le film vaovao ataon'ny Decker iny kou zao otran'ny ho tsara, mbola tsy vita mou ilay izy fa extrait t@ tvplus no nahitana ny sombiny.
Efa mihamiditra lalina zany ny relève aty aorina, miaraka @ evolution de technologie sy ny savoir faire.
na ny sary aza efa mvotra b @ le efa hitan'ny oul @zao kou fa le appareil photo reflex semi pro reny defa ahvitana tsara video en qualité acceptable même meilleur hoantsika. fa tsy voatery hiafy @ le cam kely reny ntsony.
Momba ny mpilalao film ndray de ny olana, tsy ny acteur na actrice lotra fa ny realisateur/metteur en scène no olana, anjaran'reny no manao izay ahatafavoahan'ny mpilalao ny anjar'ny tsirairay ny tokony hataony. azo averimberina imbdb ny séquence 1 refa tsy afapo ny réalisateur. fa matoa zany mi passe hitantsika le film refa avy eo, ka mahita kihana b isika @ resaka filalaon'ny mpilalao, de ny réalisateur zay no tsy mahay. de misy kou le oe kiantranoantrano lazainy etsy ambony, satria, na defa mety hita zao ary fa tsy ao miintsy de alefaso any e.
Amin'le resaka haka tahaka indray, amiko alou de tsy mahamenatra miintsy ny maka tahaka ny zavatra tsara e, refa hita fa tsara zao ve de inn no tsy anaovana kou. isika mantsy mbola aty aorina b @ resaka cinéma io de rariny rah maka tahaka alou. eto kou tsi formation @io.

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: betsikilo
Date: 01 mai 2015 - 10:03

Salama ô! miala tsiny fa sujet nataoko tany an-kafa izy ity dia nisy niteny hoe aleo mba atambatra ho iray, ka miala tsiny fa tonga de ataoko copie et coller fotsiny:
Miarahaba !momban'ny film gasy é ! tena betsaka ny efa tsara sy efa mahafinaritra kosa aloha ary deraina manokana ry zareo, Misy ihany ko anefa no tena tsy misy ilana azy fa manaonao foana.
Ny fanontaniana apetrako ary manitikitika ahy dia ity: Fa mba manao ahoana sy manao ahoana re ny selections na fantina ataon'zareo réalisateurs ireo ny ACTEURS(trices) ???? fa dia tsy mba misy sivana ??? sa kiantrano an-trano fotsiny?? film izany tokony mba ho olona tsaratsara tarehy sy manintona no ampilalaovina , fa tena mahamenatra kosa ireto endriky ny mpàilalao efa ho ny rehetra mintsy, aiza ilay hoe GASY KA MANJA???? Tena ialana tsiny fa tsy tarehy tsy bika daholo ,hany ka lasa manimba an'ilay tantara mahafinaritra,marihina fa ny acteurs(trices) dia HIANARANA, amintsika malagasy anefa tsy mba misy ecole momban'izany fa dia izay fanintsinintsy ny réalisateurs eo no alainy , izany hoe tena lasa kiantrano an-trano izy io, ka manao antso avo! mba jereo akaiky reo olona ny endrika sy bikan'ilay acteurs(trices) fara faharatsiny fa mahamenatra ny malagasy !misaotra tompoko

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: betsikilo
Date: 01 mai 2015 - 10:05

Par: betsikilo
Date: 25 avril 2015 - 13:00

Raha mba hoe mahay milalao be indray ilay olona tsy dia maninona , fa ny akamaroany dia hita be hoe mamaky teny be fahatany fotsiny fa tsy hiainany akory ilay film , i BETRENA(safelika) irery no tena hita fa acteur ary acteur de talent, fa ny akotran'zay dia tena TSY AO , indrindra indraindra ny tarehy sy bika, MBA AROVY ZAREO NY TENA MALAGASY AZAFADY AH, mba misy mijery eran-tany anie ireny zavatra ataonareo ireny ee, mehezan'ny olona isika NEFA raha tarehy sy tena bika dia ny malagasy no isan'ny tena MANANA ihany koa, koa nahoana no atao an'ireo??????????????

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: gasy kizitina mivazavaza
Date: 22 mai 2015 - 22:27

Ra heverina oe mitaratra ny fiaraha monina gasy ny films gasy dia zao, amin'ny andavanandrony ve zany ny gasy dia MIVINDAVINDA sy be trerona sy miady mifampi-vazavaza lava?

mba remarquer-o moa, fa de zaaaaay daolo!

ilay mivindavinda aloha tena mba ajanony ka! gasy be vanitika am tena izy ary mitsiky foana matetika!

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: Hyganlavaerty
Date: 23 mai 2015 - 23:37

tena be kitranotrano le film gasy tsy mahay milalao ny sasany,ny horizon zany mo de ny fomba fiakanjo de tena vulgaire be sady de misy ratsy be le mpilalao sasany , ny tantara saika mitovy daholo.
Fehiny mbola ho ela vo ho lasa lavitra ny film gasy, mila mianatra .

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: SkywaIker
Date: 10 novembre 2015 - 11:48

betsikilo > diso ianao miteny hoe tokony ho tsara tarehy foana ny acteurs(trices) .
Raha ohatra hoe jiolahy mpandroba ve izao ny role omena ilay acteur dia tokony ho acteur manana bikana manequin no ilaina ?

Options: Répondre
Re: Adihevitra momba ny sinema malagasy
Par: kazanov
Date: 16 décembre 2015 - 15:56

ny bika @ endrika aloha dia tsy asiako resak loatra satria arakarak'ilay tantara ihany io.
Ny tena olana izao dia ny tsy fahampian'ny comediens eto amintsika, mbola azo isaina @ ratsan-tanana izy ireo eto;
Nefa na dia vitsy aza izy ireo dia mbola tsy isy mpanontany hevitra ihany satria vola daholo izany.
Ny fitaovana koa dia tsy dia mbola misy mifanaraka @ tena fanaovana film fa juste fanaovana reportage angamba.
Mbola tena marina tokoa ilay hoe kiantranoantrano no mbola betsaka.
Izaho izao nantsoin'ilizay neuveu izay handray anjara @ pub momba ny solika. Fa fara-faharatsiny in-10 no voateny fa tafajery camera na manadinodino fihetsika. Raha tany @ tany mandroso aloha dia sur fa vao teo @ casting d'efa tsy tafa, saingy tonton moa zany de!!!!kôpy nareo e!!!!

Options: Répondre


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg