Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Page: 1 sur 16
sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: p. elaka
Date: 28 janvier 2016 - 12:39

Eo @ 18 à 23 ans eo ny salan-taonan'izy reo, ary tena mihamaro izy ireo.

Inona ity fléaut ity kay??? Fa dia maninona loatra ireto bandikely (beau gosse kely ny ankabeazany an!) no lasa ohatra ireny? fa tena fihetsi-behivavy anie izany e!!!

Mampalahelo sady maharikoriko. Sady lasa marary, mitondra aretina satria sûr et certain mihitsy fa misy ireo lehilahy maka azy ireny hanao firaisana ara-nofo.

Aiza ho aiza ny fitaizan'ny ray aman-dreny @ zany? Ahoana hoy izy ireo manoloana ilay zanany lahy lasa sarim-bavy?

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: limonade
Date: 28 janvier 2016 - 13:40

Be ny olona tsy mino fa izaho dia milaza fa aretin-tsaina io homosexualité io. Aretina toy ny schizophrénie, double personalité..sns ka tokony mila fitsaboana. Be ny milaza hoe choix io. TSIA. Tsy misy ny hisafidy ny ho pelaka izany.

Jereo tsara fa ny mahatonga azy matetika (tsy cas gégéral akory) dia rehefa voa tamin'ny fitiavana tany ho any ilay olona vao lasa homosexuel. Na lahy io na vavy. Izany hoe voa ny sainy.

Ahoana ny hevitry ny sasany?

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: izany mintsy ka
Date: 28 janvier 2016 - 14:07

Marina ny voalazan'i limonade ,na tsy ampy fitiavana teo @rainy koa dia lasa pelaka .

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: angambany
Date: 28 janvier 2016 - 15:54

Raha hoe tsy fahampian'ny fitiavana teo amin'ny rainy aloha ohatrany tsy dia tena marina loatra angamba hoy aho an ! satria raha jerena ny raim pianakaviana ny ankamaroany dia tsy dia havanana loatra amin'ny fanehoam pitiavana izany. Anefa tsy lasa pelaka daholo ny tanora tamin'ny taona 70 - 80 - 90 ?

Fa raha ny tsy fahampian'ny fitiavana amin'ny ankapobeny kosa eo amin ireo ray amandreniny dia azo ekena.


Azo atao hoe aretin tsaina fa misy koa ny resaka hormone ! be loatra ny hormone maha ho vehivavy azy noho ny maha ho lehilahy azy, izay sy voatohan"ny saina.

Nefa ny mifanohitra amin izay dia vitsy raha ny vehivavy lasa lehilahy no jerena !
na ny vehivavy matanja tsaina kokoa no tsy maha sarindahy azy !

Ny hoe voadona tamin'ny fitiavana indray mety tsy dia izay loatra fa kosa hoe zazalahy voaolana no azo hamaritana azy kokoa !

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Adala
Date: 28 janvier 2016 - 16:46

Daroka no mety amren! zay ihany no fanafody tena mahomby!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Diso
Date: 28 janvier 2016 - 16:54

Raha izay no fanafody nahomby dia tsy nisy adala intsony teto antany saingy mbola maro ny andala manan tsaina satria zavatra hafa no fanafodiny fa tsy daroka

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: hic!
Date: 28 janvier 2016 - 19:32

ahoana moa izany ny zavamitranga ao ampandriana ao amin'izy ireny ?

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: mono
Date: 28 janvier 2016 - 20:38

Monoparental koa ohatra (zaza tsisy ray)
Matetika ireny zaza monoparental ireny dia hafahafa foana rehefa lehibe, na lahy io na vavy
Raha lahy izy dia lasa p ela ka
Raha vavy dia mihodina be farak zay zokiny

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: olotsotra
Date: 28 janvier 2016 - 21:19

aretina mintsy io e !
rehefa tsy matanjaka ny fototra nitaizana azy ny am fiarahan olona normal de lasa
manaonao foana manaraka ze hitan am tele sy internet rehetra io !
Tena simba ny fiaraha monina malagasy, isika ko mo tsy mba manana hery hanohitra ny fampidirana an ity karazan javatra rehetra tsy misy ilaina azy avy any ivelany ity

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: adalabe?
Date: 28 janvier 2016 - 22:14

tsy aretin-tsaina aloha satria aty aminay tsy misy an'io mihitsy an?!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Kaiza
Date: 29 janvier 2016 - 03:16

Aza maka lavitra é, efa lamaody io izao. Na ny mpanao hatsikana aza efa tsy menatra intsony @ fanaovana sarimbavy koh.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: rv
Date: 29 janvier 2016 - 12:13

Be dia be ny antony mahatonga an'io
Fitaizana tao an-tokantrano: mety ny vehivavy no betsaka tao an trano dia lasa voataiza zay fianambavy zay lery . tsy nisy na tsy teo matetika rainy

Kolotsaina vahiny: efa tendance any ivelany le mihositrositra sy manao lamody hatram lehilahy ty de ( jereo anie rehefa misy défilé d mode reny ). de azon'ny zandry kely le izy de iny koa no arahany. Ny sasany voatifitra ny deba tany amin'ny SIM2 tany de nahita fafiny sy vola de mitarika ny namany.


Ny sakafo: tandremo io karazan-tsakafo mitobakabe tsy vita contrôle eto am tanana ireny misy produits chimique sy karazana hormone (indrindra hena) ka lasa mampiva ny vantana

De mahereza ry tovolahy malagasy fa isika no miaramila ny firenena

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: raozikely
Date: 29 janvier 2016 - 14:49

raha aretina io, dia izao ve zany vao tonga aty??? hatramin'izay teto tsy dia nisy an'ireo.

Fa fitadiavam-bola io sady hagegena tsotra izao, satria ny vazaha efa tsy menatra, isika moa matin'ny fombam-bazaha, dia manaraka koa ry gasy vendrana isany.

Fa izao kosa aloha : na dia tsy sitra-po aza ilay izy, ka rehefa nanandrana dia mitandrema fa tavela an, izay antony tsy hay, tena tsara tokoa ve.

fehiny : zaro fiainam-pivavahana ny ankizy fa efa miha-ratsy izao fiainana izao.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: hic!
Date: 29 janvier 2016 - 14:59

tsy nôrma io aloha na izany aza


eritrereto ary hoe raha lamôdy le izy.


Eritrereto hoe hanao an'io daholo ny bandy eto amin'ny tanàna.

D nôrma v izay ?

ny dikan'izay dia tsy nôrma mihitsy ny bandy voan'io.

D ry zalah ireny izany ilay miandry kôtina raha azoko tsara, d mi-charme b, d manao minizipo v? mi-rrrouler rrrr v ?

day

aoka ry zalah a.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: angambany
Date: 29 janvier 2016 - 16:11

Raozikely >>>> ohatrany tsara ilay teny farany nosoratanao hoe zaro fiaina pivavahana ny ankizy

saingy ny mampalahelo dia izao, ny ankizy ankehitriny tsy bado toy ny zaza taloha intsony ka azonao terena na tian kano tsy kano. Ny masony sy ny sofiny ary ny sainy mijery mihaino mandalina ary tafitohina mahita ireo mpitondra fivavahana, ireo ray aman dreny mpitarika malaza anaty finoana izay manimba tanora, misary zoro amin'ny tanora, manary ny vady aman janany dia manambady tanora.

Avy eo ireny no miseho mananatra sy manome moral eraky ny fiangonana ny amin'ny fomba fiaina miendrika ny maha kristiana.
ireny no mitsara sy mandronjina izay lavo indray avy eo...

Maharikoriko anie ilay fiainana fa dia mangina ianao midingina ny ratsy, mitabataba ianao mandady ny trambo e

Asa ho aiza ihany no hitondra ireto tanora ireto raha samy mpitari bato vilam bava daholo izay miseho

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 23 janvier 2017 - 18:34

Aza afangaro ny sarim-bay sy homo. Betsaka ny homo tsy manao fihetsika sarim-bavy.
Aza afangaro ihany koa ny homo sy firaisana ara-nofo. Lehilahy tia lehilahy, na vehivavy tia vehivavy ny homo. Fitiavana no fototra ao ambadika fa tsy resaka firaisana ara-nofo fotsiny.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 23 janvier 2017 - 18:44

Tsy mbola nisy porofo ara-tsiantifika ny niavian'ny homosexualité. Fa efa nisy hatramin'izay raha jerena ny tantara, fa tsy neken'ny fiaraha-monina. Tsy idiran'ny fitaizana, na fivavahana, ka aza tsaraina ny ray aman-dreny sns.

Tsy hitako loatra inona ny olana mivantana ateraky ny homosexualité eo amin'ny fiainanareo tsirairay avy. Raha misy, dia manontania tena hoe inona ny olana aminareo. Dia io olana aminareo io no vahana, fa aza mitora-bato olona tsy naninon-tsy naninona anareo akory

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: believer
Date: 24 janvier 2017 - 08:49

1 Corinthiens 6; 9-10: Ne savez-vous pas que les injustes n'hériteront point le royaume de Dieu? Ne vous y trompez pas: ni les impudiques, ni les idolâtres, ni les adultères, ni les efféminés, ni les infâmes,
10 ni les voleurs, ni les cupides, ni les ivrognes, ni les outrageux, ni les ravisseurs, n'hériteront le royaume de Dieu. 11Et c'est là ce que vous étiez, quelques-uns de vous. Mais vous avez été lavés, mais vous avez été sanctifiés, mais vous avez été justifiés au nom du Seigneur Jésus-Christ, et par l'Esprit de notre Dieu.

Mazava tsara ny tenin'Andriamanitra. Ka sao dia mila mijery ny andry eo amin'ny masonao aloha vao mijery ny eo amin'ny mason'ny hafa? Na mpisotro toaka, na mpijangajanga, na liam-bola, na mpangalatra, na homosexuel, dia tsy hiditra ny fanjanakn'ny lanitra.
Fa tsy hoe rehefa tsy homosexuel dia ampy. Tsy mankasitraka ny homosexualité aho fa samia mijery ny tenany fa samy hosataraina dia samia mitandrina ny lalany

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: rangotra
Date: 24 janvier 2017 - 11:00

faatrana ara bola no mapirongatra an io ..... ny revy betsaka nef ny sesika ts maaraka

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 24 janvier 2017 - 12:04

Marina tokoa ny hoe tokony samy hijery ny tenany. Samy manana ny heviny amin'ny zavatra rehetra. Fa ilay mitsaratsara dia tokony hajanona na tsy mankasitraka aza ianao.
Hajaiko tanteraka ny finoanao. Fa mba mety manana ny finoany koa ny homo. Mety tsy mitovy amin'ny finoanao. Mety ny Andriamanitra inoany dia hampiditra azy any amin'ny fanjakan'ny lanitra...asa.

Tsy hiditra amin'ny resaka Baiboly aho. Samy manana ny fomba handraisany azy. Ho ahy manokana dia tsy tokony horaisina an-tendrony ny ao anaty Baiboly. Hafa ny contexte nanoratany ny soratra ao, mila adapter-na ami'ny contexte ankehitriny.
Raha raisintsika ohatra ny Lévitique 19, 19: "Vous observerez mes lois. Tu n'accoupleras point des bestiaux de deux espèces différentes; tu n'ensemenceras point ton champ de deux espèces de semences; et tu ne porteras pas un vêtement tissé de deux espèces de fils.", dia hovoasazin'Andriamanitra izany ianareo raha mamboly katsaka sy tsaramaso amin'ny taninao, na koa sady misy coton no misy laine ny akanjobanao?

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: mampalahelo
Date: 24 janvier 2017 - 12:17

ny sarimbavy ve no kianinareo sa ny homo e

betsaka ny bandy homo kanefa viril daholo, musclé tsy manao fihetsi-bavy zany mihitsy

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 24 janvier 2017 - 13:04

Izay indrindra. Betsaka ny homo tsy sarim-bavy. Ka na sarim-bavy aza moa, inona ny olana? Samy manana ny part de féminité-ny daholo ny lehilahy rehetra, fa tsy mitovy ny niveau.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: beIapin
Date: 24 janvier 2017 - 13:09

tena naturel io satria :
- na ny biby aza misy tratran'io an !!!
>> zah efa nahita dos argenté anankiroa nifankatia !!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: swapi
Date: 24 janvier 2017 - 15:33

resaka filana tsy voafehy fotsin yzao io amiko
zany oe mitady zavatra hafa miitsy reefa tafalatsak lalina ao am ara-nofo, te hanandrana

otran ny oe misotro toaka ihany, raha mbola tsy nisotro ianao de tsy fantatrao ny tsirony, fa rehefa manandrana ianao de eo ianao mahita ambiance na tsy mahita

ka io tsis fika satria phènomène ihany io, raha tsy oe hanao otran ny iran sy coré du nord angaha tsik, miidy amin ny any ivelany dia mivavaka

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 24 janvier 2017 - 17:57

Ireo izany ny firenena modely ho anao? Dia atao ahoana ny fahafahana sy ny zon'ny tsirairay raha olona iray ihany no hanao didy jadona toy ny any Iran sy Corée du Nord?
Miverina amin'ilay resaka gay (homo): tsy resaka filana ara-nofo ihany io. Raha resaka filana ara-nofo fotsiny dia tsy ny gays ihany no olana fa ao koa fivarotan-tena, ny fampirafesana lahy sy vavy.
Efa nolazaiko etsy ambony fa misy fihetseham-po ihany koa ho an'ny lahy sy lahy, na vavy sy vavy. Izaho tsy miteny hoe tsy maintsy hankasitrahan'ny tsirairay izany, satria tsy fahita firy. Fa resaka fitiavana io ka tsy tokony hiteraka fankahalàna. Rehefa tsy hankasitrahanao, dia zonao izany, fa aza mankahala olona fa tsy toetra kristianina izany.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: banky
Date: 24 janvier 2017 - 20:31

mono> aza de manao safo be mantsina e, dadanay zao maty tamin'izay kely de nahoana zay tsy miodina be zany? tsss

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: olombelona2017
Date: 24 janvier 2017 - 22:18

Be dia be ny karazana aretintsaina. Fa mba hampirindra ny fiarahamonina dia fitsipika.

Ka raha ohatra tsy midaroka anao eny andalambe izy na enjehenany ankalamanjana ianao sady avoakany ny filahiny.
Raha ohatra ka tsy mangataka vary sy laoka any aminao izy ary tsy mangalatra na namono olona

Dia tsy misy ninoninona azonao atao.point. Samy manana ny fiainany amin izay fotoana izay.
Tsy misy olona salama saina tanteraka eto antany. Fa ny tsy salama saina tokony hotsaboina sy samborina dia ireo tsy salama saina mitady hanembatsembana ny fahafahan ny sasany sy midinkiditra amin ny fiainan ny hafa.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HUMMM
Date: 25 janvier 2017 - 14:46

Ho an ireo Homo:
1-Milaza fivavahana iray na Kristianina na silamo izay rehetra misy ka manaiky izany Homosexualité izany; Ts misy ny valiny.

2-NY mariage Pour tous, eh blabla eh ireny dia strategy politique fotsiny ireny f ny homosexualité dia ts normale mitsy naiza naiza.

3-Mety ts ratsy ihany ra misy partie an Charia appliquena an.

hummmm

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: athée iringiriny
Date: 25 janvier 2017 - 16:38

HUMMM >>> tsy voatery hino daholo koa ny olona an, tsy atao rafitra hitsarana ny mety sy ny tsy mety @ fiainana mihitsy izany fivavahana sy finoana izany

za aloha tsy homo, fa tsy misy hirarahiako an'zay homo any tant que tsy manelingelina ny fiainako sy ny fianakaviako

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Za tokoa
Date: 25 janvier 2017 - 17:48

tsindriko fa tsy normal zany io.
Fahavetavetana tsotra izao ary tena mihompampana.
Noraran ny baiboly io , ary tena halan A/tra. ao anatiny ny inceste, ireny miseho maro be ireny , ny raikely manambady ny zanak i ny vadiny. voarara izany ary tena fahadisoana eo anatrehan A/tra. ho ahy de ampiasain devoly tsotra izao reny. sitrana izy ra tena maniry hiala amin izany.
Tena manelingalina ny fiara ha monina izany, satria ireny no jeren 'ny ankizy.
vokany tena mi derange ho an ny rehetra.
Tsy kolo tsatsika zany, fa io rivotra mitsoka e , de roboka ny malemy ara tsaina sy ara panahy rehetra
FEHiny:
Tezao araka an A/tra ny ankizy fa ho hitanao. Mila fantarina koa aloha aiza no tena izy fa sao de any amin le pli vava sy mande amin ny fahazarana fotsiny.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 25 janvier 2017 - 18:43

Ary ny fivavahana angaha moa tsy manelingelina ny fiaraha-monina? Izaho notaizana tamin'ny fomba kristianina fa tsy haiko hoe maninona ny krisitianina eto amintsika dia manome lesona amin'ny fiainan'olona no anton-draharaha. Tsy izy rehetra, soa ihany.
Ny finoanao dia anao izany, ary iainana faran'izay lalina tokoa. Ny finoan'ny zanakao dia adidinao koa amin'ny maha kristianina anao. Dia samy faly ny zanak'olombelona.
Raha resaka hoe raràn'ny Baiboly, dia miverina amin'ny ohatra nataoko etsy ambony. Betsaka ny zavatra raràn'ny Baiboly, fa ataovy ao an-tsaina fa ny Baiboly dia efa aman-jato taona no voasoratra. Hafa ny contexte tamin'izany. Ary ny Baiboly dia olombelona no nanoratra azy. Ka tena halan'Andriamanitra ve ny homo? "Ny Andriamanitra inoako dia Andriamanitra Fitiavana, tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy" hoy i Bessa izay

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: iopelakaio
Date: 25 janvier 2017 - 19:01

Betsaka ny voarara ao anaty Baiboly nefa mbola misy manao ihany. Fa i Sodoma sy Gomora dia nodoran'Andriamanitra satria tena tsy mendrika sy tsy mety ny ataon'ny homosexuel.
Tsy mbola nahita aho tao anaty Baiboly hoe nihinana kisoa dia naripak'Andrimanitra, fa ny mpamono olona sy ny homosexuel (sodomita) dia naripaka avy hatrany.
Andriamanitra dia Fitiavana tokoa fa Fitiavana faratampony, tsy fitiavana homosexuel sanatriavina fa fitiavana madio. Saino fotsiny ny ataon'izany homosexuel izany rehefa manao fitiavana, maharikoriko !

Dia mbola misy ny fotoana ry pelaka isany, aza variana fa sao ho may ny afo tahaka ny tao Sodoma. Andriamanitra dia Fitiavaa hamindra fo hiantra anreo raha tena miala amin'izany ratsy (homosexuel) fanaonareo izany ianareo.

Homosexuel = Sodomita !
Sodoma = tanana feno pelaka, olona vetaveta fiaina mihotra lavitra noho ny biby (mbola tsy nahita biby mitovy sexe nanao fitiavana izaho hatramin'izao aloha e !)

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: pilaka
Date: 25 janvier 2017 - 19:47

Ny tena marina amin'io dia influence mandende ny 60% an'ilay izy, 30% dia fitadiavana zavatra vetaveta satria efa mankaleo azy ny fahavetavetana "normal". Ny 10% kosa dia io schizophrenie notenenin'ny namana tetsy ambony io.

Influence: lasa be dia be zao ny pelaka/pede, matetika ilay bg kely ireny no tena lasa pelaka satria ratsy be ny mahita pelaka ratsy tarehy aminy fa nefa rehefa mahita pelaka bg izy te mba te ahalala-tsaina ka mody hoe "zay tsy maninona" dia ny hiafarany lasa pelaka koa.

Vetaveta: Manomboka aloha ny fitiavana vehivavy, dia avy eo rehefa leo mieritreri-dratsy vehivavy dia mieritreritra vetaveta hafa: positions samihafa, partouze etc. Avy eo refa tena tsisy atao itsony dia manomboka mijery an le porno gay reny satria reny no misy zava-baovao. Dia voatarika ihany ny hiafarany.

Schizophrenie: voadonam-pitiavana, voadonan'ny fiainana, na mahatsiaro banga tsotra izao dia manao pd.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: dôgana
Date: 25 janvier 2017 - 20:59

Aleo hitondran'i thaypé drôgana ny mpifindra monina mahery fihetsika toy izay feno pelaka ny tanana,aleo hi dreseny an'ireny tsy hanota any

Raha ampidirina mora² @ lohan'ireny mats hoe tsy mety ny manota ,mbola hifidy ny ratsy ihany ireny,ka aleo ho avy ny mpitondra mivavaka @ endriny mafanafana

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: dôgana
Date: 25 janvier 2017 - 21:02

MPITARIKA MIVAVAKA MAFANAFANA ZAO NO TSY AMPY, DIA lasa MIPOITRA AVY ANY DAHOLO IZAO HADALANA REHETRA izao,mila atao hoatra ny any amin-dry saoudita any mba ho hendry daho sy handeha @ lalana mahitsy daholo ny tsy voafehy rehetra²

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: believer
Date: 26 janvier 2017 - 07:56

Ny Baiboly dia nosoratan'olombelona fa avy amin'Andriamanitra (inspiration divine). Misy ny lalàna voasoratra tao efa alohan'ny 400 taona aza satria ny nahaterahan'i Jesoa fotsiny aza no efa 2 000 taona mahery. Ny lalàna mikasika ny morale dia mbola manan-kery hatramin'izao. Iza amin'ny Didy 10 no tsy mety intsony amin'ny androntsika? Efa tokony hijangajanga sy hangalatra sy hamono olona sy tsy hanaja RAR intsony ve isika satria ny Baiboly mampianatra tsy hanao izany efa lany andro?
Fa ny lalàna mikasika ny fandaminana ny fiaraha-monina izay nilain'ny Zanak'Israely satria firenena vao niforona izy ary tian'Andriamanitra ny hampiavaka azy amin'ny firenena tsy nino azy manodidina, ireny no efa tsy voatery harahin'ny Kristiana intsony satria tsy ambanin'izany lalàna izany ntsony isika. Tadidio fa Santa Paoly izy nilaza fa tsy voatery hatao didim-poitra toy ny Jiosy vao ho lasa Kristiana. Tsy voarara tsy hanala volom-bava intsony ny lehilahy koa ohatra. tsy misy idiran'ny morale izany ka tsy mihatra amintsika.
Momba an'i Sodoma sy Gomora indray dia tsy tsara mamaky ampahany isika satria misy toy izao koa:
Ezechiel 16;49: Voici quel a été le crime de Sodome, ta soeur. Elle avait de l'orgueil, elle vivait dans l'abondance et dans une insouciante sécurité, elle et ses filles, et elle ne soutenait pas la main du malheureux et de l'indigent.
Izany hoe ny homosexualité tao amin'i Sodoma sy Gomora dia anisan'ny fahotana nataony fa tsy hoe olona tsara fanahy sy matahotra an'Andriamanitra ireo fa vao nanao homosexualité dia nodorana ny tananany.
Ka tsy manamarina ny homosexualité aho fa manentana antsika rehetra fotsny hoe: mila mandini-tena tsirairay avy fa tsy hoe rehefa tsy homosexuel aho dia olo-marina, na koa rehefa homosexuel dia halan'Andriamanitra.
Andriamanitra tsy mankahala antsia fa ny otantsika no halany

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: leogasyvendrana
Date: 26 janvier 2017 - 09:17

zaho ndray mahita hoe fiainan zareo sy vatany io ka dia izay hanaovany azy.

Raha zaho manokana koa izao mety manana kilema be tsy tiako hitsaran'ny hafa zaho.

Fa tsy kilema izany ny fitiavana sy ny gout fa samy manana ny azy.

Intolérant loatra ianareo.

Marina fa mila mandinitena ry zareo pelaka amin'ny toerany eo anivon'ny fiaraha-monina toa ny antsika.

Fa ianareo koa mila satria tsy tonga lafatra.

Farany ho antsika mahay soratra masina : Dieu a crée l'homme à son image.
Tsy sahinareo angamba ny hilaza fa variana Dieu rehefa namorona an'ireny pelaka ireny.

salut.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: PON this WEI
Date: 26 janvier 2017 - 10:08

draidraidrai zany hypocrisie an'ny kristianina. Mba mahalalà menatra eo imason'Andriamanitra.

Ianareo mody mampianatranatra amin'ny Baiboly ireo ve dia mba mihevitra fa tsy manota iany koa? "Fahotana e, fahotana" nefa ianareo koa mitsara an'ireo olona ireo koa manota. Andriamanitra IRERY ihany no manan-jo hitsara ny olombelona. Heverinareo fa fahotana ny homosexualité? Avelao Ny Ray izay any an-danitra hitsara ny homo. Tsisy idiranareo izay jugement omeny azy ireny. Ka ny fiainareo sy ny fahotanareo ihany no diniho.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: honey moon
Date: 26 janvier 2017 - 11:02

Ny pelaka aloha zany tena anisany safidy io , ary zavatra entiny vahiny koa ary matetika entina hitadiavana vola

Ireo bandy mpanao bizna analakely reo zao hitako hoe lasa makany am zay fa miafina nefa alainy vaza lahy am hariva

de tsy arakao izy hoe mpanao bizna tena tovolahy fa nefa ny pelaka lasa fitadiavam-bola am hariva

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: eric
Date: 26 janvier 2017 - 11:23

Misy efa tena naturel le reasaka homosexualité fa ny ankamaroany aloha dia rendrarendra,tia andrakandrana dia tavela ary indrindra ny fasahiranana ara-bola,fa raha ao amin'ny fianakaviako akaiky no misy homo dia resahako ihany sao mbola afamiala fa refa izay moa no safidiny ho vanona ny ho vonoinao ary ve izy!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Rijakwely
Date: 26 janvier 2017 - 13:37

Za de vavolombelona fa tam za 18-30 ans de nokotian'ny lehilahy pelaka foana tam sehatra rehetra nisy ahy. Bogosy kely mantsy za tamzany mbola tsy nanambady. Ol tena norm ary manana ny maha izy azy avokoa ireo an. Ny dikanzany de hoe ny anireny efa gène mihintsy ny ho homo, fa misy kosa ireo nohon'ny fitiavambola. Indray mande za no nfranchir ny cap, directeur tao am min. trans ilay ranga fa mba te ho lasa tatsambo ny tena (zay no deal) fa vao nanomboka nanao felation izy de kriko b za d niala, tsy lasa tatsambo ny tenanay, sad tsy lasa pelaka koa, ra nanaiky teo mantsy d tsy maintsy nisy ny fiverenana ary mety tsy nanambady mintsy d tsy nanana anireto mianadahy mafatifaty kely ireto. Tandremo ny tentation ry zandry isany a.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 26 janvier 2017 - 13:45

@iopelakaio: fa maninona no mila isainana foana ny ara-nofo? fiainany samirery izany. Izaho manokana dia tsy te hisaina akory na iray segondra aza amin'ny firaisanao sy ny vadinao. Pour info, ny sodomie koa dia afaka ataon'ny lahy sy ny vavy fa tsy ny lahy sy ny lahy ihany.

@pilaka: misaotra betsaka manome tarehimarika sy théorie miompapana. Aiza ny référence-na études scientifiques an'ireo rehetra ireo?

@dôgana: ndao fa lalana, afaka mankany Arabia Saodita ianao raha tsy mila fahafahana intsony. Handray anao tsisy olana ny fanjakana any.

@believer: dia iza no mifantina izany hoe ireto mihatra, ireto tsy mihatra intsony? Misy komity any ho any mamaritra an'io? Ny momba ny Ezechiel 16,49 dia tsy hitako mihitsy ny hifandraisan'io andininy io sy ny homosexualité

@leogasyvendrana: tena variana tokoa angaha izy smiling smiley

@PON this WEI: ekena

@honey moon: aza afangaro ny homosexualité sy ny prostitution. Tsy fidiny ho an'ny olona ny hivaron-tena, na lahy na vavy, fa mafy ny fitadiavana.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: wawawa_1
Date: 26 janvier 2017 - 13:53

Izaho te hianihany hoe sarotra kôtina ngamba ny sipa ankehitriny ka aleon-dry zalahy samy bandy de vita. (sangisangy zary tenany) big kiss

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: iopelakaio
Date: 26 janvier 2017 - 14:13

HarveyMilk >> tsy fantatro aloha hoe fiainany izany, raha fiainany izany tsy nisy nireska teto @ forum fa navela ianareo pelaka tany, any amin'izay mahafinaritra na mahafaty anareo any.
Ny tantara ao anaty Baiboly no nahafantaran-tsika rehetra an'i Sodoma nitarika ny fitenenana hoa SODOMITA, ary tadidioa fa i Abrahama no nifona tamin'Andriamanitra Ray Tsitoha ho an'i Sodoma sy Gomora, inona moa no irarahian'i Abrahama an'izay Sodoma sy Gomora raha hodoran'Andriamanitra @ af sy solifara ireo tanana ireo ?

Matoa misokatra ny sujet ary be mpandray anjara dia misy HIDIRAN'NY FIAINAN'NY MALAGASY ny fiainan'ny pelaka fa mandoto tanana. Tsy hoe pelaka fe pelaka ianareo ireo fa pelaka mitady vola ny 85%, atao fitadiavam-bola ilay fahotana, ka lasa fahotana miampy fahotana, aiza ianareo no manao izany zavatra halan'Ilay Nahary izany : eto @ Nosy Madagasikara.
Tsy manino fa vendrana ny malagasy fa raha tsy te honina eto intsony eto @ vendrana ianareo pelaka mandehana fa misy ny firenena tena manentana ny mponina ao amin'ny hanao homosexuel.

Tsy ny Kristiana ihany no manameloka izany homosexuel izany fa rehefa olombelona misaina.

Afaka manao fitiavana (firaisana ara-nofo) na aloha na aoriana ny lehilahy sy lehilahy, ny vehivavy sy lehilahy. Fa ny tena loza dia ny lehilahy manao firaisana ara-nofo amin'ny lehilahy, maharikoriko araka ny sujet.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: anita452
Date: 26 janvier 2017 - 14:40

raha amiko izao dia ileogasyvendrana no mba hitako hoe misy atidoha amin izay namaly teto.....ny tena marina de zao.Ny lehilahy de manambany vehivavy sy mihevitra azy ho boby sy mafibe.De menatra ny lehilahy hoe misy ange amin izareo samy lehilahy vavivavy. cqfd.Izao tadidiana ry lehilahy malagasy.Mianara miaina normal.Ajanony ny fisainana macho fa nareo lhl gasy aza olona kiritika kely daholo sady matahomaty nez te hitondra titre we bandy(bande), kofboay(cowboy)
.
...ny lhl gasy en plus surtout merina matahoabehivavy otrany inona.Hajao ny safidiny hafa fa tsisy miditra aminy safidi ao

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: believer
Date: 26 janvier 2017 - 15:22

Harveymilk< Ny tiako lzaina dia ao am bokin'ny Ezekiela misy ny antony tena nanapotehana an'i Sodoma fa tsy hoe homosexualité fotsiny dia potika nefa olona tsara fanahy be. Fa tao am Sodoma no voalaza voalohany ny hoe homosexualité masculine de izay no nahatonga ny hoe sodomie.
Tsy haiko raha zà le Kristiana lazain'ny etsy ambony hoe manananatra ny hafa nefa be fahotana. Ka ny lazaiko indrindra ange hoe aza lany andro manenjika ny homosexuels ka mihevitra ny tenantsika ho madio fa samy mpanota ka samia mitsara tena

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: p.elaka
Date: 26 janvier 2017 - 15:22

Izao toe-tsaintsika izao no mahatonga ny FAHAVEREZANA na eo @ fiainana ara-nofo andavan'andro, na eo @ ara-panahy.

EFA HITA IZAO FA TSY METY NY HOMOSEXUALITE, DIA MBOLA MAHITA ARGUMENTS HANATSARANA SY HIAROVANA AZY IHANY NY SASANY.

Manana aretin-tsaina na manana tsy fahampiana ara-batana ny pelaka, ka tokony ho sitranina. Izay fotsiny!!!

Lasa miditra daholo ity resaka rehetra ity, kristiana zao e, baiboly zao e, merin-dahy zao e.....

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 26 janvier 2017 - 16:09

@iopelakaio: ka aza raharahiana koa àry raha mino ianao fa hankany amin'ny afobe ny pelaka. Azy izany. Ny lalanao mankany paradisa izorana tsara.
85%? avy aiza io tarehimarika io?
1. ny archéologues dia miteny any Jordanie, site archéologique de BAb edh-Dhra, no nisy an'i Sodoma. Horohoron-tany narahina afo no nandrodana ny tanàna, toy ny loza voajanahary mitranga rehetra.
2. nanomboka tamin'ny taona -50 av JC no neritreretina fa homosexualité no fototra nahatonga ny loza tany, na dia betsaka aza ny fahotana voalaza ao amin'ilay tantaran'ny Baiboly.
3. nivoatra ny famakiana ilay soratra, ka novoina nohelohina ny homosexualité nanomboka ny taonjato faha-efatra, satria natahotra ny iharan'ny horohoron-tany ny fanjakana. Dia nitohy tamin'ny fivavahana rehetra taty aoriana io finoana io.
Soa ihany fa efa mivoatra ny olombelona ankehitriny, miandrandra ny fitovian-jo amin'ny lahy sy ny vavy, ny hetero sy homo, ny volon-koditra, sns. Tsy hitako izay tokony hanamelohanay ny homo, raha tsy hoe matahotra horohoron-tany ianao. Raha tsy mankasitraka ianao, dia ekena, tsy voatery hanakasitra daholo ny olona. Fa ilay manameloka kosa tsy anjaranao, raha tsy hoe lafatra ianao.

@anita452 : tsy ratsy indray io analyse-nao io. Mety ny toetra macho-n'ny lehilahy gasy tokoa no mampiteraka an'ireo fankahalàna ireo.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: HarveyMilk
Date: 26 janvier 2017 - 16:17

@believer : ekena. Samia mandini-tena tokoa.

@p.elaka: ianao no mahita azy tsy mety, fa aza atao hoe efa hita izao fa tsy mety. Tsy manatsara ny homosexualité aho, fa miaro kosa satria tsy hitako izay olana amin'ilay izy raha tsy raràn'ny lalàna. Ny minorité rehetra dia ataon'ny fiaraha-monina maivoka foana. Eritrereto hoe ny gasy taloha nataon'ny vazaha tsinon-tsinona, misy ny nitolona mba hiovàn'izany. Tao ny @#$%& taloha, nandritra ny taona maro, fa afaka ihany. Ny vehivavy tsy nanana zo toy ny lehilahy. Betsaka ny zavatra nitranga amin'ny tantara, nisy foana ny minorité. Dia mba mitondra ny hevitro aho hoe aza mankahala ny homo.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Brandon
Date: 27 janvier 2017 - 09:00

Raha fehezina izay voalaza teo rehetra izay dia : tsy "normal" ny homosexualité ary maro dia maro ny antony mahatonga an'io. Mainga any fianakaviana, mandalo amin'ny fiaraha-monina ary afaka hazavaina amin'ny psychanalyse sy afaka tsaboina amin'ny psychologie na psychiatrie.

Marina daholo izany voalazanareo izany.

Misy zavatra iray koa anefa ity izay miseho any ivelany any : teren'ny firenena matanjaka hanaiky ny LGBTZ ny firenena hafa mba hahafahany mangeja azy bebe kokoa ara-toe-karena, politika, sosialy. Ny LGBTZ dia : lesbienne, gay, bisexueel, transsexuel ary zoophile.

Izay no nahatonga ny PM Canadien hiresaka an'io nivantana nandritra ny francophonie. Fa tsy nisy sahy namaly na mpitondra gas na ny mpanao gazety na ny fiangonana. Matahotra sao tsy mahazo vola any bailleurs manko.

Koa izao : ireo LGBTZ dia iangaviana hanorim-ponenana any Canada. Handray anareo ny PM Trudeau.

Options: Répondre
Page: 1 sur 16


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg