Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Page: 16 sur 16
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Bonus
Date: 15 janvier 2018 - 22:22

Mpiserana > C'est clair comme l'eau de roche !!! Je lui dis "je suis ton mari" et il me dit aussi "je suis ton mari" !!! Il n'y a pas de femmes, que des mecs !!!

Tsy misy iadian-kevitra fa mikoriana ny ranon'Ikopa !!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 11:15

Tsy misy iandian-kevitra tokoa: tsy nôrma!!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Bonus
Date: 16 janvier 2018 - 13:52

Mpiserana > Tu ne sais même pas ce qu'est une "norme", arrête donc de parler de choses que tu n'en as même pas la connaissance, miteny ny olona hoe "norme" dia mba miteny koa ry Mpiserana et pourtant la signification zéro.

Tels les boloky, miteny ny olombelona dia mamerina ny boloky kanefa tsy misy zavatra azony izay teneniny !!!

Résultat des courses, variana mijery ny ranon'Ikopa mikoriana !!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 14:47

ihihih mety tsy fantatro tokoa angamba ny dikan'ny "norme"e??!Bonus ho'aho dia mahita lazaina foana!

Ka "normal" ary ve izany M.ou Mme Bonus (ise moa ilay vavy sa ilay lahy e?) ny homosexualité e?

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 16 janvier 2018 - 14:51

sao dia hoe nôrmaly ho an'ny olona tsy nôrma ihihihih
Ity Mpiserana ity ho'aho dia miteniteny foana mihitsy!!!Tsy fantany akory izay lazainy!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Ingilo
Date: 18 janvier 2018 - 15:35

F'angaha mbola tsy tapitra ihany ity sujet ity?

Aza miady hevitra amin'ny sodomita izany hoa nareo.

Jereo tsara fa Andriamantitra tsy nandresy lahatra ny mponina tao Sodoma sy gomora fa tamin'i Abrahama izy no niresaka. Ho avy ny andro hanongoran' Andriamanitra an'ireny mpijangajanga rehetra ireny

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: alloc
Date: 26 janvier 2018 - 20:42

Mandray volan-jaza ve ireo zanak'i Bonus ?!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 27 janvier 2018 - 05:12

Ny homosexualite dia tsy aretina satria efa namoaka lisitra ny mpitsabo amerikana fa tsy aretintsaina ny homosexualite.

Ny kristianina malagasy dia tena malaza mpitsara ny homosexuel nefa tadidio fa tany @ Genesisy no nisy ny sodoma sy gomora fa ny zanak'Atra tonga taty aoriana tsy nanary velively ny mpanota. ( jereo reo karazana mpanota eo ambony)

Aty ivelany no misy ahy ary mandeha mamonjy fiangonana kristianina ka ny 90% ny lehilahy ao dia homo daholo (normal sy vavy fihetsika).Ny antony mahatonga azy reo mitsoaka any ivelany dia vokatry ny fanatisme ataon kristianina any @ taniny. Ary ny tany mahantra no tena mpanejika azy ireo.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: alloc
Date: 27 janvier 2018 - 20:33

Ireo 10% hétéros ambina zany mety voatarika koa ? Sa mafy be ireo ?...EMUYH

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 28 janvier 2018 - 16:02

Ny 10% an'ny lehilahy ambiny dia efa manambady. Ary ny 50% dia vehivavy kristianina tsy mandany andro @ fiainan'ny olona.

Anontanio ny andriamanitrareo hoe inona no antony namoronany homo? Satria ny tany misy anay dia tsy kristianina nefa mifanaja ny olona ary tena mandroso s miadana ny vahoaka ao aminy.

Ka sao dia kristianina antaratasy fotsiny ianao na kristiana isak'alahady?

Tadidio fa rehefa mitsiriritra vehivavy ianao dia efa mijangajanga zay. mamo, mitatasika, mangalabadin'olona, mifosa ary maniry ratsy ho an'ny hafa. Ka ny mpanota dia any @ farihy mirehitra afo daholo.

Aza adino fa ny homo dia minorité (vitsy an'isa) eto antany zany hoe 1- 2 % n'ny vahoaka eran'izao tontolo izao. Ny Baiboly nefa dia mliaza fa vitsy ny hahazo ny fanjakan'ny lanitra ka sao dia diso fanantenana ianao fa raha ny lojika no arahina dia ny minorité no hahazo ny fanjakan lanitra.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Ravonjison
Date: 28 janvier 2018 - 16:43

Voalazan' i Gaga ve teo: " Ary ny tany mahantra no tena mpanenjika ary ireo". Hita fa izay mihitsy, ny olona mahantra mantsy mora rebirebena ny sainy, tsy ampy ny fahalalána , ny sakafo no mampiasa saina ny olona....dia mora sarihana amin' ny resaka fivavahana ny olona. Tsy ampy ny saina tia mandinika, dia izao ideologie tsy misy porofo rehetra izao no manenika ny tanána. Ny mampihomehy koa anefaa, dia izy ( ny sasany mpivavaka eto) mahantra indray no miseo milay manakiana ny firenena mandroso hoe : ratsy hono ny firenena mandroso satria mamela ny homosexuel hiaina normal.....Hita mihitsy fa mboka tsy normal ny ao andohany.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: thytie
Date: 29 janvier 2018 - 12:43

mampalahelo be le toe-tsaina,efa miharatsy marina ny fiainana amzao fa efa ho avy Jesoa hitsara antsika amty fahotana be miompampana.Samy mandinintena fa zao ve no lova ho any taranaka faramandimby?
Mba tonga saina fa aza de miaroaro fahatany(Harveymilk),misy antony daholo ny zavatra reetra ary ze zavatra misy am fiainana akory tsy votery ho tsara daholo,tsy votery ho ratsy daholo,ny loza voajanahary lazainao fa namotika any sodoma araka ny archeologues lazainao,avy aiza le loza,avy amin'Ilay Nahary izao tontolo izao donc Andriamanitra izany fa tsy oe tonga tonga fahatany.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 29 janvier 2018 - 21:51

Romains 3:23 ►Car tous ont péché et sont privés de la gloire de Dieu;

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 29 janvier 2018 - 21:54

Luc 5:31 Jésus, prenant la parole, leur dit: Ce ne sont pas ceux qui se portent bien qui ont besoin de médecin, mais les malades

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 01 février 2018 - 11:54

Efa nivoatra ny tantara tao @ baiboly fa tsy nijanona teo @ Genesisy.
Tsy Andriamanitra no olana fa ny fombam-pivavahana.Andriamanitra dia momba ny olona manaja ny didiny sy ny lalany.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Tsy gaga kah
Date: 05 février 2018 - 14:42

gaga ve?>>>Efa nivoatra ny tantara tao @ Baiboly ...
Mon oeil!!!ianareo no te hanao zay danin'ny kibonareo @ ara-nofo ka hoe nivoatra a nivoatra.Mitady fafiny fa tsy ampy sy tsy mahafapo intsony ny lavaka nomen'Atra sa hoe ahoana???
Mandeha mivavaka any am-piangonana, haninona?? Te hanery an'ATra ve hoe raiso zahay na tsy manao ny sitrakao aza?tsss
Mitovy mihitsy anie ianareo sy ny mpimamo, mpijangajanga, maloto fo sns tanisainao io e, manao izay ratsy eo imason'i Jehovah.K'efa hoe tsisy handova ny Fanjakan'ny lanitra, aza mitady excuses!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 06 février 2018 - 11:36

Et Jésus ayant entendu cela, leur dit : ceux qui sont en santé n'ont pas besoin de médecin, mais ceux qui se portent mal; je ne suis point venu appeler à la repentance les justes, mais les pécheurs.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 06 février 2018 - 11:38

1 Jean 4:20 Si quelqu'un dit: J'aime Dieu, et qu'il haïsse son frère, c'est un menteur; car celui qui n'aime pas son frère qu'il voit, comment peut-il aimer Dieu qu'il ne voit pas?

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 06 février 2018 - 12:19

Raha ny nianaranay tany am-pianarana aloha momba ny tahan'ny "hormones" dia izao:
-Raha be loatra ny "hormones"ho an'ny zazavavy = lahilahy toetra (be volotongotra,misy2 vomobava, mahery setra sns...)
-Raha tsy ampy indray ho an'ny zazalahy = misarim-bavy(lehibe ny nono,kely feo sns..)
Amiko izany, azo atao hoe aretina ihany izy io.Ary azo sitranina raha izay.

Fa azo lazaina koa hoe fahavoazana ara-tsaina ateraky ny fiaraha-monina no mahatonga ny homosexualité:
- Tsy fahampiana "affection" teo anivon'ny fianakaviana
- Sarokenatra, manana "complexe" eo @ bika aman'endrika, kely filahiana ohatra...
- "Déception amoureuse"
- Fahantràna
Fa indrindra @ zao taon-jato iainan-tsika izao,lasa lamaody (tendance).
Fa azo sitranina ihany koa @ alàlan'ny psy.

gaga ve?>

"Tsy avy hiantso ny marina aho, fa ny mpanota mba HIBEBAKA"

Inoako fa raha mandeha mamonjy fiangonana mba hivavaka ireo homo resahinao ery aloha ireo, dia hifona sy hibebaka ary hiala @ ratsy fanaony izy,ka hahatsapa tena tsy hanao firaisana @ mitovy sexe aminy intsony.
Ny fanànana an'i Jesoa ho Tompo sy mpamonjy koa no tena fanafody.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 09 février 2018 - 19:27

En 1973, l'Association de psychiatrie américaine a enfin éliminé l'homosexualité de sa liste des maladies mentales. En 1992, c'était au tour de l'Organisation mondiale de la santé de prendre la même position et de ne plus considérer l'homosexualité comme une maladie. La position de ces deux institutions face à l'homosexualité est très importante à cause de leur influence au niveau mondial.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 12 février 2018 - 08:04

gaga ve?>
Tsy marary ny homo izany raha izay no hizirizirinao fa mi-"déraille" e!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 13 février 2018 - 11:46

Matthieu 7
1Ne jugez point, afin que vous ne soyez point jugés. 2Car on vous jugera du jugement dont vous jugez...

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Bonus
Date: 13 février 2018 - 11:51

Par: Mpiserana
Date: 06 février 2018 - 12:19

Raha ny nianaranay tany am-pianarana aloha momba ny tahan'ny "hormones" dia izao:
-Raha be loatra ny "hormones"ho an'ny zazavavy = lahilahy toetra (be volotongotra,misy2 vomobava, mahery setra sns...)
-Raha tsy ampy indray ho an'ny zazalahy = misarim-bavy(lehibe ny nono,kely feo sns..)
Amiko izany, azo atao hoe aretina ihany izy io.Ary azo sitranina raha izay.

Fa azo lazaina koa hoe fahavoazana ara-tsaina ateraky ny fiaraha-monina no mahatonga ny homosexualité:
- Tsy fahampiana "affection" teo anivon'ny fianakaviana
- Sarokenatra, manana "complexe" eo @ bika aman'endrika, kely filahiana ohatra...
- "Déception amoureuse"
- Fahantràna
Fa indrindra @ zao taon-jato iainan-tsika izao,lasa lamaody (tendance).
Fa azo sitranina ihany koa @ alàlan'ny psy.

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

HA HA HAHAHH AH HAAA

Qu'est-ce qu'il ne faut pas lire comme ânerie (fototeny ÂNE : traduction littérale d'Ampondra, les français utilisent ce mot pour désigner les personnes dondrona).

As-tu déjà entendu les bonnets d'âne??? Tu en mérites un.

Bye !!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Bonus
Date: 13 février 2018 - 11:54

Mpiserana > Raha vakiana ny voasoratrao dia tena manala-baraka ilay mpampianatrao sy ilay sekoly nianaranao ianao, izao ve no hapetraka eto amin'ny forum??? Tsy mahagaga raha mbola misy nyvalan'aretina pesta ao Madagasikara, izay aretina niseho tamin'ny fahagola-tany kanefa dia mbola hita ao Madagasikara satria ilay fisainana dia mbola fahagola-tany.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 13 février 2018 - 13:28

gaga ve?
je ne juge pas, je constate: l'homosexualité n'est donc pas une maladie, c'est "juste" un trouble mental.

Bonus> C'est tout ce que tu trouves à dire?? Et tjrs la même rengaine "fahagolan-tany, fisainana ntaolo ect.."

Aleoko lavitra dondrona fa tsy homo, toy izay maranin-tsaina nefa pelaka!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: ravonjison
Date: 13 février 2018 - 15:38

Voalazan´i Mpiserana teo :

"...Raha ny nianaranay tany am-pianarana aloha momba ny tahan'ny "hormones" dia izao:
-Raha be loatra ny "hormones"ho an'ny zazavavy = lahilahy toetra (be volotongotra,misy2 vomobava, mahery setra sns...)
-Raha tsy ampy indray ho an'ny zazalahy = misarim-bavy(lehibe ny nono,kely feo sns..)
Amiko izany, azo atao hoe aretina ihany izy io.Ary azo sitranina raha izay.

Fa azo lazaina koa hoe fahavoazana ara-tsaina ateraky ny fiaraha-monina no mahatonga ny homosexualité:
- Tsy fahampiana "affection" teo anivon'ny fianakaviana
- Sarokenatra, manana "complexe" eo @ bika aman'endrika, kely filahiana ohatra...
- "Déception amoureuse"
- Fahantràna
Fa indrindra @ zao taon-jato iainan-tsika izao,lasa lamaody (tendance).
Fa azo sitranina ihany koa @ alàlan'ny psy...."

Toa mi-delire ry Mpiserana izany....Hita mihitsy hoe tsy ao.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Bonus
Date: 13 février 2018 - 23:22

Mpiserana > Mba mampivoatra atidoha 'lesy a !!! Mba ampivoary ilay atidoha fa toa ohatran'ny parasy ny habeny, kanefa dia aratiraty eto !!!

Tsy tafavoaka an'i Madagasikara raha mbola izao no avoaka eto !!!

Tsy mahagaga raha mbola misy ny valan'aretina pesta ao Madagasikara !!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Bonus
Date: 13 février 2018 - 23:31

Un conseil, aza io toe-tsaina io no artiraty ao @ ambassade fa tsy hahazo visa pour la France sy hipetraka eto raha mbola izao ny toe-tsaina an !!! Mionona miaina ny valan'aretina pesta ao Madagasikara, ny aty efa lasa lavitra be, plusieurs siècles en avant, les mariages entre personnes de même sexe a été établis depuis longtemps en France an !!!
Les livrets de famille sur lesquels on peut voir époux et époux sont délivrés aux homos an !!!

Les adoptions sont autorisées, je suis père et sur notre livret de famille est inscrit les noms de mes enfants !!! Bientôt ils vont venir en France pour poursuivre leurs scolarité !!!

Ialahy irery no tavela ao amin'ny valan'aretina pesta !!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 15 février 2018 - 09:21

Mahay ianareo e, tena mahay.

Fa azafady,tsy voatery hanaiky ny hevitrareo "manam-pahaizana be atidoha" ireto ny tenako raha io resaka fahapelahàna io.

Ndao zatsy izy!!!Tohizo ny anareo,fa ilay tanora malagasy voaloton'io "zavatra" io no mahasarotiny ahy.

Rehefa hiziriziry hanao ny lohany koa izay malagasy homo (matetika miaraka @ vazaha) mipetraka eto Mada, tokony hiondrana any @zay tany manaiky izany.Any mantsy "mandroso" e!

Mety dondrona aho, mahantra aho fa madio ara-panahy!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: gaga ve?
Date: 15 février 2018 - 10:50

Misaotra an se. Efa niondrana mihitsy izahay satria mandoto anareo masina. Aty nefa tena mahatamana satria miadana ny vahoaka. Samy miaina ny fiainany. Samy mijery ny mahasoa azy. Tsitako izay mahasarotiny anao raha 1-2 % n olona eto ambonin'ny tany no manao izany. Fiainany izany. Otranao manao akanjo tsy misy idiran'ny olona io hoe ratsy iny akanjo fa soloy mena na manga. Safidy io. Ny mety ho tsara aminao dia ratsy @ hafa. Ary ny gasy mihitsy no tsy mahay mifanaja. Eto anisany fa jereo daholo izay sehatra rehetra misy any. Tsisy mifanaja.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: athée iringiriny
Date: 15 février 2018 - 15:43

Izaho eto Madagasikara no mipetraka, ary izaho tsy PELAKA !


Fa mitodika amin'iretsy mpakahala homo iretsy aho : gravy be le ignorance-nareo.

Miangavy anareo ireo aho : hianaro kely ny cerveau humain, ary ny zone mikasika ny "attirance sexuelle".

Matoa ianareo mamaky forum, dia mahita accès internet izany.

Mba karohy kely @ google kely io, dia hianaro tsara, ataoko hoe ankizy niveau 5e dia efa mahazo tsara ny tiany ho lazaina.

Miezaha ry zalahy mamantatra sy mianatra ary mandalina zavatra hafa fa tsy io toko sy andininy ao @ baiboly io foana akory no laniana tsianjery a ! Bedabe ny boky mampanitatra fahalalana intéressants lavitra noho io boky baiboly-baibolinareo io

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Ravonjison
Date: 17 février 2018 - 10:30

Athée iringiriny a, iza ao amin' ny facebook ianao? Sao mba fantatro ihany.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Bonus
Date: 24 février 2018 - 12:29

Par: Mpiserana
Date: 15 février 2018 - 09:21

Mahay ianareo e, tena mahay.

Fa azafady,tsy voatery hanaiky ny hevitrareo "manam-pahaizana be atidoha" ireto ny tenako raha io resaka fahapelahàna io.

Ndao zatsy izy!!!Tohizo ny anareo,fa ilay tanora malagasy voaloton'io "zavatra" io no mahasarotiny ahy.

Rehefa hiziriziry hanao ny lohany koa izay malagasy homo (matetika miaraka @ vazaha) mipetraka eto Mada, tokony hiondrana any @zay tany manaiky izany.Any mantsy "mandroso" e!

Mety dondrona aho, mahantra aho fa madio ara-panahy!

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Aza avadika ny resaka fa tsy misy ny manery anao hanaiky pelaka, iza ianao no hoterenay hanaiky anay, olona dondrona toa anao ve hoterena ??? Azafady an !!! Araka ny fitenin'ny razamben'ny sinoa "On ne saurait faire boire un âne s'il n'a soif !!!", afaka adika tsotsotra amin'ny fiteny malagasy hoe "Tsy ho afaka hanery hampisotro rano ampondra raha tsy mangetaheta izy !!!"

Ka dia eo ianao sy ny tranonao, avelao ny pelaka hiaina ny fiainany e, lavitry ny fankahalanao !!!

"Madio ara-panahy ???", laisse-moi rire hoy ny vazaha, ny olona madio ara-panahy tompoko dia olona tsy misy fankahalàna, na iza ilay olona na iza, na mainty na fotsy na vehivavy, na silamo ilay olona na pelaka, dia tsy ankahalainy, matoa ianao mankahala pelaka dia mpankahala, maloto fo, maloto fanahy é !!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Bonus
Date: 24 février 2018 - 12:34

Rehefa hiziriziry hanao ny lohany koa izay malagasy homo (matetika miaraka @ vazaha) mipetraka eto Mada, tokony hiondrana any @zay tany manaiky izany.Any mantsy "mandroso" e!

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Fa iza ianao no hanery hanondrana ny pelaka malagasy any ivelany ???

Ianao no tokony hilevim-belona rehefa tsy mahatanty ireo pelak'i gasikara !!! Ianao angaha no mamahana azy sa mampiakanji azy???

Foutaises !!! Avelao izy hiaina ny fiainany !!!

Voam-bary hapetraka eo ambony vilianao tadiavina fa tsy ny pelaka no hankahalaina sy hampivonto fo fa dia AVC no miandry anao, hivonto fo amin'ny tsy antony fa izy hiaina ny fiainany na hikiakiaka toy ny karyvavy en chaleur tsy mahita karylahy ianao !!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 26 février 2018 - 10:16

Bonus> Alahelo ny ahy fa tsy fankahalàna velively. Izany no mahatonga ahy hiteny sy hanoro ny fanafodiny.

Ise io zao no hitako mivonto fò ka mety ho tapaka lalandrà @ farany. Hitako izany @ valintenin'ise. Sa tsy marina izany??

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiserana
Date: 26 février 2018 - 14:46

Zanajao> Inona no tsy haritr'isekely amin'ny resakay sy Bonus e? Saro-piaro??
Sa ny tianareo sy Rajao lazaina dia hoe mangina fa zay tianay ihany io!!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: athée iringiriny
Date: 26 février 2018 - 15:06

Mpiserana >> F'angaha moa ny olona homo marary ka hoe omena fanafody ?

Olona tsy mitovy amin'ise fotsiny ireo, fa tsy hoe marary akory

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: manazava
Date: 27 février 2018 - 04:14

Mba hiditra kely eto, za tsy pelaka ary tsy mankasitraka ity fomba firaisana iray ity, kanefa kosa dia tsy manenjika na mankahala izay manao izany, tsy fantatro aloha na raran ny lalàna io eto na tsia, fa tsy tokony resaka hoe raran ny baiboly kosa no entina hiadiana hevitra, an ny kristianina ihany ny baiboly io, kanefa firenena laika ny eto fa tsy krisitanina

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: lilasoua Paris
Date: 01 mars 2018 - 15:21

Niza n'iza laninareo any, mifaditrovana foana ny ankabeazan'ny olona!lany andro manao propagande hameno kibonny sasny eo fotsiny

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: skeptic!
Date: 02 mars 2018 - 09:58

ianareo miseho mankatoa ny baiboly io ve mba tena mankatoa tokoa ?

ohatra : ny zanaka maditra tsy laitra hanarina dia vonoina ho faty

lire
Deotoronomia 21:18 [Ny fanao amin'ny zanaka maditra tsy zaka anarina] Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon'ny rainy, na ny feon'ny reniny, ka tsy zakany anarina,

Deotoronomia 21:21 Dia hitora-bato azy ho faty ny mponina rehetra ao an-tanànany; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy; ary ny Isiraely rehetra dia handre izany ka hatahotra.


lire Eksodosy 21:15 Ary izay mamely ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.

lire Eksodosy 21:17 Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.


lire Levitikosy 20:9 Fa na iza na iza no manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa: efa nanozona ny rainy na ny reniny izy; ny ràny dia ho aminy ihany.

idee Matio 15:4 Fa Andriamanitra efa nanao hoe: Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20. 12), ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa (Eks. 21. 17). idee


Mba efa nisy nampiatra an'io Matio 15:4 ve ny tena kristianina sa hoe a a a smiling smiley

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Zanajao
Date: 02 mars 2018 - 14:21

Vive Rajao yeuxfermes

////////////////////

Manohana anao izahay Vahoaka manerana ny faritra 22 maro an'isa Monsieur Le Président, efa azotsika io, vizaka fotsiny ny panaratsy tsy tia miasa.

Vive Notre Président Rajaonarimampianina

2018 Anay smiling smileysmiling smileysmiling smiley

Ny Filoha Rajaonarimampianina, no Filoha omaly, Filoha anio ary Filoha Mandrakizay

Biographie :

Hery Rajaonarimampianina , né le 6 novembre 1958 à Antsofinondry, est un homme d'État malgache, président de la République depuis le 25 janvier 2014.

Hery Rajaonarimampianina devient, en 1991, directeur des études à l'Institut national des sciences comptables et de l'administration d'entreprises (INSCAE), poste qu’il occupe jusqu'en 1995, tout en exerçant sa profession d'expert-comptable.

Durant cette période, il enseigne également à l'université de Tananarive et à l'Institut d'administration des entreprises de Metz, en France.

En 1995, il fonde son cabinet d'expertise comptable et commissariat aux comptes. Fort d’une cinquantaine de collaborateurs, le cabinet intervient dans tout Madagascar dans de nombreux secteurs d’activités pour le compte de sociétés commerciales, d’organismes nationaux et internationaux, de projets financés par les bailleurs de fonds.

Sa compétence et son influence valent à Hery Rajaonarimampianina la reconnaissance de ses pairs qui le portent en 2003 à la présidence de l'ordre des experts-comptables et commissaires aux comptes de Madagascar, fonction qu'il occupe durant cinq ans.

Il est aussi nommé vice-président du Conseil supérieur de la comptabilité ou encore conseiller du Comité pour la sauvegarde de l’intégrité depuis 2004.

Ministre des Finances d'Andry Rajoelina
En 2009, Hery Rajaonarimampianina intègre un gouvernement issu d’un coup d’État en qualité de ministre des Finances et du Budget. Il doit composer sans le soutien de la communauté internationale qui a été retiré au pays en raison de l’illégitimité de ce gouvernement, le tout dans un contexte économique mondial dégradé.

Pendant quatre ans, il réussit à contenir l’inflation et à maintenir la stabilité de l'ariary, l'unité monétaire malgache. Son administration paye également en temps et en heure les traitements des fonctionnaires et des agents de l'État en réduisant par exemple 90 % du budget de l’agriculture dans un pays qui compte 80 % de paysans. Il contribue à résoudre les crises sociales à répétition liées au contexte économique de la Grande Île, dans les universités (enseignants, étudiants, personnels techniques), les milieux hospitaliers (médecins, paramédicaux), ou encore chez les agents des douanes.

Devenu président du conseil d'administration d'Air Madagascar en juillet 2011, Hery Rajaonarimampianina y représente l'État malgache et y mène à ce titre une nécessaire politique de redressement financier.



Présidence de la République
Le 17 janvier 2014, il est officiellement proclamé président de la République par la Cour électorale spéciale, avec 53,49 % des suffrages devant son adversaire, Jean-Louis Robinson, crédité de 46,51 % des voix,

Le Président Rajaonarimampianina sera REELU AVEC 75% des voix MINIMUM en 2018 ----> YEEEEEEEESSS smiling smileysmiling smileysmiling smiley

Options: Répondre
Page: 16 sur 16


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg