Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Page: 14 sur 16
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Banus
Date: 06 juillet 2017 - 16:20

Diso adiresy elah ry b.ela(ka)pin. Fantasme an'ny mpanao tera-bitro nen'lah! hi!hi!hi!hi!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: ra-néné
Date: 06 juillet 2017 - 17:43

tsomeko lamba elah ry belapin rah elah no vadiko

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 13 juillet 2017 - 13:05

Raha vadiny ianao tsy lamba no ilainy any aminao. Rah elah no va(o)diko.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: zvb
Date: 14 juillet 2017 - 17:00

Amiko aloha ratsy daholo ireo, "tsy fantatrareo angaha fa io no nahatonga ny fahatezeran'Andriamanitra tao SODOMA SY GOMORA. Mibebaha ianao raha efa ao anatin'ireo!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: akama
Date: 17 juillet 2017 - 14:26

zaho mino fa ny fiaraha-monina malagasy tsy mankasitraka ny pelaka, anjaran'ny ray aman-dreny iany koa no miezaka sy mampianatra ary manazava ny tsy mahatsara izany satria ny RAD no efa mahita avy hatrany ny comportement ny zanany, raha toa ka RAD mivavaka dia tsy mila misahirana izy ireo fa lazainy amin'ny zanany ny porofo voalaza ao anaty baiboly fa anjaran'ny dada sy neny no manohana ny voala anaty baiboly.Ny televisiona koa mba aoka tsy handefa ireny sary na films misy toy ireny satria heverin'ny ankizy fa mety ary azo ato izy ireny matoa misy manao, tadidio anefa fa ny ankizy dia liana amin'ny zavtra tsy azo ato fa tsy toy ny lehibe izy ireo. samy tompon'andraikitra daol isika rehtra manoloana io tranga io.ary tsara araraotina dieny tsy manaiky io ny lalàna malagasy.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 18 juillet 2017 - 12:50

Aza miteniteny foana re tompoko.

Ny homo tsy aretina tsy zava-doza fa vokatrin'ny fitiavana.Fa naninona moa no mbola mitohy izy ity kanefa tokony ho tapitra tao Sodoma sy Gomora tsy mazava ny tantara.

Aza minomino foana fa aleo ny olona hifankatia tsy izany angaha no angatahin'andriamanitra.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: TSSSS
Date: 19 juillet 2017 - 10:25

kostyka<<<<<<ny fitiavana dia lahy sy vavy no miaraka fa ny homosexuel dia fijangajangana . aza afangaro!!!

« Aza mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy; fa fahavetavetana izany. » (Levitikosy 18:22)
« Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny lehilahy, tahaka ny fandry amin'ny vehivavy, dia efa nanao fahavetavetana izy roa lahy; hatao maty tokoa izy; ny ràny dia ho aminy ihany. » (Levitikosy 20:13)

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 19 juillet 2017 - 12:13

Fahazaoko ireo teny ambaranao ireo dia hoe rehefa tsy atao fananahana dia vetaveta.

Ny vetaveta ange tsara na amin'ny vavy sy lahy aza.

Ny olona amin'ny kristiana sasany dia tsy azon-dry zareo ny baiboly ny fototra mihintsy.
Aiza ho aiza ao anatin'io boky io no milaza hoe henjeho alao-baraka na hoe gadrao na hoe tsaboy ny mpanao vetaveta.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Njoun
Date: 19 juillet 2017 - 12:16

gratte manao akory aza raha mba bandy kely pelaka indray no mitondra ny firenena? gratte

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 19 juillet 2017 - 12:28

Efa nisy priministra teto fa mety tsara

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: TSSS
Date: 19 juillet 2017 - 14:20

« Ne savez-vous pas que les injustes n’hériteront pas du royaume de Dieu ? Ne vous y trompez pas : ni ceux qui vivent dans l’immoralité sexuelle, ni les idolâtres, ni les adultères, ni les travestis, ni les homosexuels, ni les voleurs, ni les hommes toujours désireux de posséder plus, ni les ivrognes, ni les calomniateurs, ni les exploiteurs n’hériteront du royaume de Dieu. » (1 Corinthiens 6.9-10)

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Brandon
Date: 19 juillet 2017 - 17:13

Kostyka >>>

Ny pédérastie dia aretina ara-tsaina.
Araka ny vaovao tamin'ny herinandro teo, dia mihanaka indray ny SIDA any ivelany any ka ny pédés no mitondra azy.

Dray! Dray! Dray! Ialao any fa zava-doza !

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 20 juillet 2017 - 13:30

Raha aretina io dia aiza no misy dokotera mitsbo an'izany dia misy fanafodiny ve.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: pretty girl
Date: 20 juillet 2017 - 14:50

indrisy fa manomboka tonga aty amin'ny tany mahantra ny aretin'ny tany mandroso, angamba ireo mankasitraka ny pelaka tsisy maniry ny zanany ho tonga amin'izany. Ny fahitako ny pelaka dia areti tsaina, diniho ny olona rehefa manomboka lasalasa amin'ny fiainana fa manao zavatra tsy fanao : mpihira malaza, mpanao politika, pdg am orinasa lehibe. Manomboka mahatratra ny satisfaction ny vie quotidienne ka mitady ny lafatra kokoa, manandrana ny tsy fanaon'ny olona normale, mitady ny zavatra iréelle, sns sns, mba afaka misy mitantara ve eto na mijoro vavolombelona hoe sambatra ny olona pelaka, inona no niafarany, mba velona finaritra ihany ve izy ireo amin'ny tontolo tsara noforonin'ny Mpahary?

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Brandon
Date: 20 juillet 2017 - 15:53

Kostyka >>>

3 no misahana ny fitsaboana : Psychanalyste sy Psychologue ary Psychiatre. Tsy ilaina ny Médecin généraliste, satria afaka manome prescription médicale ny psychiatre, raha ilaina.

Fa raha mitondra SIDA ilay pédé, dia izay vao ampiana Médecin spécialiste en Dermatologie et Vénérologie.

Tena tsy takatry ny sain'ny pédé fa ny firaisan'ny lahy sy ny lahy no antony iray lehibe nipoiran'ny SIDA. Fa dia mbola mirehareha amin'izato fomba fanao ambany noho ny an'ny biby ry Bonus sy ny namany.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: libre de penser
Date: 20 juillet 2017 - 22:25

ZA KO talo de tena tsy tia nizy renymisy aretina ,
fa zao marina mafy fa tena tsy mapaninona ahy tsony
ka marina e


tsy aleo ve izy manao zany toi izay mangalatra , tsy homophobe miintsy za ka

fa zao , ny but i seduire vaza de manambady maazo ttsy

attention grave nisi namanay novonoini olona taty France
asa na izy gay..

ny olana amindry zareo tsy maazo mande n'importe ou, nisy namanay ko ni agresseny olona tany ile Maurice ,

na eny Paris aza de misy mandaroka maratra bb miintsy , dommange

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Brandon
Date: 21 juillet 2017 - 08:06

libre de penser >>>

Inona kay no hidiran'ny resaka pédérastie sy ny ny fangalarana ? Tena tsy misy hifandraisany izany an !

Matetika anie ny pédé dia mandray rongony ihany koa e (manomboka amin'ny rongony fohana ka hatramin'ny rongony trohana na atsindrona). Dia izay koa no mahatonga ny atidohany ho mivadika. Dia tsy mahagaga raha ny misy ny agression, satria resaka vola sy rongony ary @#$%& no ao ambadika. Izany no fiainan-dry Bonus sy ny namany !

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 21 juillet 2017 - 12:04

Izao indray izany dia misy hifandraisiny ny homo sy rongony.

Tena voahidy ara-tsaina ny sasany. Ianareo ve mino hoe vao omaly no nisy ny homo fa fahagola tsy nisy an'izany.

Na ny fahatongavan'ny aretina koa aza dia hazavainareo amin'ny fitiavan'ny olona. Raha manelaka vehivavy izany dia tsy mamparary fa raha lehilahy dia tonga ni sida.

Manatona ireo dokotera ainao ireo dia mba anontanio izy hoe mety aho ve fa za homophobe.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Eeedrey
Date: 21 juillet 2017 - 12:12

Kostyka> ianao angamba tsy mahafantatra homo akory raha NY firesakao eto!efa nahita NY soirée homo v ianao?? Tsy maintsy misy rongony @ ireny, tsy lainga izany!
NY olona miovaova partenaires no betsaka tratran'ny aretina na homo na tsia!simple b izany

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 21 juillet 2017 - 12:13

Fa any amin'ny soirée hétéro tsy misy rongony.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Njoun
Date: 21 juillet 2017 - 12:21

Rehefa tena dinihina anie dia ny biby mbola misaina nohon'ny olombelona raha io resaka pd io no atao resaka.

Jereo fa akoholahy samy akoholahy tonga dia mifamono fa tsy misy misy mifandrefy amin'ny helatra toin'ny fanaon'ny akoholahy @akohovavy.

Ny alika lahy tsy hamofona divoun'alikalahy izany, donc ilay olombelona mihitsy no manita-tsaina @ratsy, sady efa hita fa ratsy dia mbola miezaky manaseho sy mitady @fomba rehetra fa afaka miaraka ankahalalahana ny lahy sy lahy

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 21 juillet 2017 - 12:30

Tsy homo ny tenako fa tsy azoko kosa hoe maninona no hitadiavana voa tsy hary ity firaisan'ny olona ity.

Na ireo biby tanisainao ireo aza mbola tsy no dinihinao tsara fa manao an'izany.

Misy inona mitranga eto ambonin'ny tany raha samy bevolom-bava no mifanoroka sy mifankatia. Inona ny fiatraikan'ny homo eo anivon'ny fiaraha-monina ?

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Eeedrey
Date: 21 juillet 2017 - 13:06

Kostyka>>> soirée homo izny automatique ny rongony fa tsy mitovy @ hafa e!! Ambiance hafa mihitsy!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 21 juillet 2017 - 13:47

Matoa ianao mahafantatra an'izany sy manizingizina dia mpandeha izany ianao fa raha indray mandeha ianao no nahita tsy afaka miteny izany foana raha tsy miaraka amin-dry zareo na koa hoe karazan'olona mino honohono ianao.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: 2017
Date: 21 juillet 2017 - 13:55

la plupart des gens me demandent pourquoi je suis contre l'homosexualité. je réponds toujours la même chose:"j'ai encore besoin de mon anus en cas de diarrhée.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Eeedrey
Date: 21 juillet 2017 - 14:00

Tsy mila mandeha ny soirée spéciale an dry zareo vao mahafantatra ny ataony ry kostyka ary ry zareo no mitantara fa ngamba manantena hitarika ny hafa.
Tsy possible ny zavatra tantarainy amiko raha tsy olona mifoka fa tafahoatra be.izy indray no gaga hoe rikoriko ianao vao mihaino, fa amindry zareo normale be ny reviny.
Olona mpifoka rongony izany koa mora fantatra

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: 2017
Date: 21 juillet 2017 - 14:06

Meme satan n’est pas homos*xuel ; il a préféré aller vers Eve plutôt que d’aller vers Adam

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Brandon
Date: 21 juillet 2017 - 14:12

Merci 2017

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: $ongomby
Date: 21 juillet 2017 - 14:36

mamky an-dry kostyka aho de tena variana hoe lery sady pelaka no voundéa. Tena ao @ lery daholo ny faharatsiana rehetra a. Nefa de tena miady fo manamarin-tena mihitsy

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 21 juillet 2017 - 15:26

Mbola tsy nisy nanavaka ianareo tamin'ny fiainanareo ka tsy mba miady amin'izany atao hoe fahafahana izany.

Ilay olona milaza hoe sady pelaka no voundéa, ao daholo ny faharatsiana rehetra asa na mba mijery fitaratra ianao io.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Brandon
Date: 24 juillet 2017 - 16:53

Ka hatrary ambadika ary kosa i kostyka no efa hafahafa fihetsika sy firesaka ary fisainana.
Tonga dia vakiana ohatra ny mamaky boky. Tsy misy afenina intsony.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 25 juillet 2017 - 12:17

Io fisainanareo mampizarazara io ange no tsy mampandroso e. Misy mitsikera ny nataon'i Gallieni hoe zarazarao hanjakana kanefa ianareo no voalohany mpanenjika ny izao sy izao.

Miady an'izany tany afaka sy fitoviana izany ny tenanay fa tsy ratsy firesaka sy fisainana toy ny sasany.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Solofo
Date: 25 juillet 2017 - 14:48

Tsy hanao bla-bla be fa:

1- Hanao toraka voninkazo kely ho an'i Bonus sy ireo olona rehetra misaina amin'ny ati-doha fa tsy amin'n zavatra hafa.

2- Hilaza oe ireo olona homophobes ireo dia olona frustrés sy aigris am fiainany. Ny fiainanareo atao ze mahatsaratsara koukou anazy, fa tsy mitondra mankaiza ny fidirana lalina amin'ny fiainan'ny hafa.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: p.elaka
Date: 25 juillet 2017 - 14:59

Tsy asiana bla-bla be koa fa:

Ianao mahatanty sy mahavatra mijery ny taranakao sy ny taranaka malagasy mivaralila fa zahay tsy mahatanty.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Ha-ha ha-ha
Date: 25 juillet 2017 - 15:05

Solofo> rehefa lasa pelaka ny zanakao na ny vadinao ary manova ny programme scolaire hifanaraka @ revy pelaka ianao dia mahazo mifoha @ izay ka!!na mety rehefa Elena ny polygamie sy ny fanambadiana entre olona sy animaux

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Solofo
Date: 25 juillet 2017 - 15:15

p.elaka> Inona no olana amzany? Eritreretinao fa raha anaovana sermona na vazavazana nga ny olona homo iray (taranakao na tsia), d magie-magie, lasa hétéro?


Ha-ha ha-ha> hors sujet be. Tokony hanokatra sujet vaovao raha hiresaka polygamie sy ny fanambadiana entre olona sy animaux.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Ha-ha ha-ha
Date: 25 juillet 2017 - 15:25

Solofo> autorisé ny mariage pour tous ka nahoana no tsy angataka koa ny hafa e?? Lahy sy lahy, vavy sy vavy aza ekenareo

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Solofo
Date: 25 juillet 2017 - 15:58

Ha-ha ha-ha> Izany ve no problème-nao? Kou tsy aoka fotsiny reefa ny firenena reetra no hankasitraka ny mariage pour tous? Izany manko dia zavatra tsy maintsy hitranga no ho ela no ho haingana.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 26 juillet 2017 - 11:30

Ka atao hoe arahina aza ny zavatra tadiavin'ny homophobes eto ka atao ahoana aza ny homo rehetra eto ambonin'ny tany.

Raha aretina tsy ho ampy ny dokotera.
Raha ara-pivavahana tsy mety satria andriamanitra tsy manaiky na dia betsaka aza no nagataka am-bavaka.
Raha gadraina dia lasa sodoma sy gomora ny fonja dia ny vahoaka ihany no hamelona azy ao.

Aza miady amin'ny natoraly fa miazakazaka miverina toa rifa-tsoavaly izy.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Njoun
Date: 26 juillet 2017 - 11:37

Solution satria hita fa fanetribem-pirenena ny bandikely pelaka

1- tapahina ny bôbôtany
2- tapenana ny lavaka

Fa ny sipa samy sipa tsy maninona fa mandamina tsara ny mijery azy yeah

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 26 juillet 2017 - 11:48

Rehefa vavy sy vavy izany dia mety ve

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Njoun
Date: 26 juillet 2017 - 11:49

kostyka >> yeah

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: kostyka
Date: 26 juillet 2017 - 12:14

Mpankafia mijery na voyeur ianao izany karazany afa koa izany ianao ka mahatatesa fa mety hisy anavaka atsy ho atsy.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Njoun
Date: 26 juillet 2017 - 12:28

Tsika mbola tsy nijery fa aleo alvitra be sipa toizany bandy an!

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: mamakafaka
Date: 26 juillet 2017 - 13:07

misy milaza any ambony any hoe tsy naturel e, sns,...

fa ao anaty baiboly ao koa misy tantara hoe : nivady tamin'ny zanak'olombelona ny zanak'Andriamanitra izay nipetraka tany an-danitra

Genesisy 6:2 dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy.

Genesisy 6:4 Ny Nefilima nitoetra tambonin'ny tany tamin'izany andro izany, sy taorian'izany koa, raha nivady tamin'ny zanakavavin'ny olona ny zanak'Andriamanitra, ka niterahany; ireo no ilay olo-mahery hatrizay ela izay, dia ny lehilahy nanan-daza.

=> Dia niteraka olona ngeza be ry zareo

Anjely + Olona = Olona ngeza be smiling smiley

Hatramin'ny anjely any an-danitra izany dia voatoana hanao zavatra tsy naturel gratte gratte gratte

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: mamakafaka
Date: 26 juillet 2017 - 13:12

...
dia iza no Rain'i Jesosy ?

dia iza no Reniny?



hum

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: mamakafaka
Date: 26 juillet 2017 - 13:33

nojereko tamin'ny wikipedia ilay Nephilim dia hitako .....

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Hono oa
Date: 27 juillet 2017 - 11:16

Mamakafaka> fa heverinao fa inona moa ny dévoly?? Anjely nivadika na ange déchu.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiseranaa
Date: 28 juillet 2017 - 03:49

Raha matin'ny sida moa ny pelaka dia inona ny olana? Tsy vao maika ary ve faly nareo tsy tia homo?
Izaho manokana dia homo ary tena mahatsiaro sambatra rehefa niala tany mada satria libre aho. Tsy ny fanaovako fiainana araky ny fiheveranareo azy ny mahasambatra ahy fa misokatra @ zavatra hafa kokoa aho. Resaka fialamboly, fahitana finoana hafa ankoatry ny kristiana
Io dia kolontsain'ny gasy mihitsy io miditra @ fiainan'ny olona io. Jereo ao @ bible raha misy fankahalana nataon'ny Jesosy hoan'ny mpanota ao, fa ianareo kristiana sarintsariny no tena manakiana satria tsis atao.

Luc 6:37
Ne jugez point, et vous ne serez point jugés; ne condamnez point, et vous ne serez point condamnés; absolvez, et vous serez absous.

Options: Répondre
Re: sady malahelo ny tena no rikoriko mahita ireo bandy kely pelaka
Par: Mpiseranaa
Date: 28 juillet 2017 - 03:51

Matthieu 7:1-5

Ne jugez point, afin que vous ne soyez point jugés. Car on vous jugera du jugement dont vous jugez, et l'on vous mesurera avec la mesure dont vous mesurez. Pourquoi vois-tu la paille qui est dans l'oeil de ton frère, et n'aperçois-tu pas la poutre qui est dans ton oeil?

Options: Répondre
Page: 14 sur 16


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg