Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
leo havana
Par: nadina
Date: 11 novembre 2016 - 10:38

Tsy rariny ny ataon'ny havana any Mada fa tsy hita izay atao
izao ny olana, mandefa vola amin'i mamanay za isambolana, misy zandry iray mangataka vola amin'i mamanay tsy ankijanona, tsy mahalala fomba fa sady tsy mahay misaotra no mangataka lava, mamanay manome foana nefa avy eo mitaraina hoe alainy daholo ny vola, tenenina ilay mama dia mitomany satria tsy tia ady na tabataba hono, za anefa manazava fotsiny ny tokony ataony
leo be za ary tsy hitako ny vahaolana, hajanoko ny fanampiana sa ahenako ilay izy, ilay somme mantsy dia efa juste hoe JIRAMA, vary iray gony, charbon, écolages zaza roa, zandrinay miasa fa manao forcing amin'i mamany hoe zarao ny vola, tsy fantatra ny antony ary mangataka lava dia sahirana lava, tena ratsy fomba be ilay zandrinay, nefa izy miasa rahateo, tsy mandoa hofantrano koa.
Mba tena mitady hevitra fa leo tena leo, mamanay anefa tsy tiako hijaly nefa izy no toa mampijaly tena nohon'ny fitiavanjanaka sy hoe tsy tia tabataba, izany foana no averiny amiko

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: mahefa2
Date: 12 novembre 2016 - 09:58

Efa nandalovako koa io situation-nao io. Kanefa sarotra ny hanome tsiny sy hitsara an'ireo havana. Sady culture any dago mihintsy ny hoe ray aman-dreny tsy mahavita mandà zanaka, sy ny zanaka mbola minono amin'ny ray aman-dreny na de efa ampy taona sy efa miasa aza. Izay no zava-misy any ary sarotra ny manova an'izany. Fa ny azonao atao dia na ajanonao ny fandefasana vola, ra toa ka tena manahirana ny sainao, na alainao makanty aminao ny reninao raha tena malahelo azy ianao.

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: nadina
Date: 13 novembre 2016 - 09:56

vadiko tsy tia helingelenina, io ny olako, tsy afaka maka an'i mamanay hipetraka aty amiko za, ary tsy misy olana trano any Mada fa io resabola io no mahasorena fotsiny

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: hic!
Date: 13 novembre 2016 - 12:50

nga ts'mety tenenina ilay mpindrambola. Teneno aminy ny marina fa vola efa misy làlany no alefa fa tsy natao indramina lalan-kafa ?

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: sarotra atoro
Date: 14 novembre 2016 - 07:21

mamerina eto foana a ho anareo any andafy, aza dia manaiky ataon'ny olona aty vache à lait foana. maninona zao zahay tsy manana havana any andafy nefa velona tsara sady mandroso? afaka mivelona tsara tompoko ny olona aty fa ny havanareo no be kôkô loatra.

hevitra atoroko anao: alefaso @ olona hafa azonao antoka ny volanao, dia izy no manatitra ny charbon sy ny vary any @ mamanareo. Asaivo alohany direct koa ny hofantranon'i mamanareo, zany oe tsy asaiana liquide any aminy fa efa vary no tonga any. na dia oe manome vola amboniny an'ilay mpitantana vola aza ianao @ voalohany, mba hanajanonana ilay fahazarandratsy @ zandrinareo mpanao mimi

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Gaga kely
Date: 14 novembre 2016 - 14:43

Azafafady Nadina,

Somary mba taitra ny tenako hoe olona iray rà @ao reo kanefa lasa probleme.
Tsy miteny aho hoe omena azy daholo ny fanananao.
Fa ohatra fotsiny maninona raha tonga dia zaraina roa ny vola ho an'nizy mianaka.
Ny fiainana eto Madagasikara anie sarotra e.
Mety noho ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatonga anao any hanampy ny havanao.

Hevitro manokana io fa tsy an'ny besinimaro.

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: tandremo ihany
Date: 14 novembre 2016 - 16:07

Gagakely<< Matoa mitaraina eto izy dia efa tafahoatra loatra ny zava-misy!

tsy fanampiana sy fanasoavana olona ny fanolorona vola isam-bolana nefa samy miasa izao ihany!!ny hatsembohanao no hinanao fa tsy ny an'ny hafa sady maka an-kolaka

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: nadina
Date: 14 novembre 2016 - 19:30

Gaga kely
Ahoana moa no hoe zaraina roa ny vola nefa mama no prioritaire amiko?
Ary raha zaraina roa koa ny vola dia deux fois koa ny frais, za efa manome fa ny havana no tsy mety afapo ary za tsy hanome izay tsy misy eo ampelantanako koa, ny havana raha omenao 1000000izy dia mitady deux millions, omenao trois izy dia mitady quatre, ka tsy possible ilay izy satria ny mentalité no efa voa


hic!
efa averina injato amin'arivony hoe vola efa misy lalany ny vola alefako fa tsy rarahiny angamba na mody adala izy na tsy fantatro izay ao antsainy fa dia tsy menatra intsony izy manao takin'adala hono hozy mamanay, dia andrasany mihitsy ny date fandefasako satria fixe

sarotra atoro
tsy misy olonkafa azo andefasana vola koa fa manahirana be, resabola mampiady aman'olona

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: conseilleur
Date: 14 novembre 2016 - 22:08

Nadina> Ny solution hitako ho anao dia mila ianao aloa mijery sur terrain any oe inona no tokony atao , mila miresaka aminy ilay rahalahinao aloa ianao oe izao sy izao ny decision ny momba vola alefako aty dia jereo eo aloa ny fihetsiny fa c'est vrai ramoramanana ny tary any surtout havana izany fantany tsinona fa tsy afaka hitory azy ianao dia manao izay tiany izy fa raha hitanao oe tsy misy solution loatra dia jereo daholo ny mpivarotra tokony hividianany mamanareo zavatra dia tonga de ilay vola havatana any ilay mpivarotra ny olona any mantsiny efa manana portable daholo donc afaka alefanao en direct ilay sosy dia hita eo indray ny paika razandry ê! aza adino fa tsy maintsy mitady fika afa indray lery. fa adapté-o en fonction fikany ilay zavatra atao ê!
Mahereza ê!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Jereo ny limite
Date: 14 novembre 2016 - 23:14

nadina >>>> Ianao no harary fo fa ny any Madagasikara, tsy misy azo atokisana na ny iray, na ny reninao, na ny havanao akaiky, na ny rahalahy sy rahavavy dia mpisoloky daholo fa mitandrema.

Amin'ny voalohany dia mety ny fiaraha-miasa na ny fandefsanao vola fa rehefa avy eo dia tsy maintsy mivika foana na iza na iza.

Ny vaha-olana dia ianao, tu vois la limite, jusqu'où tu tolères leur vol et arnaque, raha vao mihoatra an'io limite io dia tonga dia STOP !!!

Fa tsy maintsy misy foana ny halatra na ny fanampiany ny havany avy @ volanao, fa tadiavo fotsiny ny marimaritra iraisana, hoe tsy mahazo mihoatra io limite io, ...

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Jereo ny limite
Date: 14 novembre 2016 - 23:18

Mino aho fa manan-janaka ianao, dia sahinao ve hoe, ianao mihinana, dia ny zanakao tsy hihinana?

Ny fon'ny reny dia hafa ry nadina, tsy ho vitany ny hijery an-janany lahy, tsy hanam-bola, ary izy manam-bola.

Ny vaha-olana dia jereo fotsiny ilay limite, dia raha vao mihoatra an'io limite io dia STOOOP !!!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: sarotra atoro
Date: 15 novembre 2016 - 05:35

dia alefaso zany ny vola koa inona moa?

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: catalina
Date: 15 novembre 2016 - 11:50

Salama daholo,

Tsy marina kosa ny filazana fa tsy azo atokisana DAHOLO ny havana aty madagasikara. Misy dia misy ny azo atokisana. Zaho izao dia nametrahan'ny havako (cousine) vola en euros hanaovana finition ny tranony fa tsy nisy na iray centimes nipika...tsy nampanaoviny sonia taratasy akory fa resaka confiance mutuelle! hitondra mankaiza ry 'reto izany maka ny tsy anjaran'ny tena izany? Rehefa tsy ampy ny eo ampelatanana dia mitady svahaolana fa tsy ny an'olona no giazana... hevitro manokana izay.

Raha ny olan'i nadina indray dia tena fanararaotana tsotr'izao ny an'ilay zandriny! olona efa miasa ve dia sahy haka ny anjaran'ny reniny? fa maninona ilay zoky vavy no antra ilay reny (izay mety efa tsy misy fidiram-bola) fa izy zandry dia tsy mahatsapa izany? tsy misy afatsy apetraka @olona ilay vola dia tonga dia vidiana ny zavatra ilaina... atao provisoire fotsiny izay vahaolana izay!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: raosimavokely
Date: 15 novembre 2016 - 12:00

Mba gaga aminareo mipetraka any andafy a ka ..
Ao amin'ny fianakaviako : 13 no mipetraka any an-dafy.
Maromaro ihany no nandia fianarana tany dia nody avy teo fa ireo no nijanona any.

Izahay dia fianakaviana mahitahita ihany matoa afaka nandefa zanaka nianatra tany aby.

Fa dia tsy misy ray aman-dreny na 1 aza manao androrosy aminareo any andafy izany a!!
Aty aza ny ray amandreny manana visa de circulation daholo satria mivezivzey mijery ny fahorian'ny zanaka mipetraka any.

Fa ahoana ny anareo no ohatra izany e?

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: pfffffff
Date: 15 novembre 2016 - 14:46

raosimavokely<< ny fanontanianao no tena mahagaga!!izany koa ve dia tsy azonao hoe tsy mitovy @ fianakavianao daholo ny fianakaviana malagasy rehetra!!mahantra ny ankamaroan'ny gasy dia lasa simba toe-tsaina manataka sy manararaotra izay tafavoaka fa te hanan-karena tampoka

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: aie aie aie
Date: 16 novembre 2016 - 07:55

nadina >>>>>

gaga be za @ ireo commentaire ambony ireo....reny eh, zanaka tsy misakafo eh , ianao no tafita any dia irak' Adnriamanitra eh... za tsy manome tsiny fa tena hita fa olon ny fo marina ny gasy , ny fomba fijeriko azy dia tsotra, raha efa miasa ilay zandrinao, mety kely karama angamba, fa manapozina azy ny Mamanao sy ianao raha toa manao fanampiana tsy ampiheverana, toa lava reny tsy misy farany ... Raha tinareo ho tafita izy dia ataovy izay hananany hambopo, tsy hiankina @ iza n'iza, fa na zandry , na havana , ny fanampiana tompoko dia tokony handalo , @ fotoana voafetra ihany, ary mifandanja @ izay tena ilaina maika sy izay fahafahan ny mpanome, fa raha olona mila vola isambolana izany, tsy fanampiana izany , zava doza no aterak'izany , rehefa sanatria tsy afaka ianareo , na tsy eo, za dia manome tsiny anareo satria tsy notaizaina ahaleo tena ilay zandrinao

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: nadina
Date: 16 novembre 2016 - 09:09

misaotra anareo rehetra namaly
Nahita solution za, za mantsy mbola misy zoky koa any ary io zokiko io dia manentsina ny banga matetika satria omen'i mamanay an'ilay zandry ny antsasabola, azo antoka ihany ilay zoky hatreto ka asa raha hivadika koa rehefa mahita vola kely,izy koa miasa rahateo, fonctionera daholo ny ao aminay fa tsy hoe mpiasa madinika, tsy hoe olona ambony koa fa mpiasa tsotra sy aradalana,tsy mandray karama ambony be na karama ambany be koa fa mi-tourne amin'ny 1500000fmg/mois ry zareo, tsy mandoa hofantrano, mahazo 13ème mois fin d'année, mahazo indemnités daholo/mois koa na kely aza,fa dia mahagaga eh

Alefako any amin'i zokivavy indray ny vola ary efa noteneniko izy mba handoa ny jirama sy hividy ilay vary dia raha misy ambiny dia izay hanaovany azy any fa tena efa voafetra ilay vola, efa tena limité be mihitsy, ary tsy volabe ilay izy fa resaka 200€(taloha mantsy za nandefa 300 à 400€) fa mahagaga ny tsy firarahian'ilay zandry an'izany, mampalahelo, tsy misy ambimbola hanaovana plaisir izany fa tena juste handoavana an'ireo dépenses roa ireo ihany no alefako, malahelo ihany ny tena mieritreritra hoe tsy misy olona azo antoka mihitsy any Mada na havana na namana, rehefa manana havana aty andafy dia mihevitra hanankarena angaha sa ahoana, za no aty andafy dia ry zareo any ve no te hisehoseho? tena tsy azoko ilay mentalité indraindray, za anefa tsy misehoseho izany ary midina ambany aza rehefa manao vacances fa tsy miseho hoe avy aty andafy dia tsy kasihandalitra, mamaplahelo isika gasy fa dia izay no zavamisy, misaotra anareo nanoro hevitra sy nanome courage

raosimavokely
tsy misy hidiran'ny resaka fanampiana ny resakao fa olona te hisehoseho enao, inona no dikan'ilay hoe mahitahita? olona tsy nianatra sy miandry tolorampotsiny izany mahitahita izany, sans experiences sady tsy manana éducation fa hoe manambola dia tsy mampiasa saina intsony, na vola madio na vola maloto izany, tsy hatsembohanao no hivelomanao matoa enao manamaivana ny probleman'ny olona tsy manana, tsara ho anao raha manankarena nareo fa aza mitsikera ny tsy manana, 13 personnes aty andafy izany dia tsy vitan'ny karama isambolana fa vola hafa no afahana manao an'izany, tazomy ho anao ny mahitahitanao fa zahay matoa mitady sy mitrongy dia tsy miandry mesia amina mahitahita na miandry tolorampotsiny avy amina mahitahita, aza be zesta fa sao dia enao no hifoterany

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: nadina
Date: 16 novembre 2016 - 09:11

fanampiny

marina ny tenin'i pfffffff etsy ambony

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Rozigasy
Date: 16 novembre 2016 - 12:21

Pfffff>>>> na ny mahitahita ohatrany ry raosimavokely koa aza miova ny toetsainy fa tsy ny malagasy mahantra ihany. Mety mahitahita vola fotsiny fa ny fisainana mirefarefa. Sa ahoana hoy ianao ?

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: mpanoro voana
Date: 17 novembre 2016 - 08:00

sarotra atoro
>hevitra atoroko anao: alefaso @ olona hafa azonao antoka ny volanao, dia izy no manatitra ny charbon sy ny vary any @ mamanareo.

sakafo ve dia ampitampitaina aman olona izany? faly aminao daholo mantsy ny olona rehefa manana zanaka mipetraka any an dafy izany ianao, na iray tampo aza anie dia misy mahavita mifampisompatra noho io fialonana io

ny anay dia vola ihany no omenay azy satria rehefa ividianana sakafo izy, ohatra hoe vary amin ny gony dia amidiny mora be latsaka folo heny amin ny nividianana azy iny rehefa mila vola izy, fatiantoka fotsiny no betsaka, raha ividianana akanjo indray izy dia amidiny ary dia tamorain ireo mpanararaotra izany, ividianana volamena (na finday) indray izy dia lazainy fa very nisy nanao sinto mahery hono, na hoe nisy nangalatra tao an trano sns, na eo aza izany rehetra izany izahay tsy mba kivy amin ny fanampiana na mitaraina na hanao izany an dranomaso akory, faly kosa satria afaka mbola manampy ireo sahirana hatrany izahay, tsy sanatria akory hoe vola tsy omby paosy fa ny soa atao izany tsy hanenena izany, soa atao levenam bola, ny tsapanay aloha hatreto dia arakaraky ny hanampianay ireo sahirana no hitahian Andriamanitra ny fiainanay

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: anti tonky
Date: 17 novembre 2016 - 11:46

tsy mety ngah ra mifanaraka @ gargote dia alefanao isambolana ny volan'ny gargoty avy eo? dia manao toy izay @ taxiphone koa de tsy mividy phone.

Toe-tsaina ko nama zany oe amidy mora ny vary zany a.

tsy aleo ve alaina mankany andafy mamanareo e

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Gaga kely
Date: 17 novembre 2016 - 11:59

Tsara ary arahabaina aloha nahita vahaolana.

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: RACHOU
Date: 18 novembre 2016 - 01:13

za zao tena mbola eo mintsy
tsy mahita fika za fa de hanohy handefa vola fa sady manangona koa d hafarako aty mamanay de ze ataon le iray tampo tavela any eo amzay!

sarotra fa de mifanome courage eo e!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: anti tonky
Date: 18 novembre 2016 - 08:04

sao misy gasy d'andafy tsy manana havana ampiana eto @ forum moov eto? mba hanaovako mimi fa toa mibanaka be ny vola any aminareo any zany. za mikarama ara-dalana fa ilay anaovana plaisir tsy ampy. Misaotra mialoha eee

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: hu huhu
Date: 18 novembre 2016 - 12:42

anti-toky<< ny mimi efa be dia be ka mbola ampianao koa??

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: oajayyyyh
Date: 18 novembre 2016 - 17:35

Par: raosimavokely
Date: 15 novembre 2016 - 12:00

Mba gaga aminareo mipetraka any andafy a ka ..
Ao amin'ny fianakaviako : 13 no mipetraka any an-dafy.
Maromaro ihany no nandia fianarana tany dia nody avy teo fa ireo no nijanona any.

Izahay dia fianakaviana mahitahita ihany matoa afaka nandefa zanaka nianatra tany aby.

Fa dia tsy misy ray aman-dreny na 1 aza manao androrosy aminareo any andafy izany a!!
Aty aza ny ray amandreny manana visa de circulation daholo satria mivezivzey mijery ny fahorian'ny zanaka mipetraka any.

Fa ahoana ny anareo no ohatra izany e?
------------------------------------------------

izao commentaire anao zao no atao oe manontany ny ory
ka aza mba manody anao ny fahorian'ny sasany
ny valin'ny fanontanianao dia efa enao iany no nahita azy :

MANANKARENA NAREO MIANAKAVY

aza kely saina mihevitra fa refa tsy mahitahita de oe tsy ho tonga aty andafy mintsy
na tsy ho tonga aty mintsy ra tsy manambady vazaha
Andriamanitra lehibe noho ny saina kelinao ary manana lalana bdb tsy ho voahevitrao mintsy ho an'ny zanany.

aza manody ny fahasahiranan'ny olona, dia tadidio io vavanao io refa any andro any volana tsapanao ny tsapan'ny sasany... miseo milay tsss

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: mahagaga2
Date: 19 novembre 2016 - 09:14

Nadina ah>>gaga aho mahita anao manoratra hoe ampy tsara ilay karama 1500000fmg / mois na miampy indemnité aza, sady miomehy aho, io 200€-nao io fotsiny avadiko ho fmg dia hitanao ny hamaivan'izany volagasy, tsy miditra @lay problème-nao za fa io fotsiny no remarque hitako, olona niaina taty Dago ianao angamba vao nankany an-dafy dia tsy hitanao ve hoe tsy ho ampy famille iray na oviana na oviana io karama notononinao io à savoir (1EUR = 3500AR / 17500fmg ==> 1500000fmg = ???€ ) ianao no aoka hanao calcul.....

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: nadina
Date: 19 novembre 2016 - 10:29

mahagaga2
ahoana no hoe tsy ampy? tsy mandoa hofantrano, tsy mandoa JIRAMA, tsy mividy vary, tsy mividy charbon, za aza mbola manome écolage 150000fmg koa? laoka ve dia tsy voavidin'io eh?
mba omeo calcul koa za vidin'ny ananana sy voatabia any, vakio aloha izay lazaiko fa gasy be plaisir no mahatonga hoe tsy ampy, aty andafy anagha misy plaisir afatsy mandeha resto, et encore, gaga aminao koa za!!!!!!!!!!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Hono oa
Date: 19 novembre 2016 - 13:07

mahagaga2< ka raha tsy ampy ve ilay karama 1500000fmg / mois nefa izy efa manampy ny mamany dia inona no tadivinao ataon'i Nadina?? Omena ny any dago isam-bolana ny karamany manontolo??

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: raosimavo
Date: 19 novembre 2016 - 20:07

Tena amin'ny 80% anareo fantatro mipetraka any ; fa tsy fianakams mihitsy fa leity e ... tsy misy an'iznay hoe manao androrosy aminareo izany ny havana aty.

Ny ankizy no indraindray fantatro hoe mba mangataka kely hoe hanampiana @ fianarana fa vava izao azony izao ... ohatra ireny hoe mahafaty anareo any ivelany mihitsy ity hoe manome 100€ kanefa samy mirehareha daholo hoe mandray minimum 2000€ aby = 34 millions FMG.

Dia gaga ny tena hoe : misy bibikely ve ao anaty lohan'ireo bibibe miseho azy ho milay fa hoe any andafy ireo?

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: nadina
Date: 19 novembre 2016 - 20:25

fianakavianao manankarena ka aza ampitoviana amin'ny tsy manana, ny lohanao no misy parasita angamba ka tsy mahatakatra an'izany, raha mipetraka aty andafy enao dia mahafantatra ny fiainana aty na mandray 2000€/mois aza, ary aza ampitoviana isaky ny miteny ny vola gasy sy euro fa io no manimba mentalité, any mada izany 34million izany fa tsy aty andafy, ny anana any 1000fmg dia mahazo fa aty 2,50€ ny botte iray amin'ny felimafana ka avadio gasy koa io dia hitanao hoe aiza no mora any mada sa aty andafy?

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Ooooh
Date: 19 novembre 2016 - 20:47

raosimavo>>> mbola tsy nandalo taty ivelan'i Madagasikara mihitsy ianao e? Mbola tsy nipetraka taty koa mazava ho azy. Raha izany no izy dia aza miteniteny foana fa tsy mahatakatra n'inona n'inona

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Hono oa
Date: 20 novembre 2016 - 11:16

mila mivoaka kely an'i dago mihitsy raozimavo e!olona mbola variana mampitaha euros sy ariary na fmg izany na izy gasy vao tonga na mandalo vacances na olona any dago! dikan'izany dia tsy mahafantatra vidin-javatra sy tena fiainana aty an-dafy loatra dia lasa miteniteny foana fotsiny

ka io na karamanareo manontolo aza hoa no alefanareo any, mbola mahita kianina foana ny olona zatra omena!!Faly mandray foana fa tsy tia manome @ ankapobeny izy ireny.

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: psy
Date: 20 novembre 2016 - 13:16

izao no mba torohevitro amin'ity resaka havana any mada ity

Isika mipetraka aty ampitandranomasina dia tokony ampianatra ny havantsika any madagasikara alohan'ny mandefa fanampiana
ry zareo any mantsy tsy au courant matetika ny tena zavamisy aty ampita fa ilay malaza fotsiny hoe" mipetraka any andafy hono", dia io réputation be io no lasa mi-domine ao antsaindry zareo, satria hatramin'izay dia efa nalaza foana izany hoe rehefa manana havana mipetraka any andafy izany dia afapahasahiranana

Ny zavamisy amin'izao fotoana anefa dia mbola io mentalité efa elabe io foana no voatazona hatramin'izao, nefa ny fiainana miova sy mandroso, taloha mora ny fiainana ka na kely aza ny vola nalefa dia nahafapahasahiranana ny havana, amin'izao fotoana izao mihalafo ny fiainana na any mada na aty ampita, nefa ny vola alefa mitovy, dia tsy ampy foana dia voatery manome bebe kokoa, nefa raha hangalana betsaka ilay karama dia enao aty ampita indray no sahirana sy mihafy faran'izay mafy indrindra satria aty tsy misy havana antsoina raha misy fahaterena, tsy misy olona hitrosana koa ary raha à découvert enao any amin'ny banque dia tsy afaka maka vola fa tsy maintsy mamerina ny an'ny banque aloha, et ça tourne en rond ilay problema

lesona dia hoe ampahafantaro ny havana aloha ny fiainanao aty ampita vao manapakevitra manampy fa raha tsy izany dia misy eritreritra ratsy foana ry zareo dia ady no farany

samy amin'ny cas misy azy avy ny tsirairay ka izay mahitahita tsy tokony hitsikera koa

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Hono oa
Date: 20 novembre 2016 - 16:08

psy<<ianao ve mino fa misy mihaino ianao raha hampianatra izany??? Ny vola any am-paosinao ihany no mahaliana ny ankamaroany!!

Ny fanafodiny dia tsy manome raha tsy efa tena zavatra heverinao hoe tokony hanomezana!ianao no manapa-kevitra fa volanao io, hatsembohanao! tsy atao mahazatra be fa lasa famelomana io fa tsy fanampiana intsony!!farany manko hisy sahy hangataka hoe tonga dia ataovy versement auto any aminy ny karamanareo isam-bolana!!hahaha nareo indray angamba no hangataka ny karamanareo any !!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: psy
Date: 20 novembre 2016 - 23:55

Hono oa

ka raha tsy manome enao na versement auto na vola sakafo dia misy disadisa foana aminareo mpianakavy, satria tsy azony ny antony tsy hanomezanao, ka izay ilay hoe fanoroana, io angamba ny vocabulaire mifanaraka amin'ilay tiako tenenina fa tsy hoe mampianatra

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Rozyrozy
Date: 21 novembre 2016 - 00:11

ary maninona raha halefa @ raozimavokely? sahirana be mihitsy manko izy io @ zao fotoana zao!!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: odrayle
Date: 21 novembre 2016 - 08:47

eo am le famaritana ny havana mitsy ngamba no hitako tsy ao ntsony enao, averiko hoe cousin na cousine na tantine na tonton le mampitaraina anao fa hay zandrinareo! samy manana ny fitaizana azy marina fa amiko aloha raha mbola mpiray tampo zany tokony hifanampy foana sy hifanosika zany hoe mbola ankohonana mitovy am dada sy neny zany.raha hoe ny zafikelinareo sy ny zanakareo angamba no efa mahazo samy maka hoazy.

zay am zao sorena mahita an mamanay efa antitra mbola manatitra zavatra am rahavaviny foana nefa taloha io nenitoa io nanamerda anay foana, fa rehefa antitra izy de miverina daholo ny souvenir niaharahan zareo tam mbola keli sy ny rar ka tsy mahatanty sy tsy mahafoy

ka io zandrinareo tokony nitadiavanao lalana ahita asa any ivelany hatrin ela. fa tena le 1500000fmg /mois tsy ampy eto am tanana na dia hoe tsy mandoha hofantrano aza e! tadidio fa io ko anie no mikarakara an mamanareo sy mba namany raha sendra marary e ary zany tsy vitan ny hoe mandefa vola.
na mamanareo no alainao hipetraka any

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: pfffffff
Date: 21 novembre 2016 - 14:19

Odrayle<< mety tsy fantatrao akory izay efa nataony t@ io zandriny io fa aza dia be tsaratsara! raha toetrany hita soritra @ fitantaran'i nadina eto dia olona kamo sady tsy azo atokisana fa be revy fotsiny!Mampitomany ny reniny sy manao forcing!!olona efa miasa nefa

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: mahagaga ana
Date: 21 novembre 2016 - 14:57

oadrayle<<<
Miombo-kevitra aminao!
Efa



Psy<<<
Tsy mitovy hevitra aminao nt tenako.

Ny Antony : Miseho be lesona enao momban'ny gasy any Dago. Otran'ny hoe ny gasy an-dafy ihany no mahazo mitsikera.

Ianareo an-dafy reo, aza be tsikera fa efa tsy hainareo intsony ny zava-misy any Dago!!!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: pfffffff
Date: 21 novembre 2016 - 19:50

ka ny zandrin'i nadina kosa anie mitady rihatra, mati-kambo dia te hanindry, fa hoe any an-dafy zoky!!ny zoky anefa hoy ny gasy fanaja fa eto toa ilay zandry indray no te hibaiko hatramy ny fiainan-dreniny sy ny fitatanam-bolany! tena ariry zato am-pandriana e!!

sao dia diso hevitra ianareo fa ny fitadiavana ravin’ahitra aty an-dilam-bato anie ka tsy mandeha ho azy dia mahazo vola fa tena misasatra e!izay no mankaleo ireo olona be dia be ireto rehefa lava reny loatra ny fangatahana avy any dago

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: psy
Date: 22 novembre 2016 - 09:38

mahagaga ana

tsy nisy niteny hoe gasy andafy ihany no mahazo mitsikera,ary maninona ny gasy andafy no omena tsiny foana koa? Inona no antony nampianarana ny ankizy raha tsy ahay hiaina rehefa lehibe? ary inona no maharatsy ny fanoroana sy fampianarana, vaza aza mianatra mandrapahafatiny, sa enao tsy mba nahazo fananarana tamin'ny mbola kely, toetsaina gasy 100% ny ahy na mipetraka andafy aza satria fahendrena malagasy tsy very na tsy mipetraka any Mada intsony aza, ilaina foana ny lesona na andafy na madagasikara

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Flo
Date: 23 novembre 2016 - 12:11

Aleo Tonga dia antitranteriko: IZAHO TSY MBA LEO HAVANA!!!

Nalefan-dRAR-ko nianatra aty Frantsa aho.R'izareo antonintonony ara-pivelomana. Ary satria tsy naharaka ny vola nalefany, dia voatery niasa aho.Nihafy, nihezaka , ary izao aho manana asa ara-dalana.

Ny RAR kosa miha- antitra, ary iaraha-mahalala ny retraite any Mada. Manao izay vitany ny irai-tampo (izay samy manana ny anton'asany), satria izay akaiky vilany feno arina. Fa izaho kosa MAHATSIARO MANANA ADIDY.Tsy misy mangataka amiko, fa izaho no tsy manaiky hialangalana!

Gasy an-dafy? Gasy any Mada? Tsy voatery ho ratsy saina daholo! Rehefa tia tena, dia tia tena; rehefa kamo dia kamo; rehefa mpangataka dia moangataka!! Ny fetsifetsy à Mada misy; fa hitako tsara koa ny androroso eto Frantsa ( Expérience-ko mihitsy ireo mody manambitamby anao rehefa hitany fa toa tsy mafi-ady ianao!).

Io resaka fianakaviana, resaka milieu, resaka fitaizana,

Izaho indray? Mitandrina dia mitandrina @ Gasy an-dafy (efa voa aho mantsy!) fa raha ny havako à Mada , raha ny RAR-ko sy ny irai-tampo amiko, tsy maintsy ampiako izy raha mbola vitako!!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Mahagaga ana
Date: 23 novembre 2016 - 12:22

Flo <<<

Miombo-kevitra 100%

Mankasitraka

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: pfffffff
Date: 23 novembre 2016 - 15:32

Flo<< tsara be ny toe-tsainao tia manampy fa na eto an-dafy na any dago dia ianao ihany io no milaza fa misy dia misy ny mody manambitamby anao rehefa hitany fa toa tsy mafi-ady ianao!.

Izaho aloha mbola averiko ihany na efa voalaza teo aloha aza fa isaorako an'Atra ny havako tsy mba mangataka izany raha tsy tena misy antony lehibe, ary tsy mangataka akory aza fa izaho no mahatsapa izay tokony atao

Fa kosa mahafantatra olona tena dia efa fiainana mihitsy ilay mangataka

Ho fampitandremana ny hafa no mahatsara sujet ohatr'zao(betsaka loatra ny fantatro manao ohatran'io zandrin'i nadina io; ny cas ny dia tena généralisable mihitsy fa tsy cas isolé

poizina omenao ny havanareo sy ho anareo ihany koa ny fanampianareo régulièrement loatra olona tanora tomady afaka miasa nefa tsy ataonareo occasionnel ny vola omena fa tena ohatra'ny hoe karama!dû mihitsy!

zatra miandry mana avy an-dafy ireny dia kamo hisahirana!!farany rehefa tsy azony izay ilainy dia ianareo no ifotorany! miafara any am-ponja na mangalatra ny farany!!simba ny toe-tsainy

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: Flo
Date: 23 novembre 2016 - 18:20

pffff<<< ka izaho koa anie efa sendra androroso gasy taty Frantsa ê!! mba nanampy aho satria iray fiangonana; ka hay ve ny hanararaotra anao fotsiny no tadiaviny :"sans papiers aho!"ê! "tsy voaloako ny hofan-trano!"ê!...sns...Fay aho! izaho koa mba leo!!!
Havana aho manana any Mada, ka ny fetsifetsy eto an-dafy no andany ny volako!!!

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: GOAIKA
Date: 24 novembre 2016 - 09:25

pfffffff> poizina omenao ny havanareo sy ho anareo ihany koa ny fanampianareo régulièrement loatra olona tanora tomady afaka miasa nefa tsy ataonareo occasionnel ny vola omena fa tena ohatra'ny hoe karama!dû mihitsy!

Flo >> Izaho indray? Mitandrina dia mitandrina @ Gasy an-dafy (efa voa aho mantsy!) fa raha ny havako à Mada , raha ny RAR-ko sy ny irai-tampo amiko, tsy maintsy ampiako izy raha mbola vitako!!

--
marina mihits ny an i Flo eto, raha mbola velon aina koa izahay tsy maintsy manampy ireo havana sy namana sahirana na iza faly na iza tsy faly! ary dia araraotinay ny tombon andro nomen Andriamanitra anay hanampianay arak izay azonay atao azy ireny,na toy ny karama izany na tsia ny fantatray aloha dia fifanampiana ny fiainana fa tsy fanaovana tsindrio fa lavo na fanenjehana

ianao mihitsy ry pffff no mamosavy ny sainao, rah olona loza be ohatra anao izao ve dia mba hisy hanantena fanampianao aminao na iray aza sady tsy ilaina koa izany, andosirana aza angamba no ataon ny olona anao

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: somary
Date: 24 novembre 2016 - 10:20

Rehefa havana dia mitovy, misy ny AFAKA manampy , misy ny tsy AFAKA NA KOA TSY TE Hamampy , fa inona no hidiran ny resaka gasy andafy sy gasy eto dago @ ilay resaka , sa ve ilay gasy andafy antenaina hanao bebe kokoa, satria ve nandaniana vola be ny nandefa azY? DIA misy tsy manao , na tsy afaka manao dia hatao sujet....za zao mahita gasy andafy manao adidy be, dia mahita gasy samy eto dago mifanenjika sy miady antoerana koa , fa misy koa gasy eto antoerana manao adidy be hatrany ampiangonana mihitsy, mampiaiky ny pastera mihitsy, dia inona no tokony hidiran izany @ le sujet. Toa jalousie sy frustration fotsiny no mitondra ny resaka ataon ny sasany

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: pfffffff
Date: 24 novembre 2016 - 12:49

Goaika<< mampihomehy ahy ianao ka!tena contraire ny lazainao anie ny zava-misy e!tsy misy mandositra izany fa tsy maintsy misy manantona hangataka foana hatramin'ny eny an-koditrao!manome ianao mahazo tsiny, tsy manome ianao lozabe hono

io voalazan'i somary mazava tsara io ny marina ilay gasy andafy antenaina hanao bebe kokoa foana!

tohizo ny ataonareo raha izay no mahafinaritra anareo!fa ny ahy hitako aloha hoe tsy fanampiana olona ny fanazarana mizara vola olona hita fa tsy vonona hivoatra mihitsy fa miandry foana!hafa ny kamboty sy mananon-tena ary ny ray sy reny

Options: Répondre
Re: leo havana
Par: fetsyve?
Date: 24 novembre 2016 - 16:11

Io hoa tena arakaraky ny havananao Mada.

Misy ny mafi-ady loatra ka voatery mitalao amin'ny havana an-dafy izy! Dia mba manao ny tetika rehetra izy mba azaona mimi kely! (fa tsy ny havana an-dafy ihany anie no anaovany izany fa izay rehetra afaka fetsifetseny na ny eo an-toerana aza!)

Fa rehefa mba metimety, raha mbola mahavelona azy ny eo am-pelatanany, faly ery manana havana an-dafy ary tsy ireo akory no antenainy hamelona azy!

Ka aza manaratsy ny rehetra eto Madagasikara. Samy manana ny karazana havana!

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg