Tsy rariny kosa e!
Re: leo havana Par:
fetsyve?
Date: 24 novembre 2016 - 16:13 Arakaraka... Re: leo havana Par:
fetsyve?
Date: 24 novembre 2016 - 16:15 arakaraka..... Re: leo havana Par:
SAFIOTRA
Date: 25 novembre 2016 - 18:53 Vazaha 100% ny raiko ary gasy 100% ny reniko, teto Mada za no lehibe, tiko ny culture avy @ maman ko , fa mamaky ity sujet ity za dia mba te hizara kely izay hitako , aty andafy za zao no miasa, dia lasa mifanerasera @ havan ny papa, fa restreint ny resaka havana ary sahirana kely za t@ vao installé taty, fa @ vazaha ,na zanaka aza ka lehibe , tsy maintsy manana autonomie fa tsy mahazo miankina lava izany , ny havana izany tsy mivaky loha aminao, misy coté positif sy négatif daholo aloha, fa généralement, ny havana kosa aloha aty dia tena tsy azonao antenaina izany mhitsy , aleo aza namana Re: leo havana Par:
socrate
Date: 01 décembre 2016 - 15:49 Tsara raha nahita vahaolana. Fa ny tena tsara dia ny vahaolana maharitra. Ny mahatonga ny ankamaroan'ny olana eto Dago dia ny lafiny iray ihany no manao ezaka fa ny lafiny sasany tsy te-hanao ezaka na dia kely aza. Ka mila ampianarina hanao ezaka daholo ny rehetra. matoa misy ny corruption dia misy ny corrompu sy ny corrupteur. Ianao manazatra ilay zandrinao hanao toetra ratsy satria malahelo ny reninao dia izy manararaotra. Izany hoe manana andraikitra daholo ianareo rehetra. Raha ny fahitako azy dia ianao irery no te-hamaha ilay olana. Noho izany dia ianao no mila mandray fanapahan-kevitra hentitra ahafahan'ny sasany tonga saina ka handeha amin'ny lalana tokony ho izy. Re: leo havana Par:
eedreyyy
Date: 11 décembre 2016 - 19:46 Socrate<< tena miombon-kevitra aminao tanteraka! nefa olona efa zatra tolorana ve no iandrasana vahaolana??? Re: leo havana Par:
Leo fisainana
Date: 12 décembre 2016 - 17:30 ilay fisainan'ny malagasy mihitsy no efa misy voa kely e, vao hoe mba tafita ry anona (tsy voatery tafita io fa eritreritry zareo) dia tsimaintsy any izany no hanao mimi lalandava, tsy misy vonona hiezaka amin'ny herin'ny tenany fa faly hiantehitra lava amin'ny hafa. Io resaka io dia misy foana na samy eto an-toerana aza fa tsy voatery hoe any an-dafy. Raha ho ahy manokana dia tsy raharahiako fa izay fanampiana tokony ataoko no ataoko ka na itango i zandry na i Rabe na Rakoto dia efa vita ny adidiko, indrindra moa zandry ilay manao mimi tsy misy azo ambara firy, itadiavana asa milay izy no vahaolana. Raha 1,5 millions isambolana izany aloha raha celibataire mipetraka amin'ny ray aman-dreny dia mety fa raha olona misy charge dia tsy ampy velively ... Anao mandinika azy fa ny torohevitro dia ny ataonao ihany no tohizo, aleo ny mimi mba hisitraka fa tsy olana izany Re: leo havana Par:
Leo fisainana gassy
Date: 12 décembre 2016 - 17:31 ilay fisainan'ny malagasy mihitsy no efa misy voa kely e, vao hoe mba tafita ry anona (tsy voatery tafita io fa eritreritry zareo) dia tsimaintsy any izany no hanao mimi lalandava, tsy misy vonona hiezaka amin'ny herin'ny tenany fa faly hiantehitra lava amin'ny hafa. Io resaka io dia misy foana na samy eto an-toerana aza fa tsy voatery hoe any an-dafy. Raha ho ahy manokana dia tsy raharahiako fa izay fanampiana tokony ataoko no ataoko ka na itango i zandry na i Rabe na Rakoto dia efa vita ny adidiko, indrindra moa zandry ilay manao mimi tsy misy azo ambara firy, itadiavana asa milay izy no vahaolana. Raha 1,5 millions isambolana izany aloha raha celibataire mipetraka amin'ny ray aman-dreny dia mety fa raha olona misy charge dia tsy ampy velively ... Anao mandinika azy fa ny torohevitro dia ny ataonao ihany no tohizo, aleo ny mimi mba hisitraka fa tsy olana izany Re: leo havana Par:
Kalakely
Date: 13 décembre 2016 - 12:18 Aiza tokoa moa tsy hisy ilay sujet hoe "gasy dago VS gasy any ampita?" iny.
Ny havana tokoa samy manana ny azy fa dia aza généralisé-na re rey olona hoe ny aty Madagasikara dia fetsy daholo, na mpisoloky daholo aaaa!!!
Tsy voatery ianareo hanome ny havana aty, ary rehefa manome dia afoizo tokoa izay omena, aza manantena tambiny, fa mampalahelo ilay manome dia aveo arahin-datsa, dia avy eo ny mpiray tampo lasa sanatria toy ny mpirafy na mpifahavalo!!!! Re: leo havana Par:
Kalakely
Date: 13 décembre 2016 - 14:12 Aiza tokoa moa tsy hisy ilay sujet hoe "gasy dago VS gasy any ampita?" iny.
Ny havana tokoa samy manana ny azy fa dia aza généralisé-na re rey olona hoe ny aty Madagasikara dia fetsy daholo, na mpisoloky daholo aaaa!!!
Tsy voatery ianareo hanome ny havana aty, ary rehefa manome dia afoizo tokoa izay omena, aza manantena tambiny, fa mampalahelo ilay manome dia aveo arahin-datsa, dia avy eo ny mpiray tampo lasa sanatria toy ny mpirafy na mpifahavalo!!!! Re: leo havana Par:
Flo
Date: 21 décembre 2016 - 20:55 Vao tonga Mada aho (vacances), fa tena fahasambarana izany hoe manana havana an-tanindrazana izany! Efa manomboka sahady ny fety! Mahita ny Mamako aho dia mieritreritra ireo leo manampy an-dreniny (satria mizara @ zandriny). Dia sahinareo ve ny miteny izany? Re: leo havana Par:
analyste
Date: 22 décembre 2016 - 00:34 iaino sy diniho aloha ny zavatra iainan'ilay mitaraina dia izay vao mitsara e!sady tsy ny reniny mihitsy no mankaleo azy ny manampy azy fa ny fomba miandry mana milatsaka Re: leo havana Par:
GOAIKA
Date: 28 décembre 2016 - 06:46 leo fisainana gasy > materialiste> mana milatsaka>>> resaka ka atao tsy misy hitavandra sy hanao mimi aminao eo, ny Vola koa anie samy manana (...), resaka fitsapana atao amin ireo mpanambany gasy madinika ireny mody manao mimi ireny raha ny fahitako azy manokana, ny gasy efa zatra miafy tsy hiandry mana milatsaka avy any aminao akory sanatria
Tsy ianao irery_(MELKY) ... Eh! Tsy ianao irery no eto an-tany e! Fa mbola misy maro tsy voa-isa amin'ny tanana e Eh! Tsy ianao io no atao hoe lafatra e! Sao dia mieritreritra hoe mahavita zavatra e Eh! Tsy ianao irery no eto an-tany e! Fa mbola misy maro tsy voa-isa amin'ny tanana e Eh! Tsy ianao io no andeha hajaina e! Fa na mijery anao aza toa mampalaina e eh
O ou ô ou Ihiii, ei ei
Niezaka ihany aho, nanao izay nety atao Mbola tsy ampy ihany ve ireny rehetra ireny taminao?! Zaho tsy hitamby aminao (tsy hitamby aminao) f'efa leo be zah izao avadika ny pejy, zaho akory TSY RESY; Re: leo havana Par:
gassilavitra
Date: 28 décembre 2016 - 10:19 Za koa miaina anaty pression lava amin'izao fotoana izao, vao tara ny date fandefasako dia tonga ny message hoe "rahoviana ilay izy", ohatran'ny hoe hikambananay ilay vola alefako ka tsy maintsy omena ny anjarany ry zareo, ts'isy fanontaniana hoe inona no nahatara na hoe sao dia misy problème enao any? Za anefa tia be ny havako, efa 5ans izay tsy tapaka mihitsy fa tsy mbola nahazo merci izany ny tenako na dia une fois aza, tsy mampaninona fa omeko fa ilay foko no mararay fotsiny
Lasa automatique ilay fandefasana vola fa tsy misy resaka fitiavankavana intsony, ratsy be ilay izy fa dia tohizako mandrapahafatiko mba tsy azahoakao tsiny hoe tsy nanampy havana nefa hoe nipetraka andafy Ratsy be ilay mentalité ny havako sy ny situation hiainako, za dia tsy afaka hihemotra intsony mba tsy hampisy olana, za efa tsy mandeha vacances any rahateo, efa nafoiko ny havako fa natakalondry zareo vola ny fitiavana ahy, ka dia io vola io no lasa misolotena ahy amin'ny havako, izany anefa tsy takatry ny saindry zareo ary tsy teneniko amindry zareo koa mba tsy hanomezantsiny ahy indray hoe arahandatsa koa ilay fanomezana
courage daholo isika aty andafy manampy ny havana, fa efa izay no anjarantsika gasy eh, "adalan'ny olona hihomehezana fa adalan'ny tena tafiandamba" hozy ny razambentsika malagasy Re: leo havana Par:
mana milatsaka lavalavabe
Date: 29 décembre 2016 - 17:14 LamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésertLamanneestlanourrituredesHébreuxdansledésert Re: leo havana Par:
Bibikeli
Date: 05 janvier 2017 - 13:29 Tsy azoko izany ilay maha resabe an'ilay izy e! Ny ahy zavatra tsotra
1. volanao io, ianao no nitsembka nitady azy! omenao havana, omenao mahantra, atsipinao eny ambaravarakely...izay tianao no ataonao. rehefa leo manome de ajanony any...
2. ny zavatra hitako koa dia izao...rehefa "gasin'andafy" miresaka @ le fianakams masiso kely any dago dia tsy misy mitantara hoe mafy ny fiainana, sarotra ny mitady vola. on a une voiture, on a internet illimite, on part en vacances, on touche l'equivalent de 35millions, on boit pas du toka gasy fa "jibaka" ihany etc...tsy mitantara nefa hoe parking aza andoavana 5euros, assurances tsy 100mill frcs otran'ny MAMA, ny mac do efa 8euros vao voky. lasa manana impression le gasy kely oe mandray volabe @ vidim-piainana equivalent. conclusion, manabola be reto. 3. Tsy hoe refa tsy manome vola akory dia tsy tia. manina ndray raha itediavana zavatra atao zareo refa tsy mety ny mandray vola e! andefaso akanjo tota bedebe amidy frip, anokafy gargotte, asevo manokatra epicerie...omeo fitaovana itadiavambola Re: leo havana Par:
lao
Date: 06 janvier 2017 - 09:50 tsy ny havana irery fa ny olona any mihitsy no mimi lava, vao mahita anao d omeo, angamba misy euro raisina fotsiny aty raha tsy miasa. Ny anà zao notapaiko daolo contact rehetra leo zah, mindrana vola amina millions mifanena ohatran ny tsisy ninin. Be no efa vita fa aleo manaja tena Re: leo havana Par:
diniho
Date: 06 janvier 2017 - 11:23 Nareo gasy andafy reefa manokatra sujet alo d asio -ko ao aorinan'ny olona tinareo tenenina, ohatra oe leo ny havaKO, leo ny fianakaviaKO, sns.... fa ts oe ny GASY ANY MADA. NAREO NO RATSY HAVANA, FIANAKAVIANA, IRAITAMPOHO dia ny Malagasy rehetra eto Dago no soketainareo rehetra eto. Mety ahazo ny olona rehetra ny cas ôtran'zao na aiza misy anao, na aiza misy ny fianakavianao rehefa sendran'ny olona ratsy saina enao. Io ko alo zany dia miankina @ fanazaranao anazy @ vôloany iany ioeee! mety nafana fo b enao t@ vôloany d nanome, nanome fôna, ts takatrin'ny sainao fa ts 1 andro anie izy tye! Ary mitovy hevitra tanteraka @n'i FLO, SAFIOTRA, BIBIKELY |
|
Modération du Forum | Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.
Sont proscrits les propos : • relevant de la diffamation et de l’injure, • de nature pornographique, • invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux, • incitant aux crimes et délits, • incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales, • faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.
Règles de base : • Respectez l’organisation des thèmes proposés. • Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions. • Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation. • N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur. • Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services. • Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...
Responsabilité des auteurs des messages : Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.
TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi.
Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg
Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.
|
|