Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Fofona!Loto!
Par: gasyfoana
Date: 06 janvier 2017 - 15:04

Maimbo be sy feno maloto ao ambadiky ny arrêt bus 119 eo Ambohijatovo le miakatra ho any @ tunnel Ambanidia iny! Tsy azo iainana le fofona surtout refa mamay iny ny andro!!!!.... F'ahoana ihany tsika ty e!!!

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: ikala sarline
Date: 06 janvier 2017 - 15:26

Tsy fantatrao ngà fa eto Mskara dia AZO ATAO NY MANGERY SY MAMANY ARY MANARY FAKO ENY REHETRA ENY. Tsy henjehin'ny lalàna izay manao izany, fa omena valisoa aza izay mandoto sy manamaimbo tanàna indrindra.Satria marary ny malagasy raha miaina ao anaty fahadiovana. Zay!!!

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: ikala sarline
Date: 06 janvier 2017 - 17:23

sady tsy nisy niraharaha teny satria tsy fandalovan'ireo vahiny nanatrika ny frankofonia.
Ny mpitondra tsy mahare izany fofona izany satria izy mihidy any anaty fiara raitra no mandalo eo sady mirifatra tahaka ny inona

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Gasilahy
Date: 06 janvier 2017 - 19:29

Ka io anie re olona ,efa tsy misy fanafodiny intsony e ,ilay toe tsaina mihintsy no efa voadona ary sarotra hahltsy .Ny eny analakely sy ny manodidina kosa no toy izany ,fa lazaiko anareo fa misy betsaka ny fokontany tena sarotiny amin'io ,ary manisy soratra etsy sy eroa ,ka izay tratra dia hiharan'ny dina + daroka .

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Mamizana!
Date: 07 janvier 2017 - 12:08

Ny Esplanade eo Analakely no tena mila fikarakarana fa efa tsy rariny intsony! Inona moa no tena famaritana an'io? Parking? Fivarotana fiara? Fivarotana friperie? Fivarotana ravin-kazo sy fanafody?,Fangerena sy famanizana an-kalamanjana? Fonenan'ny 4mis?....? Ao daholo mantsy izany! Ny arabe manelanelana @ Tranom-pokonolona dia toy izany koa! Na ny toerana hamindrana ary toa manahirana! Io arabe am-povoany io efa tsy sahy handehanana tômôbile intsony.

Nisy fotoana reharehan'ny Tananan'Antananarivo io toerana io! Ankehitriny efa mitady toeran-kafa rehefa misy zavatra ilaina! DIA AVELA HO TOY IZAO VE ANALAKELY?

Angamba tsy fotoana hifanomezan-tsiny intsony izao. Ny CUA tsy tokony hanilika @ fitantanana teo aloha sy ny mpanao pôlitika tsy mitovy hevitra aminy; ary ny mponin'Antananarivo tokony hihezaka hanampy @ fampiharana ny lalana. Tokony mba positifs amin'izay isika mahatsiaro ho tompon'ity Iarivontsika ity!

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Mamizana!
Date: 07 janvier 2017 - 13:03

Tohiziko: Tsy ny manenjika ny "hafa" no tokony atao ("hafa"= azonareo angamba ny tiako hambara), fa ny fitadiavana vaha-olana sy fampiharana azy!

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Mamizana!
Date: 07 janvier 2017 - 14:59

Mety efa tsy raharahian'ny olona intsony angamba ilay hiharan'ny dina + daroka fa tokony soloina hoe hiharan'ny fitsaram-bahoaka @ izay

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Mamizana!
Date: 07 janvier 2017 - 15:19

Tsy izaho ilay <<Mamizana! 07 janvier 2017 - 14:59>> . Tsy izaho mihitsy no hiantso fitsaram-bahoaka!!

RAHA MANAN-KEVITRA IANAO,MIJOROA AMIN'NY PSEUDO-NAO, FA AZA MANATSATSO NY HEVITRY NY HAFA !!

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: METISY
Date: 07 janvier 2017 - 17:07

Io loto io dia taratry ny fahavoretran'ny tomponandraikitra rehetra eo @ fitondrana!Dia mbola misy milaza ve fa madio ny mpitondra sy ny fianakaviany ary ny manodidina azy?Mandehana mankeny Andralanitra dia ho hitanareo hoe madio ny tomponandraikitra eny ka lasa madio ho azy ny vahoaka eny!Ilay toe-tsaina hatrany ambony mihintsy no efa voretra ary io no lova apetraky ny gasy @ taranany rehetra!hainao ve fa ho nofinofy izany hoe tsy hisy hanao maloto intsony ny elakelatrano rehetra!Fanontaniana tsy ho voavaly io na afaka 50 taona aza satri izay zaza teraka anio dia efa fantatra fa hanao maloto etsy sy eroa!raha afaka @ malagasy ny corruption dia afaka koa ny havoretrana!Nofinofy anefa zany fa zay zaza teraka anio koa dia fantatra fa hanao corruption rehefa lehibe!Indrisy

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Mamizana!
Date: 07 janvier 2017 - 17:33

Metisy<<< Vaha-olana izao no tadiavina, ary ny fifanohanana no ilaina fa tsy ny famendrofendrona. Raha tsy manana hevitra "positif" atolotra amin'izao zava-misy sarotra dia sarotra izao dia aleo mangina! Avelao izahay mipetraka eto an-toerana, ary mbola manana fanantenana kely @ ity Iarivo-nay ity, hitady izay mety ho vita.

Les dirigeants sont ce qu'ils sont. Mais il n'y a aucune justification pour que nous acceptions sans réagir que cette ville où nous sommes nés, où nous avons été élevés... soit déchue!

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: METISY
Date: 07 janvier 2017 - 18:03

Mamizana!> Manana 50 taona ianao hitadiavana solution!

-Ny toe-tsaina malagasy mihintsy no mila miverina @ maha-olona aloha raha solution no tadiavinao!Miverina @ mahaolona satria :
-Ny biby no afaka manao maloto etsy sy eroa
-Ny biby no mifanolana etsy sy eroa!
-Ny biby no mifamono @ ray amandreniny sy ny mpiray tampo aminy
-Ny biby no romotra raha vao misy ady hevitra,sns sns
Izany rehetra izany dia mila tsaboina avokoa!Ka raha mbola tsy mahatsapa tena ny tsirairay avy fa olombelona izy dia tsy hiova mihintsy io na inona solution atolotrao na inona!
Arakaraky ny itenenanao azy hoe:Tsy azo anaovana.....eto(maloto;hivarotana;sns..)!Vao maika ataony!Mbola porofo iray io hitenenako hoe :Ny biby no tsy mahay mamaky teny!Mahereza dia tandremo sao vizana arak'ilay pseudo
Raha misy diso ireo nambarako ireo dia hazavao ny mahadiso azy!

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Mamizana!
Date: 07 janvier 2017 - 18:08

METISY > Tena marina sady mitombina ny voalazanao.

Tadidiko t@ francophonie dia nisy affichage mitovitovy @ izao teny Talatamaty "Nohon'ny francophonie dia tehirizo any an-trano aloha ny fakonareo fa rehefa vita ny francophonie dia azo ariana @ izay"

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Mamizana!
Date: 07 janvier 2017 - 18:11

ekeko koa ny hoe na dia hanao ezaka daholo aza ny malagasy rehetra dia tsy hisy rehefa ny mpitondra no mbola manohy manao ny toetran'alikany

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: Mamizana!
Date: 07 janvier 2017 - 18:59

Appel au modérateur: n'êtes vous pas capable authentifier les vrais pseudos?
J'abandonne ce pseudo.Je peux en trouver d'autres.
REHEFA TSY HARITRA DIA TAZONY!

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: modérateur
Date: 08 janvier 2017 - 11:37

Mamizana! > et vous n'êtes même pas capable de protéger votre pseudo ?

Options: Répondre
Re: Fofona!Loto!
Par: malotobe
Date: 10 janvier 2017 - 10:02

Raha tiana hadio io esplanade io dia omeo tantanin'ny privée dia ho hitanareo fa hilamina sy hadio io.
Raha omena olona tsotra io toerana io (na iray na maromaro) dia hahita fiovana goavana isika.
Ohatra: omena ny fikambanan'ny mpivarotra amorondalana ny ampahany betsaka dia izay, madio io

Options: Répondre


Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg