Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: fa ahoana
Date: 15 juin 2017 - 07:45

AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY LALANA IRETO?

Fanetriben'ny firenena mitovy @ireo heloka hafa toy ny fanodinkondinana volam-bahoaka tompoko ny fitaomana olona hisotro zava-pisotro misy alikaola @ fomba mivantana na ankolaka toy ny doka varotra eny @ arabe ireny!


Tena betsaka izy ireo izao, dia ho potika ny taranaka raha izao no mitohy. Tadidiko tsara taona vitsy lasa izay fa tena tsy azo atao mihitsy ny manao pub mikasika ireny!

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: brigada
Date: 15 juin 2017 - 08:45

Iza no tsy mandray ny andraikiny amin'izany?

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: dtsaiko a
Date: 15 juin 2017 - 09:20

Tena tsy haiko rangah hoe iza no tsy mandray andraikitra a! matoa aloha ireny mipetraka eny dia mandalo ambaratonga maromaro, ary mandoa hetra. Na toaka, na labiera dia misy lalàna mifehy fa dia gaga elah e!

Any @ tany izay fakan-tsika tahaka sy efa mandroso ireo dia tsy mahazo mividy sy misotro zava-pisotro misy alikaola ny ankizy -18 ans ny sasany aza -21 ans.

Ny eto Madagasikara nefa dia ankizy 12-13 ans, sady izay indray betsaka mihitsy ny sipa kely mamo an-dalana tsy mahalala menatra intsony, rehefa misy fetifety kely!

Dia izany ve no antenaina ho avin'ny firenena?

Manentana ny tomponandraikitra isan-karazany mba handray andraikitra fa tena ho simba eto isika mianakavy!

Andefasan'ny vazaha an'izao poizina rehetra izao dia faly ery, avy eo robainy mora fotsiny!

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: Botity
Date: 15 juin 2017 - 09:21

Izao no atao hoe : FANJAKAN' I BAROA !

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: lilasoua liana
Date: 15 juin 2017 - 11:57

ny vazaha angaha ry dtSaiko no mampiditra ny toaka any am-bavanareo ? ny any efa matin'ny fahantràna, mosary , tsy fahamiantsakafo fa ny toaka gohana foana pfff

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: mahantra
Date: 15 juin 2017 - 15:20

Efa nazavain'i Belapin atsy ambadika atsy io fa ny Kristianisme no nahatonga, mahatonga sy hampiroborobo an'io e..

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: Brandon
Date: 15 juin 2017 - 17:04

Fa ahoana >>>
Taona vitsy lasa tokoa izay dia tsy azo natao ny Pub sur les boissons alcoolisés. Fa nony noesorina teo ilay nanao ny lalàna ary nony lasa monopole ny toaka sasany eto, dia niverina tokoa ny fanjakan'ny Baroa.

Nosisihana vola be ve ary ny tompon'andraikitra ?

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: Za malagasy
Date: 15 juin 2017 - 17:06

Africana Beer's cavabe cava be ...
A chacun sa biere

Tena ny zanako kely 8 ans indray no mahay tsianjery an'ilay pub le ...

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: Dondrona
Date: 15 juin 2017 - 18:36

Inona moa no azon 'ny mpitondra hatao amin'izany satria ireo mpamokatra sy mpivarotra toaka sy sigara ireo anie no mampidi bola be indrndra amindry zareo ,eo anoloan'ny douane e .Vola be tsitokotsiforohana no omen'ireo ho an'ny ambony tsirairay ,akoatra ny miditra ao amin'ny kitapombolam panjakana .
Ny mangina volamena hono ,laissons l'avenir venir ,ce qui vivra verra .

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: raglouglou
Date: 16 juin 2017 - 08:08

Mba miangavy anareo solombavambahoaka tompoko hamolavola lalàna mandràra ny zaza Malagasy -18 ans tsy anjifa sy misotro zava-pisotro misy alikaola labiera sy toaka ary ny forongony rehetra!

Izany no tena mariky ny fitiavan-Tanindrazana (Taninjanaka) tadiavinay vahoaka @areo ireo!

Misaotra mialoha Tompoko!!!!

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: Botity
Date: 19 juin 2017 - 13:46

tokony foanan'ny governemanta ty licence na Epi-bar ity fa io no tena mampitobo be ny debits na alcool eran'ny tanàna.

licence an Bar ihany no tokony omena ary atao ambony be ny vola aloha aminy.

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: Ny vahoaka no mandatsaka ankady ny gasy
Date: 20 juin 2017 - 22:55

fa angaha tsy mety raha misotro izay ampy taona te hisotro de izay tsy ampy taona tsy tokony hisotro mba tsy misotro.
Raha misy moa tsy ampy taona misisika hisotro dia lalanampiainana izany. Saonjo iray lohasaha.
Fa tsy isakiny misy zavatra kely izao de foano ty foano ry foano itsy
maninona tsy zanak ialahy no tenenina fa ny epi bar no hofoanana.
kely saina.
efa tsy hisy ninoninona azo atao intsony madagasikara fa ty tsy azo atao iry tsy azo atao , savaina etsy savaina eroa izao koa hoe foano foano
.
Le vahoaka sasany mihintsy no kely loha tokony hofohanana fa tery saina ka mandrebireby.

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: zanziBAR
Date: 21 juin 2017 - 10:03

Tena mpivaro-toaka io razoky eo amboniko leaza a!!! raha tsy lasa mamolava angamba ny zanany tsy ho tonga saina izy!

Ny ankizy lety @ maha ankizy azy tsy mbola mahalala izay hahafaty azy fa tia manandrana a! fa rehefa lalàna mihitsy no misy dia saziana izay mandika azy, izay vao mety ho foana ny fisotron-toakan'ny ankizy tsy ampy taona!

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: Bonus
Date: 21 juin 2017 - 10:05

Par: fa ahoana
Date: 15 juin 2017 - 07:45

AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY LALANA IRETO?

...

Tena betsaka izy ireo izao, dia ho potika ny taranaka raha izao no mitohy. Tadidiko tsara taona vitsy lasa izay fa tena tsy azo atao mihitsy ny manao pub mikasika ireny!

- - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Fanontaniana apetrako aminao, t@ izany fotoana tsy azo nanaovana pub alikaola izany, tsy nisy pub eraky ny tanàna, DIA FOANA VE NY FISOTROA-TOAKA ????? TSIA angamba ny valin'ny fanontaniana.

Fanontaniana faharoa, ny pub ve no manentana ny vahoaka hisotro, asa na hitanao fa tsy maintsy misy soratra eo ambany eo hoe "ATTENTION, L'ABUS D'ALCOOL EST DANGEREUX POUR LA SANTé !!!", efa fantatrao izany izay soratra izay alohan'ny hisotroanao.

KA MBOLA ASAKASAK'IZAY MISOTRO fa tsy ny publicité mihitsy no mahatonga ny olona hisotro, arak'ilay message-nao mantsy dia ny pub no fositra. Tsy ny pub no fositra, sy tsikeraina fa ilay mpisotro no tsikerao, na misy pub eo na tsy misy, hisotro foana ilay mpisotro.

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: Brandon
Date: 21 juin 2017 - 15:19

Bonus >>>

Hita be fa tena mivilana tanteraka ianao ry Bonus. Tsy mahagaga fa pédé ianao. Tean tsy ampy fisainana ary tsy ampy fahalalana.
Mampiseho ampahibemaso koa ianao fa tsy nianatra firy. Hany ka tsy fantatrao ny andraikitry ny dokam-barotra eo amin'ny fiainan'ny olona. Raha tsy misy vokany ny Pub, tsy nataon'ny olona. Na izay fotsiny aza dia tokony ho takarin'ny sainao.
Tsy mila mandeha mitady fanazavana lalina satria tsy ho takatrao velively, na handeha amin'ny tany hatramin'ny lohanao aza.

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: ramoukouny
Date: 22 juin 2017 - 13:15

Ny manao PUB tompoko dia vola be an-tapitrisany maro mihitsy, na spot @ radio sy tele io na tableau publicitaire.

Ary misy études approfondies mihitsy fa tsy ataotao foana, raha tsy misy dikany ny PUB tsy hisy olona handany volabe @zany.

Ny ankizy no tena mampalahelo voasarika @ fisotrona, fa ianao olon-dehibe io na toaka aza no handrahoanao vary sy laoka ary ataonao rano fisotro dia responsable ianao.

Mba jereo anie fa izay pub mandeha @ tele na tsy fantatry ny ankizy kely 02 ans aza dia arahany e! dia toy izany koa ny effet-n'io pub io @ adolescent.

Ny mpivaro-toaka ihany no mahita ny fahatsaràn'ny pub-na toaka, fa raha olona manan-janaka ary mandinika dia tsy hanaiky an'izany mihitsy!!!!

Options: Répondre
Re: AHOANA IRETO PUB ZAVA-PISOTRO MISY ALIKAOLA ERAKY NY TANANA IRETO?
Par: croix orange
Date: 22 juin 2017 - 18:26

Jiolahimboto indroa misesy izay no atao prezda teto dia inona no mahagaga @ izany eh, raiso hoa ny kiho ry gasy a,

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg