Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
profil sans paps gasy eto fransy
Par: elektrisian
Date: 22 juin 2017 - 00:17

Mba variana ihany ny tena,betsaka ihany ireo gasy sans paps nifanena teto france,saingy nanao demarche dia nahazo paps fa saingy misy lehilahy celibataire maro2 ,efa presque 10ans teto france ,ny vady amanjanaka any gasikara,ry zareo eto france tsy sahy manao regularisation,dia lasa ny saina hoe inona no antony?,za mahalala efa presque folo lahy mitovitovy ny cas ,ary nareo ve mba ???

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: yumi
Date: 22 juin 2017 - 09:51

elektrisian>> inona moa no ilanao ny antony??? Izy tenany ihany no mahalala azy. Ny gasy any frantsa dia samy manana ny problemany avokoa ary samy mamaha ny olany ny tsirairay.
Mahita solution ho an-dry zareo ngaha ianao? si oui dia izay no tokony resahinao eto.

Aza curieux @ probleme-n' olona raha tsy manana solution homena.

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: elektrisian
Date: 22 juin 2017 - 09:59

Nisy disadisa t@ ireo zah,ary tena resaka kozy voretra be izy,rehefa nataoko ny fanadihadiana,hay izy ity olona nitsaoka fitsarana tany dago dia miafina avec faux non eto france,na hitory azy aza zah eto ,olona tsy mi existe akory ,saingy ny tantara mitohy satria misi2 liste ato

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: yumi
Date: 22 juin 2017 - 13:41

elektrisian>> ka ianao ihany izany dia mahay ny antony ka tena tsy azoko ilay fanontanianao t@ voalohany.

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: elektrisian
Date: 22 juin 2017 - 15:09

za koa aza mba variana t@ voalohany,jereo le titre yumi,mazava be ,ady hevitra itony tsy misy mitonona anaran'olona,aza mba voany aloha eh tena hoe manenjika aloka marina,cas fantatro ireo fa mety misi2 maromaro mitovy an'ireo

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: Notorious
Date: 22 juin 2017 - 17:18

Avelao any zany ry elektrisian fa aza maka lagy @izany. Olona efa lavo anie zany raha ady no natao ka aza manaraka ny lavo fa raha ohatra misy zavatra tsy tena tantinao ny nataony, antsoy izy de resaho moramora fa tsy mety ny nataony. Fantatry ny bande tsisy paps tsara fa tsy tokony mêlé @ situation ratsy izy fa ataoko fa hi-s'excuser @ zavatra nataony izy.
Grave anie ra- elektrisian la vie sans paps zany e! Raha mitory ianao dia tonga dia voasambotra anie izany e ! Ary alefanjareo mody.
Avy nisy bandy gasy izay t@ restaurant gasy no nanary sakafonay rehetra t@ table nay satria sipany lery no tonga niresaka t@ bandy iray t@ table nay, nefa zany ilay sipa sy ilay bande niaraka taminay mbola mpihavana izany hoe cousin- cousine, ka tao @ restaurant no nifanena. Rehefa tazany ilay bandy fa ny sipany no nipetraka teo aminay de romotra lery ka nalavony ny table. Fa tsy nikotaba izahay fa nilazainay fotsiny ilay restaurateur fa tsy hanefa velively sakafo sy zavatra vaky izahay. Fa fantatry ilay restaurateur fa bandy tsisy paps mpandeha ao aminy ilay bandy dia voatery ilay restaurateur indray no tonga nifona taminay ary tsy hampandoa anay vola na ariary t@ zavatra teo ambony table. Ary mbola niangavy lery mba tsy hisy ny fitoriana. Zahay moa zany tsy nikotaba fa afaka minitra vitsivitsy rehefa niresaka ilay bandy sy sipany tany ivelany dia tonga ilay bandy nifona sy nifanaraka t@ restaurateur fa handoa ny sakafo sy zavatra nosimbany. Rehefa nazava t@ moa ilay situation dia navelany ilay sipany niresaka taminay. Ka tsy nitory izahay tamin'izany fa menatra be ilay bandy .

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: yumi
Date: 22 juin 2017 - 17:36

Za alou dia tsy manao resaka bizina na resa-bola @ olona any Frantsa any h@ izay mba ialana @ izay olana izay satria fantatro tsara ny fahasahiranan'ny olona any ka aleo tsy miditra satria manahirana avy eo. Betsaka ny olona fantatro fa victime @ ireo gasy mipetraka any, eny, fa na dia havana akaiky tokoa aza. Betsaka ihany koa anefa ny gasy any frantsa no victime @ ireo gasy aty dago satria na ny andaniny na ny ankilany dia samy manantena tombotsoa kanjo izay mi-investir vola misimisy foana no voa mafy.lol

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: elektrisian
Date: 22 juin 2017 - 19:52

zah ry yumi tena nanampy an'ireo gasy sans paps ireo,manomeha 50euros par jour ary tena nananmpy mihitsy nanomeha asa azy ireo,gagah aho aty oariana fa ry zareo itreo no manenjika ahy za bandy 31ans rty zalahy efa plyus 40ans,samy sans paps izao ve dia tokony hisy ambony sy ambany,izaho za efa lasa artisan @ fomba officiel ,le sans pas mivovoha sisa

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: elektrisian
Date: 22 juin 2017 - 20:05

Ry Notorious,efa mangina zah ary efa fantako hatry ny ela le izy saingy i madama no maillot faible ,e'fa tena mailo za ary efa hitako le izy fa miandry

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: yumi
Date: 22 juin 2017 - 20:33

elektrisian>> izay vao azoko ny tena bleme-nao. Enao koa ange miodina havia sy havanana vao milaza ny tena film ê?

Manampy azy ianao. je suis d'accord. Hisaorana ianao mikarakara mpiray tanindrazana.
Izao anefa, raha ny fahazoako ny resakao. Nisy interet reciproque teo aminareo. Enao mampiasa mpiklandy - tsy mandoa charge patronnale, ry zareo mahazo "au black". Gagnant-gagnant.
Tadidio fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy misy "lésé" ny iray aminareo.
Sarotra be ny miady @ izany satria samy ho voa any @ fanjakana ianareo na iza mitory na iza.

conseils: Artisan officiel ianao izao dia mampiasà gasy na olona hafa arà dalàna. Tsisy fika intsony hoe.

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: ///.
Date: 22 juin 2017 - 22:38

Mahagaga !

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: elektrisian dawawa
Date: 23 juin 2017 - 01:28

L e izy fialonana no tena marina,ireo tsy ahavoa ahy mihitsy fa le diffamation no mandreraka ,le chien aboie, la caravane passe,samy ho tsarainy tantara eto

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: manohana hevitry elektrisian
Date: 26 juin 2017 - 14:29

Sendra mandalo dia mahita, fa tena marina ny an'i elektrisian, fa misy mihintsy ireo bandy gasy mpisoloky gaigilahy any @ tanana, dia manova anarana eto, ka raha tena marina ny voalazan'i elektrisian dia manohana aho ary tena mahalala no tsara ny hifanampiana @ ola fanetribe'n'ny firenena no fanetribe'ny gasy toy izany e!

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: pokatity
Date: 27 juin 2017 - 13:17

tena tsy maty voalavo akibo marina hihihih,io ry bain ahita surprise elah,

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: maillon faible
Date: 27 juin 2017 - 14:13

fa tsy maillot faible, hahahahh

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: elektrisian
Date: 28 juin 2017 - 11:52

miahamazava ny resaka hon hon hon ,adim ah aza fafana stp?

Options: Répondre
Re: profil sans paps gasy eto fransy
Par: ty misy info
Date: 28 juin 2017 - 12:06

...ilay filohan'ny tetezamita iny zao toa hoe eto hono...(sady plus de 40 ans koa iny justement) ...

ity koa ny ahy ny tantara :

rehefa misy fety gasy na RNS dia tandremo ny zaza vavy kely zandry na zanaka fa ampiresahin'dry zalahy efa be be taona ireny an !!!!

ny tena hafantarana an dry zalahy anie dia : efa rangahy + seul + be resaka sy mahay an'ty rehetra ty ...

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg