Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: REGRET
Date: 23 juin 2017 - 11:52

Misy tovovavy tsara tarehy avy any Fianarantsoa, sendra nifanena tamin'ny tenako! Tsy afeniko fa tena nikoty azy aho!! Kay izy ity mipetraka @ dadatoany eto TANA, izay manao toera-tsy zaka aminy isan'andro mba hialany tao!! Tsy omena sakafo, indraindray tsy vohaina ny trano rehefa tratra hariva avy niasa, sns!! Miasa tsy misakafo, mandeha tongotra lava rehefa miasa sns !!! Nahita ireo cas-ny ireo aho de onena azy tanteraka!! Ny nialany tany Fianarantsoa dia hitsoaka ny raikeliny zay te hanao filàna aminy! Tsy mino io hadalam-badiny io nefa ny reniny, ka nofeperany daholo zay olona fantany aty TANA tsy handray azy!! Tena mijaly izy!! Nanome vola sy vary azy aho mba hanambatambazana ny dadatoany aty TANA mba ahitany fa mba mi-participé ihany izy ao antrano! Fa ee eehh !! mitohy foana ny tsindry sy ny teny tsy zaka ary ny gafigafy ... Tsy sahy nikitika azy aho rehefa hitako fa tena nahonena izy, satria tsy tiako ho tonga ao antsainy FA sao heveriny mi-profite azy aho! Sanatria anie izany!! Tsy mbola manana fahafahana manofa trano avy hatrany nefa izy satria @ faran'ny vola JOLAY vao afaka mi-toucher ny karamany izy! Tsy sahy hampiantrano azy aho satria ifonana amintsika rehetra fa manambady aho fa noho ny fahalemena dia manadaladala sipa!! Mety hody tsy fidiny anefa izy raha izao ataon'ny dadatony sy ireo havany izao no mitohy, de hiverina ZERO indray ny fiainany!! Raha mba misy vehivavy tsara sitrapo, mba avoty re izy JUSTE pour UN MOIS fotsiny, fa afaka ifanampiana ny sakafony mandra-pandray ny karamany, de mahaleo tena izy rehefa avy eo!! MIFONA HO AZY AMINAREO AHO !!

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: ndao
Date: 23 juin 2017 - 12:03

ndao ajedaka zany dadatoany zany,

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: REGRET
Date: 23 juin 2017 - 12:07

ndao >> Mba ataovy sérieux rangah !! Mafy hoazy nge zao zavatra zao e!! Tsy mitondra vahaolana ny famonoana, fa ny fifampitsimbinana no zava-dehibe satria samy miloloha lanitra daholo

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: ka
Date: 23 juin 2017 - 13:58

Ka le dadatoany no masoso.. amzao, anarany dadatoa, olona ivelany aty ndray no lasa mitsetra fa le dadatoany zany tssssss, izy tokony hanome courage azy ndray no tsy milay. mila ajedaka zany, tsy vonoana fa ajedaka.


Na rehefa tsy zay dia hitadiavo bandy io sipa io haka vady azy dia miala ao am dadatoa.

Na koa aleo za no hikoty azy, omeo ahy ny num-ny dia hoalaiko vady izy.


Ny question mipetraka dia hoe fa nahoana aza io no tsongaina manokana eto nefa bobaka be ange ny vhv mizaka ny tsy eran'ny aina ataon'olona, enao io zao aza d'efa mampijaly ny madamanao any an-trano zao noho io, sa hoe io "tovovavy tsara tarehy".

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: REGRET
Date: 23 juin 2017 - 14:19

Ka >> Tsy fantan'ny vadiko io sipa io kah !! Tena tiako ny vadiko, fa sendran'ny fakam-panahy ny tena de manaonao foana e!! Iny ngambany ny ahy no farany fa tsy hanao intsony aho!! Tena otran tohina be fotsiny aho mandinika ny fiainany! Zao no tao antsaiko hoe: raha ny zanako moa no sanatrian'ny vava tratran'ny otr'izao???
Ity sipakely ity aloha no hitan'ny masoko ny manjo azy, ny tsy fantatra any, tsy fantatra izay no anarany!! Tsy maintsy hody any Fianarantsoa zao io de hampiriatin'ny raikeliny indray!!!
Sarotra be ny mifanome num eto ry akama!! Zany vady zany tsy vita tic tac do eto fotsiny fa mila fandaminana ela2 !! Misaotra anao namaly

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: Dondrona
Date: 23 juin 2017 - 18:28

Toro hevitra moa no tadiavin'ise dia ity mbamisy kely .Mandehana eny Faravohitra ao amin'ny toby fitaizana tovovavy ,dia hazavao amin'ny tale ny zavadrehetra ,fa mino aho fa hahazo depannage izy .
Ny tsy mazava amiko dia ,afaka iray volana hahazaka tena hanofa trano izy ,raha ny karamany irery ve hahavita izany ? sa misy anjara raisin'ise koa ? nefa ise toa hoe manambady sy zanaka ary tokantrano ,,,,,?

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: Firy taona. ?
Date: 24 juin 2017 - 00:44

Andramo izay Faravohitra izay aloha. Raha tsy mety, mandehana indray amina toby Masera fa mety possible.

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: nm
Date: 25 juin 2017 - 19:32

Vahivavy izaho manoratra. Izy ve no mitantara ireo aminao sa efa tena hitanao maso? Tsy sanatria manao tsinotsinona ny cas-ny aho fa raha olona sendra nifanena tamiko izany fotsiny sarotra amiko ny avy dia hino izay tantarainy.Asa ianareo raha nahatsiaro ilay indray taona olona nanao nampaleholo mafy ohatr'io hoe nitsaoka koa satria nisy namono ny fianakaviany sns... dia be ny nitsetra, navoaka t@ TV mihitsy fa rehafa natao ny fanadihadiana tany @ polisy hay tsy nisy mihitsy fa nataon'ilay olona hakana vola fotsiny. Enga anie, enga anie ka tsy ho toa izay io vehivavy io. Enga anie ka handiso ahy ny eritreritro,... fa dia malemy ianao ramose.

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: Bandy Bogosy
Date: 28 juin 2017 - 11:28

Alefaso aty amiko mandritra 1volana izy de ianao responsable rehefa tapitra ny iray volana.

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: balitabota
Date: 28 juin 2017 - 11:33

Verin'ny vehivavy ianareo ka tafajoroboka anaty lalina.
Tsy mahafantatra vehivavy? Vehivavy ange ka menarana.
Efa niresaka t@ dadatoany ianao, fantatrao ny fiainany tany Fianarantsoa, nahoana izy no nitsoaka aty Antananarivo? Mba mamakafaka fa ataon'ny vehivavy fitaovana, sy tohatra fiakarana

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: REGRET
Date: 28 juin 2017 - 12:46

Dondrona >> Tena mankasitraka rangah !! Toroiko hevitra izy ho eny !! Afaka ray volana dia mahaleo tena tanteraka izy, satria efa mandray karama, ary afaka manofa trano sy mihary tsikelikely!!!

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: bof
Date: 29 juin 2017 - 14:16

io lazain nm io , tadidio fa ny vhv mbola tsy nanao rs taminao ihany no fantatrao na mandainga na tsia, fa raha efa nijoboka enao d efa ze tantarain rehetra eo na abobo aza de hinoanao daholo !

Options: Répondre
Re: TOVOVAVY MILA FANAMPIANA, NEFA MBA TE HAHALEO TENA, VAKIO KELY E!
Par: METYHOAFAKA
Date: 29 juin 2017 - 15:01

Afaka manofa trano izy d mifanaraka amin ny tompon trano oe atambatra ny hofantrano e! na miresaka amin mpiara miasa mba hampiantrano azy. Zaho aloha afaka mampiantrano azy satria vehivavy mipetra drery koa fa mampieritreritra ndray ilay resakin olona sasany oe sao dia fitaka daholo .

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg