Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
666 : tena efa stade faraparany an!
Par: pretty girl
Date: 20 juillet 2017 - 15:17

ny tanjony : hanjaka tokana eran'izao tontolo izao

signe : karazam-pivavahana maro, ny mitono tena ho Jesosy, ny fahantrana miompampana, homosexualité efa miha mahazo vahana

fisehony : any aoriana any dia vola tokana no eran'izao tontolo izao, misy mariky ny satàna ka izay tsy manaiky io dia tsy afaka fanao offre sy demande, mety puce io, na carte, na zavatra hafa fa misy marika

fomba ialana azy: resy izy rehefa tsy manaiky hiala amin'ny finoana ny Kristiana,

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: skeptic!
Date: 20 juillet 2017 - 16:26

Efa ela izany andro farany izany no nolazaina fa efa akaiky

na ny mpianatr'i Jesosy aza nino fa miaina amin'ny andro farany ry zareo idee

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kgb
Date: 20 juillet 2017 - 17:36

Ny gasy hoa efa dombon ny baiboly lotra ny lohany, marina eh , lasa ohat

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Tsotra ny valiny
Date: 21 juillet 2017 - 09:37

Aza mino koh driiii! Angaha ianao forcer-na?!Ataovy araka ny mokon-dohanao ihany.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kankan
Date: 21 juillet 2017 - 10:04

zany resapivavahana zany ry zalah na o maraina aza ny andro tsy ho vita ny discussion a!
Rehefa miaina ara-dalana ianao, tsy mangalatra, tsy manao ze mahatezitra ny fiarahamonina dia ampy zay amiko;
andro farany zany tsy natao ho takatry ny sain'ny olombelona zany, na ny olona crack ndrindra eto ambony tanyaza tsy mahatody rasha tsy etsy amin'ny station spacial international ny farany lavitra.
dia ataovy ny kajy, raha tonga ny andros farany dia hanao ahoana ny tany? ho rava hoy ianao; hanao ahoana i Mars, jupiter, uranus,... de hanao ahoana ny voie lactée ny galaxie zay misy antsika?
tsy fantatra zany, itaro ny saina fa tsy ny terre ihany akory no atao hoe zao tontolo zao;

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: pretty girl
Date: 21 juillet 2017 - 10:11

hono ho aho, tsy efa any am FMI daholo ve zao no mangata-bola rehefa tsy manana, mahavita tena ve i Madagasikara, tsy efa mihalalina ve ny fahantrana, raovina vao ho tonga saina?? tsy lasa mihazakazaka be ve ny secte eto amintsika, tsy miteny aho hoe amin'izao andro iainantsika izao,na 2020, fa efa misy tanjona hafahafa mihitsy izao fiovana be misy amin'ny tontolo izao, hihahihena ny tena Kristiana fa lasa RAVOLA zao no manjaka, tsy mivavaka raha tsy misy fahagagana, aza variana fa tano mafy ny finoanao mba tsy ho voasinton'ireny ianao!

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: fijery_hafa
Date: 21 juillet 2017 - 10:11

ère du verseau

dans le Kali yuga

combat suicide

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Ben gasy
Date: 21 juillet 2017 - 11:38

Ka io fanjakana tokana sy vola tokana io tsy maintsy ho tonga na hivavaka mafy aza isika hoe :" fomba ialana azy: resy izy rehefa tsy manaiky hiala amin'ny finoana ny Kristiana,". Fa raha tsy te ho tonga aminizany dia mila miomana izay te horaisina amin'ny fampiakarana ny fiangonana na "enlèvement des croyants na eglise". Amin'izay fotoana izay dia tsy handalo ny fahefan'ny bibidia ianao fa horaisin'i Jesosy. Tanteraho ny Asan'ny apostoly 2:38 raha te ho ampakarina ianao !

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kostyka
Date: 21 juillet 2017 - 11:53

Tsy efa nilaza ve ny nahary hoe aza matahotra raha miaraka amiko no koa hoy ianareo hoe fitiavana no hevitra vohizin'ny baiboly.

Aza miady amin'izany satana izany fa mivava mba hiova izy ireny.

Raha nampianariny rainao tsy ady ve ianao dia ianao indray no hanangam-bozina amin'ny anarany sao mba diso lahy.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: TSIAZOKO
Date: 21 juillet 2017 - 12:01

Tena tsy azoko mihitsy eh! 666 sa 999??????????????????????

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: pretty girl
Date: 21 juillet 2017 - 14:00

TSIAZOKO : mangalatra pseudo le 999 io re a!

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: hadj
Date: 21 juillet 2017 - 14:36

marina ny sujet satria eo am-pamaranana ry zalahy miketrika ny nouvel ordre mondial.....mila mivavaka faraha ny zavatra kendreny dia robot daholo ny olombelona eto an-tany atsy ho atsy

efa misy mamoaka @ youtube io ka samia mijery itandremana.....

tena fampitahorana antsika fa zakany daholo aloha hatreto izay notadiaviny....anisan'ny tanjony akaiky ny ampisy puce ny olombelona rehetra dia ho azo baikony @ ordi be iray...efa mianga zany any etats unis sy australie

lavabe ny tantara fa izay te hahalala be be kokoa dia za manana document

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: TSIAZOKO
Date: 21 juillet 2017 - 15:15

Hafahafa be

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kostyka
Date: 21 juillet 2017 - 15:19

Misy mahay zavatra mihitsy eto manana documents izany nouvel ordremondial izany.

Sao dia heverinareo fa marina aza ny roman da vinci code.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: mpinno
Date: 21 juillet 2017 - 15:44

Fikotrohanify, afobe, 666, sns... izay mino an ireo ihany no makany, satria ry zareo ihany no efa nisy nanoro ary mahita ny lalana mankany, sady ohatry ny migodana be hono io lalana io an, grave!

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Banjino ny hoavy
Date: 21 juillet 2017 - 15:56

Ô Rey olona an! efa gisitra isika @ fandrosoana, dia mbola ity resaka losifera ity indray no entina hifandrebirebena! Hatramin'izay, ny gasy tsy maty raha tsy mosavy, tsy manaonao foana raha tsy nisy ody fitia, tsy vendrana raha tsy voan' ny fandraikirekena! ...ets... Izany hoe tsy ny tena no tompon'andraikitry ny tsy fahombiazana sy adalana rehetra fa misy hery hafa any manery anao. Ankehitriny indray satana no lazaina fa manjaka ka mahatonga ny fahalovana rehetra! Dia fanafodiny hoe? Mivavaha hono, mifikira mafy @ finoana!

Dia ahoana? vakio sy diniho tsara ny baiboly, satria efa akaiky ny farany?

Izany hoe: aza mamakafaka intsony ny rafitra fifandraisana eto @ fiaraha-monina! Aza mijery intsony ny fipetraky ny fambotrina rehetra! Aza miezaka intsony ho @ asa famokarana! Aza manohitra intsony ny tsy rariny rehetra!...ets...

Tsaroako: 1962, hoy ny mpitory hoe efa ho avy ny farandro, ka mivavaha, mibebaha... Nisy olona tsy niala tany am-piangonana intsony, nisy ny namerina tsianjery ny baiboly, tao ny nandeha ni-konfesy; tao ny nizarazara ny fananany... dia dila ilay andro voatondro, dia mbola teo daholo, dia nifampijery teo daholo ; dia hatramin'izao ,efa nisy 55 taona lasa, mbola mitohy miresaka ny farany foana!

Hatreo ny fiainanao, tontosao ny adidinao @ ankohonanao, ny fiaraha-monina, ny firenena. Rehefa tonga izany farandro izany, dia tonga. Raha izaho aloha tsy manaiky izany resaka losifera izany hi-bloquer aho @ fitondrako ny fiainako!!

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: banjina avia
Date: 21 juillet 2017 - 16:34

ka io hoe efa voa ny lohan ny gasy, tsy mitovy @ gasy taloha intsony, @ izao dia tsy mahalala izany Atra izany ny gasy raha tsy miditra lalina @ baiboly, na izy miseho ho mahay azy tsara , na izy tsy dia mahay dia very hono izany, dia izao iaraha mahita izao ny vokany, DELIRA ETSY SY EROA

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Banjino ny hoavy
Date: 21 juillet 2017 - 16:49

Fa angaha moa io ihany ny boky afaka vakiana raha izany? Raha recette mba ahafahana manantontosa ny adidy, sy mitombo ho olom-banona, mety misy koa ny boky hafa!

Aza mihidy ao anaty ny ego-centrisme-nareo!!!

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kostyka
Date: 22 juillet 2017 - 14:30

Ny finoana eto amin-tsika dia azo atao hoe methode coué hoy ny frantsay.

Na mangidy sy mangeroka aza ny fiainana dia raha hiainana ao amin'ny kristy dia lasa mamy sy mazava izany hoe minoa fotsiny ihany.

Tena marina fa ny finoana manapin-maso sy manapin-tsofina no manapim-bava. Efa oviana no betsaka no nino hoe ho avy izany fara-andro fa tsy mety tonga ny andron'ireo mpiandry an'izany no tonga.

Misy milaza hoe ny fitaona an'andriamanitra dia tsy mitovy aminy an'ny zanak'olombelona ka tsy misy mahafantatra dia nahoana aza izy niasa 6 andro dia naka sasatra ny fahafitony. Izy no nanao ny 24 ora sy ny herinandro izany dia tsy mitovy amin-tsika ve izany.

Ny baiboly famaritanana lalana fa tsy lalana.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: pretty girl
Date: 24 juillet 2017 - 15:07

Tsy fara andro amin'ny tianareo eritreretina hoe ho avy eny amin'ny rahona ny TOMPO ny voizina eto fa ny fanaovan'i Sàtana izay moyen rehetra hanjakany. Ohatra : maro loatra ireo mpihira evangelique malaza lasa nivadika, porofo izany fa manao izay azony atao rehetra i sàtana sy ny forongony hanjakany tokana, amin'ny maha Kristiana dia mila mivavaka mafy, fa amin'ny maha olombelona dia manahy ho an'ny zanaka amam-para satria hihamahery vaika ny fanapotehan'i sàtana ny fiainan'ny zanak'olombelona.
Raha maka ohatra ny fiainan'ny zanak'israely isika, nisy ny fotoana nisian'ny fahagagana tamin'izy ireo tany an'efitra. Nisy ny fotoana nanjakan'ny andriamanitra volamena, ka teo no nahafaty zanak'israely maro. Mila tokoa manohy ny fiainanao amin'ny fitadiavana sy ny asa isanandro, kanefa tokony hivavaka mafy isika Kristiana mba hamonjen'Andriamanitra ny tanintsika sy ity izao tontolo izao misy antsika ity, fa mino marimarina aho fa hidina Izy tahaka ny namonjeny ny zanak'israely tao Egypta ka namonoany ny fahavalon'izy ireo indray alina monja; tsy hoe manadino antsika Andriamanitra fa miandry kosa antsika hiverina Aminy.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: skeptic!
Date: 24 juillet 2017 - 15:35

pretty girl :

Nga moa tsy efa i Satana no manjaka tokana amin'izao tontolo izao raha ny baiboly no resahina.


Hoy i Satana tamin'i Jesosy :

Matio 4:9 Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kostyka
Date: 25 juillet 2017 - 12:23

Ny baiboly dia boky manazava izany atao hoe olona afaka sy ny mahatsara ny fitiavana eo amin'ny zanak'olombelona.

Chercher la petite bête hoy ny frantsay ka mitovy amin'izay ireo mpaka andininy sy toniny hitondrana porofo.

Fa aza adino fa ny ratsy foana no mila porofo fa marina mivandravandra.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: KRISTIANINA BE IZAO
Date: 25 juillet 2017 - 16:52

ny mpitanisa toko sy andininy , mpamakafaka ary mihevitra ho mahay ny voasoratra ao @ baiboly, dia tena marobe tokoa eto amintsika, ary ilay baiboly anefa @ io dia anarivony pejy, ny mahagaga anefa dia izao , ny dix commandements dia tsy mahafeno pejy iray akory,nefa mbola tsy nahita aho na iray aza ka sahy milaza fa mahatanteraka feno io dix commandement io , haveriko ihany fa une page tompoko...dia mahagaga ahy koa itony hoe mila mivavaka mafy, mitolona ambavaka, inona no dikan izany? sanatria toa mila energie ve izany ilay mivavaka raha tiana hisy valiny? izany ve no mahatonga ireny mitabataba be ireny? tsy mety ve izany raha mba samy mihezaka manao ny tsara, efa nomena saina entina miaina anie isika eh, na koa mba mitandrina izay vita , dia miezaka mifanampy sy mifankatia, tsy efa tena lehibe ve izany, sa tsy maintsy mitrisé à 100% ilay an arivony pejy vao METY?

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: eo
Date: 25 juillet 2017 - 17:02

Ny toriteny @ zao tokony faranana @ hoe:"mino ianao tsara, tsy mino ianao tsy rarahako" fa ohatran'ny hoe tambatambazana hino le olona de sarotra resen-dahatra. Rehefa midofotra ve ianao tsy ho tonga saina eo ihany. Jereo ny fiainan'ny olona tena mivavaka fa miadana izy na dia tsy manambola be aza, fa eto ny atao hoe fiadanana dia ny fananam-bola be

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: mamakafaka
Date: 26 juillet 2017 - 09:46

KRISTIANINA BE IZAO :

Fanamarihana kely

Tsy hoe rehefa mamaky sy mandinika an'io baiboly io dia mino an'io boky io 100%, izay lazaina koa fa avy amin'Andriamanitra.

Tsy hoe rehefa mitanisa toko sy andininy dia hanaraka izay voalaza ao...


Betsaka ny boky miresaka mahakasika an'andriamanitra fa tsy ny baiboly ihany (coran, bokin'ny mormon, bokin'ny hindoue,..)

Afaka dinihina daholo ireny boky ireny....smiling smiley smiling smiley smiling smiley.....

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: mamakafaka
Date: 26 juillet 2017 - 10:23

eo:

Jereo ny fiainan'ny olona tena mivavaka fa miadana izy na dia tsy manambola be aza,

--------------------
-> Ka amin'izay lafiny izay izany dia toin'ny SUPPORT MORAL ny fivavahana? question

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kostyka
Date: 26 juillet 2017 - 11:12

Ny baiboly amiko dia boky tsra toin'ny ansiklopedia mampivelatra saina fa tsy manidy saina ao anaty boky masina akory.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kgb
Date: 26 juillet 2017 - 12:03

eo>>>>
Izany hoe tena mivavaka izany dia mbola resaka subjectif , Atra irery ihany no tokony mahalala izany , fa ny misoratena toa voatango koa aloha tsy mahafaty

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Izany mihitsy
Date: 27 juillet 2017 - 11:23

Mamakafaka>> fiadanana hafa mihitsy no resahina eto fa tsy resaka support moral na ara-nofo!! NY fanahy no miadana, dia na ao anaty ady mafy aza dia sambatra, mahari-po sy be fitiavana

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: pretty girl
Date: 27 juillet 2017 - 11:48

jereo ny matio 24

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: mandre
Date: 27 juillet 2017 - 12:56

Ho an'izay manana finoana, mivavaha hatrany - Tsy ho maty antoka mihitsy ianao
Ho an'izay tsy mino, tsy misy terena fa tohizo ny lalanao, ary aza haratsiana ny tsy mitony aminao.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Koraha
Date: 29 juillet 2017 - 11:07

Koa raha tena mafy be sy misy koa izany a/tra izany maninona raha tonga dia izy no miady amze fatina groupe kely miketrika itondra izao tontolo izao e. ianareo aty @ forum tsy nahita ze grp kely illuminati, oie oie any no miseha mahalala.

Zao démence conspirationniste izao mihitsy ilay exploiten-ny secte ampitahorana sy anabadoana ny olona, dia aveo ambakainy.

Tsy hoe koa izay ita ao @ youtube dia marina avokoa fa afaka manadefa vidéo ao daholo ny olona rehetra.

Mba misaina koa oa fa tsy hoe hivavaka hivavaka izao foana. Kamo hiohatra dia manatena paradisa tsy fantatra raha misy na tsia. Ny sasany ohatran-dry TDL moa dia raha ny tiany hono "androany dia androany" ilay fara andro. Tena efa mivika. Raha ny tiany dia androany dia androany dia hofaty ny zanany koa @zay mahita paradisa ? MIVIKA tsy misy fangarony.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: GAGAbe
Date: 29 juillet 2017 - 11:10

De gaga ah mahita enreto krtistianina maniry ratsy hoanze tsy mino.
zany foana hoe hoavy aminao ny mafy e, refa midofotra ve sns

mendrika nareo miseho marina reo ve le oe maniry ratsy hoanze tsy mino anareo ? henatra hoan'andriamanitrareo nareo

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: mahita marina
Date: 30 juillet 2017 - 11:17

GAGAbe>>>>

aza gaga , superstition, fanatisme izay ateraky ny misère intellectuelle no betsaka ataon ireo mitonona ho mpiavavaka kristianina sasany ireo, tsy mila niveau collège dia mahita fa zavatra mifanipaka no lazainy, etsy ankilany tanisaina ilay Atra azaina fa tsara, be fitiavana ,tia ny olona , mamela heloka sns , mangataka dia mahazo sns ,fa raha vao resahana anefa ny zavamisy marina, ny fijaliana mianjady @ ny olona, izay mivandravandra be izao, dia latsa ny famendrofendrona no miraraka, ara_nofo izany eh, tsy ampy finoana eh, tsy mivavaka eh sns dia tsy misalasala akory ny sasany mandrangaranga ny elo, afobe, fahaverezana sns , tsy hiverenako ny aretimandoza sns, dia lazaina fa vokatry ny safidy io kanefa mitondra faisana hatramin ny zaza tsy manantsiny... koa satria tsy mbola rahapitso no hivoa ny toe tsaina dia tsy mahagaga raha izao no toerana misy ny firenentsika , ny fomba finonan ny Malagasy an Atra hatr@ izay dia nariana raha vao natoron ny ny vazaha ilay baiboly, dia izao no iafarany, za tsy gaga ary tsy manome tsiny, mbola ela be io vao hiova,

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: jlambut...
Date: 30 juillet 2017 - 19:07

de mba hazavao kely ary ny fomba hanasiany puce ny olona e, oh hoe enao io na izaho, de mety hino ihany aho.
samy afaka miteny ze tiany sy tafavoakan vavany mantsy eto, fa mila porofoina ilay izy raha tiana hanaiky ny olona.


manarak zany, efa ela be le nolazaina hoe manakaiky ny farany ka iza ihany ary le izy. miha ratsy ny fiainana satria manakaiky ny farany efa ela io no notenenina, amzao mbola tenenina, ary sur aho fa mbola hahatratra ny am 2050 io teny io.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: jlambut...
Date: 30 juillet 2017 - 19:09

rehefa teraka ny zafikeliko , mbola sur za fa halaza be io teny io hampitahorana andry zalaha.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: kostyka
Date: 31 juillet 2017 - 14:48

Marina ny anao ry jlambut satria na ireo tena mamaky sy mpahay io boky io aza tsy mahafantatra vanin'andro.

Boky avy amin'andriamanitra ve tsy misy daty akory. Misy milaza hoe maty teo amin'ny faha 33 taonany i jesosy kanefa ambiny tsy misy daty dia ahoana.

Ny finoana ve no miteraka ilay boky sa ny fahitana ilay boky no niteraka finoana.

Satria raha tsy hita io boky io tsy nisy ny fivavahana kristiana

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: jlambut...
Date: 12 septembre 2017 - 06:15

ka io na voalohany na efa hofaramparany de ts de misy dikany fa resaka no betsaka. efa ela no niolazaina fa efa fanamparany fa hatram zao mbola io ihany isika io milaza fa farany zao. ka raha io resa pivavahana io amiko de natao entina hanaovana ny marina sy hatahorana an Atra ary indrindra hakana hery , fa ny ankoatra an zay de blaw be.
ka na farany io na volohany de manaova ny marina sy ny tsara hatrany de hiverina aminao ny tsra sy ny mahafinaritra.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: TSY MANAHY
Date: 12 septembre 2017 - 06:37

Ny gasy mafana fo dia tsy tena manaiky mihitsy hoe olombelona anie no naoratra io baiboly io eh, mitovy aminao, mitovy amiko ihany, fa satria nolazain ny mpanoratra hoe tenin Atra io, tonga dia misavona be daholo , samy mandika @ saimpantany, dia ny sasany lazainy fa ny fanahy no manoro azy ny tena dikany, tsy voaisa intsony ny intepétation ataon ndry zareo miseho mahay azy

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Mpiserana
Date: 12 septembre 2017 - 10:14

Jlambut...> Nisy documentaire t@ Canal sat alina mikasika io "puce" atao @ olona io.Andalam-pamolavolàna azy ny vazaha, eo @ sandry no hametahana azy, hono, ary resaka fanaraha-maso ny fahasalamàna no antony.

Hatraiza no hiafaràny? Tsisy mahalala.Tsy misy mahafantatra ny hiavian'ny farany, fa ny ahy ny ataoko dia ny miambina, izay ihany.

Dia samia fotsiny mitazona ny finoany sy izay hananany.

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 10:46

Mpiserana >> aza matahotra minoa fotsiny ihany

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: AvobenohoAndringitra
Date: 12 septembre 2017 - 15:02

Manaova rechereche sur moteur google hoe : puce RFID, fa ho afapo tanteraka ianao

Options: Répondre
Re: 666 : tena efa stade faraparany an!
Par: Avobenohonylanitra
Date: 12 septembre 2017 - 15:07

AvobenohoAndringitra >> tsy hanary antsika jésôsy faza manahy ry havana ao tompo

Options: Répondre


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg