Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: frite
Date: 09 août 2017 - 07:45

izay aleha rehetra dia frippe daholo, lasa mankaleo be na ny mijery azy, ao an-trano zany ny akanjo efa ho 2 koveta frippe daholo, mandany savony rano, otrany hoe lasa fitiavana te hisolo2 fotsiny sisa fa tsisy esthetique-ny tsony, lasa gaboraraka be ilay fidirany frippe eto amintsika! trop

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Njoun
Date: 09 août 2017 - 08:06

Ny fiainantsika mihitsy no efa lasa frippe

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: forcé
Date: 09 août 2017 - 08:17

ka lay fiainana mits anie no manery atsika hividy azy e! satry anie mba hanao vao2 fa tsy manana fahefa-mividy e! ny sakafo efa lafo, ny PPN tsy lazaina intsony dia frip no anakonana ny fahasahiranana e! mba metimety sy misolo2 akanjo sis fahafinaretana. 500 - 1000 - 5000 no vidina anie e!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: tripe
Date: 09 août 2017 - 11:34

ny savony mbola lafo noho lay akanjo. zao atao: mividy t-shirt 1000f ohatra dia refa maloto iny dia mande mividy hafa 1000f ndray dia soloina dia avela eo an-tsena lé maloto, dia ainsi de suite..

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: trope
Date: 09 août 2017 - 13:59

hahahaha latsaka be za am le tripe ty hahaha

fa savony 1 kosa mahasasa tee shirt 10 eee a

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: misy marina
Date: 09 août 2017 - 18:37

aleo kosa ho be ihany ny fripe eh, mba samy mitafy daholo, sady misy karazany betsaka, ao ny lafo sy ny mora be,
za aza nanambotra fiara indray mandeha izay, dia nitady chiffon, fa ny fripe mbola mora kokoa noho ny chiffon,

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Dondrona
Date: 09 août 2017 - 18:56

Aleo mihintsy eo ihany ny fripe e ,tena mahavonjy anie le izy e ,raisiko ohtra fotsiny ny sipa eto amin'ny tanàna misy anay ,miova akanjo foanry zareo isan'andro ary misy tena mbola varatra be an ,le sipa koa moa manja dia aoka fotisny e .

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: forcé
Date: 10 août 2017 - 08:27

aleo ho'aho hisy fa mba miova look ny sipa e! mba takona lay fahantran'ny gasy, fa raha te hitazona ny classe aloha dia ny fahaizana misafidy no tena secret e! fa ny tena mampme ko ry reto a mbola betsaka lay olona maloto akanjo nefa anie efa tena mora e na tee shirt aza mahazo 200.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: way
Date: 10 août 2017 - 09:38

zah lo de tena mankafy e.rhf andeha hiasa zany ah tena otran ren 1er dame ireny mihitsy cool smiley ataoko tsara pasoka tsara dia efa ao.mba mizesita kely rehefa sendran'le sipa mati-kambo any ampiasana ireny.zah aloha dia tena mitsimpona an'ireny 200 500 ireny e.misy tsara ian izy ireny fa saingy ngeza dia retailleko fotsn dia ao tsara.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: noway !
Date: 10 août 2017 - 12:31

fantatra foana ! tsy ilaina mi-zeste zany.... vao maika ihomehezan'ny oul anaty !

fa ny mpiara-miasa aminareo koa zany no vendrana !

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: flôpe
Date: 10 août 2017 - 12:34

Aza mijery sy mividy dia vita

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Ra-nen'tou
Date: 10 août 2017 - 12:46

Eny oa, nareo koh zany tampohany vao nahita fripy, 2 koveta??? f'angha mividy 200arx10 isaky ny mividy? Ny an'olona mividy 1 lafolafo eny Mahamasina, dia reefa afaka 3volana ndray vao mividy.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: way
Date: 10 août 2017 - 14:43

noway
Non non non.Nahoana moa zaho no hiomehezan'ny olona? nga zaho miboridana sa voritra akanjo? ny sasany tsy mba mahazo vaovao raha tsy isaky ny mba misy occasion fa ny ahy quand je veux.Tous les jours miova foana,koa iza izany no tokony hiomehezana @izany?modeliste ve no passion-ko dia tsy haiko ny hanafina hoe frippe n'retaillena ty?

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: $ongomby
Date: 10 août 2017 - 15:15

Fripy ve nama no hizestiavana le. Tsy manao fripy zany mihitsy zahay fa na le entan'ny zone le amidy @ sisiny reny na mampanjaitra. Sisam-bazaha nge na sisan-tsinoa reny fripy reny e. Sady misy aretina no mampahantra ny firenena.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: aizaaa
Date: 10 août 2017 - 17:05

lol b ko zan resaka zan.Ny mati-kambo marina no betsaka fa mety @zao ianareo no miakanjo milay fa nanomboka ny fahazazana h@ nahitana asa mbola nanao frippe daholo.raha tsy hisy hilaza indray hoe zahay efa deba mihitsy h@ zay na hoe zahay nge zanaka minisitra e!raha tsy n'frippe ianareo dia makaiza daholo izany ren frippe rehetra hafarana makaty Madagascar isan'andro ireny?le gasy hoa tena misy miseho milay mihitsy an!aza manambanimbany hoa fa mbola teo daholo no naka.mandainga izay mbola tsy nividy frippe.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: frite
Date: 10 août 2017 - 17:06

Nisy fotoana ny zanako nilazako hoe tony akanjo tony anie ef nanaovany vazaha e fa itako gaga be izy, sady niteny hoe f'angah reny tsy vao2 ry neny, battue ihany morale an'le zaza kay an!

Marina fa misy tsara ny frippe fa fantatra foana e! izaho manokana izaho efa miezaka mividy vao2

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: way
Date: 10 août 2017 - 17:19

Ny ahy aloha dia frippe ian e!20mille dia efa miteny fa raha vao2 izany tsy mahazo afa-tsy slip 1.Io koa anie mbola sasana fa tsy hoe vao azo tonga dia hanaovana e!35ans aho zaho fa toa mbola tsy niditra hopitaly t@ frippe zany.Sady tsy mitovy koa anie ny farim-pananana e! Mety manana ianareo dia miteny an'izany.hapanjaitra ianao mbola mandany 200mille farafakeliny nefa raha frippe ianao mety mbola mahazo h@ accessoire aza izany 200mille izany.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: rangotra
Date: 10 août 2017 - 18:06

way >> tena ts resak fari piainana le iz bain fa otran fitiavana fotsin tsotr zao a,,,,ny itako aza tô ny panakarena no tena mamel ny panao fripe satri maro ny sipakely bourgeoise sy madam bourgeoise aterna vam 4*4 metsena eo mamasina eo,,, fa nenaz kos lo le a partir 30.000 Ar ren no alainy e.sad ts manaik ra ts mameno arona sase 2(met nandany any @ 200.000 ar any mints iz zan).

ka choix io,, tsitako ze olana amle izy

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: beIapin
Date: 11 août 2017 - 10:47

ny vadiko, tompoko, dia tsy hividianako na asaiko mividy fripy mints satria :
- tsy sisan'olona no nangalako azy ho vady !!!!
>> akanjo efa nangetoran'olona v dia ho hanaovana rlé dondrona reto ????

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: way
Date: 11 août 2017 - 14:55

belapin
Dia boutique aiza ianareo no mandeha? YAS boutique,La city,CMH,sa starshop ao @Victoria plaza?

Zah aloha dia tsy m'exige zan e! rehefa mitafy aho dia izay.Mbola betsaka koa no hilana vola fa tsy akanjo fotsiny.Tsy misy hidiran'ny resaka vady mihitsy koa io.(hors sujet b belapin)

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: mimoune
Date: 11 août 2017 - 21:26

Ny akanon'ny vadiny tsy sisan'olona fa ilay vadiny no efa sisan'ny olona hihimortderiremortderiremortderiremortderire

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: banky
Date: 13 août 2017 - 15:58

ka tsy satry ve hanao vaovao fa ny vola tsy maharaka e, mbola ny sakafo sy hofatrano ary ny fianaran no laharampahamehana. Avy eo ny fitsaboana koa raha sanatroa marary mbola tantara be. Aleonay aloha vitaina fripy zay vitany e; sasana tsara sy pasohana de vita. avy eo ny vola anaovana zavavatra hafa. Izaya akanjo koa ve de hankarary na efa nanaovan'olona aza. tsy ny sinoa synthetique be ve no manahirana aza?

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: mpiadidy
Date: 13 août 2017 - 17:53

Ny Frip tsy mandoha douane,efa vita fifanarahana tamin'ny union européenne io satria efa fantatr'ireo fa banqueroute isika,iza no manabanky antsika?
raha tsy misy frip isika dia efa nitafy gony tahaka ny années 91,izay tsy namelan'i Radidy hiditra ny frip.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Ary
Date: 14 août 2017 - 09:14

Salut doly e
Io dray d samy manaNa n goutny sy fomba fisainany. Tsy hoe refa tsy tianao dia ratsy. 90% ola zao dia frip ary ts misy oe sahirana iany no mvidy frip fa na ola manambola aza refa tsy te iangitraingitra b am boutik lafo b iz na oe ts te ividy entana made in thailand be mpitovy be dia aleony fripy. Tsis kihana mits satriasamy manana ny choixny. Ref voasasa tsara sy voapapasoka iz d miala ny loto. Fa io mis boutik mseo enjana ary eto fa frip nef no alainy dia avy le mzesta b reny ievitra oe vaovao. Hahaa sasany tsara fotsn dia pasohany d oe 75 000 ar ono haha .
Tsy aleo ze hitanao fa tsar na aiza na aiza refa mety aminao s volanao dia vidina?ka aleo tsy manaratsy b fatany le frip ooo. Le ola te izesta sy complexee ary no itako somary mseo tsy tia frip fa ny olontsotra sy ny manambola modeste tsy manisy olana fa d frip refa tiany e !!!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: citoyen
Date: 14 août 2017 - 13:03

Marina fa maha-vonjy ny frip. Ary misy tokoa ny isan-katazany: ny tena tsara (Oh: ao Mahamasina) sy ilay 500 ar. Tsy ny fitafiana frip na tsia no asiako resaka eto : io miankina @ safidy sy ny fahefa-mividin'ny tsirairay. Fa teboka roa no tiako tsindrina:

- Jereo fa ny frip no mamèno ny tanana. Feno azy ny sisin-dalana, ny arabe... Mitombo isan'andro! Esplanade? frip! (t@ mbola nisokatra ny esplanade), arabe ampovoan'Analakely? frip! arabe anoloan'ny Lycée Rabearivelo? frip! Eo anoloan'ny pharmacie Toky, Sénat, Cité-Jardin? frip! Isotry, 67ha? frip ...ets,ets... Hatraiza hatraiza, frip! miteraka embouteillage. Mitaraina isika fa sempotra ny banana, eritrereto hoe miala ny fivarotana frip eraky ny arabe...

- Isaky ny quartier, feno grossistes frip. Affaire be mihitsy io fanafarana sy grossiste frip io! SADY MIDITRA TSY MANDOA TAXES NY FRIP!!! Iza no mahita tombon-tsoa voalohany?Maty ny zaitra eto an-toerana, maty ny industries textiles, tsy misy intsony izany mpanjaitra izany. Izany no nahatonga ny Filohan'i Rwanda handrara n'y fampidirana friperie . Dia jereo hoe iza no tezitra voalohany? tsy ny mpiakanjo ao an-toerana fa ny any ivelany!

Toy izany koa ny fitafiana sinoa, thaïlandais ... Miteraka embouteillage (Behoririka...), mamono ny asa-tanana eto an-toerana.

Mba mila fieritreretana!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: bezesta
Date: 14 août 2017 - 14:42

Fa ny tena mapme @le malagasy nge de le olona miseho mlay ts tia frip ren mts no tena tsy maharitra fa mitsiriritra ery mahita le blouson cuir ery Isotry ery.Lol.
Tena marina mts fa tena misy ren boutique ren maka anle frip lohany ren de sasany madio tsr de pasohany.Mody apetany @mannequin @zay dia vidianle be aingitraingitra lafo ery nefa zavtr notsipinina tery @frip tery ian.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: bling bling
Date: 14 août 2017 - 18:02

misy fahamarinany daolo resahantsika fa aleo ny vava no tsy atao be Ry tsy Tia frip isany fa refa Tena mahita sy Sendra ny entana tsara Tena ts maharitra fa mividy frip e. na ko ividianan ola dia nef aveo voasasa tsara sy voapasoka Tonga de oe milay be izy zan an!!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: frite
Date: 14 août 2017 - 18:13

marina mihitsy ny teniny citoyen, tsy ilay resaka choix koa anie no olana fa ilay fripe mihitsy no lasa makaleo be ny mijery azy eny an-dalana e! raha mba olona 1 sy sy 3 no mivarotra ilay frippe tena bonne fa izay alehanao rehetra frippe daholo hany ka lasa vulgaire!

manontany tena mihitsy ndray2 hoe fa lasa mpivarotra frippe daholo ve ny olona e? mba milazà hoe nareo arabe tsy ahitana frippe? vitsy ngamba!

manandanja mihitsy zao ny akanjo vao2 satria izay olona hitanao zao dia akanjo frippe daholo ny eny ankodiny fa raha vao mahita olona miakanjo vao2 ianao dia hafa mihitsy! ary ny akanjo vao2 tsy voatery lafo fa isika mihitsy no tsy mividy, marina ny teniny ao ambony hoe mahamasina anie ka lafo e!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: lafo
Date: 15 août 2017 - 14:49

Zah aloha dia aleko misafidy frip e!ts tiko mts ny manao ireny akanjo sinoa ren.Sad synthetique be ny akamaroan'ny lambany.@le mankarary oditra degany be.Sady le vaovao koa otran lasa fozaorana be zan! mba jereo ange eny behoririka e,mitovy daholo ny entana hamidin'ny olona eny.Izay ts manana no manenina ka lasa foza be na dia lamaody aza.Eny @frip mba le tsy be mpanana fa ra vaovao tena otran we be fenarana raha misy manana mitovy @nao ao ampiasana!Tsy tiko ka!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: tripe
Date: 16 août 2017 - 10:22

Na friperie na vaovao made in France na made in Thailand, io arakarak'enao mitondra azy, ny bika,ny gôut, ny fahaizana mihaingo.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Delivrance
Date: 16 août 2017 - 13:41

sady ireny ange ry zareo no mahatonga ny firenentsika mikoroso fahana sy be devoly ohatrzao e! rehefa manao purification ny vazaha de ariany daholo izay heveriny fa mety misy asan'ny devoly sy ny ozona rehetra dia isika no mitaty ny haratsiana rehetra

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: az apdirna
Date: 16 août 2017 - 14:06

Tsy hitako ze hidiran'ny devoly @zan.Dia ahoana zan ny hevitrao koa @ren olona manome akanjo hoan'ny sahirana ireny? manary ny ozona sy ny devoly any @ireo olona sahirana koa izany ireo mpanao asa soa ireo?

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: akapoyamvatonylo
Date: 17 août 2017 - 22:52

Ka rehefa leo nareo mijery frip re dia aza mijery, aza mifandrombaka, aza mierika kerika fa ny lalanareo zorina, raha mbola tsy ampy re dia akapoy @ vato ny lohanareo e!!!maka lagy @ tsisy dikany nareo sasantsasany vitsy dia vitsy eto!!!!!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: zah malagasy
Date: 18 août 2017 - 14:20

Gasy mbola tena azo ato hoe tsy mbola tafavoaka mts.ts omena tsiny raha fripe no mameno ny tanana satria reny no be mpanjifa par rapport @vaovao.500AR dia efa mitafy,tsy hitako izay olana.Tsy aleo ve mijery hoe mba betsaka ny mpivarotra fripe dia mba mihena ny mpirenireny fotsiny.Ataovy ao an-tsaina fotsiny hoe raha foanana ny fripe dia betsaka indray ny tsy hitafy satria ny akamaroan'ny vahoaka Malagasy dia mbola mitrongo vao homana daholo.tsy takatry ny sarambabem-bahoaka ny vaovao.Mbola betsaka ny sahirana ka amiko tsy mampaninona ahy mihitsy na feno fripe aza ny tanety satria mahavonjy ny sasany.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Tsy hitako mihitsy
Date: 18 août 2017 - 17:57

Lany andro @ zany koa reto nareo ka. Ny any andafy koa anie feno ny fripy e ! Tsy ny banlieu fa Paris mihitsy. Ny azy indray anaty magazay mitandahatra am magazay lehibe sy de marque, misy sokajiny dia arak zay koa ny vidiny.
Euuuh mety misy mahita tokoa ianao miditra am zany magazay izany fa tsy ilay iray mihaja eo akaikiny, fa ny olona malalatsaina tsy miady resaka am zay safidin ny hafa sy ny fahefa mividiny any.

Ny toetsain ny samy mahantra mifanebaka ihany no ahenoina an zany. Otran ilay hoe vaviantitra mitaninandro d inn no tohiny ?

Misy ny eny am tany malalaka ohatran ny eny ambodin isotry reny "puces" hoy ny fiantso azy, feno parasy ngamba tam fotoany.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: pilaza
Date: 21 août 2017 - 09:01

Tsy hitako mihitsy
otran tena tsy mazava amiko mts ilay tianao hambara marina an!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: mamakafaka
Date: 29 août 2017 - 15:22

frite :

vao maika aza izany tsara koa! afaka miakanjo na ny mahantra aza..

gaga aho, fa kay mahazo T-shirt fripy ny 500 sy ny 1000 ar gratte

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: $ongomby
Date: 29 août 2017 - 15:46

mamakafaka /// Tsy haiko hoe inona no fakafakainareo. Izao aloha mbola mahavidy akanjo ny 500, fa miha-mahantra foana ny firenena. Farany na voro-kitsay aza tsy ho voavidy intsony. Sa zay le tanjona tetehina @ fampidirana fripy? Akanjo efa zôridira avy any ivelany ange reny e. Sady mamono ny orinasa eto an-toerana. Tsy maintsy ho 4'mi ihany zany ny 99% ny vahoaka.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Rantepao
Date: 29 août 2017 - 16:15

Ka raha mbola mitohy mividy friperie nareo dia tsy hisy orinasa malagasy mpanao akanjo hisondrotra sy hivoatra mihintsy eto.
Tsy aleo ve mba manana hambom-po fa handany vola ihany dia ny sisan'olona no alaina??

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: mamakafaka
Date: 29 août 2017 - 16:21

... ka ny vahoaka ane tsy maharaka an'ilay politika e...

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Rantepao
Date: 29 août 2017 - 16:24

Ka vahoaka fahanana fivavahana, télé réalité sy facebook dia tsy mba mieritreritra intsony fa kadradraka be eo!!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Njoun.
Date: 29 août 2017 - 18:11

Ka governemanta aza eto fripy ko

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: ary
Date: 29 août 2017 - 20:04

ka raha oe ividy entana vita Malagasy ko mo maninn . mb mifampitsinjo malagasy fa ra mbol ho an sinou sy Thailand kosa ts aleo frip sady takatra ?

ra bdb mpivarotra frip , iza no tsar manome Asa Ola bdb sy mampiakanjo gasy bdb sa mvidy sinou s Thailand d le bdb retsy tsis minakanina sy miakanjo. 🤔🤔.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: citoyen
Date: 30 août 2017 - 08:04

Ho an' ny toekarena malagasy, mitovy ihany na entana sinoa/ thaïlandais na friperie: samy vahiny no mpanafatra, samy gasy madinika no mpivarotra amoron-dalana, samy gasy ilay mpividy. Ny mpanelanelana (grossistes..) no tsy fantatro. Ny mpivarotra fripes lafo (Oh: Mahamasina), sy ny magasins mivarotra akanjo sinoa tsara (Oh: Avance Center) no gasy.
Ny iraisan'ireo dia samy tsy miainga avy eto an-toerana. (Importations = devises). Maty ny industries textiles sy ny fambolena akora (very ny asa). Maty ny asa-tanana (mpanjaitra tsotra sy mpanjaitra lamaody).
Mba tokony hitsinjo ny ampitso!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: citoyen
Date: 30 août 2017 - 08:30

up

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: vam frippe
Date: 30 août 2017 - 10:46

Oh ry miavonavona isany!!!

Ianareo izany tsy manana tomobil okazion europe asie arabie sns?

Mampiomehy iray trano! sisan'olona koa anie ireny e!

Miantsena any amin'ny grande surface? sisam-bazaha daholo koa anie satria efa ho lany daty doly e!

hahaha

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: zah malagasy
Date: 30 août 2017 - 15:26

vam frippe>tena marina mihtsy ny anao!

Raha tiana ho fohanana ilay frippe dia tokony ny mpivarotra vita malagasy no mieritreritra sy mandinika voalohany satria lafo loatra!Mandehana ianareo manontany akanjo vita gasy ery @pochard.tsy latsaky ny 5000Ar ny iray.mbola prix de gros ary izany.vao maika hoe singany!

Vao tsy ela aho izao no nividy akanjo vita malagasy ilay misy peta-kofehy ireny satria nanafatra ny zanako any an-dafy.fa tena tsy latsaka ny 150mille ny ensemble ankizy kely iray.ny lamba latabatra misy peta-kofehy ireny moa tena tsy nahamenatra an'zareo mihitsy ny niteny hoe 425mille.

Ny akanjo vita zone ery analakeky sy tsaralalana moa tsy lazaina intsony.tsy miteny raha tsy 75-125-150mille.

Mahamenatra!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: citoyen
Date: 30 août 2017 - 16:23

Nanapa-kevitra ny filohan'i Rwanda, fa handrara ny importation friperie. (Marihina fa tany niatrika guerre civile t@ 30 taona lasa i Rwanda, kanefa ankehitriny efa miala @ fahantrana). Safidy politika io: na ny mpanafatra entana no ampiana (marihina fa tsy mandoa taxe d'importation ny fripe) , na ny industries sy asa-tanana eto an-toerana no ampiana-tosika!
Misy mimenomenona eto hoe: lafo ny tao-Zavatta malagasy: 150 000 fmg ny ensemble ankizy . Avadiho euros . Manome 8,5 €. Misy akanjo azon'ny 8,5 € ve any Europe? (marihina fa misy mivarotra 30 ou 40 € io rehefa tonga any ivelany.). Marina fa vidianao 450 000 ny nappe de table tsara tarehy ireny, fa eritrereto hoe asa firy ora no nahavitana ireny? mikarama ohatrinona ny mpanao peta-kofehy malagasy? Tsy adalan'ny vahiny ny mividy azy ireny.
Mahagaga fa raha vao produits malagasy dia lazaintsika fa lafo foana! Kanefa tena affaire be ho an'ny gasy na vahiny manangona azy ireny ary mivarotra any ivelany!
Tokony mba arovana ny industries sy asa-tanana malagasy. Manome asa ny malagasy.
Tsy mitsahatra mimenomenona isika mahita ireo mpivarotra amoron-dalana izay ny ankabeazany mpivarotra fripe; ary raha mba avadika any @ industries sy artisanat indray ireny olona ireny?
Ny produits zone franche vidianao équivalent 4,5 € ao Tsaralalana, asiana marque "Camaieu" na "Celio" dia tsy latsaky ny 30/35€. Mbola sehatra manome asa ny tanora malagasy koa ireny zone franche ireny!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: banky
Date: 30 août 2017 - 16:49

citoyen> marina koa io point de vue-nao io. raha tsy te hivaky loha sy tsy mijery lavitra de zay ny raisonnement, io no mora, hihihi. za ao anatiny.

Tokony misy secteur maro2 miaramientana dia ahena tsikely2 ny fampidirana fripy fa mandany devise. Mba manao asa matotra ny mpanao asa tanana ohatra, fôpla anie ry reto ny zaitra vita gasy e, tsy manaraka pointure, avy de rovitra, petatoko.
De tokony mba tsy atao mafy ady be koa ny gasy de mahazaka mividy lafo2 kely kokoa noho ny fripy, ny ankamaroany mandray 1million 5 cent na 2million, ny vary 10mille francs, de aiza no tsy hividy afa-tsy akanjo fripy?

Mila economiste mifantoka tsara ngamba hanatsarana ny système eto

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: zah malagasy
Date: 30 août 2017 - 17:22

Ka zay anie no mahavoa atsika gasy e!mimenomenona hoe be loatra ny frippe e,mampahantra e.Mhatsapa izany koa maninona raha mba hampidinina ho takatry ny sarambabem-bahoaka ilay izy dia mihena ny frippe miditra satria efa mora ny vaovao!

Ny fahalafosan'ny vaovao anie no mampirongatra ny frippe e!
Ataovy hoe tsy misy intsony ary ny frippe,dia ny vaovao siasa no misy (75-125-150mille) dia alaivo sary an-tsaina ireo olona maro anaka,ireo mitrongo vao homana,ireo tsy an'asa,ireo sahirana ery Andralanitra,ireo olona manana fahasembanana ka tsy afka ny hiasa,sns...hiboridana izany ireo?sa hitafy gony?sa hiandry mpanao asa soa vao hiakanjo?

Mba mandiniha ihany aloha vao manatsatso ilay zavatra fa ny saranga tsy mitovy!

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg