Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: citoyen
Date: 30 août 2017 - 17:31

banky<<< Marina daholo ireo voalazanao ireo fa teboka iray no ho valiako. Tena marina fa matetika ratsy kalitao ny asa-tanana malagasy ; ary izay no mahatonga ankehitriny ny industriels sy ny mpanao asan-tanana mba te-hiezaka , tsy mampiasa intsony ny teny hoe "vita gasy" fa nosoloiny hoe "vita malagasy". Efa miezaka hanofana ny Ministère de l'artisanat, fa mila ezaka mafy dia mafy! Afaka mahavita tsara ny mpanao asa-tanana malagasy(raha jerentsika ireo ifandrombahan'ny vahiny!).
Mifampiankina ny fisian'ny asa, ny fahafaha-mividy, ny fivelaran'ny orin'asa... Fa mila safidy io!!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: manenjikisa
Date: 30 août 2017 - 18:56

Ratsy daholo na dia ifandrombahan'ny vahiny aza. Ny touristes anie dia TSY MAINTSY olona taitaitra fotsiny vetivety eo eh ! Vao tonga any aminy izy dia poubelle ny ankabetsahan'ny zavatra entiny !

Tsara aloha rehefa misy hoe mba hanofana ny ministera. Fa à quelle qualité de formation ? Sao mantsy indray anarana fotsiny hoe, hisy fiofanana hono eh... hisy fiofanana eh ! Mety ho ny eo ihany no eo, fa ny olona hofanina fotsiny no nitombo isa.

Ka eritrereto ihany ry gasy milaza fa hanofana ! Mba tsy ho hanenjik'isa fotsiny, na hoe anarana fotsiny !

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 05 septembre 2017 - 13:05

de aiza hono ny indostria mpikira lamba eto @ tsika amin'io? izay misy matin'ny fripy, ny fahaiza-manao tsy ho avy mandrakizay. matin'le toe-tsaina gasy oe io no mora, nefa raha miroborobo ny orinasa GASY mpanjaitra lamba mba samy hahita tombony eo daoly. ny GASY ho'aho de vendrapiro fona. imenomenona eo ndray zao ny mpividy slipy sy soutien fripy a io ary io ary

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: de
Date: 05 septembre 2017 - 14:59

gilabe>ka hentano ary ny mpanjaitra gasy mba hampidina 500ar 1000ar ny akanjo amidiny dia tsy miditra @fripy tsony e!teneno izy hoe aza atao 75mille tsony hoe vao mahazo dia @zay mifampitsinjo isika hoe.

Raha mahavidy akanjo kosa ve 500ar 1000ar tsy aleo ve mitafy mba hanafenana ny fahantrana.raha fohanana ny fripy tsy vao maika miharihary ny fahantrana?hiboridana daholo angamba sa hitafy sachet?

ny mpanjaitra gasy mantsy tsy te ahalala fa hoe tian'ny vahiny ny asa-tanany dia atao lafo be ery ilay izy.

zao aza mify fripy mpifaninana aminy jereo ty vidiny lafo be otran inona vao maika hoe fohanana ny fripy...ngamba dia tsy hitafy intsony raha tsy 175-250mille!


aty le fripy e,aty le fripy e...avia fa teo daholo ny olona no naka e,na ireo mpanakiana aza nilatsaka rarakivy nahita blouson cuir sy kiraro fripy vrai marque e..
h@ fiara fripy aza hifandrombahana fa tsy misy mahavidy vaovao e...bonne ocany e..bonne ocany e..

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 06 septembre 2017 - 12:02

ka refa miteny ny commerce hoe tsy azo ampidirina aty ny fripe de miezaka miroborobo ny asa eto e. misy zone franche eto, ary ny zone franche manana obligation hivarotra ampahany @ tsena ato anatiny. ka refa itany fa mir(j)oboka mividy zone daoly ny kill de tsy maintsy itedavany fika io apitomboany ny volume amidiny eto. faharoa, ny mpiasan'ny zone afaka manao investissement idirany eo @ sehatra raha manamora ny paikany rafanja. fahatelo, efa misy ireo mpanjaitra milibandy taloha afaka manatsara kely ny entany de vidian'ny kill. faha efatra, efa bobaka ny sinoa sy tailandy, azo joloana tsara tsisy bedy. saingy mila CQ milay alohan'ny idirany eto. fa vonona @ zany ve ry belapoaly sy ny kravaty manga? entre pa, 10 000 ar defa maazo kravaty manga a.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Ary
Date: 06 septembre 2017 - 12:49

Ono oa Ry gilabe, ny akanjonao mo zan vaovao be daolo, dia rehefa Leo Leo enao, na te iova, na oe efa ts azoazonao tsoun le izy dia atao aoana, Tonga dia dorana ???

satry ze ts Tia manao sisa n olona mo zany dia ts Tia manome ko fa aleo dorana toy zay ho an sahirana.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: citoyen
Date: 06 septembre 2017 - 13:26

Ary<< efa tena tsy azonao ny resaka farany eto. Efa tsy tsara sa ratsy ny friperie no resak'i "gilabe" fa : atao ahoana ny ampivelatra ny orin'asa sy asa-tanana mikirakira lamba eto Madagascar.Efa manolotra vaha-olana izy, izay mba tokony dinihana eto, fa tsy faly manenjika fotsiny.
Izao isika faly mahita friperie, mora, misy isafidianana, misy asa ho an'ny mpivarotra sy ny grossistes sy ny mpanafatra.... Fa rahampitso? Hamoaka devises foana? Tsy hisy asa-famokarana mihitsy? Hijanona ho mpivarotra amoron-dalana foana ny malagasy?...ets.. Tsy mba hisy orin'asa mihitsy na foto-drafitrasa eto an-toerana?

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Mpiserana
Date: 06 septembre 2017 - 13:53

Ny an'ny gasy kosa aloha "vorona azon'adala" ilay varotra friperie e. Aiza koa isaky ny vaza-mototra rehetra izao ahitàna lamba miantona,heverina hoe lamba mihahy, hay fripes!

Tsy hanomeza-tsiny ihany anefa fa mahavonjy: ny tsy manan'asa mahita fidiram-bola, moa ny vahoaka mahita ho tafiana @ vidiny sahaza ny fahefa-mividiny avy.

Resaka famokarana: Ny politika fampandrosoana ny firenena no tsy mamely.Fiantraikan'ny tsy fahaza-mitantana daholo izao.Ny sinoa manan-karena @ made in China sy made in Thaïland, ny Karana manan-karena @ "vente en gros friperies".Ny mpitondra matavy @ ekôlazy.

Tsy mba notarihina sy nampiana ny mpanao asa-tànana malagasy hamokatra kalitao tsara fa tsy mionona @ zara fa vita sy ny "zaitra an-tsena". Ny fitafiako kosa aloha tiako raha mba tsara zaitra e.Misy ny mpivaro-damba sy mpanjaitra fa nihena ny fahefa-mividin'ny olona dia tsy takatra intsony.Ahoana no tsy ampiroborobo ny fripy: 500ar dia mahazo t-shirt.

Ohatran'ny zavatra rehetra tsy mandeha @ laoniny io, mahazo mimenomenona fa akory atao??

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 07 septembre 2017 - 10:54

tsy mety @ toe-tsaiko ny mampiasa fripin-javatra fa tsy mampivoatra. niainako mihitsy io. refa mividy vaovao ianao de miezaka mafy hahatakatra vaovao fa tsy oe mora d'efa maazo de tsy hiasa mafy. nampiasa fiara fripy aho, nitafy fripy, fa refa niezaka niala t@ fahazaran-dratsy de niova hatr@ fiainako.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: soyons réaliste
Date: 07 septembre 2017 - 13:07

gilabe> 3% -n'ny vahoaka malagasy manan safidy ianao. 150mille ar anie ny SMIG ramose e. Ary ny fonctionnaire nahavita fianarana 700 na 800 mille ar eo no raisiny, de asory ny sakafo sy ny hofantrano ary écolage. Sa hanao "kata tokana"?

Sahirana mafy ny orinasa mpanodina lamba eto amintsika fa exportation no tena iveloman'ny orinasa. Tsy mahavidy lamba ny gasy. Za perso zao mahay manjaitra fa lafo masonkarena be dia aleoko manao fripy sauf oe ndray2.

Ny zone franche koa dia misy facilité ho azy ny fanondranany entana fa tsy oe ozinina be hanjaitra fotsiny. Mi-coince reo raha ny consommation locale no andrasana.

Miombonkevitra @ etsy ambony a oe secteur maro2 no miaramihetsika miandalana, ahena progressivement ny fidiran'ny fripy. zay io vao tafa fa tsy oe za ho be hambompo.

Ny a zao ny fiara fripy, fa manana 2 aho, ary sure fa tsy ahavidy 1 vao2. Ny boky koa eny ambohijatovo a no mividy satria 10 mille ariary eny, nefa ny vao2 45mille na 52mille ariary. Ny sakafo ihany sisa tsy fripy.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: beIapin
Date: 07 septembre 2017 - 13:11

soyons realiste << ny vadin-tena kou zany fripy ?????

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: soyons réaliste
Date: 07 septembre 2017 - 14:08

enao ngah mo tsy fripy ry belapin chéri? Rajao aza prezidah i mananasy efa fripy koa.

hadino: rehefa mandeha airmad koa dia avion fripy

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: beIapin
Date: 07 septembre 2017 - 14:27

soyons réaliste << kou maninn tsy atao maromaro kou ny vady rhf fripy ihany ????
- sa "vadi tokana" sahala ny slipy ihany ????
>> tsssss !!!!!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: pelabin
Date: 07 septembre 2017 - 15:22

voangy mananasy fripin'i lejao aza tedavin'lah petafana koh eo no oay a oay eo,tsss

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: soyons réaliste
Date: 08 septembre 2017 - 10:50

hahah, voako ndray belaps, hahaha

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 08 septembre 2017 - 14:08

ka endraso eo zany ny karama kely isam-bolana ko. izahay tsy mahandry an'zany donc afaka mi-dépasser ny mpitsindroka fripy koa refa hiantsena. ny karama isam-bolana eo, fa ny an-jamaha tsy azo avela e, sa izahay irery no afaka manao anjamaha fa nareo vendrapiro?

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: soyons réaliste
Date: 09 septembre 2017 - 05:00

zay aza tsy marary fo fa revenay ny fiainana amle fripy ka tsy hitako zay mankarary an-doha an'i Gila, hahaha. Vazivazy zany fa andana teneno ireo malagasy bobaka be tsy manana choix e, laza azy oe misy fika mahabe vola be any aminareo. Raha mahavita an'izay ianao vao tena grand

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: ary
Date: 09 septembre 2017 - 21:15

soyons realiste> sure mihitsy e eeeeee!!!!

Tena tsara raha atsaraina ny vita Malagasy Ary, ieny manaiky za dia lasa oatrinon ny vidiny ? dia iza ihany no afaka mividy ?? tsy hita fa zay ne Ry gilabe tsy patron b otranao eee,

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: de
Date: 11 septembre 2017 - 09:18

gilabe>ny olona rehetra tsy mitovy aminao ry gila ah.mpiasan'ny douane ve ouz enw ary dia hitovy @mpiasan'ny zone?mba hataovy ihany hoa le kajy2 fa aza eto no miseho milay mampidera ny harena eo.takatrao tsy takatry ny olona sasany,voavidinao tsy voavidin'ny sasany.ka aza dia hambanimbaniana ilay fripe fa mbola io aloha no mahavonjy ny madinika sy ny sahirana fa aminareo ilay prix vao2 anie tsy olana satria nareo patron e..dia zay no mahatonga anareo manambanimbany ilay fripe..tsy mahalala afa-tsy ny tenanareo ihany.zay le mahavoa ny olona raha vao mba misandratra sy tafarina kely eo @fiainana!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 11 septembre 2017 - 10:07

tsotra be re zany a: mifohaza maraina de ampitomboy ny activites. refa tsy mety aminao ny manao boton'olona any @ zone satria kely vola, de manokafa zone satria enao efa maay manjaitra. raha tsy mety aminao ny mivarotra anana de miezaha manokatra supermarché ana anana sy légume. tsy voatery manompo olona vao tafa. ampiasao ny loha f'aza atao fitoerantsatroka fotsiny

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: de
Date: 11 septembre 2017 - 10:21

gilabe>ka omeo fond ary ny madinika hanaovana izany e!
omeko ohatra mpiasan'ny zone ianao,raha karama 800mille:
-ecolazy zaza 2:300mille
-hofa-trano:250mille
-frais 1mois:110mille
-sakafo:140mille-->mbola sakafo atao hoe 2semaine fotsiny aza io.

dia aiza @reo ny vola hanokafana supermarchE sy materiel hoentina hietsika raha hanokatra zone araka ilay voalazanao?sa misy mizara vola le @4 maraina?

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 11 septembre 2017 - 11:50

betsaka iany zay itako nivarotra atody akoho lasa nanokatra ferme akoho panatody lava izay. ka vitan'ny hafa ve tsy ho vitan'ny zone, sa nenareo ny atidoha zvt hafa ny ao fa ny an'ny sasany no tena atidoha

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: de
Date: 11 septembre 2017 - 13:14

gilabe>ny anao zavatra ety ivelany no hitanao dia iny no hoentinao hitsarana ilay zavatra.fa tsy mba ao an-dohanano ny source nihaviany.

Mbola tsy voavalinao anie ilay fanontaniako hoe aiza hoaiza @io karama io no hoentina mihetsika hanokafana zone sy supermarchE?

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 11 septembre 2017 - 13:45

f'iza no niteny taminao fa hamaly an'ity fanontaniana vomanga be anao ty no ankanesako eto? tony tena gasy vendrana tsy mahalala afa tsy ny eo @ bonton'orony mihitsy. matoa vitan'ny hafa ranona tokony ho vitanao a. itony zao le nihevitra fa hanateran'i le8 4L eo tokoa refa niteny an'izay izy. vendrapiro.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: de
Date: 11 septembre 2017 - 14:06

gilabe>toa tsy mahazaka leretsy eee...raha enw no vahiny @tele tena hasiana securte mts fa mahavita manimba ny plateau an'olona!hahaha...ary enw io nga tsy Gasy mese?sa vazaha taratasy?huhuhu...zao ny atao hoe olona tsy mahazaka debat.. smiling bouncing smiley io

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: de
Date: 11 septembre 2017 - 14:07

gila loatra ka tsy mahita lavitra..hahaha mortderire io

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: rabelapoaly
Date: 11 septembre 2017 - 14:13

manimba ny gasy ny fripy. tohanako mihitsy ny hevitr'i gilabe io, miezaka de mahavita tsy mitafy fripy e. zahay zao thailand, chine premier choix mlay sady tsy lafo

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: rasotrobe
Date: 11 septembre 2017 - 14:17

dia aiza le resaka industrie eto Dago @zany?ko tsy mitovy ihany ve ny fripe sy ny vita chine sy thailand?samy nafarana ary samy tsy manome vahana ny vita malagasy!

ka aza be zesta eo fa samy nafarana sy mampahantra daholo na fripe na thailand!!!
Samy tsy misy manome vahana ny indostria eto mada daholo ireo tompoko ooo!!!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: mapmebe
Date: 11 septembre 2017 - 14:30

akanjo vita sinoa avy dia hita hizestiavana.na ny maheno anle we made in china aza toa mahamenatra nefa dia hisehoan'ny sasany milay mihitsy le izy.koa tsy ndeh hizesta @kojakoja vita sinoa koa raha izany.aleo jerem-potsiny ny vita palissandre sy hazo ala satria vita malagasy reny.
mampme be wa le toe-tsaina te hisongadina!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 14:36

mapmebe >> ndao hiraka ény atséna sika éntséna fripy !!!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: mapmebe
Date: 11 septembre 2017 - 14:42

Avobenohonylanitra>aleo rapitso fa tsena rapitso e!

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 14:44

mapmebe >> okok, fza rariva défa haka zay azoko lony éo analakely, avéo za mbatra ény anosy maka bisy, za zao vao nahazo loubaka maintso tsara taré, misy étina mvavaka am tapabolana, tsy poince am lahady fa tsisy ftôna hanasana lamba za

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Nasoa
Date: 13 septembre 2017 - 09:47

Za mividy akanjo fripe fa tena mifidifidy be. Lasa mankaleo tokoa satria ny ankamaroany dia fripe sinoa fa tsy ahitana ilay marika eoropeana malaza intsony.Misy @ ireny aza anie dia akanjo efa nanaovan'oul teto an-toerana iany e, raha mijery gazety ianareo dia maro ireo mpividy entana tonta toy ny akanjo, kiraro, poketra,entana efa 2 gony 5000ar fotsiny no ividianany azy, koa ataony aona moa ireny fa tsy averiny amidy ahantona toy ny fripy iany, normal raha misy ilay akanjona 200ar.

Ho an'ireo mpividy @ boutika koa, mailo ihany fa misy maka entana eny @ fripe iany ireny dia sasany tsara na alefany presing mitsy aza aloua, nef amidiny efa ho avo 10 heny.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 13 septembre 2017 - 10:56

ary ho anay mividy sy manafatra any eoropa manao ahoana ny famailoana tokony raisina ...

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: Mpiserana
Date: 13 septembre 2017 - 11:32

gilabe> Aza laroina zesta sy avonavona ilay izy fa samy manana ny fari-piainany ny olona e. Misaora ianao ny Tompo fa nomeny saina sy hery afaka nanatsara ny fiananao. Misy mbola eo andalam-piezahana, misy ny mbola tsy tafa noho ny antony maro. Ary tsarovy fa kodiaran-tsarety ny fiainana!

Raisina ny fampianaranao, misaotra, fa na dia izany aza mbola tena miaina ao anaty fahantràna ny 90%'ny malagasy tsy hahatakatra hividy fitafiana lafo sy "importés" avy any Europe. Ary tena tsy manam-pidiny indraindray anaovan'ireto mpiotndra vorika ireto.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: gilabe
Date: 13 septembre 2017 - 11:46

teto anie betsaka ny niseho nilay naongan'olona nefa avy eo lasa faralahiny e. betsaka ny nanao fety teo ambony ranomasom-bahoaka satria nalavo ny hany tokana mba niezaka KELY nanao izay vitany hifehezana ny fahatram-bahoaka. tsy kivy ny manam-panahy satria kodiaran-tsarety io. patsa indray mahandro no niavonana ho tsy orin-daoka. nankaiza izy ireny ankehitriny? ireo efa milahatra @ betsaka ireo ny ankabeazany. aleo ataonay mintsy aloha satria ny anay atidoha no ahodina fa tsy alahelon-kanina e

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: shopping
Date: 13 septembre 2017 - 11:54

nena ndray tsy mampanina ana, any ary no tena ahitako akanjo tsara sy originale, fa lé behoririka lo dé tsy mety amiko oe, boutique rehefa misy occasion.

ra oatra anao shopping zao za: dé 500.000fmg ny volako dé ra ho an boutique na behoririka dé mety zavatra ray na roa na telo fotsiny no azoko, fa ra manD mijery tsena lakamisy zao za dé mitondra arona sachet 2 na 3 telo eo mody.

Options: Répondre
Re: Lasa makaleo be ny mijery frippe
Par: pipine
Date: 18 septembre 2017 - 08:58

gilabe:mamaky my msg-nao rht aho fa tsy misy hafa-tsy fanindriana sy fizahozahoana no betsaka!zah zao securite no asako,karama 750mille.tokony izaho zan no hanam-bola sy hana-karena indrindra raha ny theorie-nao no raisina.zah sady miasa mparain'ny andro.mbola miasa koa journE.2jrs par semaine no mba mahazo repos.dia ahoana indray ny fanazavanao izany?sa mbola hanindry koa?tsy omeko tsiny aloha raha tsy ho tafarina Gasikara e,jereo ary ty vahoaka mifandetika sy mifanindry koa inona no fandrosoana ho hita eo?ny manana mihevitra ny tenanay tsy ho azon'ny aloka dia manindry ny vahoaka kely madinika.

raha ianao no mpitondra tena sahy m'garantie aho fa ho pire noho izao ny fiainana.tsy manome lanjany ny eto Gasikara fa mbola ny any ivelany no himatimatesana!!!!

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg