Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2
Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: bizarrr
Date: 10 août 2017 - 17:23

Misy zavatra hafahafa voatsikarotro @ tenako, misy mitovy amiko ve ary inona ny filaza ilay toetrako.

Izaho rehefa misy olona mifamaly amiko, na nanao ratsy tamiko ka hananako alahelo be surtout nandatsahako ranomaso mihitsy dia misy zavatra mahazo ilay olona aoriana kely ao ary efa maro2 zay! zao izaho vao manomboka tonga saina

Santionany:

- sendra nifamaly izaho sy ilay namako ary tena nalahelo aho nony nataony (bevohoka tampoka izy, nanala zaza, saika nanaraka mb@ ainy, zao izy niteraka tsy manambady)

- ramatoa tompona societe, za niasa tao aminy, be fialonana be tsisy otrizany izy hany noroasiny tao izaho (nikatona ny societe-ny)

- havana akaiky tsy nakasitraka nanambadiako ny vadiko, nataony fon izay hisarahanay mivady (narary mafy taty aoriana ary niafara t@ fahafatesany)

- rangah nanao vavabe tamiko tao ampesana nefa izaho nitondra vohoka, nalahelo mafy zaho t@zay (nigadra izy fa nisy zavatra nahatratrarana azy ary dia niala t@ toerany mihitsy)

- izaho ndray zao misy vhv zay ko sendra nifamaly tamiko fa tsy tiany hono ny zanakay milalao eo antokotaniny, izaho izy marary mafy ary evacue-na any andafy mihitsy vao ho vita ny fitsaboana

- misy havana akaiky @ zao fotoana zao, hainareo ihany ny havana bebe fialonana rehefa mba itany tafakatra ianao, dia tsy miresaka aminao izy, mihatsaravelatsihy, ary ef nisy fotoana nifamaly be zahay (marary zao ny zanany ao @ hopitaly) tena matahotra za hoe so de ahoana ny tohiny nefa vo zaza menavava

Mbola santionany fotsiny reo! misy azo ambara ve @ zany sa hoe coincidence daholo!

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: normal
Date: 10 août 2017 - 17:34

Normal nge zan eh!Mpanozon'olona gaigy lahy ianao.Aza manontany akory.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: bizarrr
Date: 10 août 2017 - 17:52

Tsia tompoko, tena ao Andriamanitra mahita fa malahelo fotsiny izaho dia miala fa tsy ilay genren'olona hoe ndao fa ifankahita tsika na hoe matesa...na tsy haiko e, sanatria mbola tsy nahavoaka vava an'zany izaho.

Ary mahagaga anefa rehefa izahay sy ny vadiko no mifamaly tsy maninona mihitsy ny vadiko


Ary raha ndeha ary atao hoe manozona aho dia mandaitra ngah zany, miafara fahafatesan'olona mihitsy ve?

Manahy mafy ilay zanak'olona aho @ zao fotoana zao, nefa tsisy azoko atao, tsy haiko ho sakanana izay hiseho! tokony inona ny ataoko?

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: matahotra b
Date: 10 août 2017 - 18:25

bizarr>>>>

fa ianao io ve izany izao tsy mba anisan ny hiaran ny tsy mety ataon ny mpanao kolikoly, ny mpandroba firenena sns, sa tsy malahelo ianao, na dia @ ireto mpidongy ny tanindrazan ny malagasy ireto fotsiny aza? ireo mantsy toa tsy dia hitako lotra izay mahazo azy fa toa ilay olona vitsivitsy mba diso teo @ manodidina anao ity no toa mitondra fiasana goavana.

Ary raha ny tokony ho izy toa tsy tokony hamaly ratsy ny ratsy, angamba tsy ianao aloha ilay mamaly fa misy fanahy mahavita raha izany miodikodina eo akaikinao, fa ny mety ho loza ihany koa dia possibe mety hisy olana ihany , na eo @nareo mpivady , na @nareo mpianaka, na havana, tsy misy ny tonga lafatra sa samy mety ho diso daholo, rahefa misy zava miseho ao aminareo dia tokony hieritreritra koa izany ianao an

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: eh!ben...
Date: 10 août 2017 - 19:19

Dia hita mihitsy fa ianao ilay hialonan'ny olona rehetra, be mpanenjika, be tsy mpitia (na ianao na ny zanakao). Victime foana ianao ,ary voatery mandatsa-dranomaso mihitsy. Tena mampalahelo ianao!!!

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: ekany tokoa
Date: 10 août 2017 - 20:39

Misy mpanendaka teto @ manodidina
Nalahelo be ianao,
maty ilay mpanendaka

Nisy fiara tsy aradalana namono olona,
nalahelo ianao, latsaka ranomaso ,
Nigadra ilay tompona fiara sy ny soferany

Misy mpitsabo mila vola vao manao ny asany,
nalahelo be ianao,
Vaaroka t@ asany ilay dokotera,

sns sns

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: ary ianao
Date: 11 août 2017 - 03:53

bizarrr>>
Ary ianao tokoa ve izany tsy mba latsa-dranomaso @reo olona manimba ity firenetsika ity mihitsy, tena ilaina mantsy ianao @zany, mba amzay mba tonga saina tsara izay manao ratsy eto madagasikara.

Fa tandremo kosa anefa hoe i madagasikara mihitsy no nampalahelo anao dia hay kay izay no mahatonga azy marary io.

Fa izahay izay rehetra mijery ny zavatra nosoratanao ireo zany zao mety hisy anjo anay raha vao mampalahelo anao ny zavatra voasoratray an!!!!


Fa ny mba tiako ho fantatra ny zavatra bizarre positif, ohatra ve hoe raha nisy olona nifankahazo tsara t@nao dia lasa niroborobo be, na lasa tafita be ny zanany, na sitrana izay marary sy tsy nety tany aminy. Dia tena te hifandray @nao za raha izay dia apetrako ny mail-ko.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: bizarrr
Date: 11 août 2017 - 07:55

Misaotra nareo namaly,

ny resaka firenena aloha vague be izany fa ny manodidina ahy no voatsikarotro voalohany

matahotra b< tena marina ny voalazanao fa ilay akaiky mitsy ndray2 victime, izay olona mifanerasera amiko matetika (mpiara-miasa ...), fanahy ahoana hoy ianao, fanahy ratsy ve? matahotra an'zany aho!!!

ehben< izaho ve no be mpialona dia izaho no mampalahelo indrindra hafa koa zany

ary ianao< resaka firenena, ilay nisy faty olona be dia be teny Antaninarenina iny izao tena nitomany teo ampandriana mitsy izaho t@ iny fa tsy haiko izay effet-ny, fa ny zavatra positif ndray tsy voajeriko, matetika anie ny ratsy foana ndray2 no hita voalohany e!

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Torohevitra ho anao
Date: 11 août 2017 - 08:18

Mivavaha ianao @ izay manisy ratsy anao, mivavaha fa aza manozona na mitahiry alahelo akory aza. Efa hitanao izao fa tranga ratsy daholo no miseho manodidina anao rehefa mitazona alahelo!!!ratsy fa tsy tsara.
Mivavaha mba ho source de bénédiction ho an'ny hafa indray fa tsy malédiction foana

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: zakoa15
Date: 11 août 2017 - 08:23

bizarrr >> aza dia mivaky loha @ reo olona mamaly kivazivazy eo ambony reo . Fa ny tenako koa dia mahatsapa sy manao tahakanao zany .

Raha mamaky ny zavatra soratanao za dia mahatsapa hoe ny tenako no tantarainao .
35 taona za zao fa teneniko anao , fa hatreto ze olona nanao ratsy ahy sy nandatsahako ranomaso dia tsy nisy tafarina mitsy .Raha tsy maty tanora , dia manana olana eo fiainany .

tena zavatra tsikaritro mitsy zany . Za tena tsy mandatsa na manao inona fa rehefa taona ela ela aty aoriana ddia mandre vaovao ratsy foana mahakasika an'iny olona iny .

Tena misy io zavatra tantarainao io .

ny solution dia aza manao ratsy olona

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: $ongomby
Date: 11 août 2017 - 08:28

Tena marina kosa ireo e, izaho koa torak'izany:
-Halako maizina i Kim Il Song: Maty,
-Tsy tiako i Tsiranana: Maty,
-Tsy namely i Ranavalona I fa tena nampahory: Maty.

De lazao fa mbola fifanandrifian-javatra foana.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Njoun.
Date: 11 août 2017 - 08:39

Olom-bôtrisy no filaza anao yeah

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: bizarrr
Date: 11 août 2017 - 11:16

$ongomby< tsy mitombona ilay anao, ilay olona anie izay miresaka face à face aminao ihany e, fa tsy hoe olona ary @ firy km ary! ngah ianao efa nifamaly t@ Ranavalona...

Torohevitra ho anao< misaotra indrindra, efa niezaka nivavaka ihany izaho fa otrany mafy mafy tamiko ilay izy, manao ihany fa tsy voatohatra ilay izy e, miseho foana, araka ny teniny zakoa 15 hoe mandre vao2 ratsy foana aty aoriana!

zakoa 15< aminao ve zany in fandraisanao an'ilay izy, mahery be ve sa hoe latsaka lalina be loatra ilay alahelo @ ilay olona? dia ahoana koa nefa ny fomba i-maitriser-na ilay alahelo, ilay izy otrany mandeha ho azy fa tsy hoe alahelo kely fotsiny iny, ny ranomaso ndray2 tsy voatana!

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: namanafotsn
Date: 11 août 2017 - 13:17

Eny sarotra tokoa ny hi-maitriser zavatra tahaka izany,kanefa ny anao eto dia efa hita mivaingana ny vokany,kanefa na tsy hita mivaingana aza,dia aza atao tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranao,aza mitahiry fahalovana ao amponao,ary aza mamaly ratsy ny ratsy fa valio soa ny ratsy,tsy voatery mivantana io fa juste enao manaisotra zay alahelonao @lay nanao ratsy anao,ary mivavaha ho an'izay manenjika anao,ny vokany?hahazo valimpitia avy @Andriamanitra ianao,ka ny soa miditra @fiainanao ndray no tsy hovoatanisanao par rapport @zvtra mihatra @olona zay nanao ratsy anao.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Tsy ?
Date: 11 août 2017 - 20:21

bizarrr,sy izay hafaka mamaly , miala tsiny fa somary hors sujet ,Aty ivelany aho no mipetraka,Ka Tena Tsy mahalala :fa hoy i bizarrr hoe " ilay nisy faty olona bé dia bé
Teny Antaninarenina iny ,fa inona ny zava nitranga ,faty olona bé dia bé ahoana teny Antaninarenina? Ary vao haingana izany sa efa ela ? Misaotra an'izay afaka mamaly.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: eh!ben...
Date: 11 août 2017 - 21:06

Ka mampalahelo ianao satria betsaka izany ny olona tsy tia anao. Mamoalahelo ianao satria mitondra voina ho an' ny hafa. Raha @ fiteny malagasy taloha dia izany no atao hoe....

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: $ongomby
Date: 12 août 2017 - 07:54

Raha izaho ianao manangana sekta le. Mirohotra daholo ny kill

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Torohevitra ho anao
Date: 12 août 2017 - 08:23

Amorony FO madio aho hoy ilay hira izay!
MAHEREZA FA ZAY MADIO FO IHANY MANTSY NO HAHITA AN’ANRIAMANITRA NO SADY HIAINA AO @ FANJAKANY DIENY ETY AN-TANY E!
Mila maméla heloka vao mahitsy fo sy manana fiadanam-panahy.
Izay no nilazako hoe mivavaha banana fo Madio fa tsy fo lentika

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: **********
Date: 12 août 2017 - 10:44

Bizarrr/Izany no antsoina hoe coincidence na fifanojon-javatra ,

fa enao mahita izany ho zavatra hafa mihintsy no tena hafahafa

ôtran'ny hoe tsy miaina ety atany fa any @ paradisa dia ny zavatra rehetra miseho adikanao @izay hitiavanao azy daholo

ZAVATRA MISY ETY ANTANY DAHOLO NY VOALAZANAO fa tsy eny @ planeta mars akory enao no miaina

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: famitinana
Date: 12 août 2017 - 14:59

Misy izany ny olona mihevitra azy homanana pouvoir mandripaka izay manao ratsy azy, tena tsara ampahafantarina ny mpitondra eto @tsika marina ity resaka ity an

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: lapin_cretin
Date: 12 août 2017 - 16:25

bizarrr > ar'elah v l'ty manana alahelo am fitondrana HVM ?

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: prudence
Date: 12 août 2017 - 17:49

Ianareo mamaly azy sy mitsikera eto, tandremo sao hisy malheur ho avy aminareo ihany koa.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: je rêve
Date: 12 août 2017 - 18:07

RAHA TENA MITOMBINA NY VOALAZANAO EFA TSISY MPANAO POLITIKA INTSONY TETO Mkara ?SA ENAO FALY @ FAHANTRAN'NY VAHOAKA MALAGASY ZAO

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: efateo
Date: 13 août 2017 - 03:30

bizarr: fa inona moa no tokony hahabe mpialona anao? maninona ianao no mihevitra fa manisy ratsy anao ireo olona ireo, ary ahoana no ilazanao fa vokatrin alahelonao no mahatonga ny olana eo amin fiainan'ny hafa.
ny zavatra tokony ho ao antsainao dia ity: ny olona rehetra dia samy manana olana daholo, ary tsy ny olona rehetra no hanao izay ahafaly anao ka tsy hifamaly na tsy hampalahelo anao. noho izay foano atreho ny eritreritra fa nohon'ny olana nananany taminao no mahatonga azy hanana olana.
tsy manana pouvoir manokana ianao fa ianao au fond dia olona rancunier sady manozona an'ilay olona nifamaly na nampalahelo anao dia arahinao maso akaiky ny fiainany ka rehefa misy voina mitranga dia ampifandraisinao amin'ilay alahelonao tsy levona dia maivamaivana ianao aveo satria heverinao fa nihatra ilay ozona, ianao nefa tsy nanao ininona dia heverinao fa misy hery miafina namaly faty anao. ianao io angamba irony olona tsy mba mifamaly na miteny franchement amin'ny olona irony fa rehefa misy mampalahelo na mahatezitra anao fa mangina fotsiny ianao fa any anatinao any mandevilevy ny hatezerana sy alahelo ka manozona an'eritreritra ianao hoe tsy hisy ahazo an'io angaha, tsy zakan'io izao alaheloko zao sns.
be dia be ny olona mihevitena ho ohatranao io fa mba avoahy ihany ny alahelo sy ny hatezerana rehefa misy tsy zaka fa manjary manitatra ny eritreritra.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: hoy hoe
Date: 13 août 2017 - 18:17

mety maha valy ?
"
"aza mamaly ratsy na amin 'iza na amin iza..Raha azo atao dia ataovy izay hihavananareo amin 'ny olona rehetra.. omeo lalana ny fahatezerana, fa voasoratra hoe " ahy ny famaliana, Izaho no hamaly; hoy ny Ray. RAha mangetaheta izy omeo hosotroiny, raha noana omeo ho hanina... fa raha manao izany ianao dia hanambatra vainafo mafana eo an-doany. ROmana 12 :17- 20


na

SAlamo 145:18-20
Ny Ray dia eo akaikin 'izay rehetra miantso Azy, miantso Azy Marina tokoa... hihainony fitarainany ka hamonjy azy.. Miaro izay tia azy ny Ray. FA NY RATSY FANAHY REHETRA KOSA HARINGANY


Hanatra ho an'ny mpanao ratsy, mpanambany olona
Samia misafo ny lohany matetika sao dia misy vainafo mafana ao

Fa tena marina ny an'y Bizarr io; " Ahy ny famaliana" hoy IZY, mahery io teniny io
NY Malagasy aza manana ohabolona hoe : " miantso tody ". Ny tena mpivavaka matoky ny
Ray.

Resaka politika : iza no anao azy ho mafy be , fa aiza daholo izao???? Mahareta, miandry kely fotsiny dia ahita isika

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: talanjonna
Date: 13 août 2017 - 18:30

Olona manana accès @ informations sy média isan karazany, olona nandia fianarana, mahay mamaky teny sy manoratra tsara daholo no eto, talanjona ny tena hoe mbola ohatri zao ve ny fomba fijerintsika , tsy mampino, dia mihevitra ho manana pouvoir inona ny sasany ?

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: koustionnnn
Date: 14 août 2017 - 08:26

le inona no mahatalanjona anao?

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Brandon
Date: 14 août 2017 - 08:56

Bizarrr >>>>

Tsy ianao irery no manao toa an'io. Efa nahafantatra olona hafa tahaka anao aho.
Izany hoe, raha tsorina ny fanazavana satria ohatra ny tsy azon'ny sasany dia izao : raha misy olona manao ratsy anao voalohany, nefa ianao tsy naninona azy, dia misy zavatra hanjo an'iny olona iny.
Olona manan-jina ianao. Ary tokony hianaranao ny mifehy io toe-javatra io. Ny hatezeranao fehezina. Ezaho izay tsy hahatezitra sy tsy hampalahelo anao fahatany fotsiny. Asa raha ho azonao ny tiako ho lazaina.
Tsy tsara kosa anefa raha miresaka amin'ilay nanao ny tsy nety taminao ianao, satria mety heverin'ny olona fa ho mpamosavy ianao. Toetra voa-janahary manko ny anananao.

Izay no azo lazaina. Ny ankoatra izay dia resaky ny mpitsimpon'akotry daholo sisa.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: mitsaoka
Date: 14 août 2017 - 10:50

raha vao misy zavatra hafahafa dia mitsaoka miala eo no mety izany. Aza mifamaly ary mialà eo, mamoron-dia na manao zavatra hafa tokony ho atao.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Tena marina io
Date: 14 août 2017 - 15:16

Marina mihitsy io fa ny tenako dia nisy olona nanako vola tsy nety namerina ilay vola fa maty nofahon'ny fiara tany avaratra tany efa ela anisany andevina azy ny tenako.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: bizarrr
Date: 14 août 2017 - 17:59

Mirahaba antsika rehetra fa zao ndray vao tafaverina

averiko indray fa izaho tsy mifamaly @ olona mpanao politika fa izay olona mpifanerasera amiko ihany sy izay mifamaly amiko!

izaho tsy lhl fa vehivavy

izaho tsy hanangana inona inona @ zany resaka izany fa tiako fantarina fotsiny ny tenako

efateo< soa ianao fa tsy hitany masoko

Brandon< misaotra betsaka, ilay mifehy ny halaheloko mihitsy no mila hianarako ngamba.Halahelo fa tsy hatezerana, izaho mantsy raha tezitra, mivazavaza be fotsiny dia vita fa ilay alahelo milentika ao anaty mihitsy no tsy haiko hoe izany ve no antony!

talanjona< ilay izy anie mety tsy resaka pouvoir koa ngamba fa ny fijeriko azy tena mijery izao Andriamanitra ao ambony zao

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: efateo
Date: 15 août 2017 - 07:25

bizzar: soa ihany, afadoza aho marina! izany hoe raisinao ho fifamaliana taminao sahady zany izao io resako io ka nampalahelo anao? nefa jereo fa confirme'nao ny ampahany amin'ny nolazaiko: olona rancunier ianao, manana alahelo lalina any anatinao any. raha izaho ianao tsy dia mivoaka ny trano loatra intsony fa tsy ho verin'izay olona hanao izay mampalahelo anao anie ianao e (sady sao mifanena ka mahita maso ahy, foufoufou!), tsy voatery hanao izay mahafaly anao daholo ny olona rehetra. dia nefa rehefa misy mahazo ilay olona dia ianao no enjehin'ny eritreritrao!

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: beIapin
Date: 15 août 2017 - 11:19

maninn no minomino fahatany toy ny biby rlé dondrombelona reto aaaaah !!!!!
- cas possible mety hahazo ny fiainan'olona iray ny coincidence !!!!
>> kely ny probabilité noho vitsy dia vitsy ny olona sendra an'io !!!!!!

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Brandon
Date: 16 août 2017 - 14:46

Miala any indray i Belapin sy ny fitenin'ankotra ary ny fisainany hisintona ambany ny hevitra, izay fomba efa mahazatra azy.

Lazainy fa minomino fahatany, nefa an-daniny izy milaza fa misy io fa ny probabilité fotsiny no kely. Pffff !

Bizarrr >>> Ny maîtrise de soi no ilaina hianaranao tsara. Fa rehefa tena tsy mety ny ataon'ilay olona, dia avelao hiditra ny alahelo. Anjaranao ny mandanjalanja e !

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Nombrillllll
Date: 16 août 2017 - 15:45

Io no atao hoe nombrilisme

Mihevitra ianao fa raha miteny ny olona dia mialona anao, raha mihetsika izy dia te anao ratsy anao, mihevitra ianao fa misy ifandraisany aminao avokoa izao rehetra izao ka ra misy olana mahazo azy koa dia noho ianao.

Ary maninona moa ianao izany no be dia be no tsy mifankahazo aminao, sao dia tsy mahay miara monina ary ianao ?

ianao koa ve tsy naha tsikaritra hoe ireo olona tsy nifamaly taminao koa marary, marary zanaka, maty, midofotra am pôtô ny fitadiavana ?

Ianao mihitsy no mitana alahelo @ ireo olona ireo ka misongadina be ao an-tsainao rehefa misy olana mahazo azy, faly ianao anaty inconscient-nao any fa ianao moa tsy mahafatatra ny tenanao araky ny lazainao ka mandresy lahatra anao ianao fa tsara toetra ary tsy mitana alaheolo izany sady tsy faly @ mafy mianjady @ireo olona tsy nifankahazo aminao. Mibahana ao an-tsainao mafy izany ratsy mahazo azy ireo izany hany ka lasa mihevitra ianao fa ianao no antony. fomba fisehon'ny NOMBRILISME izany

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: bizarre marina
Date: 16 août 2017 - 17:32

tena marina mintsy io lazain'i nombrillll io. Ny olona rehetra tsy maintsy mandalo probleme foana na ho ela na ho haingana ary tsy maintsy mbola hamohy olona akaiky koa. Dia raha vao sendra ilay olona nasosotra an'i Bizzarrrr no sendra an'io dia lazaina fa vokatr'ilay ratra-pon'i Bizzarr.Efa miandry foana ianao isak'zay mifamaly @ olona oe hisy ahazo an'ito ndray zao dia vao misy zavatra mitranga @ fiainan'ilay olona dia lazaina fa vokatry ny alahelonao. Ny toetranao no tena bizarre. Raha izany ny raisonnement anao dia ny olona mandalo olana rehetra sy ny mamoy havana akaiky zany dia nampitondra alahelon'olona daholo. Mila manangana sekta marina.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: azo antoka
Date: 16 août 2017 - 17:58

Ny zavatra tena azo antoka dia olona tsy manana toetsaina cartésien , tsy manana fijery scientifique i bizarr, noho izany, raha te ahafantatra ny filaza azy izy dia roa ihany no tokony hataony, na manantona mpivavaka, hametrahana tanana fa misy fanahy ratsy manaloka (satria valifaty no manjaka), na manatona dadarabe dia mety ahazo amboara satria mahomby @ io resaka valifaty tsy fanahy iniana izay toa mahagaga (na mahafalifaly ) azy io

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Brandon
Date: 17 août 2017 - 08:02

1- Tsy misy hidiran'ny nombrilisme eto ka. Nanontany fotsiny i Bizarrr fa tsy nilaza na nihevitra ho centre de la terre izy.

2- Tsy misy hidiran'ny resaka dadarabe na fivavahana ihany koa. Ho an-dry "azo antoka" manko dia fanahy ratsy avy hatrany izay mitranga, rehefa tsy takatry ny saina ilay zavatra. Izany analyse izany no tsy cartésienne.

3- Zava-misy io ary efa nanazava an'io ny manam-pahaizana Sinoa sy aziatika maro. Hain'ny any Shaolin sy any Corée ny mampiasa an'io. Psychologie, Psychanalyse ary méditations no ampiasainy eo. Méditations métaphysiques, hoy René Descartes izay rain'ny cartésianisme.

4- Tadidio fa tokony ho fanahy tsara mihitsy io, miady amin'ny fanahy ratsin'ny olona manodidina.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Brandon
Date: 17 août 2017 - 08:10

Bizarrr >>>

Araka izay voalaza etsy ambony izay, dia aza matahotra ianao. Nanao ratsy anao ilay olona matoa mivaly any aminy ny zavatra.

Ny hafatro hafa fotsiny dia izao : aza manao ratsy olona voalohany mihitsy ianao, fa tsy ho mety aminao izany. Aleo ny hafa no hanao ratsy voalohany aminao na hiteny ratsy voalohany anao.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: azo antoka
Date: 17 août 2017 - 09:14

Brandon>>>>

MBOLA bizarr NOHO I BIZARR IANAO,
NY AN I BIZARR mantsy toa voasazy ho azy ilay mpanao ratsy fa ny anao somary mila
méditation, psychanalyse , méditation, mitovitovy @ komorianina manao Albadiry ihany NY ANAO.
Tsy tsara ve moa raha MEDITATIONS métaphysiqueS no manafay ny mpanao ratsy , mety tsy dia mila police sy gendarme intsony isika, izay anaovan ny sasany ratsy , tsy mia mitaraina esty sy eroa intsony .

Tsy mitovy ny métaphysique lazainao sy ny métaphysique nolazain i Descartes.

Tsy azonao ny tiko nolazaina teo ambony, za dia tsy mino velively na ny zavatra heverinao , na ny zavatra heverin i bizarr,ianareo dia mitady fanazavana ny SUCCESSION DE COINCIDENCES tsotra izao fotsiny , dia lasa GRAND SPECIALISTE @ sciences occultes tsy fidiny ianareo , ny fantatro dia tsy nanao sciences occultes velively i René DESCARTES , izay no hilazako fa tsy CARTESIEN NAREO ,tsy azo terena hifandray @ fihevitrao fotsiny ny zavatra nolazain i Descartes

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: $ongomby
Date: 17 août 2017 - 10:11

Tena tsy mampalaelo an'i bizarr mihitsy zany ny mahazo ny vahoaka malagasy matoa i mampiesona tsy mety maty ko.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Brandon
Date: 17 août 2017 - 15:23

azo antoka >>>

Zava-misy ny an'i Bizarrr io. Tsy olona iray no nahitana an'io fa efa nisy hafa. Ka na tsy hino aza ianao dia tsy maninona mihitsy ka.
Hevitra fotsiny koa no notadiavin'ny Bizarrr, mba hahafahany miaina tsara ilay toetra ananany.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: rarijak
Date: 17 août 2017 - 15:35

Alakaosy

Olona mahery vintana.
Misy vintana tsara
Misy vintana ratsy

Za koa ohatra izany ihany taloha.
Mahery vintana be.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: gasybabakoto
Date: 17 août 2017 - 15:49

bizarr>>>>>>@ maha olombelona ny olombelona dia mandalo @ fiainany daholo na ny soa na ny ratsy eny na ianao manoratra io ary dia tsy maintsy misy an'izany ny fiainanao, fa saingy araky ny voalaza etsy ambony dia mitazona alahelo @ ny olona izay hanananao olana loatra ianao ka tsy mahita afatsy ny lafiratsin'ny fiainan'izireo.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Henjana aloha e
Date: 17 août 2017 - 23:22

Bizarr>>>Ny zavatra tiako homarihina fotsiny dia tsotra, raha milentika ao antsainao fa izay olona miady sy mifamaly aminao dia toa hiharandoza ka mampahatonga anao hihevitra ho fototry ny fahavoazany, inona no mbola hidirana amin ny ady sy fifamaliana fa tsy mampiseho fahendrena miala avy hatrany ?
Ianao tsy hitondra alahelo aman olona, ary ny olona tsy hiharan doza.
Hoy ny fiteny hoe hiady amin ny adala ve ? Aleo misaotra sady mangina.

Ny tsy fahanginanao manoloana ny olana mitarika ady sy fifamaliana izay ekenao fa mitarika fahavoazana ho an ny mpifanandrina aminao, hatr@ fahafatesana mihitsy aza dia toy ny milaza anao ho mpams araka ny voalazan ny sasany tao ambony tao.

Ny olona rehetra manana zo ho tezitra, malahelo, mitomany...fa rehefa manana ny rariny ianao, araka ny fanamarihanao hatrany, inona no handetehana izany ampo ?
Raha tena azonao antoka ny tenanao sy ny fonao fa tsy nisy tsiny fa hilan ny olona vaniny fotsiny. Amiko tsy misy antony na kely akory aza tokony hampahory anao.

Raha tsy hoe angaha ka olona hitanao maraina sy hariva vaky izao io olona io ary mila ady saritaka sy tabataba lavareny tsy andro tsy alina aminao amin ny tsy rariny fa mety miray trano ianareo, @ izay aho manaiky hoe SAROTRA sady HENJANA ny miaritra izany ka mila FAHAMATORANTSAINA LALINA !

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: tsy omena tsiny
Date: 18 août 2017 - 16:34

tsy mahazo resaka koa ny betsaka eto
azony izay manan-tsaina sy mahataka-davitra tsara ny tiany bizarr ho tenena

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: eh!ben...
Date: 18 août 2017 - 17:51

tsy omena tsiny<<< eny ary! azoko tsara ny resak'i bizarre; ka aleo ary valiana tsy misy olakolaka ny fanontaniana napetrany: COINCIDENCE FOTSINY!

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Henjana aloha e
Date: 18 août 2017 - 18:04

Ny tsy takatri Bizarr d reo olona miady ireo mety efa miady am olona hafa tany koa fa tsy taminy irery. Izy moa tsy tia manomboka ady !!!!

Fa ny eritreriny mihevitra fa izy irery no victime...

Azo heverina fa rehefa voa ilay olona niady taminy d navoakany sy nozarainy tam hafa ny zavatra niainany tamininy niharampahavoazana iny hampandrimandry ny sainy.

Izan rehetra mitambatra no hilazana fa misy tsy mety kely ao...

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: afaka CEPE ?
Date: 18 août 2017 - 18:17

sarotra be ve ny mahazo ilay ohabolana Malagasy hoe :" ny tody tsy misy fa ny atao no.... " :-(

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Henjana aloha e
Date: 18 août 2017 - 18:49

afaka CEPE>> otrn tsy mifandraika le obolana.
Ka i bizarr tsy niharandoza tsinn fa zay nila ady taminy iany no voa.

Zany le oe zay voa manodidina

Options: Répondre
Aller à la page: 12Suivante
Page: 1 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg