Bienvenue dans le Forum de Moov.mg.

Ce forum est un lieu convivial d'échange.
Avant de commencer à utiliser le Forum de Moov, vous devez prendre connaissance et accepter les présentes Conditions d'Utilisation du Forum

Responsabilités :
Moov n'est pas responsable du contenu des forums (les messages). Nous ne garantissons ni l'exactitude, ni la véracité, ni la valeur officielle d'aucun message.
Les messages sont la propriété de leurs auteurs. Ils expriment une opinion de leurs auteurs, pas nécessairement celle de Moov.

Tous messages contrevenant aux règles d'utilisation du site, à la loi, ou à tout autre code de conduite, n'engage que la responsabilité de leurs auteurs.

N'importe quel utilisateur qui estime qu'un message envoyé est répréhensible est encouragé à nous contacter immédiatement par email.

Autres règles à respecter :
- Les propos tenus sur ce forum sont l'expression de la pensée de leurs auteurs respectifs. Le site Moov ne peut être tenu pour responsable et ne peut garantir l'exactitude des propos présentés par des utilisateurs.
- Les propos injurieux, racistes, xénophobes, antisémites, haineux et tout autre intolérance ou discrimination sont interdits sur ce forum.
- En toutes circonstances, restez courtois, et faites preuve de bienséance et de politesse envers les autres utilisateurs du forum.
- Pas de style SMS, pas de texte trop voyant
- N'écrivez pas TOUT EN MAJUSCULES, votre message paraîtra agressif, et on aura moins envie de répondre à votre message avec gentillesse.
- Ne publiez votre message que dans une seule rubrique. Ne postez pas plusieurs fois le même message.
- Ne vous inscrivez pas plusieurs fois ou n'utilisez pas plusieurs pseudos.
- Interdiction de reprendre des messages publiés par d'autres utilisateurs sur le forum pour les publier sur d'autres forums ou d'autres supports.
- Ne pas mettre ses coordonnées dans le message (adresse mail, n° téléphone, adresse postale...)
- Ne pas utiliser une adresse mail en tant que pseudo
- Ne pas publier de messages à caractères publicitaires

- Le modérateur est susceptible de supprimer ou modifier toute contribution qui ne serait pas en relation avec le thème de discussion abordé, la ligne éditoriale du site, ou qui serait contraire à la loi. Il n'est pas tenu de se justifier.

- Le modérateur se réserve le droit de modifier le titre d'une discussion pour des raisons de lisibilité.

- Dans le cas d'une faute grave, des sanctions pourront être prises à l'encontre de l'utilisateur, pouvant conduire par exemple à une exclusion momentanée ou définitive du forum, sans préjuger d'éventuelles poursuites judiciaires.

- Les utilisateurs du forum s'engagent à respecter cette charte. Cette charte pourra être modifiée ultérieurement si l'administrateur du site le juge utile.

- Moov ne véhicule aucune opinion, ne possède ni n'exprime aucune vue politique ou religieuse.

Le Modérateur

STRICTEMENT INTERDIT AUX MINEURS
VOUS DEVEZ ETRE MAJEUR DANS VOTRE PAYS POUR CONSULTER CETTE PARTIE DU SITE

 
Cette partie du site est réservée à un public majeur et averti. Elle contient des textes qui peuvent être choquantes pour certaines sensibilités.
Je certifie sur l'honneur :

 

• être majeur selon la loi en vigueur dans mon pays.
• que les lois de mon état ou mon pays m'autorisent à accéder à ce site
• je déclare n'être choqué par aucun type de sexualité et m'interdit de poursuivre la société éditrice de toute action judiciaire.

Je m'engage sur l'honneur à :

 

• ne pas faire état de l'existence de ce serveur et à ne pas en diffuser le contenu à des mineurs.
• utiliser tous les moyens permettant d'empêcher l'accès de ce serveur à tout mineur.
• assumer ma responsabilité, si un mineur accède à ce serveur à cause de négligences de ma part :
                - absence de protection de l'ordinateur personnel,
                - absence de logiciel de censure,
 • assumer ma responsabilité si une ou plusieurs de mes présentes déclarations sont inexactes.

étant majeur, en cliquant sur accepter, vous vous engagez à respecter ces conditions

logo Moov
           Nocomment
Tsy rariny kosa e!
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: ntsssss
Date: 18 août 2017 - 18:50

afaka CEPE?>>>>>

Nataon ny ny VAZAHA colon nitondra faisana ny gasy , be mihitsy no namoy ny aina nitady fahaleovantena, TSY nankaiza , toy ny tsy misy TOKOA ny tsiny sy ny tody, satria tsy hita lotra hoe miverina any @ vazaha hatreto ny nataony ?tsy fantatro hoe mila niveau CEPE ve vao mahita fa toa ny mifanohitra @ izany no zava misy , isika indray aza no toa manambitamby

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Torohevitra ho anao
Date: 19 août 2017 - 09:22

Efa niainako ny mahazo anao ry bizarre ary izay ny Antony ilazako hoe mivavaha
Resaka finoana sy spiritualité io ka mitandrema fa ny ratsy tsy kely lalana.
Nihevitra ho nanana pouvoir toa anao tokoa aho ary indrindra nihevitra fa avy @ Atra ilay Izy.
Aza malaky manamasina ny tranga miseho fa raha loza sy zava-dratsy foana no ifantohanao rehefa misy alahelo dia manokatra vavahady @ ratsy, fahatezerana, rancune ny iafarany.
Aza atao tratrin'ny masoandro milentika ny hatezerana, izay ny ahy no nezahina nampiahariko dia tsy mieritreritra intsony izay mahazo ny nanisy ratsy ahy .
Ny fonao atao madio eo anatrehan'Andriamanitra! Azy ny famaliana ,asehoy fa Izy no au volant fa tsy ianao!!!!
Tsy ho takatry ny sainao ny vokatr'izay.....

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: afaka CEPE
Date: 19 août 2017 - 09:32

ntsss:

raha niaina tany France ianao dia mahita fa maro dia maro ny frantsay mitondra faisana , tsy lazaiko hafa tsy ny taux de chômage, ny sdf 4-mi, fahefa-mividy ambany
ny manana manana foana, ny mpiasa madinika dia mitovy amin tsika ihany ny fijaliana sns rehetra tsy voateny
Rehefa samy ahantra ihany, aleho mahantra aty akaikin dada sy neny
aza mievitra mihitsy hoe sambatra rehefa frantsay

Ny razambe'ny no namono , nampijaly antsika ary mitohy hatraty amin 'ny fara mandimby
Indraindray mampalahelo satria tsy ireo izao ireo anie no nananjanaka antsika
Anontanio ny Malagasy sanspaps any.

Ny mpnambola, mpanokatra orinasa aty M/car, aza mievitra koa fa fifaliana isan'andro no Hiainany an

Miala tsiny anefa fa tsy ny Malagasy rehetra no misolelaka vazaha, ry zareo samy zareo ihany io. Na mahazo aza anie ry zalahy matanjaka, mbola tsy tonga aty am-pôsintsika izany,

Dia aoka samy hijinja izay nafafiny eny
fa izaho dia mino fa " la justice divine est immanente " eo foana,tsy miova ary manara-maso

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: bizarrr
Date: 21 août 2017 - 16:47

Misaotra antsika rehetra namaly, mbola tsy itako aloha atreto hoe hevitr' iza no ho raisina, ny zavatra azoko teneniko koa anefa dia ny fomna nahaterahako, nijaly be ny reniko t@ niteraka ahy, nofatorana mihitsy ny kibony izay vao tafavoaka tao t@ zany satria mbola tsisy ny cesarienne, mety misy ifandraisany ve? sa ve marina ihany ny voalazany namana eo ambony hoe coincidence be da be sa misy zavatra miafina ihany any ho any.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Bb-lézard
Date: 22 août 2017 - 11:33

bizarr>ny zava-miafina izany izao mibaribary

dia zao atao: mandehana eny analakely na eny isotry ...dia vimbino @ tanana ny Telnao dia ho hitanao ny vokany...

tsimaintsy halahelo ianao avy eo satria tena tsy vanona mihintsy ireny mpangalatra sy mpangaro-paosy ireny,tonga dia maty hoazy ry zareo izany satria malahelo ianao,araka ny voalazanao

Manamaivana ny asan'ny mpitandro filaminana ianao @zay,no manampy ny vahoaka hiaina ao anaty ny filaminana na tsy manana fitaovana aza ny tafika enao efa eo hamongana ny mpanao ratsy
dia mba vonjeo koa ny mponina any @tany be dahalo rehefa vacances dia mba mandehana @ ireny tany ireny dia ilazao ny vahoaka ao fa bizarr enao fa maty daholo izay ananao alahelo ,ka tonga enao hanampy azy ireo tena faly ny tantsaha handray anao hanao
vacances any aminy,hitondra filaminana hoazy ireo ianao

satria ho ripaka daholo ny dahalo mpangalatra ny ombiny,

na tsy ho foana aza ny fanondranan'omby ,rehefa tsisy ny mpangalatra satria matin'ny alahelonao daholo ny mpangalatra dia milamina ny tantsaha,

raha tsy miaina kely miaraka @ ndry zareo mantsy enao mety tsy halahelo tsara ôtran'ny mpanao politika ihany

fa ny mahasamihafa anao amin-dry zareo fotsiny enao raha mandalo kely any manova zavatra satria ny fahitanao ny mahazo azy ireo dia hiteraka halaelo hahafaty ny dahalo rehetra,

Ampiasao @ fanampiana ny hafa ny maha bizarre anao e!

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: ntsss
Date: 22 août 2017 - 17:55

afaka CEPE>>>>

, misy chômage any ivelany eh, terroriste eh, mijaly eh sns, mba efa nipetraka tany frantsa 5 taona ny tenako, ary mbola mankany matetika hatr@ izao , heveriko fa ny mapitovy ny fijalian ny gasy mahantra @ ny vazaha mahantra dia rediredy tsotra fotsiny izao, aoka mba ho objectif fa tsy terena fotsiny hifanitsy @ izay eritreretina ny zava misy , za tsy hiresaka akory ny tena mahantra eto amintsika , fa artista sy olo malaza izao aza eto, ny sasany mbola manana asa tsara fanampiny, MANGATAKA FANAMPIANA HITSABOANA TENA , ary ny terrorisme angamba no tsy mitovy fa ny vazaha tsy mitebiteby @ asanjiolahy tsy atoandro tsy alina, ny dahalo, ny mpanendaka @ elakelantrano, ny mpitsara , ny polisy ny zandarme manao kolikoly , marina fa misy mahatra ny vazaha fa tsy izany no anaovana RACCOURCI STUPIDE , ialako tsiny fa ohatry ny resaka rediredy ilay izy , tohizo fa ny ahy hajanoko eo satria tsy manana fotoana handresy lahatra olona eto aho!
Amiko dia tsy mivaly , na @ vazaha, na t@ taranaky ny vazaha ny tsy rariny nataony, nahoana? tsy fantatro.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: ts bizar
Date: 24 août 2017 - 11:49

Za indray dia izao no miseho amiko, misy toerana alehako voalohany, tena voalohany, dia ohatry ny hoe efa teo izany aho, misy scène @ fiainana andavanandro dia ohatry ny tena efa niainako izany, tantaraiko ao antrano dia ohatry ny tsy fantatry ny olona lotra ilay resaka, fa nisy cousin izay tafaraka nitsangatsangana , dia niteny lery hoe ohatry ny efa niainany hono ny scène sasany niarahana, taitra aho hoe tsy zaho irery kay, fa za ndray aloha dia fanazavana scientifique ihany no ilaiko, tsy mila science occulte, tsy mila resaka ozona, sns, rediredy daholo ireny amiko, ny fiheverako azy hatreto dia angamba haingana lotra ny enregistrement ao @ cerveau dia lasa ohatry ny ao anaty memoire (disque dur HDD) ilay izy kanefa mbola tokony ho ao anaty memoire volatile (RAM)

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: zah aloha
Date: 24 août 2017 - 13:31

ts bizar//zah koa dia tena manao toy izany.matetika ny tena hitrangan'ilay izy rehefa le mianjera iny aho.dia tena tsapako mihitsy hoe efa niainako izao moment izao.kanefa mbola tsy niainako mihitsy.

mistery be amiko zany zavatra zany.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: afaka CEPE
Date: 26 août 2017 - 10:59

tsy bizarr tokoa, fa marina ny anareo
matetika ny olombelona dia fohy fijery, ny zava-hitamaso ihany no hiankinany
anefa ny tsy hita -maso no tena mitondra izao tontolo izao
Tsy misy mistery intsony amin 'izao 2017 izao, efa mianaka ny fampanarana rehetra, jereo amin internet, izay mitady dia ahita

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: ts bizar
Date: 26 août 2017 - 12:43

afaka CEPE >>>>

fivavahana angamba no tinao lazaina , tsotra ny ahy, za mino an Atra, fa mitovy @ fomba finoan ny nataolo ny Zanahary ny ahy, TSY MILA NY FAMPIANARAN NY EXPERT @ baiboly nentin ny vazaha, tsy manakiana na manambany an io aho , fa ny fantatro dia tsy nilatsaka avy any andanitra io, noho izany dia tsy Zanahary no nanoratra an io , POINT,
Tsy manana CEPE ny ntaolo fa angamba mba nanana fahendrena sy fahaiza miaina ihany , efa be dia be izao ianareo mahatakadavitra nahazo famPianarana ireto , nankaiza izao ny firenena Malagasy hatr@ nampitombo isa anareo toy ny anana?

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: zahara
Date: 26 août 2017 - 14:39

bizarr////Tsy tena voavakiko hatr@ farany afa tsy ny an’ny tompon’ny sujet. Fa za mitovy @nao. Rehefa misy olona manao zavatra tena mampalahelo ahy na latsa-dranomaso za na tsy dia misy mahazo ilay olona nampalahelo ahy ny nataony.
Ity zao misy iray tsy sahiko tenenina @iza n’iza satria olona akaiky ahy. Za taloha nisy fery tsy afaka t@ko. Nitsabo tena saika isan’andro @ dokotera iray aho. Nibedy ahy ny zokiko vavy sy ny dadako fa dokotera tsy mahay n’inona hono ny dokoterako, cancer cancer foana no averin-dry zareo @ko, tereny za ho ao @ oncolongie (HJRA) fa tsy nety ary nitomany mihitsy aho nohon’ny fibedesany ahy. Taona vitsy aty aorina nefa maty nohon’ny cancer ilay zokiko vavy toy izany koa ny dadako taorian’izay. Za anefa zao tsy maninona salama nefa efa 10 taona mehery zay. Za nefa tsy nitana alahelo t@zareo mihitsy.
Indray mandeha izay koa za bedin’ny sefoko tao am-piasana. Mahatsapa za hoe diso fa ilay fibedesana ahy eo imason’olona dia malahelo fotisny aho. Afaka andro vitsy manao hadisoana izy ary tonga dia hitan’ny be sy ny maro @ alalan’ny mail.
Mbola misy betsaka fa santionany ireo.
Ny zavatra tsapako dia izao. Za compréhensive ary tsy mitana lolom-po fa rehefa misy zavatra tena mampalahelo ahy dia otran’ny valin’A/tra ilay olona. Za koa anefa rehefa misy tsy mety ataoko dia misy mahazo ahy. Ity faharoa ity dia ataoko hoe fanitsiana hataon’A/tra ahy @ fiainako mba tsy hanotako.
Ianao koa zao mety mitovy toetra @ko. Mi-comprendre ny zava-misy fa tsy mandray an-tendrony ary tsy mitana lolom-po.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: afaka Cepe
Date: 26 août 2017 - 18:03

Ts bizarr
ny Fianarana ny Teniny SOratra Masina anie ka tsy mijanona amin 'ny hoe: Misy ny Nahary, dia tonga ny Mesia, dia maty teny amin 'ny hazo Fijaliana dia amen Allelluia Miala tsiny

Vakio ny Efes4 :11 sns fa misy ezaka, fianarana, fitomboana arampanahy tsy maintsy andehananao raha milaza anao fa kristiana ianao. II Ts bizarr ve efa nahita Mpaminany, Apostoly, mpampianatra araka ny voalaza ao amin 'io andininy io?

Hatreto aloha dia ry zareo efa nanana ny Torah hatramin 'ela nanomboka tamin 'ny Abrahama, Mosesy.. no tena mahay mampianatra satria efa mahery ny 3000 taona no nananany azy. Ka asa izy ireo na vazaha na inona ...
Ny Malagasy marina ny anao fa voa 200 taona monja no nahenony an'zany Baiboly izany

Ny olona afaka cepe ohatra tsy ahay hiresaka amin 'ny ankizy garabola, ary ny garabola tsy ahay hiresaka aminy 3e cycle, docteur d'état.Tsy mitovy longueur d'onde
Asa raha azonao no tiako ho lazaina, izay no ataoko hoe misondrotra hatreo amin 'ny CEPE raha resaka Soratra Masina, fa tsy mijanona garabola misotro ronono foana

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: tsy bizar
Date: 27 août 2017 - 14:04

afaka CEPE>>>>

Andrimamanitry ny mahay mamaky teny sy manoratra izany ny anareo, ny finoanareo dia gejain ny baiboly nosoratan olombelona toa anareo ihany, ny Atra nareo manao AFOBE sy ELO, sy FIKITROHANIFY, manavakavaka ny voavonjy sy ny very.

Ny Zanahary inoanay tsy manao an izany, nahary izao tontolo izao izy araka ny finoanay azy , mila hajaina izy , fa tsy mila tompoina , tsy nanome boky ho anay izy fa saina no nomeny anay , ary tsy mila ny volanay izy , izahay aza any aminy no mangataka, ny harenany sasany nafeniny any ankibon ny tany aza mbola misy maka,

Ny toko sy andininy, tsy hidirako ary tsy kianiko satria tsy haiko , aleo ho anareo EXPERT afaka CEPE , 3E CYCLE sy DOCTORAT .

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: efateo
Date: 27 août 2017 - 14:57

zahara: ka zay anie ilay tsy azoko e.
rehefa tsy nahomby ny fitsaboana nalehanao dia nanosika anao hitady fitsaboana izay heveriny ho mahasoa kokoa ny zokinao sy ny dadanao, tsy logique ve zany? fitiavany anao ho voatsabo arampotoana raha sanatria no nampi-insite azy mafy.
nony maty izy , izay fomba nahafaty azy dia cancer tahaka ny olona rehetra matin'ny cancer isantaona na nampalahelo ny rahavaviny sy ny zanany na tsia.
nanao fahadisoana ianao dia nanarin'ny sefonao ianao hitandrina amin'ny sisa na dia tsy mety aza ny fomba nanaovany azy. torak'izany koa ny sefonao tahaka ny olombelona rehetra mba manao fahadisoana koa.
fitiavana anao no nanosika ireo olona ireo hanao ilay fihetsika saingy tsy tamin'ny fomba nahafaly anao no nanaovany azy.
ka averiko ilay fanontaniko: possible ve zany hoe tsy hisy olona hanao izay mampalahelo na mahatezitra anao mihitsy na fanahy iniana io na tsy nahy? tsy nampoizin'ireo olona ireo akory anie zao hoe nampalahelo anao ilay fihetsiny e, koa ahoana no iheverana fa todin'ny alahelonao ny nahazo azy? azavao amiko fa tsy azoko.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: ts bizar
Date: 27 août 2017 - 19:21

afaka CEPE , ity VOASORATRA manaraka ity dia mitovitovy fijery aminay , mba jereo ny hafa fa aza MIDELIRA HOE NY ANAREO IHANY NO IZY.

À travers l’humilité, la recherche de l’âme, et la contemplation de la prière, nous avons acquis une nouvelle compréhension de certains dogmes. L’Église "CATHOLIQUE" ne croit plus en un véritable enfer où les gens souffrent. Cette doctrine est incompatible avec l’amour infini de Dieu. Dieu n’est pas un Juge mais un ami et un amant de l’humanité. Dieu ne cherche pas à condamner, mais seulement à embrasser. Comme la fable d’Adam et Eve, nous voyons l’enfer comme un dispositif littéraire. L’enfer est simplement une métaphore de l’âme isolée, qui, comme toutes les âmes,seront finalement unies dans l’amour avec Dieu.

Dans un discours choquant qui résonne à travers le monde, le Pape François a déclaré que :

Toutes les religions sont vraies, parce qu’elles sont vraies dans les cœurs de tous ceux qui croient en elles. Quel autre type de vérité y’a t-il? Dans le passé, l’église a été dure envers celles qu’elle jugeait moralement répréhensibles ou pécheresses. Aujourd’hui, nous ne sommes plus juges. Comme un père aimant, nous ne condamnons pas nos enfants. Notre église est assez grande pour les hétérosexuels et les homosexuels, pour les pro-vie et pro-choix ! Pour les conservateurs et les libéraux, les communistes sont les bienvenus et même nous ont rejoints. Nous aimons tous et adorons le même Dieu.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Afaka CEPE
Date: 28 août 2017 - 06:25

TS bizarr :
tsara izany raha efa niova fijery ianareo miara-dia amin 'ny Papa Romana

Ny mifantoka ao antsainy rehetra manko dia ny Inquisition , ny fandosirany protestants Huguenots, ny hérésie vaudoise... nataony nitondra faisana daholo izay tsy mitovy fijery aminy. vakio ny Tantaran'ny Fiangonana

Mbola tsy afaka amin ts bizarr ihany anefa ny fitsaratsarana ny finoany ny sasany. Hoe mi -delire.
Manomboa aza mamaky ny SOratra Masina, ianareo taloha tsy mahazo!

Ny Anay IO ihany no hitokisanay, aminay ny papa dia olombelona ihany koa , ary ny mopera sy ny karazany dia miala tsiny, fa ahenona tantara bdb mahamenatra.I ts bizarr ihany no mi-contredire ny tenany hihi


Dia tsy izay ny sujet eto, aza manimba ny sujet'nolona, toetranareo koa mantsy izay hihi Tsy mila hafaka CEPE voa mahatakatra an'izany

Bye fa mandany andro

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: tsymvacle
Date: 28 août 2017 - 11:12

T@za mbola kely nahatsapa otran'i Bizarr zay, izay olona tena tsy tiko de misy mahazo azy fona na iza na iza. Fa taty aoriana vao vety2 teo nisy vehivav sipa2ko iray izay nanao ratsy t@ko nihozoniko mitsy, nefa tsy nandraitra intsony le ozona, ary itako vao maika nahazo aina aza izy.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: zahara
Date: 28 août 2017 - 14:37

efateo ///Na izaho aza anie tsy mahafantatra ny antony mahatonga ilay olona hivaly aminy ny alaheloko e. Za tsy manozona na mitana alahelo na manao inona. Ilay fomba fitenin’ilay olona mihitsy zany no tsy zakako indraindray na dia manana ny rariny aza izy. t@ za narary dia hoy aho hoe aleo tsaboin’ilay dokotera iray ihany fa efa izy no nanao azy dia ho hita eo ny tohiny. An-dalam-pitsaboana aho sady mihamahia tonga dia trerotrerona no azoko fa tsy teny moramora. Ilay tany am-piasana indray eo am-pivoriana hitan’ny be sy ny maro za no tebahana. Nahoana moa aho no tsy alahelo @zany.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: hafatra
Date: 28 août 2017 - 17:07

" aza mamaly ratsy ny ratsy "
"izay tsy tianao atao aminao dia aza atao amin 'ny hafa"
"aza manao ratsy "

"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina"
" aza manome alahelo olona "
" izay no tsy hanaovana ratsy, fa rehefa tsy tratra atsy , tratra ery " sns sns
" aza ny lohasa mangina no jerena fa A.. ao antampon 'ny loha " sns sns

tsy efa re isan'andro ve izany? misy antony ao. Indrindra raha tsy nanao ratsy an'ilay olona.Ny be fialonana, mpitsikilo manara-maso, mifanina, mitoraka hodin'akondro, amin 'ny ts misy antony aza efa tsy hita izay hanaovana azy

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: ts bizar
Date: 28 août 2017 - 18:30

afaka CEPE,


Raha misy hevitra hitivizana @ Papa ve ny olona iray fa tsy misy ny enfer, fable ny resaka adame et ève , dia mitovy aminao miogaoga @ vérité absolu momba ny boky an arivony pejy mahery izay nosoratan'olombelona ve izany? tsy mitovy ny ataontsika hoe contradiction, tsy mitovy ny sekoly nianarantsika , normal be, hihihi.
Afaka CEPE ianao , fa ny fahitako ny zavatra soratanao dia tsy ho fantatrao na rahoviana , na rahoviana , ny antony mahatonga anareo mahay an io baiboly io mizarazara hevitra, tsy voaisa intsony ianareo na ny eto Mada fotsiny aza.
Fa amiko dia iray @ ireny fotsiny ianao , ary aza mandray antendro fa za tsy miteny anao mihitsy hoe aza inoana ny baibolinao, io indigence itellectuelle io dia tsy hadisoanao velively eh, ary tsy misy afaka manova anio , tsy misy handany andro @ izany, tsy hilaza contradiction eto akory aho na iray aza satria tsy misy ilako an izany, ary tsy ho hitanao izany na efa mihotra lavitra ny CEPE aza ianao, fa izany kosa tsy hanakana ahy hilaza ny hevitro, DELIRE, SUPERSTITION, TORAPO no betsaka, fa hevitro fotsiny izany, aza dia atao mahasorena fa izay no fahitako azy.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: mamakafaka
Date: 29 août 2017 - 15:00

lire

Mpitoriteny 3:3 Ao ny andro amonoana, ary ao ny andro anasitranana; Ao ny andro andravana, ary ao ny andro ananganana;

Mpitoriteny 3:4 Ao ny andro itomaniana, ary ao ny andro ihomehezana; Ao ny andro isaonana, ary ao ny andro andihizana;

Mpitoriteny 3:5 Ao ny andro anariam-bato, ary ao ny andro anangonam-bato; Ao ny andro anohonana, ary ao ny andro ifadiana tsy hanohona;

Mpitoriteny 3:6 Ao ny andro itadiavana, ary ao ny andro ahaverezana; Ao ny andro itehirizana, ary ao ny andro anariana;

Mpitoriteny 3:7 Ao ny andro andriarana, ary ao ny andro anjairana; Ao ny andro anginana, ary ao ny andro itenenana;

Mpitoriteny 3:8 Ao ny andro itiavana, ary ao ny andro ankahalana; Ao ny andro iadiana, ary ao ny andro ihavanana.

-> Ohatran'ny mitombona izany ilay baiboly indraindray e smiling smiley

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: mamakafaka
Date: 29 août 2017 - 15:05

bizarrr :

Mbola santionany fotsiny reo! misy azo ambara ve @ zany sa hoe coincidence daholo!

-------------------------
Mpitoriteny 3:4 Ao ny andro itomaniana, ary ao ny andro ihomehezana...

-> samy mandalo fotoan-tsarotra daholo isika fa tsy misy resaka mivaly izany...



sa hoe coincidence daholo!

-> ie coincidence smiling smiley

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: cepe efa nivôtra
Date: 29 août 2017 - 17:37

inona ny dikany hoe "coincidence"

tsy te hamaly an'i Ts bizarr tson :
izao fotsiny ny mianatra Soratra mAsina tsy vita ao anatiny 5mn hanoratana eto. Telo-4 toana, ny fianarana eny amin 'ny faculté de Théologie,Collège biblique misy mahavita doctorat.NY ahy CEPE dia nijanona.

Raha delire na superstition fotsiny tsy aharitra an'izany taona maro. Ny tsangam-bato mitete rà isakin 'ny andro voantondro, dia efa rakatra, tsy mahatarika mpanome vola intsony

Mila mianatra ny karazana r eligions rehetra hindouisme, bouddhisme, islam, Judaisme, Christianisme. Ny Christianisme fotsiny efa mizara sampany maro.Manao etudes comparatives. Velaraina ny saina.

Izay no mahatonga ny guerres de religions". Satria samy miseho manana ny marina daholo dia izao no mitranga.
Raha tsy mino an'ilay Mpahary i Ts bizarr dia normal raha mandalo 10 klm ao ambony ny lohany ny resaka
Aoka samy hitana ny heviny dia hilamina ny tany

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Teletele
Date: 30 août 2017 - 13:58

Maninona moa ianao raha manao don-dresaka na ireny débatmisy mpanao politika @ télé ireny e
ianao sy Rajao no atao invité dia atao izay ifamalinareo.

Options: Répondre
Re: Eto no apetrako ny fanotaniako, inona ny filaza ahy fa otrany hafahafa
Par: Avobenohonylanitra
Date: 11 septembre 2017 - 14:42

Mila mvavaka ny vahaolana

***********

Bishop Njoun. = Grand Prophète de Jehovah et Grand Archange Gardien Lumière de l'Univers

Bishop Avobenohonylanitra = Grand Prophète de Jehovah et Grand Archange Gardien Lumière de l'Univers

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Contact : avobenohonylanitra (at) gmail.com

Miandry ny mailnareo izahay yeuxfermes

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Mitrotro ambavaka hoanareo izahay Mpanompon'i Kristy :

Apôstôly Avobenohonylanitra - Apôstôly Njoun

Bishop Avobenohonylanitra - Bishop Njoun

Grand Pasteur de la Bonne Maison Mère Avobenohonylanitra - Grand Pasteur de la Bonne Maison Mère Njoun

Grand Prêtre Vénérable Gardien de La Sainte Eglise Avobenohonylanitra -
Grand Prêtre Vénérable Gardien de La Sainte Eglise Njoun



yeuxfermes Andao hiara hivavaka isika yeuxfermes


Rainay any an-danitra,

hohamasinina anie ny Anaranao ;

ho tonga anie ny fanjakanao ;

ho tanteraka anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;

avelao ny fahotanay,

tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay ;

aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay,

fa manafaha anay amin'ny ratsy.

yeuxfermes Amen. yeuxfermes



Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marina éé, Tsara Jésôsy !!!

Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!!

Mino an’ Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho. Ary mino an’ i Jesoa Kristy Zananilahy Tokana Tompontsika, izay notorontoronina tamin’ ny Fanahy Masina. Naterak’ i Maria Virjiny. Nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato. Nohomboana tamin’ ny hazo fijaliana. Maty ka nalevina. Nidina tany amin‘ny fiainan-tsy hita. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo. Niakatra ho any an- danitra. Mipetraka eo an- kavanan’ Andriamanitra Ry Tsitoha. Avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty. Mino ny Fanahy Masina aho. Ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao. Ny fiombonan’ny olona masina. Ny famelan-keloka. Ny fitsanganan ‘ny tena amin’ny maty. Ary ny fiainana mandrakizay. Amena.


yeuxfermes Amen. yeuxfermes

Isika mino an’ Andriamanitra Iray, Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany, ary ny zavatra rehetra na hita na tsy hita. Ary an’ i Jesoa Kristy Tompo Iray, Zananilahy Tokan’Andriamanitra, nateraky ny Rainy talohan’ izao rehetra izao, ny Mazava avy amin’ny Mazava. Andriamanitra tokoa avy amin’Andriamanitra, nateraka fa tsy natao, miray amin’ny Ray ny zavatra rehatra: Izy no nahariana izao tontolo izao. Noho ny amintsika olombelona sady ho famonjena antsika dia nidina avy tany an-danitra Izy, ary nataon’ny Fanahy Masina nofo avy tamin’ i Maria Virijiny, dia tonga olona Izy. Nohomboana teo amin’ny hazo fijaliana ho fanavotana antsika tamin’ny nanapahan’ i Potio Pilato Izy. Nijaly Izy ka nalevina. Nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo araka izay voasoratra Izy. Niakatra ho any an-danitra Izy, ary mipetraka eo an-tanana ankavanan’ny Ray. Avy any no hiaviany, indray amin’ny voninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary mandrakizay ny fanjakany.

Isika mino ny Fanahy Masina, Tompo sady mpanome aina, Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka ka itsaohana sy ankalazaina miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka. Izy dia niteny tamin’ny vavan’ny mpaminany.

Isika mino ny Fiangonana iray, miorina amin’ny fanambaran’ny Apostoly ary manerana izao tontolo izao.

Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka sady manantena ny fitsanganan’ny maty ary ny fiainana mandrakizay. Amena.

yeuxfermes Amen. yeuxfermes


Tompo ô, tsy mendrika hatao hoe zanakao aho !

Tompo ô, tsy mendrika ny hidiranao ao ambanin’ny tafontranoko aho !

Tompo ô, tsy mendrika ny hitsimpona izay sombintsombiny latsaka avy amin’ny
latabatrao akory aho.

Kanefa hoy Ianao hoe : “Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy”.


Amena. yeuxfermes yeuxfermes


Téna tsara ny Tompo ry zareo an, marina éé, Tsara Jésôsy !!!

Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!! Misaotra Jesôsy ô !!!!

yeuxfermes Njoun & Avobenohonylanitra = Miaramila an'i Kristy Tompo Andriamanitrao Andriamantray Andriamanitr'izao tontolo izao yeuxfermes

Efa akaiky ny Farany, mibebeha miaraka amin'i BISHOP Njoun & BISHOP Avobenohonylanitra yeuxfermes



(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Contact : avobenohonylanitra (at) gmail.com

Miandry ny mailnareo izahay yeuxfermes yeuxfermes

(Raha mila Conseils na Vavaka maimaimpôna)

Options: Répondre
Aller à la page: Précédent12
Page: 2 sur 2


Pour créer un sujet ou répondre à un sujet, veuillez vous authentifier (ou créer un compte) avec une adresse email valide
Votre Nom: 
Votre Email: 
Sujet: 
Mesure anti-SPAM :
Recopiez le code que vous voyez dans le champ ci-dessous.
        
Vous êtes ici : Accueil > Forum


Modération du Forum
Le modérateur veille à modifier, à supprimer ou à ne pas publier les messages qui vont à l’encontre de la loi et de la bienséance selon la culture malgache.

Sont proscrits les propos :
• relevant de la diffamation et de l’injure,
• de nature pornographique,
• invitant les mineurs à commettre des actes illicites ou dangereux,
• incitant aux crimes et délits,
• incitant à la discrimination, à la haine ou à la violence, notamment raciales,
• faisant l’apologie de certains crimes, notamment meurtres, viols, crimes de guerre et crimes contre l’humanité; la négation de crimes contre l’humanité.

Règles de base :
• Respectez l’organisation des thèmes proposés.
• Ne postez pas le même sujet dans plusieurs rubriques pour éviter l’éparpillement des discussions.
• Evitez le langage SMS. Nous sommes sur un forum, aérez votre texte et utilisez la ponctuation.
• N’abusez pas des majuscules, ne criez pas, la courtoisie est de rigueur.
• Il est interdit de faire de la publicité pour des produits ou services.
• Il est strictement interdit de divulguer des informations s personnelles : Noms, numéro de téléphone, adresse complète, adresse mail, adresses de messageries, liens profil facebook, etc ...

Responsabilité des auteurs des messages :
Les messages postés dans ce forum restent sous la responsabilité de leurs auteurs. Ces derniers restent propriétaires de leurs publications. TGN, jouant uniquement un rôle d’hébergeur, décline toute responsabilité sur le contenu des messages postés sur le forum. Les participants adoptant un comportement pénalement répréhensible se verront bannis du forum.

TGN respecte la liberté d’expression. Elle invite les internautes à respecter les règles élémentaires de politesse et à ne pas enfreindre la loi. Vous pouvez émettre des suggestions ou avertir d’un message que vous jugez douteux dans le «forum Modérateur». Sinon envoyez un mail à moderateur@dts.mg

Ho fanajana ny fahalalahana maneho hevitra dia iangaviana ianareo internautes hanaja ny fahalalam-pomba, ny lalàna ary indrindra ny fahendrena maha-malagasy. Ho ovana, ho foananana tsy hapoitra akory ny hafatra tsy manaja ireo fepetra ireo. Misy ny adiresy mailaka moderateur@dts.mg ahafahanao mampita hevitra amin'ny modérateur, namampandre raha misyhafatra heverinao fa tsy tokony haseho.

Autres sites du groupe : www.telma.mg | www.mvola.mg